text stringlengths 10 11k |
|---|
And 3 ny zavatra an-tsaha m. D tsy misy very ny an-tanàna m. D tsy misy mipika ny alina aza m. D iadanana |
Tranga fanotana io fady io, ka ringana ny vokatra, torotoron’ny havandra, ary nanao joro mihitsy ny tao an-tanàna ho fanalana faditra 65. Mandraka io andro io, ka hatramin’izao dia tsy nisy sahy nankahatra ny fomban-tany. Ny fady izany dia venty fototra eo amin’ny fiainam-piaraha-monina malagasy, ary mitana anjara toer... |
Mpanatrika. Nampiasain’ny mpanoratra izany mba hilazana fa ny hafaliana izay naseho tamin’ny alalan’ny tsikitsiky dia toa lasa niampita tany amin’ny mpanatrika rehetra fa tsy tamin’i navalona ihany. Izany hoe, samy faly avokoa ny rehetra nandritra io fotoana io. Ny filalaovana amin’ny fanovana endri-javatra eto dia mam... |
Rabu poumon raboka rabun fumée d’encens zavona rabut arraché, détaché; arracher, détacher, épiler avotra ragut arracher jereo rabut rambut cheveu rambo rampas s’emparer, s’approcher, saisir de, s’attribuer, enlever, arracher rampy rampat frapper, faucher, couper d’un copup rapaka rapuh fragile, cassant refo rarak brisé... |
Mody tsy havandy |
Encadreur pédagogique encadreur professionnel monsieur andriananjavelo rivolala j. C madame marcelline consultant economiste présidente de l’association koloina |
Loharanaon-kevitra kaominina ambatomainty, taona 2011 |
Ii-1-3-2- ny mpiasa misahana ny fampandehanan-draharaha |
Riaka, le développement de a à z, s. M. E, antananarivo, 1995. 191p. |
Raha ahy ny safidy aleoko mba tafita fa pilina mangidy ny tiana izay tsy hita 2. He! Nofy sisa lahy no ananana azy izay ny saiko mahatsiahy no ikambananay |
Ny andian-teny hoe tompo ô, ampivereno no naverimberiny isaka ny andalana voalohany isaka ny andininy. |
Tsirinala -05 02 02 |
Romana 5 12 177 a razafintsalama, tari-dalana hoenti-manadihady ny finoana sy ny fomba malagasy, ed. Md paoly, antananarivo, 1998, tak. 36 |
Iarivo, 27 oktobra 1948 |
Ivelan’izany, mba naniry tokoa izahay ny hahita ny fianakaviana na ny taranak’ireto mpanoratra ireto, mba hanampy amin’izao asa fikarohana izao, kanefa noho ny fahalaviran’ny fotoana nahafatesana sy ny fotoana nanaovana fanadihadiana dia tsy nahitana mangirana ny fitadiavana azy ireo. Vokatr’izany, dia nananosarotra an... |
Haute matsiatra dina haute matsiatra homologue en 2006 |
Kanefa tazano, hatony, tomory ny manan- karena mamabo ny ory, |
Tia mitia t8, t23, t31, t32, |
Ny fampidirana ny tontolon’ny gazety sy ny fanadihadiana an-gazety dia ahazoana mampijoro ny maha izy azy ny mpianatra. Ahazoana mampivelatra ny mpianatra ary manome lanja indrindra ny asany. |
Nampahafantarina teo ny momba ny re frantsay sy ny re anglisy. Holazaina amin’ny ankapobeny indray izao ny tantaran’ny re eran-tany. |
Isa 3 1 3.11 |
Asehon’ny fafana, fa ny 76,47 izany hoe ny ankamaroan’ny mpianatra dia tsy nanome lanja ny fampiharana . |
Niditra nisomaingisaingy be ihany ny tovolahy; ny endriny sadaikadaikatra. Raha izao tokoa moa iky no tratran’ingahy rainivola eo izy, tahaka ny inona no hitranga? Angamba asa fotsiny! Aza matahotra akory, fa tsy misy eo ikaky sy ineny! Hoy indray ilay zatovovavy. Lasa namaly ny atero ka alaon’olona any izy mivady. Ang... |
