text
stringlengths
10
11k
Nitantara valibeny i y. B.2. 96
Lehilahy dia anatanterahany asa fivelomana, tsy ahitana firy asa fanolokoloana ny taranaka; fotoana kely ihany koa no hanatanterahany ny asa iombonana.17 fahafahana mifehy sy mampiasa ny enti-manana ary ny tombontsoa ny hoe enti-manana dia ireo karazana fitaovana ilaina entina hanatontosana ny asa, mety ho voajanahary ...
Izahay hamantatra ny antom-pisian’ny zavatra iray, ary tsapanay tamin’izay fa tsy nataotao foana ireo fitaovana rehetra hitanay, fa misy heviny manan-danja avokoa. Noho izany, ny fahitanay fa isaky ny misy fomban-drazana savatry na fahoriana ataon’ny antemoro izay efa natrehinay dia isan’ny fitaovana tsy maintsy ilaina...
Ny anaran’ny vato a!
Loharano hydro par province
Ny anjara andraikitr’ireo mpanoratra manoratra ny boky nikaroka ireo tahirin-tsary apetraka ao amin’ny boky, ary nisafidy izay toerana hametrahana azy manao azy ao anaty horonan-tsoratra mametraka ny takilan’ny boky.
Ankoatra ny fihetsika dia ny teny no fositra mahatonga ny ady, mazàna anefa dia tsy ilay olona iantefany no mijaly fa ny mamoaka azy satria enjehin’ny eritreritra. Io no hita amin’ny a. P hoe fanteno ny teny fa misy teny tsiparifary ka mahakenda raha miditra am-bava a. P 110 asehon’ny mpanoratra fa tsy tongatonga ho az...
Reo nikiaka niantso vonjeo, nandrakotra hatrany ny efa toreo, kely finoany an’izay mba niriny rehefa nanao izay mba tsy tiany!
Tsy ampy ny fanazavana 2
Iv nenjehina
Loharanon-kevitra cisco ambatomainty, taona 2012
Ny raiki-drafitra
Anisan’ny mpanoratra mankafy ny sangan’asa novikarin’ny mpanoratra hafa ihany koa i jean nalisoa ravalitera. Mibaribary eto ny fampiasana ny ampahan-tononkalo nosoratan’ireo mpanoratra kalaza eo amin’io sehatra io. Hevitra sy fihetseham-po marolafy no fonosin’izany ao anatin’ny tantara; ary manamarika ny firoson’ny tan...
Eva takalon’aina jolay 1981
Ratany, embona , and.1, in vondrona ambara 2, tak.31 385 eliza freda, fahiny , and. 9, in vondrona ambara 1, tak. 34
Atopiko ny maso indreny samy sina 15- reo ara-maso meva voagejan’ny mangina ho aiza hianao ry foko. Ry foko vahobahotra ry vetso voninkazo. Atopatopan-jahatra .
Karena dia mifototra indrindra amin’ny fambolena v. A, tak.130 azo heverina fa misy rohin-kevitra avy amin’ity fanazavana mpandinika manaraka ity ireo fanazavana nataon’ny mpanoratra etsy ambony ireo. Hoy mantsy andrianome ranaivoson mena, maitso no lokon’ny sainam-pireneko. Ny fotsy mangatsakatsaka, manambara ny fahad...
Ny fihariana
Ny famaritana ara-piforonan-teny, ny fanaovana ireo fombafomba, ary ny fiainana izany no ampahafantarina mialoha.
Lycées techniques privés ao moramanga irery no misy lycée teknika tsy miankina ao amin’ny faritra alaotra mangoro.
Exposé famelabelarana ataon’ny mpiofana hanehoany ny traikefany. Sary maneho ny modelin-tserasera an’i jakobson nalaina tao amin’ny wr dustry. Fr approche communicationnelle.
Loko 2 arakaraka ny lokon ny lokony arakaraka ny telo avy eo
Ny fanovana endri-javatra
Habaka mifintina
Tahirin-kevitra taratasy fanadihadiana nofenoin’ny talen-tsekoly , 2015
Loharano vpei cream monographie 2009 b ny foto-drafitra asa an’ny tsy miankina ahitana foto-drafitra asa an’ny sehatry ny fampianarana tsy miankina maro ao amin’ny faritra alaotra mangoro na dia vitsy aza izany mihoatra ny an’ny fanjakana.
Ny fitsikin’ny molotra ihany koa dia mahasarika ny olona hitia. Ny fihetsiky ny molotra dia ahatarafana ny ao am-pon’ny olona, ary mahatonga ny tovolahy iray ho babo tanteraka eo anoloan’ny tovovavy. Tara na tsy maharay lamba hoy ny tanora ny tovolahy raha vao seranin’ireny tsikin-tovovavy ireny. Tsaroana ho miantefa h...
