text
stringlengths
10
11k
Nony vita ny asa natolotro ny anjarany iny aho no lasa noraisiny ny sarany
Ohatra ny boky mitondra ny lohateny ambohimangan’iovana izay nosoratan- drazafimandimby raoelina tantara i ny bokim-pianakavianan’ireo olona nonina voalohany teo ambohimanga atsimo olana teo amin’ny fitadiavana tahirin-kevitra mahakasika ny toerana vitsy dia vitsy ny tahirin-kevitra siantifika mirakitra ny kolontsain’n...
Araka ny fanadihadiana natao tamin ny tompon andraikitra tao amin ny sekoly tamin ny talata 19 febroary 2019. 11 technologie de l information et de la communication 12 tovana 1 13 tovana 2
Iombonan’ny rehetra fa misy hery ivelan’ny tena, tsy fanta-piaviana izay mahatonga an’io fahafatesana io. Ahitana taratra ny foto-pisainana momba ny fahafatesana manokana ity fifanantsafana ity. Porofo hoenti-mitrandraka izany ireto andiam-pehezanteny manaraka ireto. Samby manana ny andro ratsiny ny olo. 221
Ny nisafidianany ny solona anarana.
Fomba fiasa notsoahina tao amin’ny boky navoakan’ny banque mondiale sy ny institut royal des tropiques kit , 1999 mitondra ny lohateny hoe participation villageoise au développement rural no anatsoahana izany.
Izahay koa mba namotopototra, nefa tsy nisy nahalala hatramin’izao, hoy ihany ikaky. Ny nahitan’izy mivady azy fotsiny, iray andro taty aorian’ilay fifanjevoana mahatsiravina tety anjanapara, ary teny andrefana amin’ny faritanin’andriamboromanga iny. Noheverina ihany tamin’izany, ho zanak’olona avy ety ho ety no nofaoh...
Mbola mifandray amin izay ihany ny firafitry ny amy ny ao. Mety hifanandrify amin ny mpampiankin-teny mpanoritra na mpampiankin-teny mpisolo tena tampisaka amin ny firafitra ankehitriny. Firafitra roa ny fanehoana azy amin izany amin ny na aminy. Ny mpisolo tena tampisaka, amin ny maha tampisaka azy dia mirafitra mivan...
Ilaina hiverenana indray ve fa tanjon-dratovo ny fanatanterahana ny fanambadian- dranivoaly sy rasela. Resiny ilay fakam-panahy saika handrafesany an-drasela. Vokatr’izany, rehefa nanambara ny toetran-drainisela mivady izy, dia namboariny hifanaraka amin’ny zava-kendreny ny filaza azy. Endri-pampiontanana mandoka no na...
Literatiora an-tsoratra ny sombin-tantara ny fehezanteny famerenana ds2
Atao ahoana re, ry tsiry a ! Ny fon’ny mpanam-bola tsy mba mitempotempo fiantrana ka tsy izay fiantrany anie no ilaiko fa ny tokony ho ahy ! Tsy mangataka aminy aho fa mitaky ny anjarako ka ny anjaran’ny mahantra anie dia izay atolotry ny mpanana azy ihany e ! -dia inona no fahamarinana amin’izany? -an’andriamanitra ny...
Ireo rakibolana samihafa kannas c larousse, dictionnaire encyclopédie, illustré
Tena ianao
Fael flore fanaovana kojakojan’endrika amam-bika loharano kaominina
Mifandimby ambony sy ambany raha aravona, mandritra ny fiainam-piarahamonina dia misy foto-pisainana miova kanefa tsy maintsy mitondra vokatra. Io vokatra io no asehon’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny anoharana sy ny oharina hita amin’ny hoe boribory misy tana-masoandro ny fiainana oharina amin...
