text stringlengths 10 11k |
|---|
Raha ny rano izay nantsakaina nody ventiny ka ifaliana raha ny zanaka izay notezaina tafasondrotra rehefa any aoriana raha ny zavatra izay nambolena misy vokatra mahafinaritra dia mitobaka tsy azo fefena ka mameno ny tany aman-danitra ny korana sy ny kalokalo ka hadino ny fiaina-mandalo! |
Bolongan-javatra tokana, fa misy hasin-javatra maneho izany. Nolokoina tamina sarin- teny samihafa ireny hevitra ireny ka hita fa ampy hanehoana ny angolam-pihetseham-po tanteraka ny safidin’ny mpanoratra tamin’ny filalaovana ireny sarin-teny ireny. Maneho tokoa izany fa tsy ravadravaka ka azo esorina ny sarin-teny fa ... |
Ivato 10 ivato 3 3260 16 204 |
Fifaliana re no sisa, fiainan-tsoa sy paradisa! |
Tsy mahazo manao an’izany hono e! Ny ato an-trano aloha hono vao ny any andray, andao moa akia ry hasina a! |
Vorona mitomany lahatsoratra famotompotoran- 2 |
Anarana hatrany am-piforonana |
Amin’ireo andalan-tononkalo ireo. Fahefana amam-pitondrana tsy nikendry velively izay hahasoa ny vahoaka. Toy izay ny azo lazaina momba iny lohahevitra iray tokony hohadihadiana ao amin’ny kilasy voalohany iny. Fa ndeha hojerena ny lohahevitra faharoa, dia ny momba ny hasina izany. 22- ny hasina |
Tsy misy tokoa angamba olon amihevitra fa fiteny ny hoe mivahiny raha |
Ao amin’ny tanànan’ambohimahavelona no nanatontosana ny asa fikarohana izay haroso eto. Kaominina ambanivohitra ambohimahavelona, ao anatin’ny disitirikan’i toliara ii, faritra atsimo andrefana. Fomba tsy levon’ny taona mifandimby ny fomba nentin-drazana, ka mbola hita taratra ao amin’io tanàna io ny fitazonana izany. ... |
Mitafitafy w v ? S z ? J |
Dia nangoraka aho nijery vehivavy verijery, sady koa mitonantonana! Fa nahoana loatra ho aho milangalanga sahisahy miaraka amin’ny vadin’olona! |
Fanalavan-teny afa afovoany adrefana amge association mondiale des guides et des eclaireuses amtd asa misiona an-tanan-dehibe bipi baden powell bp boite postal ddk departemantan ny diakona dfa departemantan ny fitandremam-pananana sy fampitaovana dff departemanta ho fanasoavana sy fampandrosoana dfi departemantan ny fi... |
Ny karazana asa soratra nataony. Maro karazana ny asa soratra efa navoakan’i eric ravalisoa. Saika ahitana ny sangana asany avokoa ireo karazan-dahatsoratra , toy ny tononkalo, ny tantara foronina. Misy amin’izy ireny anefa no mbola tsy natonta ho boky, ao koa ny efa azo jifaina any amin’ny trano fivarotam-boky. Ireo b... |
Ampasimbe 34 5 |
Fitenin-drazana manatevina sy manamafy ny lokom-pilazana |
Araka izany dia iray ihany ny finoana sy ny fanantenana. Ahoana anefa no anavahana ny maha-ara-dalàna azy amin’ny finoana sy fanantenana tsy mari-pototra na poaka aty ? |
R’ilay zanahariny |
Hambanjoky 35 taona v |
Fampijaliana sy fanagadrana an’iadanivahiny tao maromandia, sainte marie ary nfiifarana tao antanimora antananarivo. |
Sont toutes à la recherche d’un premier emploi. La dernière différence est qu’après le secondaire, les autres niveaux d’instruction ne sont pas représentés dans cette proportion. Chez les jeunes femmes de 25 à 34 ans au chômage, la part d’individus à la recherche d’un premier emploi croît avec le niveau d’instruction p... |
