text stringlengths 10 11k |
|---|
Mpampianatra taranja mathématiques 9.00 |
Marofototra 46 34 12 39 07 29 |
Fanevatevana azy ireny. Ao amin’ny 195 dia asaina mihinana ny lohany ilay olona itenenana, ny loha no fari-batana misy ny vava asaina mihinana azy. Ny loha izay fari-batana misy ny vava no asaina hohanin’ny tompony. Fantatry ny mpiteny tsara fa tsy afaka hihinana izany ny olona itenenany saingy noteneniny ihany ireo te... |
Ny kil iantsoana ny mpanjifa. |
Ny taratra miavaka mamelom-betsovetso nampitsaoka , nampidify ’lay sary rafitro marefo |
Autorisation fanomezan-dalana |
Toy izay nojerena tao amin’ny lisea nanisana ihany no hojerena ato amin’ny lisea tsiroanomandidy dia ny sekoly amin’ny ankapobeny, ny mpianatra, ny mpampianatra ary ny ray aman-dreny. |
Girard et robic, 29 avrily 1965 |
Montessorie, maria, 2003, l’esprit absorbant de l’enfant, collection education |
Lohateny takila |
Fantatra fa mety hiseho amin’ny endrika telo ny mpisolo tena ny endrika voasoritra izaho, ianao , ny endrika tsy voasoritra ahy, anao. Ary ny endrika tampisaka ko, nao. Araka ny anjara asany na ny toerany. Ny endrika voasoritra no ifotorana eto. |
Fanjakana libatra , miaraka amin’olona , no nolazainy fa tsara indrindra, fa ny fahaleovantena , hono , dia navalona , ka nototofany tany nony nampifidiana izay tiany ny vahoaka rehetra teto fotoana kely foana taorian’ny nilazany ireo vaovao ireo , dia tsy mba natao ho isan’ny fidiana ny fahaleovantena , fa ny libatra ... |
Toy ny fiteny rehetra ny fiteny antanala azo anehoana ny fihetseham-po sy ampitana hafatra amin’ny olona itenenana. Misy ny fanoritsoritana manokana mahakasika izany, satria, azo amantarana ny toe-po amam-panahy ny fiteny ampiasain’ny vondrom- piarahamonina iray. |
Jakobson, essais de linguistique générale, paris, editions de minuit, 1963 85 biet, bighelli, rispail, littérature2, col. Littéraire, editions. Magnard, paris, 1989, p.136 figure du discours tous les procédés volontaires visant à donner forme à cette platitude. ’’ 86 p. Guiraud et p. Kuentz, la stylistique lecture, kli... |
Sezan ny mpianatra |
Moa tsy hadalana foana sady fandaniam-potoana ny maniry anao hiverina ? Nofy tsy afaka hitamberina |
Dia maniry aho ny hahatanterahan’ny tapany manaraka hoe fa aminao kosa no iposahan’ny mazava, ary aminao no isehoan’ny voninahiny. |
La propriété publique, la bonne gouvernance, la démocratie participative, ainsi que la notion en termes de sociologie organisationnelle. Bien entendu, la consultation de ces données était profitable dans l’élaboration de ce présent rapport. Elles vont permettre de dresser un panorama général sur l’importance de la feff... |
Les difficultés économiques croissantes liées à la crise locale et internationale expliquant les pénuries inimaginables face à une démographie galopante, la diminution du pouvoir d’achat de chaque famille face à l’augmentation incessante du coût de la vie, devant un revenu par tête et par habitat presque insignifiant. |
Ny amboaram-pahendrena sy ny ohabolana. Tsy fampitahana no tanjona eto, fa fanavahana izay mampisongadina ihany. Tsy ny lafin-javatra rehetra na izay rehetra manodidina ny ohabolana no hohadihadiana, fa izay misy ifandraisany amin’ny a. P. |
Ny fizotry ny tantara anisan’ny fomba misarika ny mpamaky ho liana amin’ny asa soratra iray ny fahaizan’ny mpanoratra manome aina ny asa ataony. Ary samy manana ny paika manavanana azy ny mpanoratra tsirairay, raha ny tantara foronina no resahina. Tsy voatery hisesy araka ny fisehoan-javatra ara-potoana ao amin’ny tant... |
