text
stringlengths
10
11k
Tak 162 68 v. A tak 249 69 regis rajemisa raolison, rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa 1985 70 v. A tak 169
Ny sarinteny hafa mbola maro ireo karazana sarinteny misy, izay ahafahana manangana zavakanto vita amin’ny teny. Misy amin’izy ireny mbola iangalian’ny mpanoratra, anisan’ireny ny hyperbole sy ny interrogation oratoire .
Tondroina ho tontolo voajanahary ny zava-boahary noharin’andriamanitra toy ny rano, ny rivotra, ny zava-maniry isan-karazany ary ny biby amam-borona. Manampy ny olona amin’ny fivelomany izy ireny ka tsy maintsy arovana sy hajaina. Mampahafantatra ny lesoka mila fanarenana eo amin’ny fiaraha-monina ny lahateny voangona ...
Tonga eto izahay mangataka ny hasinareo rehetra fa hisaotra ny omby nivelomanay!
Edition karthala, paris, 390 pages
Razaimalalaniaina mino dorcy augustine, mémoire de capen, cf supra note n 2 251 razaimalalaniaina mino dorcy augustine, mémoire de capen, op cit
Tantara, fandaharam-pianarana ôfisialy, classe de 7 eme.121 tak
Lycée privé lycée technique public lycée technique privé ambatondrazaka 80 73 34 0 amparafaravola 34 27 0 0 andilamena 22 7 0 0 anosibe an’ala 13 0 0 0 moramanga 34 18 32 14 ensemble de la région 183 125 66 14 au niveau national 4,0 3,0
Ny fiarahamonina ankapobeny ny fifandraisan’ny filoham-pokontany amin’ny vahoaka sy ny fifandraisan’ny vahoaka amin’ny zokiolona ary ny fifaneraseran’ny samy mpiaramonina no resahina eto. Endrika roa no isehoan’ny fifandraisan’ny filoham-pokontany amin’ny vahoaka mivantana sy tsy mivantana. Miseho io endriky ny fifandr...
Ny endriky ny matoanteny sy ny fisehon ny olana amin ny fototeny mitsatoka rehefa atao verindroa no resahina ato.
Vkp tak 09 236 ny baiboly, kolosiana 4 18 237 vkp tak 46 238 op tak 116
Toerana misy azy tafiditra ao anatin ny faritra analamanga ny fokontany 67 ha avaratra atsinanana, distrikan antananarivo i, kaominina antananarivo renivohitra, ary eo ambany fiahian ny boriborintany i.
Ny lanjan’ny fanafanana omby eo amin’ny fikajiana ny tontolo iainana araka ny fandalinana izay efa naroso, dia hita fa maneho ny fifandraisan’ny olombelona amin’ny zavaboary hafa ny fanafanana omby. Amin’ny fanafanana omby dia hita fa miankina amina zavaboary maro samihafa ny fiainan’ny olombelona. Hita tao, ohatra, ny...
Ahitar a toeram-pilalaovam-baolina baskety sy baolina kitra ny tokontany. Somary avaratra atsinananana misy ny kianja dominique savio. Manana zaridaina avokoa ny ef trano rehetra. Manamorona tanimbary sy ireo zava-maniry volen ny mpianatra. Manana toeram-pialokalofana izay ravahan ireo hazo kesika natao hipetrapetrahan...
Manaotao foana tahaka an andriamanitra namorona ny voay. Marenin-tsofina ny andriamanitrareo. 384
Fanondroan-takila maneho ny fafana sy ny sary fafana01 maneho ny endriky ny trano fonenana 14 fafana02 maneho ny isan’ny mponina 21 fafana03 maneho ny maneho ny fifangaroan’ny mponina 22 fafana 04 maneho ny sokajina asa misy 24 fafana 05 maneho ny vokatra misy 28 fafana 06 maneho ny jiro ampiasain’ny mponina 33 fafana ...
Lazaina fa mizotra mankany amin’ny fahombiazana kosa ny v. T raha toa ka ireto lafin- javatra ireto no hita taratra ao anatin’ny tantara, araka ny voalazan’i bremond 1966 66- 71 asa tontosa, fanampiana avy amin’ny namana, fanalana ny mpifanandrina, fifanarahana, fanombohana ady, famaliana soa na famaliana faty20. Misy ...
