text
stringlengths
10
11k
A, tn 1 asa maizina , tak. 2-3 199 v. A, tf 2 ny renikeliko , tak.107
Stelarim anjerimanontolo 1987, la bible source d’ inspiration poétique hiratra n 5, anjerimanontolo , imprimerie tfm
Ririnina mandririnina
Araka ny efa voalaza tany aloha, dia tanora vao misandratra ny mpanoratra nofidinay. Ny tanjona kendrena dia ny fampahafantarana ny mpamaky ny mombamomba azy sy ny asa sorany. Misy ny olona izay mahafantatra an’i haingo, fa eo amin’ny lafiny hira sy amin’ny maha olon-tsotra azy. Maro kosa ny mbola tsy mahafantatra ny a...
Tsara ihany ny manamarika fa amin’ny alalan’ny kofehy manokana mpitondra herinaratra no ifandraisan’ireo singa ireo. Andeha haseho an-tsary eto ambany ireo karazana solosaina roa ireo.
Na dia aiza izy e aiza razezo fa tsy teraka any an-tsaha aiza ny tompo fa tsy ao an-tranon’omby fihaverany azy tsy mitovy amin’olona o na dia ny herin’izy tompo tsy mba tratran’ny sain’ny olombelona
Mpampianatra mpitarika rakotoarison angelot richard
Anie izao fanatanteraham-panambadiana izao, ary ho eo ambany fahasoavanao ny ho fiainan-tokantranon i raivo sy solo, amin ny anaranao jesoa kristy. Voninahitra ho an andriamanita irery ihany amena.
Miharihary eny anivon’ny fiarahamonina ny tsy fanomezana lanja ny teny malagasy, indrindra moa ny taranja malagasy. Ireo mahay teny vahiny dia mirehereha er? Mampiasa izany eny amin’ny sehatra samihafa. Ny mampiasa ny teny malagasy kosa dia toa mihafihafy sy misitritsitrika.
Io lakolosy io koa tsy niova, taona iray mahery izay no ningaona, kendakenda tapatapaka fitaika tany an-tsefan-draho-mainty nentin-drivotra nitopa no namerina ny saiko tany anaty nofinofy hody indray eto am-pisiana ka nibitsika ahy hoe ’ndeha halevina i mama ! Lakolosim-piangonana !
Olona voakasika ao anatin’izany ny mpanabe sy ny beazina. Ratsimba georges, efa mpanabe ary asa aman-draharahany andavanandro izany. Mandeha ambaratongany telo ny fanabeazana aminy ny fanabeazana ny zaza, ny fanabeazana ny tanora ary ny fanabeazana ny lehibe. Mihen-danja ankehitriny ny fanabeazana omena ny olona. Toa m...
Ao anatin’ny fotoana mandra-piainaganao indray himpody an-kibon’ny doria ! V. A lah 56 mpivahiny ihany ny olombelona. Zava-boary ambony izy. Nomen’andriamanitra ho azy, hanjakany ny zava-boary hafa, hanaporofoan’andriamanitra ny fitiavany. Tsy vitan’izany fa natolony ihany koa ny zanany lahitokana hamonjena izao tontol...
Le patrimoine culturel immatériel est traditionnel, contemporain et vivant à la fois le patrimoine culturel immatériel ne comprend pas seulement les traditions héritées du passé, mais aussi les pratiques rurales et urbaines contemporaines, propres à divers groupes culturels. Inclusif des expressions de notre patrimoine...
Ny fary mamy, kilasy famaranana sy ny tanjona nokendren’ireo mpamolavola ny boky ary ny fandaharam- pianarana hidirana tsirairay eto ny momba ireo lafin- javatra roa ireo.
Un élément est considéré comme pertinent quand il s’applique naturellement aux situations qui se rencontrent communément à la maison, à l’école ou dans la classe tanisain’i mackey, 1971 153
Nenibe ka iny ihany no nahatonga izao kohhhh. Nahita ity hevitra 785- mandihindihy foana ohatra ny adala ity. Ny fitiavana be dia be fa ny hoza-pe tsy maharaka.
