text stringlengths 10 11k |
|---|
Er marin’h, vonjeo ny fireneko, in rm, tak 60-61 187 er marina, tsy miova ny tantara, in thr, tak25 |
Ny inona no anjara ny mpianatra fa |
Ny fanjakana foibe ity indray dia ministeran’ny fampianarana no mitantana azy izay manolotra solosaina 10 ho fanampin’izay efa misy. Ny sekoly no nangataka fanampiana ka namaly ny antso izy ireo. Tsy izay mahakasika ny fandaharam-pianarana any an-tsekoly ihany no azo atao amin’ireny solosaina ireny fa misy ny fampianar... |
Mason’ny zandary ato, dia ho hainy ny mandravona an’io raharaha io mba tsy hisy tohiny intsony dia niravona teo iny raharaha iny 257 nabaribarin’ny mpanoratra amin’ny tena endriny tokoa ny aretim-piarahamonina. Atositosiky ny fiarahamonina ireo mahantra sy tsy manan-katao. Mitranga izany, na dia eo amin’ny sehatry ny f... |
Ny loko soa mirenty zandiana maharenoka mandrotsy sy miventy |
Lovako t12 tak 37 314 op tak 31 315 vkp tak 45 |
Ny hakamoana |
Vavaka ho an’ilay mpandalo |
Fikarakaran-dramavo ny fianakavian-dry niry tamin’ny aretina nanjo azy |
Charges totales 441 489 734,28 100,00 369 196 675,85 100,00 source réflexion personnelle |
Gérard de vecchi et michelle rondeau-revelle, page 92, évaluer, c’est donner la possibilité aux élèves de prendre des risques mésurés, c’est aussi être capable de reconnaître nos erreurs et d’accepter nos manques |
Mampiasa ny amplification ny mpanoratra hanehoana ny endrika ivelan’ny mpandray anjara fototra ary laroiny ellipse ihany koa. Hoy indrindra izy maneho izany robena a! Mba tsara tarehy izany tovovavy izany! Nanja hum! Tena mahafatifaty! |
An-kolaka ihany izany fa ny tian’ny mpiventy hambara dia hoe tena tsy mahavelon-tena mihitsy. Ny filazan-javatra no mifintina fa ny hevitra vao mainka mivelatra. Fisarihana ny mpihaino hiombona fihetseham-po alahelo amin’ny mpiventy manoloana ny fitondran-tena hafahafa kamo ny filazan-javatra eto. Hita eto fa hain’ny m... |
Fiezahana hatoky ny olon-tiana toetra amam-pihetsika toa faran’izay tsotra ny fitokisana ny olon-tiana, satria tsy mitaky asa mivantana izany. Sarotra tanterahina anefa, satria mitaky adidy goavana avy amin’ny fo sy ny saina, toy ny fahatoniana. Ny fitokisana ilay olon-tiana dia porofo iray lehibe maneho ny fitiavana a... |
Tao amin’io fizarana faharoa io dia nijery ireo tsinjara toeran’ny feo eo elohan’ny faran-teny mikatona tapany mihovitra t? Rizay mamaritra ny fisehon’ny fanova ao amin’ny endrika am- panovanana izahay. Eo amin’ny fototeny mingadona, mifanolo amin’ny renifeo r ny renifeo tr amin’ny faran- teny mikatona tapany mihovitra... |
Mba hanehoana izany, ohatra iray momba ny fampifanatrehana ny kolontsaina malagasy ny tsiny sy ny tody amin’ireo kolontsaina vahiny mitovy sokajy aminy no aroso eto toy ny didy folo sy ny fitsipi-boninahitra |
Ambara fa isan’ny namorona ny teny malagasy ny vondron-teny bantu. Ireto no santionan’ny teny mivondrona ao amin’ny teny bantu izay mikambana ao amin’ny fianakaviamben’ny teny nigéro-congolaise ny teny zoulou sy ny xhosa ao afrika atsimo ; ny teny makoua ao mozambika ; ny teny nyanja ao malawi ny teny shona ao zimbabwe... |
