text stringlengths 10 11k |
|---|
Angamba maro ireo mpanao ankasomparana isika hanandra- peo hihira fitambarana! |
Iray amin’ireo fokontany ao anatin’ny kaominina keliloha i ambodivoara. Mirefy 139km ny elanelany amin’ i tsaratanàna. Raha avy any ambatondrazaka indray dia 159km izany. Tsy mifanalavitra ny renivohitry ny kaominina i ambodivoara, 2km mizotra mianatsimo ny elanelany. Manana velaran-tany 9km2 24izy. Tanàna miorina amin... |
Noho ny fiarovany ny malemy |
Nateriny fa na ao anatin’ny fahoriana sy adin-tsaina aza mbola afaka mivoatra ihany. Manam-panantenana fa ho tojo ny fiainana tsaratsara kokoa hatrany koa i miaro na dia latsaka anaty lalina aza ankehitriny. Koa ny anaphore hoe mbola afaka no nentin’ny mpanoratra nampivohitra izany tenim-panantenana hoenti-mitraka eo a... |
Mba nadiavola a. Maromaro ahay vatan-dehilahy niaraka lahata y. ’zao avy eto ’zao, nahare y tsy fidiny nenga lahate y mandy. |
Hiombo andro ho ela velona hifay havanjafhatrany hatrany, masin-teny, tsongoim-bolo, raha mbola velon’ain ihany. Nadika araka ny fangatahana 13 11 2012 |
Indreny mifamory b |
Boky manify sy kely velarana kanefa dia mamiko mangananganana fa fanalahidy mamoha varavarana ny fahalalana sy fahasambarana! |
Manoloana ireo toe-javatra notanisaina rehetra ireo, dia tsy mipetra-potsiny akory ny mpanoratra, fa miezaka manolotra vahaolana hialana amin’ny fahantrana. Asehony izany amin’ireto tononkalo manaraka ireto fahantrana tk.59 , mahatsangy no ary tk.60 , tsy mandevin -tsotrobe tk.49 . |
Définition de la zone |
Fampifandraisana ny fahefana sy |
Ny fahatahorana an’i jehovah no fiandoham-pahalalana, ary ny fahafantarana ny iray masina no fahazavan-tsaina manambara izany fa ny fandinihana ny mikasika ilay jehovah mpahary no ahazoana fahazavan-tsaina, dia ny teniny masina izany, araka ny fahitan’ny mpanompony iray hoe diniho izay lazaiko, dia homen’ny tompo fahaz... |
Taona eo imiaro. Lahy matoa sady tokana. Kasy dia kasy ary mieboebo aok’izany, indrindra rehefa otronin’ny namany ao an-trano. Nanan-kotahafina tokoa moa izy, ary jejo ery nataon’ny mpandoka hoe i sefo kely. Mitovy amin’izany ihany ireo tovovavy mpiasan’ny orinasa afakaba, notantarain’ifara tamin’ibako mihetsiketsika e... |
Ny anjara asan’ny mpanoratra sy ny asa soratra ary ny mpamaky 1.2.1. Ny mpanoratra |
Nanana tetika sy fombafomba maro ny malagasy mba hitsinjovana ny ho avy. Ampahany ireo voalazan’i naka rabemanantsoa ireo, fa ny tanjona dia ny mba hitsimbinana ny aina sy ny hampaharitra azy, ary indrindra koa ho fitsinjovana ny taranaka. Noho izany, dia tsy maintsy hatao ny fomba rehetra hialàna amin’ny loza mety hit... |
Fanamarihana ankapobeny tsy iadian-kevitra satria efa noporofoin’ireo mpikaroka teo aloha toa an-dry dahl. O. C. , rasolonirina florette sy ny hafa koa, fa nandova endrika tamin’ny teny bantu ny teny malagasy. Sokajin-teny maro no nolovany tamin’izany ka isan’ireny ny anarana. |
Ny laina manko dia resena, fadina koa ny hakiviana. Hariva, sasatra ny tena, 40 vao mba manembona fodiana. |
Ao ny fasa-mampahory, tsy mba miantra nefa akory, fa ny nofo very aina no aroso tsy asaina, ka mipetraka ho lo sy ho torotoro koa, vovoka no niandohana, |
Nanampy an’i andry ihany koa ny mponin’i rantabe ao amin’ny va. Nampiantranon’izy ireo i andry na dia tonga misasaka alina aza. Va tak 140 nahafa-po ny fikarakaran’ireo tompon-trano. Tsy misy fihafahafana voadio tamin’ny rano avy tao an-tsinibe ireo ratra teny amin’ny tenan’i andry. Naroso izay ambin-kanina masaka ary ... |
