text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny mombamomban’ny boky |
Iv- ny tanjony manana ny tanjona ankapobeny niforonany ny onn izay iarahany manatratra amin’ny ekipan’ny pnn rehetra, nefa manana tanjona manokana ihany koa izy iv-1- ny tanjona ankapobeny amin’ny 2015, dia hahena hatramin’ny antsasany ny tahan’ny tsy fanjarian- tsakafo, mitohy eo amin’ny zaza latsaky ny dimy taona ny ... |
Nanampy anay koa ny fanaovana fanadihadiana miaraka amina namana, miaraka mandravona izay vokatra azo avy eo. Tetika manamora izany ny fanaovana antontam-panontaniana an-tsoratra ary valin’ny mponina an-tsoratra. Manampy izany ny fanaovana dia an-tongotra na am-bisikilety ny fitetezana ny faritra mba hahafahana mifampi... |
Mpivady randria sy ramavo |
Ny avana ramanantoanina v. V. S. Sady poety, amboaram-pahatsiarovana, fimmtema, 21 jolay , 1990 tak 17 28 rado, vonikazo adaladala , tak 127 |
Hobart, an anthropological critique of development, the grouth of ignorance, routledge. London, 1995, p.05 societies into modern ones, charachteringed by advanced technology, material proprety and political stability development has often linked to, or equated with modernization, this is the transformation of tradition... |
Mihaona ireto sakeli-drano roa ireto amin’ny toerana iray antsoina hoe ambinany , ary manomboka eo ambinany izy vao antsoina hoe makambao ity renirano ity dia tsy manondraka tanimbary amin’ny fotoana maina, fa miantoka ny rano fisotro sy ny fidiovana. Rehefa misesy ny orana amin’ny fotoam-pahavaratra dia mitondraka mak... |
Ka hatramin’ny 2andro |
Iray amin’ireo faritra 22 misy eto madagasikara ny faritra analamanga |
Tovana iii 1- fanehoana ny tena anaran’ireo mpandray anjara bakoly robinarimalala nadia benjamina johary ranaivoson benjamina andriamanalina rajao rakotoson tsarafara pasitera rakotondrafara christophe randrenja razafindrakoto gérard landy rakotoarisoa rova feraniaina raly raholiarihanta sahondra razoary ramasiarinivo ... |
Sary 21 ny tsena fivarotan-koba mandehandeha ao talatavolonondry sary 22 ny foiben’ny orinasa bongou sary 23 ireo karazan-tsakafo vokarin’ny bongou sary 24 ny kobandravina avy ao amin’ny orinasa bongou sary 25 ny foiben’ny orinasa codal sary 26 ny kobandravina avy ao amin’ny orinasa codal |
Fatorana ary anaovana joro fangataham-pitahiana amin’ny zanahary sy ny razana ilay biby mialoha ny hamonoana azy. Tantaraina amin’ny zanahary sy ny razana ny zava-nitranga rehetra. Angatahina izy ireo mba hitahy ka hanasitrana ny naratra ary hanilika ny hery hafa mety hanararaotra ka hampiitatra fery. Akoho mainty toka... |
Lohahevitra iray avohitran’ny mpanakanto matetika any anaty asa sorany ny resaka fitiavana tsy mahagaga izany, satria hoy ny soratra masina hoe ny fitiavana no lehibe indrindra 135 miseho amin’ny endriny maro ity lohahevitra ity. Ny fitiavan’olon-droa, ny fitiavana ny mpiara-monina, ary ny fitiavan-tanindrazana no tena... |
Documentation |
Raveloarisoa, erika, imprimerie volamahitsy, tananarive, 1953, tak. 2 |
Tanjona sahanasa mpianatra afaka mamaly ny fanontaniana toy ny hoe fintino amina andalana ny lahatsoratra na fintino amin’ny ampaha. Ny lahatsoratra mamantatra ny vontoatin-kevitra fonosin’ny lahatsoratra, mifidy ny voambolana mifanitsy amin’ny tian-kambara, manao sivana ireo akora ilain’ny asa takina aminy, miala amin... |
