text stringlengths 10 11k |
|---|
Koa very dia very ny saiko, sakaiza raha rima no ho heno natraiza hatraiza tsy fantatra intsony izay hoe isan-jato fa rima tsy miato 25 no re tato ho ato. |
Hakanton’ ireo singa tsirairay ao amin’ny literatiora sy ny mampiavaka azy amin’ny hafa 13 manamafy ireo i r. Jackobson; faritany fa ny tanjon’ny siansa literera dia tsy ilay resa-be ao amin’ny asa soratra fa ny fijerena ny maha-kanto azy, izany hoe fandinihana ireo singa ao amin’ny asa soratra ka mahatonga iny asa sor... |
Vokatr’ireny dia nitraka ny eja. Tsapany fa tia azy ny fianakaviany, tsy mamela azy ho irery. Ka izany indrindra koa no namoronany ireto tononkalo ireto ho fanehoany ny fitiavany azy ireo koa. Satria tsy vitan’ ny hoe nampitraka azy fotsiny ireny fankaherezana ireny fa mamoha ny talentan’ ity farany ho amin’ny asa fano... |
Hehin’angola vaky |
Fanaparitahana ny boky saika ahitana ireo karazam-boky ireo avokoa ny tranom-boky rehetra misy eo an-toerana. Ny mpianatra anefa tia mamaky boky. Voatery izy ireo mandray sy mamaky ireny boky ireny, rehefa mitobaka eo anatrehany izany. |
Soratana eny amin’ny solaitrabe ny drafitra itondrana ny lesona. Rehefa vita ny fanombanana am-bava, dia arindra, ary raketin’ny mpianatra any anaty kahieny ny lesona azo |
Ny fitsapana endrika iray isehoan’ny tombana, ankoatra ireo voalaza ireo ny fitsapana, izay atao an-tsoratra. Ny mpampianatra a dia nanao izany fitsapam-pahaizana izany, ka toy izao ny endriky ny fanontaniana tao amin’ny td 4 laza adina 1 fanontaniana tsy maintsy valiana isa 6 laza adina 2 isafidianana ny famakafakan-k... |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 141 112 clarisse ratsifandrihamanana , op. , boky i, tak 26 113 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 52 114 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 66 |
Misy amin ireo teny nampiasain ny mpanoratra no tsy mazava tsara ny heviny ankehitriny, raha tsy atao verin-droa. |
Tsy dia mampiasa fehezanteny lasa sy mifamatopatotra40 ny mpanoratra, mba hahamora ny fandrosoan-kevitra ao amin’ ny fampitan-kafatra. Araka ny tenin’ i françois richaudeau, hoe ny fehezanteny fohy, tso-drafitra no mora tadidy, mora ampitana hevitra, mora azo kokoa; noho ny fehezanteny lava sy mifampidipiditra. 41 ohat... |
Etude sur les sources de financement des ong associations |
Seheno fa hitanao tsy soasoa angaha ny fiainako izao? |
Mendrika tsotra, tanora |
Kilasy voalohany pl 8 47 |
Sary 7 voly voaroihazo avo ravina. Loharano rasahondranimaro thérèse |
Ndreto re ’zahay na lahy ireo na vavy ny ankohonankely, ’ndreo ny mpianakavy tojo anao izay sitraka 25 ka dia mankasitraka. |
Mba hahafahana mitrandraka sy miroso amin’ny fandalinana ny tranga fehezin’ny lohateny izay nofidinay dia hozaraina telo lehibe ny asa. |
Ny olona manao hevi-bontolo , araka ny amaritan’ny rakibolana azy dia hevitra lazaina an-terisetra ka tsy maintsy arahina na marina na diso. Tsy mba ahafantarana ny marina tokoa ny miresaka sy miady hevitra amin’ny olona mandroso hevitra toy ireny. Tsy maintsy marina hatrany mantsy ny azy, na inona na inona fandresen-d... |
