text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fehezanteny fohy kosa no nandokoan’ny mpanoratra ny fahatairana sy ny fitaintainana teo am-pahitana an-drobena voa mafy noho ny ratra nahazo azy. Toy izao no nilazan’ny mpanoratra izany robena! Safotra izy! Tena reraka mafy loatra. Robena a! Mandre ahy ve ianao? Valio aho. Izaho ihany ity e! Nanja! Robena valio aho!... |
Ii.3.4 difficultés de maîtrise de la gestion |
Rajaona, op cit, tak 62. |
Ny mari-pizahoana ao amin’ny fitenenana amin’ny tsikera ara-drafitra, ny mpisolotena izaho, ohatra, dia lazaina fotsiny ho mpisolo tena laharana voalohany. Eo amin’ny fitenenana kosa dia ny seha-pitenenana no mamaritra ny tondroiny. Ohatra raha miteny rakoto hoe izaho no namono ny jiro amin’izany dia fantatra fa ny ton... |
Tsenatsenain’ny feon’ny vivy mitranga manitrika. Tsy ny vorona ihany no maneho ny fahavelomany fa ao koa ny biby toy ny omby aman’ondry faly havanja eny amin’ny tanim-bilona maitso izay lalovan’ny rano madio. Ary izany rehetra izany mamelombelon’aina ny olona arahin’ny mpiandry azy faly, mivimbina sodina. |
Ho sasa-poana ny raho-miserana hanova ny lokon’ny lanitra fa efa fitiavana latsaka an-kibo ny anao razatovolahy, ka na hananganam-pamaky aza tsy hiverina ilalana intsony. |
Ny tiana resahana ato amin’ity fety samy hafa ity dia ny karazam-pety rehetra ahafahan’ny olona mifamory toy ny fetim-piangonana, tsingerin-taona, fampakaram- bady, famadihana, famorana, fetim-pirenena sy ny sisa izay isan’ny sehatra ahatarafana fitoriana fitiavana ihany koa. |
Rehefa nahazo toky tamin’ny finoana ny kristianina dia niezaka hanome toky sy hampitoetra ny rehetra ao amin’ny famonjena. Fehezanteny mifamaly rafitra tsiroaroa miisa valo no mandrafitra io hira io, raha tsy isaina ny andalana fahadimy sy fahenina, misy ny mari-piverenan-kira , tahaka izao izany hitako ny lalantsara a... |
Ny sombin-tantara dia asa soratra fohy, fitantarana fohy maneho toe-javatra tena |
Toko i nanjary boto mpantsaka rano sy misahana ny asa aman-draharaha rehetra tao amin’i voahangy anabaviny i tsiry rehefa tsy nahavita hatramin’ny farany ny fianarany ho mpitantan-draharaha teny amin’ny ambaratonga ambony. Na dia teo aza ny latsalatsa azony tamin-dramily zaodahiny, dia tsy nanakana azy tsy hanefa ny an... |
Anjiro 1928-1932 |
Ravoajanahary c. , vokatry ny fisainana vahiny teo amin’ny literatiora malagasy , takila 27, in fary mamy-kilasy famaranana, nosoratan’i rabemolaly fanomezana sy ny namany, edisoina salohy, 1974, 278 takila, razafintsalama s j. , tari-dalana hoenti-manadihady ny fomba malagasy sy ny finoana kristianina, lib. Md paoly, ... |
Claparède, l’ecole devrait être une préparation à la vie. Mais la vie ne sera pas la même pour un fils d’ouvrier de chez renault et un fils du paysan betsileo. |
Tsy misy mahavita tena eo amin’ny fiainana fa tsy maintsy mila ny fanampian’ny hafa hatrany, na eo amin’ny sehatra inona na eo amin’ny sehatra inona. Toy izany koa i abel ratsimba na ahoana na ahoana fomba sy ezaka nataony mba hahatratrarany ny tanjona nokendreny, dia tsy ho tonga teo izy, na dia tiany tahaka ny inona ... |
