text
stringlengths
10
11k
Nombreux pensent que la littérature n’ est que simple faribole. C’ est cette vision éeronnée qui nous a incité à centrer nos recherches sur les relations entre l’histoire du pays et la littérature.
Fanasana mpanoratra
Amoronana anarana manondro olom-pirenena ny sokajy m- wa mirafitra eo alohan’ny anaran’ny firenena no fampiasa azy eto. Ohatra faransa frantsa mfaransa wafaransa ny frantsay komori nosy kômoro mkomori wakomori kômôriana
Ravelojaona. Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy. 1932 imprimerie industrielle. Antananarivo.
Matoan- karoka
Izany fiainana anaty fahantrana izay mbola iainan’ny ankamaroan’ny malagasy ankehitriny izany no tian’ny mpanoratra haseho amin’ny alalan’ny rima mifanjohy. Tsy mety ho foana mandraka androany izany, fa manaraka ny vanim-potoana diavina hatrany, mitambesatra ao am-baben’ny olona maro koa. Tsy ny hitantsika amin’izao fo...
Ny jery faobe mahakasika ny hira maintimolaly
Ara-tantara dia zanatany frantsay i madagasikara nanomboka ny taona 1896 hatramin’ny taona 1960. Ny tantara foronina ramose dia nanomboka ny novambra 1944 ary nifarana ny novambra 1947, izany hoe tafiditra tao anatin’ny vanim- potoanan’ny fanjanahan-tany.
Ny fahaiza-mikirakira ny teny compétence linguistique ity fahaiza-manao ity dia mifototra amin’ny rafitra sy amin’ny hevitry ny teny, izany hoe, ny fitsipiky ny teny26, ilaina izy ity mba hampahazava sy hahatafita ny zavatra ambara. Zavatra telo no tena misongadina amin’izany ny hairaha ara-drafitra compétence structur...
Fanampiana avy amin’ny fanjakana assurance, sport scolaire, coopérativen’ ny mpianatra fantsika, savily -taratasy fotsy
An-dafy, fa tsy misy ecole pastorale natokana ho an’ny laika. 15 nohazavainy kosa anefa, fa tsy te hanao asana mpitandrina izy, saro-pady aminy io asa io satria, miantoka fiainan’olona, anaovan’andriamanitra ampamoaka manokana, vava sy teny no tena miasa betsaka ao ka ny vava mety mihoatra ary ny teny mety diso. Ny mpi...
Ny tany dia tsy mba hilaoza-mahory, 10 dia raho-mandalo tsy honina akory ; kanefa izay ireny rehefa misava, hitohy ny taratry ny andro mazava.
Koto moramora ihany aloha ry dada a! Ka inona àry no dikan ity revôlisiônera manondrotra ny mahantra ity e?
Ireo vondron’ny mpitsara filoha dr randrianirina paul mc ens-ua mpitsara dr rakotoarison angelot richard louis mc ens-ua mpitarika dr ramanambelina henriette mc ens-ua
Araka izany ny zava-miseho eo anivon ny fiarahamonina dia vokatry ny fiaraha- miasa eo amin ny singa tsirairay mandrafitra ilay fiarahamonina. Koa raha handinika ny fiarahamonina iray dia tsy maintsy fandalinana mifototra amin ny fijerena faobe ny tontolo iray fa tsy jerena mitokana. Izany hoe; raha handinika ny fiango...
Fototra. Ireo mpianatra nahatapitra ny dingana rehetra tato amin’ity ambaratonga ity izany, dia ny fahaizana mamaky teny sy manoratra no mety hanavanana azy kokoa. Na izany aza anefa, dia misy taranja ffmom fanabeazana sy fampianarana ny maha olo-mendrika , omena lanja ihany koa mandritra ireo dingana rehetra. Koa aori...
Ny harena an-kibon’ny tany
Ny petraka hevitra
Ratsy toy izany koa no tsy maintsy hihatra aminy any aoriana , ary na tsy hivaly aminy aza izany, dia hivaly amin’ny taranany.