Nisy mpifankatia nikasa hanorina tokantrano. Ilay lehilahy dia vonona ny hanolotra diafôtaka omby iray; saingy mbola tsy voaefa ny omby dia efa niray trano izy ireo. Rehefa niakatra ny varin-dry zareo dia nalaina ilay omby natao tambirô. Rehefa elaela dia nihevitra ny hanolo ny diafôtaka ilay lehilahy satria tsy foiny ... |
Cf va, tak 3 50 cf va, tak 69 |
Raha ireo rehetra ireo no jerena, dia azo ambara fa tsy mbola tafapetraka araka ny tokony ho izy ny taranja malagasy eny anivon’ny fampianarana tekinika. Ny vokatry ny tombana samihafa izay misy eny amin’ny fampianarana tekinika ihany koa, dia hita fa latsa-danja tokoa ny taranja malagasy raha mitaha amin’ireo taranja ... |
Ny anjara fitenenana firafitry ny fifanakalozana fanazavana |
Araka ny fanadihadiana nataon’andriamatoa randrianasolo, mpahay tantara, mpikambana ao amin’ny havatsa upem dia randrianasolo sy randriatsimavo mivady no nonina voalohany tao antsahabe. Sihanaka izy ireo. |
Iombonan’ny malagasy manana no tiana hambara amin’ny hoe tanindrazana. Hojerena isaky ny sokajiny avy ireo izay hatomboka amin’ny tany nihaviana. A. Fitiavana ny tany nihaviana |
Créer un climat favorable à la chasteté |
Ny tandroka indray kosa dia taolana mipoitra eo an-dohan’ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy ka ataony fiadina sy hiarovany tena amin’ny fahavalony 10 ilay fively ataon’ny tandroka eo am-panotoana izany no kapo-tandroka. |
Nianatra teny ambohitsaina |
Attentes et recommandations zavatra endrasana sy ny soso-kevitra |
Ny hairaha dia ilazana ny fahaizan’ny olona manetsika ny fahaizana amam- pahalalana isan-karazany ananany manoloana ny tranga atrehiny. Hoy i rogiers 2004 51 18 raha namaritra momba izany izy ny atao hoe hairaha dia ny fahafahan’ny olona manetsika ny fahaizany mba hamahana olana ny hairaha ara- pitenenana araka izany d... |
Petraka olana |
Sekoly efa niasany mpampianatra azo heverina fa efa manana traikefa eo amin’ny sehatry ny fampianarana no nohadihadina. Misy ihany anefa ny vao haingana no nirotsaka tamin’izany sehatra izany. Amin’ny ankapobeny, dia efa niasa tamin’ny sekoly maro ny sasany tamin’izy ireo, izay mitsinjara ho sekolim-panjakana ary sekol... |
Pédagogie, tak 4, les pratiques pédagogiques les supports d’activité comme l’usage de l’ardoise, le recours à l’ordinateur, l’utilisation de la voix . |
Acte 29 lolona, fara ao an-trano lolona mamoha varavarana, gaga andray ? ! Fara ? Fa tonga oviana ? Fara mandroso manahoana aloha zoky e? Manahoana i dada sy neny any? Lolona ndry fa avy aiza indry io? Angaha tsy nivantana tany amin-dry neny? Fara lava be ny mikasika an izany e! Mbola tsy sahy mankany amin i dada sy ne... |
Ny fanoharana mampiasa ny oharina sy ny anoharana hatrany ny mpanoratra. Ny tsy mampitovy ny fanoharana amin’ny fanovana endri-javatra dia ny fampiasan’ny mpanoratra ny kianteny enti-manohatra. |
Loharano ny mpikaroka |
Teny famaranana raha fehezina izay rehetra voalaza tao amin’ity asa fikarohana nampitondraina ny lohateny hoe ny fanandratana ny tefy tanimanga ho an’ny fampandrosoana ifotony ao mandoto; faritra vakinankaratra ity dia izao no azo ambara, efa ela no niasan’ny malagasy ny tanimanga, nampiasana tamin’ny fiainana andavana... |
D’après l’analyse de plusieurs économistes et agents de développement, on constate que pour assurer l’ensemble du développement, elles doivent réduire la disparité de genre en matière d’éducation et de formation dans la famille, la société, la communauté et dans l’etat. Car les projets d’éducation formation visent à pr... |
Rafanoharana kalokalo tatsinanana |
Isika? , antananarivo, edisiona salohy, 78 pages |
