text
stringlengths
10
11k
Ny petraka olana sy petraka hevitra 9
Beazi ko beaziko
Mitohy anefa ny tantara ! .
Ara-piarahamonina fandroahana ny mpanao ratsy tsy ho mpiara-monina intsony, tsy misy mahazo mifanerasera aminy. Voaozona ihany koa ireny olona ireny satria efa nandika ilay velirano nifanaovana, ka izany dia efa tsiny babena ao an-damosina. Ara-panjakana rehefa tsy voafehin’ny fiarahamonina intsony ny mpanao ratsy dia ...
Raha aravona ireo rehetra voalaza ireo, dia azo ambara, fa sarin ny fiainan ireo tanora malagasy iharan ny tsindrihazolena sy ny fanararaotana samihafa no asongadin ny rehitra hambom-po sy fa velona indray. Noho izany, misy lesona sy hafatra azo tsoahina ao amin ireo tantara roa ireo, raha tarafina amin ny fiainan ireo...
Toy ny hira famaranan-danonana rehetra, dia ahitana fanaovam-beloma ihany koa ao anaty hira famaranana amin’ny teatra klasika malagasy. Tsy nohadinoin’ny malagasy io raha hifandao izy. Izany no nahatonga ny ntaolohanambara fa ny lasa tsy manao veloma, naman’ny sosotra firarian-tsoa mba ho velona aina, ka hifankahita am...
Lahabolana am-bava izay mbola manana ny lanjany eo amin’ny fiarahamonina malagasy betsimisaraka no nanaovana fikarohana izay tsy inona fa ny osika. Lohahevitra nosafidina tamin’izany ny hoe ny osika ao amin’ny faritra marolambo, maneho ny fiainam-piarahamonina malagasy-betsimisaraka tany amin’ny faritr’i marolambo no n...
Bata batabata mambatambata mambatabata 24 beda bedabeda mambedambeda
Raha tiana handroso ny orinasa dia ilaina ny fihainoana sy famahana ny olan’ny mpiasa. Misy araka izany, ny dinidinika sy ny resadresaka ifanaovan’izy ireo. Manoro hevitra hatrany ny mpiandraikitra atoniny araka izay azony atao. Ahitana fifampitsimbinana sy fifanampiana ihany koa ao anatin’ny orinasa. Ezahiny iainana i...
Tsy holazaiko anao mba misy habangana nisinda teny an-dalany, rah’io ianao tantanany mba misy hazavana mivoaka ny fanalany , mahita anao ’lay namany.
Ny toerana misy ny mpiteny dia adikan’ny renifeo -t- ka ahitana ny mpanondro toerana eto, ety, etiky, etia. Eto dia toerana iray ihany no misy ny mpiteny sy ny mpihaino. Mitondra fanehoan-javatra ny zanapeo iafarana rehefa milaza toerana misy ny mpiteny ny mpisolo toerana, izany hoe, rehefa renifeo -t- no ampiasaina ka...
Fehiny novelabelarina tato amin ity zana-pizarana ity ny fahatsiarovan ny mpanoratra ireo tanàna nonenany tany aloha, nanehoany ny toeram-pahazazany, ary ny zava-nisy niainany tamin izany. Nasehony ihany koa ny maha sarobidy ny tanindrazana tamin ny alalan ny fanoritsoritany sy fandokoany ireo zavaboary kanto tamin ire...
Orimbaton’ny fiadanana, tak 45
Rahampitso ianao no haka ny fiaramanidina ho any parisy. Misy raharaha saro- pady miandry anao any. Ity ny bié tsy naka sarotra kosa i andry. Nanaiky ny fahanginana koa ary nandika izany ho azy hoe dia ahoana koa ny manaraka?
Ohatra randrenja ny tena sakaiza dia solon-kavana. Aza afenina izay mihatra fa borahy hiara- mizaka. Ratovo eny, misaotra indrindra! Izao àry no izy, randrenja. Nisy voninkazo naniry tokoa teo an-tanimboly, tompon-tanàna aho ka dia niava, nanisy fefy, nanisy zezika, kanjo nony nitsimoka ny raozy, olon-kafa no nandaingo...
Procédures administratives et comptables
Andriamalala, ny fanagasiana, tak. 37
Ny toerana
Ny fehezanteny mifamaly rafitra, mitombo vahana, mifanipa-kevitra indray no nentin’ny mpanoratra nanambara eto fa ny olona manam-pahalalana dia manana toerana ambony, manana ny mahaizy azy, ary manana voninahitra noho ny fahalalana izay norantoviny ka hahafahany mitondra ny tenany araka ny tokony ho izy. Fa ny kely sai...
