text
stringlengths
10
11k
Samy miaraka mahita samy mihaino sy mandre ny tsy rariny efa vita ny haratsiana be dia be fa aleo manentsina tadiny aleo mamitaka amin’ny vava aleo vitaina fa tsy tsiny
Ny rafi-piainan’ny malagasy mifaningotra amin’ny tontolo iainana
Horesahina manaraka eto ny zava-nitranga nandritra ny fotoana nanaovana lesona tany amin’ny ltpa ambinda ny 23 janoary 2015 tamin’ny 2ora-4ora sy ny 24 janoary 2015 tamin’ny 7ora-9ora. Ny sehom-pampianarana iray amin’ny ankapobeny dia mizara telo ny fanombohana; ny zava-misy mandritra ny lesona ary ny
Ankehitriny dia mitovy ihany ny fanatanterahana azy; na eo amin’ny fomba fihirana izany na eo amin’ny fotoana anaovana azy. Amin’ny maha hira mitarazoka azy dia tsy natao andihizana loatra izy na dia misy ihany aza ny manao fihetsika madinidinika noho ny fientanam-po. Tsy nampiasana zava-maneno toy ny hiragasy sy ny am...
Fampandraisana anjara mandritra ny fanomanana mialoha ny fampidiran-drano misy dingana tsy maintsy arahina mandritra ny fanomanana. Ao anatin’io fanomanana io no mety hahatanteraka na tsia ny fametrahana ny rano fisotro madio, fidiovana ao amin’ny faritra iray maniry ny hahazo izany. Maro mantsy ireo tonga nanatona ny ...
Mialohan’ny asa fanentanana dia tokony ho fantatry ny mpanentana mazava ny mombamomba ireo tantsaha izay kendreny hovana ireo. Tokony hifototra amin’ny fanovana ny tantsaha ny fanentanana. Ilaina ny fahafehezan’ ny mpanentana ny traikefam-pampitan-kafatra. Tokony homatihanina amin’ny asan- tserasera iandraiketany izy i...
Ilay jamba mpangataka sy ny
Lainga angamba ireny kanefa lainga masina lainga ho an’ny marina !
Sisin-drano, vondron’ala; vondron’ala feno fotaka no làlana diavina. Diavin-tongotra mazàna eny ambony làlan-kely. Làlan-kely toa handratra, toa handratra zava-maro zava-maro feno fotaka, feno fotaka mandrevo, toa mandrevo tapa-kazo, tapa-kazon’alahelo, alahelon-drahalahiko, rahalahiko any an’ala, ala maizina sy saina,...
Mandehana mora sy mba andraso dia alefahan’ny tambinteny mora sy ny mpanampy filaza miangavy mba.
Dian-tananao dada eritreritra manadala mahay mitraka mama ho anao ho azy omeko anao ry a ilay tolony fanadinoana
Ny boky sy ny fandaharam-pianarana
Andry andraina, mitaraina ny tany, librairie mixte, antanarivo
Françoise rullier-theuret, 2003, tak. 110 il est difficile de déterminer avec précision combien de lignes forment une tirade, et on ne saurait lui assigner une longueur absolue. Tout est une question de proportions une réplique perçue comme longue par rapport à son contexte sera facilement analysée comme une tirade.
Solo misento raivo!
Nilaozana t26 1 1 43- hetaheta t39, t88 2 2 44- leo t26, t 88 2 2 45- hisetra horaka t31 1 1 46- fiharetana t35, t64 2 2 47- adim-panahy t38 1 1 48- adin-tsaina t93 1 1 49- esoeson-teny t67 1 1 50- havizanana t100 1 1 51- kapoka t101 1 1
Intellectuels, des paysans. La lutte nationale catalysée par la volonté d’instituer à l’échelle nationale un esprit d’autonomie et d’indépendances. C’est finalement par l’institution de la culture de responsabilité que s’éveillera la conscience patriotique et nationaliste sévère à sa souveraineté. Il s’agit donc d’acco...
Ni 08.01.85
Tsy manara-pitsipika ihany koa ny endrika anondroana ny laharana faharoa amin’ny teny swahili fa manara-pitsipika amin’ny teny malagasy amin’ny teny malagasy roa faharoa amin’ny teny swahili wili roa a pili faharoa .
