text stringlengths 10 11k |
|---|
Patrick bacry, op cit, p 174 deux mots sémantiquement opposés mais appartenant à des catégories grammaticales différentes |
Ny mpianatra |
Ry kotavy nisy ny ady. Be ny rà latsaka tamin’ny andaniny sy ny ankilany |
Tsy mba nisy voady akory ka hoe natrehin’olona na teny mamy avy eo imolotra niarahanay nanonona. |
Fampiadiana kabary ka asongadina ny fahaizana mampiasa ireo oha-pitenenana hifandray amin’ny adi- hevitra atao, asongadina ihany koa ny fahaizana mitsingoloka ireo teny diso mba handresena ny mpifanandrina amin’ny tena 26 ireo entana ao an-tokantrano samihafa, nangonin’ny tovovavy mialoha ny hanambadiany, miampy ireo i... |
Ohatra lahatsoratra tony fampahalalana ny mombamomba ny vazimba, andaniny, ary ny minisitry ny fanatanjahanteny vaovao, ankilany no raketin’ireto lahatsoratra ireto anganon’ny ntaolo, tak.197 ny vazimba |
Sur le plan économique |
Ara-politika |
Teny famaranana |
Razandrahaniraka d , ny literatiora an-tsoratra malagasy nandritra ny vanim-potoana 1996- 2002, mémoire de capen, ens, 2008, antananarivo tak 43. 100 -encyclopedia universalis, vol 13, france s. A, 1968 on dira qu’elle est la connaissance descriptive, explicative et prospective des phénomènes concernant l’etat er les s... |
Kalamaka nana ika am-pantsy tsy olo no na ary ny tenany fa izy mandy heviny ilazana ny olona tsy mahay mitondra ny tenany. Sitra-pony ny namily ny fiainany amin’ny làlana tsy izy. |
Ny anjara toeran ny dinika ao amin ny tantara hatramin’ny nahalalany fa tia azy ratovo no efa niasa saina ranivoaly voalaza ao amin’ny torolalana omen’ny mpanoratra ao amin’ny fizarana 1-fisehoana vi fa rehefa nahazo ny hevitry ny tenin-dratovo, dia tsiravina sy fadiranovana izy. Nitombo ny adin-tsainy raha nahalala ta... |
Ny iraika nindôsin’ny havany lahatamy tamin-dreniny ireo aomby ireo dje ara-dala a tamy fanjakana, na ny taratasiny 30 laha sanatria misy very aomby a y, manatona ny havany velona ny velona no hay ifampizakàna. Mevia, omena fetr’andro areo hanatona ny velona 35 ase a sy miady amy maty. Manaraka izay koa! Efatra abiny f... |
Raiso izay vita rehetra izay. Ataovy ny teny fampidirana sy ny teny famaranana aorian izany. |
Elément 2009 2008 evolution évolution résultat opérationnel 8 287,90 17 464 244,83 -17 455 956,93 -99,95 résultat financier -1 619 448,07 664 811,06 -2 284 259,13 -100,00 résultat avant impôts -1 611 160,17 18 129 055,89 -19 740 216,05 -100,00 résultat extraordinaire 0,00 0,00 0,00 0,00 résultat net -3 379 263,52 13 59... |
Fifampidinihana tamin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra |
Mompera abbé bernard, cassin, antananarivo. |
Tsy hitako izay hanjo, fa takona amiko ny andro sisa hiainako, izay nalahatrao. |
Tsy satri- parihy hitera- potaka, |
Ireo trano lehibe telo ireo dia voazarazara ho efitrano maromaro araka izao manaraka izao. ? Ny trano lehibe b dia ahitana rihana roa ny ambany rihana misy birao 3 |
Ny kanto ao amin’ny literatiora 1.1.2.1. Famaritan’ny rakibolana 1.1.2.2. Fiheveran’ny mpanoratra ny kanto 1.1.2.3. Fiheveran’ny mpandinika ny atao hoe zava-kanto 1.1.3. Ireo singa mandrafitra ny literatiora 1.1.3.1. Ny mpanoratra 1.1.3.2. Ny mpamaky ao amin’ny literatiora 1.1.3.3. Ny asa soratra 1.2. Ny literatiora ma... |
Na ragiragy fitaovana vita amin’ny hazo sy vy maranitra maromaro |