Fafana13 ny tsofoka fanatevenana fototeny
Jehovah ô ! Noho ianao no mahatomombana izay zavatra ataonay 1. Toloranay ny dera sy ny haja ary ny voninahitra andriamanitra andriananahary ny amin ’ny nahatontosan’izao asa izao. Izy no nanome fahasalamana, herim-po sy herin-tsaina anay ka nahatontosana ity raki-panohanana ity. Anehoanay fisaorana etoana ihany koa ir...
Nandritra ny taona maromaro dia tsy azo nonenana tao ambalamafana na tritriva. Taty aoriana anefa dia nisy farihy nipoitra teo amin’ny faritra nipoahan’ny vôlkano. Rehefa nandeha ny fotoana, dia nisy zava-maniry vitsivitsy naniry manodidina ny farihy ; namboly hazo ihany koa ny mponina ho fanampin’ireny mba ho fanajari...
Ny fomba nanehoan’ny mpanoratra ny heviny
Tany am-piandohana, ny vohitra dia eny ambony sady voahodidina hadivory ny vohitran’ny andriana koa izay faritra ambany na ivelan’ilay hadivory no antsoina hoe ambanivohitra. Rehefa nisy ny fanasokajiana taty aoriana, dia izay faritra ivelan’ny tanan-dehibe no antsoina hoe ambanivohitra. Indreto misy voambolana maromar...
Mampiana- janaka ny mponin ny faritra. Misy sekoly maro any fa misy ireo tena lehibe sy malaza. Ny kaominina tsirairay dia ahitana sekolim-panjakana avokoa toy ny fanabeazana fototra epp , ny ambaratonga voalohany ceg sy ambaratonga faharoa lycée avokoa. Ankoatra ireo dia misy koa ny sekoly tsy miankina maro ohatra ny ...
Nateraky ny alina hotrotroin’ny maraina hampitsimoka zava-dalina eto an-tany karakaina
Sire, répond l’agneau, que votre majesté ne se mette pas en colère ; mais plutôt qu’elle considère que je me vais désalterant dans le courant plus de vingt pas au dessous d’elle, et que par conséquent, en aucune façon, je ne puis troubler sa boisson -tu la troubles, reprit cette bête cruelle, et je sais que de moi tu m...
Famintinana ny fizarana faharoa
Pk endrika sy tohin ny saina izy, ka raha tsy misy saina, tsy mety misy fanahy. 373
Sava 50 000 75 000 4 24 antakarana tsimihety betsimisaraka. Menabe- antanimena
Ny fahaizan’izy ireo maneho ny maha izy azy ao amin’ny asa sorany, sy ny fahitanay fa samy manana hevitra matotra azo tohanana tsara izy ireo dia antony ihany koa nisafidiananay ny tantara foronina novokarin’ ireo mpanoratra telo ireo. Ny tena zava-dehibe aza dia ny fahasamihafana hita taratra ao anatin’ireo asa soratr...
Toko telo mahamasa-nahandro mihitsy ireo, hoy izy. Toy izao no ilazany azy ao amin’ny tononkalo faneva aza kivy io no teny indraimbava mampivondrona ny aiko, ka manambatra ireo hery vao misandratra any anaty ary dia izany koa no mampitsangana amin’ny maty ilay finoako fitoloha, ka mampianatra ny foko hahay hitsimpona n...
Famahavahana ny lafiny kanto anterina hatrany fa tsy hanolotra fomba fampianatra akory no tena imasoana eto, fa ny hitrandraka ireo asa soratry ny mpanoratra nanaovana fanadihadiana mba ho fitaovana azo kirakiraina. Araka izany, dia ny tombana avy hatrany no ndeha hirosoana.
Ny anjara asan’ny lahateny manazava manana ny anjara asany eo amin’ny fiainana andavanandro ny fanazavana. Araka izany, ny lahateny manazava dia mikendry ny hampita fahalalana sy hitondra hevi-baovao mahakasika fomba na toe- javatra iray na maromaro. Mikendry hampitombo fahalalana ny olona iresahana ary milaza ny antsi...