Fiainan’ny firenena malagasy tamin’ny taona 1995
Nisy, na nisy fa maty noho ny doro
Ny tsiaro anaty, mavesatra mafonja tsy mba mety ho foana, na dia segondra monja tsiaro tena mamy madinty toy ny ramy an-tratran’ny tinaiza ; tsaroana, n’aiza n’aiza ! .
Fanafody t11, t15, t18, t30 4 4
Sinton-kevitra
Misy tandindona hafa avy amin’ny sokajin’anarana bantu m- wa- eo amin’ny teny malagasy. Mifanova amin’ny wa- swahili ny va- na ba- amin’ny teny malagasy. Samy manondro olona avokoa ireo tovona ireo. Amin’ny teny malagasy dia tsy misy ny fifamaliana amin’ny tokana sy amin’ny maro. Ohatra anarana manondro olona mitovona ...
Ny tahotry ny ratsy fanahy fa ny irin’ny marina hihatra aminy no homena azy.
Ny literatiora am-bava sy ny literatiora an-tsoratra.
Evans pritchard e 1972
Mbola maro ny mahakasika ny fitiavan ny reny ny zanaka ao amin ity tantara ny zanako ity. Ireo teboka telo lehibe ireo no tena misongadina, ary hita fa manaraka ny lôjikan-kevitra ny fomba nanazavany azy ny niresahany ny ankapobeny momba ny reny sy ny zanaka, ny nanazavany ny antsipirian ny fitiavan-janaka izany, ary n...
Betsaka ny tolona mifanohy rojo, fa mahery ny olona ambininao ho tojo fandresena lalina amin’ireo alina diavin’ny mpisetra ady tsisy fetra
Tsiriry tsy mandao kamory mihirahira sy mitafa; fa na finaritra na ory, dia tsy maniry rano hafa
Mitsinjara amin’ny tokantrano miisa 8947 ireo mponina miisa 5971 ao anatin’ny kaominin’antsahalava.
Ny fandeferana, hono, no mampirindra ny ankohonany.
Soameva mbola miantso vonjy , mikapoka varavarana , fa miha-reraka ny feony mbola a! Mbola an’eritreritra tena tsy tantiko ny maheno ny feon’i neny mihakely toy izany ka! Inona re no hataoko e? Ny zandriko koa ireto tsy misy mety matory fa mipitrapitra mijery manandrify ny efitra nanidiana an’i neny. Fa dia inona loatr...
Ny hanihany sy sangy maneho izany ny eja ao amin’ny hay moa ireny sangintsika ireny toa sarotra fantarina hay moa tsy izaho irery no lasam-borona amin’ny alina ?
Hetsika mahazatra. Ohatra ki-lavaka kilavaka fomban’olona fetsifetsy , ki- mody kimody fomba mandeha mody, fahazarana mandeha amin’ny fotoana tsy tokony hanaovana izany , ki-dodo kidodo fomba fandihy ampisehoana ny fahakingan-tongotra aman-tanana .
Hevitra roa tsy afa-misaraka no fonosin’ny voambolam-pizahoana araka ny voalaza teo. Ny tombon-kevitra faharoa no maneho ny fahitana soritra ny mpiteny ao anatin’ny ambara mety ho raiki-tampisaka ao amin’ilay teny ny tombon-kevitra maha voambolam-pizahoana azy 66. Izany hoe, avy hatrany dia manombana ny zavatra ambaran...
Presente par harin’aivo santamalala gilberto
Feo no tendrena fa tsy sarimihetsika hita na haseho !
Inoana anefa fa matoa mbola hitantsika hatramin’ izao ny gazety imongo vaovao dia teo ny ezaka lehibe nataon’ny mpiandraikitra, ary nanampy azy tamin’ny famelomana ny gazety ny mpamaky. Azo lazaina araka izany fa gazety manana ny maha izy azy tokoa ity gazety ity ary tsy mena-mitaha tamin’ ireo gazety maro izay nanana ...
Taona 2008, lah 1235, 1271, 1278, 1282, 1291.
