text stringlengths 10 11k |
|---|
Ireo ohabolana na fomba fitenenana mety mifandray amin’ny lohahevitra |
Loharanon-kevitra |
Setrin’ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe karemy nosoratan’i herinirina tamin’ny 20 09 03 |
Machiniste randriamiadana albert razanakoto gabriel ramandimbiarisoa jiro rasolofoarimanana vincent feo rasamuel raody nalaina sary sy feo tao amin’ny teatra monisipaly isotry 2006 nalefa tao amin’ny televiziona malagasy, tvplus, tv record, mbs namboarina ho théâtre radiophonique nalefa tao amin’ny radio madagasikara |
Ao amin’ny efitrano iray ahitana seza fampandrosoam-bahiny, latabatra iray lehibe nohodidinin’ny seza eo ankilany, misy gitara ery anjoron-trano |
Prédominance du noir qui s’atténue en gris, présence notable du rouge tout forme une symphonie tonale caractérisant un univers, qui peigne un paysage métaphorisant des conditions de vie. De ceci des images sont traitées le long roman, symbolique des diverses situations dramatiques. 1 vision fantastique de la foule |
Reo adidy samihafa tsy tanteraka na vita, dia sakananao mangina. ’reo mpanao ka tsy tafita. Eny, olom-pirenena maro. Ny mavomavo sy malemy, ’ndray agebokao, ry vovo. Ka voakenda tsy miteny. |
Tahirintsoa |
Matavy i tsiresy. |
Anarany asa sahaniny foibeny toerana iasany avotr’ andramasina fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra sy fiarovana ny tontolo iainana. Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra andiana mpianatry ny anjerimanontolo mutuelle d’éparne et de crédit mec socio-culturel fampiroboroboana ny tontolo ambanivolo fampandrosoana ny ... |
Ny fomba betsimisaraka avaratra ny fomba niainan’izy ireo izany rehefa nonina teto |
Ny sampana fdl dia mikarakara manokana ny fitoriana ny filazantsara amin ny lehilahy sy manofana azt ireo ho mpanompo mahatoky ao amin ny ankohonana sy ny fiangonana ary ny firenena. 1.2.5.4. Kristiana tanora loterana malagasy ktlm |
Miara-dalana amin’ny finoana amam-pivavahana nentim-paharazana ny fivavahana kristianina. Ahitana fiangonana kristianina iraika ambin’ny folo 11 ao amin’ny kaominina tritriva ; ny fiangonana katôlika dimy 5 , ny fiangonana fjkm iray 1 , ny fiangonana flm dimy 5 mazoto mankany am-piangonana ny mponina ao tritriva. Saika... |
Izany hoe ny hovalahy ravalo sy rainao dia zafin’ny mpirahalahy ? A’-b se sa |
Fafana 36 ny karazana tombana sy ny fotoana nanatanterahana azy |
Ambohibao antandroko mby kilomètres antanimarina cr mantasoa 1540 cr miaanandiana 1545 |
Ny teboka mamarana tanteraka ny fehezanteny ary mampiditra amin’ny hevi-baovao. Ohatra zava-tokana katsahina, eran-tany, eran-danitra io no marina resahina fa toetra miavaky ny lanitra |
Raha ampiharina amin’ny famahavahanaa io hira io izany fiheverana izany dia izao dimy monja ny tamberim-peo u amin’io andininy io, izay mandoko alahelo amin’ny malagasy. Fa ny mateti-piherina dia ny fahitana eny anivon-teny eny ny feo a , zana-peo misokatra mandoko tsikitsiky eo am-bava, araka ny fisokatry ny molotra, ... |
Toy izao amin’ny ankapobeny ny fizotry ny tantara kisary faha3 maneho ny fizotry ny tantara ahitana izany, ohatra, ny tononkalo ranivo sakaizako ii 323 |
O! Mifalia ry malagasy zao ro andro firavoravoana fiverenana e ! Sambatra ny olona mifankatia aho anie ka malagasy koa |
Mahakasika ny tomponandraikitra tokony hohavaozina ny votoatin’ny fandaharam-pianarana, indrindra ny kilasy voalohany sy famaranana, fa efa ela loatra ny nampiharana azy ka tsy manentana firy intsony tokony hiompana amin’ny zava-misy iainan’ny mpianatra ankehitriny ny fandaharam-pianarana tokony hisy fihaonamben’ny mpa... |
