text
stringlengths
10
11k
Efa nifankatia hatry ny ela i nary sy i robena. Taorian’izao fahavitan’ny fianaran-drobena izao no nikasan’izy roa hanatanterahana ny fanambadiany. Andaniny, toa tsy maika ny tovovavy ka nampiandry teny foana, ankilany nahazo tendrim-panjakana i robena ka tsy tanteraka ilay faniriana.
Toko iii ny zava-dehibe nisongadina teo amin’ny fiainany
Richaudeau, op. Cit, t. 89 l’image doit avoir un rapport direct avec le sujet traité.
Anatiny tongotra 72
Resadresaka nifanaovana taminy 23 fanadihadiana nataon ny 04 desambra 2005
Kisary 2 dingana arahina raha amokatra s. M. Iray
F’ angaha tsy fantatrao fa ady ny eto an- tany 20-no mahataitra anao ny ankaso sesilany? Atreho ny adinao, ny herinao angony, dia andrandrao hambomba ny hery avy any ambony!
Malinowski dia antrôpôlôgy pôlôney nizaka ny zom-pirenena anglisy. Nianatra momba ny matematika sy ny fizika izy. Taty aoriana dia niditra teo amin’ny sehatry ny antrôpôlôjia izy. Sary 1 bronislaw malinowski
Contraceptifs fitaovana fanakanana anaka
Fitsoka fitsopitsoka mamitsopitsoka mamitsomitsoka 111 foana foampoana mamoampoana mamoapoana 112 fody fodifody mamodifody mamodimody 113 fofo fofofofo mamofofofo mamafomofo 114 fofoka fofopofoka mamofofofoka mamofomofoka 115 fofona fofopofona mamofopofona mamofomofona 116 fofotra fofopofotra mamofopofotra mamofomofotr...
Certificat d’etude primaires elémentaires
Araka ny hevitry ny mpianatra nalaina avy amin’ny fanontaniana faha-12, kilasy famaranana ireto valin- teny ireto
Ny halavany
Ohatra e e e e ô ! E e e e ngôma lahôsanao zaho o e e e e ô ! E e e e ô !
Mitovy ihany ny hevitra fototra ambaran’ireo fehezanteny roa ireo ny tsy fifanandrifian’izay voalaza amin’ny zava-misy. Hentitra ny fehezanteny voalohany satria ny fahatsapana ny zava-misy ihany no raketiny ; tsy hita taratra ao izay mety ho fiheveran’ny mpiteny momba ilay mifampiresaka aminy. Ao amin’ny fehezanteny fa...
Ankoatra ireo, misy ireo tononkalo ahitana andininy sy andalana mifanitsy ihany, saingy misy tsanganana roa, na telo ao amin’ilay tononkalo. Maneho fampifanatrehana toe-javatra ny tsanganana roa, na mihoatra. Ohatra fa aza manantena t15 121 mino ve ianao ry olona notiaviko fa ny hamamiana tsiro ny zava-notadiaviko mino...
Tsy avelako mihitsoka ny lalanao dioviko, tsy ho tojo haizin-kitroka ny dianao tsiloviko 41
Fanehoana isaky ny fifandraisan’ny mpandray anjara fianakavian-drajao
Tahaka izay ny famaranana famadihana amin ny endriny ankehitriny tao firavahana sy ny fandraisana anjaran ny mpiray kibon omby fintinina amin ny alalan ny fafana eto ambany. Fafana 15 ny fandraisana anjaran ny mpiray kibon omby tamin ny famaranana famadihana f4, f1 izay nanolotra omby dingana zava-misy tamin ny famadih...
Tsy afa-misaraka amin’ny tantara fiforonan’antananarivo ny fitsanganan’ny faritr’i mahamasina. Ao anatin’ny fanehoana ny fiforonan’ny tanànan’antananarivo no ahafahana manasongadina ny toerana misy an’i mahamasina, toeram-bakoka ifantohan’ny fikarohana atao eto. 1.2.1. Antananarivo
Mbola maro ireo sehatra nahazoan-dratrema william fanabeazana, ankoatra ireo izay nikolokolo sy nitaiza azy fony kely. Ny fitaizana azy teo anivon’ny ray aman-drenibeny, na teo amin’ny ray aman-dreniny, na ny teo amin’ireo nampianatra azy, dia azo ambara fa hisy akony eo amin’ny fanabeazana hatrany. Fa mbola sehatra ha...
