text stringlengths 10 11k |
|---|
Fandaharan-teny notrandrahana manokana tamin’izany ny momba ireo mari-piatoana eo amin’ny an- tsoratra, ny voambolana sy ny lafiny fifehezanteny, ny lokom-pilazana hoenti- mandresy lahatra sy ny fampiasana fitenin-drazana fanampin’izany ny fanehoana ny anjara asan’ny karazan-dahateny hafa fanazavana, fampahalalana, fan... |
Ve dia mbola ho velona? . |
Aiza ianao no hahita vola hividianana kisoa? Izay mba hitanao rehetra, hevi-dravina avokoa! -marina tokoa ny anao, hevi-diso ny ahy iny, vonoy ary aloha ny jiro, aoka re mba tsy ho tsiny! |
Tompon andraikitra ambony ao amin ny fiangonana misy azy ny ray aman-drenin i sahondra. Tsongoin olom-bolo eo amin ny fiarahamonina ihany koa izy ireo. Fanalam-baraka ho azy mivady ny zaza tao an-kibon- janany. Raha vao fantany izany toe-javatra izany, dia tsy navelany nianatra intsony i sahondra, ary tsy nahazo nivoak... |
Koto fa angaha niasa be mihitsy? |
Fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafiana toetran’ny anoharana ny oharina amin’ity karazana fanovana endri-javatra ity, dia tsy eo ny anoharana, fa ny oharina kosa no eo. Izany hoe tsy voalaza ao anatin’ilay fehezan-teny ny anoharana, fa toetra iray ao aminy no eo, ka atafy ny oharina. Maromaro ny tononkalo mane... |
Fari- panonona |
Mpaka sary zanamasy |
Ohatra fadio ny misambotra bitro roa eo amin’ny fiainana . |
Toy ny hita ao amin’ny tononkalo hoe soratra hoe! V. A tak.73 fampitan-kafatra fampitana lafatra fampitana rindra teny soa indrindra hevitra lazaina fo iray zaraina fanahy tanisaina tena savolaina embona sy tsiaro hasarotam-piaro aretina ao an-doha hadalan’ny fo |
Gasy indray tsy dia mila fikarakarana betsaka ka izany no ahafahan’ny olona amin’ny sokajin-taona rehetra miompy azy. |
Mitia sy mikolo ny harentsaina malagasy ary manaja ny an’ny hafa; |
Supra note n 10 81 c. Supra note n 10 |
Misaotra mialoha, ry tompo ray tsitoha izay no vavakay sy ilay tahirintsoa. |
Lisitry ny kisary |
Tokony hisy ihany koa taranja hampitiavana ny mpianatra an’i madagasikara. Ohatra fanehoana fa tsara ny moron-tsiraka, fampahafantarana fa manana harena an-kibon’ny tany, toy ny hita any ilakaka sy ambatovy, fampahalalana ny biby sy zavamaniry tsy hita any amin’ny firenen-kafa, fanasongadinana ny hatsaran’ny toetrandro... |
Roa zafindramahary sy zafimbazaha nifindra nankany imerimandroso tamin’ny andron’andrianampoinimerina26. Cf randriamamonjy. F. , tantaran’i madagasikara isam-paritra, pp 449-460 tsy ireo ihany no nanao ny fikarohana momba ny sihanaka sy ny niforonany fa ampahany fotsiny ireo noresahina ireo. Indro aseho kosa ny fikaroh... |
Liva tovolahy manampy an’i prisca eo amin’ny famakiam-boky. Naharaiki-pitia an’i todisoa. Lava izy sady be velarana ny sorony. Lehibe loatra migolobalobaka ny patalohany miborotsaka amin’ny fitombenany tak.109 mama kaokao vazaha vavy nividy zavatra ho azy telo mianadahy tao amina mpivarotra iray fotsy ny hodiny. Fohy n... |
Rodis lewis g. 1961 robbe grillet a. 1963 sainte-beuve 1958 sainte-beuve 1964 |
Di. Teo amin’ny tontolon’ny teatra |
Ireo ohatra ireo dia noraisina avy amin’ny tenin-jatovo avokoa, izany hoe ny tanora ihany matetika no tena mampiasa azy ireo entina amborahana fitiavana. Amin’ity manaraka ity ihany koa dia ny tenin-jatovo ihany no hazavaina saingy tsy teny hitoriana fitiavana fitiavana intsony fa teny ilazana ny fahazahoana olon-tiana... |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 8 333 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 8 334 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 8 |
