text stringlengths 10 11k |
|---|
Angola manao baiko moana amin’i aro mampitandrina |
Taona justin |
Namahavaha sy nandinika ny filàna eo amin’ny fiainan’ny olombelona i abraham maslow sy ny mpandinika hafa. Milaza i robert sillamy ao amin’ny dictionnaire usuel de psychologie fa toetra eo amin’ny rafi-pisainana sy rafi- batan’ny olombelona izay mahatsapa tsy fahampiana ny filàna40. Misy zavatra tsy |
Procéder à la comptabilisation des stocks |
Raha ny vokatra azo tamin’ny fikirakirana ny vondrona ambara dia hita fa betsaka tokoa ireo sarin-teny miorina amin’ny tamberina ao amin’ny tononkalo. |
Razafintsalama a tari-dalana hoenti-manadihady ny 1998 finoana sy ny fomba malagasy, edisiôna md paoly, antananarivo, 148 p. |
Voavaka tsara mihitsy eto ilay olona iresahana ao amin’ireo ohatra roa noraisina ireo, amin’ny alalan’ny fampiasany ny mpisolo tena laharana faharoa anao , ianao tsy iza akory io olona io fa ilay iriny hotiavina. Toa tsy mbola mitady valiny izy eto, fa ampy azy ny mitia. Satriny aza tsy hisy hahalala aloha izany fitiav... |
Ny azo tsoahina amin’izany dia ny hoe nanan-karena tamin’ny risoriso sy tamin’ny varo-maizina nitsentsefana ny madinika ireo sarangan’olom-bitsy teo amin’ny fitondrana. Tsy afa-po tamin’izany, anefa, izy ireo fa te hanana ny fahefana rehetra ihany koa. |
Kanefa ao ankoatry ny fasa-mangina, no hihaonantsika ratovonirina; aorian’ilay fahalovan’ny nofo, dia hisy fitiava-madio tsy mba miofo! Fitia tsy voapentin’ny loton’ny tany, no itiavako anao re rahavako izany. |
Ts imanato aiza ny angady! Io ra-gly a! Ialahy no manomboka azy. Ialahy no be sandry indrindra eto. |
Natolotra fotsiny ny lohatenin-desona hampitaina, fa tsy misy ny famahavahana. Izany anefa dia mety hiteraka tsy fitovian’ny fanatanterahana ny lesona, araka ny fomba fiheveranay azy, satria mpampianatra samy hafa tsy mitovy fahalalana ary tsy mitovy fomba fampianatra no hampita ny lesona. Hany ka mety |
Tianay ny hampahafantatra ny olona, fa ankoatra ny fikambanana mpanoratra havatsa upem, dia misy koa ny faribolana sandratra , izay mamokatra sora-kanto tokoa. Mbola vitsy mpahalala ihany mantsy izy io, nefa ny fijoroany dia harena ho an’ny firenena. Tsy izay ihany fa mahakasika ny fandaharam-pianarana ao amin’ny ambar... |
Dodile n métissages linguistiques dans l’océan indien in notre librairie- revue deslittératures du sud langues, langages, inventions. N 159 juillet- septembre. L’harmattan. Paris. 2005 160 p. |
Levi strauss, c. 1958 |
Maitia hofihiniko ny sorokao ny famindranao arindrao amin’ny ahy ireo tebitebin’ny fo avelao efa eto anilako aza manahy! |
Araka izany, ny volana no natsoin’ny mpanoratra hitondra ny hafatra any amin’ireo havan-tiany. Ny hafatra tiany hambara eto dia tsy hafatra fe hafatra fotsiny fa mirakitra alahelo ihany koa. |
Ny toetrany o sahisahy o tsy mety resy amin’ny adi-hevitra o mahira-tsaina o matsilo o manankidoha amin’andriamanitra hatrany |
Isan’ireo mpampianatra tsy nahomby tamin’ny fampitan-desona ihany koa i b. Nisy ny lesoka teo amin’ny fanomanana tamin’izany sy ny lesoka nandritra ny fampitan- desona. B.1. Lesoka teo amin’ny fanomanana nisy ihany koa ny lesoka nataon’i b teo amin’ny fanomanana ny lesona hampianarina. Efatra no isan’ireo lesoka nasong... |
Antony avy amin’ny zava-misy iainan’ny mpianatra izay manome vahana ny firoboroboan’ny kolontsaina frantsay. |
Ny fihenan’ny vesatry ny ray aman-dreny eo amin’ny fividianana kojakojan-tokantrano amam-pitafiana |
Ra vi n-ka zo ta fa sa ra ka a man- ta ho, tapak’ahi tra entin-drano ka indrisy! ’zay mba toeran- kitodiana toa tsy hisy! 301 |
