text stringlengths 10 11k |
|---|
Petra-kevitra lehibe natao hoporofoina amin’ny alalan’ity asa fikarohana ity ny maha toeram-bakoka lehibe iray manokana na site patrimoniale ny faritr’i mahamasina; ny maha zava-dehibe ny fijerin’ny fiarahamonina eny ifotony izay mamaritra tanteraka ny maha vakoka ny singa iray ary ny fitsanganan’ny paikady miainga eny... |
Key words radio play, figurative language, style, idea expressions, atmosphère, setting, descriptions, highlightings. |
Rado ekeko izany, fa sao dia tsy nosainin’ise ny fototr’izao? Ilay nenitoany nibaboka ary nahatsiaro tena koa fa tompon’andraikitra, tsy mitana alahelo amin’i haimah! Sedra kaomisera! Tena momba an’i haimah ange ianao izany e! |
Goldenstein, op. Cit on a souvent voulu voir dans la peinture un art de l’espace, et dans le roman un art de temps , tak 103 68 goldenstein, op. Cit on admet sans peine l’influence qu’une époque donnée, qu’un monde littéraire exercent sur un écrivain ainsi que les variations subies par les uvres selon qu’elles sont écr... |
Teny fisaorana |
Ny fiarahana amin’ny fanamby ny ami no androtsahana sy mitantana mivantana ny vola miditra avy amin’ny alalan’ny asa fiarovana ny harena voajanahary sy ny fampiroboroboana ny fandraisam- bahiny na ny fizahan-tany ataon’ny fanamby ao an-toerana. Heverina fa fidiram- bolan’ny ami ny saram-pidirana ao amin’ny faritr’ala, ... |
Ary farany ny fanaovana foto-drafitrasa vaovao ao an-tsekoly maromaro ny fotodrafitrasa vaovao tokony hatao eo anivon’ny sekoly izay hita tamin’ny fanadihadiana ny zava-nisy tany an-toerana dia ireto izany fananganana efitrano fanampiny efitrano fianarana, efitrano hatao tranom-boky, hanaovana cantine scolaire , salle ... |
Fanadihadiana natao tamin’ny mpanoratra ny 01.02.11. Tao androndra 28 v. A lah 67. |
Hitsoka hitsokitsoka hitsoana |
An l n got s c longs cro, hets de for qui serven t i, retirer du feu le bandage chauffe au rouge iu 1m1me11t du fl rragl’ de lil roue to litl. ’’cr het , ci. Maningotse accmcher . |
Fizarana faharoa ireo singa mandrafitra ny tantara foronina |
Telovolana faharoa -tantaran’ny literatiora vanim-potoana mitady ny very vanim-potoana fitakiana sy fanarenana -asa soratra sikajin’idadabe -mpanoratra randriamiadanarivo |
Farany, fanerena ankolaka ny saina mba hahay hamakafaka sy handinika amin’izay hatao no abaribarin’ny mpanampy aoka ao amin’ny tononkalo sahia |
Tovona tovontovona tovonana |
Kisary 6 kisary maneho ny ny telozoron’ny fifanakalozan-kevitra amin’ny malo a b |
Ny tanjony amin’izany dia ny fanentanana ny olona hanao soa. Ny fahafantarana ny loharano nanovozana ny voambolana nampiasain’ny mpanoratra no nanampy amin’ny fanakarana ny hevitra tian’ny mpanoratra hampitaina. |
Baiboly katôlika, op. Cit, salamo civ, fanamarihana eo ambany. 112 ibidem, op. Cit, md lioka x, 34 113 ibidem, op. Cit, i samoela x, 1 114 ny teny hoe oroka dia avy amin’ny teny hoe orona ka, tahaka ny hita amin’ny hoe lelaka lela ka ka maneho ny asan’ny orona ny hoe fanorohana. |
Raivo misento dia hisaraka amin i solo aho izany? |
Maro ireo singa mamorona ny fiandrianam-pirenena ny teny ny fomba amam-panao fitondrana aman-teti-pitondrana mampiavaka ny firenena iray amin’ny firenen-kafa koa izany. Antony maro ny mahatonga an’i faniry vatosoa hihira azy ireo. |
Ny fifandraisan’ny toe-javatra tantaraina sy ny fotoana 74 2.4.3.1. Ny fitantarana manaraka ny fizotry ny fotoana 74 2.4.3.2. Ny fitantarana tsy manaraka ny fizotry ny fotoana 75 2.4.4. Ny fanondroana ny fotoana 77 2.4.4.1. Fanondroam-potoana amin’ny alalan’ny ora 77 2.4.4.2. Ny fanondroana fotoana amin’ny fomba malala... |
