text
stringlengths
10
11k
Teny lavoloha 18 niaraka tamin’ny vahoaka efa leon’ny fahantrana sy ny tsindrihazolena. Ny tarigetran’ny antoko mfm moa dia ny hahazoan’ny vahoaka madinika, ny mpikarama madinika ny anjara masoandrony eo amin’ny fiainana jereo tovana ka handrondana ny saranga tsy mitovy. Na dia teo aza izany adidy aman’andraikitra izan...
Ny litote mandoko ny anatra miantefa amin’ny fiarahamonina. Ity a. P iray ity kosa dia hafa ny hevitra voiziny sy ny sarin-teny nenti- nanangana azy. Hita amin’ny hoe mitady hamatotra ny tenany ireo tsy mieritreritra ka mitsambikina an-tevana a. P 117 ny litote amin’ny fampiasana voambolana eto no mahakanto io a. P io....
Anisan’ny miantoka ny fahazoana sy ny fitadidiana hevitra ao amin’ny lahatsoratra ny halavany sy ny fomba firafiny koa ndeha hojerena ny mahakasika azy ireo .
Ibid, tak 43 197 -ibid, tak 16
Solofo jose , madagas ikara tribune , lah 747, 12 jona 1991, tak 7
Araka ireo dia tsy ahitana fanoritsoritana ny fotoana ny tantara nohadihadiana. Fanondroana ny fotoana amin’ny fomba malalaka sy amin’ny alalan’ny filazana ny ora no nampiasain’ny mpanoratra.
Https livre l anthropologie 23-10-16
Ny fanagasiana e. D. A. T. 60
Fampianarana ny ankohonana hahay hionona sy hanaja ny zara toerana misy azy ihany koa ny akoho. Eo am-pisakafoanana dia tsy fanaon’ny zandriolona na dia tolorana izany aza izy ny hihinana vodiakoho. Tahak izany koa ny zana-peny anjaran’ny ivon-jaza na ny zoky fa ny fe beny dia an’ny zandriolona.
Ins pecteur aiza hoe azafady mmm hum ! Entana e fa aman- hets iny m aro no tontalim -bidin’ire to!
Mananjara manan-jara samy miaina ’zany fo mifankatia toy ny kintan’ny maraina ka mamiratra ho doria
Tari-dresaka 5mn
Ny fanabeazana
La vo ka fa ndri ho
Araka ny hanadinoako no indro toa mahazo laka henoko ho latsa-paka ilay tsiaroko anao! 21 ambaran’i ny eja amin’io tononkalony io, fa tsy mety afaka ao an-tsainy ny tsiaro ny olon-tiany izay nandao azy. Aharihariny mihitsy eto izany fahorian-tsaina mianjady aminy izany, satria tsy eo anilany intsony ilay tiany. Fa na d...
Mahaiza misaotra rehefa mba nahazo anjara, ny fidongiana fanariana ny eo an- tanana.
Programmes scolaires, classe de 2nde, p 12
Ny media ampiasaina
D’abord par l’utilisation du terme question favorite pour affirmer de quoi est ce que les mineurs ont le plus besoin l’attribution des instruments de travail à la collectivité cette force de conviction est mise en uvre à travers l’énumération des diverses situations dans les quelles ces mineurs vivent le martyre et don...
Ny lohahevitra tsy firesaka
Mbola hisy ve sa tsia tena vonona hiady hanatosaka tarangana ireto gadrako sy tady ka hanolo koa ny lambako efa rotika sy potika eny, hamafa ny hatsembohana izay manorika ny tavako ka hamerina indray ny hirahira eo am-bavako ? Eny mantsy, sombiniaina, mbola hisy va sa tsia ?
Aro e, e, raha tonga eo izy dia ilazana hoe andro hafa miverina fa ilay mpanambady vavy, hono, mbola hotsaboina eny amin ny hopitaly
Misy sokajiny telo ireo sehatra vatsin’ny psdr vola. Toy izao no nanasokajiany azy tetikasa a1 ; tetikasa a2 ; tetikasa a3 ; tetikasa a1 fanatsarana na fanamboarana ireo fotodrafitrasa hanatsarana ny fambolena sy fiompiana, hita ao anatin’izany tohodrano, toby fitahirizam-bokatra, toby fanodinana vokatra fanodinana men...