Hiantso ny jeneraly de gaulle. Nomena fahefana tao amin’ny antenimieram- pirenena frantsay izy, hanomana lalàm-panorenana vaovao. Tamin’ny 28 septambra 1958 no nanaovana ilay fitsapan-kevi-bahoaka mikasika ny lalàm-panorenana vaovao novolavolain’i jeneraly de gaulle. Natao ny fifidianana izay ho filoham-pirenen’ny repo... |
Andininy 22 tsy rava ny faribolana i. P-a raha tsy misy fivoriambe manokana ampovoriana ho amin’izany, ka mahatratra ny 2 3 ny mpikambana ny mpikambana andininy 23 raha sanatria ka rava ny faribolana i p-a dia atolotra ny fikambanana mitovy sata sy lenta aminy ny fananan’ny faribolana. |
Chauvin j , jean laborde 1805-1878, tananarivo, imprimerie moderne de |
Fisehoana i ingahy rabeza no eo amin’ny scène, mipetraka eo ambony vato, mihatokatoka miteny irery hoe rabeza izany no hevitro, afaka teo ny ahiahiko . |
Fa ny ezaka hamolaka ny nofon- tsandry hamadi-bainga loha efa solo paika hitaona zezika an-tsobika felatanana kitroina handrombitra ny fandrohdahy sy lamosina hibaby163 |
Rainandriamampandry vita izay ny sakafo niarahantsika nihinana ! Mbola hisy ve sa tsia fotoana toy izao indray ? Manahy aho ! Satria mety hisy. Eny ! Tsy maintsy hisy ato ho ato; na. Anio ? Rivotra mahery vaika izay handalo toa tadio ! Ka hifaoka an-drainareo. Aza taitra ! Aoka ho tony ! Hahatoky ny tsitoha, andriamani... |
Nasolo 20.05.89 |
Eto indray kosa dia hita fa tsy dia miova firy intsony ny fandaniana ara- tsakafon’ny akoho. Manomboka mihena manaraka ny vanim-potoana lalovany aza izany. Misy elanelana betsaka ihany koa ny fatran’ny sakafo mialoha sy ao aorian’ny faha-enim-bolany. |
Halangalana manalangalana |
Arô tany avaratra ô i y re tany avaratra ô tany avaratra be mangahazo arô mangahazo fatô la farine lasa re ireny tany |
Ireo faritra 22 |
Azo zaraina telo ny sokajim-piarahamonina tamin’ny vanim-potoana 1990- |
Rahoviana hoy ny vetsoko, eny rahoviana kosa no ho tran’ny fisarahana ny farafofonainy? Ka ny heriny misinda dia ho aina miavosa hampihaona irony fo mitoloko noratrainy! |
Ny tarehy sy ny bika, nomeny ny olona avokoa, 35- ny vady tiana sy mozika, indray natolony azy koa izao ny tany manontolo, ny fotoana sy ny lasa, indray natolony daholo, 40 ho an’ny olona miasa . |
Raha ilaintsika samy isika ny handatsa-drà mandriaka hampamokatra ny tolona sy hampahery ny olona, tsy maninona tsy akory fa raketo sy izory! |
Hafatra ho an’ny firenena malagasy mitafia herin-tsaina sy herim-po fa aza manao kitoatoa |
Azo ambara fa akora fototra enti-manangana ny boky fampianarana ny lahatsoratra. Noho izany, ilàna fitandremana ny fampiasana azy ; zava-dehibe tokony hatao ny manao fantina amin’izy ireny, mba hifandray amin’izay tena ilaina ny momba izay àry no hasian-teny eto amin’ity zana-pizarana ity. Hovahavahana mifanesy ny hala... |
Fizahan-takila |
Qui est baptisé et professe la réligion de jésus christ les chrétiens adorent un dieu unique en trois personnes 24 tantaran’ ny fiangonana hatramin’ny andron’ ny apostoly ka hatramin’ ny taonjato xviii tak 22 25 baiboly protestanta jaona 14, 11 tak 116 26 baiboly protestanta testamenta vaovao ; jaona 4 24 , tak 27 jaon... |
Misy ny fanafatrafarana ataon’ny velona na ny mpitomany amin’ny maty. Hafarany ilay maty mba hitondra ny velomany any amin’ireo efa nodimandry. Ny fomba anehoany izany dia ny hoe veloma arô amin’i r mitanisa olona efa maty nararaotiny satria amin’io fotoana io ihany no ahafahany milaza izay tiany ho tenenina. Ohatra mb... |
