text
stringlengths
10
11k
Ny ohabolana malagasy ihany koa dia nataon’ireo mpikabary haingon-teny amin’ny teny ampiasainy, na eo amin’ny sehatra irotsahany. Na amin-kafaliana izany, na amin- karatsiana.
Ny fisehon’ ny asa sorany sy ny solona anarana entiny toy ny mpanoratra rehetra eto ambany masoandro ity anaovana fanadihadiana ity ka manana ny fomba nisehoan’ ny asa sorany sy ny solona anarana entiny.
Sinton-kevitra momba ny mamahoaka amin’ny endriny roa na ny mpamahoaka, na ny olona vorina, na ny famahoaka, na ny tanjona kendrena, na ny toerana anatanterahana ny mamahoaka dia ahatarafana fiovana maro samihafa avokoa. Voasarika avy hatrany ny saina eo hilaza fa tsy misy ifandraisany mihitsy ireo endrika roa isehoan’...
Ity ohatra ity eto dia manamafy ny fitiavana efa nisy sy maneho ny fitohizan’izany fitiavana izany mandrakariva. Ny teny hoe mbola izay ampiasaina miaraka amin’ny filazam-potoana ankehitriny no manamarika izany. Izany hoe eo ampanatanterahana ny asa hoe tia mihitsy izy no miteny azy toy ny hoe mbola misakafo, mbola toh...
Ambohimahavelona. Ny anandrano ihany izay tena mampalaza azy anefa no toa manam-potoana satria tena eny ambony rano mihitsy izy no volena. Noho izany rehefa amin’ny fotoana fiakaran’ny rano izy dia tsy misy fa matin-drano, fa rehefa amin’ny volana jiona, jolay, aogositra, septambira ary ôkitôbira iny izy no tena miakat...
Rafi-pehezan-teny niangana rafi-pehezan-teny mifamaly rafitra sambatra aho mijery anao feno hirapira-javatra tena tsara fa miraratra eny hoy, kanto ianao sambatra aho mijery anao tena tsara fa miraratra feno hirapira-javatra eny hoy aho, kanto ianao sambatra aho misafo anao fa tsaroako sambatsambatra nisefosefo, nihamb...
Fiainan’ny mpiaramonina. Izany dia miainga eo anivon’ny ankohonana izay mitsinjara ho ray, reny ary zanaka; mitatra izany ka tonga fiarahamonina.
Ohatra 2 noa; kirizy mihatra
Introduction generale 1 généralité 1 choix du thème et du terrain 2 problématique 2 hypothèses 2 objectifs 2 objectif général 3 objectifs spécifiques 3 méthodologie 3 approches 3 techniques 4 documentation 4 techniques vivantes 4 technique d’échantillonnage 4 limites de l’étude 4 plan 5 premiere partie pathologies soci...
Superficie cultivee ha
Partir de l’analyse structurelle, nous pouvons conclure qu’il n’y a pas d’équilibre financier, c’est-à-dire que les capitaux propres n’ont pas pu financer les immobilisations et le besoin en fonds de roulement.
Sakamalao sy havozo ny fiarahamonina tsirairay, ka samy manana ny hanitra ho azy. Araka izany, samy manana ny fiainana mampiavaka azy izy ireo. Anisan’izany ny fomba amam-panao. Izany fiavahana izany dia vokatry ny toe-tany. Hita tamin’izany ny mahakasika ny anta ala tafiditra ao amin’ny faritra be ala sy mamokatra izy...
Teny famaranana ity asa fikarohana ity dia niompana tamin ny anjara toeran ny am-bava eo amin ny fampianarana sy na fianarana ny taranja malagasy araka ny nahitana azy tao amin ny lisea andrianampionimerina sabotsy namehana, kilasy faharoa. Noresahina manokana ny am-bava satria taranja teny no ianarana ary tsy izany ih...
Mandry irery ianao ! Fa fandry manao ahoana amin’izao ianao irery no ahafahanao mamboly hafanana hoe mamy e !
Ireo rain-jaza dia lasa sômera satria nailik’ireo dokotera
Randriamamonjy e rary kanto, antananarivo 1995
Moa ny fihevitra bontolo fampiharan-kerisetra amin’ireo izay mahatsapa sy maniny anao mitondra dia hitera-pilaminana ?
