text stringlengths 10 11k |
|---|
Asa azo tanterahina famenoan’ny sokajy ny fafana na lambanana midi-droa amin’ny vokatry ny fikarohana ny zava-misy fandinihana ny endriky ny literatiora sy ny hevitra fonosiny. Fandinihana sy fanadihadiana ilay asa literera arahina famenoana ny fafana. Fampitahana izay vao vita sy ny voarakitry ny fafana tamin’ny vanim... |
Ny lalamben’ny ditra feon’ny eritreritra tsy mamakafaka, manentsina tadigny, manintsana baràka! 15 dia ao ianao fa petsa mihitsoka amin’ny maizina, voageja tsy afa-patotry ny ota tsy azo laizina, toa toho |
Ny fahefana amam- pitondrana -famaritana -ny loharanony -ny endrika isehoany -andram-pamaritana ny mpitondra -ny tanora sy ny avara-pia narana ary fahefana amam- pitondrana -famaritana ny fiarahamonina ny fahefana ny fitondrana ny fanjakana -ny endri-pitondrana fahafoko faha mpanjaka faha fanjanahantany fitondrana rapô... |
Langage, les gros mots, 2 édition , presses universitaires de france. Paris, 1976,128 t. Jakobson, roman |
Sada mena mipentina menamena fa r aha mipentina fotsifotsy kosa dia azo atao ihany indraindray rehefa tena tsy mahita |
Ny olana sy andram-bahaolana amin’ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny ambaratonga faharoa dingana faharoa tarafina ao amin’ny kilasy famaranan’ny lisea nanisana sy tsiroanomandidy |
Araka io hita io, dia ny fiangonana katôlika no tena betsaka indrindra ato amin’ny kaominina. Manaraka azy ny fiangonana fjkm sy ny flm 32. Araka izany, dia mahazo laka ny fiangonana zokiny ato amin’ny kaominina raha mitaha amin’ireo fiangonana zandriny izay lazaintsika ihany koa hoe ’’secte’’ ary raha samy eo amin’ny ... |
Ny tany lemaka matetika dia manome tany tsara ho an’ny olona toeram- pambolena mana-karena. Tsy mahagaga raha mifarombaka ho eny ny olona ireny no toerana be mponina indrindra. |
Mitsinjara ho faritra 22 i madagasikara saingy ny faritra itasy |
Tany tomany no hitako androany havandra matevina tsy misy ohatr’izany mivaingana fotsy ny ra tao am-pony orana tsotra tsy hitany intsony. 98 milaza ny fitarainan’ny tany vokatry ny hetraketraky ny olombelona, ireo andinin-tononkalo roa ireo. Tany tomany midradradradra tsy misy ohatr’izany , hoy izy. |
Tahaka ireo mpanoratra indray nihira taminy dia nankafy manokana ny re izay ahitana olana i pierre nord. Santionany amin’izany ilay tantara malaza mitondra ny lohateny hoe ilay saron-tava na le masque izay navoakan’ny famoaham-boky champs elysées. |
Fanampin’ireo voalaza ireo, ny taranja malagasy ihany koa dia mitondra fampandrosoana. Araka ny voalaza teo aloha, ny taranja malagasy dia mirakitra ny teny sy kolon-tsaina. Ireo zavatra roa ireo anefa dia samy mitondra fampandrosoana avokoa. |
Nanjary serafima ilay ondrindranonao 15- ny hiran-kerobima mitsena azy izao |
Mampiasa ny andalana lava kosa ny mpanoratra, rehefa mitondra famakafakana toe-javatra. Izany hoe, manavanana ny mpanoratra kokoa ny andalana lava rehefa ny saina no omeny lanja amin’ny famoronany asa soratra. Taratra izany, ohatra amin’ity tononkalon’i miara nampitondrainy ny lohateny hoe ny isan-jaza ity. Raha tsiahi... |
Izay miaiky ny hadisoana, dia tsy maintsy voavela, ka hodiana tsy hotsaroana, izay vita hatramin’ny ela. |
Ho anareo marenina mody fanina |
Miankina amin ny fototeny tsirairay ny fiovam-peo rehefa tovanana -ina na -ana. Ato amin ity tranga ity dia miitatra na miampy ny renifeo ao anaty fototeny rehefa tovanana. Efa fantatra mialoha izany renifeo na zanapeo sy renifeo anampiana ny fototeny izany amin ny fototeny malagasy. Ireto avy izany fanatsaram-peo v-; ... |