Ny teny atao amin’ny zana- tsoratra matetika dia mora vakina kokoa raha oharina amin’ny teny atao renisoratra .
Randrianantenaina, raharijaona a, ratrema william, op. Cit. Page 20 le maître affable et doux, instruit en amusant, s’ingénie à utiliser un materiel didactique adéquat
Efa endrika fampandrosoana ny tanidrazana ny fanaovana ny marina, rariny, hitsiny. Tsy hanjaka tanteraka anefa izany raha mbola misy ny geja mamatotra an’i madagasikara. Endriky ny fitiavan-tanindrazana ny tolona ho fanafahana an’i madagasikara. Koa dia nanabe ny olona hitolona ho an’ny tanindrazana i di 2.2.2.3. Tokon...
Sintaka fampakaram-bady 22 diafôtaka vodiondry
Vakiteny mahay mamaky
Et g. Grandidier, op. Cit. , pp.93-256 les âmes des morts sont pour tous les malgaches, , leur protecteurs naturels, leurs anges gardiens, leurs intermédiaires constants, journaliers avec dieu suprême
Beko nataon’ny tarika lafihengo ny 27 05 04
Rafanomezantsoa antsa
Merika ilay andro sarona ny tany lasa ny masoandro any andrefana any.
Mitohy hatreo ny lanonana ka mihira sy mandihy ny olon-drehetra. Ny efa lehibebe na lahy na vavy ao an-dapa, ny tanora kosa na lahy na vavy ao an-tokontany no
Hifanandrina, hiady
Ny fanatsoahana ny hevitra tiana hambara saika ny ankamaroan’ireo tonon-kira nangoninay, dia anokanan’ny mpanao zafindraony fizarana hanehoany ny hevitra tiany hambara amin’ny mpamaky avokoa; ka izy ireny dia mifono anatranatra sy toro-hevitra ary fampieritreretana hatrany. Tsy mora anefa ny fampitana izany any amin’ny...
Ny teny malemy dia hazon’aina; fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy. Ohab 15 4.
Gouvernementale vonona amin’ny fanatanterahana ny asa, atao ny fifanaraham-piaraha- miasa ka rehefa vita izany dia miroso amin’ny famatsiana ny psdr tetikasa miandraikitra ny fanaraha-maso ny zaza ka tafiditra amin’izany ny fijerena ny fitombony ary fanomezana fanampin-tsakafo ho an’ireo zaza tsy ampy lanja. Indray man...
Ny tarakevitry ny fahafatesana araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany ihany no hohadihadina amin’izao asa fikarohana izao. Ho ferana ho ny asa soratra nivoaka teo anelanelan’ny taona 1922-1931 ihany no itarafana io lohahevitra io. Araka izany, misy ny asa soratra hafa navoakan’ireto...
Ny efa nisotro ny aleoko maty dinan’ny tolona mahatanty lazony raha mbola ady vitan’ny olona anareo ny didy, ka ampiharo izay ampiharina fa tsy misy miala eo izany raha tsy hita ny marina!
Amboarov 40 45 x 0 55 5
Ny faritra analamanga avaratra
Tokony homena lanja ny teny malagasy, na am-bava, na an-tsoratra. Araka izay azo atao, tsy laroana teny vahiny rehefa mampiasa teny malagasy. Izany hoe, tsy manao vary amin’akotry manana andraikitra manokana hamolavola sy hampahafantatra ny voambolana vaovao mifanaraka amin’ny vanim-potoana ny akademia malagasy. Hanamo...
Ny akany fanarenana teny anjanamasiana no nampiditra ahy tato amin’ny akany. Mbola te
Maro ny sehatra azo irotsahana amin’ny asa fikarohana. Fanyliteratiora an- tsoratra no nosafidinay. Nyfanangonanany akora hiasana àry no vaindohan-draharaha tamin’izany. Atolotra amin’ity boky i ity àry ireo asa soratra voaangona. Ny ampahany betsakatamin’izy ireo dia natolotry ny fianakavian’ny mpanoratra anay an-kits...
