text stringlengths 10 11k |
|---|
Niry solosoa 16.08.96 |
Amin’ny maharesaka ifanaovana ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo dia toa mandeha ho azy ny fomba fitenenana toy ny amin’ny fiainana andavanandro ihany. Manamarika izany resaka ifanaovana izany ny fampiasana voambolana vahiny nohagasiana. Misy amin’izy ireny no avy hatrany dia nalain-tahaka tamin’ny alalan’ny fanonona... |
Heverin’ny ntaolo eto, fa ny fahaverezam-panahy, dia tsy fananana intsony ny hery ahavitan-javatra. Lasa miraviravy tànana ny olona very fanahy. |
Fisarihana ny mpihaino hiatrika akaiky ny sokajin’olona roa samy hafa endrika ivelany sy toetra anatiny no ataon’ny mpiventy. Ny manaitra dia ny fandaharan’ny mpiventy ireo fanoritsoritana ireo amin’ny parallélisme ka fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana, mandravon-kevitra no hita eto. Nitoviana ary niraisan’ny... |
Ny mpanoratra moa dia sahala amin’ny hoe zara ananan’ny tena misy olona efa voatokan’ny nahary ho amin’izany toerana izany 76, hoy i randja zanamihoatra. Araka izany, ny maha poeta dia avy amin’andriamanitra. Izy no manome ny talenta sy ny aingam-panahy ao amin’ny poeta; izany dia iavahan’izy ireo amin’ny olon-tsotra. ... |
Asehon’ny fampiasana teny roa mifanova toerana ny métonymie. Amin’izay fifanovan-toerana izay dia misy rohin-kevitra mampifandray azy ireo. Araka ny voalazan’ny mpandinika malagasy momba ny sarin-teny dia fomba filazan-javatra ankaloka ampiasana ny teny manondro zavatra iray a hanondroana zavatra hafa iray b ny métonym... |
Matoa aho misento, matoa ngômangôma ’zay antony? -tsisy f’izaho izany foana izaho izany mihitsy e! |
Literatiora nentim-paharazana malagasy na ny fototra niangana, dia ny fandinihana ny baiboly izany. Natao ho an’ny sokajin’olona rehetra ny asa fikarohana atolotray, na ho an’ny mpianatra, na ny mpampianatra, na ny mpitondra fivavahana. Satria na dia atao aza hoe mahakasika ny lafiny finoana an’andriamanitra no tena ni... |
Rehefa vory lanona eo amin ny tokontanim-pasana ny zana-drazana sy mpiray kibon omby ary mpanotrona hafa dia manilika ny vato eo amin ny vavavokaka ny zokiolona ao amin ny fianakaviana. Ny vokaka dia ilazana ilay tany alaina eny amin’ny fasan’andriana hanaovana velirano na fianianana91 araka ny famaritan- drajemisa rao... |
Sary 07 sarety vy vao vita haranty aseho ny mpandalo sary ny mpikaroka ny 28-09-16 hoy ny malana nandritry ny resadresaka na teo aza ny |
Présenté par rasamiarimanana rivoniaina |
Fahefatra, ahitana karazana sary ao. Misy sary nalaina tamin’ny fakan-tsary ohatra ny sary laharana faha-35 sy ny laharana faha-42 ; misy ihany koa sary hosodoko ohatra ny sary laharana faha-1; faha-17 ; misy ihany koa ny sary miloko ohatra ny sary laharana faha-7 ary misy ny sary tsy miloko ohatra ny sary laharana fah... |
Toko 2 tetika fanadihadiana ifotony ao mahamasina |
Rasoalao kosa, hono hatrany ny |
Fanatsarana ny fampianarana tsangan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany no tanjona tamin’ny fanolorana ireo tolo-kevitra rehetra ireo. Rehefa nahatsapa mantsy izahay fa tany amin’ny resaka fanomanana mihitsy no fototry ny olana tsy nahatafita ny lesona nampianarin’ireo mpampianatra ireo, dia ny soso-kevitra mifanandrif... |
