text
stringlengths
10
11k
Isaky ny fito taona ny famadihan-drazana no atao satria miparitaka manerana ny nosy ireo anjanapara. Ampy ny fito taona mba hiverenany ao an-toerana sy anangonana ny vola ilaina anaovana ilay famadihana. Hita taratra amin’ity fomba iray ity fa manaja ireo loharano nipoirana ny malagasy ary tsy latsa-danja amin’izany ko...
Liste des images
Karamu zi-naanza karamu zinaanza lanonana manomboka
Andininy 2 ny tanjon’ny fiaraha-miombon’antoka ho amin’ny fampandrodoana ny sekoly dia ny fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana amin’ny lafiny rehetra fitantanana, fampivoarana, fahasalaman’ny mpianatra, fampianarana ara-tsakafo ny mpianatra
Amin’ny fahafantarana ny momba anao ry nanja! Azo tarafina amin’ny masonao tantera-pahazavana ny hazavan’ny fonao azo vinaniana amin’ny fisainana tsotra ny hatsoran’ny toetranao mirima tsara amin’ny voninkazo koa ianao; ao an’eritreritro ao; voninkazo tiana. Tsy tiana otazana! Fa misy zavatra tokony ho nisy, kanefa tsy...
Matetika ny ratsy, toa fatra-panao tery latsy, ka sady mihantsy, no mamely fantsy.
Laharam- pisehoan’ny rima lohatenin’ny vakodraza? A
Ny fiainan-janakolombelona tsy ilaozan’ny olana, ary ny fitiavana tsy ilaozan’ny disadisa. Tsy noho ny hevitra tsy mitovy ihany, fa mety noho ny toe-javatra misy na iainan’izy mpifankatia mihitsy koa. Na ho avy amin’ny andaniny na ny ankilany anefa no ipoiran’izany, dia miteraka olana hatrany ny tsy fifankazahoan-kevit...
Vondrona ambara
Dahle l anganon’ ny ntaolo. Trano printy loterana 1984 antananarivo, 296 takila,
Hetriketrika manetriketrika
Inona araka izany ny fahafatesana? Fandravonana.
Tena loza be nifafy, nefa nofehezinao, nofehezinao tanteraka fa ianao dia tsy nandao! 10-tsy nandao tokoa ianao, ary indreo koa, olo- maro, olo- maro tia anay, manotrona eto, tafaharo,
Manavaka ny poezia amin’ny lahatsoratra tsotra ny filalaovan’ny mpanoratra amin’ny fanovan-javatra. Tsy mivantana ny fanehoan-kevitra, ka toa manery ny mpamaky handinika sy hamakafaka misimisy kokoa. Nampiasain’i niry-solosoa ao amin’ny asa sorany ny fanovana endri-javatra
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire c. E. R langue et lettres malgaches
Ny literatiora malagasy teo anelanelan’ny taona 1991-1995
Ny kolontsaina malagasy sy ny zava-tsy manana aina mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny malagasy ireo zava-tsy manana aina. Izy ireny dia mirakitra kolontsaina samihafa, ankoatra ny maha-fitaovana enti-mandavorary ny fiainana andavanandro azy. Indreto ohatra vitsivitsy maneho izany. Ohatra1 ny rano amin’n...
Ny fanabeazana ny tanora teo amin’ny lafiny fitondran-tena
An’ny olona kamo ny arizato am-pandriana ; ny mangataka andro kilemam-pitrosa ianao, aoka ho mailaka, aza varimbariana sao ny asa miandry vao mainka hiavosa !
Antontanisa ankapobeny ihany no azonay tao amin’ny kaominin’ambohimanambola raha ny momba an’ity seha-pihariana ity. Na izany aza, tsapa amin’ny fampitahana fa samy hafa tanteraka ny kaominina roa tonta eo amin’io lafiny io manan-tombo andoharanofotsy eo amin’ny fambolena amin’ny ankapobeny, raha mahazo vahana kokoa ny...
Http madarepdem. Net index. Php? Option com content view article id 72 showa ll 1
Iza? Qui? Who? Iza no mihinam-bary? Qui mange du riz? Who eats the rice?
Misy fivoaran-kevitra ve amin’ny fitondrana ny resaka?
