text
stringlengths
10
11k
9. ?56?4.4?7?3 0,9632
Mpanampy lisy, njaka, njato
Feony izy, ka niantso ny varatra handrovitra sy hihinana ilay nokatsahiny ka efa hita toy izao. Diakona roa lahy no niaraka tamin’ingahy mpitandrina nanatitra azy. Endre! Ny firavoravoan-dramatoa ny horakoraky ny ankizy fa tonga rangahy. Ary nanan-kery avokoa izany fifaliana izany, fa indreo, nahery lavitra noho ny tab...
Toy ny creni ihany dia ny fikambanana adm no niandraikitra azy tao amin’ny kaomina tany am-piandohany, fa efa tany ho any amin’ny taona 2005 tany vao noraisin’ny ong zarasoa an-tanana izy. Ii- ny tanjony ny seecaline dia miditra amin’ny fiainana ara-tsakafon’ny mponina ao anaty fiarahamonina, tsy dia hoe mamatsy sakafo...
Hova hatrany ny praiminisitra izay azo lazaina fa tena tompon’ny fahefana rainiharo, rainivoninahitriniony izay tompo-marika tamin’ny famonoana an-dradama ii, ary rainilaiarivony izay nanambady ireo mpanjakavavy telo nifandimby farany, dia rasoherina, ranavalona ii, ranavalona iii. Anaran-tsy very sisa ny fahefan’ny an...
Ny fianarany sy ny asa aman-draharaha nataony anisan’ny fototra mampijoro ny maha olona ny fianarana nataony sy ny fahalalana ananany. Mamaritra ny anjara toerany sy ny asany eo anivon’ny fiarahamonina rahateo izany. Izany indray no hovahavahana amin’ny andininy manaraka eto.
Na eo aza anefa ny finoana amam-pivavahana kristianina dia mbola maro ihany koa ny mponina no manaraka ny finoana nentin-drazana. Porofon’izany ny fanaovan’ny olona amin’iny faritra iny ny famadihan- drazana rehefa tonga ny fotoana fanaovana izany. Nanomboka tamin’ny 2010 dia niforona ihany koa ny toeram-pivavahana soa...
Fanamarihana ny mpampianatra isan-taranja sy ny zana-taranja dia misahana ny kilasy rehetra ao amin ny sekoly izay ampianarany malagasy sy vahiny no miara-misalahy amin ny fampianarana ao amin ity sekoly ity miisa 9 ireo vahiny ao amin ny cli talatamaty, ary 7 kosa ao amin ny cli ivato.
Terres et productions rizicole kg an la production rizicole a été utilisée pour estimer la superficie réellement exploitée par ménage, étant donné que les productions déclarées par les paysans sont beaucoup plus précises que la superficie qu’ils estiment exploitées. En effet, dans la commune de marolambo, la superficie...
Ny fisian’io tantara momba ny asa fitsikilovana somary mikavihavia izay azo antsoina ihany koa hoe literatioram-bahoaka io, dia nahatonga ny mpanoratra f. Cooper halaza. Taorian’io tantara io dia nanoratra ilay tantara fanta-daza mitondra ny lohateny hoe le dernier des mohicans i f. Cooper.
Ny tsikinao no itivako fivelaram-boninkazo sa ny molotrao no tiako dia voninkazo ihany? Asa izany fa ny foko tsy mitsahatra mivazo anoloan’ny tsikinao sy ny voninkazo hatrany 52
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de formation initiale litteraire c. E. R langue et lettres malgaches
Tsy haiko ataoko ahoana no filaza, ny ato am-poko samy irery tafasaraka aminao, ka mahatsiaro tena very? Ranomason’olon-dresy no mandena ny takolako raha mamisavisa anao, amin’ny andro tolatolaka. Na dia lavitra aza ianao, fa efa dify sy tsy tazana. Ny eritreritro tsy mety fa aminao no miantefa. Tsy mba tana izany sent...
Neny a! Ho aiza ianao anio? Handeha hamboly ireo tsaramaso kely sisa ireo anaka, fa rehefa miarina eo ianao dia tanteraho tsara ny raharahanao ato an-trano, ho haingana ihany aho fa tsy ho ela akory rehefa vita izany ny sako dia mahazo mamonjy anao any an-tsaha aho à! Eny é! Izay mahavita aloha isika mianaka no mifamon...
