text stringlengths 10 11k |
|---|
Manjakavahoaka 2 soavlnimenna 3 manalsra 4 manat1be |
Ny malagasy sy ny tanindrazana tak.118 ny tokony hahasaro-piaro ny malagasy amin’ny taniny tak.119 tsy tokony hatao varoboba amin’ny vahiny ny tanintsika tak.120 |
Seta hay ve efa tonga ato ingahy ravelonahina? Akory ianao tompoko à ravelonahina ravelonahina tsara fa misaotra leiroa. Seta manao ahoana ianao r’ingahy rakotobe? Rakotobe salama vatana aho ry seta fa tsy mandry saina, ary mitebiteby fatratra. Seta fa ahoana izany r’ingahy rakotobe? ! Manomboka izao indrindra anefa no... |
Fanagasiana ny toe-tsaina sy ny fomba fisaina |
Raha nanadihady ny toerana ipetrahan’ny mpianatra izahay dia ny 67,56 n’ny mpianatra tsy miaraka amin’ny ray aman-dreniny fa manofa trano na manao kilasy mandry, indrindra fa ny any tsiroanomandidy. |
Tsy ny handroboka ny tanora ao amin’ny fitiavana no tanjon’ny mpanoratra, fa ny hanitsy sy hanoro azy ireo ny lalana tokony hizorany amin’izany. |
Voapetraka |
Fizarana fahatelo |
Fa ahoana daholo izao ry anjely a! Toa ataon’ilay patron-ko raoka alika aho. Tsy nahoany akory aho. Sao dia tsy izaho ary iny olona mahantra velona iny? Tena izaho ve iny e? Ianao tokoa iny, ary izao no ho avy miandry anao atsy ho atsy ry hasina tsia an! |
Fampi- harana nentin’ny vahiny teto amintsika? V tsy mifanaraka, satria , ny azy andriamanitra izay hery tsy hita maso no iantorahana rehefa misy manjo. F ahoana àry no azo amehezana izay voalaza izay? V fehiny hita araka izany, fa lalan-tsaina tery no nentin’ny misionera teto amintsika, satria foto-pisainana tsy mahit... |
Ny firafi-pehezan-teny ao amin’ny ny tononkalo eo amin’ny famoronana tononkalo, ny poeta dia afaka mandrafitra fehezan-teny miavaka amin’ny fampiasa andavanandro. Hoy indrindra rajaona siméon milaza mahakasika izany tsy maintsy misy endri-javatra mihataka amin’ny andavanandro ny teny ampiasaina anaovana zava-kanto. 49 |
Ambarany ihany koa fa ireo singa roa ireo dia mifampiako hatrany; ka ny literatiora dia maneho ny sarin’ny fiainana; ary ny atao hoe fiainana dia tsy inona fa ireo tranga ara-piarahamonina izay itoeran’ ny mpanoratra ihany6. Noho izany, ny literatiora dia rafi-piaraha-monina iray mazava ary ny ventin- kafatra asehony d... |
Ny fitiavantsika nitehaka amin’ny tany tsy eken’ny saiko ndrao mantsy ho izany ny nofo avy hatrany no lasa ho mpibaiko60 |
Tambatambazana 619 tambolina tambolimbolina |
Ua ihany no tsoriny ho o hita eo amin’ny fiteny merina ny fifamalian’ireto teny ireto fafana faha-16 ny fannononana ny ua sy ny au |
Mety hiseho amin’ny endrika fanitarana ihany koa ny hyperbole maneho izany izao fehezanteny manaraka izao ohatra 2 ny hita ao amin’ny asa maizina feno betsaka ny momba anao no fantatro. Na tsy nanome adiresy ahy aza ianao, boribory ange ny tany e! Tsy maintsy tongako izay misy anao na hatrany am-paravazan-tany aza.206 ... |
Lafin-javatra dimy no azo anompanana ny fanatanterahana ny fampianarana riba mitondra fahaliana ho an’ny mpianatra sy manentana ny fandraisany anjara. Ireo avy izany ny fandraisana anjaran’ny mpianatra, ny fandrisika, ny fitaovana anatontosana ny lesona, ny fomba fampitam-pahalalana ary ny vontoatin’ny lesona atolotra. |