Banque mondiale, les facteurs déterminant l’éfficacité de l’école, note technique n 14, 1994, p.48 l’école utilise régulièrement des symboles, des cérémonies et des récompenses pour sanctionner officiellement les réussites scolaires 27 f. Macaire a p. Raymond, notre beau métier, manuel de pédagogie appliquée, editions ...
Maneho an-tanan-tohatra miakatra ny gradation satria ny mijanona dia tsy misy fihetsika atao; ny mitsidika dia misy fihetsika atao vetivety monja ny mangarangarana kosa dia misy fihetsika betsaka satria hirika kely no idiran’ny maso, ary voatery mitsitsinga na miondrika ny vatana rehetra no mihetsika ny tiany haseho et...
Hady tak 19 nikiribiby ho tonga amin’izany ibako mba hanotorana ilay hady nivava tamin’ny fiainany tanimbary, vary, fefiloha tak 44 nanorim-ponenana eny an-tanimbary, miara-maniry eny ny vary sy ny fahantrana! Ny dia maika mibolisatra eny amin’ny fefiloha heniheny, honahona tak 89 nilaozany antananarivo sy ny ankenihen...
Fomba fampianarana
Raha tsy nahita izay lalan-kivoahana ny olombelona tao amin’ny nandositra ny olombelona fa tratra ihany, dia paika enti-miatrika ny fiainana no atolotry ny tarika ramilison amin’ny ampiasao ny pôlitika fa rehefa mitady tsy maintsy mahita. Toro lalana mba hahombiazana manoloana ny fahasarotan’ny fiainana no lohahevitra ...
Tojo an’i felana ka nikasa ny hampakatra azy
Seheno mahatsiaro ho voatsindry angaha izato izy? Izao no vokatry ny hambom-poko. Izao hitanao sy tazanao rehetra izao no herim-poko mangarangarana.
Le malgache croit que la vie continue au-delà de la tombe. Il suppose que cette vie est à peu près semblable à l’existence terrestre raymond decary, la mort et les coutumes funéraires à madagascar, paris, g. P. Maison neuve et larose, 1962, tak 8.
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale filiere lettres malgaches
Fanoritsoritana ny toerana
Nenibe iza, ho aho, ilay nikapoka ny lohako teo
Matoa maharitra ny taotrano dia mafy orina ny fototra nananganana azy. Matoa tsy mbola lefy ny tanjaky ny malo ao antananambo dia mafy orina ny paika fitantanana azy. Misy ny dingana tsy maintsy arahina. Tsy avy hatrany dia miroso raha tsy efa voaomana. Izay ilay atao hoe fanomanana. Voakasika amin’izany ny mpifanandri...
Ii.3. Amin’ny alalan’ny fiteny sy fihetsika
Ao ireo miroso amin’ny fametsifetsena ny hafa sy ny halatra isan-karazany. Toa tsy mampaninona azy ireo intsony izany hoe higadra. Toa zarany aza angamba satria any izy omena maimaim-poana na ny sakafo hohaniny, na ny trano hisitrihany fa mbola ady sarotra ny hahita mpivarotra horebirebena hamelomana tena tsy fantany m...
Fafana 3 iraka missions
Zolia nahoana no toa malomaloka endrika? Johary ny sambom-pitiavana toa ho rendrika zolia fa inona izato mampitondra faisana? Johary ilay rvolon-koditrar tsy iraisana! Ianao fotsy hoditra tsisy tasy rzahay zarazara fa malagasy. Zolia ity no mba saino ka mba tsarovy ny hoditra foana no tsy mitovy, fa tokana kosa no hoje...
Tsy mifanalavitra amin’io voalazan’i régis rajemisa-raolison io no ambaran’ny rakibolan’i abinal sy i malzac. Ho azy ireo, ny tanindrazana dia ny tanin’ireo razana .87araka izany, fananan’ny razana ny tanindrazana. Fananana izay mirakitra ireo hareny rehetra nisasarany, ary apetrany ho lova ho an’ny taranany. Mety ho t...