Esther nirina rabemananjara 14-07-93 tribune, lah 1. 381, alakamisy 15 jolay 1993, tak. 7 |
Araka ny fanadihadiana natao, ny taranja malagasy dia ato amin’ny faran’ny herinandro, na aorian’ny taranja siantifika na ny taranja tekinika maharitra ora efatra 4 na dimy 5 ; noho izany, efa reraka ny sain’ny mpianatra. Mitarika fahalainana ho azy ireo hiatrika ny taranja malagasy izany toe-javatra izany. |
Azo atao verin-droa ny mpamari-toetra fototeny mba hilazana ambarantongan- toetra tsy raikitra fa hoe ho eo kely kelikely, lava lavalava, bory boribory. |
Ny olana ara-piarahamonina re tamin’ny ampahan’olona vitsivitsy, izay mety hitondra fanovana eo amin’ny fiheveran’ny fiarahamonina, ny fanontaniana hoe nahoana ny malagasy no tsy maintsy miandry fanampiana avy amin’ny vahiny vao mahatanteraka hetsika toy ny mamahoaka? Io fanontaniana io dia noho ny fahitana ny alliance... |
Maro amin’ireo voambolana ampiasain’ny mpanoratra no nalaina tany amin’ny sehatry ny fivavahana, izany hoe, nalaina tao anatin’ny baiboly. Maro aza ny andalan-teny avy ao mihitsy. Hoy moa i solohery ranarison tsy nisy vanim-potoana, tokoa, tsy nahitana ny fampiasana ny singan-javatry ny baiboly tao amin’ny tantaran’ny ... |
Koba ihany izy ireo. Kanefa ireto karazana mpivarotra ireto dia efa mihamahazo vahana ao talata volonondry. Amin’ny ankapobeny anefa dia ireo tena mifototra amin’io asa io ihany no mahatsapa fitomboan-karena mivaingana amin’ny alalan’ny fanamboarana koba, misongadina amin’izany ireo sady mpanamboatra no mivarotra isan’... |
D’après le tableau n 14, les caractéristiques des trois nouveaux types de ménages après l’adhésion au projet se présentent comme suit type 1 le type 1 est composé de 43 ménages soit 42 de l’effectif total étudié. La production annuelle de riz est de 688 kg par sur une superficie de 43 ares de terrain exploitées. En gén... |
Vato ary no alaina a! A! Ka vato ary no alaina a! Andao fa aza malaina a! Hanararaotra ilay maraina a! Havitrika fa tsy hitaraina a! Miaraka amin’ny rango maina a! 2-5-2-2-ny andalana sy ny vanin-teny |
Notopazany ny masony ity foko babangoana ka dia potika dia rotika, hovitrovitra fitia no navoakan’ny fanahiko ka nipararetra toa midridroka fitia mila tsy ho tanty intsony saingy andrasako eny foana eto kosa dia ny topi-maso no nisarika avy hatrany ny fitiavany ka nahatonga azy hiandry ny fitiavana avy amin’ilay tovova... |
Pendina pendimpéndina pendenana |
Formation professionnalisante en travail social et développement -faculté degs université d’antananarivo 2011-2012 economie -faculté degs université d’antananarivo |
Ny lalana, na ny tsena. Iza leitsy no hahita fa rovitra ny patalohako, na ratsy be ny kiraroko a ? Tiako leitsy a ! Raha mba alina foana leitsy ! Rakotovao manoaka be ndeha leitsy hody a ! Efa maraina be, efa miandry ny kafe mafana. Fano ’zao vao hiasa fa ianareo ve manonofy e ! |
Linguistique textuelle des genres de discours aux textes, paris nathan, 208p. |
Ohatra 2 fantatry ny mpianatra fa diso ny hoe foton-kevitra rehefa mahalala ny lalànan’ny fanakambanana ny teny mitsaikona amin’ny teny manarakaraka azy izy. Ny fiforonan’ny andianteny noraisina eto mantsy dia ny hoe fototra , izay teny mitsaikona miampy ny hoe hevitra ka miala ny faran-teny -tra ao amin’ny teny voaloh... |
Fanarenana izay simba mba ho lovan’ny taranaka any aoriana. Ilay fananana hambo sy fahatokiana araka izany dia vokatry ny fitsinjovana alavitra izay mikendry hamela firenena vanona ho an’ny taranaka ka nandresy ny fieritreretana ny ain’ny tena. Ny fametrahana ny tanindrazana ho ambony noho izy lova ho an’ny taranaka ma... |
Inona ny tokony hatao hamerenana ny hasina maha |