Mahantra ny vahoaka aty amin ny tany an- dalam- pandrosoana satria mbola voazanaka izy, na mivantana izany, na an-kolaka. Manamarina izany fahantrany izany ny fisian ireo ankizy maro tsy tafiditra an- tsekoly. Misy amin izy ireny aza tsy manan- kialofana, tsy manan- kohanina sy hitafiana akory. Fanirian ny mpanoratra n...
Nefa atao ahoana moa ! Iafiana foana foana ny vola hitanao fa ts’ isy raha ny amidy akanjo ba mainka , aiza moa no hisy raha sanatrian’ny vava ka
Eo amin’ny teny malagasy, ireto hotanisaina manaraka ireto ny toetran’ireo renifeo tsy mihovitra ao amin’ny x0 renifeo mikatona, mikatona tapany, mitafitafy, miranoka. 2.1.1.1.1. Ireo fototeny mingadona ahitana renifeo mikatona ao amin’ny toeran’ny x0
Mihetsiketsika rampanana, f’antomotra ny fifidianana sariaka, tsy mba miolonolona, tsy mizaha tavan’olona.
Eo amin’ny lafiny kolontsaina fitaovana natao hanapariahana ny fahendrena sy ny fihavanana malagasy ny asa fikarohana toy izao fa manome aina ny kolontsaina, mampivelatra ny fomban-drazana sy ny finoana amam-pivavahana malagasy ary fanoitra maneho ny fijoroana sy ny fiizian ny vako- manitra eo amin ny firenena. Ny fisi...
Anjara fanambadiana hanjakan’ny fitiavana sy fiadanana. Fanambadiana hanjakan’ny fitiavan-tena sy ny fahorian-tsaina.
Manantena ilay tovovavy na tovolahy fa azy irery ny olon-tiany. Mitranga anefa indraindray ny toe-javatra mifanohitra amin’izany, ka miafara amin’ny fahadisoam-panantenana.
Ho an ny katôlika rômana mantsy , ny fanahy masina dia avy amin ny ray sy ny zanaka , ho an ny katôlika ôrtôdôksa kosa ny fanahy masina dia avy amin ny ray ho amin ny zanaka. 71 ny foto-kevitra ara-baiboly izay iankinan ireo ray masin ny fiangonana ôrtôdôksa, raha namolavola ny dôgma ôrtôdôksa, mikasika io lohahevitra ...
Ny mpiteny eto dia mandresy lahatra olona mitovy karazana aminy anaty vondrona ka tsy mila mamantatra intsony ny mombamomba ny olona reseny lahatra izy satria heveriny fa olona efa mitovy fomba fisainana aminy izy ireo ; izany hoe iray foto-kevitra iombonana ka afaka miara-miasa hanatratra tanjona tokana iombonana. Koa...
Ny dongona dia sehatra efa voatokana hanatontosana ny vakodraza? A. Mifanindran- dalana amin’izany ny fanehoan-kevitra natolotr’i renko vaozanahary edmine alice11 hoe n ny sehatra dia zavatra efa voatokana hanehoana ny sangana asa iray tsy voafaritra .
Mangina razandry fa raha te hahay jereo ka ianaro ny fihetsikay havanana ery sady kinga aokizany ; ny asa ataoko tontosa hatrany.
Elanelana be loatra eo amin’ny mpifankatia
127 128 129 131 132 132 132 134 135 137 137 139
Ny taovam pandrenesana no enti- manombana mahita, mandre, mahatsapa, manimbolo, mahatsiaro
Vokin ny vokatra aterak’ireny fisehon’ny tsy potika ny hasina maha kristiana matimaty foana ilay kristy
Haleloia !
Analyses des résultats
Mbola hisy ve solofon’ ny tantara toa an’iny nofinofy tonga nofo hamono ny ankehitriny?
Ny fiainam-pitiavana eo amin’ ny olon-droa sy ny fifohazan’ ny talentany anterina etoana fa teo amin’ ny fahavalo ambin’ ny folo taonan’ i monique no nifoha ny fitiavany. Nitempo tamina zatovolahy iray ny fony .
Responsabilité leader superviseur à chaque niveau autorité locale , réunion de coordination périodique avec les intervenants au niveau décentralisé.
Tokony hisy fanapahan-kevitry ny mpiarabelona ny sazy omena ireo izay mandika lalàna ary atao fantatry ny besinimaro izany. Hiara-hiasa amin’ny mpanao fanjakana ny vahoaka amin’ny fampiharana io sazy io amin’izay tratra mandika lalàna. Anisan’ny hovoatsimbina amin’izany ny ankizivavy izay mazàna iharan’ny herisetra.
