text stringlengths 10 11k |
|---|
Malala a, mandre ny feoko ve ianao? Fahatairana no setriny dia nisento tokana aho |
Ozona atao amin’ireo amin’ny olona mifanao fati-drà no hita ao amin’ny ohatra 24 raha toa ka mieritreritra ny hanao ratsy izy ireo na hivadika amin’ny teny nifanaovana. Voalohany, dia ozonina ho faty ny olona mivadika amin’ny teny nifanaovana io fahafatesana io dia miseho amin’ny endrika maromaro. Mety ho voarasa, mety... |
Ny kanto eo amin’ny literatiora 2 tantaran’ny literatiora ny mpanoratra sy ny asa sorany ny sarin-teny ny fandrosoana ny fahafahana ny fomba amam-panao malagasy famakafakan-kevitra fanadihadiana lahatsoratra tsy dia nisy nanahirana ahy tiako avokoa satria teniko ka mora raisina antony lava loatra ny lesona tantaran’ny ... |
Jereo ny ohab 18 23 fa asehony amin’ny alalan’ny fehezan-teny mifamaly rafitra mitovy vahana mifanipa- kevitra izany. |
Et comme l’analyse effectuée auparavant repose toujours sur l’exploitation des dossiers d’établissements nous pouvons en déduire que les périodes auxquelles les rapports se sont établis se considèrent comme éléments révélateurs du retard de transfert des fonds. Ces derniers ne s’utilisent qu’au mois de janvier voire mê... |
Koto ny any an-danitra izany. Izahay aloha mbola olombelona malagasy eto an-tany ihany e dia faly izahay fa nomen andriamanitra nosy onenanay, fomba amam-panao arahinay, dia mijoro amin ny maha izay anay, |
Ilay jona 1991 |
Teny fampidirana 1 alohan’ny hirosoana amin’ny fandalinana dia hosoritana ankapobeny aloha ny manodidina ny asa fikarohana 2 0.1. Petrakolana sy petra-kevitra 2 0.2. Ny lohatenin’ny asa fikarohana 4 0.3. Ny zava-kendrena 4 0.4. Ny lalan-tsaina ilafihan’ny asa 5 0.5. Ny drafitry ny asa 6 toko voalohany ny fanagasiana, b... |
Ny fiatrehany ny fahafatesana voajanahary eo amin’ny manana aina rehetra ny fahafatesana, saingy ny endrika isehoany sy ny fotoana ary ny toerana itrangany no tsy mitovy. Eo anatrehan’izany fahafatesana izany dia misy ireo kivy sy mamoy fo mihitsy. Miankina amin’ny toe-po sy ny toe-tsaina ananan’ny tsirairay anefa no a... |
Amin’ny alalan’ny fitaovana atao hoe -skyp? |
Anne reboul et jacques moeshler, 1998, tak. 6 la maxime de manière veut que l’on exprime clairement et, autant que possible, sans ambiguité, en respectant l’ordre dans lequel les informations doivent être données pour être comprises 30 ducrot, 1979, tak. 179 cette partie de la signification des énoncés qui échappe aux ... |
Destinataire ny tenany |
Famintinana raha fintinina ny momba ny vahaolana azo aroso dia ny fampihenana ny vola miala sy ny fampandraisana anjara ny mponina ao an-toerana. Raha omen-toerana kokoa ny mpanakanto avy ao amin’ny faritra, fa ireo vahiny dia vitsy ihany, ka ireo matihanina dia handray karama, fa ireo vao misondrotra kosa dia hahazo f... |
Tsaroana raha misy hadalana mba vita, fa mba miteraha , hoy izy hahita , 35 izay nafafy tokoa no hojinjaina, fa tsimbalivaly ka sarotra ialàna. |
Ny volana desambra aloha, araka ny hitanay noho izahay nonina ela tao an- toerana ary koa nohamafisin’ireo tomponandraikitra raha nanontaniana ny antony izy, faran’ny taona io ka mody daholo ny zanaka am-pielezana mankalaza ny taona vaovao any an-tanindrazany. Samy mitondra ny fianakaviany miangona ny olona eo ary dia ... |
Tsy hitako’ zay ratsy raha nanao ireny isika saingy aleoko dia nihafy nanajanona ny ditra kanjo andro maromaro mafy ny embona sy tsiaro vonona aho haditra mba hiarahantsika . |
Efa-drofia dimy emboka eni-mangamanga |