Ny fahalalana anananrny mpanoratra 32 tsara raha manana fahaizana manokana momba ny taranja hamolavolany boky ny mpanoratra. Mila manana fahalalana betsaka sy ampy izy mba hahazoany mifehy ny fanoratana ny boky. Tsy |
Andriam-bavan’olo heviny iharan’ny alahelon’ny hafa. Ho an’ny olona manao tsinontsinona ny zavatra ratsy andraràna azy ka ny ataony ihany no ataony. |
Dans le présent travail de recherche, la notion de l’éducation a été privilégiée. La biographie de l’auteur est d’abord présentée irako ammi en tant que simple citoyen et en tant qu’écrivain. Ce dernier a reçu une éducation très chrétienne et a écrit plusieurs uvres dont, principalement, des poémes. |
Oniversiten’antananarivo toeram -pampianarana ambony momba ny haisoratra sy ny siantsa mikasika ny fiainan’ny olombelona sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy rantsam-piofanana fifandraisana |
Grande importance revtot avp revtot app 754674 1178336 -4,75 54 ,000 |
Lisitry ny sarintany |
Ry mpanabe malala tsy atoro ianao fa mahalala hoy ’reo mpianatra mafy ady miangavy sy mandadilady! 215 mbola maneho ny olana eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ihany i miara eto oio! Ndeha hianatra izahay oio! Fa bado tsy mahay, oio ny saina mbola tsy ao oio! Korontan-dava izao! |
Fitiavan-tanindrazana |
Ohatra, ny fandehanana ambony tady averimberin ny mpanan-talenta ny fomba fametrahana tongotra sy ny fiarovana ny vatana tsy hianjera. Miakatra ny tady izy, avy eo manao ny andrana voalohany ka ny mpianatra rehetra mijery izay ataony. Rehefa vita ny andrana ataony dia mamerimberina ireo mpianatra ary tsy mijanona raha ... |
Ny lovako t12 no hanombohana azy, manaraka ny fary mamy, t.12 ; ary farany ny lagarde et michard, taon-jato faha-19. |
Araka ny tantaran’ny toerana voalaza tetsy ambony, azo ambara fa teo mahamasina no niatombohan’ny fanajariana ny faritra iva teto antananarivo raha toa ka ireo vohitra sy toerana avo hatrany no nanorenana tanàna fahiny. Ilany andrefan’ny vohitr’analamanga no iorenan’ny tanànan’i mahamasina. Ao anaty kolontsaina malagas... |
Tantaratantara, hjn andrianasolo, antananarivo, 218 tak. |
Loharano mahefanirina ando, marsa 2015 |
Tsy kisendrasendra akory noho izany ny fampiasana ireny sora-baventy ireny fa mariky ny fahaiza-misafidy sy mampiasa ny voambolana mba hamokarana ny kanto. Natao hanantitranterana na hanasongadinana zavatra na toe-javatra iray izy ireny. |
Fantatra tamin’ny alalan’ny fanadihadiana natao tamin’ny tantsaha fa misy amin’izy ireny no lasampikambana vokatry ny fanentanana natao taminy. Misy koa ireo izay tsy mba rototra tamin’izany ka mijanona ho tantsaha tsotra ary mampihatra ny fomba fihariana nahazatra azy. Ao indray ireo izay niditra ho mpikambana vokatry... |
Maningana amin’izany ny fototeny lavitra, lingitra ary pololotra izay ahitana fanova roa r sy t eo amin’ny endrika am-panovanana. Raha io lalàna voalaza eo ambony io no ampiharina amin’ireto fototeny ireto, azo lazaina fa ara-dalàna ny fisehoan’ny fanova r ao amin’ny fototeny mitovana eo amin’izy ireo raha tsy ara-dalà... |
Vidin’ny akoho vao foy |
Toe-javatra mifamatotra amin’ity tranga ity ihany no aroso manaraka eto. Tsy inona izany fa ny faharetan’ny ora anovana ny taranja malagasy isan- kerinandro. |
Maro karazana ny tahirin-kevitra, miankina indrindra amin’ny anjara asany izany andaniny, ireo tahirin-kevitra fototra, izay tsy natao hitondra fanazavana fotsiny, fa enti-manohana sy mandalina indrindra indrindra ny lohahevitra izay hadihadiana. Izany hoe, io tahirin-kevitra io no miantoka tanteraka ny fahalalana atol... |
