text stringlengths 10 11k |
|---|
Loharanon-kevitra andriamatoa georges technicien ta. Fa zava-dehibe ny fifandimbiasan’ny voly, izany hoe, tsy maintsy mifandimby ny atao hoe céréales toy ny vary ohatra sy ny légumineuses toy ny soja, tsaramaso satria ny céréales dia ahazoana rakotra betsaka noho ny légumineuses saingy ito farany kosa dia afaka manatsa... |
Fanantenan’ny zanany fa mbola hahita azy |
Balsamo, ao amin’ny tantara nosoratany dia mitantara momba ny ady sy ny herisetra, ady izay nanomboka tamin’ny fikorontanan’ny taona 1789 46 tsy nampiasaina intsony tato amin’ity tantara ity ny teny hoe mpitily na espion sy ny fitsikilovana na espionnage tsy nisy intsony teto ny fitantarana momba ny fahaizana miady. Vo... |
Mametraka ny isan’ny takila; |
Tafaharon’ ny fitiavana, tonga fitahiana anay, fitahiana vao mafana ho amin’ ny taona ho avy indray! Ho avy indray ny fahasoavana hamonto izato trano bongo 15-trano bongo ateranao oroka sy tsongotsongo! |
Vava adaoro |
Harivariva an-tanin’olona ity akanga sara-namana; mivetso fa singan’olona mamindra ho azy izany tànasna. |
Possibilité d’accès à un enseignement primaire et secondaire le projet asa a changé les habitudes de ces progénitures sur le plan culturel. Les enfants issus du ménage encadré par l’asa ont accès sans exception à une scolarisation gratuite en enseignement primaire et secondaire. Comme tous les jeunes de leur âge, les p... |
Kisary faha 4 fifanahafana ao anatin’ny zana-peo sosona ue |
Ny tsy mahatsiaro tena, voavidiny, namboariny, no azony kolena hanototra ny rariny. Tsy olona ireny fa baingan-tany izao voabaikony hiteny ny sitrany hatao. V. A, tak.79 and 2 |
Marihana fa tsy nanome vanim-potoana voafaritra mazava ny wikipédia mahakasika io fahatongavan’ny omby tao amin’ny corne de l’afrique io. Ny fanadihadihana nataon’i lucien marie aimé rakotozafy, mahakasika ny vanim-potoana nahatongavan’ny omby teto madagasikara dia mamaritra io vanim-potoana io ho manodidina ny taonjat... |
Ny fahombiazan’ny asa fanentanana dia miankina amin’ny fahalalana ireto anton-javatra ireto zavatra mety hanohina ny fifandraisana tekinika fomba tsara hampiasaina hahafahana mampita hafatra. Ao anaty fifandraisana dia misy ireto fizarazarana ireto ny mpandefa hafatra émetteur ny mpandray hafatra récepteur |
Manokana sy ny teny fampidirana, dia natao ho amin’ny soratra rômana avokoa , izay tsapa fa mora vakina sy mora hita ny andininy sy ny fizarana |
Fitiavana anaty fandriampahalemana, tokony hiaro tena ami’ny aretina vih sida sy ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo mst . |
Ny lahatra amam-bintana nahoana no ifikirana ho hery fiankinana? Kanefa toa tsy misy izay fiainana mangirana |
Samy maneho ny hasarobidin’ny fotoana ireo boky roa ireo. Vidina lafo ny iray minitra, vola ny fotoana 152. Tsy tokony hohamaivanina mihitsy io fanajana fotoana io. Ny fanajana ny ora nifanomezana mantsy, na tamin’iza io, na tamin’iza, dia sady fanajana ny tena, no fanajana ny hafa ihany koa. Fanabeazana azon’iharilant... |
Iii-1-2-2- vokatra lalim-paka |
Tsy hohadinoina akory ianareo ry havan-tiana. Tsaroana manokana i dadabe rakotondrazafy ; mpitandrina nampianatra hivavaka sy hiafy ao koa i dadabe j. D rakotozafy mpampianatra tsy nitsahatra nikolo, tsy nitsahatra nananatra |
Fafana 38 ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny mpianatra tamin’ny lesona momba ny fanahy sy ny vintana. |
Hitaky ny marina t77 ny samboaravoaran’ny rano mandroatra a no mara tapohina, dia efa mitony; b |