Ii-1-3-1-a ny mpisolo tena tampisaka feno tsy mifidy teny irafetana ity karazan’ny mpisolo tena ity, fa afaka mirafitra amin’ny anarana sy matoanteny ary mpisolo ; afaka mandray azy ny anarana rehetra fa misy sokajiny ny matoanteny sy ny mpisolo afaka mandray azy. Raha matoanteny no misy azy dia famenon’io matoanteny i...
Endrika ankapoben’ny tantara nofintinina 7
Iii-1 historique de l’agriculture
Fanarahana fiofanana momba ny tontolon’ny fampianarana maro ireo fahalalana tokony ho voafehin’ny mpampianatra alohan’ny hirotsahany amin’ny asa fampianarana. Ny mpampianatra no mpandrindra amin’ny ankapobeny ny fampianarana. Misampana ho roa izany fahalalana momba ny fampianarana izany. Ny fahalalana momba ny haifampi...
Fanavahana sy
Ranoason, fihirana fanampiny, he manolo-tena
Anisan’ny fitaovana lehibe manampy eo amin’ny fitrandrahana ny lohahevitra nofidina ny fitambarana asa soratra maromaro, izay antsoina hoe vondrona ambara, izany no voarakitra ao amin’ity boky voalohany ity. Tononkalo notsongaina tao amin’ireo boky nifarimbonan’ny mpanoratra ao amin’ny faribolana sandratra, toy ny raki...
Fomba nandrafetana ny tantara miavaka ny fanehoan’ny mpanoratra ny fotoana sy ny habaka isehoan’ny tantara. O ny fotoana ambara fa naharitra ela ny tantara ao amin’ny orimbaton’ny fiadanana. Taona maromaro no nolalovan’ny mpandray anjara. Nandritry ny telopolo taona no namakivakian’izy ireo ny fiainana ao anatin’ny tan...
Hartley, les textes suivis par un résumé sont nettement mieux mémorisés que ceux précédés par le même résumé. Tak. 155, in f. Richaudeau, op. Cit. Tak.3.
Ny fahafantarana ny tantara fototra no ahafahana mamakafaka tsara sy mahazo izay tian’ny tantara ambara. Izany hoe, miainga amin’ny tantara fototra ny fahazoana ny tantara foronina. Ny tantara fototra dia tantara feno, misy fiandohany sy fivoarany ary fiafarany. Azo ambara araka izany fa tantara fototra eto ny ny zanak...
Tsy mpanoratra fe mpanoratra fotsiny i cfrlr fa mpanoratra mpitarika mpanoratra, araka izay horesahintsika manaraka.
Mandritra ny fitantarana, ny mpanoratra dia mampiasa gradation hatrany ao anaty fehezanteny maromaro mifampitohy. Mitovy hatrany ny vahan’ny fehezanteny amin’izany dia ny lanja miakatra. Ambaratongan-kevitra maromaro samihafa kanefa misy ifandraisany izany hoe mety mifampitohy no hita amin’ireo gradation samihafa ireo....
Mikatona tsy mikatona tsy mikatona antenantenany antenantenany anivo tsy migoboka migoboka migoboka tsy kentsona tsy kentsona tsy kentsona
Toy izao, ohatra, no nanambaran’i samuel ratany izany raha toa mpisompatra indray no ho marina izay no atao hoe fitia nangalarina; raha ny efa tsy tia no ho tiavina indray, aleo dia mamoy azy mandrakizay. 223
Tongotra tongotongotra tongohana
Augmentation de l’effectif des animaux d’élevage avant l’arrivée du projet, les animaux d’élevage se sont confrontés aux différentes maladies comme le gumboro pour les poules et peste pour les porcs. Les vétérinaires sont absents dans la commune d’où l’absence de soins pour ces animaux. Après intervention du projet, de...
Registres intercompréhension
Tsy nahabanjina azy rabe, fa nihodinkodina fotsiny teo noro! Hoy izy nangatsiaka olona tsy mifankaheny, hono, isika! Kibo tsy omby, fa mpirahavavy ny renintsika! Izay vao ankona i noro. Dia indro nikehinkehina samirery teo tsy marina izany, hoy izy, fa ndeha hanontaniana tsara an’idadabe ! Ndeha hiara-miverina eny amin...
