text
stringlengths
10
11k
Miara mizotra 30
Riviere c , socio-anthropologie des religions, editions armand colin, paris, 1997, p.82 des rites de forme relativement semblables peuvent viser différentes finalités demande de pluie, de fécondité 72 riviere c , socio-anthropologie des religions, editions armand colin, paris, 1997, p.86 ils renforcent des liens, canal...
Moscovici serge, 1992, la psychologie sociale 98p 14. O’ reilly marie,1990, communiquer avec son auditoire traduit et adapté par christiane et david elli. Les éditoires d’organisation. 124p 15. Prieur b , 1989, les techniques de communication in la psychologie paysanne et les techniques de vulgarisation antananarivo mi...
Ny asa iarahan’ny samy mpianatra
Ny zava-kendreny sy ny hevitra fonosiny .
Rafitra napetraka ny sosialisma nitsoka eran-tany ny firehan-kevitra politika izay nirona tamin’ny fitadiavana ny tombontsoan’ny sarangan’olona mahantra. Nanaraka izany ny revolisiona malagasy ny 16 jona 1975; tsy inona izany fa ny sosialisma. Tanjona tamin’izany ny fanomezana ny fitaovam-pamokarana hotantanin’ny dahol...
Raha saraka irery, ka tsy misy amborahana alahelo, dia ny zavaboaary no sakaiza akaiky indrindra azo iresahana teo amin’ny mpanoratra. Maro ny mpanoratra maka sakaiza ny zavaboaary rehefa tojo alahelo sy fahoriana. Alahelo tsy ambara havana, hono, zakan’ny tompony ihany. Kanefa iza moa no ho havana eo? Ny tena irery no...
Ny fomba filazan-javatra nanehoana ny fihaonan’i miaro sy i mamy. Raha fihaonana tsy hifampiresahana tokoa toa hafahafa ihany. Araka ilay fomba fiteny hoe sahobakaka mamangy rafozana, ny mpamangy mototra, ny vangiana mototra izany hoe samy tsy ahitan-teny fa mofandongilongy fotsiny. Tsy mba toy izany ny an-dry miaro vo...
Rahajarizafy s. J. , ohabolana malagasy , sava ranon’ando, p.5
En ce qui concerne l’ong salfa, il rencontre plusieurs problèmes tels que le problème d’insuffisance de localité on constate que tous les centres de salfa se trouvent en plein c ur du centre ville, alors que la majorité des paysans éloignés aux fins fonds des brousses ignorent encore la planification familiale.
Heloka bevava sy heloka tsotra atao amin’ny ankizy fakana ankeriny, fanafenana, famonoana zaza, fanolanana ankizy. Ho an’ireo mpanabe mametraka na mampametraka, mamela zaza amin’ny toerana mangina na tsia, sns heverina ho toy ny famonoana olona ny fametrahana na famelana mitarika fahafatesana.
Siantifika ny fomba fiasa ceres
Source salfa ambohibao, juin 2011
Nahita angano tokoa ny mponin’ambohijafy rehefa nampivady finoana ka ilay hasina maha olona narovany fatratra no voahosihosy tamin’ny alalan’ny fiarahan’ny zanak’olo-mirahavavy na ilay antsoina hoe kibo tsy omby. Hita araka izany fa ny soatoavina nentin’ny mpanoratra dia ny fanesorana ny finoan’ny malagasy ny razana mb...
Ankilany. Eo koa ny hoe miankina amin’ny anjara asan’ny lahateny ny endrika asehon’ny mpiteny amin’ny itenenany izany hoe arakaraky ny hevitra tiana havoitra ny fisehoana; ary farany dia mandray anjara lehibe eo amin’ny endrika isehoana ny fifanatrehana amin’ny itenenana. Zava-maro araka izany no mamaritra ny hoe endri...
La maison princière d’andramasina, 40p ; la démarche du caméléon à andramasina, 56 p ; de la forêt princière d’andramasina et de l’environnement. Le souci de l’environnement en milieu traditionnel, 45p ; encyclopaedia universalis, volume 5 , france s. A. 1968, 1105p;
Rmp nivoaka ho mpandresy hatrany i andry nandritra ny fifandonana tamin’ny andian-jiolahy notarihin’i tanassis. Namaranany ny asany ny fitaterana ny asa vitany tamin’ingahirainy, sy ny filazana ny tetika maty paika efa novolavolain’ireo jiolahy.