Teny fanolorana |
Il est aussi nécessaire de planifier les approvisionnements. Nous allons établir un tableau représentant la planification des approvisionnements. |
Mamahan-dalitra |
Ny fomba nanehoan’ny mpanoratra ny fomba nandroahan’i miaro an’i felana sy ny fiainany taorian’izany. Sendaotra tamin’ny fihetsik’i felana ho setrin’ny fanontaniany i miaro dia nihevitra ny tokantranony ho fialokalofan’ny ratsy. Sisan-javatra tsy misy mpitia intsony. Tsy hahitam- pahasambarana ka tsara ariana sao mamot... |
Ianao no iza? |
In microsoft encarta 2008. Op. Cit mais les algériens réclament leur autonomie et, en 1954, la guerre d’algérie éclate |
Ny atao hoe fatsora , amin’ny heviny ara-bakiteny, dia fetsy. Ireny olona mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin’ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, ireny no voasokajy ao anatin’ny olona fatsora. Ireo mpanao pôlitika tamin’izany no tondroin’ny mpanoratra hoe fatsora eto. Tazany ... |
Lahateny 9 ny fandrosoana sy ny finoana ny tsangan-kevitra |
Hira! Korana! Sy fifanajana no mba notakian’i dada sy i neny! Nosanatriaviny ny valim-babena ho tambin’ny tolona nivaivay nandoko ny androny nanafatrafarany, nololohaviny ny hihoarana hatrany ny soa sy ny tsara navelany ho anay, dia hampitapitaina ho tohin’ny aina. |
Valin’ny natao, satria na ho ela na ho haingana tsy maintsy mivaly ny zava-bitan’ny tsirairay. Izao anefa matetika no zava-misy rehefa manao ny tsara eto an-tany ny olombelona, kanefa toa tsy mivaly akory izany ataony izany, dia lasa ny sainy sy ny eritreriny, satria toa very maina foana ny fiezahany. Tena olana mipetr... |
Ny fitiavana miana mamony |
Hitan’ny fokonolona ny vary sy ny toerana nanafenany azy. Nolazainy fa andro alina no nakany io vary io. Notontosaina tao an-tranoben’ny talen-tsekoly ny malo. |
Nasehon izy ireo tamin izany, fa manana ny fototra niaviany ny teny malagasy indonésien commun , ary koa manana ny fianakaviany malayo-polinésien 2.1.3.2. Firenena manana ny tantarany. |
Manome endrika kanto ny fanehoan-kevitra, izay maneho ny fiezahan i tsiresy hiatrika ny fahoriana mihatra aminy. Tak 20 dia io i fara mikenonkenona mikarakara sakafo maraina. Rafarasoa sy i naivo kosa mikononkonona amin izay hahavitan ny asan izy ireo. Mikenonkenona mikarakara ny raharaha madinika ao an-tokantrano. Mik... |
Teny famaranana |
Ny jirôfo no fidiram-bola voalohany amin’ny mponina antananambo. Manana voly jirôfo avokoa ny lehilahy 15 taona no ho miakatra eto antananambo ankoatry ny mpiavy. Jirôfo 30 fototra isan’olona ny ambany indrindra. Misy manana 4000 fototra eo ho eo aza, ohatra, andriamatoa isany zara, totozy edmond, tongasoa, maharitra m... |
Ny mifanohitra eto dia ny tanjon’ny mpitondra fandrosoana sy ny zava-misy, fihemorana ny fahadisoam-panantenana mahazo ny mpiventy no lokoan’ny antithèse eto. |
Rahajarizafy a. P , ny ohabolana malagasy, librairie ambozontany, fianarantsoa, 1970, 175 takila rajaona s , zava-kanto vita amin’ny teny, edition ambozontany antananarivo, 1983, 144 takila rajaona s , la bible style et traduction. Colloque sur l’impacte culturel de la bible malgache à madagascar, du 4 au 9 novembre 19... |