Filazalazana momba ny boky |
Ka ahoana tsy aoka hikambana isika, ka sady hanjaitra no hamikavika. Ny tetika hiraisana anie mahavoa, ka ho hafa dia hafa ny vitan’ny roa ! |
Dia nahifiny ny foko feno emboka fitia madio mangalahala nefa io no tena iriny amy ’lay antsoiny lala ! Fa isainany ahy ho adala |
E! Ry vetsoko mba sambatra eo amoron’ony manitra zao mitendry ny lokanga sy manao anteman-danitra 15 endrey iry havoana njao mitafy saly maitso endray ry vondron’ala indreny koa ny taitso |
Ny fahatsapan’ ny eja ny maha-ray aman-dreny ny mpitondra firenena no nahatonga azy hanolotra ity tononkalo ity ho an’ ny filoham-pirenena tamin’ny taona 2003. |
Sekreteran’i galliéni tonga ao rasanjy tompoko, mangataka ho raisinao fa toa misy zava-maika tiany hambara izao dia izao; asa moa fa toa hoe momba an-drainandriamampandry galiéni raha izany ampidiro, aoka izy tsy hiandry ! Rasanjy miarahaba anao, mon jeneraly, ary dia misaotra indrindra, misy mantsy vaovao izay tsy tia... |
Amiko valin’ny fanontanian’i tahirintsoa |
Izao asa fikarohana izao no tontosa dia tsy noho ny herin’ny tenanay irery ihany, fa vokatry ny asa tana-maro, nifandrombonana sokajina olona samihafa. Koa, tolorana fisaorana ianao andriamatoa andriamanatsilavo seth nanaiky am-pitiavana ho filoha mpitarika ity asa fikarohana ity, na dia eo aza ireo adidy sy andraikitr... |
Ity asa fikarohana ity dia noferana ho amin’ny fanadihadiana ny poezian’ ny eja. Ireo poezia voarakitra anaty boky ka efa nivoaka eny amn’ny mpamaky no nosinganina hiasana. Misy ihany anefa amin’ireo poeziany notrandrahana no tsy tao anatin’ ireo boky roa ilay fitia sy rêve inédit fa kosa ahatarafana ny lohahevitra ny ... |
Ny maso eo tokoa, kanefa ts’isy vitany! Fa na ahirany aza dia haizina no hitany! O! Rariny tokoa ny fitsiriritany ka tsy melohiko izy manozona ny vintany! |
Fanasarahana ho teny roa na maromaro |
La différence la psychologie |
Osika azo nandritra ny fotoam-pandevenana tao tanambao, ny 09 martsa 2016, tamin’ny 09 ora maraina |
Fanamarihana tokony hampifandraisina aminrny zava-misy eo aminrny fiaraha- monina sy ny firenena foana ny tantaranrny literatiora. Hifandray aminrizay rahateo koa mantsy ny asa soratra vokarinrny mpanoratra. Mazava ho azy fa homarihinrireny zava-nisy ireny ihany koa ny mpanoratra. Tokony hampahafantarina ny mpianatra n... |
Ity sampana ity dia tsy andoavana sarany ary ny fandaharam-pianarana avy any amin’ny fanjakana no arahina amin’izany. Ankilany kosa dia fampianarana araka asa manokana formation professionnelle qualifiante fpq izay andoavana sarany ny fanarahana fiofanana ary ny fandaharam-pianarana dia izay volavolain’ny sekoly no ata... |
Gazetiko, laharana 4989, sabotsy faha 04 ôktôbra, 2014, tak.4 83 razafintsalama, ny finoana sy ny fomba malagasy, op, cit, p.131 84 navoakan’i gueunier n , solo-raharinjanahary op, cit, p.267 |
Ny fampitohizan-teny sy kosa dia entina mampifandray hevitra roa mitovy karazana izay tanisain’ny mpiteny ka maneho fitohizana sy fifamenoana eo amin’ireo hevitra tanisainy. Ny tanjona kendrena amin’ny fampiasana ireo teny savily ireo noho izany dia manalava ny fehezanteny mba hahafahana manolotra hevitra feno sy mafon... |
