text
stringlengths
10
11k
Inona avy no gazety sy na gazety boky famakinao tanisao
Laharana 203, 02 novambra
Ny firafitry ny rima feno dia ny fitovian’ny feo rehetra manomboka eo amin’ny zana- peo mitondra ny ngadona farany hatramin’ny fiafaran’ny andalana. Ity sokajina rima ity no azo lazaina fa mahafeno ny fepetra ara-pamaritana ny atao hoe rima, antsoina hoe rima
Ao ireo anarana azo vokatry ny fanambarana ny anarana sy ny mpamari- toetra. Ohatra voanjobory voanjo bory, ranomainty rano mainty, mofomamy mofo mamy, tanimanga tani manga. Ao ireo anarana azo avy amin’ny fanambarana anarana roa samy hafa ka rehefa soratana dia aseho amin’ny alalan’ny tsipi-panohizana ny fanambarana a...
Raha fehezina izany rehetra izany, dia hita fa misy hatrany ny fifanoherana eo amin’ny tontolon’ny fandrosoana anatin’ny fiarahamonina sy ny asa fampidiran-drano. Amin’ny alalan’ireo olana nisy tamin’ny fampiharana ny fomba fiasa no nahitana izany. Tsikaritra ihany koa fa ny ankamaroan’ny mponina dia mirona bebe kokoa ...
Ilazana hatsarana rehefa tsara tarehy na tsara bika ny olona iray dia manaitra ny saina sy ny fon’izay mahita. Tonga tampoka ao an-tsaina ireo endri-javatra izay mifanandrify amin’izany hatsarana izany. Tsy izay olona hita rehetra anefa dia hanaitra ny fo avokoa. Ny tena mateti- pitranga ary miteraka ny fanaovana laza ...
Ny androantokon’ny fampianarana taranja malagasy ao amin’ny kilasy t 12 dia ampiasana lahatsoratra avokoa. Misy famoronan-dahatsoratra asaina ataon’ny mpianatra, ao koa ny lahatsoratra iaingana izay itondrana ny fampianarana. Ity farany no nifotoranay nandritry ny fanadihadiana tamin’izany. Lafin-javatra telo no nisong...
Ho an’ny malagasy manokana dia natambany ny vahona sy ny tantely hoenti-miady amin’ny aretina maro isan-karazany, saingy vitsy foana no mampiasa azy ity noho ny tsirony.
Toetra manamarika ny fitiava-tanindrazana ny fandraisana andraikitra. Toetra mendrika mitory fahambonian-tsaina ihany koa izany. Ny asa fanabeazana dia isan’ireo fandraisana andraikitra lehibe nasehon-dratsimba georges ny tanora malagasy. Miantoka fiainan’olona maro tokoa izany, ady sy tolona ho amin’ny fahabadoana sy ...
Soso-kevitra avy amin’ny ceres izy io, ialana amin’ny tsy fahampian-tsakafo eo amin’ny mpianatra mandritra ny ’’havaratana’’. Araka izany, dia najoro tao amin’ny kolejy ny ’’cantine scolaire’’. ’’cantine scolaire’’ ho an’ny kolejy izy io saingy eo ambany fanaraha-mason’ny ceres , fa tsy kantinina ho an’ny ceres, izany ...
Elle a parcouru un long trajet pour arriver au stade actuel. Si avant l’arrivée des britanniques à madagascar, l’éducation a été assurée par les ainés zokiolona , les premières écoles ne sont apparues à madagascar qu’en 1820 à antananarivo pendant la règne de radama i et durant laquelle l’écriture sous sa forme actuell...
Indrindra. Ny andon’ny lanitra sy ny tsiron’ny tany anie hirotsaka mandrakariva aminao sy ny ankohonanao. Tsaroana eto ihany koa ary tolorana fisaorana ny andiany ainga, izay notarihin’andriamatoa rakotoarisoa victor james, ray mpiahy anay. Miampy azy 3 mianadahy kely. Tsy hohadinoina na oviana ny fiarahantsika rehetra...
Tsy maintsy miomana ny mpampianatra mialoha ny hanatanterahany ny fampianarana. Anisan’izany ny fanaovana ny takela-panomanan-desona. Mba hoentina mampianatra ny fomba famakafakan-kevitra sy ny famoaboasan-kevitra àry, dia indro misy santionany amin’izany. Nezahina ny nanome ampahany isaky ny ambaratonga. Indro hatolot...
Ity salovanao maraina, ry ara-maso manoloana, toa misintona ny saina fa tsy vitavita foana.