Mahali tokana ? Pa-, ku-, mu mari- pirindrana ny , a- maro ?
Araka izany, mahamasina iray manontolo mihitsy no vakoka. Mahafeno ireo fepetra takian’ny lalàna sy ny famaritana eny ifotony ny maha vakoka ity faritra ity na eo amin’ny endrika ivelany na ny anto-pisiany. Tsy nihambahamba rahateo ireo rehetra nametrahana fanontaniana hoe araka ny fiheveranao, vakoka ve ny tanànan’i m...
Interrogation oratoire
Fa ka i za y a fa ka 1 2 3 4 5 6 7 8 9 ma no ny ny ha mbo mpo ny
Ny fampianarana, dia mifototra amin’ny fandrindrana ny fampifandraisana ireto toko telo ireto ny mpampianatra, amin’ny mpianatra ary amin’ny taranja. Ity naroso ity, dia fampianarana afototra amin’ny mpianatra. Izany hoe ampandraisana anjara betsaka ny mpianatra amin’ny fanatontosana ny lesona.
Momba ny lanjan’ny fananam-panahy eo amin’ny fampandrosoana t4 mampirindra ny fiainam-piaraha-monina mahatonga ny fiainan’ny olona tsirairay ho azo antoka t5 afaka samy manatena handray ny vokatry ny fisasarana nataony ny tsirairay mikaroka hevitra hanatsarana ny fiainan’ny hafa ny olona manam-panahy t6 ny olona manam-...
Iharilanto patrick andriamangatiana; vakivakim-piainana, fanontana fanintelony faribolana i. P. A antananarivo; 2005; tak 13
Fitaovam-pifandraisana iray manao ho laharam-pahamehana ny fampitam- baovao ny gazety. Mikendry indrindra ny olon-dehibe amin’ny ankamaroan’ny lahatsoratra avoakany. Miezaka mitazona hatrany ny fahalianan’ny mpanjifany. Mitatitra ny zava-misy ny fotoana sy ny toe-javatra isehoan’izany. Maneho ny ankehitriny, ny izao sy...
Ny fehezanteny mitovy vahana, mitovy firafitra ary mifanohi-kevitra takila 18 iarivo manko no nofinofiko fahiny fony tany anativolo. I tanà ity no nofy ratsy ankehitriny nony atolotra ahy bontolo.
Noforoniny 16 nahita asa tao amin ny
Ohabolana 16
Morafenobe lalana miantsinanana, nanandraman’i robena nitsangantsanganana fa nahaliana sy nahafinaritra azy.
L’enquête est une étape essentielle du processus de recherche. C’est l’ensemble des opérations qui permettent de collecter et d’organiser de manière cohérente les informations nécessaires à la compréhension du sujet étudié.
Achats consommés 17 210 20 210 charges externes 7 828 7 557 charges de personnel 14 828 12 049 autres 2 169 2 298 sous-total charges 42 035 42 114 engagement à réaliser 1000 1 000 soutien projets 11 057 2 892 total depenses 54 092 46 006 resultat net de l’exercice 7 136 5 881 source association koloina
Ahatarafana ny fahaizan’ny mpanoratra misarika ny sain’ny mpamaky hanakatra misimisy kokoa ny hafatra hampitainy ny lohateny andian-teny; inona kosa no ambaran’ireo lohateny fehezanteny?
Ny volana mamiratra im-piry manondoka! Fa mbetika mihiratra dia mbetika misoka.
Fanondroan-takila teny fampidirana
Ny rima zara fa feno
Kisary 3 maneho ny tahan’ny mpianatra nahavita entimody tamin’ny seho telo nifanesy
Bako mba moramora ihany ianao rajo, fa tianao hanaraka an-drolf ve isika e? Rajo maninona moa raha manaraka azy, amin’izay tonga dia iray fasana ao isika telo mianaka! Bako tsy azoko ny tianao holazaina? Rajo isika telo mianaka moa izany ry mama tsy mba hiray karandoha rehefa tanity ka samy maty? Bako ianao manana zo h...
