text
stringlengths
10
11k
Aro ssh mangina ry nenibe a!
Na ny antitra na ny tanora na ny kely na ny lehibe dia antsoin-drazezo daholo ô mba hitsio-drano anareo
Bongolava ai a-ny
Tany rosia nivoy pôlitika vaovao ingahy micha l gorbatchev nony tonga teo amin’ny fitondrana. Fanalalahana sy fanavaozana teo amin’ny sehatry ny toe-karena sy momba ny fitantanan-draharaham-panjakana no tena nimasoany tamin’izany. Nisy mihitsy aza ny lalàna izay nanome lanja kokoa ny fahaleovantenan’ny orinasa teo amin...
Sokajy roa monja no nampandraiketin’i a hanao ny famelabelarana mikasika io lohahevitra io sokajy 2 , sokajy 3 ankoatra izay, tsy nifandanja ihany koa ny fomba nizarana ny asa ny sokajy 2 no niandraikitra ny famitana ny lohateny lehibe telo mandrafitra io lohahevitra io ny hasina amin’ny ankapobeny, ny hasin’ny tanindr...
Fanamarihana tsy ireo ihany akory ny hafatra fohy kokoa manana ny lanjany ao amin’ny hafatry ny mpanabe nosafidina manokana tao anatin’ny maro ireo noho ny hafatra hita fa mifandray mivantana amin’ny fiainan’ny olona, indrindra fa ny tanora izay ho avin’ny firenena.
Ho an’ny razam-be frantsay dia ny sabatra no azo lazaina ho misy fandri-baratra kely ao aminy. Ka raha sendra kotroka aman’orana ny mpiady dia mandry amin’ny tany no ataony ary atsatoka amin’ny tany ny tahon’ny sabatra ary ny tendron’ny lelan’ny sabatra no manondro ny lanitra no fomba entin’izy ireo miaro tena amin’ny ...
Petrakevitra miankina betsaka amin’ny fiovan’ny fiheverana ny vehivavy eo anivon’ny fiarahamonina amin’ny ankapobeny mihitsy, ny fahombiazan’ny ezaka fanatsarana ny fanabeazana ny ankizivavy an-tsekoly. Tsy afa-misaraka amin’ny fanabezana ny ankizivavy any ivelan’ny sekoly ny fanabeazana azy eo anivon’ny sekoly. Marihi...
H6 talata alakamisy zoma ny mpanoratra ny avana ramanantoanina fampiharana
Noraisina tao amin’ny akademia malagasy izy. Ny ranomaso nefa vavolombelon’ny maha tany ny tany nanadihady momba ireo vakoka malagasy koa izy. Iray amin’ireny tononkiran’ny ntaolo gazety sy revio nanoratany tanamasoandro akon’ iarivo journal de madagascar -ny mpandinika -fandrosoam- baovao tsara hafatra ny sakaizan’ny ...
Ny endriky ny fandrosoana araka ny hita taratra ao amin’ ny tanànan’ i marovoay
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 105 106
Ity indray dia lalan-tsaina mifototra amin’ny fiheverana fa ny fitenenana dia hetsika, asa. Aminy, ny olona iray raha miteny, izany hoe, ny fampiasana ny teny dia fanetsehana ireo angona ananana ao an-tsaina ka araka izany dia misy ny tanjona kendrena ary ny olona na vondron’olona iantefan’ny hafatra. Ankoatra izany di...
Talohan’ny taona 2000, ny rotsak’orana dia kely ary ahitana fotoana maina eo amin’ny volana may ka hatramin’ny desambra. Ary ny fotoanan’ny orana dia ny volana janoary hatramin’ny antsasaky ny volana martsa. Nanomboka tamin’ny taona 2001 niakatra ny tahan-drotsak’orana ka nihamaro ny tanimbary saron’ny rano tratrin’ny ...
Mahaliana ny saina ny tenina 1
Vita ny fanamasinana ny fanambadian’i miaro sy i felana. Nihevitra ity voalohany fa hiakatra hatrany amin’izay ny fiainany kinanjo vao mainka nitotongana hatrany. Nataony izay handehanan’i felana. Nosolony an’i mendrika ity vadiny. Mbola tojo olana hatrany ary nidina hatrany amin’ny 3 ka ny fonja no lasa solon-tranony....