Iadanivahiny nitampify nihohoka tamin’ny vody hazo ; fa i totovahiny kosa lasa nihazakazaka nitazana iry aéroplane mirefarefa be toa hioty voankazo nanezaka niantsoantso izy rôplanina ô ! Rôplanina ô ! V. A. Tak. 10 ny fihetsik’iadanivahiny manoloana ny fahitana vorom-by no tantarain’ny mpanoratra mialoha satria io no ...
Ny nisafidianany ny solona anarana
Rehefa matahotra ny olona, dia tsy mahateny lava intsony. Mihorona ny ati-dohany, ary midobodoboka mafy ny fony, hany ka mila tsy ho avy miaina izy. Noho izany dia tapatapaka ny teniny. Ahitana izany ireto ohatra ireto ohatra 1 ao amin’ny rangotra folo nanehoana ny taho-draleza teo am-pahalalana fa hay fasam-poana ilay...
19 18 18 19 16 27 29 41 24 22 21 19 24 18 23 15 35 23
Ny mpandray anjara ravaka
Naveriny indroa tsy misy teny manelanelana ny hoe modia , milaza avy hatrany ny filefahana izany. Mifangaro fiangaviana sy fitalahoana mihitsy aza ny antso eto.
Des aspects genre dans l’élaboration des outils de budgétisation, tels que la loi des finances proposées par le gouvernement au parlement, les plans communaux de développement etc.
Ny vavolombelona mandainga ary ny miteny lainga dia tsy maintsy hampijaliana ho very. Hamafisin’ny fehezanteny mifamaly rafitra mitovy vahana mitovy hevitra fa mitondra loza mandrakariva ny fandaingana, ary tsy hahazo rariny na aiza na aiza alehany. Hahazo tsiny sy ho voaheloka hatrany.
Organisation mondiale de la santé, rôles de secteur sanitaire en alimentation
Vokatr’izany dia nanjaka ny asa maizina isan-karazany mba hameloman-tena toy ny varo-maizina sy ny aferafera, ny halatra sy ny vaky fasana maneho izany i manitra andriamasinoro ao amin’ny tononkalony hoe feon’ny merina
Mbola io ny akalam-bary ahatsiarovako an’i neny rehefa ombika mandrary hiantohana ny jiro sy ny sira indray miserana eo, mikirakira ny harefo sy ny herana, lasana iny i dada matin-tazonkeniheny, efa vovoka i neny, efa mandry tsy miteny ! Matin-karerahana fa osa tsy ampy hery.
Nandritra ny fotoana nakan’ingahy erik anton bordgenvik rivotra tany andafy, dia nitety toerana nisy sekoly ho an’ny marenina izy mba hianarany ny fomba fampianarana azy ireo. Ny faramparan’ny taona 1947, tafaverina taty madagasikara izy ary notendrena hitondra ny distrika loharano 30.
Ny fizarana voalohany dia natokana hampahafantarana ny sehatra nanaovana ny fanadihadiana. Lazaina amin’ny ambangovangony ny zava-misy tsara ho fantatra ao amin’ny fivondronam-pokontany manjakandriana.
Ato amin’ity fizarana ity no hampahafantarana antsika ny kaominina ambanivohitra ambohijanahary, izay toerana nanompanana ny asa fikarohana. Ezahina asongadina amin’izany ny toerana misy ny kaomininina, ny tontolo manodidina ary ireo zava-misy ao. Tsy afa-manadihady faritra iray, ny fomba amam-panao sy ny dikan’izy ire...
Fomba filazan-javatra ankolaka ampiasana ny teny manondro zavatra iray a hanondroana zavatra hafa iray b, noho ny rohin-kevitra misy eo amin’ireo zavatra roa ireo, afa-tsy ny rohim-pifanahafana. Ao amin’ny tononkalo mino aho dia métonymie no nentin’ny mpanoratra milaza fa ny olona rehetra tsy an-kanavaka no tompona and...
Institut de professeurs de français tao sorbone certificat de didactique des moyens audio-visuels pour l’enseignement du français langue étrangère
Fnuap, etat de la population mondiale, 1995, pour des données relatives à la question femmes et limitation de l’eau et du combustible new york 1995. 174 nations unies, the world’s women 1995 trends and statistics, new york 1995 dans seulement 16 pays, les femmes occupent plus de 15 des charges ministérielles et dans 59...