Izao rehetra izao masoko sy sofiko avokoa , hoy andrianampoinimerina raha niteny ny vahoaka sy ny fitandroam-pilaminana izy. Ny tiany holazaina dia ny hoe tsy ny mpanao fanjakana ihany no afaka hampiaka-drova ny fandikan-dalàna rehetra , fa ny ambanilanitra , na iza izy , na iza , mahita ny tsy rariny. Izay no tolo-kev... |
Loharanon-kevitra andriamatoa georges tekinisianinata. Fa raha mahakasika ny fotoana hamonoana ahitra kosa no resahina dia amin’ny maraina tsy betsaka ranonando na amin’ ny hariva no hanaovana azy. Tsy azo atao amin’ ny ataoandro izany satria, mihorona ny ravina ary matory ny zava-maniry ka tsy afaka mandray ny fanafod... |
Lydiary, ranetsifetsy |
Tery amin’ny faravodilanitra atsinanana tery nisy zavatra fotsifotsy kely nihelatrelatra , tsy mba hitan’ny mpanavao ; ny lakan’ny mpanjono ireny. Eo am-pitsinjovana azy no isehoan’ity hasoan’ny ranomasina midadasika tsy hita fara eo anoloana mavo matroka ny eto akaiky mitopatopa , 45 mivalombalona , mitosaka eny anivo... |
Omena lanja ny adihevitra 1 |
Ireo vanim-potoana lehibe sy manan-danja |
Ary ireo ankizy avy lavitra be ireo moa izany dia mandeha an-tongotra daholo, tompoko? An-tongotra tokoa! Mafy vity ireo. V. A. Tak82 |
Cousins, fomba malagasy, trano printy imarivolanitra, 1963, p.175 176 134 jaovelo-dzao r , op, cit, p.368 as-sumbula ; signe de l’abondance, en divination, |
Tak 33 any an-tokotany any ny antsoantson’ankizy nifanenjika tsy nanan-koheverina afa tsy ny lalaony. Any ivelany any ny koropadropaky ny olona natosiky ny fitadiavana ilay hanin any an-tokotany any any ivelany any |
Raha voazavanao ny antony, bitsiho re ny vaha-olana ilazao ry ratsiraka na ry ratsirahonana, na ry zafy albert, na ny rdvr n’iza n’iza re tompoko ô, fa tsy voaozona anie ny gasy e. Ny gasy anie tompoko ka manja é, mandainga izay firenena mihambo ho manan-jazavavy fy noho ireo aterak’ity vohitray ity ! Mandainga avokoa ... |
Ny fahalalana ao aminy raha toa ka be haingo loatra ny sary 37. Saika hita ao amin’ny lovako t12 avokoa, ireo karazan-tsary rehetra ireo. Azo lazaina fa nanaja ny fenitra arahina momba ny sary koa ny mpanoratra. |
Fanehoana ny endriky ny tsy fahafahana |
The core of the communication shows that the faithful malagasy customs has their life style that distinguishes them of the other. However, they integrated the religious in their society in spite of their difference of life style and culture. |
Usaid united states agency for international development ptd plan triénal du développement |
Ny atao hoe poezia araka ny boky aman-gazety sy ny mpandinika vahiny |
Tsy ny faty rehetra anefa dia anaovana fombafomba ho an’ity zana-poko ity, ka ny fijerena izany no anakatonana ny asa. |
Ny mpizara kômonio ny pretra sy ny relijiozy ihany taloha no afaka mizara kômonio amin’ny kirisitianina. Taty aoriana anefa, rehefa nihamaro ny kirisitianina dia niova tsikelikely izany toe-javatra izany, satria tsy arak’izy ireo intsony ny mizara kômonio amin’ny kirisitianina ao am-piangonana miampy ireo marary any am... |
