text stringlengths 10 11k |
|---|
Ramaroson, m giambrone, teto anivon’ny riaka, ambozontany fianarantsoa, 1973, tak. 82 45 ch ravoajanahary, tantaran’ny haisoratra malagasy 1896-1915, antananarivo, stelarim, 1973, tak.31 |
Ny fironana manokana tany amin’ny tononkalo manao ezaka bebe kokoa ny mpianatra rehefa tiany ny fitaovana hampitana ny fahalalana. Ny tononkalo no tena ironan’izy ireo indrindra amin’ny karazana asa soratra rehetra, araka ny fanadihadiana natao taminy. Hita tokoa izany taorian’ny seho nanaovana fanadihadiana tononkalo,... |
Année universitaire 2011-2012 |
Cws catholic world service |
Holazaina. Efa nanjary fiainana ny fifanajana, tonga fifehezana teo amin’ny asa natao isanandro ny fitiavana ny marina 56. Tsy ny fisian’ny sarin-teny ihany no enti-maneho ny fifandraisan’ny anatra ao amin’ireo ohabolana roa ireo, fa ao ihany koa ny fampiasana fehezanteny mandidy. |
Farany ambony amin’ireo kilasy eny anivon’ny lisea ny kilasy famaranana. Ny mpianatra nahatontosa azy dia tokony hananana ny haabom-pahalalana ahafahana miatrika ny fampianarana eny amin’ny anjerimanontolo. Heverina koa fa afaka miantsehatra amin’ny sehatry ny asa avy hatrany. Tsy tahaka izany loatra ny zava- nisy satr... |
Evaluation participative sur la pauvreté banque mondiale, pnud, pasage faritany de toliara, août 1993 |
Sodokan’endrikao mitory hatsarana ny masoko, nanjohy ny lalanao hatrany tsy mahafoy anao hidify ambadika any |
Loharano ftm sarintany 2 faritra analamanga |
Nahavita ny taom-pianarana ny mpianatra ny volana oktobra 194. I robena indray, naharay tendrim-panjakana mamindra azy any fenoarivo atsinanana. Nandao ity tanàna nandaniany roa taona ary efa tsy foiny izy satria mitahiry fahatsiarovana maro ho azy. Nanao veloma azy ny ankamaroan’ny mponina manodidina. Nanao hira sy ts... |
Ny fahasalamana sy fanabeazana |
Fa raha ory miaraka ory, mihamaivana ny sorisory; raha faly miaraka faly, fa tojo fitia mifamaly. 219 |
Fafana 15 maneho ny tomban’ny ivon-tseha-pitantarana. |
Vehivavy 923 455 1378 isan’ny mpampianatra fop nfs nfns fram 72 |
Teo amin’ny fiarahamonina efa naroso tany aloha, fa olon’ny fiarahamonina ny mamatonalina. Anisan’ireo mafana fo sy mavitrika tokoa izy, ary mandray anjara feno amin’izay tandrify azy. Indreto tranga vitsivitsy efa niainan’ny mamatonalina tamin’ny fiatrehany ny fiarahamonina. |
Fournitures d’atelier et outillages au cours de l’année 2002 2è semestre , l’entreprise a dû restreindre ses achats en fournitures d’atelier et outillage du fait de la crise. En effet, durant cette période tous les articles ont été vendus à des prix exorbitants, il y avait même des moments où ces produits étaient non d... |
Ignace rakoto, sylvain urfer, esclavage et liberation à madagascar , in colloque internationale sur l’esclavage, edition karthala-centre foi et justice, 2014. Tak 19 fotsy s’applique aux hova , groupe blanc 45ignace rakoto, sylvain urfer, op. Cit. Tak. 12 ankizinolona enfant de quelqu’un 46 eo atsinanan’ny fokontanin’i... |
Ho an’ny fikambanana |
Fa ny zavatra ’zay hefa zary nenina ao anaty mivangongo miova tsetra lasa fery tsy mba maty. |
2001 102 24 0 126 2002 148 37 3 188 2003 198 48 9 255 2004 213 63 12 288 2005 220 80 17 317 |