La théorie littéraire, collection poétique editions du seuil, puf, paris vi, 399p
Fampandrosoana ny vahoaka madinika maro an’isa sy ny fampitovian-tsaranga ny mponina gazety vaovao, lah. 988,11 jolay 1975. Tsy nahafa-po ny vahoaka anefa io pôlitika nimatimatesan’ny fitondrana io. Toa nivangongo teo am-pelantanan’ny mpitondra avokoa, mantsy, ny fahefana. Antoko tokana no nahazo laka. Ary betsaka ny s...
Fafana 42 mamintina ny fahalalan’ny mpianatra momba ny literatiora tao amin’ny ambaratonga faharoa fototra 146 fafana 43 mamintina ny fahalalana momba ny literatiora omena ny mpianatra any amin’ny lisea 147 fafana 44 ny endriky ny tombana atao amin’ny mpianatra 148 fafana 45 maneho fomba fijery roa samy hafa manoloana ...
T35, t39, t44, 45, t47, t68, t72-75, t85, t100 t26
Csbii 1 1 1
Ny soanagaly olona masiaka, mpanefa baiko p.51
Sn 0 23 fianakaviana misakafo amin’ny serana
Tapasiry3 mandrongay
Pôlitika ny ezaka ataon’ny tsirairay dia ahafahany manova ny anjara toerany sy anjara adidiny eo anivon’ny fiarahamonina izay mihevitra fa azo hatsaraina ny anjara, dia miezaka mioitra hatrany na dia mandova fahantrana aza izy vokatry ny asa sy ezaka atao ny anjara araka ny fiheveran’ny olona sasany. Izany dia mampijor...
Ny fahaleovantena dia andron’ny asa tsy maintsy ilofosana sy ifotorana izay malahelo ny andro efa lasa no tena mpanimba ny lalan-kizorana.
Fizarana faharoa ny hevitry ny mpanoratra 2-1 ireo karazam-pamoretana nataon’ny firantsay 37 2-1-1 famoretana ara-teti-pitondrana 37 2-1-2 famoretana ara-toe-karena 39 2-1-3 famoretana ara-piarahamonina 40 2-1-4 famoretana ara-kolontsaina 42 2-2 ireo tetika hanairana ny sain’ny malagasy hiaro ny maha izy azy 43 2-2-1 f...
Matetika tokoa mantsy ny vehivavy dia natao an-jorom-bala hatrany amin’ny fanatanterahana asa aman-draharaha na amin’ny fomba amam-panao isan-karazany. Fanampin’izany, maro amin’izy ireny no mametraka ny toerany ho toy izany eo amin’ny fiarahamonina, ka manaraka am-bokony ihany, indrindra amin’ny fanapahan-kevitra. Ny ...
Ambetin-tenin-dramatoa ratiaray suzette, mpampianatra ao amin’ny ens antananarivo, io voalaza io rehefa maneho ny antony anombanany mpianatra izy any amin’ny ’’sedra ofana’’ na ’’stage pratique’’ izay ataon’ny mpianatra ens eny amin’ny lisea.
Bemah-guste takariva t-17, lah-796, 14 07 1949
Ny marina dia fanajana izay nifanarahana ny fijoroana amin’ny teny nomena, fanajana izay nifanarahana dia mamaritra ny fahamendrehan-toetran’ny olona. Izay manana toetra mifanohitra amin’izany kosa no ataon- drajemisa raolison hoe fangoloka 2003 izany hoe, fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy. Anis...
Ii. Ny rakibolana nampiasaina
T1 taona voalohany t5 taona fahadimy
Projet terre-tany, 1994-1995, terroirs ressources, spécial hautes terres centrales, vol n 02 giub, fofifa, tak 07 les ménages les plus pauvres cherchent au jour le jour leur nourriture, s’engagent comme salariés ou détriment de travail de leurs propres champs, achètent du riz toute l’année 56 banque mondial, evaluation...
Indro ohatra iray maneho izany mikasika ny fitaovam-pitaterana sy ny manodidina azy kisary n 12 tony buzan, fitaovam-pitaterana aseho an-kisary mandranitra saina fanamarihana niniana notazomina ny teny frantsay mba hampazava kokoa ny ohatra. Ity ohatra noraisina ity izao dia maneho ny karazam-pitaterana misy ka amin’iz...
