text
stringlengths
10
11k
Nosokajiana telo miavaka tsara izany soso-kevitra izany ka ireto avy no voakasik’izany soso-kevitra azo ampiharina avy hatrany ao amin’ny fokontany,
Akana mpanandro ny fananganana zavatra toy ny trano, fasana, fahitra, izany hoe, ireo zavatra lehibe ifotoran’ny aina sy ny fivelomana ary ny mahakasika ny tanindrazana dia ilana fanandroana. Izany no ataon’ny mponina ao ambohitrandriamanitra dia mba hilaminan’ny saina aman’eritreritra, sy hahatokisany fa efa voatsanga...
Mandrisika ireo voageja hitolona ho amin ny fahafahana ny mpanoratra. Maneho ny fiombonany amin ireo firenena izay miady ho an izany izy, ary manetsika ny sain ny malagasy mba haka tahaka izany.
Dy e! 4 andala na 1-3 ôdy e! E! Dy rahavana mariky ny fahalala-pomba ny fanaovana ôdy mialoha ny hidirana ao an-tranon’olon-kafa. Amin’ny vakodraza? A kosa dia fanairana ny mpijery hifantoka amin’ny kanto atolotra ho azy.
Ny fampiharana ny fanadihadiana lahatsoratra
Fandalinana sôsiô-antrôpôlôjika ny jono an-dranomasina ao amin’ny fokontany ankiakabe distrikan’i maroantsetra faritra analanjirofo
Ndreo ny voninkazo kasy mitositosy anivon-drivotra, ka ny lakan’ny fitia notaingenanay miodivotra, dia ataony mamikely sy orohany ombieny ’zato tany fenofeno, manam-betso efa reny.
Nanomboka tamin’ny sabotsy teny amin’ny ans ampefiloha ny fampiofanana nataon’i anton cheytanov, teratany bolgary, an’ireo mpanazatra sy mpanampy azy 35 avy amin’ny ligim-paritanin’i toamasina, antsirabe, mahajanga ary antananarivo mampiantrano. 10 andro no hanaovana ny fiofanana ka hatao amin’izany ny ara-tsaina sy ny...
Eo amin’ny lafiny varotra, mila amboarina ny momba tsena, tsy tokona hianina amin’ny tsena ao an-toerana ireo mpanjono fa hijery lalam-barotra any ivelan’ny faritra ary izay no ilana ny fampiasana ny teknolojia toy ny finday, ny -internet? , ? Ny face book? Hifandraisana amin’ny olona maro mba hahitana lalam-barotra ha...
Ankoatra izay, ahazoana manitatra sy mampivelatra ihany koa ny fanadihadiana izay atao. Izany hoe, ahafahana manampy fanontaniana hafa hahazoana manazava bebe kokoa ny lohahevitra, ahafahana mampiasa ny fanontaniana fanampiny. Matetika mantsy, mety hisy zavatra na teboka manokana heverina ho manan-danja kanefa tsy mby ...
Mandeha isan-taona ihany ny fambolem-bary ao anatin’iny faritra iny, ary tsy mamokatra loatra ny tanimbary raha tsy amin’ny fotoam-pahavaratra. Mbola vitsy ihany koa ny manao vary an-tanety fa ny vary anaty rano no tena ataon’ny olona sady ahazoam-bokatra tsara. Tery ny toerana azo volena vary raha oharina amin’ny toer...
Lisitry ny fafana 1. Ny fokontany mandrafitra ny kaominina andoharanofotsy 8 2. Ny isan’ny mponina ao amin’ny kaominina andoharanofotsy 9 3. Ny fivoaran’ny mponina ao amin’ny kaominina andoharanofotsy 9 4. Ny fambolena ao amin’ny kaominina andoharanofotsy 11 5. Ny fiompiana ao amin’ny kaominina andoharanofotsy 12 6. Ny...
Torak’izany ihany koa amin’ ity ohatra manaraka ity ohatra 2 ny hita ao amin’ny asa maizina
Any ravao sy noro ary nivo, hoy noro namaky moramora efa nanao izay rehetra azoko natao aho mba hanolorako fahasambarana ho anareo, nefa ankehitriny dia zava- poana daholo izay niezahako rehetra. 40- alatsinainy 03 novambra 1969, iv lah 4050 ny fitiavako anareo dia tsy mahavita na inona na inona no nanakana ny olona ko...