Anio aho faly, satria ianao faly 10 ambarako anefa raha toraky ny omaly aleoko mangina hangina ao anaty
L’appréhension du mouvement associatif nécessite de remonter dans le temps pour comprendre en fait que le phénomène n’est pas nouveau et qu’il prend plusieurs formes. Par ailleurs, le contexte de foisonnement associatif n’est pas expliqué de façon identique dans les différents pays. Qu’est-ce qu’en fait une association...
Ry rahona eny ambony mitambalona mankany ’zany fony ampionony raha sendra ka tomany
Rakibolana efatra no niezahana nijerena ny famaritana ny atao hoe tantara foronina. Mitovitovy avokoa ny famaritan izy ireo izany, fa tsy mifanohitra velively akory. Hojerena tsirairay eto ambany ireo famaritana samy hafa ireo ny rakibolana robert10 dia manambara fa ny tantara foronina dia asa soratra foronin ny tontol...
Le revenu familial auparavant, les situations des groupes cibles étaient très précaires lorsqu’ils vivaient encore dans la pauvreté totale car ces familles luttaient pour survivre. Elles s’adonnaient à différents types d’activités pour gagner de l’argent comme vendre des 9site internet qui sert à faire de recherche.
Manaraka ny mpitantara lalovany
Nanjaka tao amin’ny olona ny fitiavam-bola, ka na tamin’ny fomba maloto aza, dia natao izay hahazoana izany noho ny fahasahiranana. Nitombo isa araka izany ireo nivaro-tena mba hahazoany vola. Hoy ny tononkalo hoe tsy azoko mitantara izany
Tsy nataho-maso-mena intsony ny malagasy taorian’ny fihetsiketsehana nataony voalohany ny 19 mey 1929. Efa vonona hatrany hanohitra hatramin’ny farany ny fanjakazakan’ny vahiny teto amin’ny fireneny ny vahoaka malagasy. Tsaoany tokoa fa mihamangidy isan’andro izao ny fahorian’ny vahoaka malagasy noho ny fitondran-janat...
Matokia ianao ndrematoa, fa izaho hamonjy anao tokoa; matokia! Esory ny ahiahy, aza kivy! Matokia manana ahy.
Razanoelina raolison i. Z analyse semiotique de quelques chansons de brassens et de brel. Mémoire de capen n 48. 1989. 161p
Eo alohan ny zana-peo a
Ressources avantages
Ahafahan’ny mpanoratra manoro hevitra, mibaiko, ary manitsy ny mpandray ny hafatra tokoa, ny fahaizany mampiasa ireo teny fitaovana vitsivitsy ireo. Haingon- dresaka ihany koa moa izy ireny, ka sady manaitra ny sain’ny mpandray hafatra, no manabe azy. Misy paika hafa ihany koa nampiasain’ny mpanoratra dia ny fifidianan...
Naka rabemanantsoa
Ny famahoaka
Vola tena sarobidy be amin-dry zareo tokoa ny zanaka vavy ka tsy maintsy entiny mody any aminy. Rojo tena mitovy amin’ny dadany tokoa i haimah. Mama malahelo azy indray aho! Vola afaka roa andro ry zareo dia ho any comores! Ilay vazaha vadin’i ibrahim koa toa mandray azy tsara. Rojo efa somary lehibe ilay ramatoa e!
Ny haitsikera miompana amin’ny tantaram-piainan’ny mpanoratra no nofidinay hitrandrahana ny asa soratr’i haingo.
Mivady. Mandritra ny fanaovana izany rehetra izany dia efa misy anakavy amin-dreny voatendrin’ny tanàna any ho any mahandro ny antsoina hoe anahandro saotra efa voalaza tary aloha. Rehefa masaka ny anahandro saotra dia voarina loarana atao 12 lamba a lambanan-dravina , tsy azo anampiana, tsy azo angalana io, ka ny enin...
Fafana 3 isan’ny mponina
Ny fanatanjahan-tena sy ny fialam-boliny azo lazaina fa mifameno ihany ny fanatanjahan-tena sy ny fialam-boly mitaiza ny saina sy ny vatana, mamolavola ny toetra amam-pihetsika. Voalaza fa ny fialam-boly dia fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa. 24 araka izany, ilaina n...
Teny fisaorana
Famotopotorana ny fikarohana
Araka ny ilazan i grawitz azy, ny lahatsoratra dia fomba fandaminana manokana izay tokony hodinihina ka taterina araka ny sehatra niforonany 14. 1990 345 ny lahatsoratra izany dia miainga hatrany amin ny sehatra namoronana azy ary dinihina araka ny fomba manokana nandaminana azy. Eo amin ny lafiny pragmatika, ny lahats...
