text stringlengths 10 11k |
|---|
Hoy ny tononkalo hoe 50 taona147 manantitra izany fa dia mitrongy ianao vao homana |
Na misara-belona na misara-maty dia samy mangirifiry avokoa ka ilàna vahaolana. Tanala very sampy, hono, ka ny manova no mety. Azo lazaina fa mitondra fijaliana kokoa ny nilaozan’ny maty izany hoe izay sisa velona , satria, raha ny nahazo an-drazanajaza dia nitonda ny anarana hoe madama veuve courdy izy tak 169 nandrit... |
Araha- ny omby. Noho izany dia nanan- maha- mitondra fahalalana sy -dimby ny angano. Fiaraha-monina mbola mandala ny fomban-drazana nefa efa |
Hita eo tokoa ny mety ho eritreritra sy ny asa saina mahazo ny olon-dehibe, eo amin’ny fiainana andavanandro. Nosokajiana hoe ho an’ny olona efa |
Réponses xi 23 effectif ni fi en 1 17 85 2 3 15 3 0 0 total 20 100 source auteur, 2013 |
Ny zana-kira |
Guiraud p , la stylistique lecture, larousse xix, act style, 1970, p. 07 tout écrivain a donc son style, son style a lui qu’il tient peut-être encore plus de la nature que de l’étude, qui dépend de sa pensée, de sa lanière de voir, l’étude qui peut changer l’élocution 120 cressot m , le style et ses techniques, op-cit,... |
Comptabilité |
Na mbo la me ty ho voa fa fa 1 2 3 4 5 6 7 8 9 122 |
Si l’on peut considérer, au vue de la réalité tananarivienne, que la question ethnique a été jusqu’ici bien gérée, cela s’explique aussi en partie par le fait que la ville n’a connu d’un afflux massifs de populations allogènes |
Amin’ny hoe mandrora mitsilany ka mahavoa ny tena ; ny tody tsy misy fa ny atao no miverina |
Chapitre ii la prise en compte du genre par le projet asa soa |
Mila fitaizana sy fikoloana ao am-pon’ny vahoaka ny fitiavan- tanindrazana, fa tsy tongatonga ho azy. Manana anjara biriky goavana amin’izany tanjona izany ny mpanoratra, noho izy mpitarika sady mpanabe ireo mpiray tanindrazana aminy. Hoy i lila ratsifandrihamanana milaza izany ny mpanoratra indrindra no andrasana hita... |
Ny hetsika manohintohina ny endrika miiban’ny itenenana. Izao, ohatra, no resaka nifanaovan-dravalo sy ratovo ao amin’ny fizarana 1-fisehoana iii tak. 12 ravalo niandry an ise tany amin ny trano fanoratana aho nefa tsy tonga ise ! Ny raharaha anefa mivangongo. Ratovo loza tokoa! Kekerin ny olitra aho, ry dadatoa, ka so... |
Ny hiram-pivavahana na ireo manaraka ny finoana nentim-paharazana na ireo kirisitianina dia efa samy mampiasa ny hiram-pivavahana rehefa miari-tory. Tsy misy fanavahana antokom-pivavahana io, fa na hirana katôlika na hirana loteranina eny fa na ny hiran’ireo fiangonana zandriny aza dia samy atao avokoa. Fanaon’ny mponi... |
Tandonaka no manafana ny lanonana, |
Fampitahana ny famaritana ny anarana amin’ny teny malagasy sy ny teny swahili |
Resadresaka nataon-dramatoa david andriamiharisoa tamin’i e. D. Andriamalala, 1983 |
Ohatra 2 tao amin’ny malok’ila 1 raly ozy ianao tokoa moa pasitera, tsy ny fizahozahoany sy ny fisehosehoany no nahatonga anio! Tsy zanakao tokoa moa no nataony dia hainao ny manamoramora sy miteny an’izany. Pasitera aza manao lolom-po tsy levona tahaka izao ianao ramatoa raly. Nahatongavako aty ange dia hampitonianao ... |
Novolaniny noteneniny |
Nahapezy sipa tany am-piandrasam-paty leiry! |