Fafana33 ny olan ny zanapeo mifamadika
Minten, randrianarisoa, randrianarison, 2003. Agriculture, pauvreté rurale et polotiques économiques à madagascar. D. Working paper ilo program. S. L. Cornell university instat fofifa, p. 174.
Ny tononkalo
Sedra tsy dia nironan’ny saiko haimah mba afaka mifanao fotoana aminao ve aho? Haimah hi hifanao fotoana!
Antsoina hoe tantara mifampitohy ireo tantara misy fahatapahana tampoka ka tohizan’ny mpandray anjara hafa indray. Dia toy izany hatrany 41 natao io fanapahana ny tantara io mba hisian’ny fitaintainana eo amin’ny mpamaky eo am-piandrasana ny tohin’ny tantara 42 ity fampiatoana tampoka ny tantara ity dia anisan’ny mampi...
Aza adi o koa arô sivana anà e lava razana arô gôv e dimanjato arô de tsy izy e e mahagaga anà arô fiai ana ity e karaha zaza milalao fotaka e somariaka e e e ino mangarangara a i y arô volamena e e e
C’est enfin un amour fécond, qui ne s’épuise pas dans la communion entre époux, mais qui est destiné à se continuer en suscitant de nouvelles vies. Le mariage et l’amour conjugal sont ordonnés par leur nature à la procréation et à l’éducation des enfants. De fait, les enfants sont le don le plus excellent du mariage et...
Mihevitra ny ntaolo , fa misy hery mitsetra, no sady mifehy sy mandrindra, atao hoe vintana , ny fiainany. Hery tsy azony ihodivirana izy io, saingy afaka manatsara na koa manalefaka ny vintany ny olona tsirairay.
Fehiny raha ny famaritana ara-jeôgrafika ny faritr’i fandriana no jerena dia hita fa disitrika iray ao anatin’ny faritra amoron’i mania izy. Tsy dia be velarana loatra izy raha miohatra amin’ny disitrika hafa ao anatin’io faritra io. Mampifandray renivohi- 16 pasteur rakotonjanahary laurent, tantaran’ny fisakana, impri...
Floréal ankorondrano
Veloma ô, veloma ry tanàna nolalaiko, veloma fa niova, fa efa niova izao ny baiko; ho roso sy hamindra, ka aza tsiny indrindra. Anaovana azafady, fa tsy nahefa voady; kanefa tsofy rano, tsofy rano, mba tsy hahita angano. Veloma ry iarivo, kanefa mba tsiahivo, fa ny tenako no lasa sy takona any ho any, ny foko kosa mant...
Ny fanangonana akora
Bokynamoahanaazy
Manoratra sy na miteny isany isan-jato manara-pitsipika 25 47,17 tsy manafangaro teny 12 22,64 tsy miankanankana 16 30,18 fitambarany 53 100
Ny hevitry ny lohateny
Ny ohatra 105 dia ahitana ny tohin-teny tsy mahavelona afo. Ny afo no fitaovana fototra rehefa mahandro sakafo. Tsy mahavelona afo ny olona iray raha toa ka tsy ampy ny fitaovana rehetra ilaina amin’izany tahaka ny kitay, ny bozaka ary ny afokasoka. Ny filazana ny maha fadiranovana no iasan’io fitenenana io ka nahatong...
Eny, mantsy, mifanena, ireto fo izay tafaray, fa satria ny fanekena, , 25- dia ny ho mandrakizay .
Notendrenareo ny tenako, fony tany ambatolampy, raha nilasy tany isika. Saingy izaho no toa sadaika ka dia naka toky hoe tsy maintsy isika mifanampy raha hanala ny agem eo an-tanan’ny vazaha, hanjariany ho fitaovana hivelarantsika gasy raikitra àry hoy ’nareo fa io aloha no raharaha, ka hohalalinina avy hatrany izay ni...
Manome endrika azo hinoana ny tantara voamarina ara jeografia avokoa ireo toerana hita ao amin’ny tantara fa tsy misy ny namboarina na noforonin’ny mpanoratra. Ohatra dia namaky an’ifaliarivo, nianika eo ambony atsimo ambanidia, nijoloka ny vavahady mitafo. Nitanatana vava izy roa nanatri-maso an’ambatondrafandrana, ny...
Amin’ny 52 no amin’ny tapany faharoa. Ny kristiana dia anarana iantsoana ireo olona izay mpanara-dia an’i kristy ary izany no itondrana ny tapan’anarany. Ny papa kosa dia anarana iantsoana olona voahosotra handimby ny asan’i kristy ao amin’ny fiangonana katolika. Izy no olona manana ny hasina ambony indrindra ety an-ta...