Farango farangoràngo farangoina
Ny fanajana ny firafitry ny fehezanteny mba tsy hahatonga ny olona hanana fisalasalana amin’ny fahazoana azy 12- ny fanombohana ny fehezanteny amin ny zavatra tiana hasongadina dinihina tsara ny fitodiky ny fehezanteny ampiasaina 13- ny fampisongadinana ny fifandraisana eo amin ny antony sy ny vokany
Hovahavahana amin ity fafana manaraka ity ireo i. Famaritana ny atao hoe olona mandroso
Tranonkala http biblio. Univ-antananarivo. Mg theses2 thèses. Univ-lyon2. Fr documents microsoft dictionnaire encarta 2008
Maromaro izay mety saingy ravahana hira ihany no ezahina
Teny fampidirana
Teno te1h1n, specialenwnt la patte du rai. S qui s’mgilge dilns um mortilisr du m, , y ul. ’t l; i. Broclw’ du rai qui -t ngag ’ d, u1s u! Hc ml rlilise de la jantel. 0. Andahiny fr. Ic 011.
Fafana 43 ny naotin’ny td 4
Manaraka izany ny sarinrireo boky lovako efa nivoaka manomboka ny kilasy t1 ka hatraminrny kilasy t12. Eo aminrny ilany havia aminrny faranrny takila no misy ny edisiona namoaka ny boky. Toy izao izany rehetra izany raha aseho an-tsary sary lah. 2 fononrny boky lovako t12
Azy fomba fiasa manome lanja ny mpampianatra, fomba fiasa manome lanja ny mpianatra, fomba fiasa amin’ny alalan’ny fanomezan-danja ny famerenana.
Tomany’izao ny maso fa zary vovo-tany natopitopin-drivotra. Handitsoditsoka azy. Ny laingom-pifaliana tendro fiantefana teo anaty vazy
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 169 177esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 207
Narry in bitsika 20-03-95
Fa ohatra iray mivaingana amin’ireny koa ravalo izay niezaka nitaiza ireo tantsaha ka nampianatra azy momba ny fivoaran’ny fiainana. Izy ilay nantsoina hoe sakaizan’ny tantsaha ; izany hoe, niezaka nampianatra ny tantsaha izy ary azo ambara ho namana akaiky tokoa satria manorotoro sy mitaiza izy. Izany rehetra izany no...
Ao amin’ny tononkalo iray hoe ainga v. A lah 11 , ny fahafahana dia tsy fanekena sy fialana amin’ ireo karazana tsindry samihafa, na fanaovana tsinontsinona ny hafa. Moa hanaiky lava izao ireo karazam-panitsahana
Tsy mandeha irery ny hira sy ny dihy fa arahina feon-java-maneno. Hafahafa ny mandihy tsy amin’amponga, hoy ny fitenenana. Hodinihina eto àry ny karazan-java- maneno lalaovin’ny tarika sy ny fomba fampiasa azy eny an-kianja. Fitaovana tsy mila herin’aratra no ampiasain’ny tarika satria tsy misy an’izany eny an-kianja. ...
Toy izay ny ambangovangony hita momba ireo lafim- piainana telo ireo; na izany aza dia ilaina ihany ny manao fanamarihana tsotsotra. Nandritra ny taona voalohany nivoahan’ny gazety 1955 dia ny olana lehibe teo amin’ny fiainana no hita tena nisongadina tamin’ny gazety. Inoana fa noho ny tarigetra izay napetrany no anton...
Isan’ny azo lazaiana fa mampirindra sy mampilamina ny fiainam-piaraha-monina ny fandalana ny rariny sy ny hitsiny. Izany hoe ny fanajana ny fitsipika mifehy ny fiaraha- monina. Misy ny lalàna mifehy ny fiainana fa tsy samy manao izay tiany hatao ny tsirairay. Raha tsy izany dia tonga amin’ny hoe fanjakan’ny baroa. Mana...
Tari-dalana ho enti-manadihady ny fiarahamonina ntaolo, boky ii, istpa, antananarivo 98 p
Ndeha ’sika handihy tiana sy tia ka hirahira iaraha-miangaly ny sangin’ny tany no e! Mampifaly 10 io no lokanga araho feo manga
Sn010 voly vary ao ankaraobato
Ny lamim-piarahamonina sy ny sosialy
Ny trano fianarana samy nihidy, ny fety rehetra natsahatra koa ; izany no lahatra izany no didy ekena tsy fidiny fa mahasoa.