Izany indrindra no antony anolorana izao tolo-kevitra izao mba ho fanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika. Ny taranja tekinika, ny taranja siantifika, ny taozavatra samihafa ary ny fandalinana ireo tekinôlôjia maoderina no tena mibahan-toerana eny anivon’ny fampianarana tekinika. Ire...
Ny lafiny pôlitika nitana ny sain’ny maro tamin’ity vanim-potoana ity ny raharaha 2002, ka tsara raha hitondrana fanazavana eto. Raha ny antony nahatonga ny raharaha 2002, dia ny tsy fanekena ny valim- pifidianana izay notanterahana teto amin’ny nosy ny alahady 16 desambra 2001. Nifanandrina tamin’izany moa andriamatoa...
Hanentana ny olona hanao fitokonana. Ny tanànan’antsirabe no voaentana voalohany; fianarantsoa no manaraka. Nampandrenesina koa ny mponina tany amin’ny sisin-tany rehetra. Rehefa voalaza ny vahoaka manerana ny nosy dia nitokona daholo ny faritra rehetra manerana an’i madagasikara ny 03 may 1972.
Tovana 05 fikirakirana ireo valinteny nomen’ny mpianatra tamin’ny alalan’ny rijam- panontaniana napetraka tamin’izy ireo.
Efa voalaza tany amin’ny fizarana voalohany ny ankamaroan’izany. Tsy averina hotanisaina fa ny lehibe sy misongadina no vahavahana. Olana lehibe setrain’ireo tantsaha any an-toerana ny tsy fahafehezana ny teknikam-pambolena sy fiompiana. Tsy fantatr’izy ireo ny karazan-jezika mety manimba ny tany ka mahatonga aretina h...
Fito paraky valo tanatanana raha fitia hifamaly re, aza tohanana.
Maro tokoa ny voka-dratsy nateraky ny fihetsika tsy mendrika nataon’ireo mpitondra nifandimby. Fanararaotam-pahefana no hita teo amin’ireo mpitondra araka ny voalaza teo aloha. Fangoronan-karena tamin’ny alalan’ny tsy fahamarinana no nanatanterahany izany. Ny vokatry ny politikam-panabeazana tamin’ny andron’ny fanjanah...
Rehefa nitsangana ny lalàm-panorenana vaovao hitondrana ny firenena, ary lany ny filoham-pirenena, dia niditra tamin’ny repoblika fahatelo i madagasikara. Rafi-pitondrana vaovao no nitondrana ny tany sy ny fanjakana.
Rosnay j. , 1975, op cit, le système est un ensemble d’éléments en interaction dynamique, organisés en fonction d’un but , p.91
Lisitr’ireo fafana
D’après ce tableau, nous avons constaté que 60 des personnes interrogées apprécient beaucoup de l’efficacité opérationnelle par le contrôle interne par le comptable au sein de l’entreprise. Cela veut dire que 25 apprécient et disent qu’elle est moyenne. Le reste n’est pas satisfait sur l’efficacité opérationnelle par l...
Tsy noheveriko ho izy ny tafatafa takariva ka aza tsiny indrindra raha mampisento iva ny tononkalo mbola manta , hay ianao nankafy ifonako aminao raha toa namela dia nihantsy fo ho tia ! .
Mialy mitelefaonina iny aloha tadidiko e! Eny amin’ny faritra ivato, eny e! Hitako ny fandraisana bus mankeny e! .
Sy hanolorany antsika izay maha-isika antsika eo anivon’izao tontolo izao 51 raha izay àry no azo ambara amin’ny ankapobeny momba ny fiainan- drabenja solomon mpanoratra, inona kosa ireo zava-misy teo amiin’ny fiainam-pirenena nanako tany anaty asa sorany? Toko iii ireo zava-nisy teto amin’ny firenena niako teo amin’ny...
Mahefa 26.06.99
Ny sekolim-panjakana misy sekolim-panjakana enina ao amin’ny kaominin’ambohimanambola. Ny epp ao ambohibato ihany no misy rano. Izy rehetra kosa dia samy tsy misy jiro. Ankoatra izay, ny efitrano sy ny fitaovana ampiasaina efa tranainy ihany ary tsy misy fotodrafitrasa vaovao.1195 ny isan’ny mpianatra izay sahanin’ny m...
