text
stringlengths
10
11k
Ny fandriampahalemana voasokajy ao anatin ny faritra mena amin ny halatra omby ny distrikan i fenoarivobe, ao anatin izany ny kaominin i firavahana. Na dia efa miara-miasa aza ny mponina sy ny mpitandro ny filaminana ary ny olom-boafidy toy ny ben ny tanàna dia tsy foana ny halatra omby sy hala-botry. Izany toe-javatra...
Ataoko fa tsy ditrany 10 sy koa tsy haitraitrany raha ianao no sitrany hahazo foana foana ilay angolavaitrany.
Amin’ny teny. Ny teny sy ny soratra no rarian’ny mpanoratra hanana endrika miavaka sy manintona mba hampipaka tsara ny hafatra any amin’ny mpamaky. Tsapa ihany koa ny fisedrana lalovan’ny fanabeazana amin’izao fotoanan’ ny fanatontoloana izao. Sedra goavana tokoa satria tsy mitsaha-miroborobo manaraka ny fotoana ny tek...
Revo nihomehy indray izy roa.
Ankoatra ny fahatsiarovana ao anatin ny tsirairay avy, dia misy ihany koa endri- pahatsiarovana iombonan ny mpiray tanindrazana iray manontolo ho an ireny maritioram-pirenena ireny anisan izany ny fanaovana fasana manokana hilevenan ireny olona ireny alitara masina moa no teny nanoharan ny mpanoratra izany ao amin ny t...
Sarotra tamin’ny eja no nampisaraka ilay fo efa nifaningotra ka na efa nandao aza ilay olon-tiany dia mbola nifaningotra teny hatrany ny fony. Izany hoe mbola nampiasa ny rima mifaningotra ihany izy. Ny lahy no lasa fa izy mbola nifaningo-pitia amin’ilay olon-tiany. Ahatsapana izany ao amin’ny izay no vita ny tantara i...
Famintinana isaky ny fizarana fizarana i tsikalankalam-pihavanana
Alakamisy antoandro no natao hiakaran’ny vahiny faly sahirana toy ny kibobo nandriam-balala radofa nodiovina ny trano , nampanjairina ny ankanjo metimety ; ny havana aman-tsakaiza novoriana nahafeno trano. Teo am-piandrasana teo dia velona ny resa-be.
Ny ditra rehetra, ralala, zakaiko, ny latsa, totofako aleviko injato, ny soa nifanaovana sisa ao an-tsaiko, ny tsara efa vita no asiako orim-bato.
Fanontaniana faharoa io dia mampiorina kokoa ny seha-pitenenana misy ny mpampianatra sy ny mpianatra, ary fehezanteny feno tokony halain’ny mpianatra tahaka amin’ny valinteny izay omeny. Io fanontaniana faharoa io ihany koa dia mampianatra sahady ny mpianatra mba hahay hanazava kokoa ka hanome valinteny feno. Ny paikad...
Secret professionnel izany leisy a ! Heloka ho ahy samirery !
Ny mombamomba ny trano printy takariva
Bienveniste, problèmes de linguistique générale, tome ii, p. 91 le langage est pour l’homme le seul moyen d’atteindre l’autre homme, de lui transmettre et de recevoir de lui un message
Dia misaotra tompokovavy, misaotra eran-tsaina; fa manana anao ka mody izao ny aina.
Ny fikarakarana ny akoho vao foy
Travail continu à la direction générale. L’auditeur interne fournit à la direction générale le service nécessaire pour tous les niveaux hiérarchiques. Pour que la collaboration entre le service d’audit interne et la direction générale soit efficace, cette devrait définir plus profondément son rôle et suivre ses actions...
De l’ong salfa 03 i 1- réflexions sur les problèmes de population à madagascar 03 i 2. Définitions, objectifs et avantages du planning familial 06 i 2.1 définitions 06 i 2.1.1 définition de la planification 06 i 2.1 2 définition de la famille 07 i 2.1.3 définition de la planification familiale 08 i 2.2 objectifs de la ...