Ranaivo p tolom-panafahana ho an’ny fahaleovan-tenan’i 1977 madagasikara 1902-1962. Imprimerie genèvoise xiii. Genève. 136 tak.
Hommes la sainteté et la douceur de la loi qui unit l’amour mutuel des époux à leur coopération à j’amour de dieu auteur de la vie humaine.
Fanamarihana azo heverina araka izany, fa fianakaviana iray ny olon’ny orinasa, misy fifankatiavana sy fifampitokisana ary fifampitsimbinana eo amin’ny mpampiasa sy ny mpiasa. Antoka lehibe mitondra any amin’ny fahombiazana ny kolontsaina voizina sy ny fanabeazana omen’ny mpiandraikitra ny orinasa. Ary ny asa landy dia...
Sandratra? I j. ’ fo vv c. V l, , , , i. O. 1 0. K, e; , ; , , , ; i6y. L. Cw. T ’-e ’. T0j- l? , , a. , t.2 ca. , ji 1’ l p ’ ! F c. ; , , s,0,1 , x4 .1’. L, t f. , ; 4. Ll hs ti jld. ? I. J yl. L ’ y’ , ’y p. , f, !1v. T t’. Z. ’x i’ tn ; j.5 ’ .1 ’’1-’ a. T ; ’ ’ -,1. ’ .1, l ’1 fh ’, ’ -f , 3. Lnona no hitanao fa m...
Ireo rakibolana sy dikisiônera 1993
Régis rajemisa raolison, efa voalaza, tak 701
Sôva momba ny vato 34 vaky ny sôva momba ny vato. Tseriky izaho nahita vato. Mibidôko amoron-dalana tsy manôntany sahabo. Vato tsy mitômbo manjary alagnana. Farany tsy mitômbo manjary vôvoka. Vato mitômbo loatra manjary laitry. Izany folo tagno an-drano tsy mety lô. Mipetraka anaty rano ela manjary maintigny. Malamatra...
Antony iray lehibe mahatonga ny mponina hazoto amin’ny fanaovam- bakisiny ny biby fiompy ny firongatry ny aretin’ny biby fiompy ankehitriny, toy ny habokana, ny saribao, ny bilarzioza ho an’ny omby; ny ramoletaka, ny peste porcine ho an’ny kisoa ary ny barika sy ny pesta ho an’ny akoho amam-borona. Marihina moa fa vete...
Havia haviavia haviana
Nentim-paharazana ireo ary
Dimampolo taona koa zera baomba tora-bato. Nifandimbindimby teto. Eny! Tsy mba nisy fitondrana feno tsiky ady, ratra, faty. Foana kilema, sento. Dia misaona.
Ny fiainana dia feno fahatsiarovana, ka mamohafoha embona sy hanina lalandava ao am-pon’ny olona. Mifandray tendro amin’izany indrindra ny asa fanabeazana, fifaneraseran’ny mpanabe sy beazaina; koa rehefa tonga amin’ny fotoana tsy maintsy isarahana, samy any amin’ny toerana misy azy avy dia velona ny fahatsiarovana. Iz...
Araka io zava-misy hitantsika amin’ny fafana io dia mitombo arakaraka ny sokajin-taonan’ny akoho ny habetsahan’ny rano tokony hosotroany. Raha tsy ara-dalàna izany dia misy fiantraikany amin’ny fahasalamany.
Indraimbava
Ny vahona voatelina. Anio ianao mibanjina 20 hitelina voamandina!
Dinihina ato amin’ity zana-pizarana farany amin’ny fizarana fahatelo ity ny fipetraky ny fifamaliam-peon’ny teny maanjan, indonezianina ary swahili amin’ny teny malagasy. Ny
Ny miralenta sy ny fiangonana tany am-piandohana
Des graines, le cardinal prend pour nourrir ses petits, les hommes en colère discutent c’est à moi dit le cardinal à moi disent les hommes. Ils montent chez dieu, l’homme dit seigneur, celui-ci prend mon riz non dit le cardinal c’est moi son propriétaire dieu dit le cardinal a mangé d’abord la fait est que le riz a été...
Na izany aza, tsy maintsy novahana ny olana mba hahavitan’ny fanadihadiana an-tsakany sy an-davany. Ireto manaraka ireto no vahaolana natao ny vahaolana naroso nanoloana ny olana teo amin’ny fotoana fanatanterahana ny fomba dia toy izao no vahaolana nataonay niangavy ankohonana vitsivitsy izahay mba hahafahanay manatri...