Hita ao amin’ny tononkalo fiainana tk.47 , indrayny hoe izay tsy mahay sobika mahay fatram-bary , ao amin’ny andininy fahatelo andalana fahatelo. Entina milaza izany fa ny olona rehetra dia samy nomen’andriamanitra talenta avokoa, saingy tsy mitovy. Izany hoe tsy misy olona afaka hilaza fa tsy mahay na inona na inona, ... |
Isan’ny tsangan-kevitra najoron’ny ntaolo ho filamatra, ka nataony hotratrarina teo amin’ny fiainany ny fanahy. Nomen’ny mpanao lahabolana anjara toerana lehibe izany amin’ny kabary am-pianakaviana. |
Maneho izany koa ny tenin’i jery tamin’i sota manao hoe jery tsy nampoiziko ho tovovavy sariaka be ohatr’izao ianao! Noheveriko ho karazan’irony sipa masiaka be irony hatrizay, hay tovovavy mahafinaritra be ohatr’izao. Ny volo lava manonjanonja, ny bika amin’ny le oui tsara. Vao sambany koa aho nahita anao nanao zipo f... |
Mihilana ny andro, miloko ny alahelony ny vodilanitra iny mangorona ny elony mivasoka ny rentin’ny rahona mihiratra zohin’ny alin-kely ny lanitra mamiratra. |
Ambaran’ny mpanoratra eto, fa iray ihany na i paoly na i apolosy. Izany hoe, mitovy avokoa rehefa mpanompon’andriamanitra. Io tenin’i harioely io dia hamafisin’izay voalazan’ny baiboly manao hoe koa inona moa i paoly? Ary inona moa i apolosy? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo. Izaho namboly hoy paoly ,... |
Ii. Ny vokatry ny fampitana |
La base efficace de l’audit interne dépend d’une intense collaboration entre la direction générale et lui. Cette collaboration se manifeste d’une part pour l’acceptation de la direction générale au travail d’audit et par un soutien qu’elle lui accorde et, d’autre part par la volonté du service audit de fournir un |
Manitra andriamasinoro kalo sisa, tak 57, va tak 35 86 indria b jacqueson, kirihitra tak 37 , va tak 39 |
Sy ahazoako maminy |
Ireo mpanorina azy rapatsalahy paul idealy-soa sy i parson emile p. E. De la marquise no niara-nanorina ny trano printy takariva. Taty aoriana dia rapatsalahy paul samirery no tompony. Ankoatra azy roalahy ireo dia maro tamin’ireo mpanoratra no niara-niasa taminy ho fanatsarana bebe kokoa ny asa |
Ny ray aman-dreny sy ny zanaka amin’ny ankapobeny no mandrafitra ny ankohonana iray. Io no fiarahamonina kely indrindra. Ilàna firindrana koa ao, mba hisorohana ny disadisa mety hitranga. Amin’izany, dia tsara raha manaja ny lamina napetraka, ary ifanarahana ny tsirairay. Ndeha àry hosoritsoritana ny andraikitry ny ray... |
Koa satria fanehoan-kevitra an-gazety no ifotoran’ny asa arosonay, dia noheverinay amin’ny maha-fifandraisana azy ny tsy maintsy nampifantohanay ny fanadihadiana natao tamin’ireny lahatsoratra ireny amin’ny lalànan’ny fandaharan-teny. Misy lafiny dimy no heverinay fa manan-danja eo amin’io lafiny io, dia ireto izany a.... |
Araka ny tantara, ny fizaram- bolana teo amin ny betsileo no namaritra ny fotoana nanaovana ny savika voalohany dia ny volan- drimorimo sy ny volambe tohaka ka ny isam- pianakaviana no mikarakara azy io. Taty aoriana kosa nahitana ny savika avokoa ny sehatra rehetra idirana ao anaty fiarahamonina. Amin izao fotoana iza... |
Avaratra andrefana kaominina androhibe |
Hita taratra ao ny fisotroan’ireo olona ny toaka mba hahafantarana bebe kokoa ny hafaliana misy ao amin’ireo fiarahamonina sy ny firaisan-kina. |
Pguiraud p. Kuentz , op cit, p 316 il euiste une relation étroite entre la structure linguistique et la structure littéraire |