Manasongadina ny niavian’ny fiheverana fototra ny amin’ny hasin’ny tanindrazana
Avant 1610 villages vazimba sur la colline d’analamanga
Ny hany mitoetra, ny hany tavela, ny hany tsy miova dia ilay natao hoe anjara , tsy misy fanovany. An’ny tsirairay tokoa ny hazo fijaliany tsy azo ifampizarana! 354
Ary tsy azo lavina , lalana kizo tokana izany ka tsy maintsy hizorako ao koa ireo voambolana na andian-teny mitory faharesena mandrava izay miverina intelo, tsy mahazo isa 6 akory, hamoritra. Novahavahana teo ny tsara ho fantatra momba ny taria manazava. Ny taria mitantara indray no hidirana amin’ny andininy manaraka. ...
Hazavao ny hevitry ny mpanoratra amin’ny hoe izay miady na mitolona ka tsy mifahatra aminy ny tany dia hidadafoka ? Famahavahana
Iv. Ny hita nandritra ny fanatrehana fampianarana
Taratra ao amin’ny asa soratr’i faralahy io ady amin’ny fanavakavaham-bolon- koditra io.
Eo amin ny fanolorana ilay orimbato raha vola na milina fanjairana dia tonga dia atolotra ilay vehivavy fotsiny; fa raha tany na omby dia tsy maintsy aseho ireo mpanatrika ary ambara amin ny fomba ôfisialy fa lasan ilay vehivavy ilay izy manomboka eo.
Rafozana mandrafozana
Fantsona fandehanan ny rano maloto 30 halavany 0,60 sakany
Vontom-pahorina lalandava ny fiainan’ny olombelona eto an-tany. Mandalo ihany anefa izany, fa rehefa tapitra ny fetr’andro hivahiniana eto, dia honina mandrakizay ao amin’ilay paradisan’andriamanitra.
Ara-bakiteny, ny teny hoe zaman-jaza dia midika anadahin-drenin’ny zaza ; ny atao hoe zaza eto dia tsy ny zaza rehetra akory fa ny zaza anaovana ny raharaha, fototry ny lanonana. Manana andraikitra mafonja ny anadahin-dreny amin’ny lanonana karakaraina momba ny zanak’anabaviny, izay tondroina hoe ny zaza eto.
Fafana 17 santionana drafitry ny lesona tokony ho ao amin’ny fandaharam- pianarana
Hono, ho’aho, ry dadabenoelin’ny fo moa mba programanao koa ny hamangy ito tany miha-mahantra hatrany hatrany, dia i madagasikaranay ? Fa dia mangidy, mahamay izany izany foana isan-taona no mba anjara noelinay !
Tovo mila vola aho.
Ny lafika tokana olombelona sy ny fahalehibeazan’ny mpanoratra
Rahajarizafy. Ny ohabolana malagasy editions 1998 ambozontany-fianarantsoa 160 p
Sehatra iray ahafahana manabe ny taranaka ankehitriny ny sekoly. Tsy mitovy amin’ny fanabeazana azony eo anivon’ny ankohonana mantsy ny omena azy an-tsekoly. Tsapa anefa fa voafehin’ny fandaharam-pianarana ihany ny fanabeazana azo any an-tsekoly na dia samy mamolavola ny ankizy ho olom-banona avokoa izy ireny. Raha tso...
Manentanentana ny fon’ny mpanao vakodraza? A sy ny mpijery. Ny momba izay zava- maneno izay no hanohizana ny fanehoan-kevitra ao amin’ny zafi-pizaràna manaraka. 1.3.1.3 ny mpitendry sy mpandiboka amponga
Vanim-potoana nialoha ny hahazoan’i madagasikara ny fahaleovantena izy ity, kanefa, vanim-potoana nitondran’ny malagasy ny mangidy indrindra, satria
Haninona eto an-tany isika? Rehefa voavoatran’andriamanitra toy izany isika, dia napetrany eto ambonin’ny tany, ary nataony ho mpanjakan’ny zava-boary rehetra, hitandrina sy hifehy ny sahan’i edena tany am-piandohana hoy rabary79 ao amin’ny tantara tsangana adama mianakavy tamin’izany fotoana izany dia nametraka fepetr...
Fanaovana fanontaniana hitiliana ny fahalalana efa ananana fanaovana fanontaniana anadihadiana ny lohahevitra fanaovana fanontaniana amantarana ny fahalalana voaray.
Fijerena ny paikadin ny lahateny nampiasain ny mpiteny na ny mpanoratra ao no ijerena hoe matanjaka ve ny paikadin ny lahateny nampiasain ny mpiteny sa tsia, mifanaraka amin ny mpiteny sy ny tanjon ny lahateny ve izany ? 1.3.2.2. Ny karazan-dahateny sy ireo paikady enti-mandinika azy ny fahafantarana ireo karazan-dahat...