Ny voambolana fampiasa mahazatra matetika no maro rantsan-kevitra misandrahaka amina sehatra maro azo ampiasana azy mitaha amin’ny voambolana manokana. |
Ny isan’ny olona epp mihinana vary indray isanandro indroa isanandro intelo isanandro mpianatra tsy tonga betambatra 03 21 67 16 fieferana 17 258 68 29 ambohiborimanga 65 99 12 18 |
Fa gadn ! Any moretenobe, nefn ata-niporitsaka,1; , udy mbola m i havlla heloka ankehilriny, ni lky lhany ko ireo dahalo 2 lahy lreofa luny alao hoe sely l z any no nanolotra azy ireo ombyireoteny teonoho f! Ro , a be-ambohllromby, ny omby milea 34, lzay lsy hit popoh, na di1 tsy mbofa 1eriua mampi hello ny dina aza ln... |
Izay no azo namahavahana ny lafiny taozavatra, hojerena manaraka indray ny amin’ny jono. |
Renifeo mihovitra r ao amin’ny toeran’ny x0 sy x1 maningana amin’izany ny fototeny rakofana, tarafina, romposana, harasana, orosana renifeo mikatona tapany mihovitra ndr ao amin’ny toeran’ny x1 renifeo mikatona ng arahin’ny zana-peo aloha i ao amin’ny toeran’ny x0 sy x1 maningana amin’izany ny fototeny angitrangirina, ... |
Enfin, l’avenir de la planification familiale à madagascar serait encore une lutte à long terme. Bien que le nombre des femmes qui adoptent la planification familiale, ne cesse d’augmenter, les besoins seront encore très grands. |
Akon’i parisy sampanan-dalana ahitana rehefa mety hoe ambony ! |
Vololona teny tokan-tsarobidy tsy atolotolo-poana misy tompony ny didy ka andraso ny fotoana duo fa ny vintana no andrandraina hanolotra ilay volamena ka tsy havela hanimba ny saina ny diamondra tsy anjaran’ny tena ekena izay ho voatendry tsy adala isika fa olon-kendry |
Eo ihany koa ny fitaovam-panoratana, toy ny penina, na penisilihazo, ary ny taratasy na ny kahie. Omanina mialoha ireny mba hahazoa-mandray an-tsoratra ny fanamarihana samihafa mandritra ny fanadihadiana. |
Ireny aza nitoetra teny idada, nataon-dramatoa tsinontsinona, tahaka ny ahitra ny fitondrany azy, ka izao isika izao indray ve? Mba sendra nohasohasoin’ny vintana izy, ka tsy te hiherika sy hifanerasera velively amintsika havany mavomavo. Izany ange no mampihatakataka ny fianakaviana, tsy dia ifamezivezena aminy loatra... |
Tsy azo ivalozana ny fahafatesana |
Izao manenina! Ilay andriamatoa koa no mba ratsy! Izany ihany ireny lehilahy ireny, asainy manantena ianao, nefa ilaozany nony avy eo! Maro sy tsy mitovy toy izany ny tenin’ny vahoaka. Hitako mivaloarika ravaly nahare izany. 50 nitombo ihany ny vavan’ny olona, koa nihamaro toy izany koa ny fitsaràny. Minitra vitsy foan... |
Bergez, l’explication de texte littéraire, editions bordas, paris, 1989, 192 p, p 39 la question se pose toujours du rapport du texte au réel 2 d bergez, l’explication de texte littéraire, editions bordas, paris, 1989, 192 p le réel historique est depuis longtemps l’objet de l’histoire littéraire p 43 |
Kilasy mody kilasy mandry kilasy mody kilasy mandry |
Ny olan’ireo mpanatontosa lafiny telo no hojerena eto, dia ny ara-bola sy ny ara-pitaovana ary ara- piarahamonina ny olana ara-bola ny olana ara-pitaovana ny olana ara-piarahamonina |