Ny andro hariva madiova ho maizina ny lala-mangina nahoana ny diany no dia tsy mba nolaizina hamonjy fodiana ralalako izay ve mba hitanareo? Ahoana, valio hiainga hitampody ny diany hanikeheo hiverina anio! |
Famerenana |
Plantation et travail dans les pépinières a a c travail rémunéré a c a c moyens d’encouragement |
Fehezanteny |
Raha izay no fahitan ny katôlika rômana azy dia ahoana kosa no fiheveran ny katôlika ôrtôdôksa izany? Foto-kevitra iray hafa izay tsy araka ny foto-pampianarana ôrtôdôksa ny afo fandiovana. Izy io dia toerana iray izay lazaina fa ijanon ny fanahy mpanota mandritra ny fotoana fohifohy na lavalava. Amin izy ireo ny olona... |
Tsy ampy hamaritana ny fahombiazan’ny sekoly ny fisian’ny mpianatra maro. Manampy izany ny tahan’ny fahafahan’ny mpianatra fanadinana. Nandritra ny taom-pianarana telo farany, dia tsapa fa miezaka tokoa ny mpianatra marenina mba hahazo ny mari-pahaizana avy amin’ny fanjakana. Hita taratra koa ny fikelezana ainan’ireo m... |
Ohatra dada sy neny anaran’ireo nahitako masoandro anarana mamy tsy foiko hovana anaram-boafidin’ny fahazazana 162 nihirany ny hatsarana sy ny fitiavana an’ireo ray aman-dreny ny |
Haiserasera mifanaraka amin’ny fahaizan’ny mpianatra ny fanehoan-kevitra, ny fifehezana ary ny am-bava sy ny an- tsoratra. Ohatra fanontaniana mitaky ny hevitry ny mpianatra mikasika ny toe- javatra momba ny fandrosoana ao amin’ny lahatsoratra na lahabolana ankoatra ireo dia misy ihany koa ny lafiny ratsy amin’ny tomba... |
Fampiharana hoy ity mpandinika iray ny tsy fahaizana miray hina no vato misakana ny fandrosoan’ny malagasy voaboasy izany fomba fiheverana izany, ka asehoy mazava ireo hevitra tiany hambara, miaraka amin’ny porofon-kevitra hitanao mifandraika amin’izany. Valiny andrasana tsy ahavitana zavatra ny fifandirana. Ohatra ny ... |
Ireo loharano nipoiran’ny voambolana 67 3.3.1.2 -ny fomba nandaharany ireo voambolana ka nahatonga ny fanehoan-kevitra ho kanto 71 3.3.2-ny fehezanteny 73 3.3.2.1 -ireo fehezanteny mifamaly rafitra 73 3.3.2.2 -ireo ohabolana sy fombam-pitenena mirakitra foto-pisainana 76 3.3.3 -ny sarinteny hafa sisa 79 3.3.3.1 -ny tam... |
Tany lemaka |
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak. 14. |
Anarana tsy voalaza ny tena anarany fa dia izay ihany no niantsoan’ny rehetra azy fiaviana avy any antananarivo, efa manambady andraikitra mpitsabo any bekodoka dia niaraka tamin-dradoko nandidy faty tany bekodoka i robena. V. A, tak. 235 |
Ny tovolahy kosa no mitantana ny fandoarana ny hena ary koamitatitra ny maharitrafo ao amin ny trano ravina. Ny zokin-jatovo no mpiantso94 ireo anaran- tanàna hisakafo ao amin ny trano ravina tahaka izao no fomba fiantso ny olona hisakafo ao amin ny trano chalet , ohatra, bemahatazana95 , mandroso hisakafo ao amin’ny t... |
Toko 3 ny fitiavan-tanindrazana saika fahita eo amin ny asa soratr ireo mpanoratra malagasy maro ny fiventesana ny momba ny tanindrazana. Anisan ny nikalo izany koa i lyra, fa tsy nijanona tamin ny fihirana ny fitiavana eo amin ny olon-droa, sy ny fitiavan-janaka, ary ny fitiavana eo anivon ny fiarahamonina fotsiny. Sa... |
Valiha, navoakan’ny havatsa u. P. E. M aogositra 1999, laharana faha 09 aprily 2013, laharana 206, |