Ny fitsiky |
Ireo haitsikera ampiharina ato amin’ity asa fikarohana ity |
Araka ny maha mpamaritra anarana ny ile ikala- dia tokony ho anarana no manaraka ireo teny ireo, toy ny hita ao amin’ny hoe ilaikoto, ikalanaivo. Tsy izany anefa ny fomba fiasan’ity mpamaritra ity amin’ny ompa. Tsy ahitana anarana aorian’ny mpamaritra le kala fa miasa monokana sy mahaleo tena izy ireo. |
Tafiditra ao anatin’ny distrikan’antanifotsy, faritr’i vakinankaratra ary faritany mizakatenan’antananarivo ny kaominin’ antsahalava. Eo amin’ny renivohitry ny kaominin’ambohimandroso no miatsinanana ka 10 km miala amin’ny lalam- pirenena fahafito. 48 km avaratra atsinanan’ny renivohitry ny distrika kosa no misy azy. M... |
Cf supra note 102 109 cf supra note 102 |
Raha tsy efa ny kinasa, ka ny fo hangaihay |
Rajemisa r , op, cit, p. 651 |
Source auteur, 2016 |
Loharano thibault, 2006 66. |
Dans quelle circonstance la pratique-t-on ? L’organisation du sport asa tany n’exige pas un moment spécifique, vu sa simplicité à la préparation, on peut toujours le faire durant les fêtes populaires, ou durant les circonstances comme le pâques ou fête nationale. |
Ireo tetikasa vatsin’ny psdr vola |
Ho fehin’ izany dia hita fa liana tamin’ny fiverenana na fikarakarana ny eny ambanivohitra avokoa ireo mpandray anjara teto. Tsy ho vahavahana betsaka intsony ny anton’izany fa ny azo ambara dia ny fahatofohana ny toe-javatra niainana. Ao ny mihevitra fa izany fihetsika izany dia fitaomana ny olona hijery ny tanàna nia... |
Fanamarihana ny tokony hananana hampiasaina isan’andro no nambara etoana eo amin’ny asa iray dia tsy misy anavahana ny maha-lehilahy sy ny maha-vehivavy, mitovy tanteraka ny hery ampiasaina amin’ny asa mitovy. Mitaky vokatra mitovy koa anefa izany fehiny mazava ho azy, araka izao àry, fa tsy tokony hitovy velively ny s... |
Ny fetran’ ny asa |
Natao hanehoana hatairana ihany koa ny ompa. Rehefa misy zavatra tsy nampoizina ka manaitra tampoka na koa rehefa sendra tafintohina dia fanaon’ny olona ny manompa na miantso an’andriamanitra na ny rainy na ny reniny. Ny fiantsoan’ny olona an’andriamanitra na ny rainy na ny reniny dia tsy ompa velively; noho izany, miz... |
Promotion 1 stagiaires broderie couture tissage vannerie corne bois cuir total nombre 11 10 8 9 10 7 5 60 salariés en entreprise 10 9 7 7 9 6 4 52 artisans individuel de ses propres comptes |
Mbola ny famaritan-dranoe hatrany no iaingantsika sy indramina eto. Toy izao no heviny ny amin’ny aingam-panahy ny aingam-panahy dia tsy inona fa tromba nambabo ny fon’ny poeta, ka mahatonga azy hiteny kanto izay mambabo ny hafa 27 ho an’i abel ratsimba kosa ny aingam-panahy dia fahatongavan’ny feo na tononkira ao an-d... |
Ho famintinana ny fizarana voalohany, miavaka amin’ny besinimaro ny marenina noho ny fahavoazana eo amin’ny taovam-pandrenesana. Amin’ny maha olona azy anefa, manan-jo hiaina feno tahaka ny olona rehetra ny marenina. Ny fahatsapana izany no tsy nampisalasala ny misiônera hanorina ny sekoly ho an’ny marenina tao loharan... |
