text stringlengths 10 11k |
|---|
Mitroatra ny afotroa dia mipoaka ary maty izy amin’ny farany. |
Langues et lettres malgaches |
Civilisation malgache, tome ii, cujas, paris, 403p. Pietro lupo |
Tsy maintsy mitranga ny fahoriana eo amin’ny fiainana. Miezaka ihany ny olombelona miala amin’izany saingy manjohy eny hatrany izany. Ny rima mifanjohy no nanehoany izany toe-javatra izany. Hita araka izany fa misy fifanjohian-kevitra avohitry ny rima mifanjohy. Ho an’ny ankizy dia fahafinaretana ho azy ny fisiany, mah... |
Ran e 1997 tang erina vazon-gao a tak 12 |
Iaraha-mahalala fa i madagasikara dia nosy ary avondron’izany nosy izany ho iray ny? Malagasy tsy vakivolo? Manaporofo izay maha iray ihany ny malagasy izay ny fiteniny sy ny fisian’ireo fomba amam-panao toy ny famorana, ny fanambadiana, ny fiterahana, ny fomba atao amin’ny fahafatesana izay samy hita manerana ny nosy ... |
Zava-dehibe amin’ny fandinihana ny fomba amam-panao ny fahalalana ny toerana anaovana ny asa noho izany, hoezahina hasongadina eto amin’izao toko voalohany izao ny toerana misy an’antananambo, ny endriky ny tanàna, ny làlana, ny toe-tany sy ny zava-maniry, ny toetr’andro sy ny rotsakorana ary ny lafiny tantara sy ny mp... |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 143 214esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 12 13 |
Lalan-tsaina mikasika ny fanambarana araka ny fomba fijerin’i kerbrat-orecchioni |
Fréderic randriamamonjy, op, cit, tak.339 77 emilson daniel andriamalala , ilay vohitry ny nofy , tak.37 , ranoe , v. A tak.24 78 eniel daniel andriamalala, op, cit, tak.37 |
Participation effective des participants |
Fony faka vao mitsiry nokoloina mba haniry; kanjo nony nankadiry ’zay mba voa tsy nisy firy! |
Jaka-mbehivavy loharano- mbahoaka jakan andriana |
Nanana fiara rahateo i njato ka tsy olana tamin’izy ireo ny fankanesana tany. Rehafa tonga tany dia nisotro sy nifaly sy nilalao teo. Ilay toerana koa nangingina sy nahafinaritra ary nahatamana. Samy nanao izay nahafinaritra azy teo izy ireo. Nanana tsindry mandry i hhanitra fa hisy zavatra hiseho ka nilaza ireto naman... |
Date de soutenance 09 avril 2018 |
Charges d’exploitation 2009 54,82 7,08 21,21 3,61 86,72 charges d’exploitation 2008 52,74 10,91 20,74 5,35 89,74 |
Araka ny hevitry ny mpampianatra |
Soavaly vahiny ety tokoa ialahy ry jaonary, hoy izy, ka tsy mbola mahalala izay tokony hatao. Ary soa ihany fa eto aho hanorotoro an’ ialahy fa raha tsy izany dia hihomehezan’ny olona no hiafaran’ ialahy. Ny ampahatelon’ny vokatra lehitsy no omena izay miasa ny tany fara -fahabetsany na ny ampahaefany aza fa tsy ny ant... |
Ny fizotry ny fiofanana sy fampianarana tsy afa-misaraka amin ny fiofanana sy fampiharana ny fianarana asa tanana araka ny hita ao amin ny acdb. Atao izany mba hampiraikitra ny fahalalana ao an-tsaina ary hanamafisana ny traikefa ka ho lasa porofo mivaingana amin ny fiainana andavanandro. Horafetina ao anatin ireto loh... |
Teny amin’ny anjerimanontolo ankatso no nanohizany ny fianarany; ny stelarim na ny sampam-pianarana teny sy lahabolana ary riba malagasy no sampana narahiny araka ny voalaza. Ny taona 1978 izy no nahazo ny mari-pahaizana licence ès-lettres |
Momba ny fiheveran’ny malagasy azy 3 1- fantatry ny mpanandro. |
Taona i taona faha-6 sy faha-7 |
Fiombonantsika |
Aloha, na izy mandray amin’ilay mandresy. |