Ny taranak’i rabe mbola omen’ny olona hasina hatrany ny tarana- dralita tsy manan-kasina eo amin’ny fiarahamonina ankoatra ny hoe avy amin’ny fiarahamonina, avy aiza ihany koa izany ny hasina ananan’ny tsirairay? -avy amin’ny razana -aravony ny valin-teny tsoa-kevitra vokatry ny zava- bitan’ny razana teo amin’ny fiarah... |
Ny fanovana endri-javatra na métaphore dia fomba filazan-javatra ampifanatrehana ny oharina sy ny anoharana ao anaty fehezanteny tokana, ka tsy asiana kian-teny na teny enti-manohatra toy ny, mitovy amin’ny, sahala amin’ny, fomba efatra no azo atao amin’ny fampifanatrehana ny oharina sy ny anoharana mety ho fanovana en... |
Ny vata no endrika hita avy hatrany ao amin’ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe mpitahiry , anehoan’ny mpanoratra ny tadidy. Ny fo no mpitahiry ny tadidy, izay angon’ireo zavamisy eo amin’ny fiarahamonina sy eo amin’ny fiainana andavanandro. Anisan’ireny ny fitiavana, izay tsy afa-misaraka amin’ny fiainan’ny zanak’ol... |
Hevi-dehibe miankina porofon-kevitra porofon-kevitra azo isintonana hevi- dehibe asa mirindra no andrasana amin’ny mpianatra na am-bava izany na an-tsoratra. Fampifandraisana ny hevitra araka ny ambaratonga tokony hisy azy no asa atao amin’izany. Ny tena zava-dehibe, dia ny fahitana fa misy fifamatorana eo amin’ireo he... |
Mahavokatra tokoa ny faritra noho ny fananany toe-tany vôlkanika. Tsy ny tany rehetra ao kosa anefa no azo anaovana fambolena fa ny ampahany kely kokoa ihany, satria ny 22.05 isan-jaton’ny velaran-tanin’ny faritra izany. Ny toerana sasany izay manana toe-tany mikivatovato tokoa mantsy dia mandrakotra ampahany be velara... |
Tsy mifanalavitra amin’ny ohatra 46 no hita eto saingy amin’ity 47 ity dia ny lazaina no mandeha aloha. Entina hilazana fa tsy tia olon-kafa ankoatr’ilay olon-tiany izy. Matetika dia amin’ny fotoana mampiady ilay mpifankatia noho ny siosion-dresaka no ampiasana azy ity ka hamafisin’ilay lehilahy hoe ianao no tiako fa t... |
Ny amnistia sy ny fahaleovantena betsaka tokoa raha ny fivoriana izay natrehin’ireo manam-pahefana maro teto amin’ny firenena rehefa nampiharina ny lalàna lasitra. Tsy nijanona fotsiny tamin’ny fanatrehana fivoriana anefa izy ireo, fa niady ihany koa, ny mba hahazoan’i madagasikara fahaleovantena, ary ny mba hahazoan’i... |
Lycée public |
Les prestataires ce sont des agents communautaires agent de santé de base communautaire les paramédicaux les médecins |
Raolison r. R , rakibolana malagasy, ambozontany |
Miora tena ts y nam poiziko ho toy izao akia ny toetran-dry! Fa dia naninona loatra àry ? Kivy be |
Amponga sy kilonga |
Ireo toko telo mahamasa-nahandro ireo izany no fototry ny serasera eo amin’ny lafiny fampianarana. Tsara homarihina ihany koa fa ireo lafin-javatra telo ireo no mandrafitra ny telozoron’ny haifampianarana. Raha tiana hirindra ny fifandraisana eo amin’ny sehatry ny fampianarana dia ireo fototra telo ireo no mila fanatsa... |
Rabenja hay ialahy ato! Tsy mbola tonga angaha i nenitoanareo? Tody tsy fantatro. Angamba izy mbola tsy ato an-trano ka! Rabenja mandeha ara-dalana tsara leitsy ny tranombarotra na ny eto na ny any amin’ny faritany. Vao nifampitelefaonina izao izahay sy randrianarivo, nilaza izy fa tsy maintsy ho tsara ny tsenana lavan... |