Toy izao raha atao kisary |
Mahasolo azy. Ambarany mihitsy aza ao amin’ny tononkalo fa hoe fatratra indrindra tokony ho tsapan’ny zanaka izay fitiavana omen’ny reny azy izay ka handrindrany ny fihetsika ataony sy handanjalanjany izany fa tsy hanao izay hampalahelo sy hampatezitra ny fony. Tsy vitan’izay ihany ny anjara asa iandraiketan’ny reny ma... |
Est ce que vous possédez déjà des associations sportives ou encore des associations de vulgarisation ? Chez nous, l’association fait toujours des efforts pour son épanouissement vers les autres communes et c’est après que nous allons fonder des clubs sportifs dans toutes les communes existant dans notre préfecture. |
Un manuel de procédure est un outil très indispensable pour la gestion d’une organisation. Il sert d’instrument à la prévention et à la détection des fraudes au sein de l’organisation. Il renferme les indications menant à la bonne santé de l’organisation à condition qu’il est méticuleusement appliqué et respecté. Comme... |
Ny havana manana trano sokera imasom-bahoaka vao haderadera, raha ohatra anefa tsy manan-kialofana, na hoe mba miseho aza, totototofana |
Fa nazovy na zovy tsarovy e! Manam-bola sy be voninahitra samy nofo ka hody ho vovoka ka ho levona hody amin’ny tany i! E! Sns |
Observation participante l’importance de faire à chaque occasion une observation participante est primordiale dans les travaux de recherche pour obtenir les renseignements nécessaires à notre étude. Selon ce procédé, nous avons recueilli les informations en participant à la vie du milieu. A chaque descente sur le lieu,... |
Ny endriky ny sekoly manana tany 43, 65 ha ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana ambinda. Ny 11ha, manodidina ny trano fianarana, dia fanaovana andrana fampiharana amin’ny fambolena. Toerana azo ambolena kosa ny 32, 65 ha, saingy miandry ny fanampian’ireo malala-tanana. Efa misy mantsy ny vinavinam- pananta... |
Ny tononkalo ahitana andininy tsy mitovy ny isan’ny andalany. |
Normes moyens conditions de realisation |
Aprily 2004 ratsimaholy francinet nivoaka gazety tribune 24 aprily 2004 |
Ny rafi-pisainana malagasy tarafina amin’ny fiainany 54 29. Ny hasin’ny tanindrazana sy ny fahefana amam-pitondrana 56 30. Ny isan’ny mpianatra isan’ambaratonga 58 31. Ny isan’ny mpandraharaha isan-tsokajiny 59 32. Ny vola enti-mampihodina ny sekoly 60 33. Ny fandaniana ataon’ny sekoly 60 34. Ny mombamomban’ny mpampian... |
Ny fivelarany |
Riketa raiketa |
Niarahany nanao tamin’ ny sampan- draharaha misahana ny biby ao an- toerana veternaire , 2007 |
Andry koa narisika rahateo. Eny tsy misy fihambahambana no nasetriny ny fanendrena azy hianady indray any amin’ny tsy tia mainty . |
Amin’ny ankapobehany, ny prôtestanta rehetra dia manaiky ireto teboka lehibe momba ny famonjena eto ambany ireto sola gratia amin ny alalan ny fahasoavan ’andriamanitra tsy mendrika hahazo famonjena avy amin andriamanitra ny olombelona fa omeny azy maimaim-poana fotsiny izany noho ny fitiavany azy. Izay no mahatonga ny... |
Famintinana |
Fafana 1 fampitahana ny tantara foronina amin’ny literatiora hafa |
Saika voalaza ao avokoa na ny zava-misy eto madagasikara na ny any ivelany, araka ny vanim-potoana nisehoany. ? Ny sehatry ny kolon-tsaina samy nahazo ny anjara toerany na ny literatiora na ny riba. |