Zavatra telo lehibe no hodinihina ato amin’ity fizarana fahatelo ity. Hojerena voalohany amin’izany ny fivoaran’ny riba amin’ny fahafatesana sy ny olana aterany, ny vahaolana azo aroso amin’izany ary hamaranana ny asa dia hojerena ny fahafatesana sy ny riba hafa mifanakaiky aminy. 3-1 ny olana mampiova ny ribam-pahafat... |
Endrika telo no isehoan’ny fikolokoloana ny fitiavana arnin’ny alalan’ny teny, ao arnin’ny tononkiran’i abel ratsimba ireto avy izy ireo fanomezan-toky sy fanaovana teny marny ary ny fanovana ny anarana iantsoana ny olon-tiana. |
Izay ny tsikera momba ny tombana, fa ny fifandraisana ao an-dakilasy indray no hitondrana tsikera manaraka eto. |
Iraho aho, toroy aho |
Araka izany dia tsy hain’ny ntaolo ny hangina manoloana ny fahitany ny tsy mety hataon’ny mpiara-belona aminy, ka dia mananatra avy hatrany izy. Izany anatra izany anefa dia natao mba ho fampaherezana azy ireny sy hananany fiainana tsaratsara kokoa hatrany, satria ny fiainan’ny olombelona dia tsy ilaozan’izay ho mania ... |
Etant donné la complexité du sujet, et l’envergure des centres asa, cette recherche n’a pas la prétention d’avoir tout saisi, quant aux subtilités existantes dans le cadre des activités de réinsertion sociale. Cependant, elle peut constituer un point de départ pour les futures études en la matière. Nos résultats de rec... |
Ny momba ny boky |
Raha nanontaniana indray ireo olon-dehibe tany an-toerana dia izao no navaliny momba ny famaritana ny osika ny osika dia hiran’olon-taloha hira arahina dihy sy zava-maneno toy ny korodo a , tsikaiamba hira atao mandritra ny fanatanterahana zavatra iray toy ny fomba amam-panao, fiandrasam-paty, asa fambolena sy fangadia... |
Hahafahana miala na mandanjalanja ny fampiasana io paikam-pampianarana mirona amin’ny tolotra io. Toy izao ary izany raha aseho an-tsary. Kisary 2 endrika fifanolorana eo amin’ny fiainana sy ny fampianarana |
Nofeperana hanaiky hipetraka hiaiky fa zandry tsy mahefa ny sehatra rehetra. |
Ary eto ianareo andriambavilanitra, mody atao am-para filazana, nefa fara-tampom- boninahitra. Satria ianareo no kitapo nifonosana, amboara nifatorana, tatamo haingon’ny farihy, voninkazo haingon’ny saha ary hatsaraina haingon’izay itoerany. |
Mandrenesa, ry sofina, mifalia, ry fo, ny feon’ny filazantsara manatona anao 2 ry olon’ota rehetra, ry ory sy noana, ’zay mameno ny kibony, amin-java-poana |
Va 035 ampitiavana 262 va 092, op cit |
Izao rehetra izao mbola hanenenanao hotazaniko tsotra izao mba manao ahoana lahy ilay hasolonao ahy ? V. A. , lah.20 novaovain’ny mpanoratra ny sarin-teny nampiasainy, mba hahakanto ny asa sorany, na dia mbola ao anatin’ny tamberin-javatra ihany aza. Koa ankoatra ny anaphore sy epiphore , nampiasa anadiplose koa izy. |
La tpflm a pour cible les églises, les paroissiens, des entreprises publiques et privées, des banques, des librairies, des ong, théoriquement, en parlant de créances, la tpflm accorde à ses clients fidèles ceux qui y possèdent déjà un compte un crédit de 30 jours. Quant au paiement des autres clients occasionnels, les ... |
Misy vaninandro na tsingerin-taona, izay tsaroana foana; tafiditra amin’izany ity androany ity, saingy mba fotoana noezahina homena lanjany manokana sy endrika hafa kely, hiaraha-mikorana, hiaraha-mankafy fa mamy toa tantely |