Quand dire c’est faire avec introduction et traduction de gilles lanes seuil, paris. 187 p. |
Tsy migoboka migoboka tsy migoboka |
Bl av mr ’rauka ’rauka ’roka ’lauka ’lauka ’loka mi’fauka mi’fauka mi’foka ’sauka ’sauka ’soka |
Ny ataonay hoe endrika anatin’ny vondrona ambara dia ny tarakevitra sy ny foto-pisainana ijoroan’ny hira maintimolaly. Isan’ny maha-zava-kanto ny literatiora tokoa ny tarakevitra. Natokanay ao amin’ny fizarana fahatelo, amin’ity asa ity, ny fikarohana ny fomba filazan-javatra maneho izany. Fa ny haseho eto dia karazana... |
Raha izay ny mikasika ireo tanàna mandrafitra ny fokontany fenoarivo, manomboka eto kosa isika dia hijery ireo tanàna mandrafitra ny fokontany andrainjato. |
Notaterina tato amin’ity fizarana faharoa ity ny momba ny fandaharam- pianarana tantaran’ny literatiora sy ny vokatry ny fanatrehana ny fampianarana natao tany an-dakilasy. Lafin-javatra vitsivitsy no noresahina tao amin’ny fandaharam-pianarana toy ny toerana nametrahana ny lohahevitra tantaran’ny literatiora , ny vani... |
Rev. Cousins wp , ny fomba malagasy, imprimerie protestante imarivolanitra, 1955, tak 156. |
Moa ’lay mpiantsa horakoraka sa mpikalo manjoretra? Moa mpanaitra tadin-tsaina sa valiha mihararetra? Na ’lay mpitady ny tanteraka saingy tsy afaka hetaheta? |
Eme réunion |
Gennette, figure ii, collection points, ed du seuil, paris, 1969 la description c’est un ordre à la fois explicatif |
La communauté est aujourd’hui convaicue des opportunités qu’offre la pêche, et le groupe des pêcheurs de sandogo compte à présent une centaine de membres. Il y a 20 pêcheurs formés qui sont en mesure de transmettre leurs compétences à plus de 60 jeunes cultivateurs, sans terre pour la plupart, qui désirent aussi appren... |
Andeha hifanaovana dina zareo hajanona ireo adi-rimanareo raha misy maditra tsy mety mba miala hasiana kopala 60 satria efa adala. |
Ammi zoma 16 jan 2009 |
Haninona hiangavy raha mbola tsy miteny dia hay fa tsy hoekena? |
Araka izany, hita tokoa fa manabe ny olona ho tia mikarakara ny malok’ila 1-5. Ny vatan’olombelona koa anefa dia mila salama. Maneho betsaka ny fomba fikolokolona ny vatana ho salama ny malok’ila. Manaporofo izany ny nametrahana ny tantara ho tao amin’ny toeram-pitsaboana. I bakoly koa izao, ohatra naratra dia notsaboi... |
Mangahazo sy anana sakafo atoandron’ireo fianakaviany niasa teny an-tsaha ity fianakaviana farany ity15 dia ny mangahazo ny azy no tena sakafo antoandrony, fa ny fahandro azy no miovaova arakaraka izay fangarony misy eo am- pelatanany. Efa nisy fiantraikany teo amin’ny olona ihany izany ny fanentanan natao. Tsy inona a... |
Raha vao mahita dian’omby mampiahiahy hita eo amin’ny kizo dia tsy maintsy mampandre ny fokonolona ny mpiandry kizo amin’ny alalan’ny antsiva, hazolava, okoko, sns, ka izay olona mandre izany dia tsy maintsy mampita avy hatrany amin’ny tanàna manodidina azy, ary dia toy izany hatrany ny ataon’izay mandre ny fanairana; ... |
Izay ninoako sy tsaroako ho zava-tsoa tokoa, tokoa, toa efa lasa sy voakasan’ olon-kafa avokoa. |
