text
stringlengths
10
11k
Lazany fantatra manerana an’ny madagasikara ny lazany fotodrafitrasa misy ny trano manokana ho an’ny ambaratonga voalohany -
Fafana 24 salana isa maneho ny fahafantaran’ny mpianatra na tsia ny tanjona kendrena amin’ny famakafakan-kevitra
Nefa eny ’zay tokoa ! Aleo tsy ho entim-po fa tsy afaka izy angamba.
Nirehareha tamin’ny fahamaroan’ny mpikambana tao aminy ny antoko psd. Araka ny efa voalaza etsy ambony anefa, dia izany indrindra no nikiky tsikelikely ny antoko, ka nahatonga ny fisaraham-bazana tao aminy. Nanomboka tamin’ny fizaran’ny antoko ho roa izany ny tatsimo izay notarihin’andriamatoa andré resampa, sekretera ...
Ireo olana ireo dia mbola hovahavahana ao amin’ny fizarana faharoa.
Lita masahana tsara iny dia hampandihizintsika dia havoaka amin ny radio mihitsy
Izay manambara fa mihoatra ny roa ny olona itenenanana.
Izay no hevitry ny mpandinika hafa, ahoana kosa hoy i irako ammi ?
Ireo asa soratra no vokariny. Maro ireo karazan-dahatsoratra azo anehoan-kevitra. Sokajy roa amin’ireny no nofidian’ny mpanoratra mba hanehoana ny heviny ny tantara foronina sy ny tantara an-tsary.
Ton. 97 ineny
Ny poeta toa anao valin’ny soratra? Nosoratan’ilay
Ny seho manazava dia natao andraisana fahalalana saingy ny kendrena indrindra amin’izany dia ny ahazoan’ny itenenana ny zavatra, na hevitra, na fisehoan-javatra iray
Andilamena
Rakotoarimanana mamy tiana maresaka, lah. 12.277, 29 septambra 1998, tak.2
Aux responsables des deux epp antanety i et d’anosy avaratra pour leur accueil et leur contribution pour l’octroi des informations nécessaires à notre recherche; a tous les membres de la feffi et de la communauté éducative des deux epp;
Dia mizotra izany dia zany dian’itony rano misy fofona fitia vetso soa manganohano. Misy tapa-kazo sosy te hisakana azy eny zany diony mampiteny .
Tsy nokobonin’ny maintimolaly ho azy samirery ny fifaliana raha maty ao amin’i kristy, fa nozarainy tamin’ny malagasy rehetra. Manambara izany fizarana izany ny épanode , eto ka ny mpisolo tena laharana fahatelo mangaro hoe izahay no ifotorany raha ho faty izahay ka handao ity tany ity dia ampifalio izahay izahay mandr...
Raha samy ho voantso ho lasana isika ka hifandao, satria tsy azo antoka sy mora miova ’zao fiainana izao mamelà tsangambato mateza tsara hahatsiarovana anao.
Manampy izany koa, fe-potoana fohy dia fohy no nomen-drain’i felana hanaovana ny fanomanana rehetra. Herinandro roa monja. Volana maromaro anefa no nangatahin’i miaro mba tsy hanaovan-javatra tefy maika fotsiny. Ary teo am-pandinihina izay izy no notampohan-drain’i mendrika. Dia nolazain’i miaro indray fa ny mafy ihany...
Ankoatra ireo ihany koa dia eo amin’ny fandinihana ny fomban’ny lahateny manazava sy mandresy lahatra dia misy ny teoria ampiasaina momba ny lahateny, tsy inona fa ny teorian’i j. M. Adam10. Izy dia nanambara fa tsy ny fitaovana atolotry ny teny ihany no dinihina amin’ny lahateny, fa miditra an-tsehatra ihany koa ireo ...