Ny tovovavintsika ! Kanto amin’ny kanto harena soa mamelana anivon-tany hay |
Mpivady mpianadahy |
Ap année préparatoire |
Tsy diso tanteraka akory izany fiheveran’ny olona ny literatiora madinika izany. Ireto kosa anefa ny fiheveran’ny mpandinika sasany. Fiheverana izay manome lanja ny literatiora madinika sy manasongadina ny ilàna azy. Resy lahatra ny mpandinika fa tsy ampy ny fandalinana ny literatiora sangany iray hamantarana ny fiarah... |
Ry galy no nahavita izao, sa itena ry sakay, tena hianareo mihitsy ry |
Sekoly eo ambany fitantanan ny salezianina ao betafo antsirabe |
Ny fisian’ny peste porcine africaine na ramiletaka, izay nahazo ny faritra tahaka ireo faritra hafa rehetra eto antananarivo no anton’io fitotonganana goavana eo amin’ny antontan’isa io. Hatao sakafo no tena ilana ny hena kisoa. Ny fiompiana azy kosa dia sady fitahirizana no fampihodinam-bola ho an’ny tompony. Tsy misy... |
Logique horizontale logique verticale 1 indicateurs objectivement verifiables |
Tsy kasaina tsy ilaina tonga ho azy tonga tazo fanenenana hasorenana fanahiana olon-tiana |
Ary ity firaisan-kina tena mampiaiky volana 10-vahoaka be an’ alin- kisa miaraka mamaha ny olana no mientana mirindra toy ny olona ankiray! |
Maro ny lesona azon’ny tsirairay raisina hoentina hanatsarana ny fiainana. Ny famakafakana ity tantara ity dia nahalalana fa misy voka-dratsy maro ny fitiavan-tena sy fitiavam-boninahitra. Fototra manimba ny zanaka ny famehezana azy diso tafahoatra amin’ny tokony ho izy. Manimba ny zanaka ny tsy fampian’ny fifanakaloza... |
Hobiana 22 aprily 2002 12 mey 2002 |
Toy izao no hevitra raketin’ny riba raha aseho am-pafana tandindona ny hevitra raketiny atin’akoho natono nofidina manokana ny atin’akoho noho izy tandindona anehoana fa ny fifandraisana ao amin’ny fati-dra dia latsaka anaty fa tsy endrika ivelany, azo ialana. Tsoak’ahitra ny tsoak’ahitra moa dia ny solofo mitsimoka eo... |
Ny olona sy ny fiarakodia tak.104 ny mpamily sasany sy ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana tak.105 ny familiana fiarakodia sy ny fitandrovana ny aina tak.106 ny tokony hifanajan’ny mpitatitra sy ny mpanjifa amin’ireny fiara fitaterana iombonana ireny taxi be, taxi brousse tak.107 ny tokony hifanajan’ny rehetra ao anatin... |
Fihetseham-po tsy tana noho ny olana misy eo amin’ny fitiavana sy fahitana ny zavamisy eo amin’ny fiarahamonina. Raha eo amin’ny fitiavan-olon-droa, dia mibosesika tsy hay ajanona ny fihetseham-po rehefa mampiseho amin’ny olon-tiana ny fitiavany azy, hany ka toy izany fibosesiky ny teny aloaky ny vavany izany ohatra di... |
Tanjon’ny fanabeazana ny hamolavola ny maha olona amin’ny lafiny rehetra saina, vatana, moraly88. Mizara telo lehibe ny ao amin’ny akany fampianarana ankapobeny, fanofanana araka asa ary fitaizana ara-pinoana. Samy tsara avokoa izany raha jerena amin’ny ankapobeny. Tratra ny tanjona satria azo ny fanabeazana mandritra ... |
Famintinana ny tantara nirindra tsara ny tokantranon- drobena sy i nivo nandritra ny taona maromaro, na dia teo aza ny tsy fitiavan’ny ray aman-drenin’i nivo an- drobena. Taty aoriana anefa dia niova robena. Lasa mamo lava sy mpody alina izy. Tsy vitan’izany fa tena mamono mihitsy. Taty aoriana kelin’izay dia nampirafy... |
Hijoroana ao an-tokantrano. Hoy indrindra ny soratra masina efe 5 23 milaza hoe ’fa ny lahy no lohan’ny vavy tsy ekena ao amin’ny maha kristiana izany ny tokantrano tsy ara- dalàna tokantrano miorina amin’ny fitiavana tsy misy tanjona sy tsy nentina teo anatrehan’ny fanjakana sy tsy nohamasinina teo anatrehan’andriaman... |