Teny fisaorana |
Ny septain ny fito isa masina, hoy ny fomba fiheveran’ny malagasy. Andalana fito no mandrafitra ny andalana iray ao amin’ny septain ilaina ny fahamasinan-toetra eto amin’ny fitondran-tena sy ny fifandraisana amin’ny hafa. Tononkalo iray ao anatin’ny vondrona ambara no ahitana ity rafitra ity, dia ny fahavaloko misy toe... |
Ny mpamorona ny dina dia teraka avy amin’ny fiaraha-midinika ao amin’ny fiarahamonina nipoirany, araka ny voalazan’i callet ny fokonolona no manapaka ny fifanarahana 53, izany hoe ny fokonolona no nanapa-kevitra nanangana ny dina. |
Isan’ny fototra nanorenan’ny malagasy ny fahendreny ny tontolo iainana sy ny fahalalana izany. Manamarina izany ity lahatsoratra miresaka ny amontana sy ny fifandraisan’izany amin’ny tompom-pahefana ity. Ohatra1 isa ny amontana ny fahendrena notsoahina avy amin ny zavamaniry ny amontana dia hazo lehibe, pelapela-dravin... |
Saika ny mahafaly sy mahafa-po an’i abel ratsimba hatrany ny fihetsika nasehon’ny mpijery azy hatramin’izay. Noho izany, tsy misy ambara firy eto afa-tsy ny fihetsiky ny tanora sasantsasany amin’izao fotoana izao, izay miantsoantso sy mihogahoga rehefa tsy tiany ilay mpihira na tarika. Izany hoe mitabataba sy misiotsio... |
Ny tontolo iainana ao amin’ ny fampianarana haiteny |
Manaraka ireo masontsivana ireo ny mpampianatra rehefa mitsara ny famelabelaran-kevitra ataon’ny mpianatra. Mijery ny fahaizana sy ny lesoka mila arenina izy amin’izany. Voajery ny fahaizan’ny mpianatra amin’izay fotoana izay. |
Ny paikam-pananganana kisary mandranitra saina |
Raha fehezina izany rehetra izany, dia azo lazaina fa olona feno teo amin ny lafiny rehetra saina, vatana, fanahy rakotobe-andriamaro. Nampiavaka azy tamin ny maro ny fananany finoana mafy orina an andriamanitra, na dia nisedra zava-tsarotra maro teo amin ny fiainana aza izy. Teo amin ny sehatry ny asa soratra indray, ... |
Teny fisaorana |
Fanoritsoritana ny faran-teny mikatona tapany mihovitra t? R |
Ramose raveloson |
En cours fournisseurs 360 achats ttc 2009 92 532 554,20 360 |
Ka hajaiko sy kajiako ho emboky ny ramiko ny momba anao ry tiako! V. A, tak.69 and 1 ? Hahatsapa ny maha tena iray azy roa. Io tononkalo eo ambony io ihany no manamafy izany fa aina notakarina tan-tobin’ny fanahy, sy nofo iray namboarina ny nofonao sy ny ahy a, tak. 69 and 4 ? Hitana sy hanaja mandrakariva ny voady nif... |
Ts imanato amin’ny talata alina hifoha alarobia e |
Ny fifandraisan’ny mpiara-monina taminy tamin’ny fotoana namoizany ny zanany dia nisy toe-javatra, tsapany ho nangidy taminy. Nisy tamin’ireo mpiara-monina taminy no nandatsa sy faly tamin’ny fahoriany. Tsy voafaritra mazava loatra anefa izany, fa ny tononkalo nosoratany no nahatsapana izany. Hoy izy ao amin’ilay amboa... |
Ny fikarakarana ny vatana |
Tsara ny malemy fanahy ao amin’izay manetry tena, noho ny mizara babo amin’izay miavonavona. Ny tiana hambara dia hoe aleo manao soa amin’ny olona manetry tena na malemy fanahy, toy izay ny mizara tombontsoa amin’ny olona mpiavonavona sy mpirehareha. Mbola manamafy izany ihany koa ny ohabolana 22 1 |
Ny anton’ny safidy tsy kisendrasendra na haitraitra no nahatonga anay hirona amin’io lohahevitra io fa misy antony telo, izay heverinay fa mavesan-danja tokoa. Andaniny, amin’ny maha mpiofana ho mpampianatra anay, dia heverinay ho adidy ny mitondra ny anjara borikinay eo amin’ny fanatevenana ny asa fikarohana mikasika ... |
Fanazavana ny kisary 0 ny fahaleovan-tenan i sahondra. A ny fitokanany trano sy ny asany mpitan-tsoratra. B ny fialany tamin ny asany. D ny fihafiany tamin ny vola sisa teo am-pelantanany. E ny fahitany asa indray mpampianatra. F ny fanohizany fianarana tamin ny ezaka nataony sy ny fanampian i rondro azy. G ny fahazoan... |