Rajemisa-raolison r , rakibolana malagasy, ambozontany, analamahitsy antananarivo, 2003. Tak 428 20 rajemisa-raolison r , op-cit, tak 640
Ry dobo mavany any tritriva ry feo re lavitra antsiva ry diavola-misoko takariva mba rotsirotsio ny saina an-tany, ny tahony angamba no mety ho maina, ny fakany kosa dia mbola any ihany. Tahaka an’izany ny foko, ralala, satria tsara hafatr’i dada sy neny, ka tsy mba mahazo mandositra miala, tsy mety mivadika ny efa nek...
Fandrosoam-baovao , lah .6, 29 novambra 1945
Izany, dia lasa fanehoan-kevitra peta-toko no ho hita ifandimbiasan’ny olona tsirairay eny ambony sehatra. Na kosa, tsy miova amin’ireny zaza mankalaza ny hazo noely ireny, ka mifandimby manao tsianjery eo anatrehan’ireo ray aman-dreny ara-pinoana miseho, miteny, miala; andrasana koa izay hanaraka izany foana no atao m...
Ventes produits finis 1 063 372 186
Tsilaky zava-maniry manala henatra sady maha sahisahy
Mamaky mba hahazoana mandalina na dia teo aza ireo paipaika samihafa manamora ny famakiana ny gazety, dia ilaina hatrany hatrany ihany kosa ny mamaky azy ireny manontolo mba hahafahana mandalina ny vontoatin-kafatra atolotry ny mpanoratra ho an’ny mpamaky.
Nony misy mampandroatra tsy mahay mifanamboatra
Tsy afa-miala amin’ny olombelona ny haratsiana, azo lazaina hoe tandra vadin- koditra eo amin’ny fiainana izy io. Tsy mitovy fomba fijery sy fisainana ny olona ; ny mahafaly ny iray mety manorisory ny sasany, ny mampihomehy ny sasany mety mahatezitra ny hafa, ny fahorian’ny andaniny mety ho fifalian’ny ankilany, sns. I...
Zana-kevitra 2
Tsy misy lasitra iombonana akory ny bika aman’endriky ny sekoly fa samy manao izay tiany hanaovana azy, saingy tsy maintsy atao ao an-tsaina ny fanajana ny zo maha olona ireo ankizy mpianatra ireo izay mahasarotiny ny foibem-pampianarana tokoa. Ho an’ity lisea f. J. K. M ity dia azo ambara fa manaraka ny fenitra fanore...
Jo andrianasolo
Fiheverana ny taranja samy manana ny fiheverany ny taranja malagasy tokoa ireto mpianatra rehefa nohadihadiana. Tao ireo nanana olana tamin’ilay taranja amin’ny amin’ny maha taranja literera azy, ny an’ny sasany indray amin’ny maha taranja malagasy azy, ary amin’ny maha taranja efa hita tamin’ny taon-dasa azy.
Ny fiainan ny olona ny lamim-pihavanana ankehitriny
Au fond des ciboires défroqués du boire devenus poubelles accueillant pêle-mêle projets en morceaux et c urs en lambeaux
Miezaka manakatra ny tonga lafatra hatrany ny mpanoratra mba hahafaly ny olon-tiany. Tsy mitsahatra mikaroka ireo teny entiny mandresy lahatra sy mambabo fo izy hisian’ny hafaliana eo am-pihaonana. Izay endri-pifaliana izay no fonosin’ny tsoraka , eto. Amin’ny fiainana beazina ny tanora hahay haneho ny fihetseham-po eo...
Raha tsorina dia milaza endri-pahoriana lalina ny fampifanatrehana ny fahorian’ny tena sy ny fifalian’ny hafa. Raha ny hevitr’olombelona mikasika izany dia toa miangatra ihany ny fiainana, izay lohatenin’ny tononkalon’i nampoina rahateo. Manan-kambara koa ny mpanoratra toa an-dry rado, raha miventy izany ziogan’ny faha...
Nanohitra ny fanjanahan-tany. Nandray anjara tamin’izany i harioley. Ny fitondran-tena kristianina, ny fihazonana ny maha malagasy, fa tsy ho sondriana amin’ny rendrarendran’ny vahiny no tena nimasoany. Niezaka nampivoitra ny zava-mahory nianjady tamin’ny vahoaka madinika izy. Ato amin’ny fizarana faharoa no hanadihadi...
