text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsirinala 01 01 04 |
Voly fototra velaran-tany volena ao amin’ny faritra ha distrika manana velaran-tany ambolena be indrindra |
Andriana i marolambo ary tsy rarahian’ny fitondram-panjakana. Avahana amin’ny faritra hafa rehetra eto madagasikara mihitsy aza izy satria dia hantitranterin’izy ireo fa hoatran’ny tsy ao anaty madagasikara sady tsy hitan’ny fanjakana angamba tsy hita ao anaty kartan’i gasikara a marolambo no tianay holazaina tanàna so... |
Anarana razafimoria nomeniavo priscilla mpitarika ratiaray suzette malalatiana adiresy ivl 39 w anosivavaka ambohimanarina antananarivo 101 |
Miainga avy amin’ny mpampianatra ny hetsika rehetra ao am-pianarana. Miankina amin’izany no handaminany ireo paika samihafa hampitana ny fahalalana ary anisan’izany ny fampiasana lahatsoratra. I landsheere 1992 dia manasokajy ny anjara asan’ny mpampianatra ho sivy araka ny hitanisana azy toy izao anjara asa fandaminana... |
Teo koa, ny nahatafitan-drajao sy raly an’i bakoly ka lasa mpitsabo mpanampy. Asehon’ny sm malok’ila 1-5 ny maha samihafa ny avara-pianarana sy ny tsia. Ohatra ny mahasamihafa ny toe-tsain’i bakoly sy i fetra na dia mpiray tampo aza. I bakoly mandala ny rariny foana ary tsy mba maniratsira izany, i fetra kosa mahasahy ... |
Ilay fijerena volana indray hariva iny ilay dolam-bikan-dry fe ankehitriny nahasintona ahy tokoa |
Araka ny tantara ihany dia hady tany, hitsa-peta asa mafy niaretan’ ny ankizy ihany koa taona nahavaky loha tamboho natao ho fiarovana naha ana, naha torovana 70 mampiseho ny hamafin’ny asa nataon’ny olona taloha ireo andinin-tononkalo ireo. Noraisin’ny mpanoratra ohatra eto ny fanamboarana ireny tamboho ireny. Nasaina... |
Tsy mifamadika akory, hoy izy rehetra, fa izao no tena mifameno! |
Esther rasoloarimalala randriamamonjy, ho avy ny maraina, tak 76 |
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 51 exprimer le temps, c’est localiser un événement sur l’axe de la durée, par rapport à un moment t pris comme référence. 193 kerbrat-orecchioni, op. Cit. , tak. 51 le moment t peut correspondre à une date particulière prise comme référence du fait de son importance historique dans une ci... |
Ii.2.1 fikaloana ny fitiavana |
Ankoatra ireo haino aman-jery izay voarain’ny faritra toy ny tvm, rnm, rdb dia manana radio manokana ihany koa ny faritra dia ny radio vakiniadiana rva , izay mampiely ny vaovao eo an-toerana sy mamohafoha ny talentan’ny olona, amin’ny alalan’ny famokarana fandaharana toy ny antsan-tononkalo, fifaninanana manoratra tan... |
Ravalosn haja s. |
Lala-rakotoson r. J. , 1999 |
Tadibe tsy mivalo o 2 |
Tsoa-kevitra ny voambolana amin’ny teny frantsay sasany, toy ny hoe paysage, cours d’eau, vallée, dia mbola tsy nahitan’ny b. E. P. O. T. P voambolana manokana tamin’ny fotoana namoahany ireo voambolana ireo fa napetrany ho famaritana ihany aloha izany, araka ny hita eo amin’ny fafana misy voambolana manokana roa samy ... |
Tamin’ny taona 1982 tany ho any no efa nisy ny fiaraha-midinika isam-bolana nataon’ireo tanora mpanoratra vitsivitsy. Izany fiaraha-midinika izany dia niompana tamin’ny famohazana indray ny haisoratra malagasy izay hita fa natoritory noho ny sivana. Notanterahina isaky ny alahady fahaefatry ny volana izy io, ka tao ami... |
Hatramin’ny niforonany dia efa maro ny olona no liana tamin’ny farihin’i tritriva. Tonga nanamarina ireo lazain’ny olona izay nandre tamin’izany. Tsy mbola nisy saram-pidirana ny farihy tamin’izany. Nitovy tamin’ny kaominina rehetra tsy nisy toeram-pizahantany i tritriva tamin’izany. Tantsaha avokoa ny mponina ao tritr... |
Na ny hoe niteny tamin-drasoa izaho. |