Ilàna fandraisana andraikitra mivantana ny fanoherana ny fahavalom-pirenena. Miantomboka amin’ny fandraisana andraikitra eo anivon’ny toeram-piasana izany mitohy eo anivon’ny fiaraha-monina ary miafara eo anivon’ny tanindrazana.
Moussa fa maninona koa anefa raha havaozina ihany koa lesy ny lokony anaty sy ivelany a! Fahavelon’i papa izao no nanaovana izany farany.
Vony kely sy ny fahatsorany faly eo anatrehan’ireto masoandro amam-bolany izay no sarin’izy telo mianaka tazako midify natelin’ny rimorimom- piainana izay inoako fa tadio hanilika ahy an-toeran-kafa. Voahangy ndeha ry tsiry a ! Io ambony latabatra io ny vola, efa nosoratako ao koa ny zavatra hovidinao. Tsiry lasa ary a...
Tanindrazana fahafahana fandrosoana
Fanomezana ampaham-potoana kely ho an’ny mpianatra tsara raha omen’ny mpampianatra ampaham-potoana kely amin’ny ora fampianarany ny mpianatra mba hanaovany famerenan-desona na hamitany ny asa nentina nody izay tokony nataony tany an-trano. Misy amin’ izy ireo mantsy no tsy manam-potoana hanaovana izany any an-tranony f...
Ny tatitra navoakan’ny one na office nationale de l’environnement dia nampahafantatra fa mihena 2,5 isan-taona ny ala eto madagasikara noho ny antony samihafa toy ny fitrandrahana be loatra ary ny fandoroana azy 15. Raha i arivonimamo manokana dia miavaka amin’ny hafa ihany amin’ny fananana ny ala tapia. Ndeha holazain...
Drazany, izy no entina manamarina ny maha andrarezina azy. Tamin’ny fotoana nanaovana ny famadihana azy, izany hoe, efatra ambin’ny folo taona taty aorian’ny nahafatesany, dia mbola nampahatsiahivin’i dr fontoynont, filohan’ny akademia malagasy tamin’izany ny fahaizany sy ny fifehezany tanteraka ny teny malagasy, tenin...
Valim-panontaniana niniana tsy nasiana fanamboarana sy fanovàna mba ho enti-maneho ny fahatsapan’ireo olona eny ifotony ny zava-misy amin’ny fomba fiteniny.
Haimah eny andriamatoa kaomisera, efa lalam-baovao sy fiainam-baovao izao no misy ahy, tamin’ireny aho ny ankavia sy havanana nandrakotra fantsy ahy, sady ny olon-tiako sy ny fianakaviako samy nanilika ahy daholo, hany ka fanina aho, tsy nisaina afa-tsy ny hamaly ratsy ny ratsy 168 tsy tapitra teo amin’ny fivahan’ny ol...
Pérsoud avp pérsoud app 1,2 1 6,35 54 ,000
Fantatr’ ise amboara ho an’i celestin andriamanantena
Mitaraina ny tany, tak 187 31mitaraina ny tany, tak 191 32mitaraina ny tany, tak 191
Raha tsikeraina io fafana io dia hita fa maty antoka ny fianakaviana tompom- pamadihana f1 satria mihoatra ny vola nomanina ny vola lany kanefa zara raha misy ny vola azo amin ny atero ka alao araka izany, tsy natao hitadiavam-bola akory ny fanaovana famadihana eo amin ny mponina fa fanatontosana ny adidy. Fafana 14 ny...
Araka ny fanadihadiana nataonay tamin’ny sefom-pokontany tao antsahamaro talata volonondry, aprily 2014 26 r. P. Malzac , dictionnaire français-malgache, editions ambozontany- analamahitsy, antananarivo canton fizaran-tany madinika 27 plan communal de développement pcd , commune talata volonondry, 2007-2012 p.9 28 pcd ...
Voambolana vahiny nogasiana
Hahita ihany aho endrika sy bika mitovy aminao ilay mahafinaritra ahy. Hahita ihany aho fihetsika mambabo sy milasidasitra. Ilay maharendrika ahy
At b ii l, l, o 1. Ors-n ey ssngenos , u .1.1. W1j1. ; i, zay
Ces torts ne m’enlinent pas mon droit. A ors, me voila. Moi aussi, je suis j’un d’entre iiol 5 et par la grace de dieu et par la votre, je trouverai ma place. Nous ne nous cunnaissons pas. Vous ne me co, , g s tpas encore et ainsi vous ne savez pas encore que je peux ious donner beaucoup en retour. Mon nom est ayenk et...