O, ry dadanay malala folak’andry ny ankizy, voninkazo tia-panala toa halazo ireto izy |
Tsy azo atao ny mikasi-tanana na mamono olona. |
Eto dia mizarazara be ny valin-tenin’ireo mpianatra. Miankina amin’ny fihetsika sy ny fomban’ireo mpampianatra mandritra ny fampianarana izany. Azo tsinjaraina toy izao manaraka izao àry ny vokatry ny fanadihadiana. |
Tsy fahitan’iadanivahiny sy inininivahiny an’i totovahiny. Tak. 46-47 |
Taham-pisondrotana kilasy 2éme année en 3 éme année |
Fizarana fahatelo iii- ny paikadin-tserasera aroso mba hampahomby ny serasera amin’ny fanentanana ireo ray aman-dreny ao amin’ny epp ampanataovana 25-26 1. Fidinana eny ifotony mba hahafahana mamantatra ny mombamomba ny olona kendrena 27-28-29-30 |
Randy 14-02-94 valiha, lah. 26, 30 aprily 1994, tak. 2 |
Sampan-teny aman- tsofoka, ohatra s-om-amby, t-om-aratra ; |
Ny zanapeo iafarany 46 |
Maro ireo toetra asehon’ny mpiara-monina no atsikafon’ny mpanoratra ao anatin’ny tononkalony. Ary ny toetra tena tsy zakany dia ny fihatsarambelatsihy. Amin’ireto tononkalo ireto dia maneho ny tsy fankasitrahany io toetra ratsin’ny mpiara- monina io izy. Ao amin’ny jo miresaka amin’ny tenany 170 andininy faha -5 sy fah... |
Izay no fahafahany, lalana malama tena mahasolafaka |
Miara-misalahy ny mpiandraikitra manolokolo ny zazavavy tsy ampy taona ao. Fehezina ny tanjona ka kendrena ny toetra mendrika itarafana ny maha olona indrindra eo amin’ny mpanabe fahazotoana mampianatra, fitandrovana ny fahamarinana, fahatsorana, fahadiovan’ny fitondran-tena, fahamalinana, fitiavana, manitsy ny tsy met... |
En effet, les jeunes hommes de 15 à 24 ans qui se trouvent sur le marché du travail, sont en majorité des jeunes déscolarisés ou non scolarisés donc ayant un niveau d’instruction faible. La faiblesse du niveau d’instruction des femmes est également reconnue. Le manque de dynamisme des hommes les plus jeunes 15 à 24 ans... |
Niveau nationr-1 |
Ravoahangy sy ny namany. Halefa any amin’i gérard jacquet sy ireo parlemanta frantsay ny rapaoro misy io latsa-bato io. Arakaraka ny tsy hihainoan’i frantsa ny fangatahan’ny malagasy momba ny fahaleovantena sy ny amnistia faobe, no vao mainka nampanakoako ny feo hatrany amin’ny faratampon’ny nosy, ka hatrany atsimo. |
Ny métapore , araka izany dia nentina naneho sary an-tsaina ny maha-tsy taka-pesipesenina toy ny masoandro an’andriamanitra. Taratra teto ny maha-mpanakanto sady mpitory ny mpanoratra, satria sady hainy ny maka sary an’eritreritra ny zavatra tsy hita mba ho hita, no tafita amin’ny olona koa ny tiana hampitaina. Amin’i ... |
Analyse de la feffi par rapport à l’accès et rétention dans l’epp antanety i tableau n 19 effectif des élèves au début et à la fin des années scolaires dans l’epp antanety i entre 2013 et 2018 année scolaire classe début fin |
Fa na dia fitsaboana ratra izao tsy vitan’ny mahantra fa na rasazy, dokotera lasa tia aferafera sy tsy mikarakara intsony avy amin’ny vokatry ny fony f’efa mahay minia mikipy tonga mila tsipitsipy tonga zatra risoriso |
Ny fanoharana indray eto no entin’ny mpiteny mampibaribary izany. Maneho ny fananan’ny roa tonta hambo amin’ny alalan’ny fanoharana ny elanelam- panahy |
Ny reny tena reny, dia ilay ineny tsy mitarai-miempaka amin’izay ananany hantondrotana avo ny zaran’ny taranany! |