Fikirakirana ny fitaovana enti-mitrandraka ny fahalalana, na ny fandinihana sy famakafakana ny fahalalana, na ny fifehezana sy ny fitadidiana izany fahalalana izany. Raha fehezina, ny dingana rehetra lalovana mandritra ny fianarana dia mila fifantohana. Ny fifantohana no miteraka fahombiazana sy fahazoana eo amin’ny fi... |
Nahatsiaro tena ho nosoavin ny vintana i sahondra raha tafahaona, ary nifankatia tamin-dravalohery nankasitraka ny zavaboary izy nanomam-potoana hihaonana tamin iny tovolahy iny, ary niarahaba tena ho niangaran ny vintana mihitsy ka nosatrohana manokana ny fitiavana marina sy ny fanantenana. 210 nambinin ny vintana man... |
Ny hevi-baventy nisongadina tao amin’ ireo asa soratra litereran’ny gazety takariva tamin’ny 1957-1960 araka ny hita teo aloha, dia mifono zava-maro mifandraika amin’ny zava-nisy teto amin’ny firenena ireo asa soratra literera nivoaka tao amin’ny gazetytakariva. Nasongadin’ny mpanoratra tao fa mendrika ny hahazo fahale... |
Ny fambolena, izay fivelomana fototra ho an’ny 75 n’ny malagasy any ambanivohitra, dia traboina. Antony maro no nahatonga izany. Nisy ny andiam- balala izay nanimba voly maro nanomboka ny taona 2012. Tsy nitoetra tamin’ny toerana iray izy ireo fa mifindrafindra hatrany, hany ka simba avokoa ny ankamaroan’ny voly teto m... |
Karine blanchon, op. Cit, p181 il était une fois à manakambahiny, dominique cheminal et hugues raharimanantsoa, doc-éducatif en deux parties, 38min, 16mm, cmpfe, ministère de la santé |
Mirindra tsy toy ny mahazatra hatramin zay ny fotoam-pambolena moderne ka misy ny tetiandro efa apetraka mazava mandritry ny fanomezana toromarika amin ny fanatanterahana ny asa. Miantoka betsaka ny fahatsaran ny vokatra ny fanarahana ny fotoana tokony hambolena. Tsy mandeha ho azy araka ny tiana hanaovana azy, araka i... |
Ohatra 1 ao amin’ny tadiavo ny lohako brig adier taolam-paty sam pona anaty lavabato izany hono e! |
Fafana 03 ny rotsakorana fafana 04 i fafana 05 i |
Ny anatra atao aorian’ny toe-javatra fefy no ilazana ny anatra miseho aorian’ny toe-javatra ka rehefa voa ilay olono, dia anarina mba tsy hiverenan’izany fanindroany intsony; izany hoe misy ny fefy azo ihoarana ho an’ireo mpihoa-pefy. Ohatra soa kenda hahay hitsako, soa lavo hahay hamindra miloloha lanitra tsy maintsy ... |
Raha teo amin’ny tantara foronina dia anisan’ny nimasoan’ny mpanoratra ny naneho ny toetoetran’ireo mpitondra vahoaka. Nisongadina tamin’ireny ny toetra ratsy. Tantara ihany ireny saingy na izany aza dia hita taratra fa notovozin’ny mpanoratra tamin’ny zava- nisy hitany na niainany151. Ny mpitondra izay asongadin’ny mp... |
Boky sy kahie, sy kitapo koa, avia jereo ange milamina avokoa! |
Ki-jitu kijitu olona kely m-tu olona tsotra ji-tu jitu olona ngezabe |
Anisan’ny manampy amin’ny fahazoana ny hevitra ny fikirakirana ny toerana ao anatin’ny tantara. Amin’ny ankapobeny dia apetraky ny mpanoratra amina habaka tena misy izy ireny na namboariny avy amin’ny toerana efa hitany sy fantany tsara46. I françois mauriac dia nanambara fa tsy misy tantara mety miforona mihitsy ao an... |
Maty i mialy noho ilay fanafody diso fatra noterena nosotroiny isan’andro, saingy nampangain’ilay horonam-peo hitan-dranary tovolahy tia an’i meva ka natorony ny mpitandro ny filaminana, nipoitra teo ny marina ka nigadra rasedy sy i meva. |
Rainandriamampandry |