Ny fanazaran-tsaina mifototra amin’ny fakan-tahaka ny fahaizan’ny mpianatra mamerina ny zavatra vao noresahina taminy no takiana ka izany dia tsy asiam-panovana fa hala tahaka ranofotsiny. Ohatra mandika lahatsoratra iray avy novakina
Hiteny mialoha anareo rehetra ireo ny tenako koa miala fondro, mialatsiny.
Guy michaud, l’ uvre d’art et ses techniques, librairie nizet, paris, 1983 p.129 la littérature, et singulièrement le roman est un art du temps
Ambara hoe sarin-teny hafa ireo sarin-teny sady tsy tafiditra ao amin’ny tamberin-javatra, no tsy isan’ny fanovan-javatra ihany koa. Anisan’ireny ny antithèse , ny anastrophe , ary ny gradation .
Ecart type
Rakotondrasoa daniel, kaominina tritriva.
Faharoa, ireo nalaina tamin’ny boky fampianarana sy boky mirakitra asa soratra literera. Toy ny collection ako sy feo, randza zanamihoatra, recueil poétique, imprimerie mami, andravoahangy, ivh, 99 dl n 334 tak.4 kalokalo tatsinanana 1929 siméon rajaona, takelaka notsongaina i, éditions ambozontany, 2000 tranomboky sam...
Rakalo ny hatsaran-tarehy anie mandalo ihany e! Fa ireo ankizy no mijaly, fa angaha tena tsara tarehy tokoa izany herin’i hery izany e! Tina izy aloha dia tsara e! Fa i hery tsy dia nanahaka azy fa nitovy be amin’i tovo. Rakalo ary lasa aiza tokoa izy mianaka no tsy niara-niverina taminao?
Bato ho azy ny psd, ka nomeny tombon-tsoa ho tsy azo toriana mivantana amin’ny tribonaly ny fônksiônera ; raha ny hafa kosa dia tsy fitsarana tsy inon-tsy inona fa rapaoro kely ataon’ny naotabla monja miampanga azy hoe nangalatra omby iny dia izay 134 raha tsorina, dia fahaleovantenan’ny mpiasam-panjakana ny fahaleovan...
Efa manambara ny heviny amin’izany ny mpandinika ratrema william fa ny fanahy no fototra maha olona ny olombelona ka iavahany amin’ny zava-boary rehetra sy ny maha ambony azy noho ny biby 111. Saingy izay ihany ve ny endriky ny fanahy taratra ao amin’ity lahabolana nentin- drazana ity ?
Ny toetra tsara tokony hananan’ny olombelona
Ny fomba nanatanterahana ny asa
Fomba fiteny ampiasaina eny anivon’ny fiarahamonina matetika ny hoe asa vadi-drano, ka tsy vita raha tsy ifanakonana. Mitombina ihany koa izany eo amin’ny sehatry ny fivavahana. Tsy vitan’olon-tokana na olona vitsivitsy ny asa fampandehanana ny fiainam-piangonana sy ny fampandrosoana ny lafiny finoana fa ilana fandrais...
Le panaged prévoit par ailleurs deux programmes spécifiques, destinés à redresser les inégalités flagrantes constatées dans le cadre de l’élaboration de la politique nationale de promotion de la femme. Il s’agit de l’efficience économique des femmes et de leurs conditions juridiques et sociales, deux secteurs qui ne so...
Ny fanana fanantenana zava-dehibe amin’ny fiainan’ny tsirairay ny fananana fanantenana. Fanoitra mahatonga ny olona hiezaka misimisy kokoa hatrany izany.
Ny tompon’andraikitra amin’ny fambolena. Izany hoe misahana ny lafiny famokarana misahana ny fampandrosoana ny vokatra natoraly,
Lena lendena mandendena
Dubois, dictionnaire de linguistique, librairie larousse, paris, tak 384. Le point de suspention correspond à une pause de la voix c’est que l’expréssion de la pensée n’est pas complète pour raison sentimentale de la pensée ou autre réticence, convenance, prolongement de la pensée sans expréssion correspondante, etc 15...
Sendra izy rado no seheno mpanampy antsika! Izy kosa no vadiko ry seheno a! Efa izay natorotoroko andr? Izay daholo ny raharaha rehetra, ka inoako fa tsy dia misy hanahirana loatra. Fotoana ho’aho no tsy nahavitako an’izany, satria any am-piasana foana no androantokon’ny fiainanay mivady isan’andro, ankoatra ny asabots...