Vondrona a vondrona b tsy fitovian-kevitra kristianina ady tombotsoa mpandala ny feraomby |
Fafana 4 maneho ireo karazana fihetseham-po hita ao amin’ny v. A. |
Mercia azy ny fifampikasihana amin’ny rano dia mitondra aim-baovao hatrany satria ny fahalevonana dia arahina fahateraham-baovao 145 ary i lars vig dia nanambara ny fahitany ny finoan’ny malagasy ny hery miafina ao amin’ny rano manao hoe masina ny rano hoy ny malagasy, satria mahafaty sady mahavokatra ny tany ary manal... |
Kaloiny hatrany izany ao amin’ny dodona 145. |
Ho an’i noro vady andefimandriko |
Par lool date 18 juillet 2008 11 44 mijajika be le izy e ahoana tokoa re zay mba hevitro am zany e. Raha mba ny ahy no atao an zany? |
Ny em hoe maka dia entina maneho ny fampanantenana ataon-drandrenja an-drajao fa alainy rajao, dia hiaraka ry zareo ny fehezanteny mivadi-drafitra |
Mpiangaly poezia, hovinakin’ireo rehetra miaiky fo amin’ny mpihira kanton’ny fitia. |
Ny mpampianatra, dia manao fanontaniana maro mandritra ny fotoana ampianarany. Azo lazaina mihitsy aza fa fitaovana voalohany ampiasainy hifaneraserany amin’ny mpianatra izy io. Miankina amin’ny fanontaniana sy ny fampiharan’ny mpampianatra azy ny fandehan’ny fampianarana, ny fandrosoany, ary ny fahazoan’ny mpianatra a... |
Eto i voahary no mampitovy ny tenany amin’ny zaza maditra namono nahafaty ny vady aman-janany izay mbola tsy hary akory izy ka nanamelo-tena mafy. Ny hampitovy ny tenany amin’ny zaza maditra no hitany fa mahamendrika azy. Ny zaza maditra moa dia ireo zaza tsy laitran’ny fananarana sy ny teny mafy atao aminy. Fanovana e... |
Va embona gaigy , tak 87 |
Izany sakafo dia aoka fotsiny mafilotra mantsy ny betiravy, ka mitelin-drora ny vahivavy; rehefa lamoka izany laoka, dia manjary misafo saoka, aoka re, aoka re, aoka re, veloma re. |
Famaritana mba ahafahana miroso amin’ny fahafantarana ny gazetiko, dia hojerena manokana mialoha ny fanehoan-kevitra sy ny manodidina ny gazety sy ny serasera. Izany no nandraisana mpandinika vitsivitsy nandinika manokana ny momba azy ireo. |
Noho ireo zava-niseho samihafa teo amin’ny fiainan’i samuel ratany ireo dia nibitsika taminy ny aingam-panahy nanohina ny fihetseham-pony, nobaboin’ny |
Vous nous avez fait un grand honneur en acceptant de présider le jury de soutenance de ce mémoire malgré les lourdes tâches qui vous incombe. Veuillez trouvez ici notre profonde gratitude et nos remerciements sincères. |
Soa ka no toa elaela tsy nandalo? |
Izany dia hampitombo ny ambaindain’ny literatiora malagasy. Hoy indrindra i f rakotonaivo, raha milaza ny anjara toeran’ny soratra , na tahirin-kevitra izy ny soratra izay mivela mantsy dia lovan-tsaina sarobidy ho an’ny taranaka, ka hipetraka maharitra ho vavolombelona. 4 -eo ny fanasongadinana fa misy asa soratra mir... |
Fanazavana sy tsoa-kevitra ny mpisolo tena tampisaka ko no tena miverimberina indrindra. Mahatratra iraika amby enim-polo amby zato 161 izany ao anatin’ny tononkalo miisa dimy amby teloplo 35 ; ary mahatratra telo amby telopolo isan-jato 33 ny tahany. Izany hoe, feno azy ny ampahatelon’ny tononkalo. Manaporofo izany fa... |
Haray. Taratqsl, i cilll y an-taerana lzahclll; twatqsl, i dclegue ny fanga1. Ahana. Bcts ika mankato ny jampiharana n! , i pina mena11ozona. Ny mal. Ihclo fa i. Sy i. Antcraka ny dilli mcravozooa izay nananany |