Fampinomana rano ny zana-drazana ampisotroina sy tsofin-drano amin’ny rano tsy mety maty mifangaro amin’ny mahafehy , tsimativonoina , tsiafakomby, ny zana-drazana. Manana tandindon- kevitra ireo hasin-javatra ireo, fa tsy nataotao foana akory toy izao ny hevitra fonosin’izy ireo raha hazavaina lalindalina kokoa
Nb tsaralalana, anjanahary, sy ny manodidina an’ireo no toerana tena ivelaran’ny tantara eto andrenivohitra. 4.5.2 ny fizotry ny tantara amin’ny ankapobeny
Cepe certificat d’etude primaire csbii centre de santé de base cd compact disc. Ens ecole normale supérieure. Epp ecole primaire publique. Ekar eglizy katolika romana. Eva education à la vie et à l’amour fjkm fiangonanan’i jesoa kristy eto madagasikara. Lmd licence master doctorat md masindahy
Fotoana mba nahasolafaka azy. Izay manome sira omem-bamaho84. Izany hoe tonga daholo ny fokonolona manotrona azy.
Axe de communication
Amin’ny mpanoratra eto dia andriamanitra sisa no azo antenaina hitondra fiadanana ho an’ny vahoaka malagasy, hany ka rariny raha izy amborahana ny faniriana ao anaty.
Ny parallélisme maneho ny fomba nahazoan’ny olona harena
Hampangitakitaka ny mpihaino. Voasarika ny mpihaino hiombona ahiahy na tahotra amin’ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara. Ankoatra izany dia hita ho mbola manavanana ny mpanoratra ihany koa ny filalaovana amin’ny sarin-teny.
Sitilô penina frantsay stylo
Olombelona toy ny olombelona rehetra ihany ny mpanoratra sy ny poeta fa tsy hafa akory, na dia manana izay mampiavaka azy manokana aza. Miaina sy mivelona ao anaty fiarahamonina izy ireny ary avy ao anaty fiarahamonina ihany koa satria tsy nitsontsorika avy any an-danitra na nitrebona avy tamin’ny tany ny haisoratra sy...
Anthropologie dynamique antrôpôlôjy bakoin’ny hetsika
Amin’ny ankapobeny, na dia nahafeno ireo zavatra tiana ho fantatra sy hilaina mikasika ny tanàna aza ny taratasy hofenoin’ny mponina, dia misy lesoka ny fampiasana azy.
Ny tiana hambara amin’io andininy io dia hoe ny fo tia izay misokatra ho an’ny namany dia tena fanafody mahomby ho fitsaboana ireo lesoka eo amin’ny namana amin’ny alalan’ireo anatra mivantana. Namana izay milaza mivantana aminao ny fahadisoanao, ary tsy manaparitaka izany amin’ny olon-kafa. Ao anatin’ny fiaraha-monina...
Au niveau de la commune, de la sous-prefecture au de la province, l’assemblee generale sera composee de la majorite absolue des membres du comite executif. Si le dina concerne plusieurs fokontany ou plusieurs communes, ’assemblee generale sera constituee par la majorite absolue des membres des comites executifs de dina...
Rapports tatitra mitondra torolalana amin’ny fanatontosana ny fampivoarana eo amin’ny sehatra iraisam-paritry ny firenena iray
Ny tantaram-piainany
Objectifs du contrôle interne
Ny zava-mitranga aty aoriana no ambara. Tahotra ilay vatam-paty no nahatonga azy handositra. Ny fihetsika feno tahotra no nambarany tamin’ny fomba ankolaka.
Nifamatorana na inon-kidona na inon-kihatra. Azon’ny mpanoratra natao tsara ny nanao hoe tsy avelako ho rava, na tsy avelako hikorontana. Saingy aleony nisafidy ny hoe hikoro , satria izay no hitany fa mahalaza tsara ny tiany hambara sy mampahavesa-danja ilay fifamatorana ao amin’ny fifankatiavana. Toy izany koa no nat...
Grande importance
Ireo ny fizarana telo lehibe, izay toko telo mahamasa-nahandro. Mahalaza amin’ny ankapobeny izay tiana hambara ao amin’ny famelabelarana ireo.