Tamin’ny famakiana faobe ny asa soratr’i asiniony no nahitanay fa ny voambolana fo no miverimberina matetika ao. Notsongainay tao amin’ny tononkalony izany araka izao fafana eto ambany izao 1.1.1. Fafana maneho ny voambolana fo |
Rabemananjara nohary |
Tsy teto imerina ihany fa nisy koa tany amin’ny faritra hafa toy ity hiran- dihin’i vakinankaratra ity tatamo amparihindrasahala, o! Ny asa re mba aingao ! Raha tezitra miara-mihodina, raha faly dia miara-manatrika ! Anganon’ny ntaolo, tak.280 |
Rabary, in daty malaza boky voalohany |
Ihany koa. Mifandray amin’ny hevitry i jean paul sartre manao hoe natao hampitan-kafatra amin’ny mpamaky ny literatiora 255izany. |
Tsy mora araka izany ny manao lohatenin-gazety. Ny lohateny dia tondro avaratra ho an’ny mpamaky, mamoha ny fahalianana te hahafanta-javatra, milaza ny mahaliana sy ny zava-baovao. Mba hialana amin’ny lohateny lava loatra izay tsy voatery ho azo ao anatin’ny indray mitopy maso, dia afaka mampiasa karazana lohateny vits... |
Annexe 8 suite et fin planification par rapport à la trésorerie |
Na dia sahala amin’ny boky rehetra ihany aza ny baiboly dia nanana ny fomba miavaka nentina nanoratana azy. Izay indrindra no hijerena ny fomba nanoratana azy etsy ambany. |
Narindrany hanana ny endriky ny fiainana tena misy ary hanasongadinany ny marina sy ny kanto 16. |
Valiny maromaro no andrasana |
Le choix de ce sujet est motivé par un souci majeur d’apporter des éclairages sur un certain nombre de volets de cet outil moderne de management, pour permettre aux opérationnels dans ce secteur d’avoir une idée sur la manière dont ils devront apprécier leurs dispositifs du contrôle interne dans le cycle achat et stock... |
Zahao rajemisa raolison r. Efa voalaza tak.307 |
Gustave l essais de méthode de critique et d’histoire littéraire. Paris. 1965 |
Taratry ny fari-piainan’i lenine ny endrik’ireo fanaka mandravaka ny tokantranony efitra kely tokoa, tsy nahitana fanaka firy afa-tsy fandriana sy latabatra iray ary seza telo . |
Fizarana voalohany ny teôrian’ ny antrôpôlôjian’ny sekoly |
Ia 3è peres. Sg. Il 3è peres. , elle izy |
Ankapobeny momba ny famolavolana fandaharam- pianarana ny fianarana no lova tsara indrindra. Ny fisian’ny fandaharam-pianarana tsara rafitra no miantoka ny mpianatra hahatsangy no ary. Misy lasitra arahina ny famolavolana io fandaharam-pianarana io. Tahirin-kevitra telo no haseho ato amin’ity fizarana ity ny seminera n... |
Tamin’ izany fotoana izany mantsy no nipoiran’ny teny vary amin’ akotry tahaka izao. Izany hoe, niezaka namoaka ny teny frantsay izay hainy ny olona ka izany no asehon’ny mpanoratra eto. Izao fomba fanehoana ny fitenenana izao dia ahafahana manaporofo ny voalaza etsy ambony, izany hoe, niezaka ny mpitondra mba hanova n... |
En outre, dans la pensée économique et sociale, l’économiste pasteur anglais thomas robert malthus 1766 1834 présentait l’augmentation constante de la population comme un danger pour le subsistance du monde. L’auteur affirme qu’il est plus facile d’accroître son espèce que les moyens de subsistance ; ainsi, il pense au... |
Mandehana ianao ry lota fa hodorako ny tanana , ka rahefa tafavoakan’ny tanana aza mitodika ao aoriana |
Historique du mouvement associatif quelques origines |