Rocher, 1968, introduction à la sociologie générale l’organisation sociale , ed hmh, paris, tak 13 |
Tsy ahitana afa-tsy sary mainty sy fotsy izay somary manjavozavo ihany fa tsy mazava tsara ao amin’ny boky tsy dia manaitra sy mahasarika ny maso izany endriny izany ny sary anefa araka ny nambaran’i f richaudeau , dia nofidiana mba hanokatra ny lohahevitra tiana hampitaina , hanetsehana ny fahalianan’ny mpianatra na n... |
Ohatra ny literatiora dia fanehoan-kevitra sy fihetseham-po ary fientanam- panahy amin ny fomba kanto lala-rakotoson raolisoa , 1999 7 |
Ho an’ny efapolo taonanao, ry malala |
Ny fahazoan’ny kolontsaina vahiny vahana eto madagasikara ka mahatonga ny firenena ho toy ny mbola tany voazanaka hatrany -ny faharatsian’ny fitantanana na ny lafiny pôlitika, na ny lafiny sôsialy, na ny lafiny toe-karena -ny tsy fahamarinan-toeran’ny pôlitika narahin’ny mpitondra |
Ii-7-1-1 ny fiforonan’ny mpamaritr’isa ireto avy ireo anarana dimy ambin’ny folo enti-mamorona ny isa amin’ny teny malagasy 1 iray na iraika na isa 2 roa 3 telo 4 efatra 5 dimy 6 enina 7 fito 8 valo 9 sivy |
Izany? Tamin’ny ny |
Insérer l’en-tête de l’autorité contractante |
Ny fangatahan’ny hafa mazàna ny mpanoratra no tsy mahavita tononkalo rehefa misy mangataka famoronana noho ny toe-javatra iray tsy mba toy izany i irako ammi saika nahavitany sora-kanto avokoa ireo izay nangataka taminy ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe soava dia miaraka amin’ny tompo izao, dia teraka noho ny fanga... |
Avy indray ianao |
Mémoire de capen, vololonanahary raoelinarivo jemison, ny fomba fampianarana ny ohabolana eo anivon’ny taranja malagasy , decembre 1991 |
Tetsy andanin’izany, dia nikaroka ireo boky sy tahirin-kevitra samihafa ilaina amin’ny fandalinana hatao izahay. Izany moa dia natao tany amin’ny tranomboky toy ny teto amin’ny sekoly, ny tranom-bokim-pirenena, sns. Tsy mora anefa ny manao asa fikarohana fa tsy maintsy misy ireo olana nolalovana. |
Fandanjalanjana ny fifandraisan’ny kolontsaina vahiny sy teratany ho amin’ny fanabeazana indrindra ho an’ny ankizivavy. |
Raha mbola lalaon- dehilahy ny saribakoly, malaza ! Tandremo ry misy fanahy sao babon’ ny fo mbola zaza ! |
Dia nifandimby nanazava teo izaho sy i mino. Ary satria efa nifampitondra toy ny mpirahavavy izy roa, dia tsy nisy nafenina. 177 |
Ny fivoaran’ny fanaovana dokam-barotra miseho amin’ny endrika vaovao mihitsy ny doka ankehitriny. Tsy atao mivantana ohatra ny fanaovana dokam-barotra amin’ireo zava-pisotro misy alikaola, satria, voararan’ny lalàna ny fanaovana izany. Toy izany koa ny amin’ireo zava- mahadomelina toy ny sigara sy paraky. Ny fanentanan... |
Anisan’ny olana eny ambanivohitra ny fahamaroan’ny tanora tsy an’asa. Mijanona aloha loatra amin’ny fianarana mantsy ny ankamaroan’izy ireo noho ny antony samihafa. Hatramin’ny nampiroborobo ny fiompiana ny akoho manatodilava anefa dia maro ireo tanora lahy sy vavy nahazo asa. Hita ho mihena tokoa ny isan’ireo ankizy t... |
Fanovana fomba fiheverana i-5. Antony eo amin’ny lafiny toerana 002 |