Moe 47 zanty zanty 48 bandazy bandage, fer méplat soudé
R1 1y. ’! ’l 1s-k , r r, ’ ’. ; ’11 i r f, j; , it’ ’f , ; t ’ t. Y ; j
Famintinana mazana dia afangaron’ny olona ny fiteny merina izay ampiasaina eto afovoantany sy ny malagasy ofisialy izay ampiasaina manerana ny nosy amin’ny sehatry ny fitondram-panjakana administration manamafy izany koa ny fiangonan’ireo andrim-panjakana maro eto antananarivo. Miteraka fanontaniana eo amin’ny mpampias...
Ny fingadona lila , izay miveria inefatra no nanehoany ny fanaintainan’ny fo voaratra. Misoko mangina amin’ny alalan’ny fampiasany io vanin’andalana io ny hevitra tiany hambara dia ny fanaintainan’ny fo amam-panahy, noho ny fahoriana sy ny fangirifiriana avy amin’ny nataon’ny tena. Ity karazana vanin’andalana ity ihany...
Ankahasitrahana ianareo loharano nipoirana sy nahitana masoandro sy ny vadiko tsy nitsahatra nanampy tamin’ny fomba rehetra mba hahavitan’izao asa izao. Isaorana ireo rehetra nanampy anay an-kolaka na mivantana ka nahatonga ny fahavitan’izao asa fikarohana izao. Ankasitrahana ianareo rehetra tonga manatrika am-pahibema...
Internet, 3 a9 unesco traditionnel, contemporain et vivant à la fois le patrimoine culturel immatériel ne comprend pas seulement les traditions héritées du passé, mais aussi les pratiques rurales et urbaines contemporaines, propres à divers groupes culturels.
Remerciements
Figure n 1 carte délimitation d’amoron’i mania figure n 2 carte les royaumes betsileo figure n 3 mpilalao vako-drazana figure n 4 mpilalao savika figure n 5 mpilalao diamanga figure n 6 mpilalao asa ampinga figure n 7 rizière en terrasse figure n 8 asa ampiga figure n 9 joueurs de asa ampinga avec la sagaie et le boucl...
Avy amin’ny lafin-dreny
Fizarana 33 alahahady, 17 jiona 2007; lah 3525 tsy niahotra intsony i dokotera ndretsa niditra an’analandolo. Vonona tamin’ny sainy sy ny heriny izy. Ireo olona nanatri-maso ny nandehanany no nihoron-koditra toy ny manao fara-veloma an’i dokotera ndretsa satria tsy nanantena ny hahita azy ho tafaverina intsony. Ireo ol...
Sarotra ny tena mahazo ny hevitra mivantana ao raha tsy manao fandinihana manokana ireo voanteny sasany mahasolanga mahajejo, mampisonga, mampisondrotra mahajoko mampitanondrika, mampihemotra, mampidina.
Va tak 48 ; and 1 andl 1 148 va tak 65 ; and 5;
La sociologie des organisations selon balle catherine en parlant de l’activité d’une entreprise, nous sommes de même avis que ballé catherine lorsqu’elle dit que la sociologie des organisations analyse la transformation institutionnelle des entreprises et des administrations et, par conséquent, des systèmes sociaux dep...
Cf va , tak 92
Nanjary fitaovana nampiasain’ny mpanjanaka nanantanterahany izay mety nahazoany tombontsoa ny malagasy, nanomboka teo amin’ny nahareseny ny fanjakana malagasy. Nampanao asa tsy eran’ny aina ny vahoaka izy ireo tamin’izany, indrindra ny lehilahy. Nasian’ny fanjakana ny karazana asa fanompoana maro, anisan’izany ny baosi...
Manolotra fanomezana carte, voninkazo
R12 ny do fihina misy olo mihina do, dokotera baka à tamatave a y niasa tetoa zay noho betsileo niasa lala tetoa rezay koa mihina, ka lafa rozy mahita do samborin-drozy velo, fa misy point vital fanamboran-drozy azy avao ka ataon-drozy a aty gony tseky fehèn-drozy ao. Lafa hamarain’i y amin’izay vohà gony i y, ka laha ...