Kilasy faharoa tokony hampidirina ny fandinihana ny lohahevitra fitiavana , satria mifanaraka amin’ny taonan’ny mpianatra izany averina ny fitsipi-teny kilasy voalohany averina ny fitsipi-teny hiarovana ny teny tsy ho simba kilasy famaranana tokony hiampy ny fifandonan’ny sivilizasiôna vahiny sy malagasy antony andron’... |
Toetran’ny mpiasa, hono, matetika dia mangalangalatra zavatra! Noho ny fiheverako an’i tsiriva ho olona ambany. Mafy tamin’ity mpanompo mahantra ity ny nandre izany ka hoy izy indrisy kosa mantsy, olon’ory fanombotomboka. Tsy ny fahantrana ihany anefa no mety mampanonja ny fiainana, fa eo ihany koa ny fahakambotiana. |
Fizarana voalohany fandalinana ireo lalan- tsaina hitrandrahana ny lohahevitra |
Ny anjara toeran’ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny eo amin’ny fiainam-bahoaka |
Rainizanabololona, efa voalaza. 58 vondrona ambara, tak 79. 59 j a lala rakotoson raolisoa, efa voalaza, tak 84 |
Interprétation du tableau 3 l’enquête effectuée auprès de quelques ménages nous a permis de constater que la rénumération minimale journalière des ménages varie d’ariary 1000 à ariary 5000. Le montant du revenu entre ariary 1000 à ariary 2000 atteint le pourcentage le plus fort car elle constitue le 54,28 de la proport... |
Fandraketana asa amin’ny maha tetika asa ny onn dia rariny tokoa raha ho saro-piaro amin’ny asa ataony izy, satria io no miantoka ny fisiany ka tsy azony atao ambanin-javatra mihitsy. Inoana fa noho izany indrindra no mahatonga azy hivezivezy any an-toerana alohan’ny hanaovany asa iray. Zava-dehibe eo amin’ny fahatomom... |
Loh akoho lohan akoho |
Hangina ny boloky hangina tsy hivolana ireo zavatra mitranga mampibary sy miampanga ny laingabe afafin’ ireo marary saina miara-miaina mpandranitra adim-poko ! |
Andriamangatiana ip vakivakim-piainana. 1998, 75 tak. |
Izy sy ny fikambanana iraisam-pirenena |
Lahatsoratra avy amin’ny sokajin-dahatsoratra samihafa |
Matoanteny entina mitsara |
Nefa izaho no madagasikara mitaiza sy mamelona anao lolo rajons in fandrosoam-baovao , 13 jona 1934. In lovako t11, tak. 15 |
Inona no hitanao fa tena olana setraina amin’ny fampitana ny fahalalana eo amin’ireo mpianatra? |
Raha toerana nialana indray no tiana hotondroina dia ny baka miampy mpisolo toerana no ampiasaina. Amin’izany dia miravona amin’ny zanapeo a iafaran’ny baka sy ny zanapeo a iandohan’ny mpanondro. |
Ny romantisme lyrique 1916 1929 |
Mila fanolokoloana tahaka ny aina, sy ny vatana ihany koa ny fiainam- panahy. Mazava fa manana ny anjara asany ny finoana amam-pivavahana eo amin’ny fiainan’ny mponina andavanandro. Manaporofo izany ny voalazan’i riviere claude hoe azo ambara fa ny fivavahana dia mitondra fanazavana momba ny zavatra tsy takatry ny sain... |
Maneho ny toetran’ny zavatra faritana sy ny fitsaran’ny mpiteny azy ho tsara na ratsy be, tsara, masiaka, ratsy, kely, ngeza |
Manana rano azo amokarana ny kaominina na vary na zavatra hafa. Manana rianaratra roa izy izay azo trandrahana tsara dia ny ao sahambo sy tsimanatimindrana. Hahazoana herinaratra azo anazavana ny tanàna sy hanodinana orinasa tsara ireo. Azo atao tsara ny mitrandraka azy na dia mbola lavitra ezaka aza izany. Tsy voatery... |
Ny hamenoana ny gazety, misy koa izay toa fanampin-javatra ihany. Koa izay no ilàna ny faharanitan-tsain’ny mpanao gazety eo amin’ny famaritana ny hoe inona no vaovao tena manaitra hapetraka eo amin’ny pejy voalohany. Mila avandravandra ny matoam-baovao, izay lehibe indrindra. Samy hita ao ny lahtsoratra hoe nijoalajoa... |