Ny zava-misy ao an-toerana sekoly iray manana ny maha izy azy tokoa ity sekoly ity, raha mitaha amin’ny sekoly fahita eto an-drenivohitra. Lafin-javatra maro no hita ao an-toerana, fa santionany ihany no aseho eto. Misy trano famakiam-boky na c. D. I centre de documentation et d’information ao, izay mitoetra eo afovoan...
Fizarana voalohany fampahafantarana ankapobeny ny seha-pikarohana
Finaritra aho mandre ny famakinao ’reo tononkalo vitako finaritra aho r’ise finaritra aho fa hitako
Iainanany andavanandro 141 azo sokajiana ho zava-kanto ny osika lahabolana nolovaina tamin’ny razambe ary mbola iainan’ny fiarahamonina ankehitriny izy io. Ary farany, azo lazaina ho fampiasa-batana sy fanatanjahan-tena ny osika satria miasa daholo na ny tanana na ny vava na ny tongotra. Ampiasaina ny tanana amin’ny al...
Fanamarihana na dia tsy hita taratra avy hatrany ety ivelany aza ny fiantraikan’ny fisian’ny fampandrosoana entin’ny orinasa rakotomalala et fils ao amin’ny kaomina ambohimandry sy ny tanànan’ilanivato, dia azo heverina, fa mitondra fivoarana ho an’ny manodidina azy izy. Azo heverina ihany koa, fa mampivelatra ny olona...
Fony mbola zazakely, mifamahana tantely; nony nanana môdely poizin-dratsy no aely!
Satria tojo ny atambo tena tsy ananana hambo ! Sy ireo mitaintaina mihoro sy miferin’aina vokatr’ ireny zava-maro nihatra tamin’ny malagasy ireny dia nivavaka ny eja ny mba hiverenan’ ny fandriam-pahalemana. Tsapany mantsy fa tsy misy hafa tsy andriamanitra ray ihany no afaka manova izany, ka hoy izy ray ô, mangataka a...
Rehefa atambatra ny heviny, dia ahazoana hoe fanambarana ireo fomba fandinihana amam-piheverana nataon’ny ntaolo, ka nahazoany fitsipi-piainana iray vaovao. Hoy kosa i jean nalisoa ravalitera, raha nanao famelabelarana mikasika ny soatoavina ny fahendrena dia lafika fomba fisainana, ka ao anatin’ny soatoavina ny fomba ...
Nanomboka hatreo dia tankina sy ritra fongana tsy teo ’lay fiainam-paradisa. Araka ny tononkalo, na dia heverina fa ozona aza ny asa, mbola fitiavan’andriamanitra ihany no nahafahana manohy ny fiainana, saingy mila misasatra vao mahazo ny sahaza.
Mpianatry ny fiainana avy ny olombelona rehetra ny maharesy fahoriana no azo antoka aman-toetra ary izay tsy misedra tsy hahalala ny herin-tenany.
Les valeurs sociales et culturelles les us et coutumes
Hita teo ny fomba nanatontosan’ny mpampianatra g sy e ary d ny fampianarany. Samy nanana ny fomba heveriny fa hahafehezan’ny mpianatra ny fahalalana avy izy ireo. Ny mpampianatra g aloha dia tsy nitsahatra nampandray anjara ny mpianatra nandritra ny fampianarana. Nanao asa saina hatrany ny mpianatra tamin’ny fananganan...
Classement définitif
Ny fônksiônalisma teo amin’ny taotrano teo amin’ny taotrano, ny fônksiônalisma dia tena re hatrany nanomboka ny fiandohan’ny taonjato fahaxx. Voafintina izany tamin’ny tenin’ny mpanao mari-trano malaza amerikanina iray louis sullivan hoe ny toetra dia manaraka ny asa form follows function ; nohamafisiny fa ny endrika i...
Jean nalisoa ravalitera sy ny fiainany amin’ny maha olon-tsotra azy.
Fatin’ny mainty ho an’ireo mainty hoditra amerikana tsy mahazo milevina any amin’ny toeram’pandevenan’ny fotsy hoditra tsy fantatro ise, tsy fantatro akory ny anaran’ise mainka izay ray aman’dreny niteraka.
Tous les établissements concernés sont visités
Na an-tanàn-dehibe, na ambanivohitra dia robain’ireo jiolahy avokoa izay sendra azy. Nanjaka ny tsy fandriampahalemana. Tsy afa-mivelona araka ny tokony ho izy ny mponina, tsy afa-miaina an-kalalahana.