Loharanon-kevitra -cisco ambatomainty, annee scolaire 2011-2012 |
Asiniony 31 janoary 1997 |
Ny fivoaran’ny roman d’espionnage eran-tany ny taona 1950 ka hatramin’ny 1960 dia nanjary nanana ny anjara toerany lehibe eran- tany ny asa fitsikilovana. Niely manerana ireo fitaovam-pifandraisana maro izy toy ny fahitalavitra, ny filazam-baovao, ny horonan-tsary mihetsika . |
Etsy babeko, razandry, etsy babeko indray ny olona tapitra mandry ’ndeha isika hody amy ’zay! |
Boky i, analandolo, fiz 14, tak 13 267 boky i, analandolo, fiz 17, tak 15 |
Anisany fototra iorenan’ny fampandehanan-draharaha eo amin’ny fiarahamonina ny fisian’ny mpitarika laidama. Nanankinan’ny fiarahamonina andraikitra goavana izy ireo, noho ny fahendrena ao aminy. Eo ihany koa ny traikefa ananany amin’ny fihainoana ny vahoaka mitaraina aminy raha misy trangan-javatra manafintohina sy man... |
Tokana ny voan-teny |
Fitaovana isanadro ampiasainay ianao fizaranay ny mamy, ny ngidy sy ny talaho angady fitolomana amadihanay ny bainga isan’ora isanandro mba hanjary ho fiaina-manga |
Milaza izany koa i hery rakotoarijaona ao amin’ny ianao. |
Mipololotra ao aminy ny fikatsahana ny fahasambaran’ny zanany. Antenainy sy iriny ny hahalavorary ny fiainan-janany. |
Ny mpianatra sy mpampianatra 3.2.1.1. Ny mpianatra eto am-piandohana, tianay ny manamarika fa sarotsarotra ihany ny nahitana mpianatra mahay sy mahalala ny tononkiran’i abel ratsimba ary mankafy izany. Ny antony mety ho mahatonga izany dia satria tototra na saron’ireo mpihira marobe amin’izao fotoana izao ireo mpanakan... |
Tao ireo hafahafa tetika ka avy hatrany dia niandany ka niray tsikombakomba tamin’ireo mpanjanatany ! |
Zahao ramahery j. L. C, efa voalaza tak.79; nisy asa soratra natombok’i cfrlr fa tsy vitany ka ny iray tamin’ny mpianany, f. Julien alexis no nanohy izany. |
Maanjan, izay nampitondrainy ny lohateny hoe malgache et maanjan. Une comparaison linguistique, boky nivoaka tamin’ny taona 1951; hita ao amin’ny amboaran’ny boky nanovozan-kevitra ny filazalazana momba azy. Tany aloha dia nisy ireo fampifandraisana ny teny malagasy tamin’ny teny maley, tagalog, nefa noho ny tanjaky ny... |
Financier technique |
Lehiben’ ny reny liantso, ao amin’ ny fokontanin’ ny marinjara izy no mipetraka |
Tevika tevitevika tevehina |
Raha izay no hofintinina fohy, dia hita fa sangany iray teo amin’ny sehatry ny teatra tokoa i naka rabemanantsoa, sy ny tropy analamanga notarihiny. Nanitatra ny ambaindain’ny teatra izy. Tsy nionona fotsiny tamin’ny piesy teatraly nosoratan’olon-kafa, fa namorona ihany koa holalaovina. Handeha hojerena etsy ambany ind... |
Teknikan’ny mpanao sary hosodoko no ampiasain’ny mpitantara eto satria azo sary an-tsaina ny endriky ny tranon-drobena ary ny ati-tranon-draveloson. Vita drafitra hatramin’ ny sekoly sy ny manodidina azy. |
Tanjona manokana mpianatra mahalala fa mety ho very io hasina io, ka mila fitandremana, satria mitovy amin’ny biby ny olona very hasina, toy ny fakofakon’olona eo anatrehan’ny fiarahamonina. Paikady miainga amin’ny sary maneho trangam-piainana mampiasa fanontaniana sy valiny. |
Ny fafana mampiseho ireo tsofoka ao anaty tovona toy ny -if-; amp-; ifamp- ; ampif- izay ahitana olana. |