Ii-1-1 son cadre géographique ii-1-1-1 traits caractéristiques a délimitation la commune rurale première catégorie de manjakandriana se trouve dans le farintany d’antananarivo, dans la partie orientale de la région d’analamanga sur la rn2 et traversé par le tce. Situé à 48km de la capitale, la sous préfecture est délim...
Rantabe rantabe maloky-mpamira-fmr itenina fmlt-lovasoa tampolo fmt mahasoa mondrazy rantohely opera-flmr
Ny fihetsikareo, dia ao ireo razana
Ny voambolana avy amin’ny tontolo malagasy ankehitriny vanim-potoana nampanjakana ny fanalalahana ity vanim-potoana 1991-1995 ity. Koa tsy ny fananganana antoko pôlitika ihany no nahazo fahafahana, fa ny sarambabem-bahoaka tsy an-kanavaka. Nalalaka ny fanehoan-kevitra. Ao anatin’io sarambabem-bahoaka io ny mpanoratra. ...
Ny toetranao miavaka. Tsy mba boky iray na roa no niraketako izany; fa ny foko no ifaharany tsy aman-taona ihany koa, 30 fa minitra vitsy ihany no fotoana nivelarany.
Bema tsara leitsy iny hira noforon ialahy iny
Atahorana dia sao hiova ho ratsy sy tsy mahasoa antsika izany, araka ny efa hitahita taratra amin’izao vaninandro izao. Koa dia andraikitry ny fanabeazana sy ny fampianarana no manetsika ny fahatongavan-tsain’ny tanora sy manitsy dieny mialoha ny famindran’ny ankizy. Tsapa fa ny tsy fahafenoan’ny fahafehezana ny teny r...
Boky mirakitra
Arachides tabac canne à sucre cafe ambohitrandriamanitra 30 8 merinkanjaka liadanandriana ambohitrolomahitsy 12.75 0.75 25.5 anjepy 0.15 ambohitrony
Inspektera ngarangara maso, menamena volo, menamena tendron’orona, feno pentipentina ny endriny v. A. , tak.201
Nisongadina tokoa ny fiainam-pahazazana sy ny fahatanoran’i hajaina noho ireo fomba nitaizana sy nanabeazana azy teo anivon’ny ankohonany. Nanampy izany koa ny finoana narahiny izay nikolokolo ny ara-panahiny. 1-1-2-1 ny fomba nitaizana sy nanabeazana azy
Ny faharavam-pitiavana
Rimbona ny aiko raha marary ny masina aminao no lalaiko izao ny antony ? Satria mivady ny fitia !
Mesure d’accompagnement
Dubois h. 1938 monographie des betsileo, paris institut d’ethnologie, musée de l’homme, 1510p.
Ny fankatoavana ny lalàn’ ny fiarahamonina
Nombre d’élèves filles
Ravorona irony, iny izy ento misidina ambony manaraka anao fa tsy tantiny intsony ny velona eto ianjadiam-pahoriana mijaly toy izao
Laha avy i y hoy nareo tôna itoy, ny 03 martsa, andro alahady io andro io; tsy nisy olo ndre raika tan-dra o tao f’ingahibe raika mandy. Dje raha fataony zay, izy olo tsy dzemba miala an-tanà a loatra. Ndre asa io efa tsy ataony koa. Zay lahateo ny hafatry ny dokotera.
Amin’ ny maha tantara foronina ny vakivakim-piainana, dia lahatsoratra tsy mirindra arahina fifamalian-dresaka no mandrafitra azy. Manana ny fomba fanehoany hevitra manokana anefa ny mpanoratra, raha ny endri-pehezanteny no dinihina. Hotsongaina amin’ ireny ny fampiasany mari-piatoana, sy ny fametrahany ny voambolana a...
Mamolavola fitsipika ifehezana na dina momba ny famatsiana rano.
Hatramin’ny taona 2000 dia tompon’antoka miaraka amin’ny zezoita ihany koa ny fikambanan-drelijiozy asompsionista eo amin’ny fiandraiketana ny gazety.
Balsamo, ao amin’ny tantara nosoratany dia mitantara momba ny ady sy ny herisetra, ady izay nanomboka tamin’ny fikorontanan’ny taona 1789 46 tsy nampiasaina intsony tato amin’ity tantara ity ny teny hoe mpitily na espion sy ny fitsikilovana na espionnage tsy nisy intsony teto ny fitantarana momba ny fahaizana miady. Vo...