Araka ny filazan’i bertrand xavier 2007 manodidina ny adiny valo ny faharetan’ny torimason’ny sakan-jaza iray. 47. Noho izany, ny 83, 34 tamin’ireo mpianatra dia tratran’ity tsy fahampian-torimaso ity avokoa. Ny ambiny kosa, izany hoe ny 16, 66 no hany nahatratra ny fenitry ny torimaso. Ity tsy fahampian-torimaso ity a...
Am-bava teny sarotra
Endrika iray isehoan’ny fetim-pifaliana ny fitokanana zava-bita toy ny paompy, làlana, toeram-pitsaboana, sekoly fahasoavana lehibe ny fahavitana foto-drafitr’asa iray ka rariny sady hitsiny raha miara-mifaly amin’izany ny vahoaka. Tsy latsa-danja amin’izany ny fiangalian’ny mpanan-talenta ny vakodraza? A. Samy maneho ...
Ny toetra mampiavaka azy amin’ny lahatsoratra an-gazety rehetra fohy sady manaitra ny lohateniny tsy maintsy misy sary ny reportage , izany hoe, zava-misy marina ary natrehana maso no tanterina mety misy resaka tanterina mivantana ihany koa tsy tokony ahitana ny hevitry ny mpanao fikarohana mba tsy hiandany tsy voatery...
Areheto ihany, raha mbola misy saina, azo ampiasaina 30 raha mbola misy rantsana mangaika kirakira areheto ihany, areheto hatrany, na mitsilopilopy aza, 35 ny jironao sakaiza.
Ity hetsika ity dia nokarakarain’ny raiamandreny mijoro sy ny coalition des organisations de la société civile tao amin’ny centre de conférence international ivato cci no nanatanterahana izany ny 29 hatramin’ny 31 jolay 2010. Ny fehin- kevitra noraisina tamin’izany dia ny fananganana tetezamita iaraha-mitantana sy ny f...
Tsy mandre, donto no hevitra omen-drajemisa ny teny hoe marenina ao amin’ny rakibolana malagasy5. Renina ny fototeny niaviany fa tsy nasiany fanazavana ao. Ny ohatra omeny no ahalalana fa mety hatrany am-bohoka no efa azo ilay kilema marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
Ireo fikambanana fikambanan’ny mpiara- mandinika ny tantaram-pirenena ao amin’ny otrikafo, havatsa-upem amboaran-tsombintantara novokarin’ny fikambanan’ny poeta sy mpanoratra malagasy tamin’ny faha50 taonany, tombokavatsa, t. P. F. L. M, antananarivo 2002
Mbola ao anatin’ny fanadihadiana ny tsy fahatanterahan’ny zavatra nokasaina ihany no ambaran’ireto andinin-tononkalo ireto aza ela, re ry diako, sao radada sasa-miandry, hafaingano ny famindra, fa raneny tsy tafandry! Efa manina an-drazoky, te hanatrika an-drazandry, maika te hifampisangy, maika hifanondan-tsandry kanj...
Jiko lakozia jiko-ni jikoni ao an-dakozia meza latabatra meza-ni mezani eo ambony latabatra soko tsena soko-ni sokoni any an-tsena kikapu harona, kitapo kikapu-ni ao anaty harona , ao anaty kitapo .
Fampitahana ireo singa mandrafitra ny asa soratra
Sary 24 lovako t12 tak.100
Ny aina no fototry ny fahaveloman’ny olona. Ny fahalemeny anefa no nanorenan’ny maintimolaly ny fanovan-javatra ao amin’ilay hira mitondra ny lohateny hoe aza malaky reraka v. A. Tak.20, and.2 ny zavona sy ny toetrany no nanoharana ny aina tamin’ny filazana hoe ny aina toy ny zavona voasavan’ny ain’andro
Ralala dia inona no ifandraisan’izany amin’ny fanoratana ny tany? Ramino eny ho’a. Rakotobe satria nataon’ny mpanjanaka frantsay lafo ny fanaovana immatriculation , any ka tsy takatry ny ankamaroan’ny olona. Dia noraisin’ny fanjakana ny tany rehetra izay tsy voasoratra, lazainy fatany tsy misy tompony, ary dia nozarain...