Sary laharana v |
Ireo olona mifankafantatra na efa zatramifanerasera no mampiasa azy ity. Misy fomba fiteny efa mahazatra sy manamarika ny fifandraisany. Izy ity dia fandre eo amin’ny resaka ifanaovan’ny mpinamana, fampiasa ao an-tokantrano mety hanamarika izany ihany koa ny fitenin-jatovo ifanaovan’ny zatovo mifakazatra, fampiasan’ny ... |
Raha toa ka kilalao no fanao nahazatra tamin’ny fahazazana, dia niova ho fialam-boly kosa amin’ny andron’ny fahatanorana. Inona avy ary ireo fialam-boly fanaon’ny mpanoratra ? |
Voa amin’ny kely foana fanovana endri-javatra |
Ho samy hafa ny vontoatin-kevitra hampitaina any amin’ny mpianatra, sady lasa ankapobeny koa ny fahalalana voarainy. Tsy ampy araka izany ny fahalalana nomena ny mpianatra noho ny fahalalahan’ny fandaharam-pianarana. Mety hisy mpampianatra hanome lesona tsy ampy ny mpianatra, nefa mety hisy hanome lesona be loatra. Ny ... |
Olona ireny mahalala |
Molroly v. Kotromoliny. |
Fanatsarana ny tombana |
Daty 03 desambra 2009 faharetany ora 2 taranja malagasy zana-taranja literatiora am-bava lohateny ny angano fitaovana angano mitondra ny lohateny hoe rapeto sy rasoalao3 , nalaina tao amin’ny anganon’ny ntaolo, takila .54 tahirin-kevitra ny boky anganon’ny ntaolo, nangonin’i rev. L. Dahle, ny boky lovako t.10 |
Deuxieme partie |
Ny fiaraha-monina malagasy dia mametraka fa mariky ny harena ny fananana omby. Ny fisainan’ny ntaolo taloha ihany koa dia efa mahalala fa tsy tompon’ny fahefana amin’ny aina ny olona. Ary io hareny omby io no fitaovana ampiasainy hanampy sy hamelona ny ainy ety an-tany. |
Noraisim-peo mivantana ny 12 06 2012 |
Manana anjara toerana eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ny literatiora. Natao ho an’ny olon-drehetra izy, saingy misoko mangina izany fanabeazany izany amin’ny maha vainafo azy araka ny filazan’i randja zanamihoatra. Fanampiana ny fanefena ny maha olona mihitsy no anambaran’i lila ratsifandrihamanana ny literatiora. Ho... |
Marika manasaraka ny endrika nisehoan ny voanteny sy ny fehezan-teny tao amin ny boky tantara ny andriana sy ny endrika isehoany ankehitriny |
Ny teny savily tsy fa fa tsy , dia enti-maneho tsy fitoviana, na fahasamihafana, na fifanoherana tsy azo ivalozana eo amin’izay heverina fa diso sy marina, ka ampiasaina eo amin’ny fanitsian-kevitra manana ny anjara asany eo amin’ny fampianarana fanabeazana ny fampiasana ity teny savily ity. Manamora ny fampitan-kafatr... |
Ny andran-drano 8-11 fandefasana teny hitsapan-toetra an’ilay andaniny, hahitana an’izay hatao ny andran-drano. Amin’ny fomban-kabary dia avy amin’ny fanaon’ny olona ndeha hita rano mitsoboka, mitsapa ny rano hitàna, hahitany ny lalina na marivo. Eo amin’ny habeny ifamaliana dia tsy amin’ny voalohany ihany no anaovan’n... |
Nahazo ny laharana voalohany ny kitoantoana nosoratan-drakotonirina fidimanantsoa philbert; faharoa ny sehatra nosoratan-dratsimaholy francinet, ary fahatelo ny rom-boay nosoratan-dranarivelo harilala. Ny 19 desambra 2013 vao natolotra tamin’ny fomba ôfisialy ny lokan’ireo telo mendrika ireo fifaninanana manoratra somb... |