Dje ahay hoy ny ampilaza ka henga mandy satria mbany tsy vita aby ny filazana. Hôroy ahay hampilaza koa. Eka hoy iaho fa ahay itoa handamina ny programa. Iaho mety henga niany mandy ndre dje ho alina; fa areo aby itoa mandrai a vô menga. Nafehy ny enta a, ny andro manomboka ho alina finy |
Fafana 28 ny andinindininy amin’ny fampianarana miainga amin’ny angon- kevitra |
Annexe i questionnaire d’enquête |
Havana havankavana havanina |
Manatsara ny fifantohan’ny mpianatra ny fifehezan’ny mpampianatra ny habaka ao an-dakilasy. Tsara àry raha toa ka mivezivezy manerana ny efitrano fianarana ny mpampianatra mandritra ny ora fampianarana. Amin’izay fotoana izay dia tapitra hitan’ny mpampianatra daholo ny mpianatra rehetra ao am-pianarana ary fantany avok... |
Ny haitsikera nampiasaina noho ity asa fikarohana ity miompana betsaka amin’ny fijerena ny zava-nisy teto amin’ny firenena tao amin’ny gazety takariva, sy ny literatiora tamin’izany, dia ny haitsikera ara-piaraha-monina approche sociologique sy ny haitsikera ara- tantara approche historique no nofidina. Hoy i a wellek ... |
Ny sokajina mpanoratra misy an’i harioley. |
A, tn7, izay ilay izy 174 v. A, tn7, izay ilay izy |
Lila lila ralila ralila |
Raha nambinina ianao ka nisondrotra ho avo ny haravoa-mitafotafo. Ireo tsy ampy mahonena aza dia odian-tsy hita, mba tolory, tsimbino fa ny harena tsy ho ela ireny dia ho rava. |
Amin’izany anefa no tokony ho izy mandritra ny fotoanan’ny hafanana mihitsy no tokony hatao misimisy sira ny sakafo satria be loatra ny fanariana sira mineraly ataon’ny organisma mandritra izany isaka ny misy hatsembohana 1l mandeha amin’olona iray dia sira mineraly 2 hatramin ’ny 3g no miara-very amin’izay , ary zava-... |
Ao amin’ny faneva 207 dia manana ny faniriana handresy hatrany izy. Eto kosa dia andian-teny no miverina isan’andininy. Toy izao ny endrik’izany |
Ohatra dia vaovao fihetsika raketamalala. Tsy nampandiaviny tany intsony ny faladiany fa nikapany amin’ny kiraro. Dia nasondrony ho avoavo kokoa ny zipony, nampiderany ny kibon-dranjony. Dia navelany koa ny lamba fitafin-drazana, fa ny didy akanjony no nofenjainy nampiseho rafi-batana. Tak 89 |
Efa hariva maizim-bava vilany vao tonga ka namantana teny ambohinaorina i rodolphe. Vao maraina be ny ampitso, dia tsy nandalo teny imerimandroso izy fa nitady aotomobilina mpitatitra olona 1235- ka dia niverina nankany antananarivo indray. Ny zava-nomarihiny ary nahagaga azy dia ny hamaroan’ny bar saiky isan-tanàna mi... |
Rehefa adala aho |
Manerana an’i madagasikara tokoa ny fampiofanana ataon’ny infor ka ilàna fahamatorana sy fahavitrihana. Izany dia manomboka eo amin’ny fanatanterahana ny asa. |
Lay môdely fahakely, tsy mba foana fa tsaroana! ’reo anjara voatantara sarobidy ka tadidy |
Néanmoins il ne faut pas mépriser la grâce que le pape dispense ; car elle est, comme je l’ai dit, une déclaration du pardon de dieu. |
Sary 2 sekoly fanabeazana fototra ao andranomena sy ny mpianatra ao e. P. P andranomena |
Toerana nandrendrehana vy sy ny farihin’i mantasoa |
Ny maraina 1- raha mbola resin-tory ny zava-mananaina tery am-bodilanitra antsinanana any no nifanenan’ny alina tamin ny maraina, kanjo re dia ady no niafaran’izany. |
Tsy ho faty antoka izy ireo amin’izany satria misy ny tombom-barotra azo ary ampy hoenti-miatrika ny taom-pambolena manaraka eo amin’ny fahaiza-manao tokony hamafisina hatrany ny fakana tahaka ny tekinika na ireo fahalalana nampitain’ny tekinisianina mba hisian’ny fandrosoana ho azy ireo. Izany hoe, ilaina ny fahaizana... |