Ny nanombohany nanoratra
Araka ny hevitry ny mpandinika teratany ireto misy mpandinika vitsivitsy nanome ny heviny mikasika ny atao hoe tantara foronina hoy ratrema william raha nampianatra ny tantara foronina ny atao hoe tantara foronina , dia asa soratra maneho tantaram-piainan’olona na antokon’olona. Noforonin’ny mpanoratra avy amin’ny zava...
Miakatra ny andro dia mihandrohandro amin’iny lanitra mangan’ny ririnina iny koa ny nofiko tsy azoko fihinana fa misy eritreritra sarobidy izay, raki-tsoa toavina tena mampiray. Tanjontsika roa madio manganohano hoe atsy ho atsy hanorin-tokantrano !
Misy sarany ny fanatonana mpimasy. Mizara roa miavaka tsara izany. Andaniny, misy ny vanim-potoana tsotra dia manodidina ny 1.000ariary ka hatramin’ny 2.000ariary, ankilany, amin’ny fotoam-pifaliana toy ny fahan-jafy, ny famadihana dia eo amin’ny 5.000ariary ka hatramin’ny 6.000ariary. Marihina fa misy ny tompon-drahar...
Bavy ô ty zoky e! Nangina ny alin-dririnina, tsy namaly ahy koa ilay anabaviko 167
Ny hetsika manoloana ireo olana ara-tsôsialy
Zao no hira fahatelo fara-hira fehinteny moa tsy mendrika ny helo zay mamadika ny eny
Supra note n 95
Ny fandrindram-piterahana sy ny velarana ara-piarahamonina ananany.
Ny asa aman-draharaha nosahaniny. Taorian’ny fianarany i eric ravalisoa dia niditra avy hatrany teo amin’ny sehatry ny asa. Niasa tao amin’ny bankin’ny tantsaha mpamokatra na b. T. M izy. Rehefa nisintahan’ny fanjakana anefa io banky io dia isan’ireo mpisa voaroaka izy satria mbola tsy feno dimy taona ny traikefany tao...
Lozako nama ka tena azafady, aza tsiny mihitsy fa raha misy tary, izay tsy mba mitsitsy ny teny navoakany no fanaratsiany anareo zoam ireny fahiny 97 benaina
Elanelana kely indrindra ao an- trano eny an- tokontany any alatrano
Ny voambolana fanabeazana dia avy amin’ny teny vahiny hoe education io teny vahiny education io dia niainga avy amin’ny teny latina educatio ; manome ny hoe ex-ducere. Ny ducere dia midika hoe mitondra, mitarika ary ny ex dia mitovy amin’ny hoe ivelan’ny. Raha atambatra izany dia manome hoe mitondra, na mitarika ivelan...
Bak am-po re, baka-pore la fourche de la mecanique de frein tnl baka qui a des pointes ecartees .
Tsy ny fandranitana adim-poko ihany no fomba nampisaraham-bazana ny mpiray firenena. Fomba nentina nanao izany ihany koa ny fanavakavaham-bolon- koditra.
Mankalaza anao
Andriamanitra, mpanjakan’ny mpanjakan’ny tany sy ny lanitra ilay fanahy miaiky farany madio no soratako eto hidera anao anio, fa ianao no lalana mazava ho an’izay maniry ny hivelona doria. Mandrakizay!
Kalokalo eto an-toerana
Baovao izay mitera-boka-tsoa. Ny fahaiza-miaina kosa no ahafahany mivelatra sy miserasera eo anivon’ny mpiara-belona rehetra. Izany hoe ny lafiny maha olona no iankinan’ny fandrosoana eo amin’ny sehatra rehetra hafa toy ny toekarena, fitondrana, sns. Araka ny efa nambara ombieny dia sehatra famolavolana ny maha olona n...
Zaza in-dry hatreto ivelany sy anatiny fihetsika, fisaina sy molotra bakora 15 fa vatana tanora mahafatifaty ny tsanganan-dry misarika tanora
Mdi literatiora ny teknikan’ny fanadihadiana lahatsoratra 1. Fikarohan-kevitra lh, fk, rh, zk , pk 2. Fand. Rindrana feno ny asa teny fampidirana, famelambelaran-kevitra, teny fam. Aranana ivid2 riba ny hasin’ny tanindrazana 1. Famaritana a ny tanindrazana b nyhasina 2. Ny hasin’ny tanindrazana ivid3 haiteny 1- rafi-te...