Anto fototeny milaza ny antsoina hoe fovoany hita ao amin’ny antonony sy ny antoandro. Noho izany, tsy sisiny ny anto. Ny sisiny mantsy milaza ny tafahoatra na ny tsy ampy. Ny anto kosa milaza ny fovoany, ny marina, ny milamina. Koa ny anto araka izany no mitondra fahombiazana ny fo tony sy ny saina mandinika no mahita...
Ireo misy andalana efatra hatrany no maro an’isa satria mahatratra 36 izy ireo amin’ireo tononkalo 79 nokirakiraina. Eo amin’ny 45, 56 ny tononkalo rehetra izany. Marihina fa tsy mitovy akory ny isan’andininy ao amin’izy ireo ao ny tsy misy afa-tsy andininy vitsy, ao anefa ireo misy andininy folo na mihoatra. Ohatra am...
Endri-pampiontanana roa no hita misongadina amin’ity lahateny ity. Eo aloha ny endri- pampiontanana mandoka hita ao amin’ny fanoritsoritan’ilezoma ny lova. Ataony izay hahatonga fitsiriritana ao amin-dratovo amin’ny alalan’ny fandokafany ireo lova trano ngezabe, saha mahafinaritra. Misy endri-pampiontanana mahatsikaiky...
Fanondroan-takila teny fanolorana fisaorana fanondroan-takila 0. Teny fampidirana ankapobeny 1 0.1. Tari-dresaka 1 0.2. Fanolorana ny lohahevitra 1 0.3. Anton’ny safidy 1 0.4. Petrakolana 2 0.5. Petrakevitra 2 0.6. Tanjona 3 0.7. Fomba fanatanterahana ny asa 3 0.8. Ny olana nosetraina 3 0.9. Vahaolana 4 0.10. Fanazavan...
Na ny rain’i clarisse ratsifandrihamanana, izay dokotera, ihany koa aza, dia nanao politika, ka nahazo famindran-toerana matetika noho ny famaizana azy.
Isan-jatony
Momba ny fonon’ny boky
Fonction conative
Ny tombana mahakasika ny lohahevitra fandrosoana ireto avy ny torolalana momba ny tombana omen’ny fandaharam- pianarana;
Tsara ny hahafantarana ny mpanoratra mialoha ny hanadihadiana ny asa sorany. Araka ilay fiteny hoe ny hisavasavana ny raviny no ahitana ny fotony manampy amin’ny fanakaran-kevitra atao amin’ny asa soratra ny fahazoana ireo toetra sy fomba fiaina ary firehan’ny mpanoratra. 1.1 i esther rasoloarimalala randriamamonjy ami...
Fakafakao.
Andininy fahefatra hamafisina ny fahombiazana amin’ny fampianarana.
Ny tanjon’ny taranja ho an’ny sekoly ambaratonga faharoa, raha fintinina amin’ny fehezanteny vitsivitsy, dia mitaiza ny mpianatra hikolo ny maha-izy azy, ho matotra eo amin’ny lafiny fifandraisana eo amin’ny hevitra, eo amin’ny manodidina azy. Manomana ny mpianatra ho tsara fototra eo amin’ny toetra amam-pihetsika, man...
Sary41 farihy sary42 heniheny
Url l’élaboration d’une synthèse avec les élèves favorise la mémorisation. 101 l’homme apprend en construisant ses connaissances.
Domenichini b. R 1968 le hainteny merina, a. U. M n 9 , antananarivo
Ahitana sy itrangan’io toe-javatra io ny sehatra nanaovana ny fikarohana, ny faritra avo izay ahitana fokontany efatra mandrafitra azy fa ny telo tamin’ireo no nanaovana ny fanadihadiana. Nosafidina hanompanana ny asa fikarohana ny lohateny hoe ny fifandraisana kolontsaina araka ny ahitana azy eny amin’ny faritra avo e...
Les conditions nécessaires pour enseigner, fr. Wikipedia. Org, consulté le 07 avril 2012, les programmes sont des progressions cohérentes , l’acquisition d’un contenu permet d’acquérir d’autres contenus
Manamafy ny fandraisany amin’ny fo feno fitiavana eto ny prolepse ka ataony lohalaharana mihitsy ny olon-tiany, rehefa avy notsongainy tao anatin’ny besinimaro. Izany dia tandindon’israely, vahoaka nofidin’andriamanitra tao anatin’ny firenena maro, ary nataony lohalaharana amin’ny fikasany. Ny prolepse eto dia manasong...