Manana ny mampiavaka azy manokana ny fiarahamonina tsirairay eto madagasikara raha mikasika ny fomba fiainana sy fivelomana, mikasika ny fomba amam- panao sy ny fitsipi-piainana rehetra, ary ny asa tanana isan-karazany. Izany rehetra izany dia eo anivon’ny fiarahamonina amin’ny fiainana andavanandro no ianarana azy na ... |
Atoa velomila 65 taona |
Raha ny boky momba ny literatiora malagasy no naroso mialoha teo, dia hojerena kosa indray ny mahakasika ity boky miresaka literatiora vahiny ity. Ezahana aseho ato anatinrny fanadihadiana ny mahakasika ny boky iray manontolo toy ny natao taminrny boky roa teo aloha ihany. Hodinihana voalohany aminrizany ny endrika ive... |
Sedra fantatro ialahy fa tsy minomino foana, fa diniho ny zava-misy rehetra, tana devoly be no tonga ato amiko, mampijaly ahy. Rado, maninona raha matory ato an’efitro ialahy androany? Rado fa ahoana? |
Halavirana hita maso |
Ilain’ny mpianatra ao amin’ny kilasy famaranana tokoa ny fahafantarana izany rehetra izany ho vatsy entin’izy ireo amin’ny fiainany any amin’ny ambaratonga ambony, raha toa ka mbola hanohy fianarana izy ireo. |
Tsapa amin’ireo fa ny fiasana ny tany sy ny farnbolena azy îreny, homban’ny fifanarnpiana sy fifarnpitsimbinan’ny samy mpiara-belona no antoka sy fanoitra hampandrosoana ny tanindrazana, sady endrika isehoan’ny fitiavana azy. Fa mety hiseho amin’ny ala1an’ny fanda1ana ny maha-ma1agasy koa ny fitiavan-tanidrazana. |
Ii.1.3 fanolorana ny mpandray anjara |
Cf supra note 102 |
Nojerena voalohany tao amin’ity toko faharoa ity ny mikasika ny tantaran’ny fandrindram-piterahana. Hita ary fa teraka avy amin’ny fijoroan’ny fikambanam-behivavy iray nantsoina hoe maternité heureuse , izay niforona tany amin’ny taona 1956 tany frantsa, ny fandrindram-piterahana. Noho ny fivoarany sy ny fitakiana sami... |
Iza avy no mihaino ny ratia ao an-tranonareo? |
Réflexion sur les problèmes de population à madagascar |
Fanasilahana tarika tokana ho tarika roa ny fiofohana manasamaka na samaka. Endrika roa no isehoan’ny fiofohana manasamaka ka miasa amin’ny tarika anarana ta tsotra ny endrika voalohany fa miasa amin’ny fehezanteny antsoina hoe tari-pehezana kosa ny endrika faharoa ka ny endrika voalohany no hojerena. Rehefa avy nampan... |
Bahoaka dia miala tsiny ; tsy maintsy andrasana indray alina ny fatin’olon-dehibe vao alevina. Antony maro no mety hanaovana izany. Fa izay mampifandray azy dia ny fahendrena raketiny. |
Amin’andriamanitra ny fitiavana. Araka izany, dia mendrika azy koa ny hotolorana izany fitiavana izany. Anisan’ny fomba ahafahana maneho izany ny fankasitrahana azy, sy ny fangatahana aminy izay mahasoa. Endrika iray anehoana izany fisaorana izany ny fanekena, fa avy aminy ny zava-drehetra, na ny tsara izany, na ny hev... |
Ny vaninandro lehibe nitsanganan’ny tontolo 20 enina amby roapolo juin amin’ny taona enimpolo |
Manoloana ny teny |
Directeur de recherche ramatoa raharimanga fidèle maître de conférences |
Ny kômity iraisan’ny governemanta ho fiarovana ny pci rafitra napetraka eo anivon’ny unesco izy ary antsoina fotsiny hoe kômity? Ny solotenan’ny firenena valo ambiny folo nanao sonia ny fifanarahana, ary fidin’ny firenena mpikambana mandrafitra ny fivoriam-be raha vao nihatra ny fifanarahana araka ny andininy faha efat... |
Andrianasolo rojo lalaina |
Tsy ampy fahaizana olona ambany mpandala ny fomba nentim- paharazana mpanaiky fanampahan-kevitra mpianatra |
Ambarany fa na toy inona na toy inona hatsaran’ny zavatra toa manjono azy ety an- tany, tsy hahataitra na hahasarika azy izany. Fantany mantsy fa tsy hisy zavatra haharitra eto an-tany. |
Sary 02 ireo ankizy beazina sasantsasany 60 |