Lalana maro no nizorana nenti-nanatontosana ity asa fikarahohana ity nikaroka vondrona ambara tamin’ny alalan’ny firesahana tamin’ny mpikabary sasantsasany sy tamin’ny alalan’ny fikarohana tany amin’ny boky kabary, nanomboka ny fitrandrahana, rehefa nandeha ny asa dia nampahafantarina ny mpikabary izay tompon’ny boky s...
Sarin-teny natao hampihenana na hampitomboana vahana ny filazan-javatra
Niry-solosoa 10.10.13 amin’ny 9 ora sy 10minitra maraina
Manoloana ireo karazana antokom-pinoana sy fivavahana maro samihafa izany, dia ilaina ny fahaizana misafidy izay inoana sy ny fifikirana amin’izay heverina fa tsara, mba hananana ny finoana tena marina. Tsy izany ihany anefa fa ilaina ihany koa ny fananana finoana voaporofo amin’ny asa atao. 2-2-2-2 ilaina ny fananana ...
Mer eo amin’ny vola ara-bola maraka ny vola eo amin’ny vatana ara-batana manaraka ny vatana eo amin’ny nofo ara-nofo manaraka ny nofo
Sartre j. P qu est ce que la littérature, collection
Baba papa baba babi cochon vavo
Hôtely manga
Rojo tena mahafinaritra be ahy ry haimah ny any ambanivohitray misy rano be, ala matevina, ary tendrombohitra mitomandavana, misy izay lavabato izay koa àry nidiranay, tena mbola tsy nahita ny toy izany aho. Haimah dia tsy mampatahotra ve tao anaty lavabato izany?
Nanova ny toe-tsain’ny olona tokoa ny fahazoan’ny vola vahana teo amin’ny lafim-piainana samihafa. Koa tao ireo nanao azy ho tompo sy andriamanitra kely mihitsy. Nisy ny nanaiky ho andevony mihitsy, toa an’i jy, ilay lehilahy nandatsaka ny ain-drandria. Notambatambazana vola be mantsy izy ka dia nahavita nandatsaka ny ...
Ny mpanan-karena
Ny fifampikasohana matetika tamin’ny alalan’ny fianarana dihy no asehon’i michel andrianjafy eto fa antony iray mampitsiry ny fitiavana eo amin’ny olon- droa lahy sy vavy. Ny zavatra iray azo sintonina koa dia ny hoe; ny fady isan-karazany dia tsy mahasakana velively ny fitiavana tsy hitsiry, voasoritra manokana amin’i...
Ny andraikiny teo anivon’ny fiarahamonina 17 1-2-2- ny andraikitra nosahaniny teo anivon’ny firenena. 17 1-3- i tsirinala amin’ny maha mpanoratra azy. 18 1-3-1- ny nanombohany nanoratra. 19 1-3-2- ny fanohizany asa soratra sy ny loharanon’izany. 1-3-3- ny nisafidianany ny solona anarany. 19 22 fehiny. 23
Atsinanana fokontany amboasary an’ala;
Sangotra sangorina angatra fiangarana ireto kosa ireo fototeny ahitana fanova t ao amin’ny endrika am-panovanana angitra2 angitrangitina fangitra fangitana fangotra fangotana vingitra vingitina ongotra ongotana ireto fototeny manaraka ireto kosa dia sady ahitana fanova r no ahitana ihany koa fanova t lingitra filingira...
Ravelomantsoa lantonirina sophie no tena anarany. Teraka tamin ny 06 jona 1969 tao antananarivo izy. Fony kely izy dia efa nankafy literatiora. Mamaky boky sy mijery teatra no tena tiany tamin izany. Ny reniny rahateo mpilalao teatra nalaza tamin izany fotoana. Ankoatra ny vaky boky sy ny mijery teatra dia tia mihaino ...
Tsy vitan’ny hoe kanto izy ireo, fa mifono hevi- dalina, ary mirakitra haren- tsaina tsy mety ritra.
Ao amin’io tononkalo mivady 197 izay efa voalaza tetsy ambony io no ahitana ny tamberim-boan-teny na andian-teny am-paran’andalana mifanesy.
Rabetrano zatovo
Karazan-tsinga samihafa mandrafitra ny seha-panambarana no tanjona amin’izany. Ankilany kosa, ny fanambarana mifintina izay mifototra manokana amin’ny fandinihana ny ovam-pitenenana mandrafitra ny seha-panambarana misahana manokana ny mpiteny sy ny mpanoratra 6. Amin’ity fomba fijery ity no andalinana ny fahitana sorit...
Ensemble du culte public rites, prières, chants rendu à dieu par l’église url