Ny rahona fotsy dia nisy nandrary ataony voaly botsiaka toa elatra, 15 voaradon’ny kintana maro nanjary safira sy perla nanjelanjelatra. |
Ity sombin-tantara mampalahelo ity dia mitantara fiainan-jazavavy iray izay nanan-janaka lahy kely, efa kamboty, satria maty an’ady ny rainy, izay milevina ao anatin’ny fasana anirotra ambaran’ny tantara. Ny lafim-piainana mampalahelo no asehon’ny tantara, ka ny fanoritsoritana ny volon’andro sy ny zavaboary no nentin’... |
Ny taona 1913 no tonga teto ny governora jeneraly hubert garbit. Izy indray no tompon’ny fahefana hatramin’ny taona 1923. Nihahenjana tokoa izy tamin’ny fitondrana ny teratany. Nanapa-kevitra ny hikomy ny malagasy, noho izany endri-pifandraisana nihamafy izany. Nijoro ny v. V. S vy vato sakelika ny fotokevitra nijoroan... |
Ny renifeo mp |
Tò endrika voalohan ny fototeny; toàv endrika faharoan ny fototeny |
Tehaka mirefodrefotra hatrany, toy ny mahazatra ny vahoaka isaky izay misy mandray fitenenana, na dia tsy misy varany loatra aza, no re. Nivoara-mena ny fianakaviana; tsembo- dratsin’ny trano mihiboka, sa nolokoin’ny henatra ny tavan’ny tsirairay? Asa, fa dia nodian’i dadabe tsy nojerena izany, fa tsikitsiky miharo ran... |
Ary ny amin’ny soan’ny laha-teny entina ny zanaka mba hanatrika, raha misy laha-teny vaventy amin’ny tany. Fa eny no ahitàna ny herin’ny teny tsy azo toherina, manoatra noho ny rano vaky tsy azo sakanana ao anatin’ny fahavaratra eny koa no ahitàna ny asan’ny teny amin’ny fo, manohina azy mba hangoraka, mampanotika ny a... |
Dia haingana ialahy is any fa. Tena m arary aho! |
Rojo ka ahoana akia ry haimah mbola hanohy hianatra indr? ? |
Jaffre jp didactiques de l’orthographe. Hachette éducation. 5ème édition. 2002. 176 p. |
Mitaona ny malagasy mpiray tanindrazana eto ny mpanao vakodraza? A hifankatia satria izany no mampirindra ny fiainam-piaraha-monina. Miangavy mihitsy ny mpiangaly ny vakodraza? A hoe tano, aoka mba hahatonga saina ny malagasy ka hitazona ny tsara navelan’ny razana. Tsy inona izany fa ny fifankatiavana sy ny firaisan-ki... |
Fafana laharana 4 maneho ny vokatry ny fanentanana natao tamin’ny tantsaha |
Hahamirana t80 1 1 fahasambarana t14 1 1 hehy t19 1 1 korana t24 1 1 fitambarany |
Misy ny fandravonana ataon’ny teny malagasy. Ahitsin’ny mpiteny ny famaranana ny voanteny maro vany miafara amin’ny renifeo samy hafa. Raha tiana hananana endrika mitsaikona ny voanteny, dia nahitsy ho -k- na -tr- na -n- ny renifeon’ny vanin-teny farany |
Manana ny fomba anehoany ny mampiavaka azy any anaty asa sorany ny mpanoratra tsirairay. Ny kendreny dia ny hanolotra asa kanto ho an’ny mpamaky sy ny hanome fahafinaretana ho azy ireo. Hoy i sartre tsy tokony hohadinoina fa ny mpanoratra dia toy ny mpanakanto rehetra ary manao izay hahazoan’ny mpamaky fahafinaretana f... |
Atolotra am-pifaliana sy am-pitiavana tompoko ! |
Nandritra ny famelabelarana dia ny toe-javatra nitranga teo amin’ny dingam- piainana nolalovan’ny mpanoratra no niaingana hanazavana ny asa sorany. Tsy ampy hoenti-manatanteraka ny asa ny haitsikera tokana, mila haitsikera hafa hifameno sy hanovona izany. Ho hita eny an-tsefatsefany eny ny haitsikera ara- tantara izay ... |
Ii.3 tara-kevitra hita tany amin’ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra |
Anisany miteraka olana ary saro-bahana ny aditany. Tsy mifidy izany fa hatramin’ny mpihavana, mpiray tanàna samy tsy te handefitra satria mba mikendry ny tombontsoany avy. Ny zava-misy amin’izao fotoana izao, atontantaratasy mikasika ny aditany no mameno ny fitsarana. Mbola azo alamina amin’ny fifanarahana ny olan-tany... |
Ts imanato minia aminao re aho fa tsy hangalatra taolambalo intsony e ! Hiozona eo amin’ny fasana mihitsy aho ! |
Ny valiny mandeha tsy voizina toa |
Ireo boky nanovozan-kevitra |
Fanontaniana ahoana ny fahitanao ny zava-misy mandritra ny fampianarana ao amin’ny fpi. Isan’ny mpampianatra. Isan-jato. Valin-teny milamina amin’ny ankapobeny. 1 50 |
Ka rehefa tafapetraka tao rotra i rekaoka, dia somary nisy fifaninanana teo aminy sy ny manodidina azy, ka dia noraran-dry zareo izy tsy ahazo hila hazo ao amin’ny alany. |
Ny taozavatra vadin asa ny asa tànana ho an ny mponina amin ny tontolo ambanivohitra fa ny fambolena sy ny fiompiana no tena imasoany. Ny anton izany dia ho fanatsarana ny fari-piainana ka tsy mampisy ny fotoana tsy hanaovan-draharaha. Ho an ny ao firavahana, ohatra, dia ny mandrary tsihy, sobiky sns ny mponina; eo koa... |
Voaravaka malagasy35 |
Finoana isan’ny mpiangona ekar 1100 flm 40 fkpm 400 fjkm 2300 jesosy mamonjy 300 rhema 50 jesosy famonjena antsika 20 fiangonana fifohazana 20 batista biblika 40 vavolombelon-ny jehovah 140 advantisa 100 |
Ny niforonany |
Iretsy iretsy ireroa irery ireo ireny mahafaoka be itony |
Renifeo t no fanovan’ny faran-teny mikatona tapany t ahitana amin’ireo fototeny |
Andranovato |
Ny lafiny akana ny sary dia fomba anehoana ny sary miainga avy amin’ny fomba nakana azy sy ny halaviran’ny sary. Ny fisafidianana io lafiny akana ny sary io no ahafahana manovaova sy mandrindra ny hetsika manome aina ny tantara. Miankina indrindra amin’ny fahaizan’ny mpanao sary mitrandraka ny lafiny akany ny sary no m... |
Avy amin’ ireto mafanafana toa ratsy ataon-kavana. Kaikitra amboakely tiana, maharary fa lefitra ihany takila 57 lakalaka ny lanitra ka notandrifiny ireto vody sobiky. |
Montesquieu, dictionnaire des citations de la langue française, imprimeie en cff le 25 04 1995, juillet 1995, 456p. 143p , un homme qui enseigne peut devenir aisément opiniâtre, parce qu’il fait un métier d’un homme qui n’a jamais tort |
Manaraka izany, manana rindra anaty ny literatiora izay azo lazaina ho iray amin’ny toe-javatra mamolavola ny olona hahay handrindra ny fiainany sy hifandrindra amin’ny manodidina azy izy. Hoy indrindra i charles ravoajanahary milaza izany ny literatiora dia fiasana manefy ny olona mba hanana fisainana mifandraindraika... |
File c users pc desktop nouveau 20dossier 0. Html pratique et enseignement de l’oral, piste didactique ce sont essentiellement les dimensions para-verbales d une interaction orale qui feront l objet d un enseignement apprentissage. Les élèves auront à identifier, analyser et exercer les paramètres suivants l intensité ... |
Fankan -tahaka 01 |
Ny sehatra iasana |