Ly nl. In ’
Ny tanjon’ny fanabeazana dia ny famolavolana ny olona hanam-pahendrena. Koa satria fanabeazana no nifantohan’ny asa fikarohana natao, dia hojerena manokana koa ireo fahendrena samihafa resahin’ny mpanoratra noho ny fifamatorany amin’izany fanabeazana izany. Mialoha ny hidirana amin’ireo fahendrena samihafa ireo anefa, ...
Ry hazo mafy taho fialofana rahatrizao akany samihafa. Mihantokantoka ao 15- tsy takatry ny sasany. Ny tarigetranao ka sahy mitsipi-drora. ’reo kely saina izao .
Mitaraina ny tany, tak 204 35mitaraina ny tany, tak 206 36mitaraina ny tany, tak 207 37mitaraina ny tany, tak 210
Endrika asehon’ny mpiteny mizara ho roa ny olona itenenan-drado eto amin’ity lahateny ity ka miavaka tsara ny endrika isehoany amin’izy ireo andaniny, hafatra miantefa any amin’ny mpitolona rehetra izy ka asehon- drado amin’izany ny toe-tsaina tokony ananan’ny mpitolona manoloana izay heverina ho zava-dehibe indrindra....
Vangovanco
Naka rabemanantsoa, noro kaima , wast ravelomoria, 1929.
Ara-kevitra ny skotisma dia firohotam-panabeazana ho an ny tanora izay miorina amin ny fanoloran-tenan ny tsirairay. Fikambanana tsy manao pôlitika, misokatra ho an ny rehetra ka tsy misy fanavahana ara-piaviana, na ara-pirazanana, na ara-pinoana izay mifanaraka amin ny tanjona, ny fototra ary ny fomba nanorenan ny mpa...
Misy feo honenan’ ny fo koa matetika anaty onjam-peo
Fisehosehoana ivelany fotsiny no ataon’ireny mpanjanaka ireny, dia ny hoe hanasoa an’i madagasikara. Tetika ho fanarontsaronana ny ratsy kasainy hatao fotsiny anefa izany. Resahina ny fitantanana! Sy fampianarana mandeha ny hita sady tsapa anefa, dia i galliéni mirehareha!
Greimas 1966
Vao manomboka ny fampitan-kafatra ao amin’ny boky hafatry ny mpanabe , dia ny tokony hanana tanjona amin’ny fiainana , v. A, tak.02 , no lohahevi-dehibe velabelarin-dratrema william. Mihodinkodina amin’izay resaka tanjona izay ny ankamaroan’ny hafatra, amin’ny ankapobeny. Nataony ho lohalaharana amin’izany ny tokony ha...
Rajemisa raolison régis,
Fa maro ny sioka mampandry adrisa!
Mikasika ny re tany urss kosa dia azo lazaina fa tsy dia nomen-danja loatra izy ireo. Noheverina mantsy fa hanome sain-dratsy ho an’ny olona ny famakiana azy. Vladimir semitchastny dia niantso ireo mpanoratra sosialista rehetra ho fanoherana ny fampielezan- kevitra diso tafahoatra izay nahatafakatra an’i james bond. Ja...
Famaritana
Loharano mpikaroka, jona 2008
Universite d’antananarivo ecole normale superieure cer langue et lettres malgaches
Hintsina hintsinkintsina hintsinina
Tsy misy 2
Fandre matetitetika
Amin’ny maha tetika asa manome lanja betsaka ny mpikambana ny cecam dia eo amin’ny fomba fiasan’ny olom-boafidy sy ny fifandraisana amin’ireo mponina no hoezahina hanolorana soso-kevitra eto.
Tambolombolon-tadio naha ditsoka. Iry mirefarefa ampara-vodilanitra ny masoandro hariva toa tsapa mitambesatra manomboka hitosaka kamory toa madiva hevohim-pahatsiarovana ’ty fo mamolivoly noho n’ilay ankaso hirotsa-patrak’ala hamonto ny takolaka ny vongan-dranomaso. Nandramany natsipy tsy ho takan’eritreritra ny amboa...
