text stringlengths 10 11k |
|---|
Jo andrianasolo |
Iray amin’ireo taranja ampianarina any an-tsekoly ny malagasy manomboka eny amin’ny ambaratonga fototra izany ka mitohy eny amin’ny ambaratonga faharoa sy fahatelo. Noho izany ny mpianatra indrindra no tokony hahafantatra voalohany ny amin’ny antony tsy maintsy ianarana izany; ka hasehonay eto ambany avokoa ny valin- t... |
Ny fampiasana azy eto amin’ity sehatry ny fitiavana ity kosa dia tsy mifanalavitra amin’izay loatra saingy tsy vokatry ny fankasitrahana akory na fitsinjovana fihavanana fa fihetsika natao hampitana hafatra avy hatrany. |
Fisainana sy fieritreritra fahazarana mba handraisana ilay hevi-baovao na fahalalana vaovao. Ireo zavatra roa ireo dia fitadiavana ny fifandanjana équilibre eo amin’ny olona sy ny tontolo manodidina azy ka izay mety aminy ihany no raisiny. Izay no miteraka ny fanitsian-tena autorégulation araka izany dia ny olona ihany... |
Gasikara atsy ho atsy tsy misy intsony ho an’ny zafy fa hiofo ho eldo, ho eldorado 1 namidy ny tany, namidy ny trano vahiny hafahafa no mibodo sy manjaka trano maro sy vaventy no arentirenty tsara tefy andravahan ny tanàna, ampanofisina izay sanana 2 ambatobe tsy ambatobe fa novana ho tanan-dehibe igalabonan’ireo mpana... |
Fizarana fahatelo |
Ny fanaka misy ao an-tranon’ny mpianatra |
Van gennep les rites de passages paris edition mouton 1ere 1909 edition |
Ramasindraibe, ny fihavanana, imprimerie catholique, tananarive, 1971 tak 13. |
Nitondra nabelany ndre ho faty a y ny mararin-te a. Finy laha nindao i y dje nikotrakakotrakaka amy lalan-dratsy. Zay ’zao no tsy tantin-drafotsy io. Ndre an-te a salama tsara mandeha tôbily amin’i y mila hivasikansika, kindrakindra olo marary? Fenzoiny izy laha narary neno raha tamy trokany ta y. Dje mba hamono ase a ... |
Ny fitiavana ny ankamaroan’ny mpanoratra dia miresaka ny mikasika ny fitiavana, hoy i claude roy raha milaza ny heviny ny fitiavana dia is an’ny tara-kevitra ts ara ao amin’ny lite ratiora. 55 ny tantara nosoratan-drazanabary voahangilalao joséphine ihany koa dia ahitana izany. Misandrahaka amina sehatra maro ny fitiav... |
Ampitso dia ampitso raha misy ny adihevitra resaka hifamaliana eo amin’ny samy malagasy 20 dia hamoaka didy aho fa ny tenin-dreny ihany no hifandraisan-tanana hampijoro fihavanana. Ra-phi, febroary 2013, tsikafona, nov 2013 |
Nentin’ny mpanoratra haningorana ny fo avokoa ireo. Ny malagasy mantsy amin’ny ankapobeny, dia olon’ny fo. Ary rehefa ny fony no voasingotra, dia ho mora ny hiovan’ny sainy. Heverin’i jean narivony fa tetika azo anairana ny mpiray firenena aminy izany. Hahatonga azy hanana hambom-po hamerina ny hasin’ny tanindrazany. I... |
Mialoha ny handinihana ny votoatin-kevitry ny asa soratra iray, mba tsy hihinanana am-bolony, dia ilaina fantarina aloha ny endrika ivelany sy ireo singa mandrafitra azy. |
Foronina araka ny ahitana azy ao amin’ny boky navalona |
Ny fanaovana takela-panomanan-desona ny takela-panomanan-desona no hanoratana ny lesona rehetra izay hatao izany dia manampy ny mpampianatra mba tsy hanadino, hahazoana mametraka an-tsoratra izay fanamarihana tokony hatao mandritra ny lesona na aorian’ny lesona, hahazoana manatsara bebe kokoa ny lesona hatao amin’ny ma... |