Haimah natoko ireny rehetra ireny fa be ny tsy nety nataony notereny aho hanala zaza, ka dia nataoko nakadilo ny sofiny ny feon-jaza mitomany. Rado efa nisy izany koa! Ary ianao ihany izany no mandamina ny trano sy nibata azy tao amin’ny w. C. Haimah izaho no nametraka azy tao amin’ny w. C, satria nandoto ahy tanteraka... |
Io no tena fahavalo izay nandrapaka an’i dada teo ny zoky no nimalo, teo ny zandry no nirada! |
Tsia tsy voafaritra sy tsy mazava ny ambaran’ny tanjona. Eny |
Raivo mandehana ianao mandeha any ry ilay devoly ratsy ity a mikiakiaka mandehana |
Amin’ny tsanganana iray ihany koa, dia mihavitsy ny isan’ny andalana amin’ny andininy farany amin’ny ankapobeny. Indraindray aza, andalana iray ihany no hita ao amin’ilay andininy famaranana. Tahaka izay hita ao amin’ny fantany t14 122 nivelatra maraina ’lay vonindraoziko iny, ka efa nosoloiny ny felana malazony. Nitsi... |
Izany fomba fisainan i rondro izany no tian ny mpanoratra hananan ny kristianina. Ho kristianina tia fihavanana, ka na inona na inona mety ho fahadisoan ny iray aminy, dia tsy hamela azy ho irery, fa hanampy azy araka izay azony atao. |
Tsy mety tony, fa maika mihamandroa ny foko te hitroatra miampify any aminao |
Indro fintinina amin’ity fafana ity ireo karazan-drima sy ny isan’ny tononkalo ahitana izany, ary ireo mpanoratra azy. Fafana lah 01 ireo karazan-drima sy ny isan’ny tononkalo ahitana izany |
Amin-drajemisa-raolison, ny famakafakana dia anarana ahitana ny teny fototra hoe faka , izay midika hoe fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; ary fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana .62 |
Ny tombana |
Kerbrat-orecchioni,2002, tak. Dans cette perspective, l’unité supérieure qu’atteint l’analyse, c’est la phrase |
Ao amin’ny ma dia eo afovoan’ny tantara no misy ny faty olona dia ny fahafatesan- dranandria sy chrisostome ra-jean. Ahitana sokajin’olona maro ireo olona maty. Ny lehilahy no betsaka noho ny vehivavy. Raha araka ny sokajin-taona indray, dia ny tanora no maro an’isa indrindra 20 ka hatramin’ny 30 taona eo ho eo. Manara... |
Flament 1965. |
Raha jerena eo amin ny fomba namokarana azy, ny atao hoe lahateny dia vokatry ny fanambarana am-bava na an-tsoratra miaraka amin ny toe-javatra nahatonga azy 19. Noho izany, ny tanjona amin ny fandinihana lahateny dia tsy ny hikarohana izay tiany holazaina fa hijerena indrindra kosa ny fomba ilazany azy 20. Barry, 2002... |
Toko ii ny fahoriana |
Programmes scolaires classe de 11éme, imprimerie cnapmad antanananarivo, 121tak programmes scolaires classe de 7éme, imprimerie cnapmad antananarivo, 237tak |
Tovona maha- no maneho ilay mari-panambarana mahagaga, mahafinaritra |
Mahita anareo izahay e; sahalan’ny tsy ho faty ny aina, e, nahoana e? |
Tatsy afirika rava ny apartheid tatsy afirika atsimo. Tafakatra teo amin’ny fitondrana ingahy nelson mandela. Anisan’ny niavaka tokoa izy raha mitaha amin’ireo mpanohitra ny fanavakavaham-bolon-koditra niaraka taminy. Sahy nanohitra tsy amin-tahotra izy. Tsy natahotra ireo fampahoriana isan-karazany izy. Niaretany avok... |
Olivier de sardan, george balandier 238 g. Winter in l’anthropologie économique et le dévelopement |