Tanora mba niezaka, voadona ka mifezaka ! |
Ilain’ny fampandrosoana ny fandraisana zava-baovao avy any ivelany araka ny efa voalaza tetsy aloha. Tsy maintsy tandrovina koa anefa ny maha-izy ny tena araka ny torolalana nomen’ny unesco mikasika ny fanabeazana. Ahoana no ampifandrindrana izany lohahevitra toa mifanohitra izany ? Mialoha ny hamaliana izany, dia ndeh... |
Ny 118 dia ahitana anaram-bosotra. Omena solon’anarana hoe regila ny olona gila maso ny teny hoe regila dia azo avy amin’ny fanakambanan-teny re gila ny gila dia mpamari-toetra. Ny re ra- dia mpamaritra anarana. Fahita matetika amin’ny anaran’olona io mpamaritra anarana ra- io. Izany indrindra no ilazan’i regis rajemis... |
Departement de la formation initiale filiere lettres malgaches |
Manombana nefa tsy ho avy izany satan’ny taninareo. Ny fon’ny vahiny ato roy |
Eny iriko sady inoako r’ilay sakaizako tsy foiko ny ho eo ankaikinao na dia tsy ho izao dia izao |
Ireo fikambanana mpanoratra fotoana volamena ho an’ny mpanoratra malagasy ity vanim-potoana ity. Nahazo aina koa ny fikambanana nivondronan’izy ireo. Afaka nanao hetsika samihafa sy naneho ny maha izy azy avy ny isan’antokony. Ireo fikambanana ireo moa dia efa niorina hatrany amin’ny repoblika faharoa, saingy tsy afaka... |
Sary 5 solosaina fitaovana ampiasain’ny mpampiofana sy mpiofana |
Rajaonarivelo bina. Achevé de l’imprimerie sur les presse et de février 1957 l’imprimerie luthérienne. Antsahamanitra. Tananarive. Madagascar. 117 tak. |
Nadika ho azo lalaovina an-dampihazo |
Esoavelomandroso f. V 1981 différentes lectures de l’histoire quelques réflexions sur le vvs. Paris, imprimerie laboureur n 50. |
Le present travail porte principalement sur la façon dont ratsimba georges ecrit en tant que poète éducateur. Depuis son plus jeune âge, il voulait devenir un écrivain éducateur. Cela temoigne son action patriotique envers ses semblables. Il a proposé les techniques de l’éducation à des enfants, à des adolescents et à ... |
Rr raolison, opcit |
Saripika 3 tarika tatelo |
Fehiny ny fananganana ny fikambanan’ny tantsaha dia mitaky fametrahana dieny any am-piandohana ny elanelam-panahy mitsinjo fahafaha-manaon’ny tsirairay ary ny tombotsoa iombonan’ny be sy ny maro. Tsy ilaozan’ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny samy mpikambana, ilaina ny fifandresen-dahatra rehefa misy fivoriana fandrais... |
Raha tia antsika toy izany àry andriamanitra dia inona kosa no tokony havalintsika azy? Tsy mitady amintsika zavatra maro andriamanitra, fa ny |
Moa ve tsy ilay lehilahy ngeza roritina mateza tsy mpanivaiva zo aman’adidy raha marain- tsy hariva, hany ka tsy sasatra makatsaka ny lafatra. Ho famaliana rariny ny zanaka mikendry handova andro hendry? |
Fafana 7 ny tsiro hita ao anaty sokajiana sakafo |
Manonja filafila ny faniriana atosany, miangona ho trosany, hany heriko hampitana ity tsiambaratelo 10 maniraka avelo hisidina, hiainga hamoromporon-dainga. |
Fehiny ny hanina ampy sy mahasalama ny olona tsirairay dia miankina amin-javatra maro toy ny toe-tenany, ny sokajiny, ny asany, ny vanim-potoana ny vatan’olombelona mantsy, tsy midoboka toy ny vato fa miova ary mivoatra isan’andro ; koa arakaraka izay fivoarany izay no tokony hamatsiana hanina azy mba tsy hotailanina n... |