Azo lazaina ho faratampon’ny fahoriana ny fahafatesana, kanefa tsy maintsy izoran’ny olo-miaina rehetra izany. Nitambesatra tamin’i nampoinatokoa ary ny rojom- pahoriana vokatry ny fahafatesan-drainy ny taona 1987. 3.4.1.1. Ny alahelo vokatry ny fahafatesana
Anisan’ny s. M. Be mpankafy ny malok’ila, saika tia azy avokoa ny malagasy rehetra, eny hatramin’ny vahiny aza s. Malagasy manana ny lazany manokana izy, indrindra tao anatin’ny taona roa arivo no mankaty. Mba hahafahana manasongadina izany ary, ndeha hodinihana ireto toko telo lehibe ireto ireo singa samihafa tsara ho...
Sommaire introduction 01 partie i-materiels et methodes 06 chapitre 1 materiels 07 section 1-cadre de l’étude 07 section 2-présentation de l’entreprise tpfjkm 08 section 3-documents et matériels utilisés lors de l’étude 12 chapitre ii-cadre methodologique 14 section 1-méthode de collecte des données 14 section 2-traite...
Meva, horovitsika, tak 56, tak 45 96 andikana ny zone franche
Raha tsorina, ny tsikera ara-tantara, dia mampifandray ny tantara sy ny mpanoratra na ny fiarahamonina.
Hita teo ny fizotran’ny fampianarana tao amin’ny kilasy voalohany, izao dia hiresaka izay hita tao amin’ny kilasy famaranana.
Hugo v préface de cronwell paris. 1827 lamartine la littérature française par la dissertation. 1960 mauron ch des métaphores obsédantes au mythe personnel. Librairie 1970 josé-corti. Paris.381p mounin g poésie et société. P. U. F. 1998 navone g ny atao no miverina ou éthnologie et proverbes malgaches. 1987 ambozontany ...
Miaramilan’ny tolo-piavotana
Ny voka-panadinana teo anivon’ny kolejy
Tableau n 11 moyens de financement des artisans
Asaina ataon’ny mpianatra telo na efatra am-bava
Ny toe-javatra manomboka
Manoloana io olana eo amin’ny fampianarana ny taranja malagasy io anefa, dia azo atao tsara ny manefy ny mahamalagasy hifanaraka amin’ny fandrosoana ao anatin’ny toe-tsaina mivelatra miainga avy amin’ny fampianarana io taranja io. Ao anatin’ny fampianarana ireo zana-taranja roa no heverinay fa hitaizana sy hanabeazana ...
Fomba fiteny mahazatra ny hoe fahaizana tsy araham-pahendrena zava- poana ihany nobeazina ny tanora ho tia fianarana izay loharanon’ny fandrosoana na eo amin’ny tena ary indrindra ny firenena. Mitory fitiava-tanindrazana lehibe ihany koa izany satria mahatsiaro ho manana andraikitra ka miezaka mitady ny mahasoa sy ny m...
Ilay ianao nihirahira faly hidera an’andriamanitra fa tojo zavatra nirina, tojo felan-tsoa sy hanitra,
Raiamandreny nanaovana fanadihadiana , tao amin ny fokontany ambodisatrana
Rajaonarivony j , fanadihadiana nataonay tao ambohimiadana talata volonondry, 21 jolay 2014 146 rasoazanany ernestine, mpanamboatra kobandravina ao talata volonondry, 28 aprily 2014
Na toy inona na toy inona fiezinezin’ny famaritana ataon’ny olona momba ny hira, dia azo ambara fohy fa zava-kanto izy. Zava-kanto vita amin’ny teny sy ny feo izay samy voarindra araka ny talentan’ny mpamorona; ny fahaiza-manaony ary ny aingam-panahy avoakany amin’ny fomba kanto. Narindra sy nosoratana ary nasiam-peo s...
Ici, le frn 648.223.963 fmg est supérieur au bfr total 584.002.029 fmg alors, la tpflm dispose d’une trésorerie positive de 64.221.934. Ce qui ne veut pas forcément dire que la tpflm trano printy fiangonana loterana malagasy est financièrement saine.
Fafana laharana ii
Loharano pierre koval. Taona 2012.
Famintinana
Cf. Andrianarison r , gueunier n. J ; la charrette à madagascar in omaly sy anio une veritable révolution dans le système des transports. Le por plus rare, puis à disparaître à peu prés completement. 40 un rapport du 12 janvier 1904 faite par le lieutenant-colonel toquenne