Rontsina rontsindrontsina mandrontsindrontsina |
Ara-toe-karena -ny malagasy no nanohana sy namatsy ny frantsay noho ny ady lehibe -ny malagasy no namokatra akora sy nividy lafo izay voahodina avy eo -namidy lafo teto madagasikara ireo entana nivangongo vokatry ny krizy 1929 |
Rajemisa raolison règis, op. Cit, tak. 823 |
Ras oary fatin-dehilahy anakiroa no hitan’ireo fokonolona teny an- dalana ambohitsitonona ny zoma lasa teo. Ny voalohany dia fatina lehilahy miboridana tanteraka. Voahitsaky ny fiara izy io ary tapaka ny lohany sy ny ranjony anakiroa. Hita nijanona teo akaikikaikiny teo ihany moa ny fiara fantatra fa nanosy azy 404 bâc... |
Antson’olon’ana ? Antson’ny efa trotraka ? Mitady sandry hamikirana |
Guiraud p la stylistique lecture. Kliuk siek. Paris kuentz p 1970 |
Tranonkala |
Fitondram-panjakana anefa tsisy vita endrika maro no isehoan’ny tsy fahamarinana eo amin’ny firenena kobaka am-bava sy ronono an-tavy fotsiny no ataon’ny mpanao pôlitika fa tsy fampijoroana ny marina. Averimberiko eto indray fa feno fitaka ireo toky |
Ny sarin-teny natao anehoana hevitra amin’ny fomba ankolaka ny sarin-teny. Manaingo tanteraka ny literatiora izy ireny. Eto ny mpanoratra dia maneho ny fahafolahany sarin-teny. Hita fa ny fanovana endri-javatra sy ny fanoharana no tena misongadina eto ny fanovana endri-javatra nataon’ny mpanoratra hanaitairana ny sain’... |
Bronckart, 2005, p.223 et on ajoutera encore, que les figures d’actions sont construites dans et par les discours, dépendantes des caractéristiques globales des situations de communication dans le cadre desquelles elles sont produites, ainsi que les genres de texte et des types de discours dans lesquels elles s’intègre... |
Raha fintinina dia tahaka izao no firoson’ izany fanazavan-kevitra izany ny ampahafantarina haja nirina razafinjatovo, 42 taona ary manambady |
Sary 13 voalavokely |
Bachelard g , l’eau et le rêve. Coll. Rue de communs. Lib josé cortit. Par s 1942. Bacry ch , les figures de style, ed belin paris, 1992. Barthes r , le degré zero de l’écriture. Ed du seuil, paris, 1953. Baugrand j et courault m , les français par le texte. 79 boulevard st germain. Paris vi. Boudereau f , fozza j et g... |
Ny famintinana lahatsoratra |
On entend par mesure d’accompagnement toutes les actions à entreprendre pour garantir l’efficacité de l’organisation du service d’audit interne de la salfa. Nous avons constaté dans le premier chapitre de la deuxième partie que le service audit interne de la salfa fait face à un problème d’insuffisance de personnel. La... |
Mamantatra ny sehatra iompanan’ny lahabolana na lahatsoratra |
Sourisseau j. M et all, diagnostic territorial du région vakinankaratra, étude pour le compte de l’agence française de développement rapport pays, agence française developpement afd , fevrier 2016, 157 tak. |
Rahaja 1992 |
Ny asa fikarohana |
Tsy nisy fiaraha-miaina raha tsy mihamaro ny olona; 10 dia nanambatra ny hery handresena ireny ny olana. Izay tsy mahay sobika mba mahay fatram-bary. Velona hifanasoa ka tsy hisy hifanary. |