Mahay konsiansy
Cf v. A tak 3
Santionany amin’izany izay hita ao amin’ny rmp sy et. Rmp fifandonan’i andry tamin’i abdul sy glenovitch tao amin’ny hotely major. Nivoaka ho mpandresy i andry tamin’izany ary nikasa handositra ireo fahavalo. Vao nahita izany ity jiolahy mbola nomontsamontsanin’i andry dia nirohotra nikasa handositra rmp tak 160. Et ni...
Tangalamena hazomanga na sojabe ilazana ireo loham-pianakaviana na ireo izay zokiny indrindra eo amin’ny fiarahamonina, izy ireo no mandrindra sy mandamina ny fiainan’ny fiarahamonina. Tai arano ranomamy na renirano. Tao o fahavaratra aty afovoan-tany. Tati-bato vola omena ny fianakaviana mana- manjo ho fiaraha-mitondr...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure c. E. R langue et lettres malagasy
Anehoana ny
Figure 3 kopakopa-tanana main gauche avec le bouclier en demi fléchi dessinant un demi-cercle, main frémissant imitant le mouvement d’un vol d’oiseau, main droite tenant le bâton en position d’attaque, le buste balancé de gauche à droite en piétinant.
Mareuil a , in guide pédagogique. Brodard-taupin, paris, 1971 , p.56 le résultat scolaire dépent du climat dans la classe
Malo ady rasasandry
Tapany faharoa 1997-2002, nitondran’andriamatoa didier ratsiraka tamin’ity tapany faharoa ity dia tsy hita soritra mazava intsony ny pôlitikam-panabeazana ary na ny lalàna fototra 98-001 aza tsy mirakitra ny momba ny lafiny fampianarana. Tapany fahatelo 2002-2007, nitondran’andriamatoa marc ravalomanana ao amin’ny teny...
Cf va, tak54 77 cf va, tak 73
Manana fanova t izay mikatona tr a t .
Nataoko tsy ho vaky lay lokanganay fahiny, hay voafetra sy malaky rony feony tamin’iny 45- mba nataoko tsy ho lefy ny tsiperiferinay, hay ny fiainana voarefy misy fetrany izy izay
La cs et prélats des gens chics et très bien ! Qui, sans l’ombre d’un rien, sont gentils pour me dire dans le coin d’un sourire et d’un simple regard !
Lahatsoratra 8 andriamanitra tsy mba niady hevitra ny amin’ny fisian’ andriamanitra ny razana malagasy. Mahalala sady mino ny malagasy fa misy andriamanitra; ary ny olona izay tsy nety nino ny fisian’andriamanitra dia noharin’ny ntaolo tamin’ny olona mitsambiki-mikipy olona adala! Hoy ny ohabolan-drazana andriamanitra ...
Ampahatsiahivina fa lasibatry ny kolontsaina sy ny riba vahiny ny tanora malagasy tamin’ity vanim-potoana ity. Naka tahaka fahatany fotsiny ny fomba frantsay izy ireo. Tao anatin’izany ny fomba hoenti-miatrika ny fitiavana. Nitondra fanabeazana momba izany tamin’ny alalan’ny asa sorany ireo mpamoron-kira teatraly, satr...
Anthropologie sociale, paris, payot, 174tak
Fandrosoana tontoloina sy koloina ho an’ny matin-drandram-bao 15 ka asanao!
Hita tamin’ny fikirakirana ny vondrona ambara fa tsy vitsy ireo tononkalo nihira ny tsy faharetan’ny zava-drehetra eto an-tany. Ny baiboly anefa efa nilaza izany ihany koa, izany hoe, ny hevitry ny baiboly mikasika ny fiainana no nisintonan’ireto mpanoratra ireto ny fahitany ny fiainana. Ahitana izany, ohatra, ny
L’école permet d’acquérir diverses compétences, telles que le sens de l’organisation, la méthodologie du travail, la capacité de travailler en groupe. 27 tovana laharana 1.