Nanainga azy hanoratra ihany koa ireo olona nifanerasera akaiky taminy. Ohatra amin izany i pastera ravelojaona naman-drainy, izay sady mpitolona mafana fo no mpanoratra. Tao aminy i clarisse ratsifandrihamanana no nitoetra nandrittra ny roa volana, rehefa namita hira-panjakana tany anindran-tany ny rainy. Nampivelatra...
Androhibe maty nianjeran’ny tamboho ilay tovovavy
Ny fotoana
Ny mampiavaka ny asa soratra literera amin’ny asa soratra tsotra dia ny fiezahan’ny mpanoratra hanome endrika kanto ny hafatra. Fiteny mihataka amin’ny fampiasa andavanandro no entiny maneho ny heviny. Anisan’izany ny fampiasana sarin-teny mba hanasongadinana hevitra na handokoana fihetseham-po. Ohatra 7 atataovy
Famoloana toerana itobian’ny vary avy any an-tsaha ka ivelezana azy.
Isan’ny zava-dehibe entin’ny pragmatique koa ny tsy fivantanan-dresaka l’implicite , izay mamono ft fono ny fitenenana ary misarika mora ny mpandray, amin’ny fomba tsy re tsaika, misoko mangina, hankany amin’ny dikan-teny tokony hotakarina ao amin’ny ambara iray.
Izy miakatra ny tohatoha-bato ialahy manarka eo afara eo dia mientam-paniriana tokoa midoboka mangina ny fo mitsiriritra ialahy mibanjina azy eo dia mararim-paniriana lasa adala ialahy ka zary manonofy dia mety ho farofy iny faravohitra iny e ! Raha lalovana hariva
Ranaivo to ny faniriana ry zafy a ! Zafy misondrotra voninahitra ialahy leiroa. Ranaivo veloma aloha ianao ry nenizafy fa maika hiasa ho vantanin’ity zanak’olona. Zafy tesa anie aho alohanareo izany zanako izany à part tena tafaray samy soa ny kanto.
Ny simony miteraka hafaliana matetika ny fiarahana amin’ny hafa; fa mafy kosa izany hoe singan-drery izany. Tojo izany fiainan-tsamirery izany ny simony ao amin’ny t2767 ndeha hifikitra amin’iza ’lay simony tokan-tena?
Fizarana fahatelo tolo-kevitra sy vahaolana
Loharano arisivam-pirenena
Araka izany, dia azo fehezina ho toe-javatra telo lehibe no tena nitranga tany ivelany mialoha ny vanim-potoana 1957-1960, dia ireo ady lehibe roa, ny revôlisiônina tao rosia, ary ny fahasahiranana ara-toe-karena izay samy nisy fiantraikany tany amin’ny firenena tsirairay avy. Tonga taty madagasikara tokoa, araka izany...
Fa ao anatin’ny mangidy izany mamy sarobidy no mihidy 280
Fiompiana isany mpiompy omby 930 170 kisoa 340 75 ondry aman’osy 25 8 akoho amam-borona 5700 300 hafa sisa 351 8 loharano kaominina
Benolo françois. Sambatra aho fa kirisitianina, md paul. 2001. Tak 47.
Imprimerie nationale, le riz malgache par le bureau de commercialisation et des stabilisation des prix de paddy et des riz, , antananarivo, 1968, 31p imprimerie nationale, semaine nationale du riz, antananarivo 1967, 31p
Rakotomalala l. R 1986
Taona 1978 ratsimaholy francinet
Imerikanjaka ambatomirahavavy source haut placé nb 03 q1 15 l mn q2 10 l mn q3 05 l mn qt 31 m 10 1000 dh
Maro ireo harena fanondran’i eva sy ny namany ao amin’ny va. Teo am- pisamborana azy ireo no nahitana ny santionany tamin’izany harena izany. Kesika feno zava-tarobidy. Tao ny tavoahangy maromaro feno vovo-bolamena tsy latsaky ny efatra na dimy kilao ny lanjan’izy ireo. Teo koa ny vato sarobidy isan-karazany, ary indri...
Fa tsara ny maraina nandoko fifaliana ny tsiky valakao.127 misy koa anefa ny fampiasan’ny mpanoratra andalana telo isan’andininy any anivon’ny tononkalo any, toy ny hitantsika ao amin’ny tsy hangina izay mampiseho ny herim-po feno, entiny andreseny ireo olana mametraka fery teo amin’ny fiainany na dia feran’olon-kafa k...