Ny olona efa tia dia matotra am-pinoana raha tojo fitsapana mijoro tsy mirona. |
Mijery ny lafiny kanto ao amin’ny tantara foronina. Famaritana |
Nitantara ny zava-nisy tamin’ny 1947 ihany koa ity mpanoratra iray ity. Nilaza ny fahoriana niainan’ny vahoaka malagasy tao anatin’ny ady sy ny fahafatesan’ny olona marobe. Anisany nomarihan’i nasolo manokana io, ka nilazany fa sivy alina ny maty. Nanampy trotraka izany rehetra izany, ny fijaliana ara-tsaina nahazo ny ... |
Dons a grande so le a batons rompus avec di |
Ary mba tsy hijanona ho amin’ny fahaizana ilay voambolana fotsiny ny fahalalan’ny mpianatra, dia tohizina amin’ny fampiasana azy anaty fehezanteny ny fanazarana. Manan-danja amin’izany ny fampiasana am-bava, anehoana ny fahaizana miteny. |
Raha ilaozanao aho dia ho maizina ny lalako raha mamoy ahy ianao dia tsy hisy ny hasambarako |
Manjaka koa ny fakana an-keriny ireo foto-piveloman’ny madinika, toy ny tany voleny. |
Raki-bolana amin’ny teny frantsay sy amin’ny teny malagasy. |
Fahalalana ary ny fifandraisan ny mpampianatra sy ny mpianatra31. Ao amin io telolafy io no ahitana ireo tendro telo ametrahana ny fahalalana sy ny mpampianatra ary ny mpianatra. Mifandray hatrany ireo tendro telo ireo araka ny ahitana azy amin izao kisary manaraka izao. Kisary 2 ny telolafin’ny haifampianarana |
Haroiny amin’ny sotro hatrany ilay ranon-joro ao anaty vilia; eo akaikin’izany ny famaky sy ilay akoholahy nalatsa-drà natao sorona na tsia arakaraka ilay mpanafa a no hanaovany sorona ilay akoholahy mena na tsia fa mety hoentiny mody izany ary ny emboka dorana azo tamina ditina haramy sy vazoa ary hoditra emboka, izay... |
Fahalalana heverina fa ananan ny mpianatra teo amin ny endrika ivelany nomena ny tononkalo, dia natao malala- drafitra ireo tara-kevi-baventy nahazo vahana tamin ny vanim-potoana mitady ny very o ny fivetsoana ny lasa o fihirana ny zavaboaary o fikaloana ny hatsaran-tarehy |
Fehezanteny fohy no nentin ny mpanoratra nandoko ny fihetseham- pon i miaro sy ny rainy tamin ny nahafahany fanadinana. Tak 13 ny fo no oriory. Madilo ny sofina. |
Remarque il est à noter qu’on aurait dû distribuer gratuitement ces produits contraceptifs mais pour que le salfa prenne part au paiement des frais et puisqu’il ne reçoit pas des subventions de l’etat malgache ; on a institué cette participation, aux frais de ces produits. |
Maro ve ny olona manao fanabeazana aiza? |
Vavolombelon’ny 1947 tata max 1907-1983 sambatra ny mpampihavana, fa ho zanak’andriamanitra. Fony teto i tata max, dia namafy fofo-manitra ka ny malagasy mantsy mba ho tia hifankatia ; tia tokoa ny fireneny, tia ny taniny satria 5- sady vonona ho tia, na ny ory na ny manana, ka ny fenitra an-doloha ny orimbatom-pihavan... |
Ny filohan’ny fram ao ambatomainty |
Fanamarihana misahana andraikitra goavana tokoa ny fianakaviana eo anivon’ny fiarahamonina. Ao mantsy no fototra ivelaran’ny maha olona. Noho izany, ambara fa ao ihany koa no fototra ifaharan’ny fampandrosoana. Anjaran’ny fianakaviana ny manomana ny zanany mba ho tonga olom-banona. Noho izany, tsy tokony hanao an- tsir... |
Loharano mevaharisoa dina, sary pika, aogositra 2016 |
Masony havia koa dia nikimpy tsy nihiratra taorian’ny famaizan’ny ilan’ny lohany sy ny faritra an-kavia rehetra. Marobe ny dokotera sy ny mpanampy azy ireo ; nisy koa relijiozy maromaro nanampy tamin’ny fitsaboana sy tamin’ny fampaherezana ny namany. Indray mandeha izay , dia nafana fatratra ny resaky ny mpitsabo fito ... |