No nisandratra ho avo, tsy nanaiky hihafihafy ka nanapa-kevitra hiorina mafy andro volamena 81 |
Ilaina ny fanavaozana ireo rehetra voalaza ireo any amin’ny lycée nanisana , satria efa tranainy loatra mantsy ny fahitana ny endrika ivelan’ny sekoly. Ny endrika anatin’ny sekoly |
Ny fankatoavana ara-drafitra |
Alina mangina; josefa rajaonah ny mpandinika, n 258, 2 nov 1928 , tak 227-228 |
Tsy ilaozan’ny olana ny fikambanana. Miankina amin’ny fahatsapan-tenan’ny tsirairay no mampahomby ny tetikasa na tsia. Sakana lehibe indrindra amin’izany ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny samy mpikambana. A- tsy fandraisana andraikitra |
An’izany ve ireny andiana mpiasa mizotra maraina , manao dia maika , fehezin’ny amin’ny 7 ora sy sasany ireny? Ny fitanjozotrany manao rano lava, mirohotra toy ny hamonjy lanonana, toa tsy ahafahany niaina! Tanora avokoa izy ireny, tanora vatombatony aza matetika ka alaim-panahy ny maso hizaha ilay kitapo tokony ho fen... |
Ny anarana samihafa iantsoana ny fampianarana eny anivon’ny tontolo |
Teny fototra asa soratra, fampianarana, fanabeazana, fahendrena, fandrosoana |
Inona kosa àry ny antony tsy nampaharitra azy ireny ? |
Fa aleoko mihaino izany toy izay hanihany tsy fantatra nahoana no iainako tsisatry ampitambazanao ahafahako mimaona. Ny eja 2002 |
Fa aro riaka ireny tsy ahafahana miteny ny rariny sy marina! V. A, tak.39 and 1 sy 3 tsy ny fanotofana ny rariny ihany no voka-dratsin’io lazaina fa fanampiana ataon’ny mpanjanaka amin’ny firenena voazanaka io, fa eo indrindra koa ny fahaverezan’ny maha olona. Lasa toy ny saribakoly mpanatanteraka ny sitrapon’ny mpanja... |
Lafin-javatra roa no horesahantsika eto amin’ny fisian’ny rima araka ny laharam- pisehoany sy araka ny hafenoany. |
Fanalana hamohamo sy toa mampiditra anatin’ny nofinofy fotsiny ihany ireo boky mirakitra ny literatiora. Ireny indrindra anefa no tena manabe sy mikolokolo ny olona eo amin’ny lafiny rehetra. Ny fiainana andavanandron’ny olona no asehon’ny tantara foronina. Noho izany, azo atao fitaratra hahafahana mijery ny zavatra to... |
Amin’iny toerana iny ny harena mitotohitra 50- ao ny landy, ao ny voly, ao ny biby fiompy koa; ao ambany lohasaha, ao anaty tendrombohilra, ny sokay, ny volamena, ny karazam-batosoa. |
Irira, s. D. Geranija, p. M. 1984 sayansi ya ulimwengu, general publications ltd, dar es salaam. |
Ny hany mba navelany vata-mangatsiaka kotsan’ny tomany fa ny aina tao anatiny lasa nentiny any. |
Ka mikomy sy mihoitra mafy amin’ny fandresen-dahatra ny olona manodidina azy indrindra ny mpampianatra. Ny fisian’io taom-pialan-tsakana mizara roa io dia azo heverina fa mamaritra ny fahatokiana na tsy fahatokian-tena, miteraka fanamboniana na fanambanian-tena, mitarika fahaleovantena na tsia. Ny mpianatra be taona di... |
Jo andrianasolo |
Nanainga ny fanahin i clarisse ratsifandrihamanana ny faritra maro nonenany. Ny tontolo samihafa ravahan ny hatsarana voajanahary, ary laroin ny fivoaran-tsain ny zanak olombelona dia samy namela , ako tao aminy avokoa. Hoy i m. Khrapchenko mifandray akaiky ny asa soratra sy ny fiarahamonina. Azo heverina aza fa ny fia... |
Grande larousse encyclopedique, tome 8, librairie larousse, paris 1963, p 586 la poésie art d’évoquer et de suggérer les sensations, les impressions, les émotions les plus vives par l’union intime des sons, des rythmes, des harmonies |
Maro tokoa ny olona kendrena manoloana ity fiofanana ity ao ireo mpianatra, ankizy, adolatsento, tanora izay voakasiky ny lohahevitra isanisany ao ihany koa ireo ray aman-dreny sy ireo mpanabe izay fototra mitaiza sy mikolokolo ny mpianatra. |