Le discours argumentatif cherche à convaincre le lecteur d’adhérer à une idée 7 maingueneau, 1996 op. Cit. Voambolana argumentation l’ argumentation considère l’interlocuteur, non comme un objet à manipuler mais comme un alter ego auquel il s’agira de faire partager sa vision. Agir sur lui, c’est chercher à modifier le...
Hoy martin d’imalala ao amin’ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe henoy ry malagasy hiparitaka eto ny tena fahafahana ho foana tsy hisy intsony irony fanavahana, hanjaka ho tazana eto ny mamy fitoviana, i gasikarantsika ho feno fifaliana. Tsy fahafahana fotsiny anefa no nantenain’ny vahoaka malagasy, fa tena fahaleova...
Hervé ireo fotsiny ve no tianao ho hita?
Maison sida 1
Ireo nahitany masoandro
Ny chef d’antenne amin’ny ankapobeny ny chef d’antenne no tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny masoivoho ta. Fa ambatondrazaka. Ny tafa foibe no
Toy izao, ohatra, ny fandaharam-potoanan’ny fpi sampana fambolena. Taom-pianarana 2014-2015
Horaire hebdomadaire t
Ny ela nihetezana moa dia hoe lava volo kokoa ka ny dinika izay fantatrao hahasoa mba lazalazao
Famaritana eo amin’ny lafiny fiforonan- teny -fandinihana sy fampitahana ny hevitry ny olon-tsotra na olo-malaza na mpikaroka ny amin’ireo fiheverana ireo ,
Cette définition est tirée du livre antananarivo 2002 visages de l’exclusion sociale -etude publiée par le capdam
Ny zava-nisy ara-pôlitika
Ny sarinteny fanovan-javatra dia ireo karazana filazan-javatra ampifanoloana toerana zavatra roa misy toetra ifanahafany. Noho izany, dia tsy maintsy misy anoharana ao, ary misy oharina. Indraindray takona ny oharina fa ny anoharana no eo, ary indraindray ny anaran’ ilay enti-manondro no asolo ny anaran’ ilay tiana hot...
Miteraka olana eo amin’ny fomba fianaran’ny mpianatra sasany ny tsy faharesen- dahatra ny amin’ny zohin-kevitra asehon’ny lesona. Izany dia mahatonga azy tsy hahazo ny vontoatin-desona ; mba hahatonga ny hevitra iray ho azo mantsy dia takina aloha ny faharesen-dahatry ny rehetra ny amin’izany hevitra izany. Ireo mpiana...
Ny kaominina ambanivohitra ambohitrandriamanitra dia tanàna any amin’ny 60 km miala ny renivohi-paritanin’antananarivo. Ny lalam-pirenena faharoa rn28 no aleha, ary eo manjakandriana no mianatsimo mandeha lalan-tany eo amin’ny 19 km. Raha ny kaominina ambatomanga kosa no lalovana dia ny rip609 no raisina. Mivelatra ana...
Maneho ny lesoka tsy mampandroso ny fiaraha-monina ihany koa eto ny rima tsy feno. Fiaraha-monina mandala ny fahamarinana ny any fisakana fa tsy tia manao tsindrio fa lavo. Izany no asehony ao amin’ny andalana fahenina sy fahavalo hoe aza tia manangon-karena fa tsy foto-pisainana gasy.
Fizarana faharoa fandalinana manokana ny sarimihetsika malok’ila 1-5
Lahateny literera tsy afa-misaraka amin’ny fety aman-danonana misy any amin’ny faritra fisakana tsa hanim-boay ny vakodraza? A. Misy fotoanany anefa izany fa tsy mandavan-taona ny fanatontosana azy; miankina amin’ny fety. Manintona ny saina eo amin’ny fanehoana an-tsehatra ny vakodraza? Miteraka fifandraisana miako tsy...