Manara-maso ny fianaran-janaka, maniraka azy hitady vola -mifanakalo hevitra amin’ny mpampianatra mikasika ny fianaran-janaka, mividy ireo fitaovana hafa ilain’ny mpianatra, atao ara-dalàna ny sakafo sy ny fitafian’ny mpianatra. Samy nanisy marika x teo amin’izay heveriny fa tokony hatao mba hampahomby ny fianaran-jana...
Achat de fourniture
Mampiasa ny mazana koa ny mpanoratra ao amin’ny tononkalo mpiambina 89 andalana faha -10 sy mihevi-tena ho mazana ny mazana , hoy ny rakibolana 90 , dia entina ilazana ny tany mafy ka tsy laitran’ny angady. Ao anatin’ny fiarahamonina dia tena maro tokoa no andikana ity voambolana ity ny mahery sy matanjaka dia lazainy ...
Chapitre iii evocation des qualites morales
Randrianarivelo hanitranirina
Loharano nanovozan-kevitra
Ankoatra ny fitetezan-trano, misy ihany koa ny fampandrenesana an-tsoratra. Matetika ireo tapaka sy namana monina lavitra ny tanàna no tolorana izany. Alefa isan-tarika ny taratasy amin’izany, fa mitovy amin’ny filazana am-bava ihany ny votoatiny. Ny zatovolahy matanjaka ao amin’ny fianakaviana no manatitra ny taratasy...
Andramasina 21365 6253 1192 28810
Tsarovy anefa, ry aiko ; fa tsy ho ela intsony ny didy sy ny baiko havoakam-pitsarana hihatra avy any ambony
Misy elanelana izany ny fari-pahalalan’ny ankizy monina an-tanàn- dehibe sy ny an’ny ankizy any ambanivohitra. Ankoatra izany, tsy ampy koa ny fitaovana teo am-pelan-tanan’ny mpampianatra tany ambanivohitra mba hampitany fahalalana, hany ka tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny asa fampianarana. Ny tena nametraka olana ...
Masoandro mibaliaka ny fitiavana ao am- pony tsy mafaika, tsy malay fa herim- po ambony io no ikarohany hanasoa an- janany hanefeny azy handaniany ’zay ananany .
Universite d’antananarivo ecole normale superieure filiere lettres malgaches
Ny fanajana ny ray aman-dreny ny ray aman-dreny no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanabeazana ny zanaka, izy ireo ihany koa dia manana adidy amin’ny famelomana ny zanany, ny fananarana sy ny fanitsiana azy ireny amin’izay tsy mety hataony, indrindra amin’ny fikapohana azy. Na dia mandrara ny fibedesana sy ny fika...
Nanana ny lanjany tokoa teo amin’ny fisainana malagasy ny fiheverana ny tanindrazana. Saika miresaka momba izany ny ankamaroan’ireo mpanoratra. Anisan’ireny rabenja solomon, izay nampahafantatra tamin’ny alalan’ireo asa sorany ny hasarobidin’ny tanindrazana. Ara-piforonan-teny, ny teny hoe tanindrazana dia teny roa nat...
Tsy nanaovany ala-safay na tsobo-dranon- ndramiangaly ny asa natao hahatratrarana izany tarigetra izany, fa na ny ainy aza saiky nafoiny, ary tao koa ny famonoana sy fampijaliana ara-nofo sy ara- tsaina, ny gadra sy ny sesitany nanao fiavin’ny rivotra an-kadilalana. Toa tsy tsaroana anefa ireny rehetra ireny, satria ni...
Hafahafa ihany ny mieritreritra ny ankizy tsy mety hilalao. Mahatonga ny saina hivetso ilay ohabolan-drazana manao hoe raha zaza no tsy hilalao, meteza ho tanora ny androm-pahazazana dia ny lalao no mameno azy. Ny hira fanao amin’ny tontolon’ny lalao, mandrakariva dia mikendry ny fitaizana ny ankizy. Ny fotoana anaovan...
Azo asokajy ato anatin ity gazety tsy miankina ity ny gazetin ny antoko pôlitika sy ny gazety notantanan olon-tsotra.