Eo amin’ny mpanondro, tsy nijanona tamin’ny fijerena ny teny malagasy ôfisialy izahay fa nampiditra ny fitenim-paritra, ka nahita fitoviana teo amin’ny roa tonta samy ahitana mpanondro mipetraka aorian’ny anarana faritany ny teny malagasy sy ny teny swahili. Tsy dia niompana betsaka tamin’ny famakafakana ny tranga amin... |
Amin’ireto tononkalo manaraka ireto kosa anefa, dia ahamarihana fa na inona na inona azo, dia misaotra sy mankasitraka hatrany an’andriamanitra izy. Ao amin’ny ekeko ii 166 ohatra dia manaiky sy mankasitraka an’andriamanitra hatrany ny mpanoratra. Noheveriny fa sahaza azy ny zavatra natolotra azy. Andriamanitra ô! Ekek... |
Ndia-bintu kayembe, conduire une leçon, op. Cit. P.44 vous pouvez aussi utiliser les questions comme stimulants de sa réflexion. A n’importe quel moment de la leçon, poser des questions pour la créativité et la réflexion de l’élève |
Ra-gly ’zany ve ts y tom bony ho ants ika ny lam ban-drazana vaovao! S asàna ts ara dia itadiavana kil ! Hé! |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure |
Kanefa ve miraika lay hazo miezinezina? Tsy miraika kely akory lay hazo andrarezina ny fakanao mamahatra anaty vatolampy ka ny herin ny mpifofo dia kely sy tsy ampy |
Antsoina hoe tanora eto ireo eo anelanelan’ny sokajin-taona 15-25 , izany hoe manomboka any amin’ireo olona heverina fa tonga eo amin’ny vanim- potoana mahamaoty ka hatramin’ireo vao hiditra, na vao niditra teo amin’ny sehatry ny fanambadiana. Mialoha ny hanazavana ny zava-misy dia tsara ny manome ireto tarehimarika ir... |
Alin-dry st-germain des prés montmartre. Montparnasse. Moulin rouge. Pigalle. Sy ny champs elysées |
Iii- webiographies contrôle interne, avril 2012 ; questionnaire du contrôle interne, février 2012 ; ifaci. Com. |
Soameva mihiaka , manohitra , miantso vonjy bazy aleo koa fatorana ny vavan ity fa mitabataba mahatsiravaina nofatorany ny vavany mbola tena vonoin i dada indray i neny zany! Mbola tohin ilay anikeo iny ve izany sa mamindra mitsaitsaika ary? Oay! Tsy vitany vonoiny fotsiny ange i neny izany fa. Tereny ihany koa e! Fa e... |
Ireo singa ireo dia mifampiankina sy mifameno araka ny rafitra efa misy ao anatiny ka mampiseho ny mahaizy azy ny teny iray. Ny maha izy azy ny singa tsirairay dia miankina amin ny singa miaraka mirafitra aminy. |
Ambohimahasoa 0 54 km 0 |
Manoloana ny zava-manahirana tsy maintsy tanterahina matetika no ampiasana ity. Eo amin’ny fotoana itrangan’ny fahakiviana indrindra no ampifanoherina ny toerana niaingana sy ny tanjona kendrena ratsy mankamin’ny tsara ny hananan’ny mpandray toe- tsaina tsy mety kivy fa mikiry hatrany no ifantenana ity karazan-tohan-ke... |
Ny fiofanana efa azon’ny mpampianatra |
Koa mba vahao varavarana izahay, tompoko, amin’izao fotoana mampandrombona izao, mba tsy ho menatra manan-kavana ihany. |
Misy ihany koa ny fifaninana kilasy mendrika izany hoe, miezaka mampihaingo sy manadio ny efitrano fianarany ny mpianatra isaky ny kilasy rehetra ka omen’ny sekoly prime isaky ny telovolana izay kilasy mendrika indrindra. |
Teny famaranana lisitry ny kisary kisary 1 teorian’i roman jakobson 6 |
Eo amin’ny tontolon’ny fampianarana indray, dia takin’i di ny hanjakan’ny rariny ao. Misy mantsy ny sekoly tsy miankina izay natokana ho an’ny zanaky ny mpanana. Ireo sekolim-panjakana izay tsy andoavana sarany no mba ianaran’ny vahoaka madinika. Tsy ampy fitaovana anefa any amin’ireny sekoly ireny. Ny ray aman-dreny s... |
Section 2- indicateurs |