Sokajy fahatelo andraikitry ny fokonolona tsy mahatafavoaka dian’omby ity dingana manaraka ity indray dia fepetra raisina any am-panarahan-dia;
Niova miandalana ny fifandraisan’izy ireo. Niezaka ny hitony izy mba hisian’ny filaminana. Ahitana fanitsian-kevitra eto, amin’ny fampiasana ny teny savily tsy fa. Izay nenti-nanasongadina ny hevitra lazaina ao amin’ny tapany faharoa babo manan-kambo
Lovako t11, editions ambozontany-analamahitsy- antananarivo, 240 tak
Guillaume g 09 janvier 2013
Ny fin ri.1mbem-panang 111an;1 vo i. ! Oh my h 1trehin ny filohan’ny fckontany handanlana ny fitsipim-pitondran 1. Ny fitsipika anaty, ny dina, hifidi.1nana ny mabr. Rn ’ny birao, hifidianana ny mp.111; i. Ra-maso 11 bonty sy ny volan ny fikambanana ny fifidianana d, i at.10 i. ; nin ’ny abbn ’ny b1.5a-lx1to miafina. B...
Hoy koa rado tao amin’ny gazety midi madagascar, 03 aogositra 1987 poeta avokoa ny olona rehetra fa ny mpanoratra no karazana fantsona mamoaka ny fihetseham-pony ho fantatry ny maro. 36 izany hoe, mitovy amin’ny olon-drehetra toy ilay voalaza teo ambony ihany izany ny mpanoratra fa tsy olon-tsoa ka tonga lafatra , hoy ...
Aorian’ny fahatanorana tsy maintsy miditra amin’ny fahalebiazana na fahanterana. Tsy ho tanora lalandava rahateo. Arakaraka ny hirosoana amin’ny fahalebiazana no hitomboan’ny fahamatorana.
Fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra na maître fram no nanankinan’ny fanjakana ny asa fampianarana. Tsy dia nahazo fiofanana anefa izy ireny ka tsy mahagaga raha nihena ny lentan’ny fampianarana. Ny mpianatra no nizaka ny voka-dratsiny. Ary ambonin’izany, mbola tsy afaka ny tarazo navelan’ny fanjanahantany teo am...
Rabary pasteur , daty malaza, boky i, 31 desambra 1822, p.50
Mba fantatrareo ve ilay tropy miavaka indrindra eto anivon’ny nosy ny fahazavany tsy mba mety mitsilopy ny lazany arovany tsy ho voahosy.
Fandinihana ampahan-dahatsoratra maromaro
Loharano gérard, 2000. Savoir, oui mais encore !
Ny mpianatra ao amin’ny sampana f. P. I sy f. Q dia vitsy vehivavy. Ny 14,42 n’ireo mpianatra ihany mantsy no vehivavy, izany hoe ny 15 tamin’ireo 104 nanaovana ny fanadihadiana. Araka ny voka-panadihadiana izay efa natolotra teo aloha, dia ny 65 n’ireo vehivavy manaraka ny fampianarana tekinika no mankafy ny taranja m...
Eo amin’ny sehatry ny literatiora ny fanahy dia fitaovana entin’ny mpanora- tra sy ny poeta mifandray amin’ny andria- manitry ny poezy antsoiny hoe muse
Nenifara raoely james
Tafapaka taty madagasikara izany ady izany tamin ny nidiran ny tafika anglisy tao diego- suarez ny volana mai 1942, naka an i majunga ny volana septambra, ary tafakatra teto antananarivo tamin ny 23 septambra. Vokatry ny ady dia noravana ny antoko pôlitika, nosivanina ny lahatsoratra navoaka an-gazety, ary natao andri-...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure formation initiale litteraire departement de langue et lettres malgaches
Ramahefason ny nenitoany
Araka izany, ny mpampitohy a- malagasy manondro toerana dia mifanova amin’ny kwa swahili manondro toerana; iray fiaviana ireo voanteny roa ireo, samy avy amin’ny vondron-teny bantu. Mety mifanosona amin’ny zana-teny misy a- milaza toerana avy amin’ny vondron-teny ôstrônezianina sy ny a- avy amin’ny vondron-teny bantu. ...