Amboaran- dahateny boky faharoa |
Fampatsiahivana ny zava-bita tany aloha no tena ambaran’ity tononkira ity. Miseho amin’ny endrika fanontaniana no ohatra eto saingy fanontaniana tsy miandry valiny fa natao ampiheritreretana ilay olon-tiany mba handresendahatra azy hiverina indray. Heverina fa fahatsiarovana ny lasa no mampifoha ka mamelona indray ny f... |
Rehefa matahotra an’i jehovah ny olona iray sady mankato ny didiny no sady mino ny fisiany ary mino fa izy no namorona izao tontolo izao, ka mangataka ny fitahiana sy ny fiarovana aminy, dia izy no hiaro. Eo anatrehan’izany dia ho voaaro amin’ny loza maro samihafa izay miankina aminy ka tsy hanan-tahotra. Hoy ny ohabol... |
Lisitry ny kisary |
Hoy ny olona rehetra izay midera anao tokoa |
Rehefa fantatr’ilay mpiteny i solomona fa tafita ny hafatra tamin’iny, dia nisafidy anoharana hafa indray izy. |
Sary 1 ny tanànan’ambodivoara 26 sary 2 ny reniranon’i tsimalahy 29 sary 3 ny tsangambaton-drabezavana 30 sary 4 ny fasan’andriamanarakanaka. 46 sary 5 ny zafikely miasa 63 sary 6 ny fanafody nampiasaina. 74 sary 7 ny joro. 78 sary 8 ny zafikely misakafo. 84 |
Fehiny hita tato amin’ity fizarana lehibe faharoa ity ireo tara-kevitra novoizin’i harioley tao amin’ny asa sorany. |
Ny mpifankatia no mifampisakambina niainan’ ny eja izany eto ka nahatonga azy haneho izany hatrany amin’ny asa sorany. |
Hitako eny ianao |
Raha zohina ny tantara dia midika ho fandresen’ny foto-kevitr’i lala ny faneken’i lisy hampifangaro ny zavatry ny nofo sy ny zavatry ny fanahy. Midika izany fa raha misy tsy fitovian-kevitra na finoana tsy mitovy araka ny ilazan’ny mpanoratra azy, eo amin’ny mpifankatia, dia ny fandresena na ny fampandresena ny foto-ke... |
Dikan-teny araka ny nambaran’i tardif, 1992 l’enseignant c’est celui d’offrir à l’élève un modèle p. 308 48dikan-teny araka ny nambaran’i reboul, 1984 enseigner, ce n’est ni inculquer ni transmettre, c’est faire apprendre ; c’est provoquer les pouvoirs latents et porter à la conscience les concepts que chacun porte en ... |
Sarobidy ny fianarana, antoky ny fiainana any hevitra. |
En matière d anthropologie, l homme et les croyances sont intimement liés voire inséparables. Il existe diverses religions ou des cérémonies cultuelles dans le monde mais la culte des ancêtres, basée sur les relations avec l environnement et l écologie occupe une place prépondérante dans la société. La présente mémoire... |
Ny fomba filazan-javatra sy ny fanabeazana ao amin’ny ohabolana 10-29 nosoratan’i solomona ao amin’ny baiboly protestanta |
Iii fantsona fandehanan ny rano maloto 150 halavany 0,60 sakany |
Olana eo amin’ny tsy fahafantaran’ny mpanentanana ny mombamomba ny olona iresahany 22-23-24 |
Fampandraisana anjara amin’ny fanapahan- kevitra mikasika ny fitantanana ny rano |
Mifalia, mivavaha, jeso no arontsika, manaraha ny teniny, fa hovonjeny isika; , tano izy , hahazoana aina. |
Ny fitiava ko anao ny fitiava nao ahy notsongaiko ianao tao anatin ’ ny alinalina |
Vonona hiara-hizaka ny mafy aminao aho raha manaiky ny hifampizara fitiavana amiko ianao. 31 hainao moa ilay fomba fiteny hoe miaraha ory amin’izay ory? Efa niarak’ory taminao aho ka asa ianao na mba afaka hiara-paly amin’ny fitiavako ihany koa? |
Hoy koa andrianary ratianarivo ao amin’ny ny foko dia vata mihidy ny foko dia vata mihidy, mirakitra ilay nofinidy, tsy homby fitia hafa intsony, fa efa sahaza ny fony. |
Op. Cit, riviere c , 1997, p.11 elle l’anthropologie religieuse s’est focalisée sur des sociétés de petite dimension, peu lettrés, et parfois archa ques dans lesquels sont souvent mélées le tribal et le religieux |