Ny tanjon’ny fpi
Diagnostic de la structure actuelle du sport asa tany
Vao mainka marihitra ny fihavanana sy ny firaisan-kina ka tsy azon ny fizarazarana sy ny fandrosoana ravana. Hita taratra any an-toerana, ohatra, ny fikrifama fikambanana mampiditra rano fisotro madio. An-dalana ity tetik asa ity satria vao natsangana ny vato fehizoro ho fanombohana ny asa tamin ny fotoana nirotsahana ...
Fafana 32 ny isan’ny mpianatra amin’ny lycée tsy miankina ao amin’ny faritr’alaotra mangoro unité effectif
Type de projet ? Protection des bassins versant en amont de la route ; ? Développement de pépinières villageoises ;
Hampahomby ny fianarana ataony. Samy manana ny azony itrandrahana azy ireo nytaranja tsirairay. Misy kosa ireo azo trandrahina amin’ny taranja rehetra. Ireto avy izany tsilontsaina mifototra amin ny lojika sy ny marika mitrandraka ny lojika, ny famakafakana, ny fandinihana, famahana olana izany hoe mampifandray ny anto...
Mahaiza mamindra razanako izany sao lahy dia sendra izay aizin-mikitroka mahaiza mamindra razanako izany fa misy tsy ampoizina dia mahaditsoka.
Ireo nanisy marika tamin’ny valim-panontaniana telo no heverinay fa tsy dia mahalala loatra ny adidy tokony hataony eo amin’ny fianaran’ny ankizy, izany hoe ireo ray aman-dreny sivy; ary izay nanisy marika tamin’ny valim-panontanina efatra sy dimy no ambara fa mahafantatra ny adidiny miisa 21. Niangaviana valiny manoka...
Fanadiha- diana ny hafa na koa fanohizana na fampitana izany aina izany mikasika izay indrindra ny lesona anio, anaovantsika fanadihadiana amin’iny lahabolana ka efa nozaraina aminareo iny.
Irosoana ny ady hevitra ilaina ny ady hevitra hikarohana izay mandringa sy tsy ampy amin’ny asa entina hanatsarana hatrany io asa fivelomana io. Tsy finaritra ny miresaka fotsiny akory fa mametraka tanjona hampivoatra ny fambolem-bary. Azo atao tsara ny mifanakalo hevitra amin’ny fianakaviana, ny mpiaramonina, ny mpira...
Raha ireo mpitondra natao mba hamehy ireo vahoaka no goragora, nivadika ampondra miharatsy tarehy dia tsy ilaina fa aoka raha ireo andrandraina hanondrotra avo ity firenena ho tonga filamatra sy mihenahena dia nofy izay ho sambatra fa raha ianao tanorany kosa no mioitra sy miezaka mafy mba hanarina azy dia hiova tsy ho...
Arakaraka ny fari-piainana
Araka ny rakibolana malagasy , ny fahoriana dia loza, voina, fahafatesan- kavana 26. Koa izay teny na andian-teny mahakasika ireo dia nosokajianay ao anatin’ity fafana iray ity. Izany hoe tafiditra ato anatin’ity fafana ity avokoa ireo karazam-pahoriana mety hitranga, toy ny fahantrana , ny fahafatesana .
Taona maro niasana izao no vokatra mazana fahoriana, fahantrana ’zay mangeja tsy misava.
Fa torovandrovana sy adin-tsaina foana, sento mitangovana 10 sy endri-toa misaona izay no tonga sazy ka solom-pahamiranany f’ianao ’lay lavitra azy toa lasa fahasahiranany.
Renin-jaza 65 fialan’ny ozatra amin’ny toerany noho ny dona mafy nahazo azy izay miteraka fanaintainana ho an’ilay olona. 66 ilazana ny zaza marary vokatry ny dona mahazo azy, ohatra mianjera nalatsaka izay miteraka fanaviana ho azy. 67 loharanon-kevitra visia, mpampianatra no sady mpanotra monina ao ankiakandrefana ma...