Ny teny manan-danja sy ny tarehin- tsoratra tokony hanehoana azy. Tokony hiavaka ny teny manan-danja ao amin’ny lahatsoratra iray ireny mantsy no mitondra ny vontoatin-desona. Koa atao izay hahitan’ny mpianatra azy , mba ho mora voarainy sy ho mora azony. Tsy mba navahan’ny mpamolavola ny boky mihitsy anefa izay teny m... |
Catégories des familles rapport en ceux qui achètent des vêtements quand elles gagnent un peu plus d’argent 20 ceux qui achètent pendant les grandes fêtes 8,57 ceux qui achètent des vêtements quand ceux-ci sont déchirés 40 ceux qui attendent des dons 31,42 |
Ii 1.2 les problèmes rencontrés dans la pratique du planning familial |
Andrianiko ny teniko nefa izao dia tsy afeniko misy koa ny teny hafa 20 ahafahako mitafa ahafahako mivelatra ahafaha-manan a elatra fa mahita firenena afaka manovo harena 25 mifanakalo foto-kevitra |
Asa fampiharana 3 kisary miendrika hazo anehoana ireo lafin-kevitra tokony ho hita anaty fanadihadiana na famakafakana |
Unité monétaire en ariary |
Raha tsorina izay rehetra izay dia hita fa nirona tamin’ny fakan-tahaka avokoa ny toe-tsaina nananan’ny malagasy tamin’ity zana-banim-potoana talohan’ny 1922 ity. Ary mba efa nisy fiovana ve izany toe-tsaina izany taorian’ny raharahan’ny v. V. S sa dia toy ny volan-kakafotra ka ny omaly tsy miova ihany? Ny fanadihadian... |
Bremond c , op, cit, 1966 65-71 accomplissement de la tâche, intervention de l’allié, elimination de l’adversaire, la négociation, l’agression. Rétributions récompense et vengeance |
Horaire hormis pour le bon fonctionnement du centre, l’horaire est aussi un moyen d’inciter, d’apprendre aux stagiaires la ponctualité et l’assiduité. Des sanctions sont donc dispensées à ceux qui ne respectent pas ces règlements. La formation au sein de la cfa est une formation journalière du lundi au vendredi et les ... |
Miandry azy |
Jo andrianasolo |
Eo amin’ny lafiny finoana nisy akony lehibe teo amin’ny finoan-drandriambelonaharisoa ny fitambaran’ny anaran-drainy izay tena anarana malagasy sy ny reniny anaram-bazaha nogasiana ra-samuel sady mpanaja ny fivavahan-drazana malagasy mantsy izy no manara-dia ny finoana kristianina ihany koa. Eo amin’ny finoana nentin-d... |
Avaratra, na avy any atsimo, na andrefana sy atsinanana. Manana fomba tsy lefy laza izay maneho ny maha izy azy sy ny kolontsainy ny malagasy mbola tohiziny izany iray amin’izany ny finoana an’i zanahary izay iraisan’ny olona rehetra. Talohan’ny nahatongavan’ny silamo sy ny kristianina dia efa nino ny malagasy fa misy ... |
Ny karapanondrony ny hanavasavana ny raviny, hahitana ny tahony; ny hanadihadiana ny fotony, hahitana ny fakany, ary ny hamakafakana, hahitana ny fototra maha izy azy. Noho izany, tsara raha fantarina mazava ny fototra maha izy ny mpanoratra. Fa iza marina moa ratsimaholy francinet? Ratsimaholy francinet no anarany. Te... |
Amin ny ankapobeny dia ny teny frantsay no folaky ny maro, indrindra fa ny malagasy. Matetika dia io teny io no fampiasa raha hifanerasera. Ny fiarahana manao zavatra, ny firesahana eny ivelan ny lakilasy, dia amin ny teny frantsay avokoa. Maneho izany fa na dia eo aza ny teny anglisy izay teny iombonana dia mbola miba... |