Ny salan’isan’ny mpianatra sy ny fahombiazan’ny sekoly. Ny isa aseho eto dia mampiseho ny toe-java-misy amin’ny lafi-piainan’ny olona araka ny tsinjara misy eo amin’ny karazan-tsekoly misy, arakaraka ny ambaratonga misy. |
Vi.0 fanazavana ankapobeny |
Izahay anay -nay -ay |
Ny tamberina ahitana karazana tamberina maro ao ny tamberina an-dohan’andalana, ny tamberina an-dohan’andininy, ny tamberim-pehezanteny. |
A, tak.78 and 4 |
Faut comprendre en vertu d’une analogie l’analogie joue un rôle dans le mécanisme de la similitude comme dans celui de la métaphore ou du symbole |
Mbola ranonorana ihany ny anoharana eto izay anehoana zavatra mampalahelo. Toy izao no hita mikasika izany ny malahelo izay mampahory ny mahantra dia toy ny ranonorana izay manindao ka tsy maha misy hanina ohab 28 3. |
Rm.31 lamasinina araoeny lamasinina araoeny 2x samy tsara arô taratasy nalefanô ka dia voaraiko ô samby tsara ale |
Ineny, ilay tomany manakatra tsy ritra fifonana amim-bavaka ho an’ilaimaditra |
Anisan’ny nandray anjara tamin’ny fandrafetana ny tantara ny mpanatontosan’ny malok’ila 1-5 dia i mamitiana razafimandimby sy razafindrakoto gérard. Nitrandraka ny teny nampiasaina tao izy ireo. Nankinin’izy ireo tamin’ny firehana malaza eo anivon’ny fiarahamonina fotsiny izany. Vokany, tsy dia nisongadina tsara intson... |
Ny olana ara-bola |
Ohatra lahatsoratra ny sain’ny ntaolo hita amin’ny fiteniny nalaina tao amin’ ny boky andriamifidy olo- mangam- pirenena tak.12 16 |
Ireo rehetra ireo dia hoezahina aseho amin’ny alalan’ny ohatra ao amin’ny zana-pizaràna manaraka mba hazava bebe kokoa. |
Tian’ireto mpanoratra ireto hahatongavana eto satria ny hevitry ny maro mahataka-davitra no antoky ny tena fahafahana. Tolona ho amin’ny fampanjakana ny marina, ny rariny, ny hitsiny |
Nantitranterin’ny jeneraly randrianasolo augustin, ko- mandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena izany, nandri- tra ny fikaonan-doha sy dinik’asa natao tany fianarantsoa tamin’ny 19 ka hatramin’ny 21 janoary lasa teo. Manan- tena fiaraha-miasa matotra amin’ireo hery rehetra misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana, ny manam... |
Fa mafy noho ny mafy ny endri-pijaliana iainany any aky |
Na dia mpanoritta anaran-drery aza ny teny si sy sang dia afaka mamaritra anarana iombonana rehefa natao ny fandinihana. Ohatra si ratna i ratna mpanoritra anaran-drery ny si eto. |
Nahatsikaritra izany i g. Navone, ka nilaza fa ny traikefam-piainana isan’andro no fototry ny fitenenana, ny fahitana ny fitsipika mifehy ny tontolo sy ny fomba fiainan’ny olona 5 fandinihana ny toetra sy fomba amam-panaon’ny olona miara-monina aminy ohatra andry ombin’ilay mora ny sasany voasafosafo, ny hafa voatehate... |
Toko fahatelo ny sarin-teny mampijoro ny toe-javatra mamarana |
Misy koa ny karazan-dahatsoratra lava loatra na fohy loatra izay samy tsy dia tsara avokoa. Raha lava dia mora leo ny mpianatra, ary raha fohy indray dia tsy misy ventin- kevitra firy, tsy dia tsara koa ny filazana sy ny dokam-barotra sasany. Ny dokam-barotra dia natao hahafinaritra ny maso, tsy miendrika lahatsoratra ... |