Ny fisarahan- toerana no fototry ny olana teo amin’ i bina sy ikemba. Raha misy ny fifanalavirana eo amin’ny lafiny ara- batana dia mety hisy fiantraikany amin’ ny fifandraisan’ ny fo koa izany; ny vahaolana araka izany dia ny fiezahan’ny fo roa mifanatona, indrindra indrindra ny fiezahana mifanatona toerana. Fomba ira... |
Samy maka ho azy, samy miolonolona ny rehetra fa nahoana ? Toa mitsoaka ady sy miketra-tolona resy sady noana ? |
Aritory, ed. Trano famoaham-boky imarivolanitra antananarivo, |
Ilana hatrany ny fananan’ny tsirairay fahaizana sy fahalalana amin’ny vanim-potoana isian’ny fandrosoana ankehitriny. Ilaina indrindra koa anefa izany eo amin’ny sehatry ny fitantanana ny firenena. Mba tsy ho tonga amin’ilay fitenenana hoe tahaka ny fary ka ny lohany indray no matsatso anefa, dia tokony ho ireo mpitond... |
Ny lafin-javatra mampiavaka azy manana ny mampiavaka azy manokana ny tantara foronina raha oharina amin’ireo literatiora hafa mlrakitra fitantarana. Ny sombin-tantara sy ny teatra hatrany no nampitahaina tamin’ny tantara foronina teto. |
Ino izany e karaha feon-korodo a |
Na izany aza, dia tsara ihany ny manamarika fa ho an’ny teny malagasy, izay tsy mbola mahafolaka loatra ny voambolana siantifika, dia be ny voambolana vaovao aiditry ny olona ao anaty fitenenana. Ilaina ihany ny mampiasa ireny miaraka amin’ny fanazavana, mba hiraiketany ao an-tsain’ny olona sy mba ho fampitomboana ny a... |
Tamberim-pehezan-teny miteny manambara manao hoe no maneho ny fandavana ny kabary tsy valiana ao amin’ny hira gasy. Koa omen-danja eto ny fandraisana anjaran’ny mpihaino ampirisihina izy hazoto hampiady hira gasy hatramin’ny farany. Vao mainka manentana sy mampitsiry fankafizana ny filalaovana amin’ny allitération m ny... |
Les finalités éducatives et les grands objectifs à poursuivre. Exemple développer chez l’élève l’esprit critique le sens de la justice l’autonomie les objectifs à atteindre, définis en termes comportementaux. Ce que l’élève doit être capable de |
Zavatra jerena ratsy azo ekena tsara tena tsara ny toetry ny endrika fanehoana fihetseham-po |
Ny tsy fahampian’ny sivana eo amin’ny hira sy mozika ary ny fifandraisana amin’ny tranonkala |
Ny fomba nentina nilaza ny vaovao ratsy tamin ny alalan ny ferapara no nentina nilazana ny fahavoazana tamin ireo mpiara-monina, tapaka sy namana, mpiara-miasa, fa tsy famoriana teo amin ny vodisaina ataon ny ôlobe ao an-tanàna. Izay ny fampilazana ny vaovao ratsy fa hidirantsika manaraka ny fikarakarana ny faty. |
Fomba iray entina hanatanterahana asa amam-draharaha. |
Ary raha ho afaka izy, dia ho singan’irery any an-tanin’olona any v. A. Tak. 153 halefa hianatra any mahajangahy i soa 160 ato amin’ity karazana ohatra farany ity dia ny filazam-potoana mariky ny ho avy h-, ho no nanehoan’ny mpanoratra fa ho avy ny trangan-javatra tantarainy. |
Memoire de fin d’etudes pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Ny mpampianatra e kosa, dia nanatanteraka ny famakafakan-kevitra tao amin’ny kilasy ps 5. Toy izao ny vontoatin-desona tamin’izany ny famakafakan-kevitra ny famakafakan-kevitra dia famakafakana lohahevitra iray amin’ny antsipirihany ka ikarohana izay hevitra rehetra manazava sy mifandray aminy. Mety ho tenina mpandinik... |
Sakaizan’ny tanora resadresaka momba ny poezia nataon-drajoelisolo charles lah. 507, avril août 1938 |
Ny tombana tsy maintsy hita isaky ny seho iray |