Sabotsy namehana 45 43 lycée f. J. K. M. Andriamanarefo
Frais opérationnels
Nohadihadiana tao amin’ny fizarana faharoa ny endrika ivelan’ny asa soratra. Nofakafakaina nandritra izany ireo hasin-javatra mamaritra ny tantara foronina ny firafiny, ny mpandray anjara ao amin’ny tantara ary ny toerana sy ny fotoana nisehoan’ny tantara.
Fifandraisan’ny mpandray anjara
Ambodipaka 92 89 03 43 49 37
Seheno tena mbola tsy voadiniko aloha izany e! Fa mamangivangy anao at? Izany izy iny?
Renikalo 55 taona
Tsy ampitana hafatra fotsiny ny serasera amin’ny alalan’ny teny, fa natao koa andrariana fifandraisana eo amin’ny olona 20 tsy nifampiteraka ramira sy ratovo ; ny fifampiantsoany amin’ny neny sy anaka ao amin’ny fizarana 3-fisehoana vii tak. 53 dia mamboly fifandraisan’ny reny sy ny zanaka eo aminy sady azo itarafana n...
Ton. 2 ianao no hiraiko
Izay mahakasika azy
Masoandro io dieu soleil dios sol fa raha tsy misy izany fandatsahan-dran’olona izany araka ny finoany dia mijanona tsy mety miposaka io masoandro io. 123 sahala izany koa amin’ireo sisa hafa, maro ny firenena miaiky fa ny ray aman-dreny dia mpahary. Izy ireo no miantoka ny famelomana ny zanany. Ireo fanahy izay mitoet...
Tahirin-kevitra
Ny momba ny fitaovana nampiasain’ireo mpampianatra teny amin’ny ltpa ambinda no nojerena teo. Fa haroso manaraka indray ny fizotry ny lesona.
Lalànan ny fiainana tsy azo ialana, foto-pisarahana sy andron-korana, nefa ao anaty tsy avela ho faty ilay otrikafom-pitia fandresena ny alin-toreo dia ny fo manantena v. A. Tak 96-, and 2, andl 5-6, and3 fahendrena araka izany voalaza rehetra izany ny fanekena ny fisarahana an- tany. Marina fa hiova lasy ireo olo-mala...
Ireo zava-misy ao amin’ny kaominina
Resaka nifanaovana tamin-dramatoa razafindrasoa odette taranak’ireo mponina voalohany teto ambohimanga atsimo ny 20jona 2014 24randriamamonjy f , tak.228-229 25 resaka nifanaovana tamin-dramatoa razafindrasoa odette taranak’ireo mponina voalohany teto ambohimanga atsimo ny 20 jona 2014
Ny hendry koa na dia ory, toa tsy miraika firy akory meteza hianatra azy ireny handray ny lesona omeny!
Araka izany, dia zava-dehibe tsy azo dinganina amin’ny fampitana fahalalana amin’ny mpianatra ny fametrahana ny tanjona kendrena. Izany tanjona izany dia tsara raha ezahina amin’ny fomba rehetra ny fanatrarana izany. Arindra amin’ny endrika sy ny vontoatim-pahalalana homena ny mpianatra ihany koa ny tanjona apetraka.
Azo oharina amin’ny zazavavy ny teny. Izany dia maneho ny hatsarany sy ny hasarobidiny. Ahazoa-manavaka ny zava-maro mitovitovy koa ny teny. Ny teny ihany koa dia afaka mampita aina ; fitaovam-pitolomana hiatrehana ny fiainana izy. Maneho izany ity tononkalon’i lydiary hoe ry teniko ity.
Ilay mpirediredy ka bantiana ho adala mpiantsampy an-tranon-kala mpisangisangy morona an-tendrotendron-kazo ka dia mandoto rano
Hairaha isany isan-jato manoratra 14 26,41 miteny 25 47,17 manoratra sy miteny 7 13,2 tsy misy manavanana 7 13,2 fitambarany 53 100
Calame-griaule g 1970 pour une étude ethnolinguistique des littératures orales africaines, in langages n 18 p.22-47
Ireo vady aman-janaky bory
Marary an-doha
Poteaux andry
Fahazanatany ka hatramin’ny taona efatra sy roa arivo 2004 nandritra ny naha zanatany an’i madagasikara, sy taorian’ny fahazoana fahaleovantena ka hatramin’ny taona 2004, dia nahitana sous prefecture dimy 05 i vakinankaratra. Nandritra izany ny faritra vakinankaratra dia nivelatra tamin’ny velaran-tany 1 749 600 ha. Ny...
