text
stringlengths
10
11k
Avy amin’ny lafin-dreniny
Dia hisy aminay am’izato laha-pahitra ho voafahan-dalitra roboka mitehaka d’iny ianao mirehaka 15 ho mahay vina tena tonga lafatra, toavin’olo-maro ka miteny hoe ny hery atambaro!
Porofoin i clarisse ratsifandrihamanana fa tsy misy mahavono ny fitiavan-dray aman-dreny ny zanaka. Ny hambom-po, ny fitiavam-boninahitra sy ny laza, samy ao anatin ny olombelona avokoa, saingy lehibe lavitra noho ireo ny fitiavan-janaka. Ny fitiavan-janaka izay midika hoe fahaizana mandanjalanja ny fanabeazana aroso a...
Ny taona raha ny tokony ho izy, manoloana ny taonan’ireo tovovavy nihetsika aretina 17 sy 18 taona , dia ny ray aman-dreny be taona no hikarakara azy ireo. Antony roa no ahafahana mametraka izany voalohany, ny ray aman-dreny no heverina ho manana fahalalana feno kokoa momba io aretina io ; faharoa, ireo no heverina ho ...
Mba miangatra ianao ry lahatra, mijery vilana ny anjara 10 mandray fepetra fahatany tsy mitsinjo ny any afara fa rindra tsara rafitra iny no nasavorovoronao k’avadikao ho fahoriana izay mahaboboka sy lao.
Itenenana ny fikarohan’
Amin’ny ankapobeny ihany ireo ka mety hiova arakaraka ny tokantrano tsirairaysy ny vanim-potoana. Tsy lavitra loatra anefa ny mety ho fahasamihafana. Araka io tsanganana io, manatombo kokoa ny asa iandraiketan’ny vehivavy raha miohatra amin’ny lehilahy, ary koa manatombo ny havizanany noho ny fivezivezena. Samy mandeha...
Ity karazana lahateny iray amin’ny ankapobeny ity dia entina manameloka olona na hevitra iray toy ny fahita eo anoloan’ny fitsarana ; izany hoe manaporofo ny fahamarinan’ny heloka vita raha olona na fahadisoan-kevitra raha hevitra. Raha itarina izany fiheverana izany dia azo ambara fa ny lahateny entina manameloka zava...
Ohatra 2 ka rantsarantsano tobatobaho korintsarintsano dia tabatabao330
La salle participe pour une grande part à l’environnement physique de l’apprentissage, et peut facilement le favoriser ou le bloquer. 46 un système est un ensemble d’éléments en interaction dynamique organisés en fonction d’un but.
Ouvrages historiques boky momba ny tantara
Toerana fiompiana
Ar i 600ar
Ny atao hoe curriculum amin’ny teny malagasy, dia fandaharam-pianarana avokoa no andikana ny curriculum sy ny programme mba tsy hampifangaro ny hevitra, dia hotazonina ny voambolana vahiny. Haseho manaraka eto ny zava-kendrena, ny lôjikan’ny fahaiza-manao, les programmes d’études
Lois de discours, maximes de conversation et postulats de conversation. , langue française, paris seuil, pp 178-199.
Tsy maninona zakaina hampitraka ny vahoaka. V. A, tak.112 and 3 mibaribary amin’ny fampiasan’ny mpanoratra gradation manao lanja miakatra ny fampijaliana nahatran’ireo mpanjana-tany ireo tia
Misy olona iray, na ny mpitarika mamintina sy mandravona ny vontoatin- dresaka aorian’ny fihainoana ny andaniny sy ny ankilany. Mety hisy mpimalo iray manantitrantitra fanontaniana amin’ny mpifanandrina mba hanaiky halamina ara-piarahamonina eo an-toerana alohan’ny hirosoana amin’ny tena dinika. Mandritra ny malo indra...
Ny mampijoro azy ireto avy ny fototra mampijoro io hasina io b1 razana io no miaro sy miantoka ny maha izy azy ny tena ohatra mety tsy hahazo vady ny taranaka mpamosavy
Ny fomba fanomezana ilay omby atao ny joro manta izany hoe ny omby mbola velona no joroana, vonoina ny omby ary rehefa masaka dia atao ny joro masaka ka eto no atao ny fombafomba fanolorana ny razana ny omby. Lazaina mandritra ny jôro atao ny lokon’ny omby sy ny endrikendriny. Rehefa vita izany, hinoana fa azony ilay o...
