text stringlengths 10 11k |
|---|
De peur qu’elle ne me trouve pareil à un fou. |
Anana comme dans arc like in after e é ekena comme dans été like in emotion e i like in english i i iza? Comme dans lit ee like in three i ai life o ou orona comme dans tout ô origine o ou like in too o ô over y i izy toujours en position finale et souvent muette, sinon elle se prononce faiblement izy iz ; tany tani li... |
Amin’ny alalan’ny fifantohana no ahafahana manohitra ireo zava-manaitra rehetra izay entin’ny fahalianana ka manelingelina eo am-panatanterahana ny asa. Tsy mahagaga raha toa ka mahatsiaro ho reraka ny saina rehefa vita izany asa nilana fifantohana izany. |
Rabary, daty malaza, boky i, 31 desambra 1822 |
Tany afaka i madagasikara ka ilam-piezahana ny fanompoana azy mandrotsy indray ny lokanga mozika maha-malagasy. Mila ezaka sy asa mampahafantatra ireo olo-mangam-pirenena. Ohatra ratsimandrava richard tsy miamboho adidy ; rabearivelo jean joseph namerina indray ny maha-malagasy izany hoe hitady ny very ny lamba sy ny t... |
A1 ny voambolana efa fantatra |
Ny foko miandry azy midoboka mafy toa fon’olon’osa matahotra ho azy! |
Internet, musée le musée montre l’art , mais aussi la science, la téchnique , l’histoire , toutes les nouvelles disciplines porteuses de progrès et de modérnité |
Fanasongadinana ny fomba filazan-javatra ao amin’ny ohabolana hatrany no vontoatin’ity fizarana fahatelo ity. Saingy hotrandrahina manokana ato ny fanovana endri- javatra sy ny fanoharana ary ny sarin-teny hafa ankoatra ny parallélisme. |
Ho an’ ireo rafitra misy eo anivon’ny sekoly tokony hatsangana ara-panjakana ny fram sy ny faf ao amin’ny sekoly. Ireo mpikambana rehetra dia tokony ho voasoratra any amin’ny cisco sy any amin’ny dren ary samy tompon’antoka amin’ny fitantanana ny volan’ny sekoly. Ny antony nananganana ny fram moa dia ny hametrahana fan... |
Madio mangarangarana mitsaha-tsy feno ny voa nafafy |
Boiteau p , op cit, en dépit de cette oppression, la littérature a joué un grand rôle dans la lutte du peuple malgache. Les poèmes de ramanantoanina , ny avana , qui dès 1910 commenca, en termes voilés mais combien populaires, à dénoncer l’ oppression coloniale. P305 |
Amin’ny maha-ray an’andriamanitra, izy no mitantana ny dia sy ny fiainan- janany, mba tsy ho diso lalana mila fanilo na jiro ny olona hanazava sy hitsilo ny lalany, mba hahatonga azy hahita sy hahalala tsara ny lalan-kombany, satria sarotra ny diany. Andriamanitra no mpitari-dalana sy fanilo ho an’ny kristiana. |
Kopala daka ka ny ampelan-tongotra no mamely 30fanalo kinga. Fanalolahy mahery an’ady |
Toa haravoana no mandimby izany sambatra kosa ’zay tonga any ! |
Tsy mitovy ny fandraisan’ny olona ny hevitry ny teny hoe tanindrazana. Misy ny mihevitra izany ho ny toerana nahaterahana, misy ny mihevitra fa ny faritra misy ny fasan- drazana izany; tsy vitsy koa ireo mihevitra fa i madagasikara no tanindrazan’ny malagasy. Toy izao no amaritan’i ed andriamalala azy fa ny tanindrazan... |
Fitiavan-tanindrazana. |
Rehefa nofoanana tany an-tsekoly ny fampianarana ny teny malagasy sy ireo taranja mety hamohafoha ny fitiavan-tanindrazana teo amin’ny zaza malagasy dia ny teny frantsay sy ny taranja maneho ny hasarobidin’i frantsa no nasolo toerana azy ary hita ho tena nibahan-toerana izany. Tsy nisy hajany intsony ny teny malagasy h... |
Anastrophe |
Raha izay àry no azo nambara mikasika ny ray aman-dreniny sy ny iray tampo aminy ary ny tanindrazan’ny mpanoratra, manao ahoana kosa ny amin’ny fiainam-pahazazany. |
