text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsisy sahy miantsa ny hiran-drotsirotsiny, tsisy sahy mamboraka ny atin’ny tantara ny masontsika roa mifampijery fotsiny no taratra mamiratra. Kanefa manambara fa isika roa, mifankatia tokoa ! |
Raha ts’isy fanjaitra ny renintantely tavanin’adala ny mamy ka kely ! |
Ny an’ny tantaraina ary ny an’ny tantaraina dia ny fotoana sy ny toerana heverina fa hizoran’ireo hetsika tsirairay ao anatin’ny tantara mitaha amin’ny an’my tantara. Fanamarihana |
Ankoatra ny fampiasana voambolana avy amin’ny tontolo ambanivohitra, dia hita amin’ny tononkalon’i ny eja koa ireo teny tsy dia fampiasan’ny olona amin’ny andavanandro. |
Tsy azo odian-tsy hita andriamatoa, rakotoarinia ratrema william, mpampianatra matihanina eto amin’ny ecole normale supérieure , ao amin’ny sampana teny malagasy nanaiky hitsara izao asa fikarohana izao. Ankasitrahanay ny famakianao ny asanay, ary raisinay am-pitiavana ny fanitsiana sy ny toro- lalana narosonao, mba ho... |
Naninona ny lambanao no toa navela, moa tsy tiana ? Angaha nahita randram-bao ka ny nmaneva no nariana ! |
Ato koa no anolorana ny mpandray anjara sasany solomona, zanak’i neny, zanaka vavin’i jerosalema, |
Manan-karena tia zanaka, tia deradera, tia fiantrana, tsotra, hentitra, tia zanaka |
Ohatra omena ampahan-dahatsoratra na tenin’ny mpandray anjara ao amin’ny tantara iray fandefa amin’ny onjam-peo ny mpianatra. Ka ireto ohatra no azo trandrahana amin’izany fanehoana ny maha kanto ilay ampahan-tantara fanadihadiana ny ampahan-tantara famakafakana sy fitsikerana tenina mpandray anjara. |
Tsipelana hadalan’ ny fitiavana efa loatra ny fihetsiko aminao rehefa mba ny fo no feno sy mitroatra o ! Akory atao ! ? |
Ny fomba fanatanterahany ireny 073 ii- ny tanjona amin’ny fanatanterahana ireny 074 iii- ny toerana sy ny fotoana ary ny fomba andrafetana azy ireny 074 ny sakafo ara-pahasalamana tokony hohanin’ny olona i- ny filan’ny vatan’olombelona 075 ii- ny mombamomba ny vatan’olombelona 078 iii- ahoana àry no ahalalana fa mifand... |
Mandika namana |
Tondraka ny rano fitiavana no sorona ahitana angano ny fitia safo- morona |
Pope francis and ecumenical patriarch bartholomew met in jerusalem to commemorate the 50th anniversary of their predecessors’ meeting. This meeting of the venerable primates of the leading sees of christendom had great significance. On the one hand, because it constitutes the unanimous recognition of the fruitful dialo... |
Tsy ho kanto anefa ny asa soratra raha tsy eo ny fiezahan’ny mpanoratra. Tsy ekena ny asa kitoatoa, zara fa vita fotsiny, satria toy ny amin’ny zava-kanto rehetra, ao amin’ny zava-kanto vita amin’ny teny, dia tsy maintsy misy endrin-javatra tsy fahita, tsy mahazatra, tsy andrasana, izany hoe mihataka amin’ny andavanand... |
Indray mandeha izay dia nanampatra ny heriny loatra izy ka naka ny volana holalaovin’ny zanany; kanjo nasian’ny volana diamanga izy ka dangy nitsitra tery. Lazain’ny sasany kosa anefa fa nankany atsinanan’amorokay izy, ka tany no nahafatesany. |
Momba ireo voly vokarina |
Gidro 9 karazana; |
Dia lasa ny maizina nitoeranay! Lasa ny gadra namatotra anay! Lasa ny loza nanotrona anay! Ny famonjena no solon’izany! |
Milaza samy hafa ji tokana li- ma- maro ya- u |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure ead langue et philosophie formation d’educateur en communication malgache pour le developpement |
Nandimby an-dradama ii moa ny mpanjaka vavy rasoherimanjaka, izay vadiny ihany. Nanomboka teo, dia vehivavy hatrany ny mpanjaka teto madagasikara. Fa inona kosa indray ny nanamarika ny vanim-potoana nanjakany? |