Fony mbola kely , no hamaritra ny mety ho toetra amam-pihetsiky ny olona rehefa lehibe izy. Ny fihetsiky ny ray aman-dreny araka izany, dia tsy toetra vao novolena akory, fa efa nentiny fahazaza. Mba hitandrovan’ny ray aman-dreny ny ho avin’ny taranany, dia mifarimbona amin’ny fikolokoloana ny zanany izy ireo. Ao amin’...
Kaominina rehefa vita izay dia niroso tamin’ny fiaraha-miasa niaraka tamin’ny mponina ny cecam tao anatin’izany no nijerena ny momba ny mpikambana ka nahitana ny sokajin’olona ao anatin’ny fikambanana sy ny fivoaran’ny mpikambana voajery tamin’izany koa ireo asa nandraisan’ireo mpikambana anjara dia teo amin’ny fanaova...
Conulte 26 01 2018
Asongadiny ao amin’io asakaroka izay ataony io ny maha zava-dehibe ny fitantanana sekoly.
Raki-boambolana
Ny ako 17 ôktôbra 2006
Tsy dia mampazoto ahy 1
Les avantages majeurs évoqués pour se connecter au réseau du service eau de la commune sont la proximité, l’aspect pratique de la collecte de l’eau, la disponibilité du service, le gain de temps et la potabilité de l’eau. D’après les enquêtes, des avantages liés à l’amélioration de l’approvisionnement en eau sont const...
Midika ho tsy fanekena ny fandrindrana avy amin’andriamanitra. Manaiky izy ireo fa sarotra ny fiainana, kanefa heveriny fa adidy napetrak’andriamanitra amin’ny olombelona izany famelomana ny zanaka sy ny taranaka izany ka raha fantany fa tsy ho vitany dia tsy nomeny velively. Hita fa samy manana ny fomba fiheverany ire...
Ny mpanoratra malaza
Tokony hanontany ireo tomponandraikitra ny amin’izay azo na tsy azo tanterahina ihany koa ny mponina mba hahafahany manavao izany. Esorina ireo fomba hita ho tsy mety na mamoafady, satria ireny no ananan’ny lalàna fahefana tsy tokony havela ho simba ihany koa ny faty vao alevina, mba tsy hanimba ny rivotra iainana eo a...
Mitaky fanananatalenta manokana ity dihy ity. Dihy ataon’ny lehilahy sy ny vehivavy miaraka ny randram-balo. Fitaovana ampiasaina amin’izany ny lamba izay azo soloana tady. Taloha, lamba no nampiasain’ny olona tamin’ity randram-balo ity. Ankehitriny kosa efa misy ny mampiasa tady randran-telo mirefy dimy metatra eo ho ...
Hofakafakaina misesy ireo a ny fanehoana fahamatorana miseho miharihary eto ny fahendren’ny razana. Fantany tsara fa ny fiainana ankehitriny no fanorenana ny ampitso rehetra. Tsinjon’ny mpanao lahabolana izany ka nanairany no olona hahatsapa ny hadisoana ary hanitsy azy ireo hizotra amin’ny tsaratsara kokoa. Asehony ao...
Indro atolotro, ry raiko, ’zany foko sy fanahy indro omeko anao lalaiko foiko ho anao hatrany raiso tompo fa omeko, raiso re raha sitrakao indro omeko anao lalaiko ho anao mandrakizay.
Ino maha jerijery anô beline e ? Jersey anô vôzetra nindôn’ny rôpilanina a ambo
Izany dia hamafisin’ny ohabolana 22 8 izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana , izany hoe samy handray ny vokatry ny nataony ny olona. Marihina anefa fa ankoatra ny finoana an’andriamanitra na zanahary dia anisan’ny fomba fisainana amam-piheveran’ny ntaolo ihany koa ny fanajana ireo loharano nipoirana, izay nitarika n...
Riba sy lohahevitra, ratrema william lovako, lala-rakotoson raolisoa julienne agnès takelaka voavaofy, siméon rajaona
Ahitana izany ity ampahana asa soratry ratsimba georges iray ity fe ti na o a ni o ry ne ny 10 ka hi so ka tra ny va va 8 mba ha no lo tra a mi n-te ny 9 vo ni nka zo sy a ra ha ba! 2009 na andalana antonony aza no ampiasain’ny mpanoratra eto, tsy mitovy ny halavan’ny andalana. Misy ny andalana misy vaninteny 10, misy ...
Tonga ihany aho lahy! Aleo adaboka eto am-pandriana aloha! Fo! Dia asiana akanjo! Dray ity izy! Sady mangana be!