Nisy ihany koa ireo tranombarotra voaroba toy ny magro tao ankorondrano centre commercial tao tanjombato cora ankorondrano ny 27 janoary 2009 niitatra nanerana an’i madagasikara izany korontana izany tao mahajanga nisy nandromba ny 80 n’ny tranombarotra, nisy olona 3 namoy ny ainy tamin’izany tany toamasina, ady nifaov...
Fitambarany 1.782 3.453 2.590 810 8.635 1.985 3.538 2.267 721 8.511 17.146
Nyvodihena, hono, tsymiainga aloha, toloranafisaoranamitafotafo toy izanyihanykoaandriamatoaramamonjisoa jean bertinirénémaître de conférencesetoamin’nyanjerimanontolon’itoliaraizayangadynanananasyvynahitanaan’ izaoasafikarohanaizao. Nanaiky an-tsitra- potokoaizynyhitantanaanaykananorolalanatamin’nyfanatanterahananyasa...
Ny fambolena
Ny paika nifantenana ny lahatsoratra nampiasaina
Ny lahateny an-gazety maneho ny zava-misy articles d’actualité la brève lahatsoratra fohy tsy misy lohateny, ahitana fehezanteny telo na efatra, mamintina ny vaovao farany ary mamaly avy hatrany ny fanontaniana iza, inona, oviana, taiza, nahoana. Le scoop vaovao farany mbola tsy be mpahalala na tsy misy mahalala mihits...
Tantara ny andriana i, ii. Antananarivo tranomprintim- pirenena. 1243p. Fary mamy kilasy famaranana edisiona salohy. 334p.
Mahafinaritra ny mianatra ny lesona 1 mampirisika ny olona 1
Eny tapaka ny tady izay mamatotra eto an-tany ka nisidina tsy tana lay mba vorona tsy foiko ndreto ny havany mamngainasafosafotra tomany ndrisy potika sy toro lay mba tiona nokaloio
Aorian ny lesona
Taine. Le xixe siècle. Ed. Bordas. Coll. Lagarde et michard. 1969
Loharano ny mpikaroka o. B.1 ale mama e e e e e e e e e ale mama e mahatsiaro volambelona te hirombo ale zaho ô e e e e e e e e ale mama e mahatsiaro volambelona te hirombo ale zaho ô e e e e e e e e ale mama e e e e e e e e e ale mama e.
Ny faritra avaratra antsiranana toerana fandalovana fotsiny antsiranana.
Tsy haditra intsony aho, ry dada sy neny, manomboka anio ho tia ny zandriko, ho tsara fiteny sy hanao madio, ny boky tsy horovidrovitiko intsony, ny soratro kosa hokaliako tsara ary isa ambony no ataoko miavosa !
Haingo 1988
Valabalaka ny saiko, sady miahotra ny bosy omeo za sa done moah no frazin’androrosy
Cp2 14 11 14 11
Tovo ka izao vao tonga ny fiara, aiza i hery?
Valy valivàly valina
Taona tantely mazoto miasa 7 taona tanamasoan dro
Marouzeau, précis de stylistique française, masson et compagnie, paris, 1969, p19 l’ordre des mots est aussi un élément du style
Samy manana ny mpitarika azy ny vondronana tsirairay, fa ny filoha nasionaly kosa dia iray ihany, izay fidina amin’ny fihaonam-be isaky ny efa-taona ny tanjony amin’ny literatiora malagasy tsy mijoro tsy amin’antony akory ny fikambanana, fa misy tokoa ny tanjona tiany hotratrarina dia ny hampivoatra sy ny hampiroborobo...
Ny famoronana ny hira gasy tany am-piandohana dia am-bava vao noraketina an- tsoratra. Ny hira voarakitra an-tsoratra no ianaran’ny tarika. Noho izany dia mitaky fanomanana ara-tonon-kira alohan’ny hidirana an-tsehatra ny hira gasy. Ho an’ny don-tany sy kapo-tandroka kosa nefa dia eo no ho eo ny famoronana. Ny lohahevi...