Ireo tononkalo mba manaraka rafitra raikitra ihany misy vitsivitsy ireo tononkalo toa mba manaraka rafitra ihany. Anisan’izany ireto ny maherintsika , nosoratan’i rivo ndriana armand mangina , tononkalon’ihary- lantosoa. Toy izao no hita ao amin’ny ny maherintsika andl 1-2 u uu u u u u u raha- ny- ou-ver-tur-e- za-reo-... |
Helo-dranomasina |
En fait, le bilan présente à l’actif les emplois et au passif les ressources à un instant donné. Les emplois sont classés de haut en bas de l’actif par ordre de liquidité, c’est-à-dire leur faculté à être transformés en argent liquide. Et les ressources sont classées de haut en bas par ordre d’exigibilité, c’est-à-dire... |
Ny riba ohatra 1 hoy ity mpandinika iray ny tsy fahaizana miray hina no vato misakana ny fandrosoan’ny malagasy .76 voaboasy ny hevitra fonosin’izany ary ezaho porofoina amin’ny zava-misy iainanao na ohabolana sy fomba fiteny fantatrao. Tanjona amin’izany ny hahaizan’ny mpianatra mijery ny zava-misy iainany, ka manapor... |
Iray ampiana iray mira roa ka tandremo ianao sao voa isao tsara |
Holavinao ilay fony manina sao disoinao ilay marina nantenainy hotanisaina ka naleony tsy lazaina! 125 |
Ny fandresen-dahatra dia fanohanana na fandrodanana tsangan-kevitra iray izay tian’ny mpiteny hankatoavina na ho lavin’ny olona resen-dahatra. Samihafa arakaraka ny olona resen-dahatra sy ny seha-panambarana ny tanjona kendrena amin’izany mety mampino ; manainga hanao zavatra, mitsikera ; manoro hevitra ; mitolona ; mi... |
Mbola mitoetra eo amin’ny fiaraha-monina ao amin’ny faritra imamo ny finoana an’i zanahary, izay ilay sokajian’ny olombelona fa nahary azy tongotra aman-tànana sy ny tontolo eto ambonin’ny tany. Misy karazany roa ny finoana ny zanahary ambara eto ny finoana kristianina |
Dadabe ny firenena eto amin’izao tontolo izao dia samy miezaka manasina ny fombany. Hazavaiko aminao fa misy an’izany firenena japoney izany. Sangany amin’ny tanjaky ny toe-karena eran-tany izany, ary tsy manary mihitsy ny fomban-drazany. Toy izany koa ny arabo sy ireo firenena erôpeana ireo. Koa nahoana ianao no menat... |
Rehefa jerena misingana indray ny vondrom-pehezankevitra tsirairay dia samy manana ny firafiny sy ny tanjony manokana avy, na dia mifamatotra ao anatin’ny lahateny aza izy ireo. Ireny no antsoin’i adam hoe seho102. Lafin-javatra telo no entina manavaka ny seho iray amin’ny ankapobeny ny tanjona amin’ny fanaovana azy ny... |
Rava ravarava ravaina ravaivaina 436 ravitra ravidravitra ravitina |
Ny hita ao amin’ny akora fototra dia fepetra telo no heverina fa mahatanteraka ny hasina tokony homena ny poeta efa nodimandry ny fankatoavana azy, ny famelana azy hanaloka hatrany ary ny fahatsiarovana azy. Raha tanteraka ireo teboka telo ireo dia azo lazaina fa mipetraka eo amin’ny hasina sy voninahitra tokony hanana... |
Finoana ny fahefany sy fizarana izany amin’ny hafa |
Ohatra ta mbi ta mby ma na na a mby, ro tsi ro tsy vo la fo tsy, ma mi ke ly toa ta nte ly |
Sota eny e! Ary tsy hisaotra anareo ihany no anton-diako, fa hifona aminareo ihany koa raha nisy zavatra tsy nety nataoko taminareo. Ranto izay to fo no tena mpamosavy ry sota a! Mamela anao izahay. 183 |
Tsy miova ny endrika isehoan’ny mpanondro na inona na inona anjara asa sahaniny ao anaty fehezanteny ary mahaleo tena hatrany izy ireo. Rabenilaina 1975, t. 117. Indraindray anefa, ny io dia lasa o, ary ny i y lasa o y na e y rehefa mamaritra teny miafara amin’ny -o na a. Otto c. Dahl 1968, t. 14 . |
Restructuration |
Faharetany dingana vontoatiny fanamarihana |