Le livre d’enseignement est un instrument de travail dédié pour les élèves et pour les enseignants. En plus, il peut être un instrument de communication formant le schéma émetteur message récepteur. Pour que le message envoyé arrive à destination, il faut que le code utilisé doive être le même. On peut faire une interp... |
Ts imanato ie! Hop! Manipy kitapo feno taolana any ivelany lasa iny aloha ny voalohany! Mozika fohy |
Ny duka amin’ny teny swahili dia tranom-barotra ary ny -ni amin’ny teny swahili kosa dia manondro toerana . |
Ny isan’ny mpianatra45 |
Izany dada tiako izany ka ny tompo anie hitantana ilay dianao an-danitra any ! |
Iii-1-1-3 ny amin’ny rima ao amin’ny tononkalon’ ny eja ao amin’ ny teny fanolorana ny boky ilay fitia i ener lalandy dia maneho ny fahitany ny asa soratra, tononkalon’ ny eja. Hoy izy tsy mba karazan’ irony poety mpanao adirima mipoapoaka fotsiny irony ny eja fa mifantina sy mamboatra fiteny mahavoaka tsara ny tiany h... |
Fa iza no manery anao ho any? Hoy i navalona, nanomboka tezitra. Fa angaha any irery no misy ny vola? Ny olona olona rehetra eto izany tsy mahavelon- tena? Sao hadinonao, ry na ny fisian’ireo zandriko ireo. Tsy izaho irery anie no 30 velomiko fa ireo zaza ireo koa e, hoy i hery. Inona no hamelomako an’ireo eto? Fa naho... |
Ny hoe ôdy eto dia fanairana ny mpijery no sady fangatahan-dalanaihany koa. Mangata-dalana sy tsodrano amin’ny alalan’ny hira fidirana no mizotra tsimoramora mamonjy ny kianja ny tarika mpanao vakodraza? A. Tsy ny hira fidirana ihany anefa no azo andrefesana fa manaraka nyfitsipi-piaraha-monina andavanandro ity lahaten... |
Fafana41 ny fiovan ny renifeo ho rehefa tovonana man- fototeny tovona man- verindroa vv matoanteny raikipohy fafa man fafa mamafamafa n f m n m; f mamafa fafy man fafy mamafimafy n f m n m; f mamafy fandrika man fandrika mamandrimandrika n f m n m; f mamandrika fantatra man fantatra mamantamantatra n f m n m; f mamanta... |
Mangalaza eugène, 1985, a propos d’un sôva l’homme et le chien chez le betsimisaraka antavaratra , in omaly sy anio n 21-22, pp. 149-171 11 rakoto pierre, 2004, ny sambatra any amin’ny betsimisaraka atsimo araka ny endrika isehoany ao ambodivoangy-marolambo, mémoire de c. A. P. E. N, filière malagasy, ecole normale sup... |
Sekoly vahiny frantsay sy teny anglisy |
T7 toka fanao ao bejiro raha misy olona manao maloto manodidina azy ka marary ilay olona dia manifikifika mitoka anareo raza tompon’ny lakato toy ty vatako zaho r , fa ingo ianao avy etoa fa nandoto anareo, ka marary i io, ka namonjy ahy. Nosaziko aminy ty lilinareo fa tsy amy ty liliko maha olombelo ahy, ka ingo ty li... |
Oh zava-dehibe eo amin’ny zana-drazana ny famadihana toraka izany koa eo amin’ny fiaraha-monina. |
Ny fifandraisana amin’ny zava-boahary |
Loharanon-kevitra sekiretera jeneraly kaominin’ambatosoratra lalasoa andrianantenaina |
Maro ankehitriny no mikororosy fahana, tsy sahy miatrika ady mitady hiala vahana mamono eritreritra moa tsy hakanosana ny saina mitolefika mitsoaka fisedrana? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.