Sy nokolokoloin’ny ntaolo fatratra, satria nitondra vokatra tsara teo amin’ny fiarahamonina nisy azy. Ireny foto-pisainana aman-toetra tsara nananan’ny ntaolo ireny no nantsoina hoe fahendrena malagasy. Nanana ny famaritany manokana ny atao hoe fahendrena ny baiboly indro, ny fahatahorana ny tompo no fahendrena, ary ny...
Singa iray lehibe eo amin’ny fampianarana ny fandaharam-pianarana sy ny tetika amam-paika entina mampita ny fampianarana ka izany no antony hamahavahana azy etoana. Izy ireo dia samy ny fanjakana avokoa no mamolavola azy. Miovaova arakaraky ny mpitondra sy ny politikam-panjakana araka izany izy ireo. Noraisina teo amin...
Mija! Fa ahona?
Rotika nahanjan’ ny fiara fitaterana napoakanao tsy nahy
Fampahatsiahivana ny zava-nisy talohan’ny taona 2006. Nifantohana amin’izao asa fikarohana izao ny vanim-potoana 2006-2009 , saingy mba hahitana ny fitohizan’ny tantara, dia tsiahivina fohy eto ny vanim-potoana teo aloha 2002-2006 ny zava-nisy maneran-tany sy eto madagasikara no hojerena amin’izany, koa handeha hofanta...
Mifanova amin’ny renifeo malagasy nd ny renifeo swahili nd eo amin’ny vanin- teny aorian’ny tsindry. Ohatra banda banda shinda misinda umande ando
Namana hanohana sy hampanjaka foana ny tsikim-pihavanana
Hoe diniho , voaboasy , fakafakao tsy mitaky ny hanaovana fandinihana na famakafakana lalina na mivoaka amin’ny lahatsoratra izy ireo , fa ao anatin’ilay asa soratra ihany ny valiny no hita noho izany , samy mirona mankany amin’ny fahazoana ny lahatsoratra avokoa izy rehetra ankoatra izay , tsapa fa tsy misy miafara am...
Fizarana 8 alahahady, 19 jolay 2009; lah 3630 toy ny nandre varatra nipoaka teo an-tampon-dohany ilay rahavavin-drahary raha nandre ny hoe hiverina any ambanivohitra aza miteny amiko an’izany intsony ianao, hoy izy, taitra tampoka. Tsy te-hieritreritra ny any ambanvohitra any intsony aho! Aleoko mijaly aty toy izay han...
Ny tononkalo nosoratan’ i josephine ranirina mitondra ny lohateny hoe ny ombin-tsarety sy ny olona 23 no nomena nohadihadian’ny mpianatra. Toy izao ny endriky ny fanontaniana hadihadio. Efa nomena tamin’ny fiafaran’ny seho teo aloha, izany hoe herinandro mialoha ny tononkalo. Nanana fotoana malalaka izany ny mpianatra ...
Angamba koa tsy tsapany fa ny poeta indrindra no hery mampirindra ny fiainany mihotaka indrisy tsy mba fantany fa ny poeta mihitsy no vavahadin-tsiky mpanazava ny aliny
En 2009, les stocks de marchandises se sont élevés plus de 100 par rapport à l’année précédente tableaux n 3 et n 6 cette a ugmentation est due aux achats non maîtrisés à cause de la gestion de l’approvisionnement non efficace. Nous
Http tenymalagasy. Org
Izany fasana no ataovy manakaiky ity tanàna ilay malalako no asaovy mba mitsidika eo mazàna!
Fanantenana, dia tokony hatsahatra daholo aloha ny menomenom-po rehetra mangina, tsy mitaraina, mandefitra ary maharitra. Ary ao anatin’izay fahanginana sy fandeferana izay no hanatenana fiainam-baovao mety hahitan-tsoa araka ny voalazan’ny ohabolana manao hoe izay mangina volamena , sy ny izay mandefitra ihany no mand...
Sedra olo-meloka ange iny ry rado e!
Tsy ny mpamoron-kira teatraly ihany no nikalo izany fitiavana an’iarivo izany, tamin’ity vanim-potoana ity, fa na ny mpanoratra tantara foronina, na ny mpanoratra sombin-tantara, indrindra ny mpanoratra tononkalo, dia mba nivetso izany koa. Anisan’izany i jean narivony, amin’ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe amp...
Koa tahaka ny zazakely ny olona ny olana ny vola nifaneraserako nosedraiko nilaiko
Zo ara-pananahana samy nalalaka na ny mpifankatia na ny isam-batan’olona tamin’ny fampiharana ny zony ara-pananahana, ka tsy nisy fanavakavahana sy fanerena na araka ny lalàna na araka ny politika. Nataon’ny fitondrana malalaka ny fahazoana ny vaovao momba ny fanabeazana aizana sy ny fandrindram-pianakaviana, na tany a...