Izany ka izany no fahaleovantena c’est tout cela, en bref, l’indépendance, ami ! Niadian’ny razantsika sy namonoany tena, pour laquelle nos pères ont offert leur vie, nidirany tam-ponja, niaretan-tsesitany, enduré les prisons et l’exil en leurs temps, namoizany ny hareny, namoizany ny rany. Sacrifié leurs biens et fait... |
Ankoatra izay, dia eo ihany koa ny tranom-bokim-pirenena, izay tena manampy ny mpianatra tokoa. Azon’ny mpianatra atao tsara ny mamaky boky ao, satria tsy lavitry ny sekoly io toerana io. Noho izany, tokony ho mora amin’ny mpianatra ny hanao ny famakafakan-kevitra, satria tsy lavitra azy ny boky, fa eo anilany. Misy ih... |
Mampianatra teny frantsay 06 |
Ny famaritana ny fahafatesan’ny poeta tsy fahafatesan’olon-tsotra na olona manana hasina hafa fahita amin’ny fiainana andavanandro no vetsoin’ny faribolana sandratra eto fa fahafatesana poeta. Ho an’ny mpandinika maro, noho ilay fisiana voalohany ao amin’ny poeta dia tsy maintsy mandalo fahafatesana izy izay vao miaina... |
Ohatra 1 ny hita ao amin’ny ratra lalina haimah sedra! Ny fitiavako manontolo mbola mitoetra ao aminao. Sedra, tsy izaho ange no nisafidy ny raiko e! |
Niteraka fahatsiarovana ho azy, ny fahitàna ireo toe-javatra manodidina azy, vokatr’izay fitiavana tsy tanteraka izay ihany. Hoy izy ao amin’ny hoe tsiaro31 midola malefaka foana ’lay hazo niaraha-nialoka saingy ianao indro aloka |
Angola mihomehy mafy ha, ha, ha raharaha ity lehiretsy. Tena ts isy taona marina ny fitiavana, fa rehefa mipoaka dia soa mavamavana. Hitako ange i nenibe no soa mavamavana endrika ery e. Fa mba iza hono ity lehilahy 265- nahalatsa-damba an i nenibe? |
Raha tiana araka izany ny hananana fiainana milamina, ka hahasalama ny vatana, dia zavatra tokana ihany no tokony hatao an-tsaina ny fiononana sy fanajana ny tany nametrahan’andriamanitra antsika, fa tsy hifindrafindra fonenana ka ho |
Les facteurs de résistance aux changements sont la non continuité du processus la non continuité de l’enseignement des normes et des valeurs ainsi que la baisse de l’autorité de certains formateurs provoquent le rejet du nouveau comportement acquis par les stagiaires. La différence d’autorité des formateurs les conflit... |
Sedra ka matoria amin’izay àry e! Ajanony ny resaka fa efa hisasaka ny alina. |
Ny fanontaniana ampiasain’ny mpampianatra any amin’ny fanombohan’ny fampianarana amin’ny fanaovana famerenana sy any amin’ny fiafaran’ny fampianarana amin’ny fanatanterahana ny fampiharana no tiana hambara amin’ireto karazany roa ireto. Araka ny hevitr’i m. Boutrand, dia ataon’ny mpampianatra izany mba hahafahan’ny mpi... |
Lahy e ! Manao sori-baton’ilay jamba, lahy e ! Voa anie izy vao mitanila; lahy e ! Raha sendra an’ireny mahantra loatra, lahy e ! Miantso dada nefa aiza intsony, lahy e ! Maniry reny nefa tsy hita; lahy e ! Nankaiza izoky nankaiza izandry, lahy e i ka farany dia mitaraina. |
Ary mba manao ahoana àry izany botry misosa eny anivon-dranomasina? |
Hitako daholo androany ireo saranga tsy an-kifidy s’ireo olona izay fantatro fa nanaovanao adidy. |
Calvet, j. L. |
Ny fitodiky ny trano kosa indray dia miankandrefana, araka ny fitenenana hoe miakandrefam-baravarana , na avaratra andrefana. Any andrefana no filentehan’ny masoandro, ary mateza kokoa ny andro ny tapany hariva. Mba ho azon’andro tsara sy hahasalama ny tompony àry ny trano, dia natodika any andrefana ny varavarana fidi... |