Manamafy izany fa izay zavatra mivaingana iainan’ny olona mifamatotra amin’ny tantaram-piainany sy ny hevitry ny fihetsiny no fototra iaingan’ny fanadihadiana. Izany hoe, resahina ao anatin’ny asa fikarohana atao ny vokatry ny fampidirana ireo zava-baovao eo anivon’ilay fiarahamonina. Ahitana taratra izany asa fampandr... |
Ny fanontaniana eto dia natao ho fampieritreretana ny mpamaky. Mody aseho amin’ny endrika fanontaniana izany mba tsy hivantana loatra kanefa efa mirakitra ilay hevitra tian’ny mpiteny havoitra. Ny tian’ny mpiteny hambara amin’izany dia ny filazana fa misy antokon’olona minia mamafa ny tantaram-pirenena sy manevateva ir... |
Ny ririnina, hono, tompoko tsy efa raha tsy eo ny lamba , ny fahavaratra tsy vita raha tsy eo ny elo , fa izao asa fikarohana izao kosa tsy tontosa raha tsy teo andriamanitra andriananahary koa isaorana izy nanome tana-nikolo sai-nampihevitra , fo nampitia ka nahavitana izao asa izao manaraka izany dia tolorana fisaora... |
Tsy voafaritra, mifintina indro indreo injao, injay tsy voafaritra, malalaka iny indreny injany |
Tsy mitanila mandray anjara mangarahara araka ny hitsiny mivoatra loharano afisy nataon’ny fiadidiana ny repoblika teny amin’ny kaominina sy ny fokontany ny 2010 izao ny fanazavana ireo soatoavina ireo. Ny asa rehetra atao eo amin’ny kaominina dia mitondra vokatra ho an’ny olom-pirenena tsirairay, na ny ankohonany maha... |
Ahitana laharan-takila ny boky izay tena ilaina tokoa satria manampy amin’ny fitadiavana ny lohahevitra tiana hovakina. Eny amin’ny sisiny ambany afovoany no nametrahana azy. Mora hita ihany izy , ary amin’ny tarehin- tsoratra somary lehibe no nanehoana azy any amin’ny fiafaran’ny boky kosa, dia misy ny fanoroan-takila... |
Ny kifonofono zavatra tsy tsara, fa mety hahatonga tsiny any afara! |
Fibodoana ny firenena maro, indrindra taty afrika , ireo andininy ahitana andalana enina ireo; fa ny andininy ahitana andalana efatra kosa dia entiny mampiditra izany amin ny alalan ny fihetsik izao tontolo izao teo am-pihainoana ny solon-tenan ireo tany voazanaka; nangina teo anatrehan ny vahoaka nitady fahafahana izy... |
Famintinana ny fizarana faharoa |
Raisina ohatra eto ny andininy ao amin’ny tononkalo malahelo anao aho v. A tak. 47 |
Fizarana 13 alahahady, 14 janoary 2007; lah 3503 tsy mbola nisy hevitra tapaka iny alina iny fa samy namonjy ny tokantranony avy ny tsirairay mba hisaintsaina an’izay tokony hatao manoloana an’izao toe-javatra mampihorohoro izao. Tsy nopizin-tory ingahy prezida rehefa tonga tao an-trano. Tsy izy irery fa izy mivady mih... |
Aro mandehana asaivo mankaty i hendry sy i valohery ary ingahibe alphonse ry i zefa a! |
Le récit est une séquence deux fois temporelle il y a le temps de la chose-racontée et le temps de récit , 1972, tak. 77 6 pseudo-temps 7 etudier l’ordre temporel d’un récit, c’est confronter l’ordre de disposition des événements ou segments temporels dans le discours narratif à l’ordre de succession de ces mêmes événe... |
Ao amin’ny herinandro masina va lah 77 indray izao, dia manasongadina an’i jesoa kristy, nijaly sady maty ho famonjena izao tontolo izay ny sora-baventy, ka ampaherezany ny rehetra tia anao tanteraka izy ka ny ainy aza foiny fa sarobidy loatra ianao ! Anasongadinan’i irako ammi ny hamaroan’ny andraikitry ny reny ao an-... |