Eto am-pamaranana, dia tolorana fisaorana ianareo tonga manatrika izao asa fanohanana ampahibemaso izao. Hery lehibe ho anay ny fahatongavanareo.
Mandravaka ny literatiora ny sarin-teny noho ny fananany endrika kanto. Ny literatiora mantsy dia kanto, tonga lafatra. Hoy siméon rajaona m aha zava-kanto ny asa soratra ny sarin-teny. 99 ny sarin-teny dia fihatahana amin’ny fampiasana ny teny andavanandro. 100
Alatsinainy 05 martsa 2012 14.10-15.45
Fandrana hazo natao lakan-drano, fitarihan-drano miampita hady fahiny
Le champ de l’ancestralité à madagascar, parenté, alliance et patrimoine, édition karthala, paris, 685 pages
Injao ilay havoana injao ilay havoana somary moana manainga izato tsiahy ho ao an-tobin’ny fanahy 5- zato haingon-tokantrano feno voninkazo dia mampiombona fitia eny antratrany eny misy riana soa miteny 10 sady mihirahira sy mamiravitra ’to foiko toa irery latsain’ireo jorery .
Tsy nahoany ny habakabaka ny tany koa nanavaka, nisosa ihany izy 10 nisosa izaitsizy, kanefa ny olo-maminy nalaina teo aminy !
Fotoana tondroiny dia iny koa ny dokotera faninefany ndeha ho any, ary tamin izay fotoana izay indrindra dia nitsangana ny mpitandrina f1 fotoana nandehanan’ny dokotera faninefany f2 fotoana nitsanganan’ny mpitandrina izay tondroin’ny izay ny izany kosa dia anondroana fotoana tsy voafaritra ao anatin’ny tantara tamin i...
Haimah efa niera aho, fa tsy mahazo mijanona aty mihoatra ny amin’ny dimy ora. Sedra mbola misy adiny roa sasany izany hiresahantsika eto. Haimah! Efa azonao an-tsaina ve ny niverenako hihaona aminao indray? Haimah tena tsy azoko an-tsaina mihitsy.
Ny loharano nanovozany aingam-panahy
Ny akora nampiasaina
Tompo o ! Tsy tsiny fa tsy ho ianao izahay tsy tokan-tena inîsony fa misy ireo solofo mipitra mahonena , ireo re jerena ka ilay hazo fijaliana aoka irery ho anao tsy ho fondro sanatria na koa siasia, ry tompo, maitia fa efa an-tenda ny ainy an-tany hay marina itolomany
Présenté par andriamasinoro tohy miahy rabetokotany directeur de mémoire madame solo-raharinjanahary raharimalala anatolie, professeur titulaire et directrice de recherche à l’ université d’antananarivo ecole normale supérieure
Anisan’ny mpanoratra dinihina ao ihany randriamiadanarivo sy ny boky ny sikajin’i dadabe tsy ahitana fanadihadiana ny boky , na ny lahatsoratra nosoratany mihitsy anefa ao na dia iray aza any amin’ny laza adina natao hanazarana ny mpianatra ihany no mba ahitana teny taterina iray nalaina tao amin’ny bokiny. Noho izany,...
Andalovana renirano roa ny kaominina, dia ny renirano mandranofotsy sy ny renirano manandriana. 20 km ny halavan’ity renirano mandranofotsy ity ao anatin’ny faritry ny kaominina, raha 18 km kosa ny renirano manandriana. Izany hoe manivatsiva ny kaominina ao anatin’ny 20 km ny renirano mandranofotsy raha 18 km ny renira...
Pv et fiche de présence agr date, lieu et heure
Ny tontolo asehony no samy hafa. Voan-teny tokana manimanina , voan-teny roa ny foko , havan-tiana , tsy afoy no mitamberina am-paran’andalana sy an-dohan’andalana mifanesy. Anehoan’i ran e ny angolan-keviny mahakasika ny fisian’ny tontolom-piainan’ny olombelona izay natao hiara-monina sy hifandray ka mampipololotra al...
Tsy mitovy ny halavan’ny andalana misy lavalava ary misy fohy and 4 1 2 3 4 ma la ga sy 1 2 3 4 5 6 7 8 an te nai na hi fan ka tia 1 2 3 4 5 6 7 hi ray hi na, ka ne fa 1 2 3 4 5 6 7 am pia dian ’ny eny sy tsia 1 2 3 4 5 6 7 8
Lisitry ny fafana fafana 1 maneho ny famintinana ny fanasokajiana ny hafainganam-pandehan’ny mpitantara sy ny faharetam-potoana nisehoan’ny tantara fafana 2 maneho ireo karazana mpisolo fotoana amantarana ny fanakonana.
