text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny voambolana kendrena ny hampitombo ny fahalalan’ny mpianatra ny voambolana amin’ny teny malagasy. Tsy ny fahalalana ny endriny ihany fa ny fahafolahana ny heviny ihany koa. |
Lah 2134 22 septambra 1958 |
Malala, tiana |
Endri-piforonana karazany roa no hita mandrafitra io tsangan-kevitra io. Ny fifanampian’ireo no heverina fa mahalaza mazava ny hevitry ny faribolana sandratra mikasika ny fanohizany ny làlana niarahany tamin’i elie r ny fiforonana voalohany dia nifototra tamin’ny tamberin- drenifeo. Izy io dia tamberin-drenifeo, na far... |
Laha lefy rafotsy dje nabela nandrai an’i y vô nampilazana ny an- kare ana sy ny an-ta àna. Dje nahare y ahay te y. Ny antsiva dj’efa fambara. Ahay hoy iaho teo dje vô nizoso ha ose. Ndre tsy ampy asasakadiny, hingatra dje nandalo i lesara. Dje izy no nahafantaranay io. Avy eto kay tokôtra i 160 rafotsy io lefy io. Efa... |
Ny mpanjaka niteny ahy niteny tamiko ny mpanjaka. |
Senton’i dadabe 25 06 06 sombin- afom-pijaliana 09 07 06 tantara arikaomisa randria mandositra 30 07 06 |
Le contrôle administratif regroupe tous les contrôles n’ayant pas trait directement aux etat financiers. Son principal objectif est d’assurer une gestion ordonnée, efficace et efficiente des activités. Exemple établissement des démarches à suivre concernant l’embauche, concernant la prise de décision tandis que le cont... |
Fafana 4 famahavahana ny lahatsoratra momba ny fandrosoana. |
Amin’ny voambolana sy ny filalaovana amin’ny fomba fiteny samihafa izay nampisongadina ny fomba fiteny malagasy sy fomba fiteny kristiana. Tsy latsa- danja tamin’izany koa anefa ny fomba nanehoany ny heviny eo amin’ny filalaovana amin’ny sarin-teny. |
Etudes historique de madagascar edition nathan m car f labatut raharinarivonirina |
Ny tantara ny zanako i sy ii |
Decary , m urs et coutûmes des malgahes , payot , paris 1951 , pp 120 dans la coutûme malgache , le omby est un animal sacré qui intervient dans toutes ciroconstances du culte , dans les offrandes et les sacrifices aux divinités et aux ancêtres |
Loharano iharimanana fenosoa, 2019. |
Dia nahifiny ny foko feno emboka fitia madio mangalahala nefa io no tena irery amy ’lay antsoiny lala fa isainany ahy ho adala |
Ny sandan’ny lahatsoratra mampahalala |
Ilazao ’lay tsiriry |
Martsa 1984 ratsimaholy francet |
Ny lova tsy mifindra dia isan’ny toe-javatra iray hitarafana ny fitoriana fitiavana. Trangan-javatra iray izay tsy noeritreretin’ny mpifankatia no hita eto satria ny ray aman- dreny no misafidy izay ho vadin-janany. Na dia natambatra toy izany aza anefa ny fitiavana dia misy trangan-javatra manaitra ny fitiavana foana ... |
Ny talentany |
Ny hafatra fonosin’ny fanentanana fitaovana entin’ny fampielezam-peo hanentanany ny mpihainoazy ny fandaharana. Tsy ataotao foana anefa ity fandaharanaity fa misy ny hafatra mafonja raketiny. Ilaina ny fahaizana mamolavola izany amin’ny antsipiriany. |
Lafin-javatra telo no hiompananrny fanadihadiana ny fomba nanehoana ny boky aminrny ankapobeny, ny fomba nisafidianana ny asa soratra ; ary ny fomba nanolorana ireo vontoatim-pahalalana. 3.1.2.1. Ny fomba nanolorana ny boky aminrny ankapobeny |
Antoine de padoue rahajarizafy s. J. 2011 hanitra nentin-drazana , copyright-editions ambozontan-analamahitsy-d. Antananarivo, 89tak |