Dia voasoratra tsy satry ilay alahelo avy ao anaty fa nanjombona sy ety ilay masoandron’ny poety. |
Erika mifafy, katroka eny ho eny, sento mihamafy, tsy an-kiteniteny tafon-trano kely, mando takariva, fo manganohano sy aina mihaiva. |
Maingueneau, 1996 voambolana énoncé du point de vue syntaxique, on oppose souvent énoncé et phrase en considérant la phrase comme un type d’énoncé 45 maingueneau, 1996 voambolana énoncé l’énoncé est défini comme l’unité de communication élémentaire, une séquece verbale douée de sens et syntaxiquement complète 46 maingu... |
Noho ny fandehany mihemotra dia nolazaina fa |
Fangataham- panazavana an tsoratra na fanakianana tatitra fampitandremana an-tsoratra na faniniana tatitra |
Mbola hisy ny hanarina, amy fara hery marina ; 20- ary hisy an-tapitrisa hitadidy, hamisavisa ka ho hafatra hambarany, ny tantaran’ny tantarany izay hipetraka ho taria 25- hifandovan-doria doria ! |
Ny fifandraisan’ny tontolo noforonina sy ny tontolo tena nisy no havoitra amin’ izao fizarana fahatelo sady farany izao. Dingana roa lehibe no tsy maintsy nolalovana vao tonga amin’ izao fampifandraisana izao; andaniny, teo ny famakafakana ny tontolon’ny gazety izay nakana ny tantara sy ny fiarahamonina namolavola io g... |
Faharoa, fijerena ny fampandrosoana na ny toe-java-misy miompana amin’ny fandraisan’anjaran’ny mponina na ny vondron’olona, ny tanjony, ny fanambiny, ny paikadiny?7 araka ny fomba filazan’i jean pierre olivier de sardan azy. Haitsikera nampiasaina ihany koa ny -ny antrôpôlôjia baikon’ny hetsika? Ity fomba fijery ity di... |
Fanontaniana lazao fa manamafy orina ny fihavanana sy ny firaisan-kina ny famadihana inona no vaka-tsoa aterak’izany eo amin’ny lafiny asa , fahoriana , lanonam-pianakaviana. |
Fizarana ii ireo endri- panabeazana tarafina ao amin’ny amboaran- tononkalo ako sy antso |
Tsingoloka tsingolongoloka tsingolohana |
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, imprimerie tananarivienne, 1973p. Ministère de l’agriculture, de l’elevage et de la pêche direction du marketing et des études économiques, service de la statistique agricole |
Ato amin’ity fifamalian-drafi-pehezan-kevitra ity dia mampiasa ny fanovana endri- javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina ny mpiteny. Ny oharina dia ny ankilany ary ny anoharana azy dia ny vatolampy sy tanety. Ny vatolampy dia vato goavana sy mafy ary ny tanety kosa dia toerana malalaka be. Ny ampiasana ireo ano... |
Riviere, op cit, p 46 il y a échec scolaire lorsque l’on n’atteint pas les objectifs d’acquisition des connaissances |
Ricoer p. , demps et récit tome i, edition du seuil, 1874 |
Rakitro izy ireny, rakitra tsy foiko fa manakanto ny hirako. Fanoitrako izy ireny, fanoitra manamasaka ny hambo ifikirako. Valihako izy ireny, valiha mametsovetso ny ditran’ny fahiniko. Randrako izy ireny, randran’ny omaly ny ankehitriniko. Fiainako izy ireny ady nokotraniko teny rehetra teny ! |
Takila 09 saingy omby mahia aho e; tsy mba filelaka fa fanaikitra kosa. |
Nahaliana ny mpianatra tokoa ary tena nanentana ny fandraisany anjara nandritra ny lesona ny famotorana ny famakafakana tamin’ny tontolo hita sy ny trangan-javatra iainany eo anivon’ny fiarahamonina. Nojerena ihany koa ny fampivoarana ireo rehetra ireo teo amin’ny fiainan’ny isam- batan’olana, teo amin’ny fiainan’ny fi... |