Lala-rakotoson raolisoa j. A , lovako t12, ed. Ambozontany analamahitsy antananarivo, 2003, tak.17 |
Les auxiliaries les plus employés55 combinables avec le futur combinables avec le passé et le présent |
Soa izahay sy sedra ihany, ry dada maharitra fa taiza foana hono izy no tonga alina toy izao ? Sedra nisy lesona tsy maintsy novitain’ ny mpampianatra izay, ry dada, ka somary efa maizina ihany ny andro vao vita. Soa sady efa ela ihany koa anie ny nahatongavany. Maharitra eny e! Matoria amin’izay ary, fa mbola hiresaka... |
Soa ny ahy ry koto, ny zavatra tena tsy tantiko dia ny hitenitenenana ahy 450- amin ity fivavahana arahiko ity an! Raha i koto akory tsy hahahozongozona ny finoako mihitsy e! |
Hatevezina hono isika, kolokoloina ho vory nofo ’zay any ambadiky ny tazana sora-doza maro loko miovaova, tsy madera, mahafanina ny maso ’zay tsimbadiny no asa. Ho avy hono ka andraso |
Ranjo ranjoranjo ranjoina ranjoinjoina 421 ranoka ranodranoka ranohina |
Le guern, sémantique de la métaphore et de métonymie, coll. Langue et langage, larousse université, paris 1973, tak 67 la métaphore serait une conséquence de la limite des moyens du langage. |
Ny lalan-tsaina momba ny fahafehezana teny roa |
Noho ny fitiavany ny namany |
Ny fanazarana miompana amin’ny vontoatiny |
Tsy ny hakeliny akory no nahasarika ny feon’ny fieritreretan’ny ntaolo amin’ny fihetsiky ny vitsika, fa ny fifanarahan-tsaina ananany, ny fahaiza-manambatra ny heriny. |
Ny lesona tsoahana momba ny fanoritsoritana teto dia izao 1- tsy maintsy mazava ny lafin-kevitra anorenana ny fanoritsoritana 2- miainga avy amin’izany lafin-kevitra izany ny fanazavana entina 3- tsy ny lafiny rehetra eo amin’ny zavatra hazavaina akory no lehibe. Koa mba hampivoitra izay lafiny manan-danja tiana hasong... |
Ity tonon-kira ity kosa indray ny nentin’ny mpanoratra milaza fa tsy afaka ny hampirafy robena fa efa manana olon-tiana; noho izany dia manery an-kolaka an’i nanja izy hitady olon-kafa ho tiavina. 2.1.2.2. Ny fampiasana ny tononkalo |
Mauriac f le romancier et ses personnages. Editions 1933 ra corrêa. Paris. |
Ka izao no iangaviako anao mbola misy ny azo atao antsoy ny mpiara-milalao hanarina izao hita izao. |
Ny lafiny jeogirafia |
Rm.78 tarehinô jerline tarehinô jerline tieko ho hita viavy meso madinika ambo jerline e sambe tsara e |
Nitombo ihany koa ny isan’ny mpianatra teny amin’ny oniversite tao anatin’ny efatra taona 1975 ka hatramin’ny 1979 raha araka ireto tarehimarika manaraka ireto 40 1975 1979 boursiers 3000 12000 etudiants 9874 29000 bacheliers 3045 12000 |
Iii.2.3- ny lafiny fahasalamana |
Dia niova sy naka toeram-baovao indray izahay araka ny toro marika nomena anay. Haingana hatrany ny fivezivezin’ny resaka sy ny baiko. Lalina loatra ny fahaizan’ny zanak’olombelona fa ojam-peo no solon’ny an-tarobia taloha. Noho ny fisaritahana sy ny famaizan’ny fitaovana amam-pitafiana, dia nanoin-tsarotra ny fahalala... |
Tahaka izay koa ny fanerena sarety na ny fanamboara sarety. Ny sarety izay fitaovana tsy afa-misaraka amin ny tantsaha satria natao hitaomana zezika sy hitaterana ny vokatra. Lafo anefa ny sarety satria eo ho eo amin ny iray tapitrisa ariary ny vidiny. Tsy vitsy amin ireo tantsaha no tsy manana azy ka voatery manofa is... |