Fafana 08 maneho ny hevitra azo sintonina avy amin’ireo fitaovana ampiasaina
Araka ny voalazan i md anastasio avy any sinaia, izay anisan ny anankiray tamin ireo ray masin ny fiangonana voalohany indrindra, dia ny ôrtôdôksia dia foto-pisainana iray izay miorina amin andriamanitra sy ny famoronana .3 ny teny hoe ôrtôdôksia koa dia iantsoana ireo olona mpino sy mpanaraka ny fomba maha ôrtôdôksa. ...
Andrana fanatsarana ny fampitana ny lohahevitra andriamanitra, zanahary, razana miainga amin’ny lalan-tsaina hita maso mankany amin’ny sainina, mémoire de capen, antananarivo, 180p.
Aza saininao akory ’zay ho laoka ny alahady fa miondàna eto amiko eto ka tohizo aloha ny tory 15 aoka ho ahy hatrany ny ady
Directeur de recherche alphonse raharijaona maître de conférences à l’ecole normale supérieure de l’université d’antananarivo antananarivo 2014 date de soutenance 28 octobre 2014
Betsaka kanefa amin’ny olona rehetra mihevitra anao ho olom-betaveta sady mpanonofy, mpanao hevi-dravina tsy mendrika hotoavina! Dia indreo fa maneso, manakora,
Ny seminera sy ny famakiana ireo asa fikarohana nataon’ireo zoky teo aloha dia nitari-dalana ary nanampy anay betsaka tamin’ny fananganana ny asa.
Momba ny mpanampy
Fa misampan-droa ireto lalana ’zay manoloana iza re no mahatonga? Mankamin’ilay famonjena!
Maneho fihatahana hafahafa
Famintinana fitaovana lehibe nitondra anjara biriky teo amin’ny fahazoana ny fahaleovantena ny gazety. Tsy izany ihany anefa fa fitaovana entina manabe ny maha olona sy ny toe-tsaina ary ny fiarahamonina ihany koa izy. Manasongadina izany indrindra ity asa fikarohana nampitondraina ny lohateny hoe ny anjara toeran’ny g...
Mineseb-uerp- 1993 manuel de base pour l’éducation en matière de population à l’intention des agents d’éducation, édit , cnapmad, madagascar
Tovana i 1. Ireo karazana famantarana insigne maro karazana ny marika ahafantarana ny mpanazava fa ny tena malaza dia ireto ny isigne mpanazava sy ny amge.
Ny mpanoratra dia mamohafoha sy mampahatsiahy, ary maneho amin ny olona ny zava-misy mba hahalalany ny tontolo manodidina azy. Tsy afa- misaraka amin ny vanim-potoana sy ny toerana iainany izy, ary mahafantatra tsara ny zava-mitranga amin izany. Ireny no arafiny an-tsoratra, haingoiny, ary avoakany ho an ny mpiara-moni...
Tamin’ny 26 jona de afaka ilay gasikara zay nirina hatry ny ela ka ho tody soa aman-tsara azonay re tsy avelanay fahaleovantena efa azonay re! Tsy avelanay azonay re tsa avelanay hita hikopaka eran’ny tany ny saina e! Miloko fotsy, maitso ary mena ndao hiaraka hiezaka isika fokonolona ho soroka miara-milanja sy tongotr...
Any andro iray hitady ahy ianao fa izaho, tsy ho eo intsony
Moussa tena velom-panantenana tokoa aloha ry zareo e! Soa fa efa tsy misy atahorana intsony ny ainy. Ny antsika moa itý adidy tsy maintsy efaina amin’ny mahampiara-miasa. Fetra rahateo efa nentiko toy ny rahalahiko, ka mba malahelo ihany aho raha tsy mamonjy azy. Sady papa koa ange fony fahavelony efa nanafatra ahy mba...