Ch ravoajanahary, ny tantaran’ny haisoratra 1896-1915 , stelarim, 1973, fizarana i 87 r wallek et a warren, la théorie littéraire, editions seuil, collection poétique, paris, 1971 il est aussi porteur de vérité historique et sociale. 88 vondrona ambara, tak 3 |
Escarpit r , le littérature et le social, flammarion, paris, 1973, p.259, au latin litteratura, la racine étant littera, lettre 47 colin r , littérature africaine d’hier et de demain , a. D. E. C, collection afrique univers n 56, paris, 1965, p.17, certains on dit que litterature qui venait du latin littera, signifiait... |
Ny parallélisme maneho ny tombambidin’ny tsirairay. |
Elément formule calculs durée |
Famoronan-dahatsoratra |
Noheveriko izany fa hoe halozana ’zay vao tsaroako, hay fitiava-mafana mbetika mantsy raha vory izahay indro dada manitsy, manazava amin’izay. |
Noho izy miravaka zavaboary soa sy mahafinaritra manome endrika soa ny tontolo ny hakanton ny zavaboary ao aminy. Mitondra fahafinaretana sy filaminan-tsaina ny fahitana ny hatsaran izy ireny. Mandoko ny hasoa sy ny hakanton ny zavaboary eny ambanivohitra sy ny toetr izany , ary ny fahasambarana entiny ny tononkalo hoe... |
Ny kolontsaina miara-dalana mandrakariva ny teny sy ny kolontsaina. Tsy afa-misaraka ary tena mifameno ireo hovoaboasana amin’ity zana-toko ity ny fomba famerenan’ny mamatonalina ny haren-tsaina sy kolontsaina tranainy. Ambaran’ny mpanoratra fa tsara ny haren- tsaina malagasy, tokony homena lanja ny fomba fitaizana fah... |
Tsara ianao ka mahary ny tsara r’ilay tsy mikoro banjino fa ny afa-mifandray tanana dia ny mijoro ! ! Om-gui |
Mazava ve ny hevitra ampitaina ? |
Toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona |
Ny tantaran’ ny literatiora |
Mahay mitrandraka ny lahatsoratra mahita ny hevi-dehibe sy ny teny manan-danja |
Maneho izany fijorona ho tompon’andraikitra izany koa ny fananana fahasahiana hanome toky fa hanatanteraka tokoa ny teny natao manoloana ny vahoaka sy ny firenena. Ry gasikara matokia! Tsy teny foana akory izany sanatria hoe poakaty fa tena vokatry ny fo mipololotra avy ao anaty! H. A, fiz ii |
Raha izay ny mombamomba ireto fianakaviana nanaovana fanadihadiana ireto, izao kosa no hita manaraka eto ny amin ny ohatra roa tamin ny fomba fiainany ireo dingam-piainana lehibe teo amin ny fiarahamonina, dia ny fahafatesana sy ny fanambadiana izany. Izany dia nalaina tamin ny tantara nisy teo amin ireto fianakaviana ... |
Fizarana i |
Ny sehatra azo ampiasana ny ompa sy ny ozona |
Lohatsiavony 34 6 |
Andro hafa, tombo-doha no lahasa vaovao ; dia mihosy indray aloha, 20 fotaka no tsilalao. |
Noho izany, toko iray lehibe tsy afa-misaraka, fa tsy maintsy miara-dalana mandrakariva ary mifameno amin’ny mpanoratra sy ny asa soratra ny mpamaky sy na mpihaino ary mpankafy. Ambaran-drasamijaona malalaniaina ny momba an’io, ao amin’ny aina sy hevitra, manao hoe ny mpandray no toko fahatelo mahamasa-nahandron’ny ton... |
Nantenaiko hitsidika ahy maraina niroso mialoha teo am-baravarambe teo am-baravarankely mampiharihary ny toetra tsy zaka ataon i nenitoany taminy fony izy nipetraka tao aminy. Toa mahita zavatra hibedesana an i miaro hatrany mantsy ilay nenitoany tak 25 iarivo mahatalanjona, mahafinaritra, mampamikitra, fa na aiza na a... |
Voasaininao daholo ny omaly sy ny androany ary koa ny ampitso tsy misy iray midify, tsy misy mifandiso. Voahosotra aminao ny hasina sy sorona, tanteraka aminao ny satan’ny mpamorona! Niry-solosoa |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.