Ny tohan-kevitra dia fitambaran’ireo angon-kevitra na vinavinan-kevitra samihafa ao an-tsain’ny mpiteny izay heveriny fa marina sy mitombina ka entiny miaro sy manohana ny foto-kevitra iray tiany hampanekena ny olona reseny lahatra 110.
Fahavokaram-be.
Universite d’antananarivo faculté de droit, d’economie, de gestion et de sociologie département de sociologie formation professionnalisante en travail social et developpement f. P. T. S. D.
Ratsimbazafimahefa p le fisakana. Archéologie et couches 1971 culturelles. Musée d’art et d’archéologie. Tananarive.
Lebrun v zanghellin, histoire terminales , aubin à poitiers, juin 1983, france, p132-1933. Décolonisation française et britannique 28 u. E. R. P, op. Cit, conséquences de la guerre , p28
Sary 12 rakotomalala jocelyn aime loharano rasahondranimaro thérèse
Ny rima feno moa dia izay ahitana tamberim-pitoviana miatomboka eo amin’ny zava-peo mingadona farany makany aoriana.
Fehiny nodinihina nandritra ny fanadihadiana ny fotoana nisehoan’ny tantara, ny fotoana faharetan’ny tantara ary ny fifandraisan’ny toe-javatra tantaraina sy ny fizotry ny fotoana.
Ny f taovana 300.000ar
Araka ny tantara mipetraka dia tanànan’andriana ny tanànan’andramasina. Ny andriana vavy nantsoina hoe ralanimboahangy, zanakavavin’ny mpanjaka atao hoe andriandanitramantany no napetrak’ity farany handimby azy. Koa satria tsara tarehy ny mpanjakavavy, dia notsiriritin’ny mpanjaka maro. Lasa vadin’andriamasinavalona mp...
Fony manitra ny raozy, ka namony ny kingatsa voronkely sy ny lolo no indray mivatsavatsa
Nanary dia nitsinjo ny vodilanitra nimaona nangorona ny lamba miahy, fa efa akaiky hilatsaka ny oram-be. Mainty sy midina ambany izao ny rahona. V. A. Tak11 ? Ratsy ny andro, madiva hilatsaka ny orana
Ary farany, araka ny nambara ny lehilahy vahiny no manatrika ny fifanantsafana amin’ny fahafatesa. Noho izany, anjaran’ny lehilahy no mampita ny vaovao any amin’ny vadiny, zanany, zafiny ohatra. Am-bava avokoa no ampitana izany. Tsy misy taratasy na fampilazana amin’ny onjam-peo sy fahitalavitra na gazety tahaka ny fah...
Tina fa inona no mahataitra anao e?
Manamarina izany indrindra i boiteau manao hoe mba hanoherana ny tsy rariny teo amin’ny lafiny kolontsaina dia nanana anjara asa goavana ny literatiora malagasy ka anisany nisantantra izany ny tononkalo nataon’ny avana ramanantoanina.147
Marihina fa ny fampitahana teny maanjan teny malagasy dia notakarina tamin’ny sy ny fampitahana nataon’i o. C. Dahl ao amin’ny malagache et maanjan , ny fampitahana ny teny swahili teny malagasy dia vokatry ny famintinana ny asa fikarohan- drasolonirina florette5 fa ny fifamaliana teny ondonezianina teny malagasy dia v...
Avy eo, nasiana teny koa ny mombamomba ny onn izay isan’ny tetika asa manatanteraka ny andraikiny ao amin’io kaomina io. Nasongadina tamin’izany ny antom-pijoroany izay mifototra indrindra tamin’ny famahàna izao olana goavana atrehin’i madagasikara izao dia ny fahantrana. Raha samy nanana ny lalany ny tsirairay hoenti-...