Toy izay indray ny lafiny finoana, hiroso amin ny lafiny fandriampahalemana àry isika izao izay antoky ny fampandrosoana.
Ny antony faharoa nisafidiananay ity lohahevitra ity dia satria ohatra ny mandeha ho azy ny fampiasana ireny laza masaka ireny. Tsy tsikaritra araka izany ny lanjany satria heverin’ny olona fa manaraka ny lalàna mikasika ny fampiasana ny teny ny fampiasana azy andavanandro.
Ferana ny fotoana omena ny mpianatra handraisany sy handrafetany an-tsoratra ny asa
Ny sarin-teny mampijoro ny fositra mandrava ny fitiavana. Toetra anehoana ny endrika ivelany ho toy ny tsara eo imason’olona nefa ny anaty dia mifanohitra amin’izany ny fihatsarambelatsihy. Raha fitiavana no tondroina amin’izany dia aseho ho toy ny tena tia amin’ny fihetsika nefa ny ao am-po tsy resy lahatra.
Nalahelo mafy i bakoly noho ny tsy fiterahany. Tezitra sady sorena koa izy tamin’ilay taratasy avy any amin’i landy. Niezaka nandamina sy nanambitamby azy i johary saingy avonavona no nasetriny izany. Nifamaly koa i johary sy i mariane ka nanapa-kevitra izy fa hiala ka andeha hanofa trano izy sy i bakoly. Nanomboka ny ...
Ny tononkalo anompanana ny fanadihadiana amin’izao asa fikarohana izao dia ny tononkalon’i eliza freda sy i samuel ratany, voasoratra teo anelanelan’ny taona 1922-1931. Ny tantaram-pirenena tamin’io vanim-potoana io no tokony hodinihana, saingy araka ny voalazan’i wellek r sy i warren a dia tsy ampy amaritana ny toe-ja...
Hentana hetanketana mangetanketana
Araka io fafana io, tsy mifandanja ny lanjana ora anaovana ny fanadinana sy ny lanjana ora isan-kerinandro. Fanampin’izany , efa voalaza teo aloha fa rehefa fahavaratra dia mazàna tapaka ny fianarana. Banga avy hatrany ny herinandro tsy ianarana. Mety hitarika ho any amin’ny tsy fahavitan’ny fandaharam-pianarana izany.
Ndeha hodinihina tsirairay ireo tanjona nataony hotratrarina mba ho fiarovana ny firenena ireo. Hohazavaina voalohany ny famerenana ny hasina maha-olona.
Amin’ny fizarana voalohany, ohatra, ny hodidina ara-toe-karena sy ara-piarahamonina ary politika mamaritra ny sangy mahery. Ireo karazana hodidina ireo dia mifandray avokoa amin’ny fanambarana. Amin’ilay hevitra voalohany, dia iaraha-mahalala fa manembantsembana ny fampianarana ao an- dakilasy ny tabataba ataon’ny olon...
Ibid, tak 16-17 143 -ip. Andriamangatiana, op, op cit, tak 15 144 -ip. Andriamangatiana, vp, op cit, tak 45
Tak 42 ramatoabe mailaka ery nanoro ny efitrano hatorian’ny mpanambady vao. I bako kosa maika ny hanala ireo akanjo feno haingo, nanempotra ny fiainany. Ramatoabe i bako mailaka ery kosa maika nanoro ny hanala
Docteur en sciences sociales anthropologie religion
Ilaina ny fisian’ny tahaka izany aty amin’ny fampianarana famakafakan- kevitra sy famoaboasan-kevitra. Mitarika tsikelikely ny sain’ny mpianatra hahay handalina hatrany izany. Sarotra ho an’ny mpianatra tokoa mantsy ny fitrandrahana ireny hevitr’olona ireny. Tsara, araka izany, raha omen-danja ny soso-kevitra narosony,...
Araka ny voalaza, dia zavatra roa no hojerena ato amin’ity zana-pizarana voalohany ity, dia ny fiforonan’ny anarana mbamin’ny karazany.