Tao amin’ny fizarana faharoa kosa no namakafakana ireo endrika ivelan’ny tantara foronina. Na dia tsikera manome vahana ny hevitra aza no nampiharina dia tsy natao latsa-danja velively ny fijerena ireo singa mandrafitra ny tantara. Nizara roa ny fandinihana, ny tapany voalohany no nijerena ireo singa telo lehibe mandra... |
Ohatra ana wa-ana wana zanaka enzi enda wa-enzi wenzi namana izi wa-izi wezi mpangalatra |
Teo amin’ny mpianakavy |
Momba ny andininy |
Fandinihana fampidirana ny lesona vaovao manaitra amin’ny hatsarany fa tsy toy ny fahita na mahazatra amin’ny andavanandro. Fehiny izany hoe ny literatiora dia fanehoan- kevitra amin’ny fomba kanto, ka atao amin’ny alalan’ny teny soratana na tononina. Raha ambarantsika fa amin’ny alalan’ny teny soratana na tononina no ... |
Mba hahamarim-pototra tsara ny asa izay atao dia nisy ireo fomba fiasa narahina tao aloha sy nandritra ary taorinan ny fanadihadiana. Nampiharinay nandritra ny fanangonana ny akora iasana ny fomba fandinika mampandray anjara mivantana ny mpanidika na ilay antsoina hoe approche et observation participantes dingana telo ... |
Teny fototra antrôpôlôjia, fihariana, toe-karena, rafi-pisainana, akoho manatodilava, akoho gasy |
Levi-strauss claude 1958 anthropologie structurale i. Paris plon, 452 p. |
Tsy azo lazaina ho lehilahy ratsy i sokrila, saingy voan’ny tsy fidiny satria kamboty vetivety, ary tsy maintsy mitolona mbola zaza tamin’ny ngidin’ny fiainana rmp tak 47. |
Op. Cit 15 |
Izao asa fikarohana izao no tanteraka dia tsy noho ny hery sy tanjakay samy irery fa tao dia tao tokoa ny fanohanana sy fanomezan-tanana avy taminareo sokajin’olona samihafa. Isaorana lehibe docteur ramanambelina henriette, maître de conférences, talen’ny sekoly eto amin’ny e. N. S, raiamandreny mpanabe, mitantana ny s... |
Andranob e |
Fehiny hita taratra ao anatin’ity tara-kevitra mikasika ny embona sy hanina ity koa ny hetahetan’ny malagasy te-hahaleo tena tanteraka sy ny alahelony raha nosarahina an-keriny tamin’ny fiandrianam-pireneny. Nasehon’ny mpanoratra anefa ny fisian’ireo olom-pireneny sasany, izay manao tsinontsinona ny tanindrazany, noho ... |
Oft mpanefy |
Sa my hi ta 290 |
Concernant la rentabilité économique de l’investissement, elle est plutôt faible à cause du moindre taux de profitabilité. Par ailleurs, la tpflm ne réalise de bénéfice qu’à partir du 6è mois pour le semestre et ne dispose que d’une faible marge de sécurité. |
Ny anadiplose |
Ravony no lasa praiministra. Tsy nitovy fomba fijery loatra anefa izy sy ny filoham-pirenena. Nanova lalàm-panorenana hahazo manendry praiministra izay tiany hiaraka aminy ny filoha. Nohafoheziny ho dimy taona ny fotoam-paharetan’ny filoha ary indroa ihany no mahazo mirotsaka hofidina amin’izany andraikitra izany. Nana... |
Ampandroasoana fatratra ny fianarana, ny taozavatra, ny fambolena, ny fiompiana, ny varotra sy izay rehetra iombonan’ny fahalalana sy ny haren’ny vahoaka. Vita tsara ny lalambe maro sy ny lalamby ka mandroso ny fifanohizan’ny foko rehetra sy ny fifampivarotany. Ny tanàna dia voamboatra tsara. Ny ain’ny vahoaka dia voat... |