Er marina’h , 50 taona , in vaf, tak 34-35
Zato foko miheritra toa trano may te-hiantehitra 10- te-hiombon-day milelalela ho ao an-tobin’ny fitia te-hiaraka ela sy mba ho doria .
Fitarainana momba ny fanolanana tao antananarivo tamin’ny taona 2008; ary ny 130 tamin’ireo no nanaovana fanadihadiana. Nanangona ny antontan’isa tany amin’ny hopitalin’i befelatanana tao antananarivo ny sendikan’ny mpanao asa ara-tsosialy, ny volana janoary hatrami’ny volana jolay ka 91 ny isan’ny fanolanana tao anati...
Elle indique de combien le chiffre d’affaires aurait pu diminuer sans que la société ne devienne déficitaire.
Eny afafiko ny teny
Lah laharana
Mino nandrianina rakotonandrasana vérification et essais d’amélioration des qualités organoleptiques et nutritionnelles de la koba aina, farine infantile proposée par le projet nutrimad mémoire de fin d’études del’ecole supérieure des sciences agronomie, novembre 2009 6 manda nirina rafitoandrianarisoa, etude de qualit...
Les critères d’affectation des matériels ne sont pas déterminés expressément et ne sont pas clairs. Certains matériels ne font plus l’objet de réparation ni d’entretien ; ceci est dû l’absence d’évaluation des matériels et à l’absence de prévision pour
Ny foto-drafitrasa vitsy -pahasalamana ao an-toerana ka tsy mahasahana ny marary ny isany, ny fitaovam-pitsaboana dia tena tsy ampy sy ela niasana. Ny tsy anafody koa etsy andaniny, indrindra am-pahavaratra noho na mankany. Misy fotoana miakatra be ny vidim-panafody any an olona pitsaboana ny marary. Tombo isa hatrany ...
Dada sy neny
Sarin’ilay ombin- tsarety mitondra entana sy ny olona mandroaka sy mively
Tsy vitan’ny hanapoizina fotsiny, fa tena hanimba ny fiainan-ko avy mihitsy ny fangatahana andro lava, ny tsy fanatanterahana ara-potoana izay tokony hatao. Hoy izy raha adidy fantatra, kanefa odian-tsy hita, hikiky moramora ny hatsaram-panahy izay ivelomanao. V. A lah 45 mba hibanjina ilay ho avy maha be fanantenana a...
Tahirin-kevitra lannoy josiné , savoir se bien nourrir, 1985, tak 96
Ny baikon-janahary lefero kely anio ra toa ka vita sary ny ratra tamin io
Hovihovy manovihovy
Mbola ampiasan’ny mpanoratra koa ny tononkalo tsy miady rima, izay mbola nentiny nanehoana hevitra ihany. Ohatra ao amin’ny masoandro rotsak’orana , tsy ahitana rima. Mandoko ny fihetseham- pon’ny mpanoratra, lavitra ny olon-tiana. Tsy misy masoandro mihiratra mihitsy ny fiainany, hanina ilay olon-tiana no be. Ny hany ...
Hoy ny mpanoratra misy olona voambaka sy itsahin-drahalahy v. A lah 8
Olona mbola tsy ampy fahamatorana ny iresahana
Fanatontosana ny asa fikarohana rehefa nahavita ny seminera izahay ny taona fahefatra, 2007 dia nanomboka avy hatrany tamin’ny fanangonana ny akora sy tahirin-kevitra mba hiatrehana ny asa fikarohana.
Cabinet medical 1 mangatany csb i 1 tsarahonenana csb i 1 miandrarivo i csb i 1
Tebo-kevitra telo no hojerena amin’ity fizarana faharoa ity. Hatsidika voalohany amin’izany ny tsiahy fohy mikasika ny zava-nisy eran-tany sy teto madagasikara talohan’ny taona 2006. Hodinihina manaraka izany, ny zava-nisy eran-tany sy teto madagasikara teo anelanelan’ny taona 2006-2009 ary farany, ny tara-kevitra novo...
Tsy noho ianao mpanefoefo fa toa olon-geza tia anao aho tsy noho ianao mahay miteny fa toa mangina tafahoatra ka mahavariana ny voary tsy noho ianao mangina ombieny fa mikotaba am-po mandroatran’ ny fitiavanao hatrany fa tia anao aho noho ianao olon-tokana noho ny maha ianao anao dia ianao tsy nanalana noho ianao toa n...
Ny sehatra sy ny fotoana anaovana azy
Lllttsr dfl , , , alo i’g1911 jo! Tr. ,15