Radama i , ilay mpanjaka nisokatra ara-pirehan-kevi-pôlitika tamin’ny tandrefana, nanjaka teo anelanelan’ny taona 1810 sy 1828 , no nanome fahazoan-dàlana ny misiônera hiditra teto, araka ny fifanekena nifanaovany tamin’i sir. Robert farquhar , goverinoran’ny nosy maorisy. Nofoanan’izy ireo ny famarinana olona na varot...
Ny vontoatiny a. Ny literatiora 34 ora ho an’ny sokajy l, 30 ora ho an’ny sokajy s ny literatiora amin’ny ankapobeny famaritana ny tantara foronina famaritana, ny firafitry ny tantara, ny mpandray anjara, ny hevitra raiketiny, ny hakantony. Ny tantaran’ny literatiora ? Ny vanim-potoana mitady ny very 1930-1945 ny zava-...
Ravonjy tamin’ny herinandro lasa teo , nividy billet tamin’ny loterie malagasy izahay sy iabanikoto ato an-trano. Randria ka nahazo ve ianao? Ravonjy aza maika aloha ise , randria a! Ny billet-n’i iabanikoto no nahazo ity randria ahoana ange? Ny billetn’i iabanikoto ahoana ? Fa tsy billet nitambaranareo nividy ve izy i...
Aeg assemblée des evêques du québec 1997
Universite d’antananarivo ecole normale superieure centre d’etude et de recherche langue et lettres malgaches
Ny ranomahery midika ho fanadiovana ampiasaina ny ranomahery rehefa hanao sorona. Ny ranomahery dia tsy inona akory fa rano nalaina tamin ny loharano teny amin andriambahoaka ampofoan-tany tao amboniazy ; noharoina toaka gasy sy tantely. Ny lohavohitra sy ny mpimasy no maka sy manamboatra
Ny ady mozika ny atao hoe ady mozika dia fifanatrehan ny tarika mpitsoka mozika roa farafahakeliny eo amin ny sehatra , izay samy mampiseho ny talentany amin ny fahaizana mozika ary koa ny fahaizana ireo karazan-kira malaza fandre amin ny onjam-peo. Misy resy sy mpandresy amin izany ka ny mpanotrona toy ny mpiray kibon...
Ny fampiasana teny mifangaro toy izao dia tsy eo amin ny serasera am-bava ihany no ahitana azy, fa indrindra eo amin ny serasera an-tsoratry ny mpianatra sy ireo namany amin ny alalan ny finday sy ny tranon-kala maro samihafa simaiso, mailaka, facebook sy ny twiter rehefa napetraka tamin ny sasantsasany moa ny fanontan...
Consulté en ligne le 07 aout 2018
Nony tonga tany an-trano dia niteny ny zanany i mamy 15 taona hoe niova ny tohitra ry mama ary very ny vary efatra helitra harona avy hatrany dia i mahafaly no nandrian’ny eritreriny; ny porofo rahateo efa nananany.
Kisary 8 maneho ny tahan’ny fahalalana voarain’ny saina miolotra amin’ny hetsika atao 43
Lalatiana.
Fa sento mangina hono ataony fanao manembona anay izao mikopaka izao o! Ry rivo-manitra o mba lazalazao fa itony tsiriry mamory ela-bao.
Misosa ny lakana iny e! E! Misosa manara-morona miantsinana ento aho mba ho a? Y e! Manina sy miventso nya? Y aminay
Ra-gly angaha efa mihorona sahady ny hodi-dohan’ialahy?
Fafana mahakasika ny mponina
Ny lanjany ka mifandrohy amin’ity lohahevitra ity. Adihevitra na fanadihadiana literatiora tarihin’ny mpampianatra. Famelabelaran-kevitra arahina adihevitra tarihin’ny mpampianatra na sokajy iray.
Na ny endrikendrika na ny hosopotaka, na ny fanakianana, na ny faniniana, na ny fiampangana, na ny fandrafiana, na ny fanompana, na ny fifosana, na ny fanenjehana, na ny fanozonana ireny fo lentika ataon’ny mpankahala anao rehetra ireny, tsy misy izay tsy hitako ! Tsy misy izay tsy fantatro ! Tsy misy izay tsy reko ! T...
Mbola fifamalian-drafi-pehezan-teny mitovy vahana, mandravon-kevitra no hita eto saingy ny fanontaniana tsy miandry valiny na interrogation oratoire indray no ananganana azy.
Ny maso mijoy mba faohina ihany, tsy mety ho maina, tsy mety ho fohy, toa eri-dririnina tamy maraina! 75
Fafana 17 ny fahalianan’ny mpianatra mianatra ny taranja malagasy.