Endrika mpandray anjara habaka fotoana isehoan’ny tantara tantara an’onjam -peo resaka ifamaliana lalaovina amin ny onjam- peo olona vitsivitsy telo ka hatramin ny dimy eo ho eo mivelatra amin ny toerana vitsy miseho amin ny fotoana maharitra. Tantara foronina lahatsoratra mitantara olona maromaro mivelatra amin ny toe... |
Ny lohateny daty tononkalo iray monja, ny v. A lah 76 29 martsa no lohateny daty ao amin’ny vondrona ambara. Heverina fa tsy mifanalavitra amin’ny tanjon’ny mpanoratra tamin’ireo endrika lohateny rehetra teo aloha ny nisafidianany |
Mpitondra, na ny vahoaka malagasy, fa niara-nivondrona sy nifanome tanana hamerenana io toerana kilan’ny afo io amin’ny endriny teo aloha. Raha atao bango tokana, dia zavatra roa no anterin’ny mpanoratra amin’ny famerimberenany ny teny hoe afo , amin’ity andininy voalohany ity, voalohany, ny hakivian’ny olona nanoloana... |
Marihina fa tsipy hevitra ihany ireo voalaza ireo fa anjaran’ny mpampianatra ny mandanjalanja ny antonona ny kilasy ampianarany. |
Andriamangatiana iharilanto patrick, vakivakim-piainana, faribolana ipa, trano printy prima, antananarivo, 2005 baiboly protestanta lydiary, tontolo isainana, teny fanolorana amboaran-tononkalo faharoa, imprimerie bert, marohoro, atananarivo, 1991 rajaona siméon, takelaka notsongaina ii, édition ambozontany fianaratsoa... |
Tsiahin’ny fanjanahan-tany |
Raha ny ara-toe-karen’ i madagasikara no asian-teny, dia nifamahofaho toy ny lafiny pôlitika ihany. Tafiditra tao amin’ny varotra iombonana na marché commun i madagasikara. Araka ny fanadihadiana nataon-drakotomalala louis, mpanao gazety, dia fanitarana ny fifanarahana efa tamin’ny taona 1951 teo amin’ireo firenen-dehi... |
Mija miora |
Ny famantarana ny tapasiry lava, araka izany dia mitovy amin’ny angano ihany tantara noforonin’ny saina, miompana amin’ny mety ho fiandohan-javatra iray teo amin’ny fiarahamonina. Anehoana filazan-javatra mety tsy hampino ny mpihaino azy, satria tsy marim-pototra akory nefa azo isintonan-kevitra. Mikendry ny hampiala v... |
Ny fiompiana akoho sy ny fivelarany amin’ny seha-pihariana hafa misy ankehitriny |
Laharana tokana maro voalohany mimi izaho sisi isika izahay faharoa wewe ianao ninyi ianareo fahatelo yeye izy wao izy ireo |
Teny famaranana |
Ny vitanao tsy ny fiainana iainana mihodinkodi-mahavariana, no mandazo ny fisainana ho mpanarakara-driana, fa ny saikin-kira maminy ngononiny ao moramora, no te-hivoaka ny akaniny ka mamantsika ny akora. |
Toy izao ny endrika isehoan’izany zava-maranitra izany. Rehefa miresaka zava-maranitra dia tsilo na vy hatrany no mby ao an-tsaina. Tsy maintsy misy ady atao foana ao anatin’izany na io ady amin’ny fanaintainana vokatry ny tsindron’ny tsilo, na io ady atao amin’ny fahavalo izay mampiasa fitaovam-piadiana maranitra. Sam... |
Milentika efa iva; ery an-danitra avo meteza sombinaina. Ny rivotry ny ala iry mangalahala, raha toa misalasala, mitopy moramora. Izatsy ny matsora. Avia ka mizora faingàna ry malala faingàna ry malala, faingàna ry malala fa mamy re ny ora fa mamy re ny ora fa mamy re ny ora. |