Nahitana fiovam-pijery anefa ny momba ny pôezia taty aoriana, fa tsy ny versification toy ny rima, ny refin’ny isan’andalana, no voalaza ho iankinan’ny maha pôezia fa ny eritreritra misidina misondrotra avo, ny ohatra sy ny sary enti- mandravaka ny hevitra, ary ny lahateny ambony sy mirindra enti-milaza azy133. Noho iz... |
Tsikirepika hira fanao any amin ny betsimisaraka atsimo mandritra ny fiandrasam-paty. |
Ny rohim-pihavanan ny fianakaviana tompon- draharaha amin ny mpiray kibon omby ny fianakaviana tompon-draharaha tao amin ny f3 no itondrana fanazavana momba ny tetiarany izay ahitana ireo razana navadika sy ny rohim-pihavanany amin ny mpiray kibon omby marihina fa ao anatin ny vakim-paritra fahatelo no misy fianakavian... |
Audience au prés du parquet 65 ordonance de main lévée de placement provisoire |
Hamarinin’ny baiboly191 io ao amin’ny hoe aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho |
Bitsibitsika sy kiaka indray no tononkirantsika, sefosefo no mozika! Afaka ny sorisory rendremana aho. Ianao matory. |
Fivarotra ny zo fivarotra ny tena iza no hampifoha anao ry firenena? |
Rima feno izy raha toa ka mitovy avokoa ny vanin-teny rehetra manomboka eo amin’ny zana-peo mitondra ny ngadona farany amin’ny andalana anisany ahitana izany ny tononkalo hoe mandry210 fa hay mba mety miova ny lalan’ny tantara ny miaramila koa mba manana ambara hany ny fiainana, mba niova tato ho ato ka faly ny vahoaka... |
Ny famaranana no mamaly ny toe-javatra niaingana teo amin’ny fanombohana, rehefa avy nandalo ny antenantenany. Tsy maintsy misy famaranana ny tantara mba hamaliana ny fanontaniana nanitikitika tao amin’ny fanombohana. Mifarana ny asa ataon’ny mpandray anjara, izay mamarana koa ny firoson’ny tantara ho amin’ny fahombiaz... |
Le destinateur celui qui envoie le message. Le destinaire celui qui le reçoit. Le contexte c’est l’ensemble des conditions sociales. Le message c’est le discours, le texte, ce qu’il faut faire passer , lorsqu’il y a un message, cela suppose un codage et un décodage, d’où la présence du code. Le contact c’est la liaison... |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure d’antananarivo |
Fanevanantenaina nomenjanahary andre 01 03 03 5e b 11 non ilafa 15’ de marche ray mpamboly reny mpamboly rasolofoniaina heritina jean claude 15 07 99 5e b 15 non |
Salamà tsara ianao! |
Toko telon’ny fampijoroana ny maha izay ny mpianatra ankoatra ny maha teny fampiasan’ny mpianatra eo amin’ny fiarahamonina ny teny malagasy dia manorina ny maha izay ireo mpianatra ny taranja malagasy. Tsy afa-misaraka amin’ny fampianarana ireto singa telo ireo, dia ny tanjom-pampianarana, ny vontoatim- pampianarana ar... |
Fanavaozana ny literatiora ntaolo |
No mitobaka eny an-tsena, ka mamono mahafaty ny vita gasy , dia manjaka ny fripy fa io no mora vidy, na dia fanary sy fanipy 108 mampiharihary ny tsy fahaleovan-tenan’ny toe-karena malagasy ny fitobahan’ireny karazana entana ireny eny an-tsena. Tsy ny karazana entana toy ireo voatanisa etsy ambony ireo ihany mantsy no ... |
Mahafaly, mahasosotra |
Faka fakafàka fakaina |
Durée jours humains matériels |
Fa azo atao tsara ihany koa ny mamindra sy mampihatra izany ao amin’ny sehatry ny lakilasy fampianarana iray. |
Mpampianatra manam-pahaizana feno momba ny fanabeazana sy ny fomba fampitam-pahalalana tsy ampy ny mpampianatra misahana ny fampianarana |