Ny sokajy u |
Dictionnaire encyclopédique, larousse bordas. 1990. |
Ny endrika isehoan’ny mpiteny ao amin’ny tsy manahy86 ity lahateny ity dia enti-maneho ny fiasan’andriamanitra eo amin’ny fiainan’ny olombelona. Isan’ireo olona mino izany fandraisan’andriamanitra anjara eo amin’ny fiainan’ny olona izay rado ka toy izao indray ny endrika isehoany eto. Ray ô impiry aho no te hivavaka, n... |
Tsara vintana ny olona manam-piadanan-tsaina sy tojo izay iriny, araka ny fiheveran i sahondra azy lazaina fa miadan-tsaina ireo izay nambinina?214 hitako manodidina ahy fa misy olona faly sy toa tsy mba seranin ahiahy akory. Nahoana no mahatonga izany? Tsara vintana ve izy? Vintan- dratsy kosa ary ve no manamafy ny fo... |
Maître de conférences date de soutenance 4 octobre 2018 taona 2018 |
Miavaka amin’ny hafa koa ity taria ity amin’ny maha lahateny azy. Amin’ny ankapobeny aloha dia seho mitantara no mibahan-toerana eto fitantarana ilay nofy izay tohizina amin’ny fitantarana izay mety hanjo an-dranivoaly raha tanterahiny ny faniriany. Seho mandresy lahatra no mamarana ny lahateny. Efa nambara tany aloha ... |
Lohatenin’ny asa fikarohana tari-dalana ho fanatsarana ny fomba famakafakan-kevitra, niainga tamin’izay hita tao amin’ny lycée moderne ampefiloha kilasy faharoa, voalohany, ary famaranana, miaraka amin’ny tolo-kevitra vaovao amin’ny fomba fitrandrahana hevitr’olona isan’ny takila 256 isan’ny fafana 57 isan’ny kisary 7 |
Ahitana asa fampandrosoana 12 ato amin’ity kaominina ity. Misandrahaka amina lafin-javatra maromaro izy ireo, toy ny fiompiana, ny fambolena, ny fampianarana, ny fahasalaman’ny mponina ary ny asa tanana. Ny ankamaroan’ireo asa fampandrosoana ireo dia mamondrona ny herin’ny tantsaha eo amin’ny famokarana, ary mitady lal... |
Dia ny fanamorana ireo karazana fepetra amin’ny fampisamboram-bola sy ny fanomezana lanja ny mpikambana. |
O, ry zandriko any am-pita, zay tsy maty fa matory matoria fa efa vita ’zao ’lay ady mampahory. |
Ny gazety tia tanindrazana dia anisan’ireo gazety nivoaka nandritra ny fotoana nisian’ny krizy ara-pôlitika teto madagasikara. Namoaka ny laharana voalohany izy ny 09 septambra 2009. Araka ny nolazain’andriamatoa rabehaja willy romual, talen’ny fanoratana ao amin’ny vidy varotra, dia natao hitondra ny tenin’olona tsy m... |
Nanatona ilay tovolahy bonaika be, dia nanongilan-tsofina teo anoloany. Mpanompony mahafatra-po i lofo, ka nentiny nanaraka ny diany teny ivohimalaza mihaino aho, tompokovavy! |
Salema, salema, salema e ! Salema, salema, salema e! Tsy maintsy iakaranay jerosalema e! Tanana, tanàna , tanana e! Tanana, tanana, tanana an! |
Folona folompolona |
Mandalo ny aretina rehefa tsy maharitra ny fianjadiany amin ny tenan ny olombelona; vita ao anatin ny telo volana raha be indrindra ny fitsaboana ary tsy miverina intsony ilay valan aretina17 b- ny aretina mitaiza miverimberina amin ny olona iray, mihoatra ny telo volana ny fitsaboana, manova ny toe-tsaina na toe-batan... |