Rado efa miresaka izany ihany ianao ry sendra dia tohizako a! Avelao aho hijanona amin’ny asako dia hikarakara ny zazakely ato an-trano sy ny raharaha rehetra ato, fa tsy tantiko mihitsy izao ka! |
Easy! Aoka raha tsy tianareo. Tsy hitsangana hatao veloma ao intsony aho e! |
Famaritana ankapobeny momba ny literatiora |
Présenté par razafimahatratra dina fanjandriana |
Tsy ny tsara ihany no asehon’ ny elanelam-panahy fa eo ihany koa ireo lafin-javatra ratsy amin’ny toetran’ny roa tonta. Izany dia ampivoarana ny toetran’izy ireo ary koa tsy hireharehany be loatra. |
Montessori m , de l’enfant à l’adolescent 4e éditions, 25e mille, desclée de brower, 1958, 166 tak |
Avy amin’io ohatra vahiny io no nahafahany namaritra ny fisian’ny karazana asa roa azo avy amin’ny teny l’acte secondaire et l’acte primaire. Io karazany voalohany io no mifanandrify amin’ilay antsoina hoe heviny ara-bakiteny. Ny karazany faharoa kosa no antsoina hoe heviny ankolaka. Ny hevitra ankolaka ao amin’io fano... |
Ny fomba hitondrana ny lesona mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampianarana ny paikady enti- mampita ny fahalalana amin’ny mpianatra. Mampifantoka sy manamora ny fahazoana ny fisian’ny paikady mahomby. Zava-dehibe ny fampifanarahana izany amin’ny toetran’ny mpianatra. Hoy i de montmollin tsy maintsy ampifanahina... |
Ry andriamanitra tsitoha, ray hatramin’ny taloha mivavaka aminao ’zahay ho an’ny nosin-drazanay! . |
Ny hafatra ampitaina message mety hiseho amin’ny endrika maro teny, fihetsika, sary miditra an-tsehatra ao ny zavatra tiana hampitaina. Ilaina ny fampiasana ny famantarana fitsipika code eo amin’ny fampitan-kafatra. |
H3 talata alakamisy zoma lesona z. K, p. K fampiharana |
Fahatelo indray dia izao manaraka izao ny tokony hamitana tsara izao rehetra izao aleo tsy manao mihitsy toy izay manao ratsy hotananay am-po izany, horaiketinay ho vatsy |
Tsy tiako ny mahita an’i niny mitomany. Tsy tiako koa ny endrik’i dada kivy sy reraka. Tsy tiako mihitsy rehefa miady ny ray aman-dreniko. Ary tsy tiako indrindra ny fahatezerako amin’i dada |
Ireo gazety efatra iasana amin’ity asa fikarohana ity dia a ny lakroan’i madagasikara, mampiasa ny mainty fotsy miampy manga b ny tribune madagascar, mampiasa mainty fotsy miampy mena d ny telonohorefy, mampiasa mainty fotsy e ny gazetiko dia manampy manga |
Sary 6 ny ceg ao antanetibe mahazaza |
Salan isa antonony tokony ho azon izy ireo 69 n ny mpianatra no nahazo isa latsaky ny 10 . |
Misy ifandraisany amin’izay fahitan-dratany ny fiainana amin’ny ankapobeny; izany ihany koa ny hevitr’i eliza freda. Ambarany fa sari-volana ny fiainana , ka mety ho tojo fenomanana ary mety ho sedra ny maizim-bolana tsy ahita-mitsinjo ihany koa. |
Vaki nareo vakinareo |
Ohatra ihany koa ny eo amin ny fampianaran-janaka. Somary tara ireo mponina avy any amin ny faritra raha ny fampianaran-janaka no resahina. Rehefa tonga teto anefa izy ireo dia niezaka mafy dia mafy tokoa tamin izay fampianaran- janaka izay, noho ny fahitana ny fivoaran ny fampianarana eto an-drenivohitra. Araka izany,... |
Maevatanàna, manerinerina, garafantsy, ambohidratrimo, lisea gallieni andohalo, tsaralalàna, tranon ny gadralava tao marovoay, ny lalam-by, ny fitotoam-bary c. A. I. M, anosifisaka, berivotra, betsiboka, ny fiangonana katôlika tao mojanga, amborovy, mahabibo, zaridainan ny fitiavana tao mojanga, toamasina mandravaka ny... |
Ireto kosa indray ny loharano misy ao aminn’ny kaominina loharanon’ankovorondolo, loharanon’andrafiamena , ary ny loharanon’ambalamaivanaty . |