Liste des tableaux |
Ny fomba fanehoana ny lahatsoratra |
Renikalo ka ahoana? . |
Fa baingan-tany izao voabaikony hiteny ny sitrany hatao. Toe-tsaina nentin’ny mpanjanaka hanjanaka ny malagasy ny fanomezany tombony ara-bola ireo mpila handitra taminy. Aoka hotsaroana anefa fa na oviana na oviana, tsy ny vola no mamaritra ny maha-olona fa ny asa. Io fitiavam-bola io aza dia mety mbola hamono ny fitia... |
Toratsihy volizy rary miteny na ambaladify tsihy loharano hanitramiora |
Eny manampy amin ny fitadidiana 9 9,67 |
Ny sehatra voasahan’ny anatra maro ireo sehatra izay azo ampitana ireny anatra ireny raha mikasika ny ohabolana no asiana resaka miainga eo anivon’ny tokantrano ny anatra izay miantefa any amin’ny ankizy sy ny tanora; ka ny ray aman-dreny na ny zokiolona no manana andraikitra amin’izany fananarana izany ohatra zaza fit... |
Mot de passe 146 mahefa, horovitsika, tak 58 va tak 85 |
Taratra ao amin’ny iarivo mahatamana nosoratan’i niry solosoa ihany koa ny tsy fisian’ny fandriam-pahalemana izany. |
Na dia eo aza ny voka-tsoa sy ny mahomby hita amin’ity lahabolana hiraina ity dia misy ihany ny lesoka. 3.4.2. Ny lesoka |
Ny anjara toera nv eo amin’nv fi raha-monfna |
Ny vokatra mivantana teo amin’ny fiarahamonina |
Fanadihadiana tsotsotra ny fafana ny hery azon’ny tsirairay mihinana 1kapoaka dia 156.7 kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 2kapoaka dia 313.4kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 3kapoaka dia 470.1 kal ny hery azon’ny tsirairay mihinana 4kapoaka dia 626.8kal raha atao izany ny kajy tsotsotra amin’ny hery azon’ny o... |
Famaranana ny fizarana fahatelo |
Randriamiadanarivo sy ny tantara foronina nosoratany mitondra ny lohateny hoe ny sikajin’idadabe, mémoire de capen ens, antananarivo. |
Lesona natrehina faharoa |
Boky i , tak 1 76 boky i , tak 66 |
Matsiatra ambony 5 7 vatovavy fitovinany 4 5 ihorombe 6 34 atsinanana 2 1 alaotra mangoro 3 8 analanjirofo 2 0 boeny 5 11 betsiboka 3 24 melaky 5 18 menabe 15 18 atsimo andrefana 14 21 androy 5 13 anosy 8 25 atsimo atsinanana 4 2 diana 5 5 sava 4 1 sofia 6 13 |
Efa nilaza ny heviny momba izany i michel andrianjafy fa ny tsy fahalalana izay tokotokony ho toetry ny fiaimpiainan’ilay olona-fanahy nandao ny vatan’aina indrindra no dia antony anankiray mahabe ny fahoriam-pisarahana 87. |
Toy izao ny maha- rima feno azy 307 eliza freda, miasa , and. 2, in vondrona ambara 1, tak. 38 308 tononkalo 80 amin’ny 82, misy azy io avokoa. 309 s ratany, in memoriam , and.4, in vondrona ambara 2, tak.42 |
Zavozavo manjavozavo |
Fanamarihana ity ndalindo ity dia niara-nitondra tamin’iaban’i tôny izay antemandia. Ny antemandia dia tokony hanana mpanjaka iray miara-mitondra amin’ny mpanjakan’antandranovolo kanefa dia tamin’ity iaban’i tôny ity no farany nananany mpanjaka satria vao mitondra ry zareo dia maty. Mpanjaka telo nifanarakaraka tamin’i... |
Raha ny ao amin ny lmai dia tsy mba manana trano famakiam-boky koa ny mpianatra ao amin ny sekoly ka izany dia tena misy fiantraikany ratsy eo amin ny fanovozan izy ireo fahalalana ho azy. Noho izany dia tsy manana angom-pahalalana firy ahazoana miatrika ny asa ampanaovina azy ny mpianatra izay misy akony betsaka eo am... |