Ireto tanisaina manaraka ireto ny tanjon’ny faf fandraisana anjaran’ny olona tsara sitra-po rehetra eo anivon’ny fiarahamonina handray andraikitra amin’ny fanatsarana ny fanabeazana; fampidirana ny ankizy tonga taona rehetra an-tsekoly; fitazonana ny mpianatra hahavita tanteraka ny fanabeazana fototra ambaratonga voalo... |
Pamphlet fanakianana sy famotsipotsirana ny zava-misy marina pathétique mampahonena performatif tanteraka miaraka amin’ny teny tenenina péroraison famaranana persuader mampanaiky amin’ny fandomana ny fo plaidoirie lahateny fiarovana point de vue fomba fijery polémique masiaka, mamelively présentation fanehoana prier mi... |
Omaly ny fanadinanay. |
Itovian’ny anteony manontolo isata anaomby telo lahy tsy voafetra |
Donald, izay ampianarin’ny baiboly, edisiôna vaovao mahafaly, 1994. Ny fanahin’ny olona no ahafahany mifandray amin’andriamanitra. Ny aina no ifanjevoan’ny fihetseham-po sy ny fitiavana, fa ao amin’ny fanahy kosa no misy ny fahaiza-mamantatra sy ny fahaiza-mandanjalanja. Ny olombelona dia manana andraikitra eo anatreha... |
Fahafatesana izy. Ny reniny kosa dia ravaonoro germaine izay sady mikarakara tokantrano no manampy ny vadiny amin’ny fambolena sy ny fiompiana. Enina mianadahy izy ireo no mpiray tampo, ary eo amin’ny laharana fahadimy no misy an’i tsirinala. |
Ary mifalia , izao tontolo izao ary mihobia , fa sady feno voninahitra ilay zazakely teraka ho antsika |
Endrika ho an’ny itenenana raha eo amin’ny lafiny fivavahana manokana dia olona mpivavaka no ahafantaran’ny maro an-drado ka noho izany dia voafaritra ho olona tsotra sady malefaka no mahay milefitra izy. Rehefa miresaka fivavahana araka izany izy dia ireo sary ireo no mby an-tsain’ny olona voalohany. Manamarina izany ... |
Izy ireo no misahana ny fampandehanan-draharaha ao amin’ny kaominina. Misy rafi-pandaminana manokana mifehy azy ireo izay horesahina amin’ny antsipirihany eo amin’ny fizarana faharoa. Miankina aminy ny fampandrosoana ny kaominina amin’ny maha vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana azy. E ny mpiasa misahana ny fampianarana |
Natao hamaizana ny mifanohitra amin’ny hitsiny dia izay mifanohitra amin’ny lalàna. Koa tsy maintsy faizina izay rehetra mandika lalàna mba hanarenany ny toetrany. Ohatra midika halatra ny fiharian-karena tsy ara-dalàna. Maro ny endrika mety hisehoan’izany. Ao ny halatra tsy mivantana fa amin’ny alalan’ny hafetsifetsen... |
Haimah nenitoa a, izao àry re no hatao e, rehefa tsy mety hiaraka hatory aminao i rojo mandrampilaminao dia aleo izaho raha tianao. Vola tsy maninona àry e, rahoviana re vao ho tonga ny vadiko! |
Manoloana ny atrika asa nataon’ny o. N. N office national de nutrition |
Ineny, ilay tsy leo maneho fo mangoraka amin’ireo mahantra tsy manana hatoraka ineny be fitiavana kiadin’ny kamboty mbamin’ny zaza very rehefa miangoty |
Amin’ny asa fikarohana tahaka itony, dia tsy maintsy misy hatrany ny haitsikera ampiasaina mifanentana amin’ny asa. Haitsikera telo no nampiasainay voalohany, ny lalan- tsain’ i r jakobson mifototra amin’ny fomba fijery ara- pifandraisana. |
Ny fotoana faharoa |
Ny voalohany eo amin’izany fampivelarana ara-pitaovana izany dia eo amin’ny foto- drafitrasa. |
Tsy norantovina tany an-tsekoly ny fanamboarana koba tsy ianarana any an-tsekoly ny fanaovana koba, mijery ny ataon’ny hafa ary mampihatra izany amim-pahasahiana avy hatrany no ataon’ireo tanora te-hivarotra sy hanamboatra koba, toy izany koa no efa nataon’ireo mpanao koba rehetra tany aloha. Izany hoe fianarana azo av... |
Eto dia amin’ny teny somary mahery, feno faneso sy fandatsana ankolaka no nampiasain’ny mpitantara mba handona ny fo amam-panahin’ny mpamaky. |