Petrakolana hoy ny fomba fiteny mahazatra antsika hoe ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra ny zavatra rehetra raha tiana ny hitahiry na hitadidy azy dia mazàna ny an- tsoratra foana no ampiasaina iraketana izany. Mifamatoatotra be ihany ny am-bava sy ny an-tsoratra aty amin ny fampianarana taranja malagasy. Mifampian... |
Ny fifanandrinana ao amin’io dingana io no anasongadinana ny fifanolanana. Any anatin’ny dinika samihafa nifanaovany, dia tsy nitovy hevitra mihitsy ilezoma sy ratovo momba ilay raharaham-panambadiana, ary niezaka hampiova hevitra an-dratovo foana ity sakaizany. Tsy voaresaka mivantana ato amin’ity dinika ity izany. Ny... |
Ny don-tany sy kapo-tandroka dia fitahirizana |
Randriamasitiana gil dany quête incertaine de voies voix démocratiques et minorisation de l’hétéronomie séculaire. Le cas malgache texte présenté au 19ème congrès international des sociologues de langue française, penser l’incertain, 2 au 6 juillet 2012, rabat, maroc. Publié dans regards pluriels sur l’incertain politi... |
Noho ny toe -tsainao tsy mba miraika loatra amin’ny zavatra tokony hahasoa anao , anaka , no itenenanay izany fa te- hamisavisa resa- panambadiana inona moa izahay, nefa he izato valin-teninao ny alahelonao an-drainidona tsy miditra ny salon no mampararirary anao tsia , ry mama , fa izao mbola tsy mazoto ny hanambady a... |
Mpampianatra fanatanjahantena 03 |
Tina izy aloha mahafinaritra e ! Mbola tsy nisy korontana aloha l em |
Anterina fa fahaleovantena sarintsariny ihany no azon ny malagasy, satria tsy tompon-kevitra amin izay hitondrany ny fiainany ny vahoaka. Mbola teo am-pelatanan ny vahiny ny fitantanana ny orinasa lehibe teto madagasikara. Tsy mitazam-potsiny ny mpanoratra raha mahita izany. Hoy rado avela avela ho sorena izay te ho so... |
Adam j. M. , 1992, les textes types et prototypes, paris, nathan, 209 tak. Charolles m. Peytard j. , 1998, enseignement du récit et cohérence du texte, paris, larousse, 128 tak. Crahay m. , 1999, psychologie de l’éducation, paris, presses universitaires de france, 373 tak. De ketele j. , 1988, observer les situations é... |
Raha fehezina izay rehetra hita teo izay dia azo ambara fa tsy ampy ny ora anaovana ny taranja malagasy ho an’ny sampana f. P. I sy f. Q. Milamina kosa izany ho an’ny sampana f. T. G. Izay ny mahakasika ny toe-javatra manodidina ny taranja malagasy, fa sehatra hafa manodidina ny fampianarana ihany no hojerena manaraka ... |
Raha misy manolotra vato mafana ho anao, aza misalasala manome azy siramamy. |
Misaotra fa nahazo fo 1 2 tsy milefi-pandeferana 3 misaotra fa nahazo fo 4 5 tsy nihaino ny fitserana 6 7 |
Sojabe matetika dia ireo zokiolona isaky ny fehitry iray ao an-tanàna no mivondrona ho sojabe mpitondra ny tanàna. Tompon andraikitra amin ny filaminam-bahoaka, araka izany, raha misy ady tsy voalamin ny zokiolona tao anatin ny fehitry tarihiny dia miakatra amin ny sojabe ny fandaminana raharaha. Ny olona tompon-tany n... |