Teny famaranana tsy ny tenanay akory no nanokatra lalana amin’ny fikarohana ireo zava- draketin’ny tantara foronina. Efa maro ireo nanao fandalinana momba izany. Ny fahitana ireny indrindra no nanainga anay hadalina ny mahasarobidy ireny tantara foronina ireny. Ny tantara foronina orimbaton’ny fiadanana no nampiasaina ... |
Naseho teo anatrehan’ny mpanjanaka fa manana ny tantarany sy ny olomangany ny firenena malagasy, ka tsy natahotra izay fanabantiana natao azy ary vonona hatrany hiaro ny maha- malagasy. Tao anatin’izany no nanentanan’ireo avarapianarana teto antananarivo ny avarapianarana tany amin’ny faritra mba hanoratra ny tantaran’... |
Fandraisana anjaran ny ray aman- dreny sy avy amin ny fanjakana 610.000ar |
Famaritana miainga amin’ny teny nandrafitra azy |
Ny tontolo manodidina ny fitiavana 1.2.2.2.1. Ny herin’ny fitiavana |
Fanamarihana mpianatra efa mahafolaka ny tekinika ny fanadihadiana lahatsoratra nohamaroina ary natao samy manana lahatsoratra ny mpianatra efa nahavita ny lesona andriamanitra, zanahary, razana ny mpianatra. |
Lafiny avaratra |
Nofy- hanitry ny oliva |
Na hidinidinika na hihinan-kanina ts’isy angetsanina eny fa dia hatory aza izany dia ladina an-tany fe ankehitriny ka tsy hain’ny fony sy zary tsy hita raha tsy amin’ny lasy |
Alalan’ny fanontaniana sy ny valiny. Mpianatra |
Indraindray koa ny teboka telo dia hitaomana ny mpihaino mba haminavina izay mety ho tenenin’ny mpandray anjara, kanefa tsy voalazany ao amin’ny tantara. Amin’ny ankapobeny moa dia zavatra efa azoazon’ny mpihaino an-tsaina ihany, raha toa izy ka naharaka tsara ny tantara, no inian’ny mpanoratra tsy lazaina toy izany. M... |
Baram- courbe convexe, pour l’interieur des jantes rabom-pohy litt. Rabnt court , le rilbot ord. Inaire to fr. |
Malok’ila fan’4 |
Ray aman-dreny |
Eo am-pidirana famerenan-taona fialana an-daharana |
Tetiandro io , hoy ireo |
Ny tsara fanahy |
Hita nandritra ny fanadihadiana, fa tsy mirindra araka ny tokony ho izy ny fampianarana ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy famaranana eny amin’ny sekoly tekinika. Maro ireo olana tamin’izany, ary saika nahitana izany avokoa ireo lafin-javatra manodidina ny fampianarana. Anisan’izany ny fandaharam-pianarana tsy mazav... |
Ny ambaratongam-panasokajiana lahateny mifototra amin’ny fanambarana 64 2.1.1. Sangy mahery sy ny fanasokajiana araka ny seha-pitenenana. 64 2.1.2. Sangy mahery sy ny fanasokajiana ara- tanjon-tserasera. 68 2.1.3. Sangy mahery sy ny fanasokajiana ara-tsehatr’asam-piarahamonina. 72 2.2. Ny ambaratongam-panasokajiana lah... |
Angola ha, ha, ha tena ifonana ry izy mianaka raha mbola mihomehy hatrany aho. Izao no izy ry i aro fa aza dia diso mivaky loha be loatra a, andron ny demokrasia izao. Aleo ny mpanambady hanambady ary aleo ny kristiana hankalaza ny fetin ny noeliny any any am-piangonana any. |
56, 57, 59, 61, 62, 64, |
Na iza na iza na iza na iza hisakana ahy, amin’izay lalana tokony hizorako, tsy hataoko akory handreraka ahy fa ny famonjeny no efa nitsorako. Na iza na iza hanaisotra ahy, amin’ilay notompoiko, nandaniako fotoana, dia ny safidiko. No tsy maintsy hajaiko fa izy ireny dia ho sasa-poana. Na iza na iza, hanompo anakiroa a... |
Eto andrenivohitra eto, arivoarivo ireo mahantra mifotetaka eny an-dalana, mandahatra kapoaka sy miraviravy tànana, miandry izay any an-tsikinan-dry ratrema, na tsy lany tany an-tsena 5 ka hiraraka tsy fidiny fa leon’ny omeo, omeo misy hafa koa manjohy ireo mpizahatany, na vahiny sary monina ka tonga tompon-tany. Ny tà... |