Ireo rehetra ireo dia hita taratra ao anatin’ny hafatra avokoa. Ny vontoatin’ny hafatra eny am-boalohany ka hatrany amin’ny farany no entina maneho izany. Mety misy ireo singa samihafa ankoatra ny tena ventin-kafatra miara-miasa ao mba hampahazava izany hafatra izany toy ny fihetsika, ny fiseho. Ny fitrandrahana no fom... |
L’appartenance à une association peut être vue comme une occasion d’utiliser des compétences individuelles, quelles qu’elles soient, en les unissant afin de concrétiser un projet dans un pays. L’approche de l’action associative par les compétences change radicalement l’appréciation de celle-ci en mettant en valeur la f... |
Acte 24 miora, ratefy, navela ao an-trano miora mitalaho dia sahinao ve ratefy ? Ny mpiasa vaviko no anitsahanao ny fifankatiavantsika ? Ratefy manatsafa, tony fifankatiavantsika ve sa fitiavan-tenanao no tena marina e ? Fantatro ange ny sain-dratsinao tato ho ato izay e saika hovonoinao izaho tompon’ity trano ity ary ... |
Sandohy ny rariny, afeno ny marina fa hiainany ireny kanefa tsarovy fa mbola hiarina ireo tsy niteny ireo izay nohosena. |
Gazetiko aogositra 1999 aogositra-septambra 2000 desambra 2001janoary 2002 |
Ny ceres dia miantraika eo amin’ny filana ara-batan’ireo mpianatra ihany koa. Noho ny ceres, dia mihinana sakafo ara-kalitao sy ara-pahasalamana ireo mpianatra kilasi- mandry ; ary afaka misakafo ihany koa ireo mpianatry ny kolejy, amin’ny ankapobeny, mandritra ny ’’havaratana’’. Marihina moa fa ny filaminana ara-tsaka... |
Raha tahiny tompo ô ka zary hadisoana ny fikelezako aina hitana ilay malala anjelikelinao! Ry tompo ô mifona fa toa tsy nahalala. |
Frais financiers |
Lohatenin’ny asa fikarohana |
Hitsaboana azy. Nitaona an’i bakoly ho any amin’ny dokotera i mariane ary nasainy nitondra ilay vola hitsaboana azy. Notenen’i bakoly anefa izy fa tsy ao ilay vola fa nampiandraminy an-dray aman-dreniny. Vokatry ny resaka nifanaovan’i johary sy ny rainy dia nihemotra tamin’ny fifanarahan’izy sy rajao randrenja. Norahon... |
Radimilahy c. Et al , 2008, ny harem-pirenena tandindonin-doza hptd torolalana ho an’ny olom-pirenena, fikambanana, vondrom-bahoaka isan-tokony, antananarivo, icmaa. 17- rafolo andrianaivoarivany. Et al, 1998, la cité des milles, antananarivo, éditions cite tsipika. 18- rajaonah f. E,1989, des rizières à la ville, les ... |
Ny izao tontolo izao |
Ohatra sambatra raherana, fa manan-kierana; sambatra koa razozoro, fa manan- kijoroana; fa mahantra kosa ratatamo, velona, manao ranomaso havozona; maty, manao ranomaso mandifotra nalaina tao amin’ny anganon’ny ntaolo, takila faha- 248. Noho izany’ dia tena mifandray sy mifameno koa ny ohabolana sy ny haiteny, izay aha... |
Loharanon- kevitra ny birao mpitantana ny f ikambanana imadisoa sy ny lehiben’ ny sampan- draharahan’ ny fambolena manjakandriana |
Ny afak’ampitson’izay, teny am-pitaomam-bary ny tolakandro indray izy no nahatazana an’i noro nifako tain’omby teny an-tanety. Velona indray ny fisalasalany na hanatitra ny amboaram-bary eny an- tanàna aloha vao manenjika miresaka aminy, na hatonta eo aloha ny vary dia vonjena izy, avy eo mandeha milamina. Ny masony am... |
Manasongadina ny dingana lalovan’ny zazalahy sy ny zazavavy eo amin’ny fiainana ary mamahavaha ny filàna eo aminy ity fizarana faharoa ity. Naseho ny fomba fandinihan’ny mpikaroka ny fivelaran-tsaina eo amin’ny zaza. Nojerena manokana ny fomba fiheveran’ny fiaraha-monina ny zazalahy sy ny zazavavy ary notsoahana avy am... |
Oniversiten’antananarivo fakiolten’ny teny aman-tsoratra sy siantsan’ny mahaolona mention anthropologie parcours anthropologie fondamentale |