Toy izay ny endrika nanehoan’ny mpanoratra ny fahantran’ny vahoaka. Ndeha indray hovahavahana ny fiainana andavanandrony. 2.2.2.2. Ny fiainana andavanandrony |
L’éducation est une priorité nationale absolue |
Ny fahitana izany dia mitondra hasambarana ho an’ny mpifankatia; ny filalaovana tamin’ny fanovan-javatra anefa no nahafahana namahavaha ny angolam- pihetseham-po entiny. Io fijoroan’ny fitiavana io anefa dia mitaky fiarahan’olon-droa miara- mitoetra tsy misaraka. |
Kv! F p. A 3 4 ’ ; f ’ , |
Olona manana rohim-pihavanana amin’ny mpanoratra ny mpamaky voatokana eto. Ao ny fanafarany ny zanaka naterany mba hahavita bebe kokoa noho ny vitan’izy ray. Ilaina ny fahasahiana misedra ola-maro, ary tsy tokony hanana toetra mora kivy ady ny fiainana izay adala toa an-drainy! Lanja miakatra ny fiainana! Fiteny mahaza... |
Any an-tsaha no tontolo andron’ny mponina, manoloana izany dia misetra olana ireo mitana andraikitra amin’ny fiarovana ny ala. Matetika dia saika natao vadinasa ny fiarahana amin’ny fanamby ka tsy mifantoka amin’izany izy fa mifantoka amin’ny asa fambolena izay foto- pivelomany. Noho izany, na teo aza ny ezaka hiaro ny... |
Tamby tambitamby manambitamby |
Eny mantsy, ray vahoaka, mba tsitsio izay harena, fa ny ory anie ka tsy mba tian’ny olona hakekena. ’tony tenako mahantra, ô nytenako jerena ’lay mananatra anareo, nefa koa mandatsa tena ! |
Zay te-hikambana e ! Mba hahavita soa, ny tanantsika anie 60 hianarany tokoa ! |
Tamin’ny lehiben’ny gazety mahakasika izany raha misy teny vahiny manahirana dia aza maka lavitra fa hagasio fotsiny amin’izao 248 nofolahin’ny mpanoratra hanaraka ny fitsipika mifehy ny teny malagasy ireny teny vahiny ireny. Na eo amin’ny lafiny feo izany na eo amin’ny lafiny endri- teny. Indro fintinina amin’ity fafa... |
Lalana mody. |
Ohatra manaraka , ny ampahany amin’ny fizarana voalohany amin’ny orimbaton’ny fiadanana , tantara foronina nosoratan’i michel andrianjafy, fa namboarin-dravaloson rajohnson mbato ho tantara fisehatra . |
Fomban-drazana na tsara na ratsy. Vitsivitsy ihany no nahatsapa fa ny atao hoe fahaleovantena dia famerenana ny fiandrianam-pirenena, ary voafaoka ao anatin’izany ny fanadratana ny sata maha-malagasy voarakitry ny teny sy ny fomban-drazana fanagasiana, tak. 16 ity ohatra ity indray dia azo lazaina toyizao misy ny olona... |
Ohatra 2 ny hita ao amin’ny asa maizina mialy miteny irery fa iza ity lehilahy ity e! Izy aloha tena bôgôsy be e! Sady mikata be. Fa nahoana no tonga dia miteny amiko toy izany izy. Fa maninona koa aho no masiaka aminy? Tsapako ho misy fitia mitempo ho azy izany ato anatiko.138 |
Homme chef de ménage 5 20 5 5 5 10 |
Tady taditady tadina |
Reo mitsako hena ritra ’rony mpanana sy ngeza 15 samy ho faty sy mitsitra |
Fanatanterahana -fananganana sehatra sy nytrano ravina -famonoana omby, kisoa atao henam-pamadihana -fanamboarana toko lava fiketrehana ny vary be menaka fanomanana ireo fitaovana lovia aman-tsotro, vilany, siny, koveta, gony, sns fitsenana mozika -mikoka razana -famongarana fisotroana fanitsiana fivoahan ny zana-draza... |
Hery mangan’ny hainandro sy ny adin-tsaina mihitsy anie ny endrikao em l izany ry mama e! |