Conseil national de nutrition |
Zaodahin’i bemanana niaraka tao an-tranon’i randrasana nitsaboan’i manana p.74 |
Izato tepotepom-poko, vonto vetsovetso masina, eto an-tsahan’ny maraina, tsapako mihasinkasina misidina, ry fanahy, any anaty rahom-potsy , ny anjomaranao no tsofy, ho entinao handrotsirotsy . |
Verlaine di |
Amin’ity dingana farany ity dia asehon’ny mpanoratra ny fo samy ampoka. Mba tsy hisian’ny faharatsian-tsaina amam-panahy dia tsy tokony handratra fo amin’ny izay miseho na ny andaniny na ny ankilany. |
Petra-kevitra 2 ny fandraisana anjaran’ny mpianatra mandritra ny lesona, dia hitarika fahalianana ao aminy ka hahatonga azy hilozoka amin’ny fanadihadiana sy famakafakana amin’ny antsipiriany ny singan-driba ianarana. |
Tsapa avy amin ny fihetsik ireo ray aman-drenin i sahondra ireo koa fa ny fisehoana ho mahavita tena manoloana ny hafa no zava-dehibe taminy mihoatra ny fitsinjovana ny aina izay ifampitan ny taranaka amam-para. Hoy i sahondra tamin ny taratasy nalefany ho an i rondro tsy avelan i dada sy ineny hody any aminy any antan... |
Asehony amin’ny fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mifanipa-kevitra fa izay miaraka amin’ny amboalambo dia amboalambo. Ny tiana holazaina amin’izany dia hoe rehefa olona manao ny marina ny namana na ny mpiara-monina, dia manaraka izay ihany koa ny toetra. Ny olo-marina dia mitarika ny namany ho amin’ny tsara... |
Ty fanararaotana ndrao tsy anerany ny hitsiny, rariny toa tsy an’ny mavo?150 mampiseho ny ratsy ataon’ny mpitondra izany fitiavan-tena, tsindrio fa lavo, fanararaotana, fibodoana ny rariny sy ny hitsiny heverin’ny mpanoratra fa zava-dratsy izany ka tsikerainy ary asehony ho fanta-bahoaka. Tsy afa-miery amin’ny ataony n... |
Vary ampangoro sy valala ireto, hoy razazavavy namosaka ny tao anaty harona. Mbola nisambo- balala hilaofanao ange no somary nahatratra aoriana ahy. Ineny mantsy no nahandro sy nitantana, ka tsy nisy fomba nahazoako nanilaka ny anjaranao. Nanjary ketraketraka indray ny endri-drabe noro! Hoy izy nanambitamby, nifantoka ... |
Op. Cit, ttak 10-11 |
Nenibe manambitamby aoka! Aoka ry ise a! Isika tsy hiady izany mihitsy. Teny diso tsy mba kabary re iny e fa hono ho aho. Dia mba ahoana hoy ny zanakao sy ny zafikelinao nahare anao hoe hanambady ahy? |
Nankaiza ity aho, io ianao, fa izy no tsy eto teo no nitsiry ny vetsom-pahatsiarovako. |
Ny fahafantarana fa efa mana-tompo ilay olona dia tsy sakana teo amin’ny fitsirian’ny fitiavana. Indraindray aza, toa te hitroatra ny fihetseham-po ka sarotra fehezina. Manambara izany i tahirintsoa ao amin’ny hatraiza. |
Cours d’analyse financière, 2ème année gestion, 2007. 4 cours d’analyse financière, 2ème année gestion, 2007. |
Ny zava-nisy tany ivelany sy teto madagasikara teo anelanelan’ny taona 2006-2009 hifotorana amin’izao asa fikarohana izao ny vanim-potoana 2006-2009 , mba hahafahana mitondra fahalalana feno mahakasika izany, hojerena voalohany ny zava- nisy tany ivelany, manaraka izany ny zava-nisy teto madagasikara nandritra io vanim... |
Fitaovana iray lehibe mitahiry ny lasan’ny firaha-monina izay iavahany amin’ny lahateny hafa ny vakodraza? A. Araka ny efa nambara tao amin’ny 3.3 mipetraka ho tantara sy ho tsiahin’ny taranaka mifandimy ny tahirin’ireo zavatra efa lasa. Maha zava-dehibe ny fanangonana an-tsoratra ny lahateny hiraina izay anompanana ny... |