Nahitana fivoarana lehibe ny raharaham-pirenena teto amin’ity vanim- potoana ity. Tsy nety maty tao am-pon’ny malagasy mantsy ny afon’ny fitiavan- tanindrazana, na dia teo aza ny fangejana maro isan-karazany nahazo azy. Ny fanadihadiana ny lafiny pôlitika, toe-karena sy fiarahamonina ary kolontsaina sy fampianarana no ... |
Tsirinala 22 12 03- asa atao an-tsira |
Famaranana |
Lah. 50 6 fevrier 1936. |
Andaniny àry, miharihary ny fahasamihafan’ny endriky ny asa atolotry ny mpianatra. Ankilany, tsy mazava amin’ny mpianatra ihany koa ny asa takina aminy, ka izay hitsin’ny saina no nataony. Koa samy voakasiky ny olana eto na ny fanehoana ny asa na ny vontoatiny. |
Sary 02 lovako t12 tak. 48 sary 03 lovako t12 tak. 73 |
Inona araka izany no atao hoe famoaboasan- kevitra? |
Sary 6 epp ao ampiringalava 150 metatra mianavaratra ny tanàna |
Fikarohana ireo tetika amam-paika hahafahana mirotsaka eo anivon’ny fiarahamonina fanangonana antontam-panontaniana. |
Ny fanoharana maneho ny zavatra tsara naorina amin’ny zavatra tsy manana aina. |
Nataon’i soza ho fanilo nitsilo ny diany ireo ray aman- dreniny ireo. Izy ireo no nalainy tahaka teo amin’ny fiainana. Ahafahana manovo ny voaloham-pahalalana tokoa ny fiainana eo anivon’ny ankohonana araka izany. Tsy azo atao ambanin-javatra koa anefa ilay singa iray anisan’ny mandrafitra ny atao hoe ankohonana, dia n... |
Hoy weber ny fanatintraterana ao anaty asa soratra am in’ny alalan’ny famerim berenana teny, na zavatra, na toe-javatra. 101 |
Fanadihadiana lahatsoratra na lahabolana miompana amin’ny fandinihana ny hevitry ny teny sy ny fihetsika , ary zavatra ampiasaina. Ny lalan-tsaina mampifandray ny toe- javatra antony vokany no anasongadinana ny sandany eo amin’ny lafiny finoana , fiaraha-monina , teti- pitondrana |
Harvey sacks, analyse conversationnelle, encyclopoédie microsoft r encarta 2005 23. Table ronde, hain-teny, passerelle entre deux mondes , centre culturel albert camus, tananarive, février 06 24. David fontaine, la poétique, ed. Nathan, paris, 1996, pp.75- 93 |
Ny synecdoque dia zanan-tsarin-teny ao amin’ny fanovana anarana. Amin’ny synecdoque dia zavatra roa mifampiankina no mifanolo toerana, ka ny ampahany ao amin’ilay zavatra resahina no entina milaza ny manontolo, na ny manontolo no entina milaza |
Ratefy an’eritreritra, sadaikatra iza hono no zanako ? I nekena any amin’ny reniny ? Sadaika-piteny navela mamoha varavarana navela ahoana tompoko? Ratefy tsy azoko ity ataonao ity ry miora a ! Miora calmos aloha ianao ratefy a ! Manasa hipetraka eo ry navela a, mahazoa toerana tsara indry dia diniho tsara ingahy ratef... |
Ireto avy ireo takila ahitana ity fehezanteny ity 32; 33; 34; 35; 36; 37; 39; 40; 51; 53; 57; 59; 60; 63; 65; 66; 67; 68; 73; 81; 82; 84; 86; 87; 88; 89; 91; 93; 94; 101; 102; 105; 106; 108; 113; 114; 120; 122; 125; 129; 133; 134; 137; 145; 146; 147; 149; 150; 151; 152. Miisa roa amby dimampolo 52 amin’ireo hafatra tel... |
Na ho an’ny taranja malagasy ao amin’ny kilasy voalohany 34 ora literatiora |
Er marina’h, reny moana, in rm, tak01 182er marina’h, rambon’omby, in rm, tak 16-17 |
Saint laurent a dit que les trésors de l’église sont ses pauvres. En cela il a parlé le langage de son époque. |
Secrétariat d’etat charge de l’enseignement technique et de la formation professionnelle |
Refy refirefy refesina refidrefesina 446 refotra refodrefotra |
Ny saiko varimbariana no indro fa misento, te hitroatra, te hanarina, ity teny mamiko, andrianiko. Nopotehina samy imaso, tsy nananana hena-maso ka zary sorisory, tsy ahitan-tory ; nefa mahafaly ny hafa. |