Maneho fa ny olona manan-karena manoloana ny hareny dia fetsy ratsy. Satria na dia manana vokatra tokony hamidy amin’ny fotoana fahavokarany aza izy, dia tsy amidiny amin’izay fotoana izay ny azy, fa andrasany efa tsy hisy intsony eny amin’ny toerana fivarotana rehetra vao mivarotra amin’ny vidiny tena lafo izy. Amin’i...
Loharano ny mpikaroka
Mba manina indrindra, ry lahy ka indro hamaly ny foko tsy hevitra tonga tsy nahy fa hanina ela nisoko.
Endrika isehoan’ny fitiavany antsika, afaka maneho sy mamaly izany amin’andriamanitra ve ny olombelona ary inona no tokony hataony eo anatrehan’ny fitiavan’ny tompo azy ?
Fampiharana azo tanterahina
Tantaran’ny gazety jereo tovana i
Ohatra buki madagasikara m-buki wa-buki, soratana mbuki wabuki ny malagasy arabu foto-kevitra firenena arabi m-arabu wa-arabu m-w-arabu wa- arabu, soratana mwarabu, warabu ny arabo
Fafana 8 maneho ny momba momba ny mpandray anjara mpanampy
Ireo toeram-pitsaboana tsy miankina amin’ny fanjakana kosa dia ahitana toy izao chd 2 01 ao amin’ny distrika antsirabe i csb 2 36 csb 1 05.
Iii.1.5. Sur les outils de gestion d’une association
Fony fahagolan-tany dia efa nisy rango taty.
Fa ny hiran’ny fitia mampiasa antsika anio mba fantatrao ny dikany ny teninao no tonony ny foko no mozikany!
Ny kibo manina tsy azo ferana, ny fo tia tsy azo sakanana ka izany no nanosika ahy hanolotra ity fanomezana ity ho anao sady manome carte, na voninkazo
Samy tompona andraikitra eo amin’ny fampandrosoana ny tsirairay. Miantomboka eo amin’ny famolavolana ny fandaharana asa hatramin’ny fanatanterahana azy. Voalaza fa ny asa fampandrosoana dia mifototra sy miainga any amin’ny isam-pianakaviana, ny isambatan’olona, ny iray fikambanana, na fizarana asa sy andraikitra, fanat...
Horonan-taratasy dépliant izay ahafahana manazava amin’ny antsipiriany sy misimisy kokoa ny hafatra tiana hampitaina ho fanampin’ny fanentanana am- bava. Manampy amin’ny fanakarana izay hevitra tsy azo na tsy sahy
Malzac s. J
Hery fa taiza mama no nahita vola?
Toy izao anefa no tokony ho filaharany 1- relever les détails qui font de la bouteille lrhéro ne du poème autant que le brave capitaine 2- degager le symbole et les arguments de nature à réconforter le jeune homme inconnu 3- le naufrage a etudier comment vigny évoque la puissance de la tempête et la dignité de lrhomme ...
Sanda ara-pamokarana hery lehibe iray mahatonga ny zana-drazana hitady vola sy hamokatra ny serana henatra ho azy ireo mantsy ny tsy fahavitan’izany ara-dalàna ekena fa misy ny fanampiana ataon’ny havana , kanefa ny fiankinan-doha tanteraka amin’izy ireny dia mety hiteraka disadisa sy fanebahana raha misy anton-javatra...
Ch bally, traité de stylistique, klincksieck, paris, p.17 la stylistique ne saurait mieux commencer que par la langue maternelle et cela sous sa forme la plus spontanée qui est la langue parlée. 112 s. Rajaona, op. Cit, tak 77
Ff2, akora voaangona tak xxiii, andl 21-29 141 ff2, akora voaangona tak xxvii, andl 107-116
Mihataka amin’ny andavanandro ny fiteny vao azo ampiasaina hanaovana zava-kanto vita amin’ny teny. 379
Ny nahatonga ny anaran-tany hoe arivonimamo
Ny fiantombohan’ny fitantarana
Tsoa-kevitra saika mihodidina amin’ny fahoriam-pitiavan’ny mpanoratra avokoa ireo endrika telo isehoan’ny fitiavana ao amin’ny tononkalony. Ny nanosika azy hanoratra tononkalom-pitiavana ao amin’ny boky ilay fitia, araka izany, dia ny fahoriam- pitiavany.
Ela dia ela ny andro tsy nihaonana raha toa fifaliana hanjary ho fisaonana asa no nandaozana itony tanàna izao lasa mponin’i tsaralalàna! Andn 1,2 141
Ny fifandraisana amin’ny zava-boahary
Nanokana pejy ho an’ny ankizy ny gazety lakroa ny 10 fevrie 2002. Hitaizana sy hanentanana ny fiarahamonina mikasika ny zavatra iainan’ny ankizy eto madagasikara. Ny 5 mey 2002, voatendry handimby an’i mompera barnabé ramahatradraibe i mompera pierre andré ranaivoarson, zezoita. Ny 5 janoary 2003, nomarihana tao antana...