Mahazao izay ilaina, sakafo manana amby sao lasa fahavalo ka dia voatambitamby matavin-drotsirotsy tsy manam-panahiana izany ve no tanjona natao natao hitodiana? |
Ary hiantoka ny fahalavorariana toe-javatra ao anatin’ny fikambanana26. Mampihatra izany amin’ireo sokajin-taona voalaza etsy aloha ireo ny mamatonalina. Producteur-animateur ihany koa anefa izy; izany hoe, mpamokatra sy mpanatontosa fandaharana ary mpanentana amin’ny onjam-peo radio mifantoka hatrany amin’ireo tanora ... |
Olona tamy mihazakazaka sy mamoha varavarana |
Malala-drafitra ihany izy satria tsy dia misy rafitra maty paika fa ao ny miady rima, ao ny andininy tokana fotsiny ihany, ary ny vanin-teny ao aminy dia tsy mitovy tanteraka ny isany. |
Miofana mianatra |
The principal aim of this search is showing the difference between merina dialect and malagasy official. We want to also take share to the promotion of the malagasy dialect by the enriching of the linguistic documents. |
Fahasamihafany kely eo amin’ny antemoro sasany. Toy izao manaraka izao ny anaran’ny sokajim-pahefana na sokajin-tsaranga na sokajim-pizarana andraikitra ao amin’ny tanànan’andranovolo atsinanana na eo amin’ny lehilahy na eo amin’ny vehivavy. Na eo aza anefa ireo sokajim-pizarana andraikitra ireo ao andranovolo dia ny n... |
Pantchovsski, i. , introduction à la théologie morale, sofia, 1958, p. 325-326 la doctrine sociale fait partie de l’enseignement dogmatique, éthique et canonique de l’église orthodoxe. Du point de vue de l’éthique sociale de l’eglise orthodoxe, la communion avec dieu inclut la communion avec toute la création, avec nos... |
Michaud g , l’ uvre et ses techniques, librairie nizet, paris 1983, |
Dingana fahatelo ny famaranana ny fanandratana mpanjaka |
Finaritra ery izy roa kely, mba miara-mikorana sy misangy. Raha mba fantany mantsy, fa nisy maso nitsinjo hatrany ny diany! Nitohy hatrany ny fanontaniana. Voavaly avokoa ireny teto izy nilalao vovoka, hoy i noro nanomboka nampandady ny rantsan-tanany teo amin’ny lanton-tanan’ilay zazalahy. Teto izy nahandro vary, sady... |
Ohatra gazetiko lah.1737, tamin’ny 03.01.04 v. A. , t. 115 |
Teo vao nanazava ny fony ny firesahana tamin’i felana. Nampitony ny adin-tsaina ny fiombonany. Hoeti-manasongadina izany fihetseham-pon’i miaro vokatry ny fiombonam- pony tamin’i felana izany dia nampiasain’ny mpanoratra ny tamberin-drafi-pehezanteny. Nazava hatreo ny lalan-kombana ka hafaliana no nameno ny fo. Nampias... |
Te hifoha ny alina mahita anao mihandra mana tsy hirotsaka mijery anao mandohalika an-joro firarazana manandra-tonom-bavaka |
Eliza freda, harena ve , and.2, in vondrona ambara1, tak.45 249 eliza freda, bitsihiko aminao , and.1, in vondrona ambara1, tak.41 |
Nampiasa hafetsena ny mpanara-dia ny tatsimo na ny taranak’i rambo mba hahafahany mandrava sy maka ny fanjakana efa nijoro tao ikongo talohan’ny nahatongavany. Ny hafetsena nataony dia ny hoe andao isika hihavana fa tsy hiady koa, ary samy ho vonoina avokoa ny fanalolahy fa io no mampiady notanterahany tokoa ny an-dry ... |
Va tak 140 285 va tak 150 286 va tak 167 |
Maro ireo sarinteny miorina amin’ny tamberin-javatra ao amin’ny asa soratr’i faniry vatosoa. Ireny anefa dia samy manana ny anarany araka ny fisehony. |
Resume ce travail de memoire a été réalisé pour faire connaitre l’écrivain eric ravalisoa ainsi que son oeuvre fa velona indray qui fait l’objet de cette étude. Ce roman éduque et conscientise les lecteurs dont les jeunes futures mariés sont les premiers cibles. Le développement de soit ne repose seulement sur le savoi... |