Fanadihadiana ny boky lovako t.12
Sara-pitsirihana 12.000ar ny fangatahana iray ka roa no azo atao iray andro,
Tovana v tanjona amin’ny fampandrosoana maharitra 1- ho foanana tanteraka ny fahantrana amin’ny lafiny rehetra maneran- tany. 2- ho foanana tsy hisy intsony ny hanoanana. Tandrovina ny fahampian- tsakafo ka tsy hisy izany mosar na kere izany intsony. Hatsaraina ny fomba fisakafoana ary hahely ny fomba fanaovana fambole...
Nasolo 26.11.97
Trésorerie nette la trésorerie nette représente la différence entre la trésorerie active et la trésorerie passive ; et aussi la différence entre le fonds de roulement net global et les besoins en fonds de roulement.
Teny fisaorana
Sara fa tody ! Na arabaina fa nahazo ny aim-be raha sanatria ka tsy azo ilay zaza ie !
Misaotra tompoko! Zanamasy
Ka rehefa hohenoin’ ilay tsitoha ’zay ao ambony ’ty vavaka izay mitaraina; moa ianao ho afa-maina? Ny eja 2005
Bakalôrea, ray aman- roa niara-nikorana
Ny fanorenana hairaha ara-pitenanana ao amin’ny mpianatra kilasy famaranana sokajy a sy g2 miainga avy amin’ny fandinihana ny asa nampanaovina azy
Spitz , la prémière année de la vie de l’enfant, paris, 1958, p 56 que les savoirs positivistes et même une certaine psychanalyse puisent, de ce point de vue, être syspectés de se derober devant la verité de l’enfant, cela ne redonne aucune chance aux partisans de instuitionnisme on du compréhensionnisme 80 jean piaget...
Endrey enti-mandoka na midera toe-javatra iray.
Fiz xiii ny malagasy sy ny fakana tahaka v. A, tak.148-152
Nanokana fotoana maromaro nanaovana fanadihadiana ny zanak’i paul rapatsalahy ny tenanay mba hahazoana manangona ireo vondrona ambara. Izy rahateo nandray tsara tsy am-pisalasalana ny tenanay. Natao photocopie kosa ireo lahatsoratra izay tsy voadika tanana.
Ny tantara vh dia maneho ny fanerena ny profesora rodriguerz hiara-hiasa amin’ny profesora strom sy griffin. Vokatr’io fanerena io dia tsy misy lanjany tamin-drodriguez ny volabe raisiny isam-bolana. Toy izao no anehoan’ny tantara izany niha-navesatra taminy rodriguez ny fahanginana sy ny maha-singan-drery azy. Nangeja...
Santionany sy ohatra vitsivitsy tsapanay fa misongadina ary mifandraika amin’ny fitiavana ihany no asehonay eto, toy ny ellypse , gradation , ny parallelisme , intérrogation oratoire , epiphonème ary ny filalaovana amin’ny zana-teny tsy fa
Hampangitsokitsoka hahatonga ho lalina dia lalina, hanitatra tanteraka ny elanelana
Memoire de capen
Mba ho arofanina tamin’ny asa fikarohana, dia nisy ny lalan-tsaina narahina. Lalan-tsaina telo no nentina nanatontosana ny asa. Teo aloha voalohany indrindra ny fomba fijerin’i alain, izay notaterin’i e. Hazan. Nambarany fa tsy maintsy fantarina ny mpianatra mialohan’ny hampianarana. Izany no antony nanaovanay fanadiha...
Zomba tao tsararano
Voasazy omby dimy izay mangalatra fambolena kafe, vary, dipoavatra, mangahazo, akoho amam-borona 5- mandoa omby dimy izay manao fanahy iniana mandratra olona, manala baraka olona ao anatin’ny fahamamoana. 6- mandoa omby dimy izay tsy mampiasa ny basiny amin’ny fanarahan-dia.
Nahoana hoy i amiela, ny renitantely no misy fanjaitra manindrona koa? Nefa ny mamy sy savoka omeny mamy sy manitra sy mahasoa!
Ny fikarohan’ny mpampianatra tahirin-kevitra