Ii-1.2.1. Ny ankandahatra
Lohateny takila ny modelin’ny seraseran’i jakobson 9 modely fitrandrahana lahateny 63-64
Panazavana mifandimby
Ara-bakiteny, ny atao hoe boky fampianarana, dia boky ampiasaina aminrny fampianarana. Izany hoe fitaovana azonrny olona rehetra ampiasaina aminrny fanatontosana ny fampianarana.
Fandinihana ny fifamalian’ny hasimpeo samy hasimpeo no nifotorana tato amin’ny fizarana faharoan’ny asa. Io karazana fifamaliana io no azo lazaina fa fototry ny fifamalian’ny feon-teny miasa eo amin’ny teny anankiroa satria fifamaliana tsy misy teritery, vokatry ny safidin’ny mpampiasa ny teny tanteraka. Misy anefa fif...
Kendrena amin’ny fahalalana ampitaina ny hisian’ny zava-baovao hanatevenana ny eo an-tanan’ny ankizy tsirairay. Ampifanarahana amin’ny sokajy ny tsirairay ny fomba entina manatanteraka izany ary volavolaina mialoha ny lohahevitra. Ohatra, lohatenin-desona ny fahaiza-miaina ao amin’ny fiarahamonina; ampianarina azy ny k...
Naho tahie ? E raha tsara vintana 2 basimena vola atolotra ny mpibeko amin’ny fotoana ibekoany 3 minday mitondra 4 masomena tsy mitondra na iraimbilanja, mitondra tanam-polo mody 5 tomagny mitomany 6 kelemena famaky fianianana 7 vahombey karazan-java- maniry fr aloès 8 mbe havaha mbola honerina 9 nofo-dolo tsy manana n...
Hadinonao ve moa ilay mody anefa lena? Sy ny hafalian’ny fo fa tonga an-tranon-tena?
Omeo veloma ny joretra afoizo ity fa manam-petra ary ny havana rehetra mitoetra lavitry ny tsetra.
Feonkira-?
Camionneurs ce sont tous des hommes
Robert p dictionnaire. Paris. 1967. 1965 p.
Miainga amin’ny zava-misy na ny fizotran’ny fampianarana nataony no anaovan’ny mpampianatra ny fanombanana ny tenany. Jerena ny fahatratrarana ny tanjona, ny fahatafitan’ny lesona. Hita izany, voalohany indrindra amin’ny fandraisana anjaran’ny mpianatra rehefa manao tombana am-bava. Manaraka, hita ihany koa amin’ny res...
Rakibolana nampiasaina
Ny fafana maneho izany farateny ka izany
Pezy ny teny hoe pezy dia nindramina avy amin’ny teny vahiny hoe peser izay midika hoe mandanja. Ny zavatra rehefa lanjaina dia ny havesany no fantarina, ny mizana no fitaovana ampiasaina hamantarana izany. Eo amin’ny sehatry ny varotra no tena ampiasana azy io. Tsy ny entana ihany no azo lanjaina fa ny zavatra rehatra...
Ary izay fisehon’ ny rivotra rehetra te hisetrasetra mbamin’ny hetraketraka mijadona fipetraka hifanandrina amiko, haiko tsotra izao fa tsy hamono anao ao am-poko ao satria ianao mamiko !
Tahirin-kevitra momba an’i eric ravalisoa tamin’ny 27. 02. 13 11 resadresaka nifanaovana tamin’ny mpanoratra tao amin’ny biraon’ny havatsa-upem tamin’ny 27 febroary 2013
Avy re ny fara-andro o e ny fara-andro o e ny nataony
Tombana mitaky fandalinana
Fa ianao no andrian’ny saiko
Mpiahy ny fiainan’ny velona rehetra
Manana ny ampy
Rakotomanga lala colombe, ny miralenta ao amin’ny fiangonana katôlika, ny paroasy md josefa mahamasina, mémoire de c. A. P. E. N. Antananarivo, ens, 2012
Resadresaka nifanaovana tamin’i hortense randriamanantena ankatso 22 09 16 tamin’ny 2 ora sy sasany.
Raha izao aloha ny tsiahy no tonga hamerina eto ny sarinao mivaingana dia asa loatra fa ! Na ho ela na ho haingana tsy ho azonao kosehina.