Ny masonao ry aiko tara-bola manjopiaka anaty ranomasina tsy miteny fa mivolana fitsiky miafinafina hanovozana ny teny tsy voapakatry ny vava tobin’herin-tsaina tsy hitan’ny mpandrava mifono aina lalina tsy takatry ny saiko mampihanoka hasambarana ka tiako sy lalaiko!
Busse, bulletin des jeunes romanistes, déc 1964, in la stylistique lecture, p 118 mais aussi des passages, chapitre ou bien l’ uvre d’art verbal entière qui peuvent relever une signification esthétique 106 c. Peyroutet, style et rhétorique, ed nathan, paris, 1998, p 56 l’harmonie fondée sur la répartition équilibrée de...
Ny fikambanana nisy azy sy ny fihetsiketsehana nataony tsy tao amin’ny fimpimi fotsiny izy fa nirotsaka tao amina fikambanana hafa ihany koa, mpikambana tao amin’ny faribolana sandratra izy ny taona 1987, ary niara-namoaka tamin’ireo namany tao ny bokin-tononkalo sandratra 1988, tontolo isainana 1991, sandra-kalo 1992,
La solution intégration des femmes au processus de développement préexistant ? La solution habilitation des désavantagés et des femmes et transformation des relations inégales.
Veloma toy ny masoandro, hoarahabaiko nony maraina, hifaliako raha amy ny antoandro, tsy ho halako manariva; ka ho tiako mandraka ny alina. Cher frère rapha l louis rafiringa in lengahy mianaka, gazety iraka lah.3
L’aube d’anjiro
May ny andramenako! May ny andra andra menako! Nodoran-dry tsivalahara teo am-parafara! 5 may ny andra. Menako! Kila teny am-paratazan’ny tsy misy e! Tsy manjary, toka-nify! Tsy valahara, tsy vakiatatra hataoko tsentsin-tatatra 10 andramay, andramena! Mena maso miandra! Miandry mila ndeha hanenjan-tsandry! Maty ialahy ...
Tompo ô! Hitanao miharihary fa tsy mitovy ny fijery ho an’ireo mpitondranay samy miezaka mameno na somary ilana hery ny tombontsoany avy. Tokony ho notanisain’ny mpanoratra eto ilay fijery tsy mitovy ananan’ny mpitondra, saingy nosoloiny teboka telo izany. Ohatra 2 tononkalon’i zazangaly, valalabe mandry
Ilangilangy felana indaosina eo an ivo irikatra ny tanjona iombonana fanilo
Ambarao an’izy ireo fa tsy mendrika ny hiaina
Badiry talen’ny sekolim-paritany nisy an’i faly, olona masiaka sy entitra tamin’ny fifehezana ireo mpianatra p.165 dadafara mpampianatra tao amin’ny sekolim-paritany, olona mafana fo ary anisan’ny mpitolona tamin’ny tabataba, sahy nanohitra ny tsy rariny nataon’ny talen-tsekoly ramasy lehiben’ny toby tany amin’ny alan’...
Ireo mpanao vako-drazana
Tsinjo koa izany ao amin’ny kalon’ny tantsaha 139
Ny fizarana voalohany, dia natokana tamin’ny famahavahana ny mombamomba ny mpanoratra sy ireo hery namolavola azy.
Nitady silaka tsy hita teny anelanelam-piainana; ka navezivezin’onja, fefika indraindray dia niari-pahoriana, nifika ranomaso. Izay vao nisy isika !
Mahagaga noho izany mbola sahin’izy reo ny misisika hatrany mbola hitondra, mbola ho eo
Dictionnaire linguistique. Du 01 jolay 2013. Html théorie structuralisme. Du 05 jolay 2013. Troubeskzoy théorie structuralisme. Du 09 jolay 2013. W. Meieat. Gov. Mg 2013 06 simeon rajaona-dun-horizon-a-lautre structure du malgache, problème demorphologie malgache, les phénomènes morphologiques en malgache, elément de m...