Fampiharana azo tanterahina a. Eo amin’ny lesona fandrosoana, ohatra, dia mampiasa ny fandaharana inona ny vaovao? Ka miainga amin’ny fampahalalana ny fivoarana misy any ambanivohitry ny mpianatra tsirairay izany. Asa azo tanterahana am-bava na an-tsoratra ihany koa io. B. Manome anarana sakafo vitsivitsy dia anontania... |
Adolphe razafitsalama, boky efa voalaza, tak 46. |
Ohatra vitsivitsy no hatolotra amin’ny fanazavana ny fomba fanoritsoritana ny toerana miainga avy amin’ny zava-misy. Avoitry ny mpanoratra ao amin’ny aml 3 ny fahasamihafan’ny fiainan’ny fotsy sy ny mainty hoditra ao afrika atsimo nandritra ny fitetezan’i fredina sy i andry ny tananan’i johanesbourg. Ny teny afovoan-ta... |
Memoire de capen |
Azo ambara noho izany fa fantatry ny mpianatra tokoa ny zavatra tokony hataony mba hampahomby tsara ny fianarany eo amin’ny taranja malagasy. Araka izany, matoa misy ny tsy fahombiazany dia tsy notanterahany ireo andraikiny ireo. H. Fanontaniana mikasika ny fitiavana ny riba na ny literatiora ny riba sy ny literatiora ... |
Hobiana, in, tsingerim-pitia n 5, va tak 74 |
Tanjona ankapobeny mpianatra afaka manakatra ny rafi-pisainana malagasy tarafina amin’ny teny sy ny fihetsika ary ny fomba amam-panaony ; mandrindra ny fihetsiny sy ny fahalalana azony amin’ny soatoavin’ny fiarahamonina misy azy sy ny fifandraisany amin’ny mpiara-belona aminy ; mampiasa ny fahalalana azony mikasika ny ... |
Ii-1-1-2 la population a nombre d’habitants la population actuelle de manjakandriana compte dans l’environ de 216232, sur une occupation humaine moyenne de 107 hab km2 la répartition de la population globale par activités se fait comme suit secteur primaire environ 51330 d’habitants secteur secondaire environ 220 d’hab... |
Ny fitiavana ny endriky ny fitiavana rehetra dia saika hita soritra ao amin’ny tononkalo avokoa ny fitiavan-tanindrazana, ny fitiavana eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka, ary ny fitiavan’olon-droa. Saika hita soritra avokoa, hoy izahay teo, satria toa voafaokan’ireo avokoa ny fifandraisana. Ny tanindrazana dia maha... |
Fianarana zavatra roa tsy afa-misaraka ny fampianarana sy ny fianarana. Matoa misy ny mpampianatra mampianatra dia efa ao izay ny mpianatra mianatra sy ny votoatim- pahalalana ampianarina. Raha ny hevitra fototry ny teny hoe fianarana araka ny voalazan- drajemisa raolison 1985 288 dia fampifantohana ny saina mba hahay ... |
Jolay 2003 ratsimaholy francinet |
Natolotra tato amin’ity toko ity ny teôria hitondrana ny asa manontolo. Nasongadina teto ary fa ny antrôpolôjia mandalina ny finoana amam-pivavahana dia mandray ny finoana ho toy ny singan-javatra iray ary azo dinihina araka ny maha izy azy eo anivon’ny fiarahamonina iray izay entanin’ny toe-panahy tia manaja ny fahasa... |
Loharano andriamatoa rakotoson samuel, sefom-pokontany fenoarivo, taona 2014. |
Raha ny sekoly ao fandriana no asian-teny, dia izao no azo ambara efa hatramin’ny taonjato faha xix no naorin’ny misionera tonga tany ny sekoly, izany hoe niara-tonga tamin’ny finoana kristiana izany, ka tamin’ny taona 1887 tany ho any izany. Nahazo tombony araka izany ny terak’i fandriana eo amin’izay lafiny fanabeaza... |