Tsy tonga ho azy teo amin ny fiarahamonina ny fampijoroana ireny rafitra samihafa ireny, izay mikendry ny handamina sy handrindra fiarahamonina fa indrindra rehefa manatontosana fomban-drazana. Araka izany, manana ny tantarany sahala amin ireo rafitra nentim-paharazana any amin ny fiarahamonina maro eto amin ny nosy ny... |
Baroa izy, ka ifikiran’ny mponina mafy. Porofon’izany ny ahitana karazam-piangonana telo ao an-toerana, dia ny fiangonana katôlika, ny fiangonana loterana. 1 6 2 1 ny fiangonana katôlika araka ny fanadihadiana natao tamin’ireo tomponandraikitry ny fiangonana teo an- toerana dia ralaiboto philibert no nanorina ny fiango... |
Rankehitriny ny zaza be famaliana rangahy ity miapanga ny raiamandreny tsy nahay nitaiza. Taiza no nisy hazo tsara hamoa voa ratsy, tsy misy voromanga mitera-borondolo. |
Manaraka izany, ny hevitra tera-bary ka samy mamoaka izay ao am-pony, dia tsy sanatria hanao kobakaam-bava izahay, na volana hantenda, satria nitady toko ka sendra vato, nitady zaza ka tera-dahy, ary nitady vady ka sendra ny tiana. Novahanareo midanadana ny varavarana, nomenareo madiodio mangarangarana ny ho fara sy ny... |
Jereo tovana. |
Ilay mahery 12 |
Grande importance |
Fehiny betsaka ireo toe-javatra azo hatsaraina eo amin’ny fomba fitondran’ny ceres mpianatra. Anisan’izany ohatra ny fitanilana eo amin’ny kilasimandry zazalahy sy zazavavy. Tokony hampitoviana ny fitondrana azy ireo. Eo ihany koa ny fandroahana mpianatra noho ny tsy faharisihan’ny ray aman-dreniny. Tokony ho ny ezaka ... |
Toy izay ny fizotran’ny fampianarana, fa ny fitsipika mifehy ao am- pianarana no hojerena manaraka eto. |
Andininy 7 tsy fanana karinem-pivarotana nefa mivarotra 20.000 ar |
Mpitantara rerondro, 39 taona ankoreo, 10 aogositra 2011. |
Anisan’ny olana nosetraina ny zava-nisy ara-pôlitika niseho teto amin’ny firenena. Vokany, nihanahalana ny fifandraisanay tamin’ny fianakavian’ny mpanoratra. Ankoatr’izany dia teo ihany koa ny tsy fahitana ny ampahany tamin’ny vondrona ambara raha tsy tamin’ny volana septambra 2002 10 izany rehetra izany no nampitarazo... |
Embona sy hanina ny maha-malagasy |
Url dikan-teny malalaka nataonay tamin’ny tenin’i delécraz jérôme, 2o16 s’il y a beaucoup de distraction bruit, gens qui parlent , il est probable que nous nous distrayions et que nous perdions notre concentration. |
Zava-poana sy fitaka tokoa ny hatsaran-tarehy sy ny fisehoana ivelany, koa ny tsara sy mendrika indrindra dia ny manaja izay eo am-pelatanana. Anisan’ny fositra goavana mampirisika ny tanora amin’ny filalaovam-pitiavana, hoy hatrany ny mpanoratra ny fakana tahaka diso tafahoatra ny zava-baovao hitany sy reny, izay enti... |
Ny tenin-drazako |
Paiso mena 350 50 |
Ny fihenan’ny vesatra eo amin’ny fandoavana hofan-trano |
Ny tian’ny anadahin’ilay solemita holazaina dia hoe raha nahaaro tena izy ka tsy nampiditra olon-kafa teo amin’ny fitiavany, dia vonona ny hiaro sy hanaja azy izy ireo, izany no ao ambadiky ny hoe mànda misy tilikambo volafotsy. Ny amin’ny varavarana tampenana sedera kosa dia maneho fa raha nanaiky an’i solomona izy di... |
Teny famaranana |
Memoire pour l’obtention |
Loharano fedy laurent sefo fokontany antana ambo isan’ny mponina antampon-tanàna ny 21 janoary 2013 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.