Hoy kosa rakotoson emeralda ao amin’ilay ton 28 126 mitondra ny lohateny hoe misaona ny tononkirako andl 1 6 misaona anao ny tononkirako, tononkira nofikiriko, famoahana ny ato am-poko fifaliana na toloko, 5 ka any an-danitra any, no tsaroako niantefany ! |
Ravelojaona, op. Cit. , tak 242 50 ambaran-dratsimandresy ao amin’ny redynamisation des pratiques culturelles malgaches étude des problèmes techniques de la dimension chorégraphiques du hira gasy et du vako-drazana, mémoire de capen, en3 1988, fa ampongavola izay lalao ivelezana amponga, ihirana ary andihizana eo am-pi... |
Vero ka tokantranoko koa ve moa, tsy ho haiko amin’ny antsipiriany ny mety sy ny tsy mety ato aminy iza indray re no hirahiko haka an’izay sotasy izay e? Pasy aleo mihitsy sotasy, fa lehibe loatra, raha vilia no hatao eo. Vero ndry? Ary tsy i bako ve itý milanja loha avy at? Itý? Iza koa no mba nampandre an’io? Pasy fa... |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i calin isabelle sy i albert eric manao hoe 1993 les méthodes actives rendent les élèves autonome c’est-à-dire ils sont indépendants, et n’oubliera plus ce qu’il a découvert p 121 |
Tamin ny alalan ny fampiasana taovam-pandrenesana amin ny vatan olombelona no nentin ny mpikaroka nanangona akora am-bava ka mametraka tsara ny hoe mahay mijery, mahay mihaino, mahay miaina10. Misy ny fanadihadiana natao ary teo ihany koa ny fakana am-bava amin olona ifotony. Ny lovan-tsofina fitaovana iray fampiasan n... |
Be mpamari-toetra maneho hamaroana na halehibeazana. Nakambana tamin’ny teny sira araka ny lalàn’ny fanatambaran-teny. Oh vody tongotra voditongotra |
O! Veloma betsaka any; any andro mbola hihaona, fa ny foko izay marary, dia hilonjy tony saona. |
Iray isa, anankiray 2 roa anankiroa 3 telo 4 efatra 5 dimy 6 enina 7 fito 8 valo 9 sivy 10 folo 11 iraika ambin ny folo 12 roa ambin ny folo 13 telo ambin ny folo 14 efatra ambin ny folo 15 dimy ambin ny folo 16 enina ambin ny folo 17 fito ambin ny folo 18 valo ambin ny folo 19 sivy ambin ny folo 20 roapolo 21 iraika a... |
Ny fitiavana raha masiaka dia tandremo sao dia mivadika ho romotra ka mety ho sahirana ianao. |
Ny farany 1 n’iza n’iza manan ’aina dia manaiky ny ho faty. Nefa kosa tsy voalaza na voasoratra ny daty. Na izaho, na ianao |
Fahita ny fifamalian’ny renifeo indonezianina amin’ny eo amin’ny teny malagasy. Ohatra eo amin’ny vanin-teny voalohany, an-dohan-teny rah ra, gemiran mirana, gerudung rodo rodo, habis aby, avy, hadap atrika, halah oalahy, hampar ampatra, hampir ampy, hati ati, hengah ehaka, hijau itso, hitam inty, hujan orana, kadang a... |
Malagasy ary tsy latsa-danja velively amin’ny teny hafa fa marin-toerana tsara satria afa-maneho ny hita maso sy ny tsy azo tsapain-tanana. Dray! Ry teny mamy loatra! Ry teny iray mba tiako! Moa tsy torohevitrao no nanitsiako itony diako? Tiako ianao lalaiko loatra! Ny momba anao sy ny forongony horaketin’ito foko amin... |
Ao amin’ireo tantara rehetra, dia tovolahy bikana, vaventy, ranjanana, matanjaka, matsilo maso, eo amin’ny telopolo taona eo ho eo hatrany i andry. Miovaova anefa ny fisehoany ivelany arakaraka ny toe-javatra mitranga. Izany moa dia ny mba hahafahany manatanteraka ny asany. Maneho izany ireto ohatra holazaina manaraka ... |
Niverina nandrafitra ny andalan-tononkalo mitovy amin’ny firafitry ny hain-teny ny poeta; tsy voatery hitovy ny isan’ny vanin-teny mandrafitra ny andalan-tononkalo. Mbola mitohy izany ankehitriny ka anisan’ny poeta manohy izany i ran e. Hita eo amin’ny tononkalony avokoa ny manara-drafitra sy ny malala-drafitra. Ahitan... |
Ianao no foko havia havanana ato am-poko; ianao miantso avia tamy aho mitotototo |