Tsy azo atao ny mitazona vola, fitaovana sarobidy toy ny finday, firavaka volamena apetraka any amin ny mompera tompon andraikitra. Hisorohana ny fahaverezana sy ny fanakorontanana ny fandaminana ary man me fakam-panahy ny hafa. 39- misy lalàna manokana ve mifehy ireo marary? Itovizany amin ny besinimaro ireo f tsipika...
Sahia manantena t62 84 tsy maintsy mandresy !
Ny renihevitra sy ny zana-kevitra rehetra sisa no karohin’ny mpianatra, ary ataony izay ifandraisany amin’io foto-kevitra efa nomena mialoha io. Avy ao anatin’ny lahatsoratra no anatsoahany izany.
Maro ireo tantsaha no voakasiky ny fiovana, nandray sy nampihatra izany; nisy ihany koa anefa ireo tsy nandray fa nifikitra tamin’ny fanao mahazatra. Ireo izay miaro ny fiarahamonina nentim-paharazany ka manao mandrakiriva ny hiarovana ny fomba amam-panaony sy ny kolontsainy. Misokajy telo àry ny olona, ao ireo mbola m...
Departement de formation initiale c. E. R. Langue et lettres malgaches
Raha fehezina izay toko faharoa izay dia hita fa dingana iray lehibe tsy maintsy lalovana raha handalina ny fandaharam-pianarana sy ny haifampianarana ny taranja teny malagasy , ny fandinihana ny tanjona ankapobeny sy manokana, satria ireo no iorenan’ny vontoatin-desona sy itondrana ny seho ao an-dakilasy. Hita misonga...
Fafana maneho ny sarin-teny hita ao amin’ny amboaram-pahendrena.
Tompon ny hery sy fahefana rehetra ny razana ka omen ny olona hasina ny zavatra rehetra enti-mifandray aminy. Arovana ny biby, ny hazo, ny vato, ny tany ary ireo zavatra maro samihafa satria inoana fa miaro ny ain ny foko. Hasinina ireo toerana masina fanatanterahana ny fivavahan-drazana. Tsy ataotao foana anefa izany ...
Jakobson essais de linguistique générale , ed. De minuit, rue bernard- palissy, 75006s paris, t.33 un processus de communication normal opère avec un encodeur et un décodeur. Le décodeur reçoit un message. Il connaît le code. Le message est nouveau pour lui, et grâce au code, il interprète le message.
Ch ravoajanahary, tantaran’ny haisoratra malagasy 1896-1915, op, cit, tak. 10
Mpanampy maneho fandrarana. Tambin-teny no voalohany hanehoany fa ambinambiny fa tsy tena izy ny tahotra, mpanampy kosa ny faharoa satria ny mpanampy dia mandeha aloha noho izany asehony fa ny fahatanjahana no alefa aloha. Mbola ao anatin’ny halemen’ny vatana ihany koa eto ny fandraisana ho zava- dehibe tsy azo akisaka...
Raha fehezina ny vontoatin’ireo asa fikarohana momba ny haifampianarana dia toy izao manaraka izao fijerena ankapobeny ny fomba fampianarana ny taranja malagasy any amin’ireo sekoly samihafa sy ireo ambaratonga samihafa. Fanolorana fitaovana na paika samihafa hoenti-mampianatra ny taranja malagasy mba hahatonga izany h...
Lahateny mandresy lahatra ny lahateny mandresy lahatra ihany koa dia manana ny mampiavaka azy amin’ny lahateny rehetra. Eo amin’ny lahateny mandresy lahatra dia zava-dehibe ny famaritana ny hevitra tohanana sy ny ilan’ny olona azy. Izany hoe, mifanentana amin’ny fotoana itenenana ve? Mifamaly amin’ny hetahetan’ny olona...
Tsy niaro tena intsony aho. Atao inona moa izany? Ho antso an-dohariana? Efa namadika ahy izay efa nitokiako. Efa tsy marina ny mariko. Efa sandoka ny fahamarinako. Naleoko nangina. Rariny raha disoina aho. Efa nanaiky ho tsikalankalan’olona tsinona. 176 hitantsika amin’izany ilay toe-tsaina mora kivy nananan’itsiry ts...
Masina, fa tsy maninona! 15 aoka hirava ny fiaraha-mihira,
Simba tany behenjy ny fiara nitondra an’i felana sy ny reniny ho aty antananarivo. Nanakana fiara izay sendra mandalo izy mianaka ka tojo an’i zo. Nanatitra azy tany ankadifotsy ity tovolahy. Taty aoriana dia nifanerasera izy ireo. Nana-namana maromaro i zo. Lasa naman’i felana ireo. I bako zanak’olo- mpirahavavy amin’...