La bible, tob, edition intégrale, les éditions du cerf, paris vii, 2000, dans les annexes
Tsy mahavaha olana akory ny ranomaso fa vao mainka aza izany hampitombo ny fahoriana. Tsy voatery handrotsa-dranomaso foana rehefa tojo toe-java-tsarotra. Ny herin-tsaina ihany, dia efa ampy iatrehana izany. Izao indrindra no ambarany ao amin’ny ambarao ho fantany t4 170 moa raha mafy ny herisetra na manonja be ny anka...
A, tf 2 ny renikeliko , tak.84 134 v. A, tn 2 fitsaram-biby , tak.4-5
Mamindrà fo amiko ianao, o ry raiko be indrafo, fa izaho zanakao inty mba te hifoha.
Ieny ary tompoko! Kivy be ary. Mba afaka maka avance kely ary ve aho hitondrana azy sy hanakaramako ilay olona hitondra azy? Tsy mbola fotoana fakana avance izao ry madame holy a! Miala tsiny aho. Andeha tohizo ny asanao e! Andtra ô! Dia tena vitan’ilay ramatoa ity ve izany? Tena olona tsy mahalala mangoraka tena nanen...
Ny fetran’ny asa 11
Sary 11 ny farihin’i tritriva fahiny.
Ohatra 1 tonokalon’ny maso, resa-pôlitika
Ry mpivahiny mianakavy herezo ihany ka tongava na takona aza’lay ho avy manaova soa mifankatiava!
Harioley, in ny fandrosoam-baovao, numéro spécial, novembre 1933, takila 58 60
Fehin’ny toko iii novelabelarina tao amin’itý toko fahatelo itý ny maha mpanoratra sady mpilalao tantara fandefa amin’ny onjam-peo an’i saholy rakotonanahary. Natomboka tamin’ny fampahafantarana ankapobeny momba ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo izany, dia ny famaritana, ny mampiavaka azy, ary ireo olona miara-miasa...
A24 indemnites 480 000,00
Ny hasarobidin’ny harena an-kibon’ny tany ananan’i madagasikara manana karazana vatosoa toy ny berila, emeraoda, volamena, ary manana manjarano, arintany, solika sns i madagasikara. Ireo no anisan’ny mahatonga ny vahiny ho tia sy hanambitamby ny malagasy. Nosy manan-karena tokoa ity nosy ity, sady kanto aoka izany, ka ...
Ny media mafana
Fandinihana ny fiteny betsileo avaratra tenenina ao fandriana
Zany saiko ho aho ry zandry, tsy tafandry, be mpisompatra mavany ’tony tany, 5 eny, maro fanimbana ka mazàna ’lay tsy misy pentina iny azon-tsiny.
Mahay ny fifehezana mpianatra raveloson, ilay mpampianatra nodimbiasan-drobena raha nanoro an-drobena ataovy fotsiny eo amin’ny fandraisana voalohany ny mpianatra toy izao izay hampivohitra ny hoe mahafehy azy ianao. Aleo manan-tahotra izy, fandrao hody ho fahasahiranana ho anao ny fiheverany hoe tanora i ramosé ka azo...
Olom-boafidy avy amin’ireo sokajin’olona mpikambana ao amin’ny faf. Miasa mandritra ny telo taona izy ireo ary mbola azo fidina indray rehefa tapitra ny fe-potoana hitondrany. Misy ny fitanana an-tsoratra ny fifidianana ary alefa tatitra ho an’ny isan’ambaratonga. Ireto avy ny olona hofidina ho birao maharitra filoha i...
Laviana mandavina
Vv vava vt vonto vd vody
Ao amin’ny aml3 dia nibaribary nandritra ny fitsidihan’i andry sy fredina ny tanànan’i johanesbourg ny fisian’ny fanavakavaham-bolon-koditra. Miavaka tsara ny toeram- ponenan’ireo fotsy hoditra sy ny mainty hoditra. Porofon’izany, tsy azon’i fredina natao ny nitondra an’i andry nitsidika ny tanànan’ireo fotsy hoditra n...
Ka afaka miaro ny fiandrianam-pirenena eo anivon’izao tontolo izao amin’izao andron’ny fanatontoloana izao. 3-5-3-2- ny an’ny tanora nandranto fianarana
Araka izany dia tsy manelingelina ny finoan’olona ny hery toavina ao bejiro ny fisian’nyfandrosoana raha toa ka hay tsara ny miaina azy. Azo atao tsara ny fiaraha- miasa eo amin’ny mpitsabo môderina syny mpitsabo nentin-drazana izay anisan’ny andraikitra sahanin’ireo hery toavina ao bejiro. Tsy mampaninona mihitsy raha...