Na izany aza anefa, tsy izay pitsopitson-javatra rehetra nitranga teo amin’ny fiainany dia hotanisaina avokoa. Izay iavahan’ny r. Fidimanantsoa amin’ny hafa no mahamaika mba hahafantarana azy140. Ka ny mampiavaka azy amin’ny maha olon- tsotra azy an-daniny, ary amin’ny maha mpanakanto azy an-kilany no ndeha hovahavahan... |
Naka rabemanantsoa 1892-1943 |
Fizarana voalohany |
Mitaraina ny tany, tak 213 127 weber, genèse de l’ uvre poétique, tak.25 l’instance avec lequel reviennent dans l’ uvre d’un écrivain des mots , des objets , ou des situations peuvent etre éclairent |
Mail zafilazademanette gmail. Com |
Faharetany dingana vontoatiny fanamarihana 5mn |
Nitrotro ny fahazazako, nitaiza ny hatanorako ka nampianatra ahy ombieny, hankafy ny vakiteny ireo asa soratrao ry rado ! |
Maro amintsika no mbola tsy manana kanefa lazao sy bitsiho ireo namana fitaovana iray tena mampifandray efa ho dimy arivo ariary izao ny finday! 125 |
Amin’ny laharan’ny mpanoratra. 27 ny rahona araka izany no nentin’ny mpanoratra hamoahana ny asa sorany; ny rahona araka ny famaritana nataon-drajemisa raolison dia fitambaran’ny entona avy amin’ny ranon’ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan’ny hainandro ka mitangorona eny amin’ny habakabaka ary milatsaka ho ora... |
Fikarohana satria -monina izany. Dia hita taratra eo amponina ny potoana roa misy eto madagasikara. Tsy mifanalavitra manana ho mamaritra ny mari-panany ho 18 c -taona. |
Soa fa fantatro aza soa ianao nilaza ! Amonoako dieny izao izay mba vetso anatiko ao fa raha izay veromanitra fa tsy mba hoe ronono rehefa ela dia tsy ho aritra ka hampisy romoromo ny horonan-tsihy indray dia tsoriko mihitsy fa tsy nahazatra anay. Ny andro mamanala fa izaho angaha adala no dia hitonantonana ka lamba no... |
Tara-kevitra |
Ny fahalemen’ny olombelona kanefa io fahalemena io no toa vao mainka manindrahindra ny finoana. |
Fiteny andavanandro |
Erika. Imprimerie d’ouvrages éducatifs. Librairie mixte. |
Mpk fram mtr hafa ftmr tmk amboasary-sud 3 1 |
Rajemisa raolison rakibolana malagasy, ambozontany fianaraantsoa 1995 1061 takila |
Mametra ny fiainan’ny nohariany andriamanitra |
Tamberin-javatra 2.2.1.2.1. Tamberin’andian-teny an-dohan’andininy mifanesy na anaphore |
Tiany ianao, ry domoinany anefa, anio izy dia voatery ka hilefa hijohy ny fo fa indrisy handao anao nefa ny saina miandry hatrizao. |
Maitia mba tsofy rano zato fo manganohano andl 12-13, in veloma122 |
Kingatsa anie aho ka kingatsa. Kingatsa ery an-dohasaha, ’zay hendry tsy tratry ny latsa, tsy menatry ny olo-mizaha. |
Ny ditra nataoko ho rariny foana no lala-mivily nitotototoana, 15 ka latsaka am-bovo aho vao nahalala ny fahantson’ity saiko adala ! |
Remerciements |
Cp2 44 20 40 26 |
Teny frantsay teny malagasy lafiny azo ampiasana azy amin’ny taranja malagasy sy frantsay montagne |
Dia mitory miantsoantso |
Fiarahabana tononkalo natao ho fiarahabana an’andriamatoa rajoelison, tale vaovaon’ny epp manalalondo ho solon’andriamatoa rasolonjanahary gabriel réné nafindra toerana |
Mpandray anjara fototra |
Ny fitsinjaran’ny kaominina arakaraka ny elanelana misy ny kolejy akaiky amin’ny be sy ny maro 54 kaominina ao amin’ny faritr’alaotra mangoro no mandeha 1 km mankany amin’ny kolejy akaiky azy. Ny ankamaroan’ny mpianatra izay dia mandeha 1 ka hatramin’ny 10 km na 35,2 ny kaominina ao ambatondrazaka ny ankamaroan’ny mpia... |
Définitions, objectifs et avantages du planning familial |
Fa aleo aho mba hiaritra raha izay no sitrakao anio aho tsy mba hiady varotra fa hankato izay lahatrao. Ny eja juin 2006 |