Lannoy josiné , op. Cit, p.96 169 aliments visu classement. Asp? Famille 2825 29 la valeur énergétique globale v. E. 334,88 kcal. La valeur énergétique globale est assez élevée à environ 334,88kcal pour 100 gramme de koba ravina par rapport aux autres sucreries et pâtisseries gâteau de pâtisserie 317 kcal pour 100 gram... |
Mahatsapa ny mpiventy hira gasy fa tsy mety afa-bela amin’ny hasarotry ny fiainana ny ankamaroan’ny olona. Toa miezaka sy mitozo mba hahatsara ny fiainana nefa mandamoka avokoa izay atao. Ireny rehetra ireny no miteraka ny alahelo. Tsy sahin’ny olon-tsotra haboraka ireny, sao raisin’ny sasany ho fitarainan-tana-miempak... |
Sinton-kevitra manana ny lanjany lehibe ny fahaizana misafidy ny fampiasana ny tohan-kevitra noho izy ireny mitondra fahalalana ho an’ny itenenana. Noho izany dia ilaina zava-marina sy azo porofoina hatrany ny fahalalana omena ny itenenana ka izany no ilàna mason-tsivana amin’ny fampiasana ireo karazana tohan-kevitra m... |
Tokana aman-tany ny lahatsoratra an-gazety iray article , hoy isika, koa raha tsy hay ny milaza izay tiana holazaina amin’ny teny vitsy dia tsy hazava velively izay tiana hampahafantarina ny hafa. Matetika manoloana ny toe-javatra iray dia maro ny tian- kambara, kanefa tsy maintsy fantenana ny lafiny hanaingana sy hano... |
Amboniny fotsiny sy hitsentsitra azy, fa tsy hanasoa velively na hanamaivana ny fahoriany. |
Miteny irery ranivoaly eto rehefa lasa ravalo araka ny toromarika omen’ny mpanoratra. Tsy misy iantefany manokana ny teniny satria sady tsy misy anarana antsoiny no tsy mampiasa mpisolo tena laharana faharoa izy. Izany hoe, miteny ho an’ny tenany sy ny mpijery izy. Borahin’i bakoly ary hazavainy eto ny olana mianjady a... |
Lavany ka sahabo |
Ciap tsiaka, , uap hoaka, engkap ehaka, genap henika eo amin’ny vanin-teny faharoa amin’ny faran-teny 2 -p tr- luap roatra, hadap atrika, tangkap takatra, tutup tototra, usap hosotra |
Malagasy amin’izany. Zava-dehibe amin’ny malagasy tokoa mantsy io riba io araka ny voalazan’i mompera adolphe razafitsalamana24 ny famadihana izay andanian- karena, dia fotoana entin’ny mpianakavy mifanotrona, mifanome voninahitra, mamitrana indray ny fihavanana sy ny fifanampiana, manamafy orina ny finoany fa mitahy n... |
Dian’ny miaramila henja a e e henja a my arô diany e dian’ny miaramila dian’ny miaramila. |
Ny hafa ny antony famelabelarana -andiam- mampiavaka |
Epp ecole primaire publique aps approche par la situation ppo pedagogie par objectif. Ceg collège d’enseignement général |
Tsilo sy fandrika fa izay te hiaro ny ainy no amin’ny alehan’ny maditra dia manalavitra izany. |
Mamakafaka ny zava-misy endrika isehoan’ ilay olana antony sy vokany eo amin’ny fiarahamonina |
Mivantana no andikanay izay voalazan’i cathérine kerbrat orechioni27 amin’ny actes de langages directs. Mivantana ny fomba filazan-javatra raha toa ka tsy miolakolaka fa izay tiana ambara avy hatrany no lazaina. Ohatra, lazaina fa mivantana ny fanontaniana iray raha toa ka tsy mitaky valiny hafa ankoatra izay anontania... |
Miandry fiantsoana manokana na taratasy filazana |
Ratsimba georges mpanorina sekoly 179 3.5 ratsimba georges mpampianatra hira 180 |
Tsikaritra ihany koa ny habetsahan’ny mpianatra iray kilasy. Rehefa be ny mpiofana, dia tsy voaramaso ny ataon’ny hafa. Tsy aty amin’ny sekoly ihany no ahatarafana izany, fa saika amin’ny toeram-panofanana rehetra. Izany no mahatonga ireny toeram-panofanana samihafa eto an-drenivohitra ireny tsy handray mpianatra betsa... |
Nenibe fantatro, ianao zandriko dimampolo taona mahery indray ve no hampianatra ahy izany? Fantatro saingy efa izay ny daty notapahinay. |