Antananarivo mody masoandro, e. D. A tak 9-12 , tak 149-150 |
Ny famantarana ny sandan ny mari-piatoana samihafa ao anaty lahateny dia manampy betsaka amin ny fanakarana sy fikarohan-kevitra ka izany no maha tsara ny fananana paikady ahazoana mandinika azy ireo. Nafototra amin ny fomba firafiny amin ny fehezanteny ny fitadiavana izany sanda izany eto ka azo sokajiana roa miavaka ... |
Fizarana iii tsikera ny zava-misy sy soso-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana |
Na feo mivatravatra, na hirta mitaraina 10 dia samy manavanana sy hain’ny marotaina ; ny feo miangolangola, ny siaka lavareny dia samy henonao ventesin’izy ireny. |
Nentina nanomanana ny fanaovana tatitra vaky boky. Ireto avy izany fanontaniana izany. |
Ahitana izany ihany koa ny hita ao amin’ny tantara poizina nieritreritra ny hiaina finaritra i mialy sy rasedy rehefa avy namono an’i meva; tsy izany anefa ny zava-niseho fa fantatry ny mpitandro filaminana ny marina. Higadra mandra-pahafaty izy roa kao m is e ra randria dia tena nahery hatraiza loatra ny herin’ny fiti... |
Nikoloany tsikelikely ny sain ny ankizy. Ny tanora sy ny lehibe dia mampiady hainteny sy ohabolana no nibeazany. Teo amin ny ara-batana indray dia ireo lalao vokatry ny tany toy ny fanenjika sy ny hazakazaka no nibeazany. Ary farany ny ara-panahy, dia ny fampahafantarana ny fanao sy ny tsy fanao, ny zava-masina sy ny m... |
Ny andraikitrao ? Aza iandrasana ny hafa, ataovy filamatra ny toetry ny angely ny eo am-baravarany samy mamafa ! Soa fianatra koa ny zara asan-tantely ! |
Eo ny aina hikoriana, |
Teny fisaorana |
Tak.77, and.1, and.2 136 dico psycho, juillet 2009 |
Tamin’ireo karazan-dinika efa hita dia ny seho mirakitra fifanohinana no ifotoran’ny fandinihana rehefa hofakafakaina ny votoatiny, izany hoe ny zava-kendrena amin’ny dinika. Eto kosa dia ny dinika iray manontolo no indray banjinina satria fomba fijery hafa no ampiasaina noho izy mirakitra ady hevitra ifanandrinan’olon... |
Ato no hamalian’ny mpanoratra ny valin’ireo olana teny amin’ny fampidirana sy hanolorany ny hafatra aman’anatra ho an’ny mpihaino. Horesahana tsirairay izany ireo, ka ny ho jerena voalohany dia ny momba ireo olana. Tsara ny mampahatsiahy fa olana telo no hitantsika teny ampiandohana, izay hiandrasana valiny dia ny tsy ... |
Tout ce qui, dans les moyens modernes de communication sociale, porte à l’excitation des sens, au dérèglement des m urs, comme aussi toute forme de pornographie ou de spectacles licencieux, doit provoquer la franche et unanime réaction de toutes les personnes soucieuses du progrès de la civilisation et de la défense de... |
Ahoana ny fahitanao ny fomba fanehoan-kevitra. Inona no mety rnahatonga izany? Ary ny tombony entiny eo amin’oy mpamaky? |
Livre ii ahitana toko telo ambin ny folo |
Amin’ny haitenin-dahateny, dia ny mason-tsivana mamaritra ny maha lahatsoratra ny akora dinihina no jerena. Azo fintinana amin’ny lafin-javatra roa izany ny fikaonana eo amin’ny lafiny hevitra ary ny fikaonana eo amin’ny lafiny endrika. Hovahavahana mifanesy eto ny momba an’ireo. 1.3.2.1. Ny fikaonana eo amin’ny lafiny... |
Tontosa hatramin’ny farany izao asa fikarohana notanterahinay izao, noho ny fitahiana sy ny fahasoavana avy amin’ilay nahary tongotra aman-tanana antsika. Mendrika azy araka izany ny tolorana fisaorana voalohany indrindra. Fisaorana sy fankasitrahana feno ihany koa no atolotray anao andriamatoa filoha, ratrema william.... |