Nisy fikambanana tsy miankina maromaro teo an-toerana niasa teo amin’ny sehatry ny zon’olombelona, saingy vitsy dia vitsy tamin’izy ireo no afaka nihambo ho nahomby sy nahaleo tena. Ny filankevi-pirenena momba ny fanaraha-maso ny fifidianana hatrany no nitarika teo amin’ny sehatry ny fanabeazana olom-pirenena, ary nano... |
Mariah herintaona tat? Aoriana, dia tera-dahy izahay sy i john. Rehefa feno herintaona i mick zanako dia nikasa ny ho at? Madagasikara tamin’izay izahay. Fitiavana mariah na izaho aza anie rija, tsy nanam-po velively, fa hivadika fitia vaovao eo amiko ny fifaneraserako taminao. |
Ny fehezanteny |
Tombana famaranana ny seho iray fanomezana enti-mody. |
L’amifi ankohonana mirindra finaritra |
Ireto fifamalian-drafi-pehezan-teny ireto dia samy ahitana fehezanteny mitovy vahana, mandravon-kevitra. Ny fandravonan-kevitra dia mifandraika amin’ny ataon’ny elanelam- panahy dia ny mandravona. Eo am boalohany izy dia maneho fa tsy tokony hifanaratsy ny mpifanandrina fa efa samy manana ny iasany. |
Amin’ny zaza 1 000 no maty tamin’ny 2009 |
Izaho mba saika angataka aminao ry hasina a! Tamin’ny krismasy teo izahay efa niasa teto foana. Sao dia mba tokony hamonjy ireo fianakavianay izahay androany faran’ny taona? Miverina rahafak’ampitso vita taombaovao. Adala angaha ianao ry mija a! Contrat rahalina sy rahampitso efa nekeko. Volabean’olona efa aty amiko. H... |
Amin’ny olona rehetra manadio fiangonana tahaka ny hita eto amin’ity sary manaraka ity. |
Tsy ny fiantraikan’ny fahoriana eo amin’ny olombelona sy ny fitarainany eo anatrehan’izany ihany akory no nikajian’i samuel ratany ny fampiasany ny vanin’andalana , fa eo ihany koa ny fanehoany ny fitiavany. |
Les objectifs de la croissance économique durable ne peuvent être atteints si l’accès aux ressources et la répartition des coûts et des bénéfices générés restent inéquitables. Les inégalités freinent la croissance et les différences sociales fondées sur le sexe influent sur la répartition des ressources accès et contrô... |
Anisan’ny harena voajanahary hita amin’iny faritra maroantsetra iny ny ranomasina toy ny hita amin’ny faritra sasany eto madagasikara, amin’ny maha nosy ny tanindrazantsika. Tsy misy izay tompony manokana fa misokatra ho an’ny rehetra na tompon-tany na olona avy amin’ny faritra hafa ny ranomasina amin’izay maha voajana... |
Tao anatin’ny taratasy fanomanana akory iretsy mpianatra telo ambiny. Noho izany, izay nanomana ny famelabelarana ihany no naneho ny asa ampahibemaso ny iray mpanonona, ny iray mpanazava. A.2.4. Ny fahadisoana nataon’ny mpianatra teny an-toerana |
Valan-javaboary ankarafantsika |
Richaudeau, op. Cit. Tak.3, sa meilleure position le folio est en haut de la page et dans son coin extérieur. , tak.79 |
Ny alina mainty, ny lala-mangina jere-mampiahotra raha hitany izao dia hody hafaliana handroaka ny tahotra ny ranjony vizana no tsy naharahany na dian’ny mpandeha ny soroko no tehina’zay ifaharany mba ho rehareha. |
Ariary? Ary |
Dia nirona ny masoandro sady lasana dia lasa |
Ny fivoaran’ny isa azon’ny mpianatra sy ny fanamarihana mikasika izany no tiana hisongadina eto eban’isa fanamarihana ny ezaka vitan’ny mpianatra isan’ny mpianatra 04-06 tena ratsy 0 06-08 ratsy 0 08-10 tsy ampy 3 10-12 antonony loatra 21 12-14 antonony 15 14-16 tsara 7 16-18 tena tsara 0 18-20 tena tsara 0 |
Ny fahalianan’ny valin-teny ny fahatsapan’ny mpianatra amin’ny |