Nisedra olana momba ny fizahan-tany mamoafady amin’ny zaza tsy ampy taona ny tanàna amoron-tsiraka toa an’i toamasina, nosy be, diego suarez, majunga ary antananarivo renivohitra.
Aiza ny vola? Hoy ny fitreron’ny iray tamin’ireto andian’olona. Tsy namaly i beza fa ny masony fotsiny no napitrapitrany te hangataka fangorahana sy famindrampo! Ho inona amin’ny olona efa maty eritreritra moa izay maso mipitrapitra, na manganohana? Ny vola aman-karena ihany no efa vita sokitra ao anatin’ny atidohany n...
Ny fompotra
Randriamanantsilavo seth mpampianatra mpikaroka ao amin’ny e. N. S in tari-dresaka lesona question de littérature malgache moderne , 23.04.08 64 p zumthor l’introduction à la poésie orale l’oralité implique tout ce qui, en nous, s’adresse à l’autre fut un geste muet, un regard.
Takatra amorom-parihy aho, tsy matory fa mierim-panahy.
Adéquat ; et à prévoir dans un deuxième temps l’amélioration éventuelle de la fonction d’audit interne pour réduire le coût de l’audit externe et avoir de performance suffisante. Nous avons choisi le cas de la salfa pour les raisons suivantes premièrement vu le caractère social et humanitaire de ses activités qui visen...
Fanazavana 1 karazam-boasarimakirana 2 maimay 3 mandà 4 karazan-kazo malailay 5 miala aminrny fijajiriana
Raheliarimalala constance, ny fitiavana tarafina ao amin’ny asa soratry rabenja salomon, décembre 1996, mémoire de capen
Niendaka avy amin’ny fironana teo aloha ny literatiora madinika. Noho izany, misy toetra iraisana amin’ny literatiora rehetra hita ao amin’ny tononkalo ihany. Ireto no azo ambara amin’izany tonokalo mirindra, tononkalo malala-drafitra ampahany. A tononkalo mirindra nirona betsaka tamin’ny tononkalo mirindra ny mpanorat...
Famaritana ara-piforonan-teny arahina fandalinana sy adihevitra ary fampitahana.
Mitaraina ny tany, tak 85 88 cressot m , le style et ses techniques toute exteriorisation de la pensée qu’elle se fasse par la parole au moyen de l’écriture est un processus subjectif et rhétorique destiné à agir sur le destinataire
Modnroit d’apprendre by robert prouty
Ny tsara ho fantatra 1.1. Andram-pamaritana ny gazetin-tsekoly 1.2. Ireo fahaiza-manao trandrahina amin’ny famoronana azy. 1.1.1. Ny fahaiza-manao ankapobeny a famolavolana ny maha izy azy ny mpianatra b faniriana hahalala sy fitiavana hianatra c fampiarahamonina sy fihainoana ny hafa d fahafehezana ireo fomba fiasa is...
Dia indro fa atao daholo rehefa mety ho fingampingana tsy hahafahana miroso hahatratrarana ny dingana.
Ny vatican, no foiben’ny fiangonana katôlika apôsitôlika rômanina eran’izao tontolo izao. Ao amin’io trano lehibe io no hamolavolana ny didy aman-dalàna ary ny fitsipika mifehy ny fiangonana katôlika tsirairay.
Amin’ny roa alina izao, miditra alan-drofia maizimaizina be ihany, fa tsy maninteraka ny taratry ny diavolana. V. A. Tak67 ? Ireo zava-maniry ireo dia isan’ny hamantarana ny any amin’ny faritra avaratra andrefan’ny nosy iny. Toa hita sary an-tsaina ny endrikendrik’izy ireo ao amin’ny tanàna.
Fitaovana azy ny dis telo aty itasy mpampiasa omby be indrindra. Maro ny sehatra azo hitrandrahana izany toy ny asa aman-draharaha eny an-tsaha ampiasaina ny famadihana ny mpiasa, tanimbary, mitaona ny vokatra miaraka am sarety hiakatra an-tanàna, maka kitay ny asa aman-draharaha an- tanàna ireo kojakoja i-trano, mitat...
Toy ny mihontsam-bava avy misakafo, tsy naloto akory sakafo natao tao , fa izy aza natelina saingy izany no fomba fanao. 52 un bon arrangement vaut mieux qu’un bon procès