Toa niova fo tokoa ny fahitako an’i jeanne, saingy tsy mety ho voafafa ato am-poko sy ato an-tsaiko ilay nangiran-dratsy nitondra fahoriana iny. Mino aho, any andro, any volana, hamelako ny helok’i jeanne izany hoe mbola tsy nivaha ny olana iray, dia ny fanadinoana ny ratsy nataon’i madama jeanne taminy, saingy nifaran... |
Na dia nisy olana toy izany aza dia niezaka nitady vahaolanaizahay. Niezaka nanazava tamin’izy ireo ny anton’ny fikarohana atao sy ny tanjona tiana hahatongavana amin’izany dia ny handalinana sy handraiketana an-tsoratra ny fomban-drazana anteony ka ho |
Ny renifeo ? |
Tsy teo amin’ny fombafomba mifamatotra amin’ny finoana ihany no nisian’izany fanabeazana izany, fa nisongadina ihany koa izany teo amin’ny fanatanterahana ireo fombafomba amin’ ny fanambadiana. 2-3-2 ny fanabeazana manoloana ny fanatanterahana ireo fombafomba amin’ny fanambadiana. Misy dingana roa ny fombafomba atao mb... |
Fizarana fahatelo f ny fombafomba |
Ambohitronimahitsy |
Ny fony navesatry ny ahiahy noho ny amin’i mbelo, ka somary nihainohaino sy naka ratsy ambony ihany. Kanjo. , zava-doza no reny sy tsinjony teo amin’ny hiri-baravarana namadika azy hay ilay nitokiany. Hoatra ny novakiam-baratra izy. 70 nisaraka rafenosoa sy i harisoa. Nitodika tany amin-drazaozy ny sainy. Kanjo efa nan... |
Fa miaramila am-basy iray dia marenina ombaina fiadiana efa tsy hay tenenina no namono an-kerisetra ny kung-fu rehetra! |
Mafy ny voazanaka fa sady nandevozona anaovan-tsindry aloka, anaovan-taingim-bozona tsy asiana fangorahana fa kaofiny ny harena tsy asiana hasina izay fombam-pirenena tsy asiana hajany fa hosena ny mandady na hampitanjahana ny olona mpifady na ataony ripaka ny iray tanàna na ny tovovavinao hanamparana filana |
Tsy namaly 2 4 |
Misy dobo be feno trondro tsy lavitry ny tanana. Misy olona avy any ambatondrazaka nonina teo hatry ny ela, antsoinay hoe sihanaka miompy trondro amin’ilay dobo. Tsy azy anefa ny tany. I bôkony efa maty ela no tompony sady nanajary voalohany ilay dobo ary ny zafindravonona kosa no tompon’ilay tany misy an’ilay dombon-t... |
A, tn4, tantaraina ka mora |
Raivo e eny tompoko |
Araka izay efa naseho tany amin ny fizarana voalohany, dia fantatra fa tsy mifanaraka amin ny fitsinjaram-potoana apetraky ny fandaharam-pianarana malagasy ny fotoana amitana ny lohahevitra rehetra ao amin ny taranja malagasy. Ny fitambaran ireo fotoana nesorina ireo anefa dia misy akony lehibe amin ny fampianarana. Vo... |
Quelques domaines, comme celui de la technologie, révèlent un certain nombre de vides terminologiques pouvant être remplis par des emprunts au français ou répertoire international babault s , 2006 196 . |
Araka ny anarany hoe sandratra dia mifototra amin’ireto hevi- dehibe ireto izy ny fanandratana ny kolontsaina sy ny zava-kanto malagasy izay hita fa toa tototry ny fandrosoana avy any ivelany. Amin’ny alalan’ny haisoratra no hanandratana izany, ka ny fanehoan-kevitra sy ny vontoatin’ny zavatra soratana dia hatsaraina m... |
Sivy rongony, folo famolesana. Io dia tadiaviny ve ny hambesana ka hampiharana fahafatesana ? Ny folo famolesana no antoky ny aina. Andao hanova ny fomba fisaina hiara-hitandro ’ty tany lalaina. |