Md3 haiteny fifehezanteny rafitra had em mtt
Tamin’ny taona 1996 no nisian’ny adin-kira gasy, ka izany no tsy nanovanay ny anarany. 83 gilina vy maranitra fipaihana vato
Tsihika tsihitsihika tsihifina
Vaovao laharana 588, tamin’ny 03 febroary 1968.
Ny fomba fisainana amam-piheverana iombonana dia ireo fiheverana samihafa ampiasaina eny anivon’ny fiarahamonina izay iarahan’ny rehetra manaiky120. Manamora ny fandresen-dahatra ny fampiasana azy ireny satria tsy mitondra zava- 117 p. Breton, op. Cit, tak.67 l’appel à des présuposés communs est largement utilisé, nota...
Ny masonkarena amin’ny kobandravina sady tsy asa mora ny fanamboarana koba no tsy vitan’ny tsy manam-bola ihany koa, satria sady sarotra tadiavina ireo fitaovana ilaina no lafo ihany koa ny masonkarenan’ny kobandravina iray vilany, araka ny fafana faha-15. Fafana 15 akora ampiasaina lanjan’ny akora tombambidin’ny akora...
Ny saina no ahafahan’ny olona mikaro- kevitra samihafa.
Tina nandalo tany amin’ny ray aman-dreniny izahay mianaka vao nakaty; nilaza ry zareo fa any toamasina indray izy fa nandalo kely fotsiny taty. Rakalo hay va re! Efa any no tiany dia aleo izy ho any e! Ka inona daholo ny vaovao tany e! Tina vaovao tsara daholo ry neny rakalo a! Mbola any daholo ireo ray aman- dreniko; ...
Antitra mamboly hazo !
Mitaiza sy mandrotsy izato firenena ilay mpamoron-kira manoro sy manarina raha to aka mila hivena sy voaviravira 5 raha toa ianao ka kivy, io fa mitomany ny fiainanao fa ratsy izy no manarina, manolotra ny mamy manome ny vatsy
Mpimasy 69 asman mpisikidy monina ao ankiakandrefana maroantsetra, 39 taona. 70 mpitsabo folaka 71bejo vavy antitra 72 taona, monina ao ankiakandrefana maroantsetra. 72araka ny fanadihadiana natao tamin’i jacqueline monina ao ankiakandrefana ny 13 jona 2013 tamin’ny 3 ora tolakandro. 73 tsy voan’ny nataony 74 araka ny ...
Mandritra ny fiarahana no ahatarafana tsikelikely ny tena fitiavan’ilay tiana. Rehefa tsapa fa olo-mendrika tokoa ity notiavina, dia sahy aboraka ny faniriana hiara-dalana aminy mandrakizay. Araka ny fahitan’ny mpanoratra azy, dia fomban’ny mpifankatia rehetra ny mifampizaha toetra mandritra ny fifankatiavana. Koa rehe...
Fanontaniana ho enti-manadihady i- feraomby 1- inona no niandohan’ny anarana hoe feraomby ara-bakiteny sy ara-kevitra? 2- ahoana ny fomba fanatanterahana azy ? 3- iza avy ireo mponina manatontosa azy? 4- firy isan-jaton’ny mponina ao anororo no mandala ny fomba amam-panao feraomby ary firy isan-jato no mandala ny fivav...
Teny fisaorana
Ny andro sy ny any no miverimberina eto mba hampivoitra ny fifandrohitan- tsaina ao an-dohan’i miaro. Toa te hilefitra hitady ny marina, nefa toa miziriziry koa sao hamaly faty azy i felana. Raha olona misaina sy mandinika mantsy tsy hiandry ny loza hihatra vao hitady fiarovan-tena. Tsy zakan’i miaro intsony ny adin-ts...
Ny tokantranony hoy i lyra ao amin ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe sendra anao nefa lahy ny fo tsy nety nankatoa! Nekeny fa tsy to ireo baiko tany aloha! Narodany avokoa ireo manda fefiloha! Fa sendra anao nitia ilay tia anao doria! V. A tak 20; and 6 hita ao amin io ampahan-tononkalo io fa tsy nijanona tamin i...