Ny toerana rehetra moa samy manana ny tantara niforonany avy, ka holazaina fohifohy ny tantaran ny mponina ao amin ny kaominina ambanivohitra beandrarezona. Foko tsimihety no tena ankamaroan ny mponina ao amin io toerana io. Misy ny tany niandohan izany foko tsimihety izany ary ny nahatonga ny anarany aza dia misy tant... |
Maro ireo solafaky ny ota misafelika, fa sambatra ny afaky ny famelana heloka dia ondry iray nania sy efa nikodia kinanjo sendra anao nanavotra azy tao! |
Ny lesoka teo amin’ny asa fampandrosoana amin’ny ankapobeny ny mpanao asa fampandrosoana dia samy manantena vokatra tsara amin’ny asa fampandrosoana ataony. Misetra olana ihany anefa izy ireny indraindray ka mahatonga ny tsy fahombiazana. Ny mahakasika izany indrindra no hojerena manaraka eto. Dinihina voalohany anatin... |
Index. Php? P display a id 2558 son rôle n’est pas de faire tort à l’un ou de donner raison à l’autre 20 p display a id 2558 il est appelé à leur donner des leçons 21 id. Com culture don-tany sy kapo-tandroka de l’usage des joutes oratoires dans le kabary les concours se fait devant un public nombreux |
Ny fehezanteny mivadi-drafitra rafitra maningana ity rafitra ity, satria rehefa manantitrantitra hevitra, na toe- javatra no ampiasana azy. Ny fomba entina manatanteraka izany, dia ny fampiasana ny kianteny dia , na no , na ka , na o ny dia manantitra ny em, ny no sy ny o manantitra ny l, ary ny ka manantitra ny l ihan... |
Ohatra 1 mipetraka eo ambony vata i soa. Miondrika mitan-takolaka. Mandefa eritreritra i soa. Misaintsaina izato fahavoazan’izy mianaka. Fahavoazana lalina mihitsy. Dia mba ahoana izao no halahatr’ininy raha tonga izy ka hahita ity trano may ity. Angamba handraiki-marary izy. Aza hitako ! Nitraka keky izy. V. A. Tak. 1... |
Lahatsoratra famotopotoran-kevitra |
D’intcrvcnir u ! D i bul t! E l , vr 1l’ t! Urc d ei et , l! S t ! L, l! T de |
Oniversiten’antananarivo |
Samy nahitana ny fitovian’ny fihetsik’i eliza freda sy i samuel ratany na teo anoloan’ny fiainana izany na teo anatrehan’ny fahafatesana. Hofakafakaina misimisy kokoa ny vontoatin’izany fihetsiny izany amin’ity zana- 214 taine, le xixe siecle, ed. Bordas, coll lagarde et michard, 1969, p. 991 tous les sentiments, toute... |
Ny mpamorona azy |
Rodolf azafady àry leitsy zandrikely a aleo aza vitaina am- pitsanganana eto ny resaka. Victor tsy tiako koa ny zandrin’ialahy izany e lazao izay tiana holazaina dia mandehana fa maika be koa aho. |
Boky faharoa asa fikarohana |
Nitsaoka niainga aho fa tofoka tao nentanin’ny foko izay tola sy lao henoy izany antsony mba henonao? Mameri-mitory iry raho-mandao. |
Ny teboka roa eo anoloan’ny fitanisana |
No hatavy hatrany hatrany, sady koa hoabe harena, ho bolangina aoka izany amin’ny vary sy ny hena. Aoka foana ho azy ireny ny isam-bola an-tapitrisany; |
Fampiharana azo ampiarahana amin’ny fotoana mitovy ny fanatanterahana ny fanomabanana ffom sy ny fomba fiasa marp. Vokatra andrassana amin’izany ny hampisehoana ireo dingana tsy maintsy lalovana amin’ny fanefena tanimanga sy y mety ho antony ka mahatonga azy tsy hivoatra. Ity fafana faharoa ity no hanehoana izany rehet... |
Misy i reo faritra toy ny any atsimo izay t sy mihinam- bary i san’ andro fa vao t sy ela kosa no nampiditra izany teo amin’ ny tontolony asa 40 taona teo ho eo ? , indrindra ny fotoan- dehibe toy ny savatse, ny bilo ka henatra ho azy i reo ny tsy mamaham- bary ny vahiny . |