Fampanantenana hamoram-po tsy hisy ?
He ao no vasoky ny ora, itony olona tanora ka lo ’lay endriny bakora sy maso manjopika mora!
Teny fisaorana
Mitovy ny hevitra ambaran’ny endrika izaho sy aho satria samy mpisolo tena mahaleo tena laharana voalohany amin’ny tokana, izany hoe manondro ilay olona miteny na ny mpiteny. Ny atao hoe mpiteny dia ilay olona miteny. Mampiavaka ireo endrika roa ireo fotsiny ny fampiasana azy. Ny izaho dia ampiasaina amin’ny fehezanten...
Vi-3-3 la feuille de marque a tableau 10 la feuille marque en sport asa tany competition date
Rahefa maro ny lahasa, valabalaka ny saina dia tsy maintsy mba siraina, rehefa hoe mifady sira, reradreraka ianao, kely hery tsotra izao 10 vao manandran-tsira kely dia mitombo indray ny hery mahatsiaro afa-boly toa adinonao sahady ny adin-tsaina mampanavy, afaka ny sorisory.
Fetran’ny asa naompana amin’ny famakafakana ny tara-kevitra momba ny fiarovam-pirenena
Ny hariva dia halazo noho izy voninkazo; ny maraina izy kanto, tsara sy milantolanto kanjo tonga ny fotoana dia mirara-drara-poana. 411
Nandritra ny fanatanterahan’ i andry ny asany dia tsy nitandro ny ainy mihitsy izy. Nilaozany matetika mihitsy aza na ny andefimandriny na ny tanindrazany tamin’ny fotoana rehetra nilana izany.
Decary m urs et coutumes des malgaches, 1951, p 48 parenté artificielle 26 -luigi elli, op. Cit. P 82 la parenté créée par la cérémonie et garantie par des terribles maledictions titiky qui portent le malheur non seulement sur le parjure mais aussi sur toute sa famille
Sahirana ara- sahirana ara- pivelomana, saingy pivelomana, saingy
Ny anton’ireo rehetra ireo dia mba hahitana ny fahavononan’ny mponina, ka hahafahana mifantina amin’ny alalan’ny fifanintsanana ireo tanàna tena maika amin’ny fahazoana rano sy manana olana mila vahana haingana amin’ny tsy fisian’ny rano fisotro madio.
Sambany no nankalaza ny fetim-pirenena teto marovoaikely i robena ny taona 1946. Ny 13 jolay dia efa feno fety isan-karazany ny tao an-tanàna sy ny manodidina ho fandraisana ny fetin’ ny 14 jolay. Misy ny fifaninanan’ny sekoly rehetra avy amin’ny manodidina atao any besalampy atrehin’ny manam-pahefana isan-tsokajiny. N...
Isan’ny mampisy fifampitokisana sy fifanakalozan-kevitra ary fifanomezana traikefa eo amin’ny mpikambana ny fivoriana. Intelo isan-taona ny fivoriambe tsy maintsy atrehan’ny mpikambana rehetra ao amin’ny ami. Izany anefa tsy misakana ny fanaovana fivoriana ivelan’io fotoana io raha misy hevitra tiana hampitaina maika a...
Indraindry tena sorena ka kivy ny fo ny rehetra zay jerena toa mahasorena avokoa noho ny ankason’ny tany izay mafy tokoa sy tena mavany mandreraka ny loha.
Rakibolana
Mpamaritoetra iontanana
Nampiasaina eto ny épiphonème nentina namintina amin’ny fomba hentitra ny famelabelarana natao teo alohaizany, dia ny fisehoan-javatra samihafa niseho tamin’i miaro. Ny aretina nahazo azy sy ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreniny, indrindra ny fanoherany ny aretina. Araka izany, ny épiphonème dia nenti-nampivoitra ny f...