Ve ireo maso izay miangoty, mipitrapitra no mandika izay ao am-po ka satria na hibanjina eo tsy hiala may i lai a ? |
Ireo lahatsoratra tohan- kevitra azo lazaina fa mifototra amin’ny toe- javatra efa re na efa fantatry ny mpianatra ny voalazan’ ireo lahatsoratra samihafa ao amin’ny boky. Sady manamafy no mampitombo ny fahalalany izany. Ireto lafin- javatra efatra ireto no hovelabelarina momba ireo lahatsoratra ireo ny karazany, ny mp... |
Mpitarika ramatoa razanabahiny victorine, maitre de conférences. |
And. 12 ry fanahiko variana, sasatsasatra tomany a ka mivetso itony tsiahy hiampita lavitr any a o! Ny antsonao, ry foko tsy hitombina eto akory, b fa hamoha ny vavahady lavitra ny sorisory. B |
Comenius in laforge. 1972 p. 20 8 hjelmselv l. , prolegona to a theory of language, in mackey w. F , principes de didactique analytique tak.6 |
Rado mandinika aloha vao miteny sy manao zavatra. Nandre ny notantarain’ny nenitoany sy ny rainy aho. Tsy mpivaro-tena sy ratsy fitondran-tena ny renin’i |
Olombelona iray avokoa, olombelona manana zo, ka raha velona tsy hifanasoa, dia tsara raha maty ho lo. |
Rehefa tonga teto an-tany ny tompo |
Fanoritsoritan’ilay tovovavy an’ilay tovolahy malalany. |
Ny literatiora faharetany ora 34 tanjona ankapobeny mpianatra afaka mitia sy mikolo ny haren-tsaina malagasy ; manatsara kokoa ny famaritana ny antsoina hoe literatiora sy ny kanto ; mamolaka ny fahaiza-mikirakira sy manatsoaka hevitra avy amin’ny literatiora nodinihiny ; manazatra tena sy mankamamy vaky boky mba hanab... |
Naivokely be karenjy dia malaza mpivenjivenjy tsy manan-draha atao afa-tsy ny milalao na koa mandeha mitety tsena, mizaha izay rehetra ilainy dia mitsaika entan’olona na mihantsy fokonolona |
Fiangonana noely |
Tsoahy dia avaho avy amin’ireto tenin’ny mpandinika ireto ireo antoka sy sakana eo amin’ny fifandraisan’ny samy olombelona. Fandravonana sy fanavahana. |
Fizarana faharoa |
Ny mpampinatra b kosa, dia manana fahazarana mametraka tanjona hotaratrarina, nefa tsy manombana ny mpianatra mihitsy amin’izay zavatra ampianariny afa-tsy amin’izay takin’ny sekoly ihany , toy ny fanomezana isa roa isa-telo volana. Hita eo amin’ny fafana koa, fa tsy mampandray anjara ny mpianatra mihitsy izy. Tokony t... |
Raha ireo antontanisa ireo no jerena dia tsy ahitana tonon-taona tena mangatsiaka na mafana tanteraka ny faritra ny maraina no mangatsiaka ary rehefa miposaka ny masoandro dia tamy ihany koa ny hafanana. 1.1.2. Ny lafiny tantara |
Mba hahitan’ny mpianatra ny valiny andrasana, dia tsy maintsy mandalo dingana roa izy ny dingana fikarohana sy ny dingana fahitana. Amin’izay fotoana izay, dia ny mpianatra ihany no manao izay fomba hahitany ny marina, fa ny mpampianatra kosa, dia mijanona ho mpitarika amin’ny alalan’ny fametrahana fanontaniana ihany. |
Ny filalaovana eo amin’ny andininy |
Raha bangoina dia hohalalinina toy ny singan-driba iray eo anivon’ny fiarahaminina ny finoana ka tsy manoritsoritra na mitanisa na manasokajy ny zavatra momba ny finoana fotsiny ny mpandalina fa ezahiny ny fanazavana ny fitoviana sy ny fiavahana amin’ny zava-miseho amin’ny finoana eran-tany ka tsy manao mizàna tsindria... |
Fitaovana mihitsy ireo valalabemandry. Antsoina hifidy dia mandeha, sarihina hitokona dia mety, tarihina hanohana dia manatanteraka. Avy eo, mivadika rehefa azo ny toerana. Ahilika ny madinika, esorina sao mahita ny tetika atao eo amin’ny fitondrana, fandrao mizara ny tombontsoa ka ho fantatr’olona ny hevi-petsy hanang... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.