Fitaovana vita amin’ny sapin ny banjaonina. Misy alluminium eo amin’ny tampony. Misy tadim-pitana enina antsoina hoe jiam-banjaoniana ihany koa. Ireny tadim- pitana ireny no tendrena amin’ny lohan’ny ratsan-tanana mba hanome feo mirindra. Somary boribory ny any ambany avy eo misy hazo mahitsy somary lavalava ipetrahan’... |
Kônsily vatikana faharoa, oct. 1962- dec. 1965 119 vatican ii, messages du concile, son égalité de la femme foncière avec l’homme , montréal, 23- 30 mars 1967, n 5 |
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy, boky ii, tak 22 |
Tsy misy mba mihantra izy ireo, fa ny migalabona mampidera ny hareny no ataon’ny manan-katao. Manambara izany ny mpanoratra ao amin’ ny tononkalo mahandrasa! 131 trano be manaka-danitra tsara tsy tehafin-dalitra no ajoron’ny mpitsetsitra mahay miteny sy mihetsika ny vahoaka hoe tsinjovina mahantra mahafadiranovana ireo... |
Ho hita amin’ny tombana ny mahomby, ny lesoka, ny mety hoaviny ary ny tolo-kevitra 3.4.1. Ny mahomby |
Iny ankaratra iny manko raha malo-tsy misava, ka midona sy manako na mijojo heri-dava misy zavatra tsaroana mahafenofeno foana |
Ahaizany mampiorina ny zava-misy marina situer la réalité sy manoritsoritra ny tantara na ny loharano niavian’izany retracer l’historique , mba hahazoany mamantatra ny toerana misy azy eo amin’ny fiarahamonina. |
Ary dify iny fa tandrifin-drahona, ka tsy azon-tsinin’ ny horakora-tsahona ! |
May 2004 ambositra |
Mandray fiofanana mikasika ny taranja ampianariny ve ireo mpampianatra ireo? , raha eny, iza no mampiofana? Ary amin’ny fotoana inona? Eny tsia 4. Misy ve ny c. P e sy ny c. I. E ? Raha misy, isaky ny fotoana manao ahoana? , ary mikasika ny inona avy no dinihina amin’izany? 5. Manana trano famakiam-boky ve ny sekoly? R... |
Collin r littérature africaine d’hier et de demain. A. D. E c. Col 1965 afrique univers n 5-6. Paris. |
Tonta tontatonta tontaina |
Ny tanjona kendren’ireo sampana samihafa ao amin’ny sekoly |
Ny lohatenin-kira gasin’ny tarika ramilison |
Hoezahana hojerena eto ambany àry ireny hevitra amam-pihetseham-po raketin’ny hanina ireny. Tsara homarihana, anefa, ny hanina no resahina, saingy ny vary no foto-kanin’ny malagasy ka, amin’ny ankapobeny, ny hanina sy ny vary dia iray ihany aminy. |
Ankilany tia randram-bao, na notapahin’ny andaniny, arosy taitran’ny kamory tsy fahita na tsy mbola hita 199. |
Ny tononkalo manana andininy telo izay tsy mitovy avokoa ny isan’ny andalana ao anatiny. |
Lorsqu’une entité ou une entreprise s’introduit dans la délégation de pouvoir en particulier la délégation de signature sociale, il est fondamental de séparer les fonctions de décision, de détention de valeur monétaire ou biens physiques, et la comptabilisation. Il est à rappeler que à la fonction de décision est joint... |
Teo amin’ny lafiny politika tamin’ny taona 1939- 1960 dia mbola tao am-pelatanan’ny frantsay ny fanjakana malagasy. Izy araka izany no masin-mandidy teto; niharihary izany teo amin’ny lafiny fitondrana, nanjaka tokoa ireo mpitondra hatrany amin’ny fara tampony ka hatramin’ireo mpiandraikitra taty ambany. Nanao izay tia... |
Finoana dia ahafahana mahafantatra ireo fomba amam-panao amin ireo karazam- pinoana hafa eo an-toerana noho ny fahamaroan izany eo an-toerana. Ohatra amin izany ny fomba ataon ireo mpino silamo ny fitafiny, ny sakafony, ny vavaka fanaony, sns ankoatra izay dia mampiroborobo ny tsy fanavakavaham-pinoana ihany koa eo an-... |
Hatrany amin’ny kilasy ambany dia efa tia vaky boky i faralahy ka ny tantara foronina no tena nanintona azy tamin’izany. Ankoatra ny tantara foronina nosoratan’i idealy-soa rainy, dia ny boky nosoratan’i victor hugo no famakiny matetika ka nanintona azy indrindra ilay tantara foronina fleuve noir tsy ny vaky boky ihany... |