L’occupation de l’emprise de la route
Ohatra 5 akory ny hafaliany nijery ahy. Fa lalina kosa ny alaheloko nahita azy nisamboritra tanaty voro-kitsay nahatsiravina v. A. Tak. 102 tian’ny mpanoratra asongadina ny hafalian’inininivahiny tamin’ ny fihaonan’izy sy iadanivahiny tao antananarivo rehefa tafaverina avy tany am-pigadrana ity farany. Zava-dehibe tami...
Teny hoe ministera dia avy famin’ny teny frantsay hoe ministère hita amin’izao fa tsy niezaka nitady izay voambolana malagasy mifanandrify amin’ireny ny mpanoratra teto fa avy hatrany dia nampiasainy araka ny fampiasan’ny maro ny teny. Heverina fa tsy tongatonga ho azy akory ireny fa misy antony izay manosika azy. Anis...
Pour que le processus de planification stratégique soit réussi, il est important de répondre à certaines conditions. Il faut l’aborder avec un esprit ouvert. Ensuite, il faut prendre le temps de vivre chacune des étapes de façon optimale. Enfin, il ne faut pas avoir peur de remettre en question même les acquis les plus...
Koa satria ny soratra dia natao ho fiseraserana, noho izany dia tsy maintsy avoitra mazava tsara ny vontoatin-kafatra raketiny arindra tsara ny fifandraisan’ny fehezanteny samihafa mamorona azy fantenana mba ho ny voambolana takatra sy azon’ny besinimaro no ampiasaina noho izany dia misy ny zavatra tsy maintsy tratrari...
Ravalisoa andriaherimanana ratsizafy na i hery valisoa mpanentana sy mpamokatra fandaharana ao amin ny rnm 10 ramavoarianja landilalaina ravalisoa couturière , styliste , modeliste
Eny , fa tadidiko eto, izany izy nisomeby, somaritaky ny asa, norombahin-tebiteby, 15- izany tongony namindra iny lasana ka lasana, kanjo izao ankehitriny, efa momoka ao am-pasana.
Ny toera-misy azy no niova, niha-tsara ; ny mpamelona azy foana no matetika misolo fa ny feony ’lay fahiny mbola injany ; injany ihany !
Ny famaritana nataon’ny mpitandrina
Vinany andakatanikely
Loharano nataon ny mpikaroka, martsa 2019
Mitamberina isaky ny fiandohan’ny andininy ny voan-teny raha io dia manambara fa tsy mandry fahalemana ny rehetra noho ny fivoaran’ny haratsian- toetra
Ny zava-kendrena voalohany dia ny fampahafantarana amin’ny ankolafin’olona rehetra ny fisian’ny fikambanana mpanoratra faribolana sandratra marina fa efa antaonany maro no nanapariahana ny asasoratry ny sandratra tamin’ny alalan’ny haino aman-jery isan-karazany ; eo ihany koa ny fifampikasohana ataon’izy ireo mivantana...
Lisitry ny fafana
Ny lalanao eny aza, sakanany, tapahiny; ’reo hany mba tetezana ezahiny apaka; ’zay olona hafa foko gejainy sy roahiny; mangidy ka mangidy; mijaly ny vahoaka.
Mety azo ekena
Soa ka efa nomena toerana ange izy ireo fa tsy mety nijanona tany e!
Partie i consideration generale du de la recherche.
Niry-solosoa
Fayolle r , 1981
Voly volivoly
Ny andininy miovaova ny 52,77 n’ny tononkalo ao amin’ny vondrona ambara dia ahitana andininy miovaova avokoa. Izany hoe tsy mitovy ny isan’ny andalana isaky ny andininy. Ao amin’ny v. A lah 35 soava dia miaraka amin’ny tompo , ohatra misy andininy lah. Isan’ny andalana 1 4 2 2 3 4 4 4 5 8 6 2
Ny ho an’ny mpitondra fanjakana nanankinan’ny vahoaka ny fitokisany ny mpitondra fanjakana. Araka ny lalàna mantsy, dia fifidianana no nahatonga azy ireny ho eo amin’ny toerany. Faly ny vahoaka raha misy ny fandrosoana, na fahombiazana mandritra ny fotoana itondran’ny manam-pahefana. Zava-dehibe tokoa izany, ary samy m...