Hahatrarana io tanjona io ao anatin’ilay zava-misy efa nambara. Izany fomba izany dia manamaivana ireo toetra sasany izay heverina ho tsy dia nilaina loatra tao anatin’ny fandresen-dahatra55. Ny olana amin’ity tohan-kevitra ity dia noho izy ampiasain’ny olona ho lasa fitaovana enti-mandangolango ny itenenana satria sor... |
Mety ho betsaka na kely |
Kanefa dia mandatsa rehefa sendra patsa 25 tsy omby ao am-bava mampijabajaba mampibabababa |
Iza no nanao ny masoandro miposaka ho antsika ? V andriamanitra f misy masoandro hafa ve miposaka any amin’ny firenena hafa ? V tsia, masoandro iray ihany ho an’izao tontolo izao. Na aiza na aiza, dia miposaka avy any atsinanana, ary milentika any andrefana ny masoandro. F inona no azo tsoahina amin’izany ? V misy ny m... |
Ny tononkalo ahitana isan’andalana tsy mitovy ao amin’ny andininy samihafa. Ndeha hosinganina amin’izany ireto tononkalo vitsivitsy ireto nahoana? Tk.17 , fetim-pirenena tk.78 , mametraha kely tk.76 |
Ireo fihetsika nasehon ny mpianatra ireo dia nisy fiantraikany ka tsy nampizotra araka ny tokony ho izy ny fampianarana sy niteraka fandaniam-potoana betsaka. 2.3.1.3. Ny tsy fanatrehana ny fampianarana nandritra ny fizarana asa dia tsikaritra fa nisy ny mpianatra tsy tonga manatrika ny fampianarana. Tsapa ho nitombo k... |
Seheno tsy hoe mandà ny tsy hiala sasatra aho, fa tena ohatra ny voahozona ny hiasa izany. Na any an-tsena fotsiny aza aho, dia ohatra ny mahatsiaro tampoka izany, fa tokony ho any amin’ny biraoko no misy ahy, fa tsy eo. |
Ny fifandraisan’ny tompon’ anjara asa ao amin’ny tantara 47 3 ny fiainan’i miaro fony izy nianatra 49 4 ny fiainany fony izy niasa 50 5 ny mety ho fivoaran’ny tantara 57 6 ny fiainan’i miaro fony izy nianatra 54 |
Ny fitiavana kanto dia mendrika tsy mba mila voizina akory fa raha sendra tafiotra mandrendrika ny finoana no atao mpanamory. |
Ny andraikitra ara-piarahamonina nosahaniny |
Raha misy olona miteny ratsy manoloana anao dia lazao izy fa mbola betsaka ny teny tsara. |
Ny andininy roa farany no tena ahitana ny votoatin-kafatra, izay miompana amin’ny fampitahana olon-droa samy manana ny maha izy azy, ka samy tokony hitazona ny hambo ananany ny tsirairay avy. |
Milazà toerana na zavatra fantatrareo fa manana-kasina v fiangonana, fasana, doany, lova navelan’ny razana, ny tanindrazana, sns |
Avy mitsingidina mitraka dia miarina miezaka mikendry ny tanjon-kotratrarina ny lalana mahitsy manandratra ny marina 20 no soridalanao ry zanakolombelona ny bikanao meva mbola ho lavenona |
Mampitaha ny tantara foronina amin’ireo iray karazana aminy . |
Fisaorana mitafotafo ihany koa no atolotray an- ramatoa raharimalala beby fanja olive, izay nitsara sy nanitsy ny asanay. Iaraha- mahalala ny adidy aman andraikitra lehibe sahaninao amin ny maha mpanabe anao, na ato amin ny sekoly izany, na any ivelany. Fahavononana feno anefa no nanekanao hiara-miasa taminay. Nanoro h... |
La revue des évaluations |
Nanolotra ihany koa ny tantaran’ny literatiora malagasy ka ny tantaran’ny literatiora amin’ny vanim-potoana ankehitriny no nasongadiny. |
Tamin’ny 06 ôkitôbira 1957 no teraka tao faravohitra antananarivo i jo andrianasolo. Josselin andrianasolo no anarana nofinidin’ny ray aman- dreniny ho azy. Araka ny efa natsidika teny am-boalohany, ny hoe andrianasolo dia anaran-dray nampitondraina ny zanaka, ary ny josselin no fanampina anarana hoenti-manavaka azy am... |
Sarin-teny andokafana ny atao sy ny hevitra arahina |
Tsaroako indray août 1947 mai 1949 |
Singa iray tsy afa-misaraka amin’ny hira ny zava-maneno. Hoy indrindra mantsy i pasitora samoela geoges manao hoe ny hira dia mifandray amin’ny tenyfrantsay hoe musique 33izay adikatsika hoe mozika, ka ny mozika dia zava-maneno atao mba hahafinaritra ny saina sy ny sofina ary hamalifaly ny fo. Dia misy ny mozika avy am... |