Trano vita amin’ny hazo boribory madinika, mitafo bozaka na ravim-pontsy ary rindrina falafa. 177 fanadihadiana natao tamin’i noya, mpanjono monina ao ankiakabe, 54 taona.
Voasoratra, noho ny tsy fisian’ny fifaninanana firy intsony. Izany hoe, tsy ampy fanentanana ny mpanoratra tantara foronina ankehitriny. Tsy misy fanofanana mpanoratra raha tsiahivina, tao anatin’ny fanjanahan-tany, dia nisy ilay tsipy hevitra ho an’izay te hanoratra nataon-dry charles rajoelisolo ho an’ireo manan-tale...
Ny hoe piso , ao amin’ny v. A lah 34, no nilazany ny toetra ratsin’ireo olona sasany amin’ny fotoanan’ny fifidianana, dia ny fangalaram-bato mba hahatongavany eo amin’ny fitondrana. Ny anay tsy tafita! Ny piso lany!
Jacques lombart, introduction à l’ethnologie, paris, 1998, p 14
Hameline, les objectifs pédagogiques, esf, paris, 1979, tak 97 une finalité est une affirmation de principe à travers laquelle une société ou un groupe social identifie et véhicule ses valeurs. Elle fournit des lignes directrices à un système éducatif et des manières de dire aux discours sur l’éducation
Ny fihetsika dia mifandray amin’ny toetra ihany. Anisan’ny singa iray maneho ny mety ho toetran’ny ray aman-dreny ny fihetsiny. Izany no mahatonga azy hitandrina ny fandehany na ny famindrany. Soritana fa ny tantaram-piainan’ny olona iray manomboka hatrany amin’ny fahazazany, dia misy akony amin’ny taranany na amin’ny ...
Koto ovao ny resaka fa tss amin ny firy ny fanazaran-tenanareo?
Ny sampana fifohazana mpiandry ny fitoriana ny filazantsara na ny tenin’andriamanitra dia asan’ny fiangonana sy ny isampana izay miorina ao aminy. Ny sampana fifohazana dia mampijoro izany ho voalohan-draharahany ika ny fampaherezana ny olona manontolo saina, vatana, fanahy no tena imasoany. Tsy dia toy ireo sampana iz...
Sary 2 ny ala mikitroka mampiavaka ny vohitr’i monastère
Raha saika nirona tamin’ny famoizam-po, ny fahadisom-panantenana na ny alahelo vokatry ny fandaozan’ny olon-tiana ny literatiora nisy teo aloha, ny literatiora ankehitriny izay ventesin’ny ato amin’ny faribolana sandratra kosa, dia mifanohitra amin’izany. Hambom-po aza no asetry ireo tsy tia na nandao. Ny fandaozan’ny ...
Eo amin’ny tontolon’ny soratra dia mpamaky aloha vao lasa mpanoratra. Izany hoe tsy maintsy manana boky nankafizina ny mpamaky. Ny endrika ivelany sy ny hevitra fonosin’io asa soratr’io mpanoratra io dia tsy handalo fotsiny eo amin’ny mpamaky fa tsy maintsy mamela dindo aminy. Ho an’ny mpamaky lasa mpanoratra dia ahita...
Ny fijoroan’ny technicien terroir manampy ireo tekinisianin’ny ta. Fa ireo amin’ny asa fanentanana ny technicien terroir mifandray akaiky amin’ny tantsaha izy araka ny efa hita teo aloha ary mitaona azy ireo mba hivondrona anaty fikambanana. Afaka namory ny tantsaha namany izy mba hamantarana izay hevitr’izy ireo, amin...
Izay ny mombamomba ny fomba filazan-javatra nentina nanehoana ny fahalalana sy fahendrena, fa ankehitriny kosa dia hijery ny parallélisme sy ny fitenenana.
Ny fiangonana ôrtôdôksa ankehitriny
Mahefa hano àry ny hanina, dia andao hangorona entana e! Voatery mandefitra kely ny fianaranao ry fitia izao tolaka andro izao, aleo aloha tsinjovina ny ho avy, toy izay tsindrian’ny olona hazo lena lava eny. Fitia tsy maninona indray aloha ny amin’iny ry mahefa a! Izaho angamba tonga dia hanamboatra ny entako, fa tsy ...
Procedure penalc
Tolo-kevitra ho an’ny ray aman-dreny
Dadafara zily daly
Ny tolom-pahafahan’ireo mahery fo
Mbola manamafy io fitiavana tsy lefy io ihany ny nanoratany ilay tononkalo. Embona an’i dada tsapa tokoa eto fa toa vao mainka miha-mafonja ilay fahatsiarovana na dia efa nisaraka tamin-drainy efa-taona aza ny eja embona an’i dada dia nanembona ny lasa sy misento ka tomany ity tononkalo dia mikasa fahatsiarovana ihany.