Ny iraisan’ireo sokajin’olona malagasy samihafa ireo, dia ny fitakiana ny fahaleovantena. Samy miady ny hiverenan’ny fahafahana, na ny mpanao pôlitika, na ny vahoaka tsotra. Ny tsy itovizany kosa, dia ny fari-piainany. Navesatra ho an’ny vahoaka ny fandoavana ireo hetra isan-karazany notakian’ny fanjakana. Ireny hetra ... |
Ambatolampy tsimahafotsy 1 ambohimanarina 1 |
Ravoajanahary ch 1970 ny vokatry ny fisainana vahiny teo amin’ny literatiora malagasy, eesl -lettres malgaches. |
Bibliographie |
Association des producteurs laitiers d’antsirabe asplan rononon’i vakinankaratra rova fafafi spam association formation pour l’epanouissement et le renouveau de la terre fert voahary soa terre environnement développement ted ader tany sy fampandrosoana tafa ramiaramila ferme ecole tombotsoa ingénieurs sans frontière is... |
Honte à toi qui la première mras appris la trahison, et drhorreur et de colère mras fait perdre la raison ! Honte à toi, femme à lr il sombre dont les funestes amours ont enseveli dans lrombre mon printemps et mes beaux jours ! Crest ta voix, crest ton sourire crest ton regard corrupteur, qui mront appris à maudire, ju... |
Aorian’izany fahavitan’ny tsodrano nataon’ny nefaravelo a teo dia mandray fitenenana ny vavalahintany mpikabary solontenan’ny fianakaviana manolotra amin’ny vahoaka rehetra manatrika ao an-dapa kafe telo, dite telo kafitera ary toaka enina litatra hiara-misotro ho mariky ny fifaliana. Anjaran’ny vehivavy ny kafe iray k... |
Solo i solo malalanao tokoa ity raivo a! |
Sasao madio aho ka diovy ny fanahiko mba ho afa-pahotana. |
Ampitovina amin’ny sakay kely sira ny tarika ranarison mba hahatsapan’ny mpihaino fa tsy mifampitsitsy ny tarika mpifanandrina. Ny fiteny fampiasan’ny olona dia sakay kely rano nohavaozina izany ka ny rano nosoloana sira samy fanao laron-tsakay na ny rano na ny sira. Tsy hampitombo ny hasiakan’ny sakay ny rano kely nat... |
Ny fandaharam-pianarana ihany dia manolotra ireo lohateny lehibe ao anatin’ny vontoatin-desona iray. Maneho izany fa arofanina ho an’ny mpampiasa ny fandaharam-pianarana ny fisian’ireny lohatenin-desona sy ny zana-dohateny isan-karazany ireny. Tsy ny lafiny tsara ihany anefa no hita ao anatin’ny fandaharam-pianarana fa... |
Lisy fotsin-jaridaina nandrandraina, raozy manitra tsy lefy 20 ’zay voafefy samy reraka sy hoto fa voaloto ka nanjary fanazimba nony simba. |
Manana hasina ny fahefana. Ary izay manana hasina sy fahefana no mametraka ny didy, ny lalàna, ny fifehezana. Izany hoe, mamaritra sy mampijoro ny atao hoe marina nanjary mamy amin’ny olona araka izany ny fahefana satria ahafahana mampanjaka ny hevitry ny tena. Samy te ho mpifehy, ary izany no loharanon’ny ady fahefana... |
Ny laferana matoa mandin-dava fa tsy vasoka dia mandefitra ka nofy’ zay mba ho voakasokasoka zovy moa ety an-tany no hitompo teny marina saingy noho ny fitiavana, voavela ka tafarina |
Nosintonina tao amin’ny madagasikara am-perinasa map 2007-2012, op. Cit, p.34 224 madagasikara am-perinasa map 2007-2012, teny ifanomezana 1 , fitantanana tompon’andraikitra, p.31 |
Resaka ifamaliana moa no mandrafitra ny tantara iray manontolo ary natao hohenoina izy sady tsy azo averina henoina intsony. Ilaina noho izany ny fampiasaina teny tsy dia mandany fotoana loatra ny fanakarana ny hevitra ambara. |