Hatony ny mpanavotra, raiso izay ody aina, araho ny teniny, saotra aman-daza omeo. |
Janoary 1999 |
Azo zaraina telo miavaka tsara ny toetr’andro izay iraisan’ireo tanàna ao amin’ny distrika manontolo amin’ny faritra melaky. Manomboka ny volana mey ka hatramin’ny volana aogositra ny ririnina izay sady mangatsiaka no maina. Maina kosa ny tany hatramin’ny volana oktobra, izany hoe, mandritra ny lohataona. Mafana sady b... |
Iii.3.1. A |
Sary 03 fary mamy t 11 t.144 |
Coudra 79 ny fah |
Tsy nampijanona ny hetahetam-bahoaka liam-panafahana izay kobaka am- bavan’ny mpitondra izay, fa vao mainka nitohy ihany ary nihamafimafy kokoa ny fanoherana ny tsy rariny. Nampahatsiahivina tamin’ny vahoaka, fa efa an-taonany maro izay no niharetana ny fanjakazakan’ny mpanjanaka, ka tsy tokony hoekena intsony. |
Sy takona ao ambany |
Noho izany rehetra izany dia heverina fa afa-mamaly ny soa sy ny fanambinana angatahana aminy ny zanahary sy ny lanitra, na ny razana, mba hahatsara ny fiainan’ny zanak’olombelona nohariny. |
Na ny mpijery na ny mpihaino. Taratra ao anatin ireo ny anatra, izay natao hamolavolana ny olona hahay hiara-monina sy hahay hitondra tena manoloana ny mpiara-monina. Mety maneho ny tantaram-pirenena ihany koa izy ireny indraindray. Izy telo ireo dia samy natao hialam-boly. Endrika anatiny ireo tantara ireo dia samy ah... |
Ny tapany ii |
Nahazo ny capacité en droit tao befelatanana ihany koa izy. |
Ny tenabeko foana no tsy afa-manoloana ny saina dia efa niainga nihoatra irony bainga |
Ny mponina eto an-tany misosa toy ny elatra makany am-pasana any. |
Tak.70, and.3, and.4 |
Ny mpampianatra dia tokony ho tonga aloha eo amin’ny efitrano fianarana na ny atelier , ka izy no mampiditra ny mpianatra. Ny mpampianatra ihany koa no mivoaka farany ny efitrano fianarana na ny atelier ny surveillant kosa dia manara-maso ny fizotran’ny fidirana. Ny mpampianatra sy ny mpandraharaha rehetra dia tsy main... |
It-an, nommer ? Prétérit ha -h it, j’ai nommé où a représente e |
Ny fahitana ireo rehetra ireo, dia nahatonga ny mpanoratra hiaiky ny fahaizan ilay mpamorona ao amin ny andininy farany ry mpamorona nahary, italanjonako eto ianao, amin ny asa lavorary, izay atrehiko eto izao; |
Jo andrianasolo sy ny fahatanorany |
Tsy mbola nisy ianao no tao am-poko izao hasina ananako mihitsy raha ny zanako ary ankehitriny iny nofiko iny, tongako nalaza f’izaho velon-jaza. |
Ny toetrany azo sokajiana telo ny toetra ananan’ny aina ilàna fitsimbinana io sarobidy satria fototry ny fahavelomana azo afindra amin’ny fananana fara sy dimby manam-petra ny ananana azy, satria ny nateraka dia ho faty indray tsy ananan’ny tompony fahefana ny aina. Alain’ny nanome azy amin’ny fotoana tsy ampoizina. |
Tari-dresaka ataon’ny mpampianatra misy tari-dresaka ataon’ny mpampianatra amin’ny fanombohana ny lesona. Arahana andiam-panontaniana izany. |
Mba ho any amin’ilay vehivavy anankiray ô fofombadin’ilay lehilahy atao hoe josefa ary i maria no anarany |
Sefo fokontany |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.