Loharano tardif, 1992 120. |
Itoviana sy iavahan izy ireo eo amin ny toe-javatra tantaraina sy ireo singa samihafa mandrafitra ny tantara foronina, ary eo amin ny fomba fanehoan-kevitra sy ny fomba fanehoana azy amin ny ankapobeny. Fetran’ny asa natao tsy mihambo ho naharesaka ny lafin-javatra rehetra akory izahay. Izay mety ahitana mivantana ny f... |
Roa ihany ny andinin’ity tononkalo ity. Tsy voahaja ny isan’ny andalana ao amin’ny andininy mifanesy. Sivy ambin’ny folo ny andalana ao amin’ny andininy voalohany, ary fito kosa no hita ao amin’ny tapany faharoa. Samy manana ny halavany ny isan’andalana. Toa miady rima ihany ity tononkalo ity, nefa misy maningana eo am... |
Loharano fokontany nanisana 2012 |
Ato misy fitia azonao ibobohana misy kidoro afaka hidabohana misy alika mpiambina tsy mifaditrovana misy rano iray siny azonao idiovana |
Momba tantara foronina |
Hetaheta mangetaheta |
Seheno ka hiasa koa re no hahatongavako eto aminareo, hanaja ny asako aho, ary raha sanatria ka misy tsy azoazonareo na eo amin’ny fomba fiasako izany, na eo amin’ny toetrako ankapobeny, dia aza misalasala re ianareo miteny sy mananatra ahy e! |
Loharano lisea andohalo, 2019. |
Année universitaire 2014-2015 soutenu le 21 mars 2016 |
Dingana fisafidianana ny atao voalohany amin’izany dia mifantina ny tanjona ankapobeny ho an’ny taranja malagasy sy izay tanjon’ny taranja malagasy ao amin’ny taona fahatelo. Tanjona ankapobeny ho an’ny taranja malagasy mahay mandanjalanja ny fihetsika amin’izay rehetra ataony amin’ny fifandraisany amin’ny manodidina t... |
Ny fomba fisehon’ny teny bemiray azo lazaina ho teny bemiray foana raha vao miseho amin’ny endrika fifangaroana ny teny frantsay sy ny teny malagasy, fa ny fisehony no tsy mitovy. |
Izaho malilo malilo ô izaho malilo e e e a boàna malilo ô koezy boàna o ia ie oa rir? 26 o ia, ie, oa e rir? Lahy hi e e e rir? Ny maso mizaha ny halai y e lahy hi e e e halaka helihely e karaha tsy ha aja halaka g dag da karaha tsy hamaitry avilay tsy ha aja toy izay tsy hamaitry |
Temps de la fiction ny vontoatin’ny zavatra tantaraina sy ny firoson’ny fotoana amin’ny tantara no ambara eto. Hita sy tsapa fa miroso ny tantara. Manamarina izany ny fitomboan’ny taonan’ny mpandray anjara, ny fivoaran’ny toe-tsainy sy ny fitaovana ampiasainy. Toy izao ny fivoaran’ny zavatra tantaraina f1 fahavononan-d... |
Ratsimiseta, in gazetim-panjakana, février 1915 |
Sekitera karazany refiny metatra voarakotra tara voarakotra vato lalan- tany |
Misaotra ny fianakaviana rehetra izahay tamin’ny fanohanany anay hatrany ; singaninay manokana i dada sy i neny izay tena nandany vola amin-karena tamin’ny fampianarana anay, ka nahavitanay hatramin’ny farany izao fianaranay izao. |
Autoévaluation fanombanan-tena autocorrection fanitsiana ny tena amplification fanatavezana |
Fokontany ambanin’ampamarinana boriboritany faha iv, fokontany voalohany velarany tsy voafaritra fokontany miorina eo atsinanan’ny kianjan’i mahamasina, ambanin’ny tendrombohitr’ampamarinana ity fokontany ity. Tsimianjaka no anaran’ity faritra ity taloha ary toerana nivarinan’ny fatin’ireo kristianina tamin’ny andron’i... |
Raha ny tranga fahita matetika dia azo ambara fa mitoka-monina ny taranja malagasy manoloana ny taranja hafa ianarana any an-tsekoly. Miharihary izany eo amin’ireo seha-pampianarana rehetra, indrindra eny anivon’ny fampianarana tekinika. Tsy mahagaga araka izany, raha mieritreritra ny mpianatra sy ny mpampianatra sasan... |