Hita amin’izao koa ny havitsian’ny sokajin’ny zava-maniry voatanisa ny hazo sy ny voa dia valo 8 , ary miisa enina 6 ny karazan-teny hilazany azy ao anatin’ny tononkalo, ny bozaka sy rongony kosa dia roa 2 monja. Azo lazaina fa tsy ny zava-maniry izany no nanaitra ny mpanoratra fony fahazaza, ary tsy ny biby ihany koa,... |
Journal officiel de madagascar et dépendances n 2699 du 20 novembre 1937 |
Toko voalohany jean nalisoa ravalitera sy ny fiainany amin’ny mahaolon-tsotra azy. Toy ny olona rehetra ihany ny mpanoratra noho izy miaina eny anivon’ny fiarahamonina ; ary manana ny tantaram-piainany amin’ny mahaolon-tsotra azy. Avy amin’ireny tantaram- piainan’ny mpanoratra ireny indrindra no ahafahana manakatra beb... |
Diako tak 77 fonja ihany koa. Miaro noho ny tsy |
Tao ny boky miresaka ny fomba fiasan’ny fikrifama, toy ny tatitra isan-karazany rapports , tombana évaluation , fitsipi-dalao, sns izay hita tao amin’ny trano famakiam-bokin’ny fikrifama |
Geraud m. O et all, les notions clés de l’ethnogie, arman colin, paris, 1988, p. 291 selon durkheim 1954 , les attributs fondamentaux des dieux-qui sont des être plus puissants que l’homme et dont l’homme dépend-sont les attributs fondamentaux de la société . |
Annonce du plan de manière détaillée, la première partie présentera l’historique de l’éducation à madagascar, la farimbon’ezaka ho fahombiazan’ny fanabeazana ifotony feffi , le service de la pédagogie et de la vie scolaire spvs , mais aussi spécialement la monographie des milieux. Dans la deuxième section seront abordé... |
Mangilatra ivelany toa voronkahaka ? Fiteny sy fomba nadika avokoa fa ny an’ny tena ’’valalan’amboa’’ ! 61 izay no azo ambara eo amin’ny lafiny kolontsaina. Ahoana indray ny endrika isehoan’ny tsy fahombiazana eo amin’ny sehatry ny fiarahamonina ? |
Article 37 la formation répartie sur trois ans, vise à l’acquisition de connaissances technologiques et scientifiques solides donnant aux élèves la possibilité d’accéder aux études universitaires ; l’acquisition de connaissances techniques théoriques et préparant à des formations professionnelles supérieures. |
Fafana faha-04 |
Madagascar national parc. 53 fanazavana nomen’i be alexis, tompon’andraikitry ny jono eto maroantsetra, ny 19 martsa 2013 tamin’ny 8 ora sy sasany maraina. |
Teo amin’ny dimampolo eo ho ny hira voaangonay saingy ny efapolo amin’izay ihany no voavadika an-tsoratra ny tonony. Ny antony tsy nahavitana izany moa dia teo ny olana tamin’ny fandraisam-peo. Nosokajinay dimy izy ireo dia ireto avy ny rango momba ny fanaovam-pasana, ny rango amin’ny famorana, ny rango fanao amin’ny f... |
Présenté par rakotomanana anjarasoa mikajy |
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny ratra lalina sedra sabatra! Sabatra maranitra be toa mifona re tompoko ô !126 teny indrana ny teny hoe sabatra avy amin’ny teny frantsay hoe sabre namboarina io teny frantsay io hanaraka ny fitsipi- panoratana ny teny malagasy. |
Rehetra mety hitranga amin’ny |
Iray amin’ireo mpanoratra re frantsay i pierre nord. Maro ireo mpanoratra re frantsay toa azy, koa ndeha hotanisaina amin’ny ankapobeny izy ireo sy ny asa sorany. |
Ny fahasalamana |
Mots clés pièce radiophonique, figures, styles, expression des idées, sentiments, déscriptions, confirmations. |
Directeur de recherche a n d r i a m a n a t s i l a v o seth maître de conférences |
Nasolo 07.01.98 |