Vanim-potoana fahaleovantena maro ireo lafin-javatra azo resahina raha momba ny vanim-potoana fahaleovantena saingy ireo hita nisongadina sy ny niraisan’ireo tantara no ndeha hovahavahana dia ny fahadisoam-panantenana.
Ny olana sy ny vahaolana noraisina tamin’ny fanatontosana ny asa tsy misaraka amin’ny asa fikarohana toy izao ny olana samihafa. Tsy nanaiky ho resy tsy miady anefa izahay, fa nanao izay tratry ny herinay tamin’ny fanatanterahana an-tsakany sy an-davany izao asa atolotra izao. Nametraka olana, ohatra, ny fitadiavana fo...
Izy, efa sahy nijoro tamin’ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny teo amin’ny fiarahamonina nisy azy. Ny fampidirana azy rehetra tamin’ny sekolim-pinoana, fanitarana ny ambaindain’ny finoana efa narahiny sy namolavolan’ireo ray aman-dreniny azy. Tsy nijanona tamin’ny androm-pahazazany fotsiny ny fianarana nataony, sat...
Une langue étrangère dans la famille, elle s’apprend spontanément et globalement, par la conversation. A l’école, elle est enseignée avec un programme, des methodes, des techniques, des maitres. Ibid note n 13
Ny fombafomba natao nandritra ny fijanonan’ny faty teto an-drenivohitra toy izao avy ny dingana hita tamin izany fampilazana ny vaovao ratsy, fikarakarana ny faty, famangiana nataon ny mpiara-monina ary fiandrasam-paty. Horesahintsika voalohany àry ny fampilazana ny vaovao ratsy.
Endriky ny takelaka fandraketana na kara- panondron’ny vakoka .
Toetra voajanahary ao amin’ny olombelona ny mandinika sy mampiasa saina mikasika ny zavatra hitany sy tsapany. Fandinihana mifototra amin’ny zava-misy araka izany no ataon’ny olombelona. Ambaran’i torquat fa ny olon-dia dia napetraka tao amin’ny tontolo feno tsy fahalalana sy feno sakantsakana, ary ny tahotra sy ahiahy...
Lisitry ny fafana
Rakotobe ratsimanisa 19 febroary 2007
Antony efatra lehibe no nanosika an’i abel ratsimba ho lasa mpihira. Teo aloha ny fankafizany sy fihainoany hirahira. Faharoa, ny fankamamiana ireo mpihira malagasy kalaza ; nisy koa ny faniriana sy ny fitiavana tao anatiny. Tsy tena
Ny hiranao, ry akama volana kankafotra! 168 nampiasain’ny mpanoratra ho famotsipotsirana ny zava-misy ara-pôlitika eto amin’ny firenena tamin’ny alalan’ny fanehoana ny toetra miovaovan’ny mpanao pôlitika araka izany ny tononkalo miseho amina rafitra tsy hentitra. Porofo iray anehoany ny fitiavany ny tanindrazana izany....
Partie ii le changement de comportement des jeunes stagiaires au sein du cfa chapitre iii les activités du cfa en lien avec le changement de comportement chapitre iv les impacts de ces activités au niveau du comportement des jeunes stagiaires chapitre v les facteurs de résistance au changement de comportement partie ii...
Ny fiandohana na fitsirin’ny fitiavana
Sokajin’anarana tovona mpanasokajy kiisa mari-pirindrana m- wa
Loharano nanovozan- kevitra
Ireo loharanom-bola hafa maro ny taozavatra ataon’ny mponina ao talata volonondry ary saika ahitana mpanao asa tanana daholo ny isam-pokontany ; ny fampiasana azy io amin’ny lafiny fiharian-karena no samy hafa. Ny rary sy ny tenona no tena manavanana ny vehivavy ary ny rafitra kosa no ataon’ny lehilahy. Misy kosa ireo ...
Url la compréhension est la première étape de l’apprentissage. 3 cet idéal d’éducation appelle une formation des enseignants axée sur leur capacité d’agir de manière responsable et engagée. 4 nos pensées ne sont pas très claires et il est bien difficile de les comprendre soi-même.
Raha azo ialana ihany ny mangidy dia andao hialana. I dada izao vao avy nalahelo, i lita koa tahaka izany mahafohy andro iainana ny alahelo. Tahaka ny aretina io, tsy aleo ve sitranina. Ny fanafodiny dia tsy misy afa-tsy ny 1050- famonoana azy amin ny alalan ny tsikitsiky.