Kenda nivoaramena tsemboka
Ny dingana fahatelo fandrafetana ny asa
Ndreny kosa ireo tantsaha mielatrelatra any ho any, 10- mampitondra rambaramba sy mivimbina vilany ; midanesika ’reo omby, , ’njany ny akom-peon’ny mpiandry ; ’ndreny koa ’reo tovovavy mampideradera sandry.
Anjara asa mifantoka amin’ny rafi-pamantarana métalinguistique
Vaza ko vazako
Adiresy bloc r 5 1 porte 09, 67 ha sud; antananarivo 101 laharana finday 0348614454 e-mail hanitra. Arivelo gmail. Com
Malaza ho sompitr’i madagasikara antsihanaka amin’ny famokaram-bary. Mandray anjara betsaka amin’izany ampitatsimo noho ny fananany toe-tany sy toetr’andro mifanaraka amin’io asa fambolena io. Nivoatra anefa izany ary nahitana fiovana na teo amin’ny fomba fiasa na teo amin’ny vokatra azo izay tsy nitsaha- nitombo. Na e...
Ny vehivavy tia fianarana tsy azo atao ambanin-javatra ny fianarana raha te ho tafita amin’ny fiainana. Araka ny fitenenana manao hoe ny fianarana no lova tsara indrindra. Tsy azon’ny olona ambakaina rahefa mahay. Izany no mahatonga ireo ray aman-dreny milofo mampiana- janaka. Tsy mahafaty antoka azy, ary tsy mitandro ...
Sary xi ny famonosana faty
Miharihary eto amin’ity ampahan-tononkako ity ny maha fanehoan-kevitra ny mari-piatoana. Fanehoana hagagana ny tsoraka eto. Tsy vitan’ny mampiasa io mari- piatoana io fotsiny anefa izy, fa mbola ampiasainy koa ny voambolana hoe hahagaga mifandray mivantana araka izany ny hevitra ambara sy ny mari-piatoana ampiasaina.
Fahatra famaharana, amaharo
Malzac, r. P. 2003, dictionnaire français-malgache, nouvelle edition analamahitsy, antananarivo, madagascar, 860 t.
Stm sm stm sm stm sm i 8.527 32.855 260 991 96 259 ii 3.454 14.136 173 454 35 27 iii 1.713 1.298 67 62 16 8 totaliny 13.694 48.289 500 1.507 147 294 loharano cisco manjakandriana
Heverina koa fa tsy asa ataon’ny tsirairay akory ny tahaka izao fa tokony ho asan- tsokajy hatrany. Noho izany dia misy ny zava-tsoa mety ho azo avy amin’izany. Eo aloha ny fahaizana miara-miasa, miara-mifanakalo hevitra ary miray hevitra. Fa eo koa ny fitaizana amin’ny maha-olom-pirenena feno, satria tsy ho lavitra in...
Teny am-piandohana dia hita fa ny fisarahan-toerana no tena nahatonga ny fahoriana, saingy rehefa tomorina ny tononkalo, miharihary fa ny mpanjana-tany mihitsy no mihetraketraka ny fiainana. Vao mba tafavoaka kely amin’ny fiainana dia tratry ny hasomparan’ny mpanjanaka hany mahatsiaro fangirifiriana lalina.
Eo amin’ny fandraisana andraikitra anisany mahatonga ny tsy fifantohan’ny mpianatra ihany koa ny kalitaon’ny fitaovana ao an-dakilasy, araka ny nambarany tao amin’ny vt38. Tsapa tokoa izany tsy fandraisana andraikitra teo amin’ny tompon’andraikitry ny sekoly izany nandritra ny fizarana asa natao. Misy amin’ireo dabilio...
Ibe louisette 55 taona v mpikarakara tokantrano antsikafoka fenoarivo tsy voatanisa matetika ny fomban’ny tandrano fomba fiteny mikasika ny fanabeazana ramatoa iavizara 40 taona v mpamboly mpikambana ftmv morafeno fenoarivo 18 01 13 teo anoloan’ny ftmv fanatsarana ny fari- piainan’ny tantsaha rtoa pikah 30 taona v mpia...