Ny rima mifanjohy dia ahitana ny andalana voalohany sy ny andalana faharoa miady rima. Ary ny andalana fahatelo sy ny andalana fahefatra miady rima. Nampiasain’ny mpanoratra ny rima mifanjohy mba hanehoany ny fifandraisan’ny fo sy ny fitiavana; ny fihetsika sy ny toetry ny olona.
Tiako ianao toa fitia taratr andro an-kamory, ka mandrendrika ny foko, tsy hanahy, ho reno-tory. Ary sitrako indrindra. Ianao no mbola ho ahy rahatrizay ka vovoka aho, ary hiverina fanahy! Salohy
Ny feon’olona telo na mihoatra
Ny teniny mantsy fony izay vao tany tenim-pitiavana sitrako loatra ny tiako ny teniny ka tena mamy ny foko avy koa no tonga sendoatra
Mention usages, savoirs et competences en contexte multilingue parcours formation d’enseignants memoire de fin d’etudes pour l’obtention du diplôme de master en sciences de l’education
Ravelojaona, ny mpanolo-tsaina, n 19, juillet 1908.
Aferon-tany natao odin-kohaka kanjo kofon’ny tsiambaratelo ka mangidy hatramin’ny aferon’ny tany.
Na inona eto an-tany harena sarobidy irina ho eo an-tanana dia maivan-danja ihany tsy ilaiko noho ny zanako! Io no fanomezana lafatra indrindra tsy takatry ny saiko fa rà avy amin’ny aiko nofo avy amin’ny nofoko nomena ho solofoko, narindra ho ankohonako porofom-pahavelomako! Fa ràko no miampita mikoriana anatiny any m...
Rabary, ny ohabolana malagasy , in ny mpandinika n 24, 9 mai 1924.
Ny fizotry ny tantara tarafina amin’ny mpandray anjara asa na actant
Mbola manosika ny saina handalina koa ny ka 1 tak. 145 amin’ny hoe ohatra kitapo nifonosana, nitondra folo volana an-kibo
Fnuap fonds des nations unies pour la population à
Tsy nitsahatra aho niteny fa tokony hojerena akaiky ny fitsimbinana vahoaka izay tena nampiaiky fa dia nikolay tokoa tamin’ireo karazan-didy momba ny asa fanompoana nitondrany ny mangidy !
Dia nisaraka teo izy roa. Ry tanora, ilaina ny fandrosoana fa ilàna fandanjalanjana daholo izay atao rehetra. Tsarovy koa ilay filamatra hoe andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko.
Callet, tantara ny andriana eto madagasikara, toko xviii, tak 1008- 1017
Lanjany kokoa ny teny hoe ny fotsy sy ny maitso volo mitaha amin’ny hoe ny rehetra tsy an-kanavaka kanto ny filazan-javatra, sady manintona ny sain’ny rehetra hiezaka hanongotra ifakany ny tsy fisiana. Mamoha ny fomba fiteny fampiasan’ny ntaolo koa ny hoe ny fotsy sy ny maitso volo anisan’ny mitahiry ny tenin-drazana t...
Manasa re lahy, manasa! Manasa hiara-mihinana sendra masaka tsy diso rasa, ka ny vonona, avia iombonana!
Ny taranja sy ny karazan’ asa nampanaovina ny mpianatra tsy ny taranja rehetra izay efa samy namokaran’ny mpianatra asa an- tsoratra akory no nodinihinay fa izay tena nifandraika tamin’ny asa fikarohana nataonay ihany, toy ireo taranja literera, indrindra ireo mampamokatra lahateny enti-maneho ny fahafehezana ny teny. ...
Ve hanadino ny akany nahafoizana inao re ravorona de nitonantonana any an-tanin’olona ?
Hananan’ny mpianatra
Przesmycki 1994 ; p21 indray dia namaritra fa 43 lasitra afaka miovaova araka izay mahamora ny fianaran’ny mpianatra sy ny fahasamihafany mba hahafanana mampiasa ny fomba fianarana manokana. Raha ireo voalaza ireo izany no jerena, ny pedagojia miovaova araka ny zava-misy dia manome lanja ny fahasamihafana misy eo amin’...
Asan’ny mpampianatra asan’ny mpianatra fanontaniana valiny
Pimaso pipimaso mamipimaso