Afaka mampiasa ny fo sy ny saina
Ny ao anatin’ny efitrano fianarana aloha dia tahaka ireny amin’ny efitrano rehetra ireny. Izany hoe misy ny toerana ho an’ny mpianatra, ny lampihazo ho an’ny mpampianatra ary ny solaitra be. Azo ambara fa malalaka ihany ny efitrano fianarana amin’ny ankapobeny. Ny dabilio sy ny latabatra ihany koa dia mbola azo ampiasa...
Lala-rakotoson, julienne agnès, 2000. Lovako t12. Ambozontany antananarivo.250p. Ratrema, william, riba sy lohahevitra takarina amin’ny literatiora. Antananarivo.150p
Koa efa fantatrao sahady ny tiako holazaina tena resaka anie ny ahy e! Tak 63
Ny rima mifanjohy, dia fitoviam-peo manomboka eo amin’ny zana-peo mitondra ny ngadona farany amin’ny andalana roa mifanarakaraka. Anisan’ny ampiasan’ny mpanoratra io rima io ny sehatry ny fitiavan’olon-droa. Vokatry ny fitiavana miredareda eo amin’ny mpifankatia, dia zava-dehibe ho an’ny ankilany izay rehetra ataon’ny ...
Mampalahelo ry tànana ny manjo anao satria be ny tsy tamàna ka mandao anao.
Iza no mahalala ny hevitr’ireo?
Reboul introduction à la rhétorique, 1991, tak.27 on peut définir l’argument comme une proposition destine à en faire admettre une autre
Ii- tahirin-kevitra mikasika ny asa fampandrosoana a- boky sy gazety andriamasy h. M et al terroirs ressources, revue n 03, projet 1996-1997 terre-tany bema giub fofifa, 77 pages
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale capen
Ny nahatonga ny anarana hoe antemoro misy petra-kevitra roa no azo aroso eto famaritana ara-tantara nisy havoana nametrahan-dramakararo ny foloalindahny, nomeny anarana hoe vilayet timariot, ka nogasina ’vohitramontana ny olona rehetra azony tato aoriana, ka nanaiky ho ambany fanapahany dia napetrany tamin’io tanàna io...
Raha ny ouvertures zareo no lazaina
Unicef, formation psychopédagogique, tana, 1954, tak 57 si l’on veut graver un souvenir dans l’esprit de l’enfant, il vaut mieux montrer l’objet, plutôt que de se servir du nom, car l’enfant est plus sensoriel que verbal, surtout quand il est jeune 64 ibid tak 54 l’oubli est moins rapide à l’école primaire, plus rapide...
Indrisy re fa fongana ’reo dimby antenaina raha toa voa mamololona ’ty taona volamena
Rehefa narahina ny fandraisam-pitenenana nifandimby dia hita fa misy ny fanambarana izay mifanohitra nolazain’ny mpianatra maromaro ao anatin’ny sokajy iray. Hita taratra amin’izany fa vokatry ny tsy fiaraha-nanomana dia tsy mifandray ireo singa mandrafitra ny vontoatin’ny zavatra asehon’ny mpiray sokajy. Azo tarafina ...
Ny lafiny tantara
Tsy ny fahafatesana ihany, anefa, no tarakevitra novoiziny, fa miresaka momba ny fitiavana ihany koa izy. Voalaza fa efa nanao voady tamina tovovavy iray izy. Tsy tanteraka izany noho ny antony samihafa, ohatra, ny fandraran’ny ray aman-dreniny azy tsy hanambady ilay tovovavy. Tovovavy hafa no nampakariny ho vady taori...
Ao amin’ny fatiantoka malagasy v. A dia milaza i harioley, fa mpitory manam-pahalalana ny fombafomba fivavahana fotsiny no hita ankehitriny, fa tsy mahatsapa izay tena fahaterahana indray, amin’ny maha kristiana mpitondra fivavahana azy. Koa dia ny fahalalany no avoakany eny amin’ny polipitra, fa ny hetahetan’ny ory sy...