Asa fambolena ho ambony ary tena atao asa mafy andavanandro. Tahaka izany koa i japon sy korea atsimo matanjaka noho ny fananany ireo orinasa maro mifanaraka amin ny vokatra misy ao an-toerana sy vokatra avy ivelan ny fireneny. Araka izany, ny tahirim- bola iraisam-pirenena dia manentana ny faritra afrika manontolo mba... |
Eto indray, dia tamberim-boan-teny na andian-teny miseho amin’ny endrika roa samy hafa no hita ? Ny anaphore |
Endrika iray manamafy ny fifamatorana eo amin ny fiarahamonina ny fisian ny serasera, eto dia fifanan-kalozan-kevitra eo amin ireo mpisehatra manontolo no atao, tsy tokony hanara-drenirano amin ny zava-misy manodidina savika ny olona fa ilana ny fandihana mandrakariva ny hevitra momba azy, hevitra hanarina ny mihilana,... |
Marihina etoana fa miverina in-20 io teny ao amin’ny matio 17 20 io ao anatin’ny tantara fa velona indray. 59 beaugrand j et courault m , le français par le texte, op. Cit, p. 356 est simple le style qui, pour y parvenir, n’use que d’image justes et nécessaires |
Ny fiheverana malagasy mantsy dia, misy ny hoe velona iray trano, maty iray fasana , ary aorian’ny fahafatesana dia miakatra amin’ny antanatohatra misy ny razana. Ka ny parallélisme eto dia maneho ny fiainana kristianina manokana. Ny mpampiakina f a eo amin’ny fiandohan’ny andininy fahefatra no mampibaribary ny hantsan... |
Raha zana-peo kosa no iantombohan’ny fototeny, dia miforona eo anelanelan’ny m- sy ny zana-peo ny sarizanapeo -w- ka nahazahoana ny endrika mw ohatra m-embe m-w-embe mwembe manga voankazo m-aka m-w-aka mwaka taona m-ezi m-w-ezi mwezi volana m-ongo m-w -ongo mwongo fanisana |
Aza mety faizin’ny fahadalana vitanao fa sao mitsako fanenenana ka sarotra ny mitsabo rehefa kenda. |
Rado eto dia miezaka mandresy lahatra ny olona rehetra fa tsy vitan’ny tenany irery ny fananganana ny rava eto amin’ny tanindrazana noho ny haben’ireo asa tsy |
Natiora, op. Cit. , tranga faha 7 |
Nalaina tao amin’ny monographie de la region de vakinankaratra. Taona 2001. |
Fototeny mingadona ireo na mivany telo aza satria ao amin ny vaniny faharoa no misy ny tsindry. Afangaron ny ankamaroan ny mpiteny amin ny karazana fototeny hafa izy ity indraindray ka sokajiany ao anaty fototeny mitsaikona. Tsy mipetraka amin ny tokony ho izy araka izany ny tsindrimpeo amin ireto. |
Fizarana faharoa ireo tara-kevitra nivoizany anatra tao amin’ireo piesy teatraly novokariny |
Ratsifandrihamanana c. 1975 |
Ity fizarana faharoa ity no hitondrana ny mahakasika ny fombafomba mandritra ny fahafatesana. Tsy ara-bakiteny anefa ny hoe mandritra ny fahafatesana. Misy mantsy ireo riba tanterahina mialoha sy aorian’izany izay tsy maintsy jerena ihany koa. Hozaraina telo ihany koa ity fizarana faharoa ity mba hampazava ny hevitra t... |
Ny fizarana farany kosa , dia fizarana mivaofy hevitra ahitana ireo ampahana laza hevitra maromaro natao hizaran’ny mpianatra tena ilaina tokoa ireo mba hahafahana manombana ny fahazoan’ny mpianatra sy ny fahalalana niarahana nanorina taminy. Ankapobeny ny amin’ny vontoatin’ny fizarana ihany ireo natolotra ireo. Ahatsa... |
Rado, dinitra, tak.49 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.