Sehatra tokana no ampiasana ity teny ity dia ny fivoriana. Mba hahafahan ny olona rehetra mivory mifankahazo resaka tsara, dia ny teny anglisy no ampiasaina. Na dia sokajina ho samy mahafehy io teny io avokoa aza anefa ny mampianatra rehetra, dia mbola eo ny mpitan-tsoratry ny sekoly manazava izay teny mety tsy azon ny... |
Ii.3 ny karazana filaza ao anaty fehezanteny |
Andl 38 nohon’ny tsy mitaky mpampiankin-teny na noho na ny noho ny andl 39 ho hambini na tsy ilaina fa mihoatra ny mpana-marika ny ha ho andl 42 afahantsika sady diso ny tsirinteny mpilaza fotoana ha h o izay takin’io firafitra io, no diso koa ny tsirin-teny mpilaza ny fitodiky ny mpamari-toe- javatra aha ana. Aha afak... |
Mampiavaka ny kaominina talata volonondry, ary mbola mipetraka ho tantara sy voatazona hatramin’izao, ny manenona landy tafin’ny andriana. Izay no maha ambohidrabiby azy , hoy rafily, avy any an-toerana. Anisan’ny kolontsaina iray lehibe mampiavaka io kaominina io sady antom-piveloman’ny mponina ny fanaovana koba. Ao a... |
Ho an’ny namana mpiara-mitolona 19-20-28-29-33-34-42-45 8 |
Le contenu ou la situation est plus qu’un contexte favorable à la stimulation du processus. 77 l’enseignant doit veiller à ce que les élèves mobilisent leurs connaissances antérieures pour interpréter la situation nouvelle qui leur est présentée. |
Aro roso àry isika. Ataovy eto an-tsorokay sy i angola ny tananao an- kavanana sy havia ry nenibe chérie a. Ny tongotrao havia ts inona afaka miteha-tany ihany fa ny havanana no folaka. Andao izatsy izy e. |
Manampy izany dia toy izao no fitakiana momba ny fampiasana ny teny malagasy izaho ve no diso tsy teny frantsay na anglisy na alemana , hoy raobadia fa gasy. Rehefa mahay teny gasy ny ankizy mora aminy foana ny mianatra ny tenin’ny hafa |
Hanitrarivony 16 09 91 |
Taitra taitaitra tairina |
Ts imanato mandehana e ! Dia vonoy io jiro io. Ragly an ! An ! Aleo hirehitra eo io aloha ts imanato eny ary e ! Ts imanato rouf ! Rouf ! |
Brunel s , l’afrique est-elle si bien partie ? La diversité africaine, espérance de vie à la naissance hommes, femmes, éditions sciences humaines, 2014. |
Ratany, tafaverina , and.9, in vondrona ambara2, tak. 35 222 eliza freda, ralaimaditra , and.1, in vondrona ambara1, tak.49 |
Amin’ity fomba iray ity ihany koa dia afaka mandray an-tsoratra ny mpanadihady ary afaka mandraikitra amin’ny fandraisam-peo ny dinika ifanaovana. Manampy betsaka amin’ny fandrafetana ny lahatsoratra izany, satria azo antoka ny fahafenoan’ny hevitra sy ny vondrona ambara. |
Renikalo hi ! Hi ! |
Fa ahoana e ? |
Ny lovako t12 |
Ny lahatra anefa dia tsy azo resena ny olona ihany resy hatrany resy hatrany ka mampahonena raha dia ho foana ny valin’izany. |
Karazana asa soratra telo lehibe, izay nisongadina no noraisinay tamin’ity asa ity, dia ny tononkalo, ny tantara foronina ary ny sombin-tantara. Noresahana tao amin’ny tononkalo ireo firafitra nampiasain’ny mpanoratra teo anelanelan’ny taona 2009 hatramin’ny taona 2013. Toy ny amin’ny vanim-potoana aty aoriana, dia sam... |
Miara- mandroso mpamboly, renim-pianakaviana, mpikambana ao amin’ny vokovoko mena |
Namono nahafaty an’i abela rahalahiny z 7 kaina sy abela , andl 10-11-12-13- 14-15 29-30 samy nanao sorona tamin’andriamanitra izy mirahalahy, nefa samihafa ary noho i kaina dia ratsy fanahy dia tsy mba noraisin’andriamanitra, ary noho i abela koa re dia nankasitrahany fa tsara ary velom-pialonana i kaina dia nikasa ha... |