Ny olana nosedraina sy ny vahaolana noraisina |
Par équipe après ces compétitions, les surfaces labourées servent aux cultures, donc le choix de l’endroit et de l’épreuve se fait en fonction de la culture à faire sur le champ. Q-8 comment choisissez-vous la superficie de la parcelle effectuée en discipline chronométré et d’endurance ? On a pris comme référence la gr... |
Miseho amin’ny endrika aa bb izy. Ahitana rima mifanjohy ny tononkalo hoe ny tia ny fireneny206 ao no ilazan’i er marina’h, fa ilaina ny fifanjohian-kevitry ny mpitondra sy ny vahoaka entiny. Anisany miantoka ny fisian’ny filaminana sy ny fandriampahalemana izany. Ataon’ny mpanoratra tohy vakana ny fitanisana ireo toet... |
Isan’ny mpiandraikitra |
A, tf1, nahita angano , tak. 24 208 v. A, tf3, sarotra alamina , tak. 90 |
Ntsô tesa anie aho rahavako ilay manja kely ity ! |
Miray fanatanterahana fomba, mijery no omanina, harona |
Ramandimbilahatra m asa maha-olona itsenana ny ho avy. Antanananvo, 2006, 36 tak. |
Mampitovy ny fahafahana amin’ny maraina ny mpanoratra. Hazavao ny hevitr’izany ? |
Ny anjaratoeran’ny do ao bejiro mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny olombelona andavanandro eo amin’ny fiaraha-monina misy azy ny do ao amin’ny lavabaton’i bejiro. Koa tsara raha idirantsika lalina izany araka ny fanadihadiana izay natao. |
Niandohan’ny fitiavan’i lala sy i lisy, hatreo dia tsy naniry ny hahalala ny momba an’i lala intsony i lisy mba hahafahany mitia azy araka ny vetsovetsony, dia fitiavana mahery vaika, fitiavana soratana amin’ny sora-baventy, fitiavana fotsiny izao tak 208 nanomboka teo dia niaina tao anatin’ny fahasambarana izy roa, ha... |
Tsy nataonay hampiraviravy tanana, anefa, izany, niezaka nikaro-bahaolana hatrany izahay. Hahamora ny fanangonana ireo akora ampiasaina dia nitady fotoana nahafahana nifanolo-tanana tamin’ny zanany, izay nitahiry ny ankamaroan’ireo asa soratra novokariny izahay namadibadika ireo antotam-boky isan-karazany mety nahitana... |
Répondant au maximum aux besoins |
Mila fanamboarana kely. Tsy latsa-danja amin’izany koa ny torohevitra nomen’ireo mpampianatra mpanabe mba ho fanampiana sy ho fanohanana anay. |
Manoritsoritra ny amin’ny hasina o amin’nv isam ky h isin’riy bitairay |
Drafitry ny asa |
Amin’ireny foto-pisainana lehibe ireny sy ny fomba fahazoan’ny sainy izany hita amin’ny fomba fiainany ny psikôlôjia taty aoriana mandinika ny fihetsika araka ny fomba fampanekena ny biby, ny psykôlôjia mandinika ny zaza sy ny fijoroana vavolombelona araka ny fandinihana ny toetry ny mponina amin’ny faritra iray no aha... |
Ny sehatry ny fampianarana no nirotsahanay tamin’ity asa fikarohana ity. Tamin’izany, dia nisafidy ny fomba famolavolana boky fampianarana izahay. Midadasika loatra moa ity sehatra ity, dia noferana ho amin’ny fomba famolavolana boky fampianarana ny taranja malagasy ho an’ny kilasy famaranana, miainga amin’ny fandiniha... |
Amoron’ny arabe talaky maso ny toerana misy ny sekoly. Maro ireo taxi be , fiara fitanteram-bahoaka mandalo eny amin’ny faritra misy ny sekoly. Noho izany dia tsy sarotra ny mamonjy ity toeram-pianrana ity. Afovoan-tanàna no misy ity sekoly ity, ka maro ireo zavatra manodidina ny sekoly. |