Fanabeazam- pirenena 2008 jolay 2008 manova ny fepetra sasantsasany ao amin’ny lalàna laharana faha-2004-004 tamin’ny 26 jolay 2004 mamaritra ny sori-dàlana ankapoben’ny rafitra fanabeazana sy fampianarana ary fanofanana eto madagasikara
Rony rafy diso paika nanantena fa hahavoa kanjo ny herinay vao mainka 20 manololona tokoa zary lalam-pandresena zato tevantevanay ndreo mpamely mahonena ndreny re mangaihay .
Kilasy faharoa tsy ampy fitaovana kamo ny mpianatra ny fahazotoan’ny mpianatra mamaky boky tsy fananan’ny mpianatra fahalalana ankapobeny tsy firaikan’ny mpianatra hikaroka sy tena hampiasa saina ary hianatra lesona tsy mifampitohy amin’ny fandaharam-pianarana teo aloha mandany fotoana kokoa ireo seho sy fampiharana mi...
Ny tononkalo voasoratra dia tsy natao hofitehirizana fotsiny ny tontolo iainana fa nokendrena indrindra hampahafantarana ny mpamaky izany tontolo iainana izany ihany koa ny mpamaky izay singa iray amin’ireo toko telo maha haisoratra ny haisoratra. Milaza ny heviny momba izany indrindra i ranoe ianao mpamaky no mianoka ...
Iii-2-1 fahaizana mampiasa ny sehatra sy ny fitaovana ilaina
Fampivoarana ny zazavavy ireo zazavavy 12-17 taona no singanina eto, satria hiditra amin ny fahatanorany izy eo ka miova ny toe-batany ary miova manaraka izay koa ny toe- tsainy. Izany hoe lasa mirona ho amin ny fitiavana. Voajanahary izany ka tsy azo sakanana. Ny tokony hataon ny mpiandraikitra manoloana izany dia tok...
Ny teny hoe gouvernance dia avy amin’ny matoanteny hoe gouverner izay efa hitantsika tery ambony ny famaritana azy. Izao ny fanazavana io teny io araka ny fandikateny nataonay avy ao amin’ny google. Mg gouvernance. A ny famaritana ara-piforonan-teny
Ny lafin-javatra nodinihina findramana voambolana amin’ny teny frantsay fandisoana ny fitsipi-panoratana
Fahavoazana
Ilay isa fito miampy iray nanjary valo. Dia izay! 136 milaza i nasolo eto fa tsy midika ho fiainam-baovao ny fiovan’ny taona. Ny taona no miova sy miroso fa raha ny zava-misy iainana tsy misy fiovana, fa toy ny taloha ihany. Mifandray rahateo amin’ny voalazan’ny mpitoriteny manao hoe izany izay efa teo ihany no ho tong...
Araka izany, ny fifanatonana bebe kokoa sy ny fahaiza-mifanaraka eo amin’ny mpifankatia ihany koa dia fitaovana iray manafoana ny fampirafesana. Ao amin’ny tantara dia hadinon’i lisy tanteraka aloha ilay aloka nanelanelana azy sy i lala hatreo amin’ny fotoana nifanohofan’ny molotr’izy roa. Nianiana ny tsy hanadihady ny...
Lisitryny sarintany sarintany 01 madagasikara sarintany 02 antananarivo sarintany 03 ny faritra analamanga sarintany 04 ny distrikan’antananarivo avaradrano sarintany 05 ny fokontany mandrafitra ny kaominina talata volonondry sarintany 06 ireo kaontinanta ahitana ny vokatra avy ao amin’ny orinasa codal lisitry ny kisar...
Anarana sy fanampiny saotrahenintsoa anjaratiana
Mipaika vato sy manatsaka46 ;
Mihaino aho. Manongilan-tsofina dia miantoka manontolo izato hamangan’ny feonao mamabo ny fanahy, hihorika.
Matahotra aho sakaiza, matahotra ilay herika mampivaloharika ity foko manirery hilaozanao milefa hamonjy hodimirana tsy hita hojinery na koa amikirana