Firenena ny fandrosoana sy
Izay aloha
Isan’ny mpianatra 3 7 9 18 7 4 6 54
Antsiranana
Deschamps, op cit. P238 la fête du bain fut remplacée par le 14 juillet.
Fafana voalohany 1 fafana maneho ny anaran’ireo mpiray tampo amin’i hajaina sy ny asany avy takila 25
Ts imanato ka tsy namelaka tehimaina an’ialahy izany aho ho’aho !
Toko ii ny fomba nentin’ny mpanoratra naneho ny fo lafika tokana
Sary 13 antanimbarinandriana ankehitriny.
Dhoruba a. N rivo-mahery miharo ora-mi ja soriba 78 dini a. N fivavahana, finoana dina fifanarahan’ny antokonolona 79 diwani a ma- mpanolotsaina, toeran’ny mpanjaka doany 80 doa a. Ma- pentina do karazana bibilava misy pentina mainty sy fotsy 81 donge a. N vongan-javatra donga, dongona 82 dongoa a ma- trafo, fivontosan...
Toko i ny filalaovana amin’ny endrika ivelan’ny tononkalo
Rebeka kosa dia zafin’ny sojabe tsimihety tao andranosamonta. Tsara tarehy tokoa izy araka io sariny io. 73 itotovahiny itotovahiny, zanaka lahitokan’izy mivady dia zaza maroroka fatratra. Vao telo ambin’ny folo taona izy, anefa mihoa-dray sahady amin’ny halavana. Zarazara hoditra, somary lavalava endrika, be handrina,...
Tamika tamitamika
Hananany saina tia karokaroka ary tia manaka-javatra mba tsy ho tolotra foana fa mba hahay hamorona ihany koa. Ny tena manavanana ny malagasy dia ny manamboatra ny simba, fa vitsy no mba mamorona. Ny mpampianatra taranja malagasy, noho izany, dia tokony hanova ny fomba fampitana lesona amin’ny mpianatra, fa tsy hijanon...
Filaza tsotra
Jedlicka a 1985 organisation moderne du développement rural. Les nouvelles edition africaines. Abidjan. 227p
Izay no ohatra roa amin ny tantaran ireto mpiavy ireto nanomboka tany amin ny toerana nialany ka mandra-pahatongany teto, ny fivoaram-piainany rehefa tonga sy nonina teto, ary ny fomba fiainany araka ilay lohahevitra. Hanohizana izany dia hidirantsika manaraka ny fandinihana ohatra roa amin ny fomba fiainany ireo dinga...
Mihaino ny konsiansy
Laza adina lehibe ahazoana isa betsaka indrindra any amin’ny fanadinan’ny kilasy famaranana ny fanadihadiana lahatsoratra sy ny famakafakan-kevitra. Noho izany, dia tsy ataon’ny mpampianatra ho ambanin- javatra ny manazatra ny mpianatra hahafolaka azy ireny. Koa misy ampahan- tononkira iray mikasika ny tody ity, azo ra...
Tolo-tànana ho an’ny mpianatra malagasy, boky malagasy, kilasy famaranana, 98p
Katsahin’ny nofy ny sandry ifikirana 10- hioty tokelaka ampian-tsafosafo, ka vola-miràtra mitsiky sy mirana’ no hanitry ny oroka lafo dia lafo.
Sary 4 sarin-tanin’i besalampy loharano
Araka ny voalazan’ireo mpampianatra a sy b narahinay mantsy, dia antony iray tsy ahafahana manome vahana ny fampandraisana anjara betsaka loatra ny mpianatra ny tsy fahampian’ny ora na dia zava-dehibe tokony hatao aza izany, satria manjary tsy vita ny lesona tokony hatao. Tsapa tamin’ny fampianarana nataon’izy ireo moa...
Izany. Ny fanoloran-tena sy fanetren-tena ka hatokiana azy tompo, ary ny fananana fanantenana no takina amin’ny rehetra. Azo lazanina ho feno ny fanabeazana nentin’i irako ammi ka ahafahana mampivelatra sy mikolokolo ny ara-batana, ny ara-tsaina, ary ny ara-panahy. Hita ho mampiavaka ity mpanoratra nohadihadiana ity àr...