Ny amin’ny gradation fomba filazan-javatra manao an-tanan-tohatra ka ivetsoana ny fihetseham-po mandeha miandalana nefa tsy hay tohaina. Indraindray dia lalaovin’ny mpanoratra izy ity amin’ny fanehoana ny tanjona iriny. Manao lanja miakatra na midina ny fomba fanehoany azy. Noho ny tdt mivetso fitiavana sedraina dia il... |
Ho an’i b indray kosa, dia isaky ny misy fotoana sy manomana fanadinana hanomezana isa in-2 isan-telovolana izy no manao ny fampiharana. Tsy hita ho nisongadina anefa izany tamin’ny nataony. Nisy ihany ny fanadinana nomena ny 22 febroary, saingy fanadihadiana lahatsoratra fotsiny, fa tsy nisy famakafakan-kevitra. |
Ny sokajin-taonany azo lazaina fa mbola tanora tokoa ireto mpianatra ireto. Eo an-tanany, araka izany ny hoavin’ny firenena malagasy. Toy izao avy ny sokajin-taonany, raha ny valin’ny fanadihadiana no taterina. |
Amin’ny ho avy manaova fitàna |
Fahaizan’ny mpanoratra mifidy izay zavatra sy toe-javatra holazaina ao amin’ny tantara manomboka any amin’ny voambolana ampiasaina ka hatrany amin’ny fomba nandrafetana ny fehezanteny dia ahatsapana ny maha kanto ny tantara. Ny fahaizana milalao amin’ireo karazan-tsarinteny maro samihafa dia mahatonga ny mpamky hiombom... |
Antananarivo 2012- teny fanolorana fa misy ireo solofo, ho dimby mitantara hamongatra ny takona, ho zavatra azo ambara ampahany amin’ireny, toa singa notsongaina. Kely toa tsy inona! Kanefa tantaraina. |
Tsarain-drabontsina ho ratsy eto ny fihetsika nasehony sy nataony tamin’i bako. Ka izany no mahatonga azy hibaboka sy hifona ; izany hoe ny zavatra tsy nety natao tamin’ny hafa sy izay heverin’ny mpanao ny hetsika ho ratsy ihany tokoa no nanenenana ny fanaovana azy ka hanaovana fialan-tsiny. Ny matoanteny mifona eto ar... |
Fandaharam-pianarana |
Natao toy ny lesona fony nibada, 10 niverina imbetsaka nony namindra ; anarana soa mahavantana indrindra ka tiako dia tiako ny neny sy dada |
Ny hafalian i tsiresy rehefa nahaforona ilay akanjo vita amin ny rofia izy. |
Mitana anjara toerana lehibe eo aminrny fahaliananrny mpianatra na izay mampiasa ny boky ny loko ampiasaina ao anatiny. Ny maso no homen-danja voalohany aminrizany. Ny loko fotsy sy mainty no ampiasainrny mpanoratra sy ny mpanonta ny boky. G ny sary |
Ny tokony ho adidin’ny zoky fomba fiteny fandre matetika ny hoe zoky be toa ray mametraka adidy lehibe ho an’ireo zoky izany fitenenana izany. Tamin’ny resaka nifanaovana tamin’ny mamatonalina no nanantitranterany fa mitana anjara andraikitra mafonja ny zokiolona. Izy rahateo moa kamboty ka niahy ireo zandriny. Fa mpia... |
Cameron reprend le style de la maison à varangue |
Ny tsoraka ny fihetseham-po miiba na miabo no tena tombon- kevitra entin’ny tsoraka figagana, alahelo, hatezerana arakaraka ny seha-kevitra no sandan’ny tsoraka. Ohatra na ireo mpitsara izay lalàna no ampiharina, katsahina. Midona eo, mihanahana. Ny masony aza pahimpahina ! |
Dinitra. Imprimerie new print. Natonta fanimbalony. 167 pejy |
Ka na ny ranomasoko, na ny tsikitsikiko, na ny fahantrako, na ny fitolomako, na ny fivavahako, na ny hasambarako, na ny nofinofiko, na ny tsangam- kevitro dia samy hoezahiko harafitra ho soratra, hipetraka ho tahiry ho an’izay malalako, ho an’izay solofoko, ho an’izay ray sy reniko, ho an’ny rahalihiko, ho an’ny anabav... |
Ny fanofanana atao amin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra |
Hohanin’ny olona mba hahatomombana ny fahasalamany avy izy ireo. Mba nanao ahoana kosa ny nandraisan’ny olona ireny ? Tsy vitan’izay fa efa teo ny onn niezaka nampahafantatra izany sy nisarika ny olona tamin’ny fomba rehetra. Mba nanao ahoana kosa àry ny vokatra raha hotombanana tsotsotra ? Ireo indray àry ny fanontani... |