Rah’volana feno tsy anjara aleoko miandry ny tsinana misy sombiny azo amihinana aleoko ! ! |
L’intronisation du roi est une coutûme pratiquée par la société antemoro anteony, pratique et réalisé de nos jours. Une personne est consacrée roi après le rituel effectué à ce propos. Une fois, ce rituel accompli, les peuples antemoro croient qu’il a le pouvoir, la force, la sacralité hasina pour assumer la tradition ... |
Na teo aza ny fanabeazana nataon’ny reny, nisongadina tamin’izany ny fitaizana ny toe-po amam-panahin’ny zaza, ny fikarakarana ny momba azy ireo. Manana ny andraikiny amin’ny fanabeazana ny ankizy ihany koa ny ray. |
Solohery b. D. R 1979 rajoelisolo charles, mpanoratra mpitarika mpanoraratra in hiratra lah.1, antananarivo 1979 tak.69-94. |
Ny fotoana nanombohany nanoratra |
Rni 25.04.90 |
Wellek et warren , op. Cit dire qu’un auteur doit exprimer pleinement la vie de son époque, qu’il doit être représentatif du siècle et de la société auquel il appartient. P133 |
Ny vaninandrontsika dia fanjakan-dravola mahery sy matanjaka, tsy ho lefy, tsy ho tola! Lalamben’ny vola ny vaninandrontsika, fanjakan-dravola ny seha-politika, volavola foana ny eritreritsika, ho famehezana izay fitiavam-bola teo amin’ny fitondrana izay, dia nambaran’i niry-solosoa fa fanjakan-dravola ny seha-politika... |
Tsia 89 67,93 |
Hanolotra ny fony ho an’olona tsy tiany, na dia tsy tonga taona hitondra tokantrano; ny reniny no fositra rangorim-pahoriany 10 nampiditra ny angano nekeny am-pandeferana tsy misy fanoherana |
Olon-tiany izany hoe toy ny famintinana kely ihany ny voambarany eto. Toy izany koa no hita ao amin’ny nofy lalina. Ilay endrikao izay nahasarika ahy ilay toetranao tsara fanahy malefadefaka fijery maontina fomba sy fiteny ireny rehetra ireny no nahasarika ahy hanonofy anao |
Rajaona, op cit, tak 24 258 va 058, op cit |
Rajaona s , takelaka notsongainaii, éd ambozontany-analamahitsy, 2000 antananarivo, 478p; ravelojaona, firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, boky ii, litera a, 1940 éd imprimerie tananariviènne, tananarive , 512p ; ranaivosoa a d , mpampianatra mpikaroka ens ampefiloha, 2012 ny mpitarika na leader , serasera am-... |
Teny fampidirana mahantra olom-banona ny firenena malagasy ; izany no nahatonga anay nifidy ny lalam-piofanana ho mpampianatra eto amin’ny ecole normale superieure , mba hahafahana mamolavola olom-pirenena mendrika. Aorian’ny fiofanana, dia tsy maintsy manao asa fikarohana iray ny mpianatra mba hahazoany ny mari-pahaiz... |
Ny fanokafana ny fiomanan’ny mpifanandrina amin’ny ady hevitra no tondroina amin’izany. Mandray ny anjara toerana sy ny andraikitra manandrify azy avy ny andaniny sy ny ankilany. Mbola ny tari-dresaka ihany no maneho an’izany. Ilezoma no hiala nenina, izany hoe hanolotra hevitra an-dratovo mba hiovany hevitra. Izy izan... |
Toerana nis eho an’ny tantara antananarivo, menerinerina, kiangara, lalana mankany mahajanga. |
Sary lah. 2 ny tanànan’i mangatany tazanina avy eny andrefana |
Adala 4 tandremo, fa raha ny hadalako no amparina eto tsy tanty an! Tsy kely ray mantsy ny aty fa iva dia, tsy banga fa makaka nify, ary tsy sola fa mazava ray, ka raha sandry |