E! He! Vinenevene ama ty manao izao ty retsivere vinenevene ama ty manao izao ty retsivere namoriam-bato ama ty manao izao ty retsivere namorian-tsomai e ama ty manao izao ty retsivere 340-natao laha-bato1 ama ty manao izao ty retsivere natao somai e ama ty manao izao ty retsivere najo e2 ama ty manao izao ty retsivere...
Lydiary febroary 1988
Singa maro mifandray no iorenan’io rafi-pifandraisana io. Ireto avy izany loharanon-kafatra, mpampita hafatra, fantsona, kojakoja, famantatra, sakana, sivana, mpandray hafatra, vokatra. Fa ireto telo ireto kosa no singa fototra mampisy ny fifandraisana mpampita hafatra, hafatra ampitaina ary ny mpandray hafatra. Teo am...
Diso fanantenana noho ny tsy fahadiovam- badiny
Ny toe-javatra manova misongadina ao amin’ny toe-javatra manova ny vonan’ny tantara 26 .
Lita dia mahazo katikatira ve ry dada?
Hafatra kely no sisa ambara fa antomotra ny fotoana ny tenanay re no saraka izao fa ny fonay mipetraka ho anao. ’zany saina tsy hanadino ’zay no hafatra ka fihino kanefa izao dia handao ka sina veloma ry ambila, masina.
Tsy maintsy marihina ao anaty boky ny fiovana misy mandritra ny taona.
Ihany koa ny tsy nety nanatanteraka ny andraikiny amin’ny fanadiovana sy fikojakojana ny fotodrafitrasa, hany ka ireo mpiandraikitra fantsakana no voatery tsy maintsy mirotsaka an-tsehatra. Noho izy ireo manana ny antom-pivelomany sy ny fitadiavana dia ao ihany koa ny tsy fahafahany manatanteraka izany matetika. Vokatr...
Ras oahary atao inona mpitsabo gasy?
Ianao ity no tonga amin’ny hoe tsingaradona an-tanimena, be loha toa zaza sampona, tia fikosehana an-tanimena ka na hibosasahan’ny ranonorana aza mangavoka ihany.
Licence, master, doctorat
Om gui, feuille , va tak 223 132 rado ramaherison, ronjom-bazo tak 12, va tak 69
Sementique structurale, larousse, paris.
Tsy ny fetim-pirenena ihany anefa no ahitana ny vakodraza? A. Misongadina ihany koa izy io amin’ny tsenabe na ny foaran’i fandriana. Fotoam-pifaliana masahina amin’ny alalan’ ny fifaninana vakodraza? A ihany koa ny tsenabe izay hasian-teny amin’ny zana- pizaràna manaraka. 1.2.2.2 ny tsenabe na foara
Etsy babeko, razandry
Mahatonga azy io haneho hatsaran’ilay vehivavy. Tsy ny filazana ny hatsaran’ilay zazavavy no tanjona amin’ny fampiasana ilay teny fa ny fanehoana ny fitiavana azy. Mbola tsikaritra ao amin’io ohatra io ihany koa ny sarin-teny izay ahitana ny ampahany milaza ny manontolo na synecdoque satria singan-javatra tavy sy volon...
Les observations que nous avons faites ont mis en évidence une autre constante les maximes. Les maximes sont des formulations, des brèves règles de conduite ou sorte de morales qui ont une valeur générale et intemporelle. Dans les poèmes, elles sont toutes situées à la fin du hain-teny. Ainsi, dans le hain-teny 5, le d...
Mikopaka irony goaika 25 sady dodona, hono, no maika ! Raha antoandro dia be sodisody fa hariva ka lasana hody eto kosa rabefisentoana volivoly mitazana foana.
Ry ray ao ambony mijery ambany ity gasikara malala tohany manjary mihena ilay lazany tsara dia ny fihavanana fa tsy kafara!
Ireto fomba fiteny roa ireto chef de canton sy ny hoe ragaova dia maneho amintsika avy hatrany fa rafi-piarahamonina tamin’ny fitondran’ny frantsay no tiana asongadina ka na tsy milaza mivantana aza izy dia hita avy hatrany amin’ny fampiasana voambolana manokana izany. Manampy izany ny vontoatin-kevitra tiana ambara iz...
Bateson et al, la nouvelle communication, editions du seuil, paris 1981, tak 14 communiquer et communication apparaîssent dans la langue fraçaise dans la seconde moitié du xviè siècle, communiquer et communication sont donc fort proches de communier et communion a la fin du xviè siècle, communiquer commense à signifier...
Asa fampivelarana