Le risque peut être défini comme la menace qu’un évènement, une action ou une inaction affecte la capacité de l’entreprise à atteindre ses objectifs stratégiques et compromettre la création de la valeur |
Havatsa-upem |
Mampanao mampanaova |
Hoika! Ho’aho, lay sada alaovy moramora! Mpandroaka iray mirada matory manakora. |
Hallanger , f. S. 1974, diksionera malagasy-frantsay, trano printy loterana antananarivo , 97 t. |
Taratasy fahavononana fandraisana anjara amin’ny vola 300 000ariary |
Ao amin’ny 120 ihany koa izay ahitana ny tohin-teny hoe miady amin’ny piesy, dia maneho tsy fetezan-javatra amin’ny endriny ankolaka. Fitaovana fikojakojana fiara no nanoharana ny zava-mitranga eto. Ny piesy no ain’ny fiara ary efa samy manana ny asa sahaniny avy ireny piesy tsirairay ireny. Koa raha vao misy ny mifama... |
Ry malagasy mpiray tanindrazana o! ! Rosozao ny dia fa tsa ho tana koa e! E! Fa tongotra an-dakana e! Ka tsa hiverin-dalana e! Hevero re ny dia |
Miora has ina |
Sedra ka marina izany! Amin’ny sabotsy izao, manao ahoana? |
Ny sarin-teny nenti-nanangana ny fitondran-tena mandrava ny fiarahamonina. Sarin-teny miorina amin’ny fampirasan-tsain’ny mpamaky no nentina nanangana azy ity. Ho entina maneho ilay fomban’ny malagasy tsy mivantana amin’ny fananarana ao. Mila fanakaran-kevitra ireny anatra tsy mivantana ireny102. Ho an’izay mandinika k... |
Marofototra 46 34 12 39 07 29 |
In sophocle, ajax , théâtre complet, paris, gf. Flammarion, 1964, p.40 femme, le silence est la parure des femmes 30 ismène in ajax , n’oublie pas que nous sommes femmes et que nous n’aurons jamais raison contre les hommes p.70 |
Koa misaotra sy mankasitraka indrindra, tompoko. Atolotry ny fianakaviana am- pitiavana ireto ny solon-tsavony hidiovana. |
Fo baboka dia miandry miandry manantena manantena anao hisena hitsena olon-tiana olon-tiana tsy tafandry tsy tafandry f’efa tia tia ka mankafy mankafy anilanao anilanao doria doria efa nekena nekena, tsy nisy fanerena. |
Tany tomany no hitako androany havandra matevina tsy misy ohatr’izany mivaingana fotsy ny ra tao am-pony orana tsotra tsy hitany intsony. |
May 2008 fifidianana mpanolo-tsaim-paritra |
Ny fandraisana ny tolo-kevitra ny soso-kevitra sy tolo-kevitra atolotry ny mpandinika na mpanabe any amin’ireo fampielezam- peo samihafa toy ny fandaharana voatokana ho an’ny mpanabe vokarin’ny radio aceem hafatry ho an’ny mpanabe . |
Ii.6.1.1. Ny karazan’ny mpanondro amin’ny teny malagasy, maro ny hevitra fonosin’ny mpanondro. Eo ny manondro ny akaiky, ny manondro lavitra, ny manondro ny tokana sy ny maro, ny mahafaobe, ny hita maso sy ny tsy hita maso. Ny mpanondro ny akaiky dia ireo manambara zavatra azo kasihana amin’ny fari-batan’ny tena, marih... |
Ireo fomba hampitsaharana ny tomany azo atao ny mampitsahatra ny ranomaso, izany hoe, ny mandrara azy tsy hirotsa-dava. Toetra tokony hananana azo anatanterahana izany ireto herin-tsaina toe-tsaina tokony hananana ny herin-tsaina raha maniry ny hampitsahatra ny ranomaso. Koa, na inona na inona sedram-piainana lalovana,... |
Taitra avokoa tamin’ny torimasony izao tontolo izao ny malagasy indrindra no isan’ireny. Nifoha ilay sentom-po niniana nototofana an-terisetra noho ny antony iaraha-mahalala. Fitiavan-tanindrazana? Ny fo no fasana ilevenany. Ao io. Koa raha mba velona koa no mandre izany feon-dakolosy izany , tsy maintsy hitraotra hami... |
Anisan’ireo sarin-teny mateti-piherina ny anaphore , ny anadiplose ary ny epizeuxe ireo rehetra ireo, anefa, dia tsy avahana tsirairay fa haseho miandalana, araka ny hevitra raketiny. |