Ity misy ampahan-dahateny hahafahana manaporofa ny fiandohan’ny fanoritsoritana mitoboka eto ahay na ana an’i raiamandrenibe tsy nosalama. N’olo laha mavozo dje mosamosa a. Andrakaly mandjy naharareny teto finy laha atao ny fisabôna mahafaka fehizay. Ny aretiny manko dje tsy niova fa hasemporana miharo kohaka laha avy ... |
Le département administratif et financier le service administrative et financière est chargée de la gestion des finances et les comptabilités, mais aussi de formaliser et d’appliquer les procédures au sein de l’association. Il est chargé aussi de partie administrative, les ressources humaines et de la gestion du patrim... |
Ny fampiasana ny vokatra mitsinjara ho telo ny fampiasana ny vokatra. Voalohany amin’izany ny fiantohana ny sakafo ho hanina. Antony voalohany hambolen’ny tantsaha ny ampiasana ny vokatra ho sakafo. Sakafo avy hatrany ny ao an-doha raha vao miresaka fambolem-bary ny |
Mitovy amin’izany ny fitsidihana trano firaketana mbamin’ny fijerena fampisehoana mikasika ny vako-drazana. Ny toerana manana ny anjara asa amin’ny toe-karena dia fampahafantarana ny ankizy ny herin’ireny eo amin’ny fizotry ny toe-karem-pirenena. Ny sampan-draharaha samihafa dia ahafantaran’ny ankizy ny fizotry ny asan... |
Lanto! Lantoy amin’ny lanton-tsandry aho reitsy fa hitety an’i befandriana. |
Resy izy ankehitriny; nefa inoako marimarina f’izay natsangany fahiny mbola mety ho tafarina 35 ny vatany milevina ao ambany rangolahy; inoako kosa anefa fa tsy resy ny fanahy, ny tolona sy ady izay tsy vitany taloha; mbola hisy hanohy ireny, ho tanteraka avokoa tsy ho foana ny tantarany 40 fa mbola ao ny taranany hame... |
Ny boky sy ny haifampianarana |
Ketaka fa naninona teo ihany, ramaka, no mitomany? Ramaka hanh! ? Heveriko fa efa lasa ianao, vadiko! Ketaka heverinao efa lasa aiza? Zazakely angaha ianao ity? Ramaka may ny tranontsika, ry ketaka, tsy misy tavela! Ketaka marina! Fa loza inona izao mahazo anay izao? Fotoana fohy kely fotsiny anefa no nialako tao fa ni... |
Anatra tsy avy hatrany dia miantefa mivantana amin’ny olona resahina no mitranga eto fa anatra fampieritreretana sy fisarihana ny saina fotsiny ihany amin’ny zavatra miandry any aoriana. Ny fahaizana manabe sy mitaiza ny zanaka amin’ny lafiny fitondran-tena dia ilaina fandanjalanajana tsara. Nokaloina tao amin’ny andal... |
Rado eto dia manambara avy hatrany ny fankamamiana ny tenin- drazana ka ny teny rehetra anohanany ny heviny dia mahakasika ny fitiavana avokoa. Mitovy lenta amin’ny reny niteraka ny fitiavana ny teny. Izany hoe, tiana loatra, hafa mihitsy, tsy mety hohadinoina. |
Azo lazaina fa raharaham-pianakaviana ary ampiasana ny soratra ny famoronan- kira ao any tarika ramilison. Nanomboka tamin’ny taona 1986 nitsanganan’ny tarika ka hatramin’ny taona 1993 dia ramilison, filohan’ny tarika no namorona ny hira dia an-tongotra no akany aingam-panahy, ka mety ho lasa lavitra izy amin’izany. Re... |
Ny parallélisme sy ny fahatokiana. |
Cm1 18 22 12 22 |
Bloom b , caractéristiques individuelles et apprentissages scolaires, education 2000. Paris labor. Bruxelles, 1979. 270 tak |
Tsy mety afa-po ny olombelona ary mazàna aza fatra-pitsiriritra ny olona manodidina azy na ny zavatra manodidina azy izy. Hitondra ny heviny kosa, anefa i nampoina, ary mampihatra ny hafatry ny didy fahafolo, izay voalaza ao amin’ny eksodosy 20 17-18 hoe aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin’... |
Ao amin’ny tononkalo fianianana 178 voalaza etsy ambony, dia ahitana izao soron’afon-dasy tari-jiro moratra ao amin’ny poeta 179, kosa dia misy ny hoe laha-tenin-tsary maintin-drihim-potaka |