Tantara an-tsoratra nosoratan’i iharilanto patrick andriamangatiana
Kentrona ty!
Izany hoe na dia tsara sy sarobidy aza ny volamena sy ny volafotsy, dia tsara sy sarobidy lavitra manoatra izay ny fahazoana fahalalana sy ny fahendrena. Satria ireo no harena tsara indrindra tsy azo robaina, fa fananan’ny tena manokana hatrany. Noho izany dia ilaina hatrany ny mandranto azy. Anisany toetra ratsy anana...
Ny 7 desambra 1960, dia nigadra fanindroany indray izy, ka naharitra herintaona izany, niampy lamandy 1.800.000 fmg tamin’izany fotoana izany. Marihina fa tamin’izany, ny 1ff
Marihina anefa fa anisan’ny sakana tsy hahatongavana tanteraka amin’ny fandrosoana ny fanafoanana tanteraka ny fomban-drazana. Fanampin’izany, iza no tompona andraikitra amin’ny fanovana ny fomba tsy mahomby? Inona ny paikady entina hamongorana izany? Ny fampifandraisana na fampifanentanana ny kolontsaina ananan’ny mpo...
Ie! Na an-kafaliana na an-karatsiana tsy hisaraka ary tsy hifandao isika sy indry! Avereno miaraka! Zay!
Solohery ranarison, baiboly loharanon’ny aingam-panahy , in hiratra, s. Te. La. Ri. M , anjerimanontolo,1987, tak.93
Hitsahatra finoana mbamin’ny fanantenana nefa ny fitiavana haharitra mandrakizay.
Ny tenina mpandinika
Documents comptables tels que journal, fiches de stock, livre de paie, pour faciliter une éventuelle vérification ou consultation.
Zava-baovao nampidirina teo anivon’ny fiarahamonina ny fandrindram- piterahana, noho izany samy manana ny fomba fiheverany izany ny olona tsirairay arakaraka ny sokajim-piarahamonina misy azy. Arakaraka ny fari-pahalalana amam-pahaizana ananany sy ny fari-piainany. Eo koa ny fiheverana noho ny mahalahy sy mahavavy, ny ...
Larousse elementaire , imprimerie larousse, rue d’arcueil, montrouge haut-de-seine mars 1967 education action de déveloper les facultés physiques, intellectuelles et morales, connaissance et pratique des usages de la societé
Fehiny ny hevitra fototra dinihina ato amin’ny asa fikarohana dia ny marina, rariny, hitsiny. Tao amin’ny fiarahamonina no nipoiran’izany ary ny tantara maneho ny fivoaran’ny fiarahamonina malagasy dia samy maneho avokoa ny endrik’izany arakaraka ny fiovaovan’ny rafitra manaraka ny tantara. Ny rafitra nitondrana ny fia...
Tombana tatitra am-bava na an-tsoratra ; famenoana ny banga ao amin’ny fafana na lambanana itrandrahana asa soratra na lahabolana iray ;
Nikoro jeriko atolotra ho an-drabearivelo jean joseph
Tsy any amin’ny fomban-drazana ihany anefa no ahenoana ny fanakoakon’ny lahateny nentin-drazana toy itony anaovana fanadihadiana itony fa ampiasaina hatrany amin’ny fetim-piangonana ihany koa. Haroso manaraka ny momba izany. 3.1.2.2 ny fetim-piangonana
Teny manendratra sy mampitombo na manatavy filaza io ampiasainy io, ary misy tombon-kevitra manao tsindrio fa lavo, manao hazakazaka arahin-tosika. Ankoatra izany, raha rehetra no nampiasain’ny maro, ny azy manontolo io ilay fahefa-manokan’ny mpanoratra 356 ny rehetra dia manambara isa, fa ny manontolo kosa dia maneho ...
Mahakasika ny finoana kristianina dia ahitana karazana antokom-pinoana samihafa ao vodiriana. Indro omena araka ity fafana ity izy ireo fafana 7 ireo antokom-pinoana mijoro eo anivon’ny kaominina vodiriana tanàna
Ny tandindona ampiasaina tahaka ny fombam-pivavahana rehetra ny sorona ; misy ny tandindona sy ny zavatra ampiasaina amin ny fanatontosana azy. Takina amin izany ireto fitaovana fototra ireto omby, ranomahery, fototra, tantely. Ny mpiara-monina iray riba no manome dikany ny tandindona sy mahalala ny soatoavina raketin ...