Mba hahafahana manatontosa ny fikarohana dia tsy maintsy misy fijerena ny hevitr’ireo mpikaroka samihafa momba ny zavatra kendrena. Noraisinay manokana tamin’izany ny teorian’i edward sapir izay maneho ny fifanohinan’ny teny sy ny kolontsaina ary ny tontolo iainana araka ny teniny hoe ny teny sy ny kolontsaina dia tsy ... |
Nosarahina tamin ny voanteny marihiny ny mpanamarika fotoana, amin ny voanteny aman-tovana -ina -ana ohatra ho lazaina holazaina, no jerena nojerena, no vitaina novitaina mahaleo tena avokoa ny mpisolo tena, tsy misy miraikitra amin ny voanteny fa na mihataka fotsiny na misy faingo mihantona sy tsipi-panohizana raha ao... |
Ny toetoetry ny renifeo sy ny zana-peo |
Faritra manana izay mampiavaka azy imerikanjaka eo amin’ny lafiny ara boajanahary, toy ny toetr’andro, toe- tany, araka ny voalazan’ireo mpanao fikarohana momba ny kaominina ambatomirahavavy drafitra fampandro- soana ny kaominina plan communal du développement pcd tak 20 2. |
Is i k isl ky mot pm. ; r comm , der ! Es b pujs de lrait en avant’ vile! H. T |
Ny fandraharahana eto amin ny firenena no azo lazaina mbola manjavozavo ny fifandaminana. Tsy voafaritra mazava tsara ny vidiny vokatra eto madagasikara, indrindra fa ny any ambanivohitra amin ny tantsaha mpamokatra. Samy mivarotra sy mividy amin ny izay tiany hatao ny mpanangom-bokatra any ambanivohitra ka tsy mahazo ... |
Ravelonahina rakotobe ! Lazao ahy ny marina notantarain’ise an’izy mianaka daholo angaha ny fivoriantsika ? Rakotobe tsy nisy resaka fivoriana mihitsy ny resaka nifanaovanay, fa ny toe-draharaha pôlitika ankapobeny no nitafanay teo. Hafa tsy ny hoe angaha i dokotera raseta namory ireo rehetra fantany fa vonona handromb... |
Tranga matetika fahita eo amin’ny tantsaha, ny fampanaovan’ny ray aman-dreny raharaha be loatra ny zanany ka tsy ahafahany mianatra ny tsy fahampian’ny torohevitra momba ny tokony hanabeazan’ireo ray aman- dreny ny zanany betsaka amin’ireo tanora no manendaka, mamaky trano, tsy mahava- tena, variana amin’ny rendrarendr... |
R- ’ ’ toliara 11 l dinan’ny mandena ? |
Saingy ianao izay niantefany moa nahay nandray azy sa nanao kivazivazy? 124 tsikaritra, araka ireo tononkalo roa ireo, fa rehefa maneho olana ara- pitiavana ihany i ny eja no mampiasa andinin-tononkalo iray misy andalana telo. Fa ankoatra io endrika andininy sy andalana voalaza io, dia tsy latsa-danja koa ny endrika an... |
Izay rehetra izay no tsapa ho nisy fiovana, raha teo amin ny orimbato no nosoritana. Hirosoana manaraka izao ny fifampizahan-toetra na ny mindram- baiavy |
Mamaly izany ran e ao amin’ny niteny leitsy ialahy ka nidera ny mpanoratra teo amin’ny fahasahiana nananany ary namotsipotsitra ny tsy mety ataon’ny mpitondra. |
Fa tsy diso anjara tamin’ny endri panabeazana ireny ny fialam-boly maro samihafa mba hisarihana ny olona ny asabotsy dia fialam- boly sy fanitaran- tsaina amin’ny alalan’ny sary mihetsika sy ny fampisehoana ambony lapihazo avotry ny rafy lah 45 |
Tsy mandehandeha ho azy ny fampiasana ny mpamari-toetra ao amin’ny ompa. Ny fisian’ny mpamari-toetra ao amin’ny fanompana iray no ahalalana ny sokajin’ny olona ompana. Azo atao koa anefa ny manafoana tanteraka na manova izany mpamari-toetra izany amin’ny zavatra hafa. Amin’izay fotoana izay dia lasa iombonan’ny rehetra... |
Ton. 50 ny maharesy fahoriana |
Hoenti-mikojakoja izany tatatra izany. Azo ekena ho vita ny asan’i onn saingy nampitombo ny asan’ny fokontany izy. Ho tsaratsara kokoa raha toa ka niara-niasa tamin’ny kaominina ny tetika asa ary niara-nampivory ny olona izay manana tombontsoa mivantana amin’io tatatra io, niara- nidinika izay zakan’ny fokonolona, izay... |
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.