text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsy izay ihany fa eo koa ny filazana karazam-borona ka isan’izany ny vorondreo. Fandokoana sy fandokafana ny vorondreo no hiraina amin’ny hoe raha na ino ô ! Vorondreo ô ! Fa nandalo lilahy bitika manga fiô129 e e o. B.22 1-3 ny vorondreo dia isan’ny vorona manga feo tokoa ka izany indrindra no hirain’ny osika eto. Mbo... |
Karazana fihetseham-po maneho hafaliana maneho alahelo maneho tahotra maneho hatezerana takila 25,47,47,48,58 27,110,145,147 46,46,124 79,87 isa 5 4 3 2 fafana n 4 maneho ireo karazana fihetseham-po hita ao amin’ny v. A. |
Ny sora- mandry 32 io matetika no fampiasa 33 koa na dia any anatin’ny lahatsoratra ampiasana ny tarehin- tsoratra rômanina aza, dia mety hahitana sora- mandry atao sora- mandry ny lohatenina boky , ny anarana hairaha na haitao malaza, ny anarana tranom- barotra iray sns. 34 azo lazaina, araka izany, fa azo atao tsara ... |
Ny tanjona eo amin’ny firenena anisan’ny tanjon’ny ta. Fa eo amin’ny firenena ny hampita ny tekinikam- pambolena voly rakotra amin’ireo tantsaha rehetra, ka mba ho anisan’ny tekinika filamatra izy amin’ny fanatsarana sy fampitomboana ny vokatra miakatra. Ankoatra izany dia anisan’ny zava-dehibe amin’ny asan’ny ta. Fa n... |
Loharano météo, toby beravina fianarantsoa, 2003 |
Hoy ny finoan’i dokotera ndretsa. Nanampy tosika ny fiverenan’ny fahasahiany koa ny fiheverana efa lalim-paka tao aminy hatramin’izay fa tsy misy an’izany fanahy miriaria izany velively ao analandolo. Hevitra nentina hampihorohoroana ny mponina fotsiny izany satria misy mahazo tombotsoa manokana amin’io fampitahorana n... |
Samy miandrandra ny hahatrarany ny tanjona kendreny avokoa ny mpanao asa fampandrosoana rehetra raha manao asa ao amin’ny toerana iray. Matetika anefa dia misy ny tsy fahalavorarian’izany, satria dia misy hatrany ny vokatra tsara sy ny vokatra mety tsy mahafa-po mitranga. Ireo vokatra ireo ary no handeha hovahavahana m... |
Ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona |
Ts imanato f’angaha ialahy hatory hitsotsotra e! Mipetraka fotsiny! Eo no misy malalaka ko tsy hitako indray. Mandra-pamatratray sy ra- gly vetivety ny entana fotsiny ! Fafao amin’ity lamba ity aloha ny tenan’ialahy! |
Marary marina ny tany 106, hoy i niry-solosoa. Tsapa tokoa ny fahamarinan’izany raha ny zava-misy eo amin’ny toe-karenan’i madagasikara no jerena. Anisan’ny ahatarafana izany ireto toe-javatra ambara manaraka ireto tsy afaka mifanandrina amin’ireo vola vahiny toy ny euro sy ny dollar ny ariary ambany tokoa ny sandany, ... |
Ras oary misaotra pasitera! |
Ny fanondranana ireo akora voajanahary vokatry ny taniny sisa no mba hany azon’ireo tany madinika ianteherana. Vitsy ihany anefa ny vola ampidirin’ireny, noho ny fiovaovan’ny vidim-bokatra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Rehefa voahodina anefa ireny vokatra ireny aty aoriana, dia miverina any amin’ny firenena niaing... |
Ny liona tanora dia manana ny tanjaka ampy hiriariavany sy hery entiny mitady sakafo. Noho izany dia manana hery sy fahatokiana lehibe izy eo amin’ny lafiny rehetra. Toy izany ihany koa ny olona manao ny marina. Ny olona tsara fanahy dia manana herim-po, mahatsapa ny tsy fananany tsiny sy ny fanoloran-tenany ho an’andr... |
Famintinana ny fizarana voalohany |
Seho 1 ny 21 janoary sy ny 22janoary 2015 sampana fambolena sampana fiompiana manao fanamarinam- pahatongavana |
Lamin’ny lahateny organisation textuelle lokom-pilazana registre |
Samy manana ny fari-piainany ihany koa ny olona tsirairay, misy ireo manana tombony mihoatra ny hafa ary misy ireo izay mahantra. Miankina amin’ny saina sy ny herim- batana izany. Maro araka izany ny laza masaka fanaon’ny olona mba hanandratana tafahoatra ny mpanan-karena ary anambaniana tanteraka ny mahantra. |
Koa ny lohateny nosafidina dia ny hoe fomba famolavolana boky fampianarana ny taranja malagasy ho an’ny kilasy famaranana, miainga amin’ny fandinihana sy fitsikerana ny boky fary mamy t. 12 tsy vao izahay akory no misantatra manao asa fikarohana momba ny famolavolana boky, fa efa nisy tokoa ireo zoky teo aloha. Anisan’... |
Olombelona |
Sary 23 trano fandraisam-bahiny 109 |
Tsy latsa-danja amin’ireo firenena roa voalaza ireo raha i angletera no asian-teny. Manandrana matetika ireo baomba atômikany ihany koa izy, ary tsy misalasala ny hampiasa izany raha misy fanohintohinana ataon’ireo firenena milaza ho matanjaka azy. Nafindrany tany kenya avokoa ireo fitaovam-piadiany ireo tamin’ny fiand... |
Koa mangina ny tebiny omaly fitsaharana anie hampifaly 45 koa mangina ny fiainan-ko lava fa ilay nofo dia toro sy rava! ! Raha lasa ka indro tsy hiverina masina ny havana banga ny hovitrovitro izay mitamberina 50 noseranan’ny avelony angamba. |
Mahalala onony |
Marina