Voalazan’i siméon rajaona fa ny stylistique dia fomba ahafahantsika mahazo sy mankafy bebe kokoa hatrany ny lahatsoratra 1, ny zava-kendren’ity asa fikarohana ity. Ity asa fikarohana ity koa dia natao indrindra hanasongadinana ny maha izy azy ny mpanoratra eo amin’ny fahaiza-mampiasa ireo karazan-tsarin-teny. Izany hoe... |
Faty, maty, vonoina takila 75 faty entina alina izy maty fahavelona. Vonoina satria manelingelina. |
Titre contribution a l’ amelioration de la codification du sport asa tany en vue de son institutionalisation en tant que sport et loisir |
Iray amin’ireo mety hiova araka ny fivoaran’ny zavatra iray ny anarany analamanga no niantsoana an’antananarivo fahiny ary imboasalama no anaran’andrianampoinimerina talohan’ny nahavoriany an’imerina. Nandalo izany koa ny hira gasy sy ny tarika mpiangaly azy. |
Iii.2.1.1- tsy fahampian’ny mpampianatra |
Les risques liés à la mortalité f tale, aux malformations, à la mortalité infantile et à l’épuisement nutritionnel chez les femmes peuvent eux-mêmes mener à une augmentation des risques d’infection, à la mortalité maternelle et à une insatisfaction chez les autres membres de la famille. |
Efa voafaritra mialoha fa ny olombelona tsy manana hazon-damosina no tsy afa-mijoro. Azo heverina ho manana hevitra roa samy hafa eto ny antsoina hoe hazon-damosina ny heviny voalohany dia ilay taolan-dava ao amin’ny lamosina mampijoro tsara ny olona na biby mba tsy hahavokoka azy ireo. Ny heviny faharoa indray dia ila... |
Toy izao no azo andikana io andalan-tonon’ôsiky io diniho tsara fa ny vavako tsy mandainga tsy laona tsy fanoto aho nefa enjehin’ny vehivavy raha tolakandro tsy trondro tsy amborodô aho nefa enjehin’ny vehivavy manerana ny saha. |
Ramiandrasoa. Hiratra. Stelarim. Université de madagascar, 1987, p. 141 |
Mpisorona dia nalaky niaiky ny fahadisoany tamin’izany raha vao nampahafantarina azy fa mpisoron’andriamanitra io noteneniny io na dia fantany aza fa efa diso lalana tokoa izany mpisorona izany koa diso ve ary ireo tsy mankasitraka ny hanaovan’ny laika lahateny kritika mikasikasika ny fivavahana? Raha ny ao an-dohan’ny... |
Ny fepetra ankapobeny tokony hohajaina raha handrafitra boky fampianarana |
Eo amin’ny karazam-panontaniana apetraka ezahina ho karazam-panontaniana miovaova, samy hafa no atao. Zarina tsikelikely amin’ny famaliana ny fanontaniana fahita any amin’ny fanadinana ihany koa ny mpianatra. |
Olon-kendry efa voky taona sady manam-pahefana amin’ny iray razana ny laidama. Zana-drazana eo an-toerana izy sady iray aina no mahatsiaro voatsindrona anaty raha mikororosy fahana ny hasin’ny razana sy ny vahoaka. Izany hoe manana fitohizana aina tsy hay vahana amin’ny mponina, ka tsy afa- mandositra ny fiarahamonina.... |
Ireo kilasy nahitana mpampianatra kizitina, tsy mitsiky mihitsy ary hita fa mihataka lavitra amin’ny mpianatra dia toy izao ny vokatra azo mpianatra 78 amin’ireo 104, izany hoe ny 75 n’ny mpianatra no mahazo isa latsaky ny 10 amin’ny 20. Azo lazaina fa ratsy ny vokatra azo avy amin’ireo mpampianatra ratsy fifandraisana... |
Ny fahantrana ihany koa dia miteraka fifanilihana eo amin’ny samy mpiara- belona any amin’ny sehatra samihafa rehetra any, ary ny toe-javatra isan-karazany mateti-pitranga eny anivon’ny fiarahamonina eny. Ahatarafana izany ny zava-nitranga tao marovato rehefa nihamaro ny matin’ny pesta tao an-tanàna. |
Tantara lava tantara fohy tantara lava na fohy |
Fanazavana ny teny |
Sokajy c sy d |
Ny fomba fanetren-tenan’ny mpiventy |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.