Nanehoana’ny mpanoratra ny hasarobin’ny maha-tily azy ny andalana lava. Anteriny fa iainana lalandava izany maha-tily azy izany fa tsy anarana hoentina fotsiny. Tsy ireo endrika mahasarika ny maso ety ivelany no tena manamarika izany fa ilay voady natao hanompo an’andriamanitra sy ny tanindrazana. Ny fihetseham- po man...
Tsoa-kevitra sy tolo-kevitra azo haroso manoloana ny zava-misy
Fomba atao mba hizarana ny faty amin’ireo fasan-drazana ao anatin’ny fianakaviana 56teny ifamalian’ny mpamangy sy ny vangiana hoentina mifampahery 57 teny entina manome tsiny an’andramanitra 58 mpampiankina raha 59mpampiankina saingy 60miezaka
Azo ambara fa ny mpampianatra no tomponandraikitra voalohany amin’ny fanatsarana ny fifandraisana ao an-dakilasy. Noho izany dia tokony ho olon’ny serasera mandrakariva ny mpampianatra. Mba hahatontosa izany, dia ireto manaraka ireto ny tolo-kevitra atolotra ny mpampianatra.
Fafana7 fampitahana ny fomba fifanantsafana amin’ny foko vitsivitsy mitovitovy fifanantsafana amin’ny antanala
Forêt dense
O! Ry neny ’zao no teny, ka raketo farany eto ’zaho akory tsy ho ory, manam-piahy sy mpitahy!
Service de l assainissement et de la maintenance de la ville d antananarivo.
Andriamanitra mizara ny fahasoavany ho an’ny olombelona
Ka hoy aho izao, velom-panontaniana 49 v. A tak 253 50 v. A tak 262
Raimond m , 1996
Mitrakà ry fireneko, fa ny olona natsangana hampiakatra anao, toa nivadi-belirano
Ny lakolako no vonto ny foko ngolingoly toa manotohoto ty saiko volivoly 259 miverimberina matetika eto ny zanapeo o anehoan’ny mpanoratra ny alahelony sy ny fitolokoany noho ny hanina ilay akany nahafoizana satria ataon’ireo vitsy an’isa ampihi-mamba ilay tanàna soa fahizay. Mamolivoly azy ny fahatsiarovana. Tsy mijan...
Cm2 16 16 15 16 total
Fa vovoka nihahy teo an-tendromolotra no voateliny tsy nahy tsy nisy nanolotra.
Rr raolison, raki-bolana malagasy, op cit, tak 934 170 boky i tak 2
Tsapa araka izany fa tena manan-danja amin’ny sangan’asan’i haingo ny fampiasany azy ireo. Azo heverina fa tena manan-danja tokoa izy ireo, satria ny roa farany dia avo efatra heny amin’ny isan’ny tononkalo rehetra.
Tapitra. Di antsirabe, 4 jona 1968 gazety hehy, n 2125, 4.12.70 haisoratra sy tononkalom-pitolomana, fanovozan-kevitra n 38, s. L. P. Bep-otep, tak. 95-105. Atolotra ho an’ny mpikrima
Ny zava-kendrena
Toa nandaitra anefa ny tenin’ilay vazaha fa nitoe-jaza izanajaza ary nanala zaza hay hono no nipetrahan’izy mianaka tany anjeva. Tak 21 ka iza hono no nahadiso azy e? Isolo hono e! Tak 25
Ny zavatra tsara niombonan’izy telo teo amin’io resaka dingana io dia ny fanaovan’ny tsirairay ny tombana na dia tsy nitovy aza ny fotoana nanatanterahana izany tao anatin’ny seho. Noho izany samy nahalala ny refin’ny fahazoan’ny mpianatra ny lesona nampitainy avy ny tsirairay, satria izay no tena andrasana amin’ny tom...
Henti-pihetsika takila 32 tovovavy henti-pihetsika i meja dikany sérieux dikan-tsary takila36 ny karapanondroko fotsiny no nalaina hatao dikan-tsary, dia izay!