Ny fitiavana eo amin’ny mpivady an-taonany maromaro mazàna rehefa ela niraisana trano ny mpivady, dia toa tsy tadidiny intsony fa fitiavana no nampiray azy ireo. Hany ka na ny ankizy aza dia ifanilihany rehefa manao zavatra tsy nampoiziny. Ohatra ireto mpivady ireto tôro tsy mety amin’izany ny saiko ramatoa itý a! Ny z... |
Toko fahatelo ny fanehoan-kevitra ampiasaina ao amin’ny amboaram-pahendrena |
Dieny mbola tsirim-bony 10 halaviro fanimbana ; he itony tany itony feno vovo-pahotana ! |
Pronoms complements complement pronouns |
Misy ihany koa ny sala ataon’ny tovolahy mandritra ny tolon’omby amin’ny fahafatesana. A ny fotoana sy ny sehatra anaovana azy |
Cette planification permet de constater à l’avance les décaissements prévus pour une période ultérieure considérée et le solde de trésorerie afin de prévoir des mesures ou des précautions en cas de déficit de la trésorerie. |
Leguern m sémantique de la métaphore et de la métonimie. Ed langue et langage, larousse, université, paris 1972. |
Sy misangy rantsan-kazo amin’ilay masoandro mody. |
Andriamorasata, |
Ny isan’ny andalana isaka ny andininy no novoaboasana teo, kanefa, tsy izay ihany akory, no tokony hohalalinina eto amin’ny andininy, fa, indrindra, koa ny isan’ny andininy isaka ny tononkalo. |
Ii-1-1-3 l’économie a artisanat les types de fabrication locales tissage de rabane ambohitrolomahitsy et alarobia tissage à soie ambatomena, ambohibao tissage de natte et sou biques ambohitrolomahitsy sculpture en corne de b uf mantasoa forge de couteaux, bêche, pelle et autre, outils en métal fer tels que roues et ess... |
Régis rajemisa raolison, rakibolana malagasy, édition ambozontany, fianarantsoa, 1995, p.154 2 le robert, dictionnaire d aujourd’hui, 107 avenues parmentier-75011, paris xie, p.618, 1992 ouvrage didactique, livre présentant les notions essentielles d’une science, d’une technique. 3 françois richaudeau, conception et pr... |
Araka ny boky mirakitra ny momba an’i madagasikara, ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny , nosoratan’i jon erik bakke, ary nadikan’i p randrianirina sy |
Na ho aiza hianao na ho aiza, aza mba milasilasy, 10 mijoroa ho tena kanto, fa tanora malagasy, mijoroa ka aza ela, misik na ho lehilahy, na ho mafy na ho mora, aoka hijoro sy ho sahy, |
Tsy ampy 144 63,71 |
Olona ’zany, olona ’zany no tsy hita isa intsony. Olona ’zany, olona ’zany no mangataka ny zony. |
Teo amin’ny lafiny kolontsaina nanana anjara toerana lehibe i jean nalisoa ravalitera teo amin’ny lafiny ara-kolontsaina malagasy. Tsy sarotra ho azy ny fanatanterahana izany andraikitra izany noho izy mpandala ny mahamalagasy ary efa nandalina ny momba izany rahateo teny amin’ny anjerimanontolo. Ireto avy ary ny andra... |
Vie des paysans par le biais des hautes intensités de mains d’oeuvre, développement des fokontany, et les communes constitue une grande valeur ajoutée non négligeable. Dans une vision plus restreinte et particulièrement pour le personnel du saf, le surcroît des partenariats leur permet d’améliorer leurs conditions de v... |
Ny maha-mainty ny fiainana |
Ny lafiny ratsy kosa mihena ny fifaneraseran’ny olona amin’ny soratra, vitsy dia vitsy ny mbola mandefa hafatra amin’ny alalan’ny taratasy indrindra ny tanora. Mihena ihany koa ny fifandraisan’ny olona amin’ny boky ao anatin’izany ny mpianatra, any amin’ny -internet? No anaovan’ny ankamaroan’ny mpianatra fikarohana fa ... |
Tak. 35, and.4 165 v. 79, and.2, and.3, and.4 |
Ceg collège d’enseignement général cisco circonscription scolaire dren direction régionale de l’education nationale ens ecole normale supérieure epp ecole primaire publique |
Ny fifamaliam-peon’ny teny indonezianina sy ny teny malagasy |
Anampiako izany feno ny aminao ny banga nanontany tao am-poko tao ! |
Ibid note n 115 tak.68 and.2 117 v. A, tak.167-168 and.2 |