Ny hevitry ny tamberin-javatra dia ny fanamafisan-kevitra. Azo iaingana tsara noho izany ity sarin-teny ity raha hanokatra ady hevitra. Eto dia manolotra hevitra iray izay mitombina tokoa ny mpiteny ka ao amin’izany no ilalaovany ny tamberin-javatra mba handetehana ao an-tsain’ny iresahana ilay hafatra ampitaina. |
Aza kivy minoa ka mijoroa ry mainty hoditra mijaly any andro iray, izay mbola hampifaly herezo hatrany hatrany ny tolona fa hivaly indray andro any, rehefa miezaka ianao! Io toetra mpamorona tonokalo io dia taratra any amin’ny a. P hanehoana hevitra |
Teo anivon’ny sekoly |
Tsy vitan’izany ihany fa ao ireo olona izay mampiasa sarin-teny mifanohitra amin’ny tian-kambara mba hanehoana ny fihetseham-po noho ny trangan-javatra miseho, izany hoe teny izay manambony ilay olona no tenenina kanefa maneso azy. Noho izany, mihoatra lavitra ny antiphrase ny ironie satria ao tokoa ny hevitra mifanohi... |
Feom-baliha 1937 |
Horaka horakoraka horahana |
Ny olana amin’ny fanabeazana ara-pahasalamana |
Les actes de langages, essais de philosophie de langage, herman, coll. Savoir, paris. 264 tak. Todorov, t. |
Ho maitso famololona |
Ny habaka misy ny mpanoratra |
Ny deiktika |
Ny voambolana notakarina avy amin’ny baiboly |
Mibahan-toerana ny finoana kristianina |
Ny sôva na miendrika kilalaon-teny ohatra sôva momba ny angindim-be vaky ny sôva momba ny halikapitera vaky ny sôva momba ny angidim-be. Biby soa, biby manaitra. Biby kanto fa biby miavona. Be maso hitazanana lavitra mahatsinjo ny vazan’ny tany. |
Mba maro mpaniry ny fanambadiana, fa ao no anovozana fahasambarana; tanteraka manko ny zava-nirina tratra ny tanjona hoe hiadanana |
Ny fiaraha-miasa amin’ireo sehatra ireo dia mila tetika sy serasera matotra mba hanatanterahana izany. Ho jerena ato anatin’ity fanadihadihana ity ny fomba hifandraisan’ny infor amin’ny sehatra mitady azy. |
Ankoatra izany, tsy dia ny hirifiry ara-batana loatra no tena nomena lanja eo amin’ny fanatontosana izao fomba hafakely nentina nampijaliana ny mpifonja izao fa ny fanahy sy ny saina mihitsy no tsindriana ka ampitoviana amin’ny biby eto nisy hafa koa , izay feno ny kabine ka manosy diky ny miditra ao ary manorika hatra... |
Ts im anato rainib oz aka ts im anato tsara izany e! Fa tsy nanenenana aloha iny bizina indray m andeha iny na dia somary m azam azana aza e! Nahazoantsika sôsy be ihany! Nivoaka gazety sahady anie le sy ilay izy e! |
Lasalasa ny vinany finarinaritra aoka izany 4. Izany any an-tampony any ny aina very nody ihany ka nony azo lahy ny aina toa lasa kosa indray ny saina |
Ny fanehoana mazava amin’ny mpianatra ireo lafin-javatra tena notombanana taminy nampahafantatra mazava ny mpianany ireo lafin-javatra tena notombanany tamin’ny fitsapa-pahaizana ny mpampianatra d sy e. Niharihary tamin’ny alalan’ireo fitsinjaran’isa nasehony tao anaty taratasim-panadinan’ny mpianatra izany. Zava- dehi... |
Fofon’ain’ireo vato, natsanganao kiady, dorehitr’ireo afo narosonao ka hamindron’izato saina ampoky ny onja onja mihararetra, hanavatsava lanitra amin’izato takariva fifin’ny masoandro mody. Hamisavisa irery ianao amin’izay kobonin’ny andro ho avy tanjak’onja mifanesy, mifanjohy toa ranolava nanafotra ny tenanao sy ham... |
Ny vanim-potoana fotoanan’ny saritsarim-pahaleovantena fampiharana ny lesona |