O! Ry dada mionona, hamafiso re ny aina, aza kivy na mirona, fa ny lanitra handrandraina!
Na izany aza, mba hanampy ny fitadidiana ireo angona azo, dia nampiasaina ihany koa ny paikady fandraisana an-tsoratra sy ny fandraisam-peo ary ny fakan-tsary. Rehefa voaangona ny akora dia niroso tamin’ny fandrafetana an-tsoratra izahay.
Rantaolo ahoana àry itsy izy ? Izaho halina tontolo alina, tompoko dia niereitreritra aho hoe moa mandroso sa mihemotra ny malagasy? Raha mandroso noho ny razana izy, inona avy ny tombony? Raha mihemotra kosa , inona no mahalatsaka azy? Niady fatratra teo ny saiko, ka tsy nahita tory aho, ka hiresaka aminareo. Saika hi...
Voly voatsangan-kiady ka izay mitady handrava izany dia jiolahy. Tak. 18 ampitahain-dratovo amin’ny tany voafaritra ho manan-tompo ny fitiavan-dranivo sy rasela ary tsarainy ho olon-dratsy izay mbola mikasa hampisaraka an’ireo mpifankatia ireo. Fomba entiny misakana an-drandrenja sy ilezoma tsy hanery azy hanao izay ah...
Carte de localisation de la region de vakinakaratra
Mpanampy rasolo, noro, volasoa ravaka dokotera, mpitandro filaminana ny fotoana nis ehoany efatra taona
Va tak 110 ; and 5; andl 15 228 va tak 30 ; and 7 ; andl 37
Eny ! Hihonona izy ! Hihonona mangina ; nefa itompoako fa ny ratram-poko raràna tsy hitia anao ilay lalainy hivolana ho dina dinako am-panahy kaloiko samirery !
Ny fomba hialana amin’ny fahantrana
Lasanao ny foko fa ianao no tiako ! Rava ny toloko nanemitra ny laiko
Ho anao izay mitomany fa nidonam-pahoriana, na leon’ny eto an-tany fa voafitak’olon-tiana; ny raho-mitatao tsy maintsy mbola hisava ihany; ny mangidy nentinao mbola hivadika ho mamy.
Manampy izany, namela tantara lehibe eo amin’ny tantaran’i madagasikara izy noho ny tolona lehibe nataony tamin’ny 1929 izay niantsoantsoana ny fahaleovantena ho an’i madagasikara.167 koa tsy mahagaga raha toa fitiavan-tanindrazana goavana no hita ho misongadina ao amin’ny tantara. Koa eto dia i ravalo sy isolo no idea...
Boky ii, tak. 130 90 boky ii, tak. 117-119 91 boky ii, tak. 134-135 92 boky ii, tak. 136-138
Sary 03 dreny ao manankasina -02-16
Antsinanana rary, rafitra, zaitra 28
Madagasikara kalokalo tatsinanana
Raha mba nieritreritra ny hanatsara ireny zava-misy ireny isika, na ho tafiditra aza ny avy any ivelany, angamba mba ho nanano sarotra kely ihany, ary tsy ho raikitra hoenti-milaza ny zavatra tsy zarizary sy tsy afa-nivoatra ny teny hoe gasy raha nahita ny zanako revo tamin’ny lalao karatra aho, indray andro, dia tsy a...
Fokontany 0 à 11 mois 12 à 23 mois 2 à 5 ans 6 à 9 ans 10 à 14 ans 15 à 17 ans 18 à 29 ans 30 à 49 ans 50 à 59 ans 60 ans total total généra l
Rabenofinofy, haridosy, 18 janoary 2008.
Voly volivoly volena
Fikrifama fifanampiana kristianina ho an’ny fampandrosoana eto madagasikara
R2 ny hasin’ny lakato sy ny do ao bejiro taloha fa ela tokony fa ho 70 tao zay nisy nahoda raiky atao hoe alivelo na fa onti any ataon-draha ana y ty renilahiko izay lovako henanikeo , ka lafa misy raha ataon- daty azy tsy teany raha mipetraky aminy reo, le lomay a y reke ka le misitriky an-dakato ao. A andesa osy ahif...