Olana sy vahaolana |
Hoy hatrany andriamatoa arona jean no l mpanjaka dia ny zoky mifanarakaraka ny azy no manome tsodrano ny zandry. Izany hoe, raha fehezina dia mitovy ihany ny fototra amin’ny mpitsodrano satria izay zoky no manana adidy amin’ny fanomezana tsodrano. |
Izay fitiavako izay, ka ho mandrakizay. V. A, tak.117 and 3 toraka izany, tsy ny mivoatra no tsy tiana, fa ny handrapadrapa- poana fandrosoana mety hanenenana any aoriana no fanitsiana aroson’ny teny savily tsy fa ao amin’ny tononkalo ny fanilontsika |
Nosafoiny tamin’ny tanany dia nampiany tsiky kely, ny ranomaso toa tsy tànany ankona izy tsy nahateny. |
Fanontaniana hadihadio io lahatsoratra io, ka asongadino ny lanjan’ny fiheveran’ny olombelona an’andriamanitra. |
Fiainam-pirenena , v. A, tak.124 koa raha te handrindra sy hampandroso ny firenena, dia ilaina ny pôlitika. Na dia mbola tao anatin’ny fanjanahantany aza i madagasikara, dia efa maro ireo malagasy nirotsaka teo amin’ny sehatry ny pôlitika, ary koa ireo antoko pôlitika nijoro teo ny vy vato sakelika v. V. S. Nahitana ir... |
Tsy araka ny nampoizina tokoa ! Vao noriatantsika indray mandeha dia lositra nahafaty tena. Kanefa na izany aza, ny sovok’adin’ireny no tandremo. A’-b se sa |
Boky amin’ny teny frantsay |
Ps 5 sy 2nde 2 |
Hoy koa i claude eterstein nanampy izany ny tantara foronina dia tantara noforonin’ny saina voarakitra anatina lahatsoratra tsotra izay mivelatra anatin’ny fotoana voafetra. 19 |
Zehe rôpilanina e tsy mba nitoetra andro azalahy e nanomboka ny asabotsy e dia mafimafy my azalahy ny resaka tamin’ity e tsy tonga aty i boto ô fa mbola mitiza68 o. Rm.32 ny osika tokatoka ity kosa dia osika izay ravahana tokatoka hatrany eny anelanelan’ny tononkira. Ny tokatoka dia fitanisana. Ny hira no manomboka azy... |
Nalaina tao ankaraobato ny 25 ôkitôbra 2008 |
Araka izany, ny fifamalian-drafi-pehezanteny mitovy hevitra, mitovy vahana dia mandoko ny olon-droa mitovy, miombona. Mazàna ny fiombonana dia miteraka saim-baovao. Entanim-pifaliana sy fitiavana ny mpifankatia ka lasa miova rivo-baovao, mitady toerana vaovao hitodian’ny fitiavana. Ny dingana farany eo amin’ny fitiavan... |
Hisatra ihany koa no filaza azy, ny voniny no alaina ka ilay mbola tsy mivelatra iny. Firariana ny fitomboan’ny harena ihany koa. |
Mavesatra ho an’ny tantsaha ny adidy ao amin’ny ceres, ka tokony hahena |
Ny boky malagasy tena mankafy ny literatiora malagasy ny mpanoratra, ary boky malagasy maro ihany koa no ankafiziny. Noho izany, tsy nanome lohateny manokana izy mikasika izany. Ireny boky mirakitra angano, tononkalo ary indrindra ny tantara foronina ireny dia samy tiany avokoa. |
Programme vulgarisation a a c machines |
Dia mbola hotoriako na ho ela na ho haingana apetrako ho sora-baventy mivaingana ady ny fiainana ka mijoroa! Ny resy tsy miady dia resy indroa! Hadino va re fa ny fitiava-namana sy fahaiza-mionona amin’izay ananana ny fanoherana ts’isy herisetra dia hery mihoatra ny hery rehetra |
Fahizay, tety dia menamena fify ny faravodilanitry ny andro takariva ora fisambaran’ny foko te hiampify anaty rotsirotsin’ny alina madiva. |