Toy izao ny fanasokajiana ny olan’ny mponina ao amin’ireo tanàna roa nanaovana fanadihadiana araka ny laharany izay mila famahana haingana. Nataonay tamin’ny alalan’ny tsangan-tanana tao anatin’ny fivoriam-be, ary nohamafisina tamin’ny fanadihadiana tarihina natao tamin’ireo mpiray fantsakana. |
Mahiratra sy jamba |
Ny alina jereo mandrakotra ny tany avy aiza ianareo miteniteny izany? |
Ny ngadona misy karazany telo ny fahita amin’ny tonokalo malagasy. Ahitana izany koa ny asasoratr’i arni |
Fifaneraserana sy fifanakalozana traikefa eo lafin-javatra samihafa ny fiaraha-monina no ivom-pifanakalozana maharitra indrindra noho isika mifampila izany hoe ny iray mila ny iray ary ny iray kosa mitady ny hafa, na eo aza ny draikitra fa ny manafoana io elanelana io raha misy zavatra tokony hifandrombonana. Any amban... |
Ny zavatra iray na olona iray na biby iray. Hoy i charles rajoelisolo araka ny itateran’ i lala-rakotoson raolisoa julienne agnès azy hoe ny literatiora dia vokatry ny zava- misy fa tsy tongatonga ho azy31. Ity rango ity izao dia milazalaza momba ny valala akora faha 02 valala |
Ak es i ky, kes i k y la cciisse’ de la charrette, c a-d. La p, utie ’u c n charge jes marchc1ndis. ’s ; la charrette di! Ns son ensemble, avec s s roues, par nppnsitie n aux bneuis en ce sens syn. De haran-kalraka to fr la rnisst’. |
Anisan’ny manintona ireo mpizahan-tany tonga eto madagasikara ireo asa tanana vita malagasy toy ny sary sokitra, lamba landy, petakofehy azo ambara fa maro be ihany koa ireo malagasy no havanana amin’izany asa tanana izany. Manaporofo izany ny fahamaroan’ireo malagasy mpiasa amin’ny orinasa afakaba. Ny vola ahodina sy ... |
D’application des ’ dina proviennent |
Rabemolaly f. A ravalitera n. J a ravelomanana, fary mamy kilasy famaranana. Edisiona salohy. 1974. 270 tak. |
Notapahina ho hetin- dahy ! V. A. Tak.187,194- 195 handevenana am- badiny v. Tak.252-254 . |
Vontoatiny sarinteny anehoana azy ny ifantohany |
Tsaha izany no nahatonga ny fitenenana hoe anatraka angaha aho ka hatafo ambony vary ny hena dia ny lanonana sy ny fety ihany no tena ahitany azy izay no nahatonga ny fisainana malagasy hividy hena betsaka, atao varanga mihitsy, rehefa fety. Ifandrombahana ny hena eny an-tsena. Io no lohalaharana aminy. Ny merina aza m... |
Ny lalan-tsaina enti-mandinika ny fiaraha-monina |
Tsindraindray koa anefa, dia mindrana tenin-jatovo izy. Ohatra1 ny hoe hahadangy eny ambony onja mitrena misosa tsy hay fefena, no hizorako ho any aminao hitaingenako onja izao 20 ka ny alona misangy tsy mba hahadangy |
Dia fa dy izay hi za ra za ra; 9 izaho azy izy ahy, fa sady tiana no anjara266 |
Epp ny isan’ny mpianatra nisoratra anarana ny taom-pianarana 2007-2008 ao amin’ny faritr’alaotra mangoro manontolo dia 180508, izay manome 5,3 ny isan’ny ankizy voasoratra anarana eran’ny nosy. Nandritra io taona io dia nahitana 21,9 ny tahan’ny famerenan-taona tamin’ireo sekoly miankina amin’ny fanjakana. Ny distrikan... |
Ny vahaolana noraisina 10 0.12. Ny fetran’ny asa 11 0.13. Ny drafitry ny asa 11 fizarana voalohany ny teôria fonksiônalisma ao amin’ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana sy ny fivavahana 1.1. Ny antrôpôlôjia mandalina ny finoana sy ny fivavahana 13 1.1.1. Ankapoben-javatra momba ny antrôpôlôjian’ny finoana sy fivavahana... |
Am-bava sy tombana mahazatra any am-pianarana matetika dia saika ny an-tsoratra hatrany no hanombanana ny mpianatra any an- tsekoly. Izany hoe mibahan-toerana ny am-bava eo amin ny fanorenana fahalalana raha toa ka ny an-tsoratra kosa no mahazo vahana eo amin ny tombana. Ity misy tarehimarika maneho ny hevitry ny mpian... |
Teny fitaovana 2012 ranaivosoa a désiré |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.