Ary mikasika ny fandraisana mahomby ny pci registre des bonnes pratiques du patrimoine culturel immatériel indray, araka ny andinin-dalàna faha valo ambin’ny folo tamin’ny fiaraha-midiniky ny unesco ny taona 2003, ny kômity dia mifantinaa amin’ireo tetikasa sy fandaminana ary hetsika momba ny fiarovana ny pci heverina ... |
Repoka repodrepoka |
Ny hevi-baovao eo amin’ny fomba fitantanana mba hampazava ny hevi-baovao naroson ireo mpiavy dia, horesahinay voalohany aloha ireo fomba fitsinjaram-pahefana amin ny tany demôkiratika iray. Faharoa manaraka izay ny fisehon ny fitsinjaram-pahefana eto madagasikara amin ny ankapobeny araka izay hita tamin ny fotoana nana... |
Tsy azo hadinoina ihany koa fa manana lesoka ny mpitsara eo am-panaovana ny asany, satria manisika vola azy ireo ny mpanao ratsy mba hahafahany maimaim-poana ao amin’ny fitsarana; fotoana fohy fotsiny no ipetrahan’ny olon-dratsy ao am-ponja dia afaka. Ny dahalo bara no tena mahasahy sy mahafoy vola be ho an’ny mpitsara... |
Katsaka 57 54 56 |
Ny fitsarana miabo |
Ny hery inoana fa mitantana ny fiainana tsy mizotra ho azy amin’izao ny fiainan-janak’olombelona, fa misy hery ivelan’ny tenany heverina fa mitantana azy. Ny lehibe amin’izany dia ny finoana an’andriamanitra. Raha ny malagasy manokana, dia hatramin’ny ela no efa nino ny fisian’andriammanitra izy. Manamarina izany ireo ... |
Araka ny fanazavana nomena anay àry dia toy izao ny fomba fandaharana ny taolambalo ? Ny karan-doha no apetraka voalohany ? Manaraka ny taolan-tratra ? Farany ny taolan-dava rehetra |
Trimoloharano 5 ambqh mlfmcrv 6 arnbohltrandria. Na 7 ambafabe b ampangabe 1 anosfbe 2 ambohltsoa 3 mahatslnlo est b t araiaza 5 angodongondona fl andrlantslazo 7 vohltsar, haslna antsahala11a |
Paacs pan african academy of christian surgeous cameroun |
Ao di. Ln. Ire o msy i onn- na ac, n ny n a. St |
Ny endrika nisehoany ny mpianatra nivaona ny fandraisan-kevitra noheverina ho karazana asa soratra ny atao hoe poeta milaza hevitra ivelan’ny lahatsoratra |
Expliquer en detail la structure d’application du dina organisation, fo11clionnement, composition et 21ttributions des trois organes prevus par la loi en matiere d’application du jina. |
Indro fa teraka a i e e e ’zao ny mpamonjy a i e e e ao betilahema |
Ny fikarohana efa vita amin’ny maha zava-kanto azy, ambara fa maro ireo mpankafy ny literatiora. Araka izany, tsy ny tenanay akory no voalohany hanokatra lalana amin’ny fanaovana asa fikarohana momba azy ity. Efa maro tamin’ireo zoky tany aloha no nanao fandalinana momba izany. Amin’ny maha hairaha mateza roritina ny l... |
Le nom de votre école? Ny fokontany misy anao ? A. Epp antanety i b. Epp d’anosy avaratra 2. Quel est votre sexe? Maha lahy na maha vavy ? Masculin lahy b. Féminin vavy |
Atao mazava tsara ny fifandraisana misy eo amin’ireo lafin-kevitra aroso |
Filàn’ny olona ny handray vaovao sy hakana vaovao. Manampy azy hamantatra ny fiainana sy ny zava-misy izany. Voalaza ao anatin’ny lahadinika iray pour mieux comprendre cette vie, pour saisir la portée des événements l’homme a besoin de s’informer ou d’être informé 10. Mampiaina ny mpanjifa azy ny fampielezam-peoamin’ny... |
Ii. Analyse of the education observed in that area and examination of the reasons why the education succeeded or not. |
Dia amin’izy mpiteny na hilaza tena ho mafy am-pitenenana si irony efa za-draharaha aza ny iresahana dia hevitra tsy misy fotony, ireo tsy mankaiza loatra akory ary tsy ampiasana fahaizana manao ahoana izy dia resy. Misy anaphore eto izay itamberenan’ny hoe adray eo amin’ny resaka am-bava no ampiasana ny hoe adray rehe... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.