Indraindray koa dia ny tovovavy manina ny lehilahy tiany no miôsiky any an- tanimboly, eny am-pakana anana. Maro aza no mihevitra fa fomba fiantsoan’ny vehivavy ny lehilahy ny fihirana eny an-tanimboly. Eny am-pipetrahana na am-pitsanganana am- pitangosana anana no anaovany ny ôsiky. Mafy sy mikarantsana ny feon’ny ôsi...
Va na dia tsy mbola fantatr’i andry aza ny ho fizotry ny fandihadiana ataony, dia tsy nisalasala nantona an’ingahy rasendra mpanao varo-maizina izy.
Tovovavy jefijefy tia fitiavana zaraina aok’ianao hanaja tena f’aza manadala saina.
Samy nanana ny tetika tiany hitondrana ny tany sy ny fanjakana izy ireo tsirairay avy. Tamin’ny andro nitondran’ny mpanjaka andrianampoinimerina 1783-1810 dia nametraka lalàna izay somary manavaka ny vehivavy izy, nanomboka teo ny fanjakan-dehilahy. Na izany aza anefa, nanome anjara toerana ho an’ny vehivavy ihany andr...
Dictionnaire historique et géographique de madagascar. Fianarantsoa. Ravelojaona. Firaketana. Imprimerie tananarivienne et imprimerie 1937 industrielle. Tananarive.
Fehiny toerana manana ny tantarany tokoa i faratsiho teo amin’ny tantaram-pirenena na teto imerina ny marimarina kokoa. Isan’ny faritra nipoiran’ny mafana fon’ny tanindrazana izy ka nahazoana ny fahaleovan-tena. Soritana manokana amin’izany ireo nanorina ny menalamba. Manana ny mampiavaka azy izy eo amin’ny fomba na eo...
R; e1. Ibcbran-kev; tra at ona soka ’ jy an, ! ; ongadinana ny toetrany, ny i ’ jr; n-j ; i; ary r-ndr1k i ehoany.
Teny avy amin’ny lakroa
Sary masin imasin-dahy joany mpanao batisa. Sarin olo-masina izay mpiaro ny fiangonana; izany hoe; ny mipetaka eo dia izay mpiaro ny fiangonana tsirairay avy.
Gazety ao raha laharana 2752, alakamisy 23 oktobra 2014, p.1
Tsy izany ihany fa eo amin’ny adihevitra enti-mandresy lahatra, ny mpanatrika sy ny mpifanandrina roa mba hanaiky ny vahaolana aroso, matetika manao tantara na mitantara an’ohatra ny zavatra efa nisy na nety nisy ny mpandaha-teny. Misy akony betsaka amin’ny mpanatrika ny fitantarana zavatra mitovitovy fiseho amin’ilay ...
Ny fahatsiarovana tsy mety ho maty
Ambohitsaina 9. Nobedesin ny
Fampianarana dia hanampy ireo mpianatra sy mpampianatra eo amin’ny fandalinana ny literatiora am-bava sy ny fomba filazan-javatra. Azo atao tsara ny mampiasa ny tonon- kira sy ny kabary ao amin’ny vondrona ambara ho fitaovana itrandrahana lohahevitry ny fandaharam-pianarana. Toy izany koa fanasokajiana ireo karazan-tsa...
Anaphore-métonymie-antimetabole- 264- 265 prolepse-personnification- gradation vi- ny mikalo ny 1- ny firafetana 13- 11- 159- 184- 185- métaphore-antithèse-épiphonème- fifandraisan’
Lesona ii fitsipika
Resadresaka, androndra, 15 août 2014
Ny teny izay nifanekena ny mivadika tsy haiko
Fahombiazana ho tratrarina endrika isehoan’ny fahombiazana fahatratrarana ny fahombiazana fifandraisana araka asa nisy teo amin’i voahary sy m. Le noir ny hanangana orinasa afaka haba eto madagasikara no tanjon’i m. Le noir. Te hanangana orinasa afaka haba any madagasikara m. Le noir v. A. Tak.133 fanampiana avy amin’n...
Raha vao very ny dian’omby dia voatery mody ny mpanara-dia. Mety maro no mahatonga izany ohatra; tratran’ny orana, na misy olona iray na roa miray tetika amin’ny mpangalatra ka mitarika ny olona amin’ny dian’omby tsy izy mba hanatarana ny fanarahan- dia. Rehefa mody ny fokonolona dia voatery tsy maintsy mitady an-jamba...