Ny tekinisianina matihanina anisan’ny nampiady hevitra ny maro ny momba ny tekinisianina matihanina. Araka ny fepetra ilaina amin’ny maha matihanina azy dia mitaky fahaiza-manao avo lenta izany. Voalaza ihany koa fa ao amin’ireo tanàna efa nahazo rano sy vao hampidirana rano ao anatin’ny kaominina telo ao amin’ny farit...
Faniry vatosoa
Rehefa voaray ny lahatsoratra sy ny fanontaniana miaraka aminy dia manao lesona hafa ankoatra ny riba satria atao any an-trano ny asa. Amin’ny seho manaraka hanaovana lesona momba ny riba indray no tsaraina ny asa nataon’ny mpianatra. Rehefa tonga ao am-pianarana dia savaina ny asan’ny tsirairay, ny 90 dia tsy nahavita...
Eto izao dia ny sonnet 261 no nandrafetana ny hainteny.
Mahiratra sy jamba 32- hendry 33- satriko raha sitrakao 34- raha ho avy ianao! 35- avy any 36-vavaka 37- mankalaza anao 38- arahaba r’ilay nohasoavina 39- miondrika izahay 40- anosiarivo sy ny alany 41- vokovoko vato 42- nahery fitsoka ny rivotra 43- rahefa 44- fisarahana 45- meteza ianao 46- bibilava vonoina 47- dihy ...
Raha hofintinina izay rehetra voalaza izay, ny zavatra tsapa dia izao ny famoretana nataon’ireo mpanjana-tany no anisan’ny hery lehibe nanosika an’i jean narivony hanoratra ny boky amboaran-tononkalo ho fiarovana ny maha malagasy. Nampiasa tetika hanairana ny tadin-tsain’ireo namany aloha izy tamin’ny alalan’ny fanehoa...
Fanadihadihana ny tantara foronina orimbaton’ ny fiadanana voalaza fa literatiora an-tsoratra mirakitra fitantarana ny tantara foronina. Maro ireo lafin-javatra mandrafitra azy. Mialoha ny hamahavahana izany anefa dia tsara raha fantarina ny momba ny mpanoratra ny boky sy ny mombamomba ny boky amin’ny ankapobeny.
Famintinana
Fampidirana teknika vaovao lafiny famokarana fanaovana voly avotra mangahazo, vary
Ny mpianatra ao ireo izay efa mahafolaka tera-tany malagasy sy vahiny ka manazatra ny vava fotsiny ihany, ao kosa ireo izay vao mianatra mihitsy tera-tany vahiny ny an-tsoratra kosa dia anarahana ny fandaharam-pianarana frantsay momba io taranja io. Ny mpianatra manao ny fanadinam-panjakana malagasy na frantsay dia man...
Handehandeha ho azy, fa nahitana hevitra avokoa izy ireny, ary tena paika nenti-nanangana ny hevitra. Ity asa fikarohana ity dia nahalalana fa sarin-teny amam-pomba filazan-javatra miaingitra amin’ny fahita andavanandro no nenti-nanangana ny amboaram-pahendrena. Rehefa voavahavaha ireny karazan-tsarin-teny ireny ka hit...
Koa aoka ry malala, ataovy sanatria ny revon-kilalao sy mora very dia na sitrako aza ny any ilaozy ka avia! Ry zanako malala ô, modia re , modia. H. Meteorson
Ny fomba fanehoan-kevitra mivantambantana
Bossuet orateur in notre littérature étudiée dans les textes, collection librairie armand colin, paris, 953 p
Nandritra izany ihany koa no nandraisana ireo vondrona ambara izay nokirakiraina. Tsy mora akory ny nanatanteraka ireo fa nisy tokoa ny olana.