Ny taona 1888 no nanomboka hita teo amin’ny tantara an-tsehatra ny teny hoe tsikilo na espion sy espionne nanamarika io fivoahan’ny teny hoe tsikilo io ny tantara nosoratan’i kolonely rosiana w. N. Klembosky izay nampitondrainy ny lohateny hoe ny asa fitsikilovana miaramila mandritra sy taorian’ny ady na l’espionnage m... |
Cpep ou enseignants du primaire chevronnés équivalent niveau baccalauréat 3 cadre d’appui en droits |
Somary sahirankirana i sahondra tao tsimajao, satria efa zatra niadana tany amin ny ray aman-dreniny sy tao amin ny rahavavin-dreniny izy. Niezaka ihany anefa izy mba hanana tahiry, ary izay no nivelomany rehefa tsy nanana asa izy. Nikiry nanohy ny fianarany hatrany i sahondra. Nihafy izy mba hahafahany manatontosa iza... |
Otrikafo fanehoam-pijery, op. Cit, tak 11-12 76 di , op. Cit 77 va 022, op. Cit |
Tableau 3 structure des ressources de l’association koloina en pourcentage |
Koto hoe ahoana? Manatona akaiky an-drandria 90- randria mihomehy kely nandra loatra koto oay leity e! Fa ahoana kosa? |
Literature occupies a big role in our daily life. A part of region, even a country developement is on his origin. Literature, in general, is really huge so we specialize in the traditional literature which entitled the oral literature’s role , according to he rango |
Fafana 35 mombamomba ny mpianatra ao amin’ny kilasy voalohany |
Lohateny takila |
Raha nibanjina ahy |
Tsapa fa nisy fitoviana ny faharetan’ny fotoana nanatanterahan’i a sy b ny lohahevitra ny hasin’ny tanindrazana sy ny fahefana amam-pitondrana. Araka ny kajy nataonay dia samy nahavita izany tao anatin’ny seho telo izy ireo 2ora x 3 6 ora. Ho an’i a manokana dia natrehanay ny fahavitan’ny lohahevitra manontolo tao anat... |
Nenibe ie, niantso tokoa aho fa mipetraha ianareo |
Tsy ho solafaka famindra, tsy halaky mba hifindra, hanam-piainana mirindra ka ho tratry ny ela indray ! 5 izany re no faniriako ho anao sakaiza tiako. |
Ny famaliana ireo andiam-panontaniana ireo dia manokatra lalana ho an’ny mpianatra amin’ny fahazoana ny lahatsoratra, ka ahaizany mampifandray izany amin’ny lafiny fotoana sy tantara. |
Judet de la combe p. Et wismann h l’avenir des langues. Les éditions du c. E. R. F. Paris. 2004. 242 p. |
Ny fehezanteny tsotra dia azo taterina mivantana sy tsy mivantana toy ny efa hita ao amin’ny ohatra 1 sy 2 . |
Teny fisaorana |
Asa an- t rano |
Asan’ny mpampianatra asan’ny mpianatra fanontaniana valiny 1 ireo mpitaiza olona sy mpanotra ihany ve no manana ny hasina? |
Ohatra ity ty, iroy roy, sns. |
Andalana maromaro no mandrafitra ny andininy. Mizarazara ho andininy avokoa ny tononkalo rehetra nokirakiraina amin’izao asa izao. Tsy mitovy avokoa, anefa, ny isan’ny andalana ao amin’ny andininy, isaka ny tononkalo. Azo zaraina toy izao manaraka izao ny firafitry ny andininy hita ao ny andininy maningana izany hoe, m... |
Petraka olana sy petra- kevitra |
Raha sendra atotaly ny zavatra vita, 10 ny ratsy nobe fa ny tsara tsy hita ; raha bangobangoina ny toetra nitranga dia azo lazaina fa tana tsy manga ! |
Ny fiainany ny kanto manana ny talentany miavaka i solomona teo amin’ny asa famoronana. Na dia ny tdt aza no tena ahalalana azy, dia efa nanoratra tononkira hafa sy maro be izy30. Ny hany sisa tavela sy hita amin’ireny anefa dia ny salamo faha 127.31mahay mandinika ny voaary manodidina azy izy, hatramin’ny bitika indri... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.