Crahay, evaluation et interraction maître-élève, service de pédagogie expérimentale université de liège 1-avd , p. 2 on considère que toute évaluation affecte le comportement du maître et celui de l’élève 23 m. Crahay, op cit, p. 5 la recherche en éducation fourmille d’exemples qui attestent que les maîtres developpent...
Ny valin’ny fitondran-tena 1 ny fifandraisany
Andiam-panontaniana ho an’ny tale
Ireo trano ireo dia samy tsy misy varavarankely, izany no trano nentim- paharazana fa avy hatrany dia varavarambe roa ihany hita eo amin’ny kibon’ny trano antsinanana sy andrefana. Mizara ho efitra roa ny trano ka ny atsimo no misy ny fatana fikarakarana sakafo sady fatorian’ny ankizy amam-behivavy ary ny efitra avarat...
Direseb diréction régionale de l’enseignement sécondaire et de l’éducation de base
Nalisoa ravalitera, ny fitia sy fitia, va tak 221
Summary our research is based on topic the place of popular literature such as tono ngah mikalo in gazety ngah 2006-2009 in social life and in the country the work is devided into three big parts the first part is about literature in general and popular literature, and a reminder on what happened before and during 2006...
Poule avp poule app 3,18 3,188 -4,000 15 ,001
Misy mpiteny iray manao karazana tari-dresaka mety amin’ny alalan’ny fanontaniana izany, izay fanontaniana toa manebaka avy hatrany. Ohatra 1 azafady andriamatoa, ianao izany anie ka miebo ho tapany toy ny rano an- tatatra. Ohatra 2 fa ahoana izato izy raondriana no jerena toa farimanga tsy lany hamamiana kanjo tahon-k...
Ratrema william. Fampianarana taona fahatelo. 2001. 19 lala- rakotoson raolisoa julienne agnès , lovako t11, editions ambozontany, analamahitsy- antananarivo, 2001 , p.9
Betsaka ny tombon-tsoa azo avy amin’ny fiompiana ny akoho manatodilava. Tsy ny mpiompy ihany no mahazo tombon-tsoa amin’izany. Mahazo ny tandrify azy avokoa na ny olon-tsotra mpividy isan-tokantrano na ny kaominina nipoirany, ny faritra analamanga. Rehefa mandroso ny kaominina sy ny faritra dia mampisy fivoarana eo ami...
Ankoatra ny fehezanteny sy voambolana dia anisan izay tena mirakitra hevitra ihany koa ny mari-piatoana ao amin ny lahatsoratra eo amin ny fandinihana ny endrika ivelany ka tsara hofakafakaina.
Mamaly ny fanontaniana izay nampiahiahy teo aloha momba ny loharano iaingan’ny hevitra ao anaty asa soratra ny mpanoratra eto. Izy ihany no manaporofo fa hevitr’olombelona ny ao anaty asa soratra fa tsy hevitry ny soratra velively akory. Izay mbola manamafy ny lafika tokana olombelona hatrany.
Manankasina ny fanambadiana. Fitiavana ambony indrindra tokoa no mendrika hifanolorana dia ny fitiavana madio tsy misy pentina. Vetsovetson’i haingo izany ao amin’i mason-doria
Ny filalaovana ny antithése sy fanovana anarana ho fanehoana ny fositra mandrava ny fitianana hita amin’ny hoe aza mety tambazan’ireo jiolahim-pitiavana vola ny voninahitry ny tokantrano. Tano mafy sao dia miafara amin’ny fanenenana a. P 225 ahitana antithèse tsy ampidirin’ny mpampiankina maneho fifanoheran-kevitra ity...
Tsy ny voka-bary ihany no aseho eto na dia io aza no tena hasongadina fa ao ny voamaina sy ny legioma. Fafana 21 ny vokatry fambolen’ny tantsaha ny taona 2008
Présenté par hasina jessica randrianomenjanahary directeur de mémoire suzette malalatiana ratiaray
Ohatra2 momba ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra mitondra ny lohateny hoe r hendry ve ny adala? R, e. D. Andriamalala, in antso, tak. 17-18. R saingy hendry mantsy ianareo, satria misy tetika hilazana fa manga ny lanitra. Ary raha misy olona iray manohitra ny hevitrareo hanambara fa mainty izy, dia adala no hilazana...
Vondrona ambara, tak 71 123 vondrona ambara, tak 53 124 vondrona amabra, tak 25 125 vondrona ambara, tak 6
Ny mpitahiry vola manokatra ny kaonty sy maka ny volan’ny faf miaraka amin’ny filoha; mitàna ny bokim-bola faranana isam-bolana sy ny antotan-taratasy manamarina ny fandaniana ary manome izany ny mpanamarina kaonty mba hamarininy sy ny filoha mba ho ekeny ; manao ny tatitra ara-bola izay apetaky ny tale ho afisy ao an-...