Objectifs specifiques plus précisément, notre objectif vise d’abord à analyser les retombés socioéconomiques du projet de réinsertion ainsi que ses points de vigilance en premier, ensuite à proposer des apports personnels pour la bonne application de la méthodologie de réinsertion initiée par l’asa et enfin, d’avancer ... |
Rajaona siméon, op. Cit, tak. 117 |
Mitokana ireo sokajin-taona samy hafa. Mipetraka manakaiky ny malahelo ny olon-dehibe sy ny efa zokinjokiny eo atsinanam-patana no misy azy ireo. Mipetraka eo ambany tongotry ny faty ny lehilahy rehetra. Eo andrefan’ilay faty ny mpihoby ary eo amorom-patana ny irakiraka mbamin’ny mpahandro. Izany hoe efa samy manana ny... |
Charles alin lovasoanantenaina, ny fomba filazan-javatra ao amin’ny hira maintimolaly , memoire de capen, 2008, takila 5 |
Comment fonctionne-t-elle ? |
Ireo asa soratra mifantoka amin’andriamanitra sy ny fivavahana. Miara-dalana mazàna ny fivavahana sy ny literatiora. Tao anatin’ireo taonjato maro notetezin’ny literatiora, dia saika hita mifanjohy foana izy roa ireo. Manana ny anjara toerany ao amin’ny literatiora, araka izany, ny fampitana ny hafatra voarakitry ny ba... |
Charles rajoelisolo ihany koa dia nitondra io solon’anarana io |
Bally ch , |
Anarana malalanirina fanampiny christina josette michela asa fikarohana fanadihadiana sy andrana fampitahana asa soratra tantara foronina isan’ny takila 207 famintinana tantara kanefa noforonina, nefa na noforonina aza dia tsy afaka hihataka tanteraka amin’ny tena zava-misy marina. Izany no atao hoe tantara foronina. S... |
Misy ireo malama vava nefa dia misaron-tava, be filaza, belazao, miova toy ny tanalahy, tsy misy saina sy fanahy eto dia mazava fa ireo olona ao amin’ny fitondrana no oharina amin’ny tanalahy ny tanalahy na tana, dia biby miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy 32. Ampitoviana amin’izany ny mpitondra eto. Ny antony... |
Sampan-teny aman-tovana |
Jereo ohabolana 29 11 ; ohabolana 12 16. 97 jereo ohabolana 29 22 ; ohabolana 14 29. |
Faladian-kira |
Fanondroan-takila |
Sehatra ara-pinoana sy fivavahana moa ny asa fikarohana izay nataonay. Mazava araka izany fa tsy maintsy jerena hatrany ny lafiny manodidina izany. |
Fa ny andinim- piainanao raikitra ho misiteriko! |
Antananarivo |
Tamin ny fotoana nitondran ny papa leon x ny fiangonana katôlika rômana no tena nampiroborobo ny indulgence namidin’i papa leon x ny famelan-keloka izay natao hanamorana ny fiakarana any an-danitra. Ny vola azo tamin’izany no nahafahany nanamboatra ny basilique saint-pierre tao rôma.29 nihatra tamin ny mpino katôlika r... |
Hoy ilay raha namaritra izany kanto amin’ny haisoratra izany sary, endrika mirindra, mahafinaritra, enti-maneho ny vontoaty indray teraky ny aingam- panahy, ny kanto amin’ny haisoratra 46, ary izany firindrana sy ny mahafinaritra ao amin’ny literatiora izany, no mahasintona ny olona hitia sy handalina azy, mahatonga ny... |
Mba zanak’iza moa rasoloarijaona iny ry dada? Zanak’ingahy rainidona eny ambanivohitra iny, mpiray tanindrazana amintsika izany. |
Le classement d’un document comptable et d’une pièce justificative tels que le livre de paie, la facture, le journal etc est une obligation légale de plus, le classement des documents fait partie d’un système de preuve pour tout bon contrôle interne. La compagnie nationale des commissaires aux comptes déclare que un sy... |