Loharano nanovozan-kevitra |
Natioranomena narda no tena anarany ary natiora kosa no iantsoana ilay mpamorona ao anatiny. Izay teny iantsoan’i natiora ny mpanoratra aminy dia manao asa famoronana ireny fa famoronana miainga |
Kanefa misy aloka toa tsy mamela antsika hanandratra avo dia avo |
Fetra fa izaho kosa ve dia heverin’i neny ho toy ny zaza foana e? |
Amin ny kalo izay fandre any ambanivohitra any, misy hiram-boronkely vao maraina, an-tendron-kazo izay mampiarin-doha ny voary, manafana indray ny rany mampitraka irony tsiry sy ny felam-boninkazo v. A. Tak 78, and 4 araka izany, miara-miasa ny voary manontolo, mamoha ny tontolo ohatra ny vorona sady mahafinaritra. Tsy... |
Ry malala ’ty foko adaladala sao efa tena tiana raha sendra ka variana 5 mba dony |
Dadabe tsy mifanditra aminao amin izany aho raivo a. Efa nekeko daholo izay nangatahinao rehetra, fa ny tsy azonao ihodivirana kosa raivo dia ity tsy 390- maintsy mijery andro any amin i dady isika amin ny vodiondry, soratra eny hatramin ny mariazy aza, ary ny tena tsara aza dia miaraka amintsika i solo? |
Ny handrina no tsy naniry volo ny henatra olona miavaka, mahalala menatra ny tsy fisian’ny volo no manala henatra mampiavaka ny olona amin’ny zavaboary manana aina hafa ny fahalalana menatra. |
Ny tononkalo sy ny tarakevitra |
Ny hevitr’i lyra tsy mandiso ireo fiheverana voalaza teo aloha ireo akory i lyra. Soritany kosa anefa, fa tsy ny toerana niandohana na hitahiry ny taolambalon ny tena ihany akory ny atao hoe tanindrazana, fa izao tontolo izao mihitsy. Ao anatin izany izao tontolo izao izany rahateo i afrika sy i madagasikara. Koa raha ... |
Araka ny hitantsika dia mahatratra hatramin’ny 24 ny mpianatra avy amin’ny faritra samihafa eto madagasikara izay mandranto fianarana ao amin’ny lisea mahitsy. Ny 76 indray kosa dia avy eto antananarivo ihany; avy ao mahitsy sy ny kaominina maro manodidina ny ankamaroany. Mpianatra avy amin’ny faritra maro samihafa no ... |
Ny bikabikany amin’ny ankapobeny |
Ireo sokajin’olona nifampidinihina isaky ny sekoly telo ny sekoly nanaovana fitsidihana l. P. A, l. F. A, ary l. A, ka ny fihaonana tamin’ny tale sy ny mpampianatra ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany no nitovian’izy ireo. Somary niavaka kosa ny tao amin’ny l. A sy ny l. A satria mbola niampy ny fihaonana t... |
Réhabilitation construction d’infrastructures sociales à partir des recettes communales engendrant un meilleur accès à l’eau, hygiène, assainissement, scolarisation, etc et par la suite amélioration du bien- être de la population ; |
Vola aman-karena. Ala-nenina ihany ny fitsaboana atao, fa tsy misy fanafany akory ny fahafatesana araka ny filazan-dratany amin’ity ampahan-tononkalo ity, manao hoe rehefa afa-nenina ireo izay nitsabo ka tsy azo tazonina intsony kanefa, dia ifahafatesana sisa mambabo ny maso tomany no sisa manefa 192 |
Sary maneho ireo faritra indray nihetsika tany amin’ny tapany atsimon’ny madagasikara, nanohitra ny fitondran-janatany |
Ranetsifetsy, tantara fandefa an’onjam- peo, nivoaka tao amin’ny rnm radio nasionaly malagasy ny 1996 |