Hilaza ny fijeriny ny haiolona mandinika ny fiarahamonina, izay mifandray amin’ny lohahevitry ny fikarohana notanterahina. I evans-pritchard 1965 , mpikaroka voasokajy ho anisan’ireo nanangana ny haiolona mandinika ny fiarahamonina, dia nanazava ny karazana finoana sy ny fototra niaingany. Amin’ny ankapobeny dia avy am... |
Marotahalaka 32 2 |
Ratefy raha ny marina tsy avelako mody any aloha indry, ry navela a ! Sadaikatra hoatrany tsy azoko antoka mantsy fa tsy hifofo ny ainao intsony i miora navela midongy handeha hody fotsiny aho ry dada a ! Oay, ramose mantsy e ! Ratefy mihomehy kely ka maninona anefa raha izao no atao e ? Aleo antsoina amin’ny finday ny... |
Kanefa koa tsarovy tandremo sy tandrovy ny niantsoana anao ny fototr’asa atao, ny tena izy indrindra ; 20-hanentana, handrindra ny hira izay iombonana anivon’ny fiangonana ! |
Teny fisaorana |
Araka izany, dia zava-dehibe tsy azo dinganina amin’ny fampitana fahalalana amin’ny mpianatra ny fametrahana ny tanjona kendrena. Izany tanjona izany dia tsara raha ezahina amin’ny fomba rehetra ny fanatrarana izany. Arindra amin’ny endrika sy ny vontoatim-pahalalana homena ny mpianatra ihany koa ny tanjona apetraka. |
Efi-paly, fanalana fady 22 |
Nanampy ny misionera tamin’ny fandikana ny baiboly radama sy ireo mpianatra nolazaina hoe ny roambinifolo lahy isan’ireny raharolahy, ralehimaholy, rainifiringa, rasatranabo, rainisoa ratsimandisa. Mbola nandefa zatovolahy telo tany amin’i freeman ranavalona tamin’ny 1931 hanampy amin’ny fandikana ny baiboly. Ny 7 mart... |
Mialaret, education nouvelle et monde moderne, col. Sup, ed. Puf, paris, 1969, p 18 l’éducation veut crée un homme susceptible d’affronter le monde de demain, homme conscient de ses pouvoirs ; de ses responsabilités, de ses droits |
Izay heveriny fa tsara vintana sisa no ataony. Manambara izany i sahondra manao hoe ka dia itompoana teny fantatra fa tsy mpibaiko ny anjara ny olombelona, tsy tompon antoky ny fahavoazany izy. Ary mitondra azy hitsiriritra ny toeran ny hafa? 220 io fahakiviana io no mitarika famoizam-po ho an ny olona. |
Izao ny an’i kaina no nataony sorona , no nataony sorona tà tamin’ny tompo e tompo andriamanitra vomanga lanin’ny kidraodrao120 no nataony sorona tà tamin’ny tompo e tompo andriamanitra |
Dia samy niara-niondrika ny fiontanam-po nidobodoboka mafy tokoa dia nifampijery , |
Mampipoitra hevitra maro samy hafa ny fisian’ny habaka ao amin’ny tantara foronina, ary ahatarafana ny mahaizy azy ny tantara izy, hoy ry i bourneuf sy ry i ouelet.76 noho izany dia rariny raha apetraky ny mpanoratra izy, mba hampiorina tsara ny tantara. Araka ny nohazavain’i emilson daniel andriamangatiana, dia mitovy... |
Ny iombonan’ny fiasan’ny feon-teny ao fandriana sy ny fiteny malagasy ôfisialy ny fiteny betsileo avaratra no heverinay fa nahatahiry kokoa ny fiteny malagasy ôfisialy rah any fiteny merina no nolazaina hatramin’izay. Eo amin’ny fampitahana ny fiteny dia voasokajy ho ao anatin’ny fiteny misy ny merina izy io, fiteny iz... |
Tamin’ity fizarana voalohany ity no nanoritsoritana ireo toerana nanaovana ny asa fikarohana. Voaresaka tamin’izany ny zava-misy ara-piarahamonina sy ireo sekoly ao an- toerana. Natao izany satria ny sekoly dia toeram-panabeazana, ary ny fanabeazana dia tsy afa-misaraka amin’ny fiarahamonina. Na toy inona fanirian’ny r... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.