Setra tena zavatra mahatsiravina sy mampihoron-koditra foana no hitako foana no hitako eto amin’ity tobin’ny dahalo ity. Indrindra rehefa mandalo eto ilay ratsimitahy tsivanina iny. Aiza ve ka, raha tsy mitady zaza mena vava hatao sorona izy dia mitady vehivavy bevohoka hakana ny mason’ny zaza ao ankibony, hono. Mangon...
Mana isan’andro, oktobra-novambra- desambra, 40p.
Noho izany zava-droa tsy afa-misaraka ny tantara sy ny literatiora, satria, voarakitra ao amin’ny asa soratra ny tantara. Hoy i wellek sy warren ny literatiora dia fanafohezana sy famintinana ny tantara 10
Hotsikeraina, hofakoina, hotsaraina, hotanisaina, 35 dia lazaina tsy hambaina f’efa tonta mankalaina.
Ohatra ny vola no maha rangahy rh 1 ny zava-nisy tamin’ny vanim-potoana, ka nahatonga izany dia zk 1 tafiditra tao amin’ny rafitra anjakan’ny vola i madagasikara, zk 2 maro ny zava-baovao, toy ny fitafiana sy ny kiraro nentin’ny frantsay, izay novidina vola. Izay nanam-bola ihany no nahatakatra ireny, zk 3 tsy nanana o...
Ny isan’ny biby fiompy 25
Grandidier, l’ethnographie de l’histoire de madagascar, paris 1905
Voky vokivoky vokisana
Ny tombana mitarika mankany amin’ny asa famoronana
Rehefa hitan’ny mpanjanaka fa nitobaka ny fiakaran’ny voly avy amin’ireo tantsaha dia nitady hevitra hahafahana mitatitra azy izy. Tamin’izany no nanamboarana ny lalana mihazo ny renivohi-paritany enina. Natao ihany koa ny lalam-by, ary namboarina ny seranana mba hanamorana ny fitaterana entana sy ny fanondranana azy. ...
Rôles sexuels anjara asa voajanahary
Ilaina tokoa ny fifaneraserana amin ny hafa mba hanitaram- pahalalana sy hanovozan-kevitra ary hifampizarana fomba fijery. Niditra tamina fikambanana mpanoratra i eric ravalisoa, dia ny havàtsa upem izany. Maro ny antony nandrisika azy hiditra tao ; tsy vitsy ihany koa ny andraikitra samihafa notanany tao ny antony nid...
Mbola ho avy ilay maraina hanazava izany andro eny, ho foana ireo taraina hibaliaka ilay masoandro
Carte de localisation de la region de vakinakaratra
Ao ny serasera am-bava ny resaka amin ny finday, ny fivorian ny ray aman-dreny, ny famangina isan-tokantrano ataon ny sekoly, sns. Ny fahataran ny mpianatra mihoatra ny tokony ho izy, na ny tsy fahatongavany any an-tsekoly dia efa mampieritreritra ny mpampianatra. Noho izany, dia tsy maintsy miantso an-tarobia ny ray a...
Manara-maso ny fianaran’ny zanany x -maniraka azy hitady vola l -mifanakalo hevitra amin’ny mpampi- anatra mikasika ny fianaran-janany x -mividy ireo fitaovana ilain’ny mpiana- tra , i’ -atao ara-dalana nv sakafon’ny mpia- natra sy ny fitafiany ’.
Tarika avy ao ambohibary
Comme vue ci-dessus, le riz est aussi la première source de revenu de ces ménages type 3 avec 2 988 750 ar par an soit 65 plus de la moitié du revenu total provient donc de la riziculture. Cette somme permet largement aux familles d’épargner ainsi que d’investir dans d’autres activités. Le revenu issu des autres cultur...
Va-hiny vahiny wa geni wageni va-zimba vazimba wa-zimu wazimu olona fahizay , olona adala va-zaha vazaha wa-za waza vahiny avy any eoraopa mpieritreritra, olona mieritreritra
Lesona natrehina faharoa
Rajemisa r op. Cit tak 754 130karazana biby mamono, nefa tsy hita maso any anaty rano na ihany koa matoatoa 131 todin’ny ratsy natao tamin’ny razana 132fangatahana famelan-keloka amin’ireo razana