Ny zava-misy ankehitriny eo anivon’ny fiangonana ny toetra tia fihavanana, izay efa nisy teo amin’ny malagasy ihany no notrandrahan’ireo mpitondra fivavahana, ka nisintonany ny sain’ireo kristianina mba hanao asa tsara, asa atao amin’ny fitiavana fa tsy misy teritery. Nampianariny hatrany ireo mpino kristianina mba hah... |
Izany fihetsiketsehan-dry randriants mianakavy fahiny iky! Nambinina tamin’ny hoditra, nahavoa tamin’ny mangahazo maina. Izany izy miakatra any iarivo e! Ny complet anaovana anio, tsy entina ny ampitso. Ny sigara vao trohina inefatra na indimy dia ariana. Vola taratasy mille francs no avalona telozoro atao pochette. Ny... |
Izaho sy ianao nifampijery, mifampitady tsy an-tery amin’iny volana iny mampifoha ireo fahiny ! Iezahantsika ankehitriny ny higoka indray ny finy iny volan-tsinana iny ! 01 09 88 |
Manana ny ny heviny sy ny fomba fanehoan-keviny ny ohabolana mikasika izany hojerena manaraka eto avy izany. Mampiseho ny fisian’ny ratsy sy ny tsara amin’ny alalan’ny fanovana endri- javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy anoharana ihany no anehoany ny heviny. Ka hoy izy ao amin’ny ohabolana 10 20 volafots... |
Amin’ny alalan’ny kisary toy ny tohatra no hitadiavana na hitsinjovana izay tena mahasambatra. Toa samy ahitana ny tsara sy mahafinaritra avokoa ireo tovovavy ka samy tiana ho an’ny tena. |
Sombiny ihany |
Anaran-tanàna |
Efa maty vady ramavo. Telo mianadahy no zanany. Maty noho ny fitiavan- tanindrazana ny rain’izy telo mianadahy. Nandimby an-drainy i joro. Manana fikambanana miafina izy ireo. Tanora ny ankamaroan’ny mpikambana ary nivoady fa hanavotra sy hanafaka an’i madagasikara eo ambany vahohon’ny mpanjana-tany. Indray andro nanom... |
Olana mianjady amin’ny tantsaha ny aretina mpahazo ny biby fiompy toy ny |
Drafitry ny lesona tao anatin’ny seho iray i. Famaritana ny hasina ny tany ny tanindrazana -hasin’ny tanindrazana ii. Fandalinana ny hasin’ny tanindrazana -ny fiaviany -ny loharanony -ny endrika isehoany -ny endrika fanomezan-kasina ny tanindrazana isehoan’ny hasin’ny tsirairay 3. Ny toerana sy ny zava-manan-kasina |
Quels sont les avantages d’être membre de l’association ? |
Amin’izany ny mpiara-monina sy ny mpiray fiangonana, tsy namela irery fa tonga marobe ankehitriny. |
Takatry ny sarambaben’ny olona an, tonga dia miala ny tsena avy hatrany. Asiana mpanara-maso sy mpanenjika mpangalatra eny an-tsena. Arovana koa anefa ny mpivarotra mba hahazoany tombony be, ka ny tetika amin’izay dia manao tsipaipaika ny mpivarotra rehetra; hain’ialahy ve ny hoe tsipaipaika e! Kôtizasiô leity a, dia a... |
Hasoa loha pisake1 hasoa nandese namitake namitake an-drahalahie e! Soake tambetambeo e! Soake misoloho 2 80-ty rano i menarandra naho nikodobakodoba3 ndrakitrako ampelatovo toy izay hila ty ro a4 e! Soake misoloho 85-nainako i andro oy tsy ho tsofotse hikirofako i soaropoke aba ho aho a! Tambetambeo raho e! E! Tahao f... |
Leur état actuel afin de prendre des mesures sur la cession ou le maintien ou autre alternative toutes les informations ne peuvent être obtenues ni actualisées qu’en faisant des inventaires périodiques permanents ou systématiques rigoureux. 3.2 mettre en place une procédure de gestion claire |
Table des matieres |
Aoka re tompoko, mba haka aina kely ny entana manindry tsy hita velively, tsy araky ny aina fa tsy hoe hakamoana ny vozona marary, ny kibo tena noana olona |
Polysyndète |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.