Ny fiainan’ny voninkazo no nanehoany ny fiainana, mety ho tsy faharetan’ny zavatra eto an-tany no tiany haseho na koa ny fiainana amin’ny ankapobeny mihitsy. Ny voninkazo dia mety halazo ny hariva dia halazo ary mety hihintsana ihany koa miraradrara-poana noharin’ny mpanoratra tamin’izany ny fiainan’ny olombelona. Ny t... |
Fahafatesana ao ikongo. Hoan’ny mponina ao ikongo manokana tsara ny mandala ny fomba amam-panao, saingy toy ny miaina an-jambany ihany raha tsy tsapa ny maha zava- dehibe azy. Tsy vitan’ny hoe miaina matory, misakafo, mitafy, miala voly, miasa ny maha olona ny olona fa ny fiheverana ny maha izy ny tena ny mampiavaka am... |
Ny tamberim-boan-teny tokana tsiky an-doham pehezanteny mifanesy no nanehoan’i eric ravalisoa izany fankasitrahana ny fiarahan’izy ireo izany. Tsiky maneho hafaliana, fankasitrahana ary firariana ny haharetan’ny fiarahana. Ny anaphore izany dia |
Ny fahalemen’ny olombelona kaloin’ny parallélisme. Ambaran’ny mpanoratra ho isan’ny fahalemen’ny olombelona ihany koa ny fitiavany voninahitra. Ambarany fa ny olon-drehetra dia samy tia voninahitra na dia misy |
Source salfa ambohibao, 2010 |
Ny lehilahy |
Mila dinihina |
Ireo fety lehibe ankalazaina ao anatin’ny taona a ny fetin’ny paska, izay manomboka folo herinandro mialohan’ny andron’ny paska ary mbola mitohy izany hatrany amin’ny alahady aorian’ny pantekôty fetin’ny olo-masina ôrtôdôksa , b ny octoèque maharitra valo herinandro aorian’ny paska. |
Sasao ny lamba ireoky. Rasoamalalavao claire 1986, t. 111 |
Kaominina. Ny fiompiana omby ny fiompina omby dia manana ny anjara toerany eo amin’ny fiharian- karena. Ankoatra ny zezika azo avy aminy, manampy be dia be amin’ny asa tany ny omby. Mariky ny fananan-karena koa izy; araka ny itateran’i chandon moet b azy hoe ’’ny fananana andian’omby dia maneho rehareha ho an’ny tompon... |
Rakibolana malagasy, ambozontany. Antananarivo, 2003, 1064 t. |
Ny drafitra nitondrana ny asa |
Fizarana faharoa ny fomba filazan-javatra nenti-nanangana ny toe- javatra manomboka sy ny toe- javatra mamarana. |
Lay taolana toa mafy ka voatafy nofo hihintsana ho lo, hanjary vovoka ao fa ilay fanahinao havelanao hiofo ka ratsy no soratra eo imason-drainao? |
Fizarana faharoa ny fanabeazana hita taratra ao amin’ny tononkalon’i irako ammi |
Groupe sanguin sakafo tsy zaka fanafody tsy zaka zavatra tsy zaka iv- toetra amam-pihetsika fototra toetra toetra nofinofy sy zavatra zavatra mahafin manahir fikasana tiana tsy tiana aritra ana |
Tsy tonga manao fiavin’ny tafara, na manao sinto-mahery aminareo anefa izahay, tompoko, na manao teniko fe lehilahy fa maneho fihavanana arahin-kaja amam-boninahitra. |
Farany, ampiasainy ho fampahatsiahivana ny olona ny amin’ny fahendrena malagasy ny teboka roa. Hita izany ao amin’ny very fanahy tk.31 , manao hoe |
Ny ora no mametra ny tantara amin ny onjam-peo ka voafetra araka izay koa ny isan ny takila mirakitra ny lahatsoratra na ny piesy avy amin ny mpanoratra. Ny tantara indray mihaino dia ora iray eo no faharetany ka valo ambin ny folo hatramin ny roapolo takila sora-milina eo ho eo no halavany. Ny tantara mitohy kosa dia ... |