Différencier, c’est organiser les interactions et les activités de sorte que chaque élève soit constamment ou du moins très souvent confronté aux situations didactiques les plus fécondes pour lui. 42 rompre avec la pédagogie frontale, la même leçon, les mêmes exercices pour tous ; c’est surtout mettre en place une orga... |
Eldorado ? |
Fafana n 1 maneho ireo voambolana ilazana ny vehivavy |
Entanina ny olona hanaja sy teny am- hikolo izany fananana paran’anda |
Hevitra sy ny zavatra misy eo amin’ny tontolo manodidina ny olona iray dia ilaina. Raha tsorina dia tokony hisy sary samihafa ao an-tsain’ny olona entiny manondro ny hevitra sy ny zavatra isan-karazany manodidina azy. Manampy sy manamora ny famolavolana ny hevitra ny fahaizana teny iray na maromaro. Moramora kokoa amin... |
Dingana fizotran’ny lesona fanamarihana |
Malzac sy abinal izay nanoratra ny boky rakibolana malagasy ny taona 1921 vao nisy mompera malagasy niasa voalohany tao. Toerana nanaovana batemy an’i frera raphael louis rafiringa, olon- tsambatra ho an’ny mpino katolika ity fiangonana ity. Ary mompera frédéric no curé ankehitriny. Nisy fotoana nanakanana ny fanavaoza... |
Enthronement of king, king, ritual, sacred, power, belief, society, anthropology of religions. |
Vita hatreto ny amin’ialahy n’inona ho lazaina tsy ho ela dia ho anirotra ny lasa sisa tantaraina. |
Mavoloha ny vahoaka, notarihin’ny mpanohitra ny 10 aogositra 1991, ka nosetrain’ny miaramila tamin’ny tifitra variraraka. Maro ny aina nafoy sy ny olona nitondra takaitra tamin’izany. Nijoro ny fitondrana tetezamita notarihin’i guy willy razanamasy taorian’ny 31 oktobra 1991. Rehefa natao ny fifidianana filoham-pirenen... |
Ny andininy farany amin’ity tononkira ity dia maneho ny famaritana ny fanjakan’andrianampoinimerina, misy ny vahoakany, ka ny vahoakan’antananarivo, izay analamanga fahizany, no nisy ny antsoiny hoe voromahery 382 tany no farany atsimo. Ny mponina ao amin’ny faritr’ambohimanga kosa indray, no nataony hoe tsimahafotsy, ... |
Réponses xi 22 effectif ni fi en 1 8 40 2 12 60 3 0 0 total 20 100 source auteur, 2013 |
Siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit. 67 |
Haimah sedra, sedra! Inona daholo izao mihatra amiko izao e! Fa inona loatra ny tsy nety nataoko e, inona! ? Inona hoy aho! Mozika |
Instat cahier e. P. M 2002 |
Dia hoy i s. Ela, mpanoratra namany nangina ny feon-dehilahy fa lasa any an-tanim-panahy ! Tsia ! Ny vatany angamba no maty ! Fa ny hirany mamelovelo, mazàna manako ao anaty; mety hisy hanadino ny anarany, fa betsaka ireo mahatsiaro mbetika andininy vitsy, indraindray andalana maro. |
Origine du asa ampinga nous avons relevé les déclarations de plusieurs personnes, particulièrement celles des plus de 60 ans, il s’agit de le 10 octobre 2003, rakotonirina charles 70ans, demeurant à ambohimandroso d’andina, et mr raleva, 65 ans, habitant d’ambodihady andina, le 11 octobre 2003, mr rakotorahalahy rollan... |
Momba ny hira gasy |
Dada ! Père! Hitako fa efa je vois que pèsent sur tes épaules manindry an-tsorokao le poids de toutes ces années de lutte ny vesatry ny taona rehetra nitolomana que tu as menées ; kanefa mbola maro ny ezaka tsy efa et ils sont encore nombreux ikirizanao les efforts auxquels tu t’accroches sy itohizanao et que tu contin... |
Mahatonga tsy fivoarana, satria lany andro mitady fomba |
Tanàna. Ohatra ivato, ihosy, ilakaka. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.