Mbola nitohy izany fitrandrahana izany tamin’ity fitondrana ity. Ny volana martsa 2008, natomboka ny fitrandrahana solitany tany tsimiroro, 560 kilometatra andrefan’i madagasikara. Nalaza koa teto amin’ny firenena ny fitrandrahana andramena izay hazo sarobidy tokoa. Tsy ny harena an-kibon’ny tany fotsiny no ananan’ny f... |
Randria angaha izany tso-drano izany zaraim-potsiny ohatra ny dobok ampongan ny tsy miala vola ry ikalakely ity a aleo ho tonga ny renin ialahy isany, horesahina tsara aminy ny ditran ialahy sy ny fifonan ialahy; 1040- ka raha mandray ny fifonan ialahy izy dia efa agnay aby zay hoy ny betsileo, raha tsy manaiky izy dia... |
Tsy hanan-karena mandrak’izay itony! |
Fanontaniana natao tamin’ny mpampianatra |
Ho an’ireo tarehimarika eo anelanelan’ny 11 ka hatramin’ny 19, ny tsirin-teny ambin’ny no entina manambatra ireo tarehimarika ireo raha toa ka -belas ny an’ny teny indonezianina. Marihana fa tsy mitovy ny toerana ahitana azy reo eo amin’ny teny roa tonta. Amin’ny teny malagasy, mipetraka eo anelanelan’ny tarehimarika a... |
Mpaka kitay mangala maka |
Kitsiboky to , filsiboky mn petit biatnn a, ec une pi lntp au br ut, qui serl f epernrnwr ’! Btx-u f, ; de charrctte litt. P1quant . |
Nodinganiny mihitsy. Misy koa anefa zava-niseho tsy naharitra tapak’andro akory nefa ivalamparany ao anaty lahatsoratra lava. Mety hanampy ny mpianatra eo amin’ny fandinihana sy famokarana lahatsoratra mitantara izany. Tahaka izao no endri-panazarana azo aroso hitrandrahana io lafiny fotoana io ampamakina lahatsoratra ... |
Convocation des participants |
Mikaonty t2 |
Famintinana ankapobeny ny voka-pikarohana |
Adimizàna adimizana |
Laha avy tan-dra o dje nizaka iaho hoe hamidiko lezalahy ny aombiko dje aleo indao a fianara na mandy. Re iny raha i y dje nizaka izy hoe eh 35 baba! K’amidy ny aomby e! Ho lany vola fahatany amin’ahy nareo. Matoa dokotera nanasa tà ana dje fantany fa tsy ho velona koa iaho. Neno raha mahazo an’ahy itoy sy hivelomako k... |
Ny fiainana ? |
Iii.3.1- tokony ho môdely eo amin’ny mpino |
Memoire en vue de l’obtention du diplome de master professionnel |
Manampy izany ny fihetsika sy ny fihetseham-pon’i nanja manoloana ny asa ratsy nataon’ireo jiolahy manao hoe nanja robena! Dia ho faty koa ve ianao? Aza vonoinareo izy! |
Hita ao amin’io tononkalo io koa, fa toy ny kofehy mampifaningotra ny fifankatiavan’ny reny sy ny zanaka ny lamba. Izany fampiasana azy izany no tokony hanomezan-danja azy hatrany, ka hikajiana fatratra ny nentin- drazana. Ny tononkalo hoe izay nentin-drazanao 105 dia mitaona ny mpamaky tsy hanolo na hanary, fa vao mai... |
Vita androany 03 martsa 2003 |
Piaget, j. , 1971. La construction du réel chez l’enfant. Neuchâtel delachaux et niestlé. |
Seho1 miditra sehatra i clovis clovis noana be aho izany! Tsy mba nahita hatokona mihitsy i neny androany. Mitaraina mafy izy no sady mitazona ny kibony. Clovis ai! Ai! Manaikitra marina ny kiboko ! Aleo entiko matory aloha! |