Tokoi fampahafantarana ny lafiny jeogirafika sy tantara |
Misy karazana fifanarahana sy na fifanankalozana ara-barotra eo amin’ny orinasa roa tonta. Ny mpanohana ôfisialy dia manome bolongam-bola isam-bolana na mahasahana s. M iray. Ny takalon’izany kosa dia miditra ao amin’ny s. M ny vokany. |
Lalàna manan-kery ny hoe fongorina, ongotana ny mpitarika barofo, fa tsy marina ny hoe fitarihana korontana ny fitadiavana porofo! |
Izy raha tsaroana toa tsy hanafana akory ny aliko matory de ho bedibedy foana ny saina raha mangoraka tiana tsy hita hihoraka |
Sokajy u matetika ny anarana ao anatin’ny sokajy u- afaka mifamaly amin’ny endrika amin’ny maro dia milaza zavatra azo tsapain-tanana, zavatra tsy manana aina. Raha esorina ny tsirinteny u- dia azo ny endrika amin’ny maro. Ny endrika mifamaly eto dia u ka u- no manondro ny tokana ary no manondro ny maro. Ohatra ukuta k... |
Fandraisana andraikitra eoanivon’ny tanindrazana |
Fogacy,1983 la vive voix , payot, p 73 ; ’’ i vers la source de la lumière’’ 74 andrimasom-pokonolona ao faratsiho |
Riviere. Claude, introduction à l’anthropologie. Editions hachette, collection les fondamentaux fianarantsoa, 1997, 158p. |
Tritriva, distrika betafo, faritra vakinankaratra no lohatenin’ny asa fikarohana notanterahinay. Mialoha ny hirosoana amin’ny vontoatin’ny fikarohana nataonay dia andeha aloha hasian-teny ireto tebo-kevitra vitsivitsy ireto 0.3. Petrakolana ny fampandrosoana ny firenena dia anisan’ny olana saro-bahana eo amin’izao tont... |
Ny fomba filazan-javatra nanehoana ny lafiny fihariana |
Veleran-tany sy karazam-bokatra azo 25 n |
Motoculteur sy ny tracteur 20 araka ny resaka nifanaovana tamin’ingahy ravaelonjara |
Http wikipedia. Org wiki science de l’éducation |
Tsy ny famerenana ny fahalalana azo tamin’ny fampianarana ihany no notakina teto, fa nasaina nikaroka ihany koa ny mpianatra. Ny faharanitan-tsainy no nokendrena ho tombanana tamin’izany. |
Fa singan’irery ao ankoatry ny bonga ka mametsovetso ny maro kilonga ! Hetsehin’ilay andro iray izay tonga ka manina ihany fa tsy mba somonga ! |
Teny famaranana |
Mihira sy mihobia, miravoa sy mifalia, asandrato izany hira; hanako hatrany an-dakira. Ka ny dera atolory, ilay môdelin’ny fitia, tsy iza izany, tsy iza akory, fa ny voninkazo dia. |
Nirina, tsotra raha lehilahy ny fitsikinao naharendridrendrika ahy raha sendra manirery dia revo aho mijery mandinika anao na efa fantatro aza ilay lalanay f’efa voafaritra hatramin’ny sampanany, satria safidy hafa no tiany mba ho anjarany. |
Rajoelisolo, op. Cit. ; mamaritra ny literatiora, lovako t10 tak ny kisary maneho ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara |
Mirakitra harena solika mavesatra mbaminy faosifato sy vatosoa angamba, odiany mody jamba iniana tsy tenenina, odiany bemarenina, 15 odiany mody fanina tsy ho azo karazanina dia mionona isika atao ahoana moa voazanaka mpanoa |
Andranosoa tsy fiangonana ngeza anefa tsy maty fa mbola mateza an-taonany maro no efa nijoro arovan’ny tompony, ’lay fehizoro ! |
Toko voalohany i faniry vatosoa amin’ny maha olon- tsotra azy |
Vokatr’izany rehetra izany dia mikorontana ny fiainan’ny zava-boary sy ny mponina manodidina. Ohatra, tsy mamokatra intsony ny tantely an’ala, miakatra an- tanàna ny voalavo, betsaka ireo biby lany taranaka. Maro ireo fatiantoka eo amin’ny fiainan’ny tantsaha amin’izany. B- fanitarana tany azo volena mitombo isan-taona... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.