Olana avy amin’ny mpampianatra
No ataovy fanilon’ny tena,
Teo amin’ny lafiny fitaovana mbola vitsy dia vitsy ny fitaovana teny am-pelantanan’ireo mpamokatra, anisan’izany ny teo amin’ny sehatry ny fambolena, teo amin’ny sehatry ny jono, fitaovana nentim- paharazana no nampiasaina tamin’ireo sehatra ireo. Teo amin’ny fambolena ohatra ny angady sy ny omby no tena nampiasaina ar...
Fampahafantarana ny anjara asan’ny mpanoratra sy ny asa sorany
Momba ny mpanoratra mpampianatra tantara sy jeografia -26 taona nampianarana -24 taona nanaovana gazety -31 taona nanoratana -27 taona nikabariana efa nahazoa loka literera efatra 1991, 1995, 2002, 2006 -sekiretera jeneralin’ny havatsa-upem -talen’ny fampianarana kabary faritany antananarivo ao amin’ny fikambanan’ny mp...
Ny maika dia hiala maina, andraso raha tsy te hangaina.
Jakobson r essais de la linguistique générale. Editions du 1983 seuil. Col. Points. Paris.
Lesona histoire des idées, 1ère sy 2ème année à l’ ens 59 op. Cit
Tsary amin’ny
Ny voka-dratsin’ny fitenenana ny fitenenana tokoa dia misy fiantraikany na eo amin’ny mpihaino na eo amin’ny mpiteny. Ao amin’ny ohabolana 12 2 sy ny ohabolana 12 13 ohatra dia ahitana izany ny tenin’ny ratsy fanahy dia otrika hoenti-mandatsa-dra, fa ny vavan’ny marina mamonjy azy
Lorsque l’élève se représente que l’école poursuit des buts d’évaluation, il attribue plus fréquemment ses réussites et ses echecs à des causes externes.
Andravoahangy 1
Hatreto aloha dia hita fa tia tanindrazana ny eja. Izay no tsy mampandry ny saina, hoe hanao ahoana ny hoavin’ny firenena sy ny mpiaramonina aminy ? Tsy mahefa n’inon’ inona anefa izy ka dia ny fiantorahany amin’ andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra no noeritreretiny fa mety. Ka izay no nitrotroany am-bavaka ny fiai...
Le contrôle interne est l’ensemble des politiques et procédures mises en uvre par la direction d’une entité en vue d’assurer, la gestion rigoureuse et efficace de ses activités ces politiques impliquent le respect des politiques de gestion, la sauvegarde des actifs, la prévention et la détection des irrégularités et in...
Departement economie
Fitafiana tsy maontina
Zefa mitsiky mahagaga ahy mihitsy ity fihetsiketsehan i nenibe ity tato ho ato. Tsy mitsahatra mikarakara izato endrika amam-bikan i nenibe mihitsy i nenibe an kay! Tena mihamanja mihitsy.
Rm.67 pirina ny lôka matavy
Tamberim-boanteny
Madagascar. Code pénal 1998 fehezandalàna famaizana. Code pénal. Mis à jour au 30 juin, antananarivo imprimerie d’ouvrages éducatifs, 142p. Maep 2005 recensement de l’agriculture, campagne agricole 2004 2005
Boky amin’ny teny frantsay chalvidan patrick le droit de l’homme. Armand collin. Paris. 1965. 91p. Chandler raymond la dame du lac. Gallimard. Saint armand. 1988 pour le dossier, 1949 pour la traduction française. 379p. Traduit de l’anglais par boris et vian michèle. Lady in the lake. Coquery cathérine afrique noire. E...
Ato amin’ity fizarana faharoa ity no ahitana ny mombamomba ny ceres amin’ny ankapobeny sy ny fomba fiasany.
Cm1 15 14 12 14