Er marina’h , fito febroary , inthr, tak 10
Kendrena. Raha eo amin’ny sehatry ny fampianarana dia misy tanjona telo izay kendrena amin’ny mpianatra dia ireto avy izany ny tanjona ara-pahalalana
Seho 4 nenibe-dadabe-angola-aro-valohery-hendry-zefa miditra i dadabe, hendry, valohery, zefa
Saina ketraketraka
Inona kosa ny zava-baovao? V fijerena ny lafy ratsin’ny hevitra sy ny fandravonana izany. F inona no anarana mifanaraka amin’izany dingana rehetra izany ? V tohan-kevitra tsipa-kevitra ravon-kevitra f mizara firy eto izany ny asa? V mizara telo f mitadiava àry tenina mpandinika hampiharantsika izany? V ohatra fototra i...
2010-2011 loharano acdb ivato , 2011
Tahirin-kevitra niasana
Xviii 107 114
Fa izao no irina iaraha-mitazana dia olo-nambinina tia tanindrazana ; 35- izay vonon-kamonjy ny ory mijaly sy vonon-kampiely ny feo mahafaly ! , raha toa ka hitsahatra izay nisasarany, dia mbola hotenenina foana ny anarany, ny asany teto ho tsaroana satria 40- tsy maintsy handraisany valim-pitia !
Rakotomanana anjarasoa mikajy
Mn dingana 4 afenina eo amin ny manodidina ny daty izay efa voasoratra ao anatin ny taratasy kely ka amin ny alalan ny mari-dalana na signe de piste no hanoroana azy taona 1857, 1889, 1903, 1907, 1908, 1910, 1912, 1979, 1926, 1941, 1977 samy milaza ny daty
Koa aza mba misalasala fa misaora, ry fanahiko, toy izany koa, ry foko, eny izay rehetra ahiko, 35 na ny saina na ny hery, n’ino-n’inona ao anatiko dia misaora an’i jehovah anio sy mandra-pahafatiko !
Tsapa araka izany fa mialohan’ny hanaovana asa fanentanana sy miolohan’ny hiserasera dia mila midina eny ifotony mijery ny zava-misy iainan’ny olona kendrena sy ny kolontsany mba hahamora ny fandresen-dahatra azy ireo. Ankaotra izay tokony hifanentana amin’ny olona itenenana ny fomba fanehoan-kevitra, ny endrika aseho ...
Présenté par bototsara fanomezantsoa christien
Kg ny vokatra azo. Ao anatin’ny herinandro kosa dia 100 kg 400 kg ny vokatra azo, ary mandritra ny taona di 20t 80 t. Izany hoe zana-trondro 20t 80 t no ripaka isan-taona. Mampidina ambany dia ambany ny vokatry ny jono izany fahasimbana lehibe izany.191mety hahalany tamingana haingana ny trondro ny gaboraraka ataon’ny ...
Vaugirard. Paris vi. Meyer g evaluer. Pourquoi ? Comment ? Hachette education. 1995 france.175p.
Nampiasa fomba maro i harioley handreseny lahatra ny mpamaky hanaraka sy hino ny hafatra ampitaina, nahay nisarika ny sain’ny olona hifantoka amin’ny lahatsoratra izy, ary dia niezaka nanao izay hitazonana io fifantohan-tsaina io hatramin’ny farany. Rehefa hitany fa mifantoka tsara amin’ny zavatra ambarany ny olona, di...
Pc etude feno ny ora ao amin’ny kilasy voalohany araka izao hita amin’ny fafana izao, satria miditra amin’ny 7ora maraina ka hatramin’ny 12 ora atoandro ary miditra amin’ny 2
Ny fiofanana maharitra
Somary nangingina ny menalamba. Ohatra mamon-tabataba ny olona ka somary namitsapitsaka nangina ny poa-basy aman-tafondro; fa raha tahaka ny tany amin’ny faritr’ivakiniadiana, dia efa folaka ny kirin-drainibakovelo, filohan’ny mpikomy tao andratsy. Tak9
Ny ankizy sy ny tanora anisan’ny tara-kevitra hita ao amin’ny amboaran-tononkalo ny momba ny ankizy sy ny tanora. Amin’ny maha mpanabe an’i cfrlr, indrindra amin’ny maha lasalianina azy 341 , dia ny kamboty sy ny mahantra, ny tsy ampy fivelomana no tena karakarainy. Tsy mahagaga raha maro amin’ireo tononkira no mikasik...