Ny maty no miverina tsy misy mpampitohy. Maneho ny fiafaran’ny fiainan’ny zava-manana aina rehetra. Ny olona nahavita ny adidiny teo amin’ny fiainam-pahavelomany, tsy manan-katahorana ny amin’ny fiainan’ny taranany any aoriana. Efa misy mamy na zava-tsoa navelany ho azy ireo ho lovany nanao fatin-drenitantely izay nasi... |
Fandevenana an-drandria |
Ka mora hahazahoana olona. Ireo asa sôsialy ireo dia azo lazaina ho anisan ny fitarihana ny olona ihany, fa amin ny ankapobeny ny fiangonana ôrtôdôksa dia tsy mitory eny an-dalam-be na mitety trano, na koa mitaona ny olona hiditra ho mpikambana ao aminy, fa ny olona no avelany hiditra ho azy ao, amin ny alalan ireo tom... |
Soa ny lehibe miandranandrana izany e, dia ny kely tsy mahay miaina. Tsy 940- misy afa-miala fa samy rangory fototry ny afo daholo |
Ao amin’ireo tantara sisa kosa dia nahitana ny fiaraha-miasan’i andry tamin’ireo olon-tsotra anisan’ireny i camalo sy i sonia ao amin’ny vh, ary ireo vahoaka mainty hoditra tao afrika ao amin’ny as. |
Fandravonana ireo fiheverana samihafa ny tantara foronina dia lahatsoratra tsotra, noforonin’ny eritreritra avy amin’ny fahitana ny zava-misy. Asa soratra mirakitra fitantarana. Miresaka trangan-javatra amin’ny antsipirihany kokoa. Tantara lava izy araka izany ary izay no toetra iavahany amin’ny sombin- tantara. Mivela... |
Ny fitiavana eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka tsy azo dinganina ny fatoram-pitiavana misy eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Io no kofehy mampifamatotra akaiky ny ra mampiray azy ireo. Mikalo io endri- pitiavana io ny r. Fidimanantsoa. Indro santionana tononkalo maneho izany rotsin’i dada t36 193 mangina, mangi... |
Dictionnaire français-malagasy, edition ambozontany-analamahitsy-antananarivo, 860 p |
Sarintany 3 ireo renirano manodidina ny helodranon’antongil loharanon-kevitra bd 500 ftm, angap, wcs mpanatontosa wcs antongil bay seascap program, oktobre 2012 |
Samy manana ny heviny sy ny fomba fahitany ny momba ny fitiavana misy eo amin’ny olon-droa, ny ankabeazan’ny mpanoratra. Ao ireo mampitovy azy amin’ny zava- manana aina rehetra, manana ny fiandohany na fitsiriany, ny fivelarany ary ny fihafarany. Manantitra izany ny voalazan’i siméon rajaona hoe raha fitiavana no resah... |
Maneho ny vokatry ny zohin-kevitra narahina 42 |
Ny fiainana mihitsy no tsy mamela ny olona hipetrapetra-poana ety an-tany ety f’isika moa voazona, voaozona hitolona voaozona hitrongy mandrakizay doria ! Nomena antsika ny aina saro-bidy indrindra nanampy izany koa fo, fanahy sy saina ireny rehetra ireny ? Hoentina mamindra an-dalan’ny fisiana. Hitady ilay maraina !19... |
Tsara tarehy tokoa i sahondra, ary tsara didy ny akanjony. Ny andilany malefolefo, ny fijeriny sahisahy, ny tratrany mihantsikantsika, ny vozony tsara fihatsaka, ny famindrany matotra dia matotra, ny tsanganany lava sy tsara tefy! Nibika tena teo anoloan ny fitaratra izy, kely ny fitaratra ka niakatra tamin ny seza i s... |
Fanazavana ny fafana araka io fafana io ambony io dia hitantsika fa anarana malagasy avokoa ireo nandrafetan’ny mpanoratra ny tantara. Raha mbola idirana lalina dia tsapa fa anarana notovozina avy amin’ny toerana eto anivon-tany. Manaporofo izany ny fisian’ny mpanoritra ra- izay mampiavaka ny anarana malagasy. Izany di... |