Décalages et chevauchements des mouvements financiers induisent des besoins et des ressources de financement. Ces notions nécessitent un effort logique ; en effet, ce sont les financeurs de l’association clients, collectivités locales qui créent des besoins et les fournisseurs fournisseurs proprement dits, salariés, or... |
Ny fomba fahitan’ny mpianatra ireo fitarihana manana ny fomba fijeriny sy ny andrasany manoloana ny fampianaran’ny mpampianatra ireo mpianatra. Nisarika ny fahaliananay izany fomba fijerin’ny mpianatra izany. Raha ny hita teo amin’ny fihestiny mantsy dia tsy dia marisika miatrika fampianarana izy ireo. Nony nanao fanad... |
Instat dsm epm 2010 |
Fisehoana i ingahy ranaivoson sy voahanginirina zanany moderne no eo. |
Nenibe mikapoka ny sorok’i zefa fa izaho angaha ry ilay vendrana ity zaza tsy ampy taona no ho voahodinkodina a! |
Fanontaniana inona no antony? Isan’ny mpianatra |
Fandrindrana an-tsoratra |
Fanehoana ny fomba fifandraisan’ny fahendrena sy ny fahalalana ny tanjon’ny fanabeazana dia ny hananan’ny ankizy fahendrena sy fahalalana, mikasika izay indrindra no hojerena manaraka eto dia ny fanehoana ny toetra mampiavaka ny olon-kendry sy ny toetran’ny manam-pahalalana ary ny fifandraisan’ny fahalalana sy ny fahen... |
Ny anaphore tamberin-teny an-doham-pehezanteny mifanesy no atao hoe anaphore tia mampiasa anaphore ihany koa i soza marie yolande. Hoy ny nambaran drajaona toa tian’ny mpanoratra malagasy mihitsy ny anaphore , ka fomba maro no ilalaovany aminy. 181 |
Tsy afaka nanao na inona na inona fa gaga sy talanjona ireo vazaha masiaka , satria izaho hatrany no voalohany tao am-pianarana. 20 mbola nohamafisin-dramatoa ramihadamihaso rabemanantsoa izany fahaizany izany. Hoy izy avaradrova tamin izay dia mitovy lanja amin ny le myre de vilers tetsy mahamasina. Izay mahay hatrany... |
Tsy voasokajy ho vakoka ihany koa ity tsena ity raha ny fomba fijery teny ifotony. Araka ny tantara dia efa niovaova be loatra ny endriky ny tsena sy ny toerana misy azy. Tsara marihina kosa anefa fa teto mahamasina no nisy ny tsena ankalamanjana voalohany tamin’ny faha mpanjaka, izay vao teny andohalo ary teny analake... |
Manana ny teniny ny malagasy |
Raha ny mikasika ny fandraisana an-tsoratra kosa indray, dia tsy ilaina loatra ny mandray izay rehetra lazain’ilay olona ifampiresahana na mandray mot à mot izany. Ilaina ny mahay mihaino izay lazainy. Eo anatrehan’izany dia tokony ho hay tsara ny ny mandray naoty haingana. Mba hahamora ny asa, rehefa manomana ny fanon... |
Lah 87 diso fiantefa 13- v. A lah 33 eny an-tendrombohitra eny |
Efitrano iray ahitana fandriana, seza 2 manatrika ny fandriana, latabatra kely an-doha fandriana. Etsy an-kilany latabatra lehibe voadidina seza 4. Misy 645- gitara ery anjoron-trano efitrano fatorian-drandria mivady io . |
Tsy izany ihany anefa fa mbola asehon’i solomona amin’ny fehezan-teny mifamaly rafitra, mitovy vahana ary mifanipa-kevitra tahaka ny teo ihany koa ao amin’ny ohabolana 11 21 fa, |
Fizarana fahafolo tsaho be tonga tao an-tanànany ihany izy nalahelo ny vadiny nitantara taminy , satria be loatra ny tsaho heno mikasika azy noho izy tsy hita elaela. Tamin’izay fotoana izay koa nisy mpisandoka roa lahy nanangona ny vola farantsa tranainy tao an-tanàna saron’i goaibe ny haratsian’izy ireo ka nentiny te... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.