Ka mpa maneho kakelezana ka- maneho hakelezana ka ts. T maneho voka-javatra ka mpampiankin-teny 147 kaburi a fasana kibory 148 kafara a ma-; fanatitra tsikafara avaratra 150 kafiri mpt tsy mpanaraka fivavahana kafiry tia manao ratsy 151 kakakuona a n biby kakabemaso, kakabenify biby fampitahorana 152 kaka, zoky lehibe ... |
Ny loharano niteraka ny talenta |
Vahaolana noraisina |
Manaitra ny maso mijery ny fahitana fa toa endrika samihafa no isehoan’ny ankamaroan’ireo tsipirihany mandrafitra ny mamahoaka amin’ny endriny roa. Ny saina mandinika tsara kosa anefa dia hahita tahaka ny hohadihadiana manaraka eto fa endriky ny mamahoaka fahiny nampanarahana ny rivotra iainana ankehitriny sy ihany koa... |
Resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra, tamin’ny 16 octobra 2011 |
Fehiny asongadin i clarisse ratsifandrihamanana ao amin ny tanatara ny foto-pisainana malagasy sasantsasany izay ianarana any amin ny ambaratonga fahatelo |
Ao amin’ny tononkalo ririnina ô! Ny tamberim-boan-teny an- dohan’andalana isan’andininy ririnina ô! , dia mampiseho ny herin’ny ririnina, izay afaka mitondra hatsitsiaka, fitoniana ary tonon-taona vaovao. Ririnina ô! |
Dia ianao ry anatirova toa voarary sy voatenona nefa kosa dia indrisy hotohoto sy lavenona. |
Méthodologie avant tout, il est important de donner les significations de ce thème. Un problème social se définit comme un écart entre une réalité étudiée par rapport à une réalité communément admise tout le monde accepte comme vrai il correspond à la vie d’un être humain dans une société déterminée. La pathologie est ... |
Auraient pu être intimidés par la mise en scène et répondre moins spontanément ou de manière détournée. |
Lisitry ny kisary |
Teo anatrehan’izany dia nifona ilay nangalatra ka hoy izy diso izaho fa andeha hijery izahay. Diso izahay ka mifona aminareo noho izany nomena fe- potoana izy mba hahafahany mamoaka mangingina ny vary nangalariny. Harivarivan’iny dia hita nipetraka teo amoron-dalana ny helitra nisy ny vary ankoatra ny efa laniny. |
Mendri-pisaorana ihany koa ny mpiara-mianatra andiany zomita tato amin’ity sampana ity. Toraka izany koa ireo zoky sy zandry, indrindra ireo izay mbola eo am-panohizana ny fandrantoana fahalalana ato amin’ny e. N. S. Mirary soa anareo mba hisondrotra amin’ny sehatra ambony kokoa hatrany. |
Asiniony indray dia mampitovy izany amin’ny afo. Hita taratra izany ao amin’ny afontsika 64 nefa aiza intsony ny afoko mikomy ny foko mangatsiaka maty ela ny afontsika . |
Loham-pianakaviana be 80 ny malahelo. Mbola azony atao ny mitomany na dia efa lasa aza ny faty amin’ny andron’iny. Anatranatra mitsangana ilay loham-pianakaviana be mananatra rehefa tapitra ny ranomaso. Avory daholo ny fianakaviana. Ny vontoatin’ny anatranatra fankaherezana ny tsirairay, indrindra ny malahelo mba tsy h... |
Misy ny azo avy amin’ny kambanteny. Ohatra sarobidy sarotra vidy afa-baraka afaka baraka |
Etablissement |
Raha avadika ny tafa dia tsy hafa, 35 toy izany ny tanora matahora ! Halan-doto fa madio, tadidio ! Dieny tsy azon’ny kilema 40 mitandrema ! |
Http , lahatenin-dramatoa claire calosci, directrice générale d’aide et action international. Citation en français |
Régis rajemisa raolison, rakibolana malagasy, fianarantsoa 1985, tak 1056 2 zo maminirina, ambioka, laharana 33, febroary 2001 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.