En fin le schéma n 4 l’objectif est de mettre les hommes et les femmes sur un même pied d’égalité que ce soit dans les différents rôles, responsabilités et les prises de décision
Mifamatotra hatrany amin’ny maha mpampianatra mpanabe ny mpanoratra ireo teny tsara hotadidiana ao amin’ny asa sorany. Misy sehatra roa miavaka tsara azo anasokajiana izany ny mpianatry ny lisea, ny besinimaro. 3.3.3.1. Ho an’ny mpianatra ao amin’ ny lisea
Anjanahary 1 ambatomainty 1
Arakaraka ny halavan’ny fotoam-pahatarana ny sazy mihatra amin’ireo mpikambana raha telopolo 30 andro ny fahatarana dia fandoavana zana-bolam- pahatarana no saziny. Raha telopolo 30 no mihoatra dia sady mandoa zana-bolam- pahatarana izy no tsy afaka mifidy amin’ny fivoriam-be ary tsy azo fidina raha tsy 12 volana ao ao...
Ilay maraina ho an’ilay olo-marina izay nampahoriana
Ny ao am- poko kosa, tsy mahalala izany fa lasana miritsoka!
Zahao b. A. M t.1 fasc.4 1902 tak 186-189, de l’orthographe malgache. Préliminaires , fr rapha l ; b. M tome v 1957 tak.51-54
Hita amin’izany fanadihadiana teo izany àry fa misy ireo voambolana notovozina teo anivon’ny tontolo manodidina sy ny zavaboaary ary teo ihany koa, ireo noloarana avy ao amin’ny baiboly. Ireny voambolana ireny dia samy mifono ny hevitra tian’ny mpanoratra hambara. Ireny rehetra ireny dia nataon’ny mpanoratra hanehoana ...
Ireo tahirin-kevitra amin’ny teny malagasy baiboly eksodosy toko 28, andininy 2-4 cite fisy teknika momba ny fiompiana landy sy ny fambolena voaroihazo, 2003 costa michel boky momba ny famolesana ny landy, oktobra 2005, mpandika teny fenomanantsoa randrianarijaona dahle anganon’ny ntaolo, trano printy loterana antanana...
Io mantsy fa tsy azo sarahina amin’i frantsa i alzeria, fa hohajaina ny zon’ny mponina tsirairay. Raha vao nandre ny biraon’ny mouvement national algerien tany londres fa hatao latsa-bato ny fanatanterahana ny loi cadre , dia nanentana ny vahoaka izy ireo mba handà izany. Ambentin-dresak’izy ireo fa tsy loi cadre no il...
Mauss m sociologie et anthropologie essai sur le don puf france 1960 4eedition ,475 pages
Jona 96 asiniony
Ny fandokoana ny fihetseham-po noho ny manjo ka toa tsy misy andro mihiratra mihitsy na kely aza raha maraina mifoha, misento! Nony hariva , hatory, mitsetra ! Fa zezehan’ny tsiahin’ny lasa, sy tongoavan’ny hita ho avy! Andininy faha 13 marihina eto ny fanaingoana ny ambara amin’ny teny fampiasa amin’ny andro iray, ind...
Ity fizarana faharoa ity dia natokana indrindra handalinana sy hamahavahana ny endriky ny am-bava sy ny anjara toerany eo amin ny fampianarana ny taranja malagasy nandritra ny fizarana asa tany amin ny lisea. Amin ny maha taranja ampianarina ny taranja malagasy dia misy tanjona hotratrarina ihany koa ny fampianarana iz...
Tantaran’i madagasikara isam-paritra, trano printy fiangonana loterana malagasy antananarivo , 587p
Anompana lehilahy noho izany ny hoe 39. Rakoton-doza!
Andraikitry ny tanora ny mitana ny teny nomeny, mitandrina ny tenany eo amin ny sehatry ny fitiavana, ary miezaka hanatsara ny fiainany hatrany, fa tsy ho resin ny fahakiviana.
Na inona na inona toe-javatra mitranga eo amin’ny fiainana, dia tsy tokony hilofika amin’izany ny fo, ilainy ny mitsiky hatrany. Hoy indrindra ny andininy voalohany ao amin’ny sahia manantena t62 160
Tamberim-boan-teny am-param-pehezanteny mifanarakaraka no misy eto. Eto ny épiphore dia nandokon’ny mpanoratra ny tsy fitovian’ny fitiavana misy eo amin’ny olon- droa mpifamofo izay mifamilafila, toa misy foana ny iray tena tia.