Lyra, mazava atsinanana, op-cit, tak 86, and 7-8 91 lyra, mazava atsinanana, op-cit, tak 86, and 10. |
Manque de personnel |
Tsanganana 09 isan’ny olona mpamonjy lamesa loharanon-kevitra lala colombe rakotomanana, 2011 |
Azo atao koa ny manao vondrona tsy apetraka amin’ny fanatanterahana asa an-tarika. Asaina mipetraka maka ny toerany avy ny tsirairay. Tsikaritra avy hatrany izay mitovy, satria mifanakaiky. Rehefa misy mifanilika dia taratry ny fisian’ny disadisa eo amin’ny mpianatra iray amin’ny kilasy izany. Tsy maintsy faritana maza... |
Iv.1.2.4. Manondro anaran javatra |
Ohatra 6 ianao tovovavy iray nandala tsikalakalam-bola ka rehefa ianao midola dia betsaka ny adala ! 358 |
Mandry ô ny valiny andrasana, satria tamin’izany fotoana izany ampy ny sakafo, nilamina ny tany, mbola niadana ny vahoaka. Ny mifanohitra amin’izany kosa no hita ankehitriny. Noho izany, antiphrase no hita eto satria enti-maneso ny mpitondra ary enti-mampieritreritra ny mpihaino ilay fanontaniana 123. An-kolaka ny fila... |
Masoandro mody no miteny mba tiavo e ny ray sy reny, ka ianao ’zay nobabeny hitandrina azy tsy hanjeny |
Marihina fa ny latsakemboka pascoma, izay araka ny voafaritry ny fivoriambe nasiônaly ho an’ny sekolim-panjakana, dia efa sintonin’ny dren avy hatrany amin’io caisse école io mialoha ny anomezana azy ny sekoly. Misy ny fepetra tsy maintsy arahina amin’ny fandaniana io vola io. Toy ny, famolavolana vinavinam-pandaniana ... |
Jagot p. C , l’éducation de la parole, comment convaincre, séduire et captiver par une élocution claire et assurée, editions dangles, st-jean-de-braye france 1975, 151 tak |
Na ho haingana na ho ela tsy ho tana anie’ty aina ka irio ny mba hamela asa soa hotantaraina |
Tari-dresaka |
Marihina fa ao anatin’ireo ohatra nomena ireo dia ahitana ny matoanteny kukaa mipetraka, monina , ny mpisolo milaza fananana -ake, laharana fahatelo azy sy etu anay, antsika ny anarana rehetra irafetan’ny tovona -ni, izay manondro toerana, dia tafiditra ao amin’ny sokajy mahali. Ohatra soko tsena sokajy n soko-ni ao an... |
Atolony azy, eo koa ny hena izay maneho ny haren’ny firenena. Sakafo ampy sy ara- pahasalamana no omen’ny reny ny ankizy ahafahany mitombo ara-dalana sy haingana. Miharihary ny fanabeazana atolotry ny reny ny zaza na dia mbola kely aza izy tsy ny ara-nofo ihany anefa no anehoany ilay anjara asa sahaniny. Velominy ny va... |
Taona-5 taona manatsara ny fomba fandrafetana fehezanteny, ny fanononana, ny fanehoan-kevitra ny zaza, ary manabe voho ny voambolana. |
Ankoatra ny resaka fitiavana, dia hita any amin’ny tantra foronina koa ny vesatry ny fahantrana, tahaka ny any amin’ny boky vakivakim-piainana. , hoy diamondra.107 endrika maro no nisehoan’izany teo amin’ny fiainan’ny tanora sarotra ny fitadiavana asa. Raha sendra mahita asa anefa ny tanora, dia hararaotin’ny mpampiasa... |
Tovonana f- ny matoantenin’ny mpamari-toe-javatra dia ahazoana anarana mamaritra toe-javatra na fomba entina manatanteraka hetsika. Ohatra ilomanosana filomanosana anondrotana fanondrotana |
Kilema aretin’ny fiarahamonina olana voka-dratsy vahaolana fanabeazana hls tsy fiantohan ny ray aman-dreny araka ny tokony ho izy ny fianaran i mboty fitaovana, sara- pianarana voatery nitady vola tsy fidiny i mboty mba hanaovany cours intensif hanomanany ny fanadinana bepc. Saika namidiny tamin ny vazaha ny fahadiovan... |
Actant mpandray anjara action hetsika amplification filaza masaka argument de l’autorité tohan-kevitra miorina amin’ny fahefana argument tohan-kevitra argumentation fandresen-dahatra argumenter mandresy lahatra association fanatambarana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.