Toy izao ny amin’ny orimbintana raha aseho amin’ny vazantany efatra kisary 2 maneho ny orim-bintana. Loharano tantara ny andriana i, tak 30.
Itý ohatra iray itý izao, dia ahitana azy telo ireo landy fiainana daholo izany ry mahefa a. Afaka bacc i tovo, dia natao ny raharahanay. Lokaloka tsy nisy toy izany teny am-piandohana, nivadika ho adiady madinidinika, gidragidra tsy misy fiafarany, dia fisarahana no niafarany. 199 ny teny hoe lokaloka sy gidragidra te...
Ianao milaza tratra hariva ianao miangoty mbola hody fa lavidavitr’eto, izay akaninao izay ka tsy maintsy tsy maintsy miainga ianao tsy maintsy hatreo koa ny takarivantsika madivadiva ho vita.
Raha ny sekoly amin’ny ankapobeny no resahina dia azo lazaina fa mahazo tombony ny mpianatra ao satria ao amin’ny faritry ny sekoly ihany no misy ny toeram-panatanjahantena. Manana trano famakiam-boky ihany koa ny sekoly izay azo lazaina fa mahafapo satria saika misy ny boky rehetra ilaina amin’ny taranja rehetra. Tsy ...
Vetsovetso mamatonalina
Ilay dian-tananao injay miredareda anatinay fa masina ilay tomponay nanorenanay finoana.
Ny ditram-balifatiko
Marihina anefa fa na miroboroborobo aza ny asam-pambolena eo anivon’ny kaominina , mbola loza mitatao sy zary sakana mihitsy ny fisian’ireo aretina mpahazo ny voly toy ny haombary , ny holatra , ankoatra ny biby fiompy mitondraka sy ny mpangalatra.
Manjary malomaloka manara-bolon’andro ny fiainana eto iarivo matroka ny lanitra dia maloka maharitra ny foko fa manembona fa ny foko te-hofihinina manomboka mitrebona manjary toy ny andro mivolo matromatroka ny fiainana eto iarivo. Miraki-panembonana mivimbim-pitokonana ny fo fa manimanina manin’olo-tiana gina dia mang...
Fo miara-miofo
Miresaka amin’ny reniny. Ambaran’i ny eja izany ao amin’ny tononkalo mama 2001 tsaroako ianao mitaintaina satria tojo adin-tsaina tanaty fangirifiriana ilay sombiniainao ka dia sina
N’iterrompez pas votre interlocuteur, même si vous n’êtes pas d’accord avec lui. 61 tovana laharana 1, fafana 2. 62 il l’adolescent veut être libre, faire ce qui lui plait sans frustration.
Antso avo, 1974-1950;
Boky i, analandolo, fiz 1, tak 2 115 boky i, adala sitrana, fiz 7, tak 43
Ao vorehe, tanànan’ireo mikea mivoatsy no ahitana sekoly fanabeazana fototra sy ambaratonga faharoa. Na eo aza anefa izany dia ny zanaka vahiny sy mikea mivoatsy sasantsasany no mianatra. Ny zanaka mikea kosa dia beaziny amin’ny tapasiry sy tapato o ary beko. Fianarana mihaza sy mamantatra ny mahakasika ny ala no amola...
Universite d’antananarivo
Fizarana vii tovana
Raha raisina ho ohatra ny ampahan-dahateny iray nosoratan i zakaria nampitondrainy ny lohateny hoe jaona jaona no anarany. Fito taona izy izay maty izay. Zaza nahafatifaty, dongadonga, baribary maso. Volo lava voafarana, misahondrahondra, mainty, rajaona , 2000 25 .
Azo lazaina fa tsy zazakely intsony ny mpanoratra tamin’ny fotoana nahafatesan’ireo ray aman-dreniny ireo, satria iraika amby telopolo taona izy no maty ny rainy 31 , ary dimy amby dimampolo taona 55 tamin’ny nahafatesan’ny reniny. Nitaiza sy nanolokolo azy dimy 5 mianadahy araka ny azony natao ireo ray aman-dreniny ka...
Ny fanaovana vakisiny
Filazana manjo amin’ny finoana sy fanantenana ny fisian’ny fitiavana madio mangarahara
Sary 4 baiboly nivoaka tamin ny 1865