Tsy atao araka izay itiavana azy akory ny lohatenin’ny boky. Tsy maintsy safidina tsara izany mba hifanaraka amin’ny vontoatin’ny boky. Ireo boky ireo dia efa nisafidy tsara izany, ary misy ifandraisany amin’ny vontoatiny avokoa ny lohateniny. Andeha àry hojerena mifanesy izany. |
Fanaon’ny rehetra ny mifampiarahaba rehefa tonga ny taom-baovao na fety isan-karazany. Amin’ny tsy tokony hanaovana izany anefa no asehon’ny mpanoratra eto, ka mahatonga ny toe-javatra hahatsikaiky 269 miara, famorana, 10 jolay 2007, ton.62, tak 68, boky i |
Eny izy mahatsiaro ny hanjo ’ty tenantsika vongam-peta nafangaro, vetivety dia tomika! |
Lay aina rombahin’ny hery any am-pita mihena mihena. Ka tsy afa-manoina mba tiako ho nantsoina, sao mety mahita ny didy ao ambony ka mety hosoloina |
Mody dénote la non-véracité ou la non-authenticité d un procès. |
Ny aty aminay diary |
Tsy voatery hiaraka amin’ny tarika anarana faritana ny mpanondro. Efa voalaza ombieny ombieny fa mahaleo tena ny mpanondro ka afaka mandeha irery, afaka misolo teny ary tsy manana endrika mitampisaka. Koa rehefa tsy miaraka amin’ny tarika anarana faritany ny mpanondro vao mandray ny sokajy maha mpisolo azy. Misolo ilay... |
Ny fihetsika tokony hataon’ny miaramila manoloana ny mpitolona |
Régis rajemisa raolison ; rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, 1995, tak.381 |
Fahavoazana endrika isehoan’ny fahavoazana manangasanga fahavoazana tanteraka21 kisary 4 |
Teny fampidirana ataon’ny mpampianatra hanohy ny lesona mikasika ny vanim-potoana efa hita tao amin’ny kilasy faharoa isika fandikana ny vontoatin-desona eny amin’ny solaitra be |
Id, tak 1. Le complexe d’infériorité ou parfois sentiment d’infériorité , venant du subconscient |
Ny fanabeazana ireo zatovolahy taizan’aretina ao amin’ny akany clairvaux don bosco ivato |
Ny andalana fohy |
Misy ny fisavorovoroan-tsaina eo amin’ny entina. Tsy nahatontosa ny asa sy andraikitra napetraka taminy ny olom-boafidy. Tsy misy intsony ny fifampihainoana eo amin’ny roa tonta. Teraka ny hevitra samihafa mba hanandratana olom-baovao hafa indray, satria, tsy mifandray tsara araka ny tokony ho izy intsony ny an-daniny ... |
Misy aloha fanamarihana iray atao, eto am-piandohana, araka ny asa soratr’i monique hébrard manao hoe manantena aho fa izay lehilahy hamaky ireto pejy ireto dia tsy ho tezitra akory na ho tafintohina. Tsy nosoratana hanoherana ny lehilahy izy ireto fa natao ho azy koa, satria na ny lehilahy, na ny vehivavy, dia hivelat... |
Ohatra ny vola no maha rangahy fakafakao. Inona no resahin’io hevitra io? Valiny ny vola f. D mampaninona ny vola? Valiny mampisy hajany ny fananam-bola f. K |
Fampianarana eny anivon’ny tontolo |
Mikokotra t35 1 1 mihafy t35 1 |
Ii. Fampifandraisana amin’nyalalan’ny fiaraha-miasa mifampiankina amin’ny voalaza teo aloha ity fampifandraisana amin’ny fiaraha-miasa ity saingy atao mivantana. Ny fahaizana miserasera amin’ny sokajin’olona rehetra no fototra iaingana. Mirona betsaka amin’ny fampahafantarana ny tombontsoa azon’ny mpihaino tamin’ny fia... |
Ny lalàna mifehy ny fanabeazana ny zava-drehetra eo amin ny fiarahamonin olombelona dia fehezin ny fitsipika aman-dalàna. Ny sehatry ny fanabeazana dia isehoan izany. Handeha àry hojerena ireo ampahany amin ny lalàna mifehy ny fanabeazana amin ny ankapobeny, avy eo ny lalàna mifehy ny fanabeazana an-tsekoly sy ny fanab... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.