Richaudeau, op. Cit. Tak.3, la première ligne du paragraphe commence par un blanc. , tak. 70 56 f. Tak.3, la première lettre du premier mot de chaque paragraphe est composée normalement sans la rentrée définie précédemment, mais, pour marquer le passage d’un paragraphe à l’autre, on ajoute une ligne de blanc. 70 57 f. ... |
Amboaran-tononkalo, tak. 174 |
Ny mpampianatra ho an’ny ambaratonga voalohany hofanina mandritra ny roa taona ao amin’ny sekoly voaomana ho amin’izany. Amin’ny mpianatra mahavita ny ambaratonga faharoa fototra no handraisana izay hofanina. Ny mpampianatra amin’ny ambaratonga faharoa fototra hofanina mandritra ny telo taona. Izay nahavita ny ambarato... |
Ohatra 2 eny, ray ô ! Ary anefa indrisy ! Fa dia tsy mba misy tanana mitsotra vonona hampitony, na hoe singan’olona mihaino intsony intsony ary izay tantara tsy maha-te-hiteny, tsy maha-te-hilaza mihitsy mihintsy aza, dia ny ankabeazan’izy rehetra ireny, tsy menatra mandingana isaka alahady ny tokonanao320 |
Maro ireo fitaovana ampiasaina ao amin’ny sekoly. Anisan’izany ireo kojakoja samihafa hampandehanan ny fampianarana, toy ny tsaoka sy ny taratasy ary ny fitaovam-panoratana isan-karazany. Misy trano famakiam-boky ihany koa ao amin’ny sekoly. Ahitana ireo boky fanovozam-pahalalana samihafa ary misy koa boky natao hialan... |
Ampifandraisin ny faingo mihantona ny voanteny sy ny mpisolo tena ao aoriany amin ny foto-teny mitsaikona miafara amin ny na milatsaka tanteraka io faran- teny io ary misolo faingo mihantona teli nay ? Telina-nay ? Teli na -nay telinay foto-teny telina ravi ny ? Ravina-ny ? Ravi na -ny raviny foto-teny ravina raza nare... |
Ny toko faharoa no nanehoana fa olon’ny soratra sy ny asa famoronana i faralahy. Vokatry ny famakiana boky sy ny fahitany ny talentan-drainy ary ny talenta voajanahary efa tao aminy no nahatonga izany. Ny tantara foronina sy ny tantara an-tsary no karazana asa soratra novokariny. I faralahy na i idealy-soa zanany no so... |
Ny anatra manoloana ny fitiavan’olon-droa ny anatra manoloana ny fitiavana eo amin’ny mpiara- belona ny anatra manoloana ny fitiavana eo amin’ny fifandraisan’ny mpinamana ireo sehatra telo ireo no iompanan’ny fandalinana ao amin’ity toko voalohany amin’ny fizarana voalohany ity, ka hojerena voalohany amin’izany ny anat... |
Na dia nolazain’i frantsa aza fa asa fampandrosoana izay rehetra nataony, dia vao mainka sorena noho ireo fampanantenana poakaty sy ny ronono an-tavy nataony ny malagasy. Nihamafy hatrany ny didy aman-dalàna manaporitra ny zanatany tsy nijanona tamin’ny fampiharana ny indigénat 24fa mbola natsangan’i marcel olivier tam... |
Sosona ity, miteraka t ny fifanahafana ao amin’ny au satria t no zana-peo tsotra manaiky ny zana-peo a mitondra ny herin’ilay zana-peo sosona . |
La religion traditionnelle dans le sud malgache chez les ntandroy in le christianisme dans le sud de madagascar mélanges, ambozontany- fianarantsoa, 410p. |
Misaora an’i jehovah ry fanahiko ry fanahiko ato anaty, mitrakà, jereo ny lanitra, loharanom-pitahiana sady lapan’andriamanitra, ka misaora an’i jehovah, hamasino koa ny anarany ; manandrata fiderana noho izato fandaharany ! |
D’injao milefa ny kalo mivaivay anatintsika iray am-po sy am-panahy |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.