Na ny ohabolana, na ny fomba amam- panao narosonareo dia samy maneho avokoa fa sarobidy ny aina ka tokony hotsimbinina. Tsy isika malagasy ihany anefa no manao ho zava-dehibe izany fitsimbinana ny aina izany, fa saika ny firenena rehetra maneran-tany. Ohatra, any paris, misy harato lehibe eo amin’ny tour eifel satria b... |
Rehefa tsy nahitam-pahombiazana ny fandrika teo aloha dia nalefan’ireo nmpiara- mianatra indray ny tetika manaraka. I felana vavy tokana tao an-dakilasy, nahasaro-piaro ny rehetra, ary nampitempo indimy ny fon’i miaro no natao jono hisarihana azy. Nataon’izy rehetra kankana hanjonoana ahy i felana tak. 17 . |
Tsia, samy manana ny hasiny 2 manao tsirairay? Ahoana izany ny hasina ananan’ny -tsy mitovy 3 raha raisina ihany ny mpitaiza sy ny mpanotra, eo amin’ny lafiny inona no hamaritana ny hasin’izy ireo? -eo amin’ny manokana lafiny fahaizana 4 eo amin’ny lafiny fahaizana ihany ve no hamaritana ny hasin’ny olona? -tsia 5 eo a... |
Teny fisaorana 1 lisitry ny famantatra sy ny fanafohezan-teny 2 ny lisitry ny famantatra 2 lisitry ny fanafohizan-teny 3 lisitry ny fafana 4 lisitry ny tovana 6 0. Fampidirana amin ny ankapobeny 7 0.1. Ny sehatra iasana 7 0.2 anton ny safidy 7 0.3. Fisehon ny olana ankapobeny 8 0.4. Firafitry ny asa 9 0.5. Ny haitsiker... |
Ny fiangonana loterana no nisy voalohany tany an-toerana. Ny norveziana no nitondra ny fivavahana kristiana voalohany tao marolambo. Misy tanànan’izy ireo mbola mipetraka ankehitriny ao ampasimadinika marolambo. Nanangana sekoly koa izy ireo tamin’izany. Nanaraka azy taty aoriana ny fiangonana hafa toy ny katôlika, ny ... |
Amboditsiry 1 |
Sy andrianafovaratra mpanjakany ary |
Conseil de l’europe, cadre européen commun de référencespour les langues, strasbourg, 2000, 192p. Crahay, m. , psychologie de l’éducation, paris, puf, 1999, 373p. De ketele, j. M. , guide du formateur, de boeck, paris, 2007, 254p. Delors, j. , l’éducation, un trésor est caché dedans, unesco, 1996, 311p. |
Condominas georges fokon’olona et collectivités rurales en 1960 imerina, editions berger-levrault, paris ivè, 236 p. |
Ireo asa tanana ireo no tena ampiasain’ny olona ho antom-pivelomana. Ny ianarana dia mba tsy ianteherana aman’olona hoy ramaroson holy tompon’i miracle style coiffure iii-4-ny varotra isan-tanàna, ahitana mpivarotra antsinjarany. Mamonjy ny olona tokoa ireny, indrindra amin’ny andro sarotra toy ny aretina, fahafatesana... |
Sekoly mitinaiza ny tsenan’ny tanàna sy ’rony herisetra an-dala-migodana |
Balandier g. 1971 |
Fanehoana ny ditran’ny ankizy, miharo ny alahelom-pon’ireo niteraka no zava-mitranga eto. Tsy misy ray aman-dreny mahafoy zanaka hoy, ny fitenenana, fa ny zanaka no mahafoy ray aman-dreny, ka na maditra sy adala aza, dia tian’ny ray aman-dreny hatrany. Izany indrindra no nahatonga ny mpanoratra haneho ny asa sorany mom... |
Rvt 10, ll. A ’ld izay tianao harnbara momba an’ i faniry vatosoa. |
Ao amin’ny ho namanao 205 sy ny handry fahalemana dia ahitana tamberina. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.