Ambaran’ny lalàna fa mahazo miasa hatramin’ny adiny valo isan’andro na 40 ora isan- kerinandro ny ankizy, ary tsy mahazo manao asa ambonin’izay izy. Voararan’ny lalàna ny fampiasana ankizy latsaky ny 18 taona amin’ny alina na any amin’ny toerana mety hanohintohina avy hatrany ny fahasalamany, ny fiarovana azy na ny fis... |
Antosifafy. Auto-édition. Antananarivo. 119p. |
Nefa mandra-pahoviana no haharesena ny ankaso raha ny sangy ratsiny aza mampilatsa-dranomaso, 20 mahakotsa ny hodi-tava? |
Rajemisa-raolison régis 2003 |
Araka ny efa voalaza teo aloha, ny mpianatra dia manana fifamatorana akaiky amin’ny taranja, araka ny hita amin’ny telo lafin’ny haifampianarana. Noho izany dia manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampianarana ny fifandraisana misy eo amin’ny mpianatra sy ny fahalalana na ny taranja ampianarina azy ireo. Ny vokatra... |
Ny endriky ny tononkalo nosoratany |
Nom et prénoms date de naissance classe âge interne domicille travail des parents tolojanahary zo sitraka anastasie marie 09 07 02 6e a 12 oui ankazondrano 1h-30’ de marche 5km ray mpamboly reny mpamboly tsialonina tiandrainy leonardine 09 10 02 6e a 12 non ilafa 30’ de marche 1 km reny sécretaire bif fanambinantsoa an... |
Ravoavy ka indry niasa saina taminy no nahatonga an-dry nanonofy azy! Misy mandondona ralène fa iza koa izany? Lolona andraso ho vohaiko e! Mamindra, varavarana, taitra f fa i. Solo ? Fa tonga oviana? Solo soa ihany ianao fa tratrako tato! Lolona fa misy inona ry solo a? Ary aiza i fara ? Ralène fa iza izao ry lolona n... |
Vato e! Vato ! |
Présenté par mlle manohilalasoa ambinina |
Mémoire de c. A. P. E. N. , 1993 3 mémoire de c. , 1993 4 mémoire de c. , 1997 5 ratsifandrihamanana l. , savarano, lib. Mixte, antananarivo 1998, tak.58 6 lydiary, tontolo isainana, teny fanolorana , amboaran-tononkalo faharoa, imprimerie berti marohoho, antananarivo, 1991, tak.5 |
Hoy ny eritreritra amin’izao toe-tsaina entin’ny malagasy mianatra izao, mahasoa azy ve ny mianatra sa tsia? Tia fianarana isika malagasy. Na ny mponina an-tanàn-dehibe na ireo tambanivohitra dia samy marisika amin’ny asa rehetra anitarana ny fahalalana. Indray mientana ny olona rehetra raha trano sekoly no hatsangana.... |
Ny avy amin ’ny mamanay ary 7 ny avy amin ’ny dadanay. |
Mpikambana ho filoha. Zanaky rasamison, mpamoron-kiran’ny tarika ramilison- andohavary izy. Tarika rainitelo na rateloson no anarana nentiny hatreo 82. Anisan’ny sangany ao amin’ny se. Mpi. Ma tarihin-dralaiarimanana daniela herman io tarika io. |
Rehefa vita dia ampianariny ny tarika iray manontolo. Eo no isian’ny fanitsiana isan- karazany izay antsoinay hoe dingana faharoa amin’ny famoronana. Tsy mitovy ny fisehon’ireo dingana roa ireo. Maharitraritra kokoa ilay voalohany raha mitaha amin’ilay faharoa mifantina izay lohahevitra mety hahasarika ny mpijery ilay ... |
Jereo ohabolana 14 27 |
Famintinana ny toko voalohany maro ny antony nanosika anay nisafidy ny skotisma tanora advantista. Teo ohatra ny fisian io fikambanana io izay efa ela tokoa raha ny hita teo amin ny tantarany. Nahalalana ny momba an io fikambanana io bebe kokoa ny fanaovanay firotsahana an-tsehatra tao amin ny tanora advantista tao ami... |
Fankatelemana no atolotray an’andriamatoa raharijaona alphonse, nanana fandavan-tena hitsara izao asa fikarohana izao, na dia teo aza ireo adidy maro iantsorohanao. Lehibe ny tolo-panitsiana narosonao hanatevenana ny asa. Koa ho toy ny rofia anie ianao, ka ho sangan’ny ala, jiron’ny fiarahamonina hamindra ka hitetika, ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.