Niasa tao amin’ny trano milina fitotoam-bary i feno saingy tofoky ny asa sy ny fomba amam-panao ka niala sady natahotra ny hahazo kilema tsy satry ao, na zavatra hafa mihitsy koa aza 15. Toko viii |
Na izany aza anefa, fampiasan’i faniry vatosoa koa ny mampivady ngadona maro. |
Ireo famatsiam-bola amin’ny fampianarana |
Ny minisitera tompon’andraikitra no miandraikitra ny famolavolana ny fandaharam-pianarana. Izy no mamory ireo mpampianatra sy mandrindra ny fanatontosana rehetra. Misy lasitra iraisam-pirenena entina mandrafitra ny fadaharam-pianarana. Miainga amin’izany lasitra tokana izany ny fomba fanehoana ny endrika ivelany ny von... |
Izaho aza teo akaikiny tsy naharitra fa niondrika nanontany teny irery ’zany ve tsy fofon-tongotra. |
Ny amin’ny fampifanarahana ny vontoatin-desona amin’ny haabom- pahalalan’ny mpianatra |
Eo amin’ny mponina sy ny tekinisianina matetika ny tsy fahombiazan’ny tetika asa iray dia vokatry ny tsy fahafantaran’ny tekinisianina ny momba ny mponina hampiharany ny tetika asany dia ny zavatra ilain’ny mponina, ny tanjona kendreny, ny fari-pahaizany. |
Un concile du latin concilium, assemblée , ou synode du grec ancien sun-odos chemin commun , est une assemblée d’évêques de l’église catholique romaine ou non ou orthodoxe. Il manifeste une dimension essentielle de toute église chrétienne la synodalité ou organisation hiérarchique du corps en vertu de laquelle les prél... |
Rojo ka iza izao no tenenin-dr? ? Izaho no eto akaiky eto, moa tsy izaho mihitsy no asiana? Haimah tsy miraharaha na inona na inona intsony aho ry rojo a! Efa mifankatia soamantsara izaho sy i sedra malalako! Rojo inona koa no hirarahiako an’izany, miseho milay! Varavarana mikaratoka haimah hita fa ratsy saina! Eissye ... |
Ny anjara toeran’ny namana eo amin’ny fiainana mety ho toy ny solon’ny iray tampo na ny havana banga ny namana, mety ho mpanoro hevitra ihany koa, ary indrindra, fitadiavam-pamonjena amin’ny andro mahaory. |
Amparafaravola 90,0 95,0 95,0 100,0 70,0 10,0 70,0 90,00 andilamena 100,0 62,5 75,0 50,0 0,0 0,0 50,0 100,0 anosibe an’ala 100,0 100,0 10,0 0,0 0,0 0,0 20,0 30,0 moramanga 85,7 100,0 90,5 90,5 14,3 42,9 81,0 38,1 total 93,7 92,4 67,1 65,8 30,4 20,3 62,0 72,2 loharano vpei cream monographie 2009 |
Tsiringa tsiringa lavo e e e tsiringa tsiringa lavo e e e tsiringa tsiringa lavo e e e tahovy amin’ny zinga lava mbara mamo e ! |
Ho toy inona ny fiainako 10 raha toa tsy teo ianao nampianatra ahy hahita ny anoky ny mamy. |
Ny zavatra mitranga eo amin ilay toerana no |
Kazhdan 1991 , patriarchates , vol.3, pp. 1599-1600, le roi reccared affirmait que le saint esprit procédait à la fois du père et du fils |
Ity misy porofo teo anelanelan’ny taona 2002 2006 dia nitombo 35 ny faharisihan’ny tantsaha nividy vata fampielezam-peo sy mampiasa izany13. Afaka mampiasa izany amin-kalalahana ny tompony. Teo ihany koa fahatokisan’ny tantsaha ny fampielezam-peo ratia ka nanokanany ny safidiny hanaraka izany. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.