Ts imanato ragl? Fa angaha ialahy hatory hitsotsotra e! Mipetraka fotsiny! Eo no misy malalaka ko tsy itako indray. Mandra-pamatratray sy ragl? Vetivety ny entana fotsiny! Fafao amin’ity lamba ity aloha ny tenan’ialahy! Aleo aho eto ambany eto no ipetraka e! Dia aingana ialahy isany fa tena marary aho! S. Sady mivoraka... |
Samy tsy afa-misaraka amin’ny fampianarana na ny ray aman-dreny na ny sekoly ankoatra ny mpianatra sy ny mpampianatra. Izy ireo mantsy dia samy manana ny lanjany avokoa. O ny sekoly |
Iantsoana ny mahantra ny teny hoe ny tapany satria tsy manana ny ampy izy ireny eo amin’ny fiainana, ary miharihary amin’ny endriny samihafa ny tsy fahafenoana ka nahatonga ny fiteny hoe ny tapany mifanohitra amin’izany kosa ny teny hoe ny erany izay anondroana ireo mpanana. Noho ny fiezahana na fikirizana nataony dia ... |
Raivo manontany anao ary aho ry satan, moa ve azo terena ny fitiavan ny olona iray? Sady amin izay ianao fanahy, fanahy ratsy tsy hitan ny olon- 350- drehetra maso, tsy manan-tsaina afa-tsy ny hampijaly, ataoko ahoana ny hanery ny foko ho tia anao? |
Manodidina azy dia tsy maintsy ao ampiringalava ihany no ampakarana ny raharaha na miakatra tra obe. Ao mantsy no misy ny foiben’ny antambahy zafirambo. Sary 2 toy izao ny endriky ny tanànan’ ampiringalava raha tazanina avy ambony atsinanana |
F3 bitsibitsika mangina , fihimpihina hafa kely , tafaray ny tia sy tiana t42 98 1 2 3 na ny f1, na ny f2 , na ny f3, dia samy ahitana fezan-kevitra telo avokoa. Samy mahaleo tena avokoa ny fehezan-kevitra tsirairay. Tsotra noho izany ny firafitr’ireo fehezanteny ireo. |
Raisina ny teny na ny fehezanteny izay ahatarafana ilay lohahevitra ary tadiavina ny lanjany. Ohatra entana mafonja tsy zaka nohontsonina mavesatra bataina no tsy maintsy nentina nanara-dia noterena ny vazaha . |
Ny as a nataony rehefa tapitra ny sehatry ny fianarana dia tanjon’ny tsirairay ny hiditra amin’ny sehatry ny asa hiatrehana ny fiainana. Ny hoe miasa dia manao izay hiveloman’ny tena ary hanaovana adidy sy soa ho an’ny hafa. Ny asa no hivelomana fa tsy ny kisendrasendra akory. Sady fandemena ny hery hoenti-miasa ny lal... |
Anisan ny nanefy an i clarisse ratsifandrihamamanana ho mpanoratra ny faritra maro nonenany, ny mpanabe azy tany amin ny ambaratonga fototra, ary ny olona nifanerasera akaiky taminy sy tamin ny fianakaviany. |
Dictionnaire linguistique. Librairie larousse |
Fanamafisana sy fampianarana ny lafin’ny maha olona toy ny fahendrena, ny fahalalana ny fananam-panahy. Tokony hohamafisina tsara ireo lafin-javatra ireo ho solon’ny taranja filôzôfia. Any amin’ny zana-taranja riba sy lohahevitra no tsara anaovana izany. |
Noho izany dia tokony hahay handamina ny tontolon’ny asa ny malagasy. Nanentana ny mpiray tanindrazana iran e hoe mikiriza v a tak 8 raha tianao handroso re ity firenena mikiriza, milofosa hanarina ny fambolena |
Ity fanana aseho manaraka eto ambany ity dia nalaina avy tao amin ny internet izay maneho ny isan ireo mpino sy ny isan ireo fiangonana ôrtôdôksa maneran-tany. Niezaka ny nikaroka sy nanadihady ihany izahay nijery ny fivoaran ny isan ny mpino sy ny fiangonana fa tsy nahazo. Araka izany dia isa tokana no hojerena eto am... |
Fanarahana fampianarana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.