Hoy i wellek sy i warren ny tantaram-piainana dia manazava bebe kokoa ny poezia amin’ny maha vokatra azy. 14 hampiasaina koa araka izany ny haitsikera ara-tantaram-piainana mba hanazava izay voarakitra ao amin’ny asa soratra.
Mialy izaho no adala e! Manina ny olona tsy manina; raha ny tena marina dia izaho no tena tara taminy, nataoko izay fihetsika rehetra, nolazaiko taminy fa tiako izy. Nanenenako izany ankehitriny, fa saika namotika ahy ny fahamaolamaolana! Mitomany feno mialy a! Mangina! Aoka izay! Manomboka izao, mahaiza mamindra, aleo...
Maro ireo dingana nolalovana nandritra ny fanatontosana izao asa fikarohana izao. Azo fintinina toy izao manaraka izao izany fanatonana ireo tomponandraikitra samihafa momba ny fampianarana tekinika sy ireo sekoly nanaovana ny fanadihadiana. Fanaovana resadresaka tamin’ireo tomponandraikitra, mpampianatra, mpianatra, r...
Ny fiteny malagasy ôfisialy
Ny ohabolana eo amin’ny fitaizana amam- panabeazana
Sekoly, mba hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny adidy tandrify azy amin’ny famatsiana ara-pitaovana ny sekoly. Tsy hadino ihany koa anefa ny mpianatra na dia sokajin’olona madinika aza no misy azy satria izy ireo indrindra no tena ifantohan’izao fitadiavana soso-kevitra izao hoentina manatsara ny fampitan-desona m...
Rehefa mitambatra ireo patriarkà sivy ireo dia antsoina hoe patriarkà ekôminika.
Mpivarotra mpamongady, mpanjinjara ; mpitana hôtely
Tsy misy e. Nifankahita matetika taty izahay sy i hasina hay ve e? Dia ahoana? An! Izy aloha tsy ohatran-dry mihitsy na izany na tsy izany e! Ary indry izao manao ahoana? Izaho salama tsara! Hay ve! Fa ahoana? Dia mbola manjaitra foana? Ie mbola manjaitra foana aho. I holy namantsika taty iny izao no manampy ahy sady m...
Ireo telo ireo no solona anarana ampiasain’i niry-solosoa eo amin’ny sehatry ny fanoratana. Eto dia ny amin’ny ireo fikambana literera ahafantarana azy no asian-teny. 2-2-2 ny fikambanana misy azy eo amin’ny sehatry ny kanto
Ireo petrakolana momba ny fiompiana akoho araka izany dia nandrisika anay mba handalina ity toerana ity. Tsy dia lavitra loatra ny renivohitra ny kaominina antanetibe mahazaza ka nahafahanay nivezivezy nandritra ny firotsahana an-tsehatra mandrapahavitan’izao asa fikarohana izao. Ny fisian’ny olom-pantatray monina ao a...
Chapitre 1 cadre théorique section 1 cadre conceptuel c’est une méthode utilisée dans le but d’exposer les bases théoriques de la recherche, notions sur lesquelles nous devons nous baser pour expliquer et pour appuyer la connaissance du cadre de l’étude. Cette première section sera consacrée à l’explication des différe...
Paharazana famadihana, tsikafara, joro orana, fora zaza ary fanambadiana. Ny fanaovana ny famadihana dia arakaraka ny isam-pianakaviana ary ny vokatra miakatra. Ny joro orana indray dia atao isan-taona, ny volana nôvambira no fanaovana izany, ka tanterahina isaka ireo tanàna misy doany abohijanahary ambodiamontana, man...
Matoa aho mitia tsy hoe kilalao, matoa aho manolotra ny aiko ho anao dia satria efa tia fa matoa aho mampiakatra ny fitiavako anao dia vonjy ho anao.