Madagasikara sy ny fivavahana kristianina, edition ambozontany, analamahitsy, antananarivo, 2000.
Laharana andraikitra isa l v 01 mpitan-tsoratra 02 02 sacristain 01 03 mpiambina 01 04 mpahandro sakafon’ny pretra 01 05 mpiasa an-tselika 01 tambatra 04 vehivavy
Firenena izany eto amintsika. 46 ny zava-kendren’ny mpanjana-tany teto madagasikara dia ny hanarian’ny malagasy ny momba azy rehetra, ary handraisany tsy am-pihambahambana ny zava-baovao nentina nanodinkodinana ny sainy. Ho mora amin’ny frantsay ny haka sy hitsentsitra izay harena misy eto madagasikara, rehefa rendrika...
Ny fitiavana ny mpiara-belona
Boky voalohany sy faharoa
Charles rajoelisolo, mars 1969, fitaizan-tsaina amin’ny alalan’ny literatiora , in fanasina lah.597
Rantabe rantabe maloky-mpamira-fmr itenina fmlt-lovasoa tampolo fmt mahasoa mondrazy rantohely opera-flmr
Malaza ny hain- frantsay
Pierre marie decoudras, 1997, a la recherche des logiques paysannes, edition karthala, paris, in vulgarisation tak 32 quelle que soit l’efficacité d’une technique, quelle que soit la connaissance du milieu rural, toute opération de développement court à l’échec sans une bonne conception du message qui permettra à lui s...
Fitouri c biculturalisme, bilinguisme et éducation, délachaux et niestlé, paris, 1983, p.121 la langue est à la fois une composante de la culture et son mode privilégié d’expression 54 genevieve zarate , enseigner une culture étrangère, hachette, 1986, p.147 la langue est toute entière marquée de civilisation d’une par...
Ankoatra izay, ahiana hitsikilo ny kilema, ahiana hifosa any ivelany any, ahiana handroba amin’ny fotoana tsy ampiozina mihitsy aza, fa mody mijery taratra mialoha fotsiny tak. 130 .
Adam jean m. , 1930, les conditions de la production agricole à madagascar.
Ankatso 1 5 irery 1 ray aman-dreny 8
Allô! Fa aiza foana ianareo toa mbola tsy tonga, nefa izaho efa ela be no niandry teto am-bavahady teto, hoy i noro somary nasiatsiaka tamin’ity vadin-jokiny efa eto akaiky eto aho fa miandrasa kely vetivety ô! Hoy nary velom-bolo indray fa tsy handry fotsy fa misy olona azo hiangaviana hahandro sakafo anio hariva. Vao...
Ny tany ratsy e e e ô izay hidina re ia ha ho any amin’ny afobe
Vao dimy taona monja i jo andrianasolo dia nanoratra tononkalo miady rima. Tsy nisy lohahevitra tena nifotorana aloha, fa fampiadiana rima araka izay fahatsapana ny zavatra niainana sy ny zava-misy fotsiny no nataony. Bedin’ny ray aman-dreniny, hono, izy tamin’izany. Sarotiny teo amin’ny fitaizana ny zanany moa ireo ra...
Charges diverses
Fitenenana langage language
Matetika dia zava-misy sy zavatra iainana an-davanandro ihany no halalinina ao an-dakilasy, ka tsy tokony hisy mpianatra tsy hahita hambara, noho izany ialana ny hakamoana handray anjara amin’ny adihevitra satria arakaraka ny hitenenana no hahafahan’ny mpampianatra manitsy izay hevitra tsy mety, na manampy izany. Fa ny...
Miohatra amin’ireo kaominina samihafa manodidina azy. Maro vokatr’izany ireo mpamatsy vola tonga manome fanampiana ao an-toerana toy ny fanampiana avy any ivelany azon’ny ceg.
Zary toetra raikitra eo amin’ny malagasy ny fiandaniany amin’ny antonontonony tsy lehibe, tsy kely; tsy lava tsy fohy. Ary na ny fiainana ankapobeny aza dia ny eo ho eo no mety
Ny matoanteny maneho fahatsapana ara-batana amin’ny matoanteny maneho fahatsapana ara-batana dia tsapan’ny mpanao ny hetsika amin’ny alalan’ny taovam-pandrenesana ny zava-misy. Anisan’izany ny mahita, mandre, mahatsapa. Inty misy ohatra manamarina izany mandre ny feony avo rakoto.
Karazan-tsarety malagasy
Ka ny haizina ao am-pony niova habakaba-manga sy nirenty loko maro toy ny saha iray marevaka.