Fehin’ny fizarana fahatelo |
La rivière cours d’eau de faible ou de moyenne importance qui jette dans un autre cours d’eau ; |
Ny fiainam-piarahamonina amin’ny ankapobeny mihitsy no tokony ho fantatr’ireo mpanao asa fampandrosona alohan’ny hampijoroany ny tetika asany. Ao anatin’izany ny tantaran’ny faritra, ny fomba amam-panao, ny finoany, ny fifandraisan’ireo mponina ao satria ireny no maha fiarahamonina ny fiarahamonina araka izay ambaran’i... |
Fokontany filoham-pokotany anjahamarina 1 barison jackob varingohitra betsimaika felix ankiakalava 1 kalo julien amboditsoha velomanoro hoylam ampatsona ramarotiana claude emile ambodivoafaho dominique soso ankiakabe be jacnarison louis ambohitsara jaoharivelozafy essé claujus ankiakalava 2 zefo céléstin antaimby batsi... |
Fafana 4 ireo antony tsy hanapahana ny fianarana amin’ny taranja malagasy lahy vavy |
Ho an’ny biby fiompy eo amin’ny fiainany; mazava ho azy fa kely ny vokatra ary eo an- toerana ihany no mihodina izy ireny. Toy izao àry izany vokatra izany araka ny fanadihadiana nataon’ny kaomina23 fafana 05 |
Ny anjara toeran’ny hitsiny eo amin’ny fiarahamonina. Manao fandraka amin’ny fiainana f’antsoina izy hanao fisainana ny hitsin-kevitra izay aseho. Koa misy tanjona hotratrarina |
Boky i , tak 81 |
Rojo manahoana i sedra? |
Manana ny lanjany lehibe ho an’ny kaominina ao antanetibe mahazaza tokoa ny fiompiana akoho manatodilava. Hatramin’ny nanombohany ka mandraka ankehitriny dia mitondra fampandrosoana maro ity seha-pihariana ity. Eo anatrehan’izany, inona kosa no anjara toerana omen’ny mponina ny akoho gasy? Andeha horesahantsika ny momb... |
Samy mampitondra zioga mavesatra ho an’ny mpanoratra. Na dia teo aza anefa ny zioga nentiny amin’ny maha-olombelona azy; tsy nilofika izy fa nikaro-bahaolana hatrany hitondrana ny fiainana. |
Hilahila manginahina |
Ny feo manga tsara indrindra 5 |
Crédit bail 0,00 0,00 actifs courants d’exploitation passifs courants d’exploitation stocks et en-cours 58 752 692,73 39 941 478,76 dettes fournisseurs 92 532 554,20 39 106 873,17 créances clients 26 602 402,34 14 595 615,32 autres dettes 48 676 524,06 62 181 087,72 autres créances 10 330 399,12 22 212 050,01 |
Kanefa mbola nanafatra trano |
Fahamboniana eo amin’ny fiarahamonina, tsy misy olona azo samborina raha tsy voafaritry ny lalàna, tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna.102 fanampin’izany, ny dinan’i melaky dia mbola mifanohitra amin’ny zon’olombelona ihany koa satria tsy manaja ireto lalàna manaraka ireto art 3, ny olona tsirairay dia m... |
Lohasahan-dranomaso tsy aharetam-pifaliana; feno sopatra sy ankaso tsy mety lany fijaliana. |
Gazety hehy, 13 martsa 1964 |
Firy ny iray tampo aminao? |
Hoy mama 72 ankoatra izay, araka ny fiheveran’i ny eja, dia ny reny no mahatsapa kokoa ny zava-mitranga amin’ny zanany. Amin’ny ankapobeny mantsy, dia izy no misahana ny ao an-tokantrano, raha mitady vola ny androntokom-piainan’ny raim-pianakaviana. Raha misy manjo ny zanak’izy ireo, araka izany, dia toa mahavantana az... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.