Miombona ao anaty tokantrano iray ny mpivady. Tsy voasaraky ny hevitra tsy mitovy na ny fiaviana samy hafa satria izy ireo no fitaratry ny zanany. Izay rehetra mety ho tsy fitoviana sy fahasamihafana araka izany, dia foana rehefa eo anivon’ny tokantrano, araka ilay hain-tenin’ny ntaolo hoe toy ny maso sy ny orona; ka i... |
Ny tànan’ny mazoto no hanapaka; fa izay miraviravy tànana hampanompoina. Izany hoe sahaza ny olona mazoto ny ambony toy ny ho mpitondra sy mpanapaka satria manankarena izy ka mahavita tena, tsy miankin-doha amin’ny hafa. Noho izany, dia manana fananana betsaka izy ka mendrika ho azy ihany koa ny manana mpanompo betsaka... |
Ampitiavana |
Lavo ny mpamosavy lambo ny katoke! Ariako ny falitse? Ariako atinana any? Tsy aria atinana any tsy hamono mpisoro ariako aia ny falitse? Arian’aia atimo any, tsy hamono mpamboly arian’aia ny falitse? Arian’avaratse any? Tsy arian’avaratse any tsy hamono mpandeha arian’aia ny falitse? Arian’ahandrefa any? Ahandrefandref... |
Raha sitrakao ry raiko , i. F. Tak 53 82 i. F tak 92 |
Introduction 1 premiere partie description de la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy et notions theoriques mises en uvre 3 chapitre 1 presentation de la tpflm 3 section 1 la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy 3 1.1-identité de la tpflm 3 1.2-historique 5 1.3- vocation de la tpflm 6 section 2 st... |
Ao amin’ny fizarana fahadimy tononkalo sy lahatsoratra tsotra no ao. Mitovy amin’izay hita ao amin’ny fizarana rehetra ihany ny fomba nanolorana azy. Fa raha ny hevitra fonosiny momba ny tolona , dia mandravona izay voalaza tany amin’ireo fizarana teo aloha. Ny fanontaniana moa dia mitarika ny mpianatra hatrany hisaina... |
Du mariage |
Satria tiako ianao i. F. Tak 20 |
Manitrikitrika ny toetry ny vovo ny mpanoratra eto, ka mamerimberina ny teny hoe vovo eny an-doham-pehezanteny. Io teny io no mitana ny anjara asa lazaina ao amin ny fehezanteny satria izy no teny iompanan ny resaka tiana hambara. Ny fandefasana ny lazaina any aloha, dia midika ho fanasongadinana azy. |
Ny nentin-drazana no maneho |
Manavaka azy ny ahitana andalana 6 |
Endrika ankapoben’ny tantara nofintinina 4 daty loha teny mpandray anjara toerana nisehoany tara-kevitra lehibe |
Ny ao mangatany kosa noho ny maha eo an-toerana ny renim- pianakaviana dia izy ireo no manao ny asa aman-draharaha ao an-tonkantrano toy ny fanadiovana sns hany ka toa hita ho madio avokoa ny manodidina. Fanampin’izany dia hita fa liana amin’ny fandrosoana hafa ivelan’ny toe-karena ihany koa izy ireo, porofon’izany ny ... |
Tak 20 saingy tsinjon i nenitoa fa mety hanao kambana aho, angamba. |
Harold d. Lass well, power and personnality, 1948. 22. Jean benjamin a. T, ny zetra sy ny fiarahamonina sihanaka ao anororo amparafaravola, mémoire de maitrise, d. L. M oniversiten’antananarivo, 2011. 23. Levi-strauss claude, 1962, le totémisme aujourd’hui, paris plon, 1962. 24. Lap2t, ensemble pour l’etude du comporte... |
Robert escarpit, op cit, tak 46 tout fait de littérature pose donc le problème de financement de l’écrivain en tant qu’homme, distinct du problème du financement de la publication, dont il sera question plus loin. 19-ibid, tak 46-47 ce problème est vieux comme le monde il est proverbial de dire que la littérature ne no... |
Natao tao an- dakilasy. |
Fa andeha mba hasian-teny ny fomba namoahany ireny asa sorany ireny. |
Totaliny 42 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.