Akoho ninon-drano, ke de azo ento-miandra faritra androy
Ny toerana nametrahana azy ao amin’ny fandaharam-pianarana
Fanamarihana ary dia izay indray no mamarana ity fihodinana amin’ny fitondrana ity fa raha mahavita ny fitondrany indray andriamatoa gaston dia miverina manao fihodinana vaovao miainga amin’ny antebe indray ny fitondrana. Dia izay ny mikasika ny mpanjaka nifandimby taoandranovolo atsinanana. Toy izao manaraka izao ny k...
Ii.3.7 ny renifeo d
Ny fototry ny interview dia ny fanontaniana efa voafantina tsara, vitsivitsy na maromaro, apetraky ny mpanao gazety, na koa ny vahoaka izay soloany tena, momba ny olana na toe-javatra iray mitranga. Ny tena ifantohan’ity fomba fiasa ity àry dia ny fikarohana izay fomba hampahalalana hevitra samihafa, hafa kely, satria ...
Tataovan’ny rahona ny andron’ny tany
Tataho harosira fandambana
Ran e 1990 firaketana ran e
Inona ihany koa no fantatrareo fa manana hasina? Cir vola volatsivaky ho an’ny andriamanjaka, hasin-jaza amin’ny famorana, hasin-tanana omena ny mpanotra.
Ahitana hevitra miharihary ny ohabolana hevitra miseho mandeha irery ohatra ranomaso tsy mahatana aina ny aina tsy ananam-piry
Araka izany, tsy mahafa-po loatra ny isa azon’ny mpianatra, manoloana ny famakafakan-kevitra. Mitombina tokoa ny fiheveran’izy ireo sy ny mpampianatra nohadihadina, fa sarotra ny famakafakan-kevitra.
Ny toerana misy ny sekoly
Fetra i seheno, satria izay no tiako. Sady tsotra izy no tsara fanahy sy antra olona, ary ny hatsaran-tarehiny no tena nambabo ny foko. Na dia mbola zokiko lavitra aza i seheno, dia tsy mampaninona ahy ny hampakatra azy ho vadiko. Tsy misoritra eny aminy loatra izany fahanterana izany. Efa nolazaiko fa ho avo fitetika ...
Ny sekoly sy ny hôpitaly dia tena iankinan’ny fiainan’ny olobelona. Tsy lavorary ny olona ka tsy maintsy marary. Ankoatra izany, kolontsaina eran- tany ihany koa ilay mianatra ka tena zava-dehibe ny sekoly isankarazany. Somary efa tranainy ihany ireo sehatra roa ireo ao amin’ny kaominina. Ny e. P. P ao tritriva, ohatra...
Fiomanana mantsy ny eto an-tany, hoy ireo mpanao lahabolana ireo, ka izay vita eto no hoentina any an-danitra any. Izany hoe, ireo fitsapana toetra mety hahazo eto amin’ity fiainana ity, dia tandindon’ny any an-danitra sahady. Noho izany, raha ratsy ny fiomanana sy ny fanazaran-tena eto an-tany, tsy ho tonga any amin’i...
Ohatra 5 ra-phi, raha izaho no filoha
Raha eo amin’ny tantaran’ny literatiora malagasy dia tsy azo sarahina mihitsy amin’ny mpamorona teratany ny mpamorona vahiny, indrindra ny misionera, izay na tsy tompon’ny teny aza dia tena nahay sy nahafehy tanteraka ny teny malagasy. Maro amin’izy ireo no nahasoratra gramera malagasy, araka ny fiheverany azy, ary tsy...
Ny fitiavako anao ny fitiavanao ahy notsongaiko ianao tao anatin’ny alinalina ny fitiavako anao efa latsa-paka lalina navahiko ianao tsy ho anisan’ny maro ny fitiavako anao tsy tiako hifangaro na dia teo aza ny hazo mimosa dia ny oliva ihany no nanintona ahy eny teo ny veromanitra sy vero nefa ny oliva no tena mamerove...