Fiaraha-monina, teti- pitondrana
Raha fehezina izay rehetra voalaza, dia tsy ilaozan ny mpisompatra ny fiainana an- tany, kanefa tsy resin ireny ny olona miorim-paka amin ny finoana ilay hery tsy hita. Ankoatra ny fianarana ny vanim-potoana sy ny fanadihadiana lahatsoratra, dia azo atao ihany koa ny mamahavaha ny lafiny kanto hita ao amin ny asa sorat...
Raiki-tahotra re ny vahoaka izay nahare sy nahita izany na nahare sy nahita izany e raiki-tahotra re ny vahoaka
Injany anefa any tsy hita avy aiza akory tomanin-jazakely toa mbola tsy matory.
Tsy ny tompon’andraikitra ao an-tsekoly ihany no ilaina homena torolanana. Ilaina ihany koa ny manome tololanana ho an’ny mpampianatra ka indro ary ny momba izany. 3.3.2.1 ny famoronana fitaovana isan’ny fitaovana lehibe manampy ary mampahomby ny fampianarana ny boky sy ny tahirin-kevitra, satria ireo no mitahiry izay ...
Raha ny fianarana norantovin’i abel ratsimba no asian-teny dia ny fampianarana ankapobeny no narahiny ary tsy nianatra zavatra hafa ivelan’ny
Althabe, oppression et libération dans l’ imaginaire. Editions françois m, paris, 1969, 354p -boiteau p , contribution à l’ histoire de la nation malgache, édition sociales, paris 1958, 445p
Niandry an-drobena tao an-tranon-draibeny ny ron’akoho sy drakaka natao petsapetsa tamin’ny tamotamo. V. A. Tak31
Dimy taona taorian’ny fivoriana tao beijing dia nisy fihaonam-be tsy ara-potoana nokarakarain’ny firenena mikambana ny 05 ka hatramin’ny 09 jona, taona 2000. Ny lohahevitra nodinihina tamin’izany dia ny hoe ny vehivavin’ny taona 2000 fitoviana eo amin’ny zehy, fandrosoana ary fandriam-pahalemana ho amin’ny taonjato fah...
Ho avy hono i solo hoy ilay olona tonga teo
Milatsaka ny -a amin’ny faha- manoloana ny efatra sy enina fahefatra, fahenina tranga maningana tsy fampiasa ny hoe faharay, fa ny fiteny dia voalohany.
Dingana narahina tamin’ny fanatanterahana ny asa
Sary lah. 17 clarisse ratsifandrihamanana in tranokala teraka taminrny 05 desambra 1926 tao fenoarivo atsinanana ary maty taminrny 28 juin 1987 teto antananarivo.
L’existence d’une équipe d’audit interne qualifiée et ayant un effectif suffisant permettra au service audit d’assumer sa mission d’une manière satisfaisante. Il est nécessaire de coordonner l’équipe d’audit et de lui donner un programme bien déterminé. C’est le chef de service audit qui avec la direction générale prép...
Fangataham-pitahiana ho an’ny tanindrazana
Zavamaniry
Marihina fa tamin’ny fotoana tena nirotsahanay an-tsehatra dia mbola tena nampiasaina io sachet plastika io. Voarara kosa ny fampiasana azy taty amin’ny volana aogositra 2015 ary niverina amin’ny fampiasana taratasy ny mpivarotra ankehitriny 2016 186 satria ny fampiasana io fitaovana io dia tsy mihazakazaka mamonjy ny ...
Ny hahafehezan ny mpianatra tanteraka ny paikady hoenti-mianatra ka hahatonga azy tsy hiahotrahotra eo anatrehan ny asa fanadihadiana lahatsoratra iray no tena tanjona amin izany ka antenaina ny hahatratrarana izany raha toa samy manatanteraka izay anjara tandrify azy avy ny tsirairay.
Tsy azo lavina fa manana ny fahatsarana mampiavaka azy ny any amorontsiraka sy ny any andrenivohitra rehetra any, nefa mbola hafa ihany ilay akany nitaiza, mbola hafa ny hatsarana iainana any ambanivohitra. Maneho izany i om-gui ao amin’ny nankany ambanivohitra moa tsy mamy izany rodoben’ankizy tafaray samy revo mitant...
Tsy andrakandrana ny fitiavana na atao ankandasitra, tandremo fa ny marevaka eo anoloan’ny maso dia matroka eo anatrehan’ny saina.
Asan’ny mpitandro filaminana, indrindra ny ankizilahy. Ankoatra izay, ao ihany koa ireo maniry ny hanao ny asan’ny mpitsabo, mpitsara, mpampianatra raha ny lafiny tanjona no jerena dia hita ho mbola vitsy ireo ankizy tena mifototra amin’izay lazainy ka hiezaka mba hanatratra izany; indrindra raha mbola ao amin’ny kilas...