Famintinana ny fampandraisana anjara feno ny zazalahy sy zazavavy amin’ny fampandrosoana ny fiainana no tanjona amin’izao asa fikarohana izao. Naseho fa ny fampiharana ny miralenta amin’ny sehatry ny fihariana sy ny fanomezana fanabeazana mamaly ny filàna eo amin’ny fiainana andavanandro no hampandroso sy hanatsara ny ...
Allègement des charges opérationnelles nous avons constaté que les charges opérationnelles ont beaucoup augmenté. Pour corriger cela, il faut éliminer le plus possible les amendes et les pénalités. De plus, le suivi des clients est aussi nécessaire pour qu’il n’y ait pas des créances irrécouvrables.
Ny tebitebinay herinandro lasa fony ianao am-bohoka niova haravoana feno sy mitohoka ao an-tratranay ho santatry ny soa
Boky fampianarana ho an’ny kilasy famaranana no iompanan’ity asa fikarohana ity fomba famolavolana boky fampianarana ny taranja malagasy ho an’ny kilasy famaranana, miainga amin’ny fandinihana sy fitsikerana ny boky fary mamy t.12 natao hanampy ny mpianatra handalin- kevitra, ary hahafahan’ny mpampianatra manatevina ko...
Ratany, tonombavaka , and.5, in vondrona ambara 2, tak.19 361 eliza freda, mino aho , and. 5b, in vondrona ambara 1, tak. 104
Tina nefa avy eo maimay ny hisaraka!
Momba ny fiforonan’ny voanteny jangwany toeram-pivoahana raha miohatra amin’ny voanteny jangwa, jereo any aloha.
Ny andininy
Ny lohatenin’ny asa fikarohana
Misy mody malahelo nefa tsy manana na inona na inona
Guy rocher, le changement social, ltée, editions hmh, 1968, p 196
Ratranao tsy mety fefy, sentonao tsy mety tony, masonao tomefimefy, haninao mamolivoly, 15 indrisy kosa, hositraniko aiza moa no avelanao handriaka, ’zato sentonao tsy toha ’zay tsaroa-mamikavika 20 sy miavosa.
Nombre de cantines scolaires
Ramalagasy, eritreritra ny ho amin’izay toetran’ity firenena ity , in mpanolon- tsaina, 1911, tak. 54-55
Izany fotsiny ihany, ry madagasikara firenena mamiko, izany fotsiny ihany izany fotsiny, no hany faniriana mandoro ny fanahiko firy taona maty. Ary izany fotsiny, no afon’ny fitia miredaka ato anatiko, tiako ifampianianana aminao sy amiko. Kanefa, hoy aho, indrisy! Fa hatramin’izao, na izaho manokana na indrindra ianao...
Mba tadidio zareo izato pasy
Ohabolana ny amin’ny fahamarinana sy ny fitondrantenan’ny hendry
Etablissement admis en cp2 admis en ce admis en cm1 admis en cepe admis en 6e 1 ambalamarina 21 59 29 36 18 28 2 ihazofotsy 30 90 28 40 13 35 3 andramboniovory 08 17 19 34 4 10 4 lefakeloka 20 14 5 0 5 0 5
Ny radiô akon’analanjirofo radiôm-panjakana ny akon’analanjirofo. Ny taona 2005 no nijoroany voalohany teto fenoarivo atsinanana. Mandray anjara amin’ny asa fanabeazana ny ankizy sy ny tanora ity radiô ity. Nanomboka ny taona 2013, dia nisy fandaharana iray antsoina hoe tafatafa mahasoa vokarin’ity radio ity. Fandahara...
Rocher g 1970
Tina ka mahasosotra anie ny mijery ilay raharaha tsy milamina e!
Tovana iv tohin’ny tantaram-piainan’ny mpanoratra
Mamelovelo tononkiran’ny livi-kavana
Manaraka izany dia isaorana ianao andriamatoa raharijaona alphonse, nanaiky am- pahatsorana hitarika ny fitsarana izao asa izao. Fantatray tokoa ny adidy aman’ andraikitra sahaninao, nefa tsy nanosi- bohon- tanana ny fiangavianay ianao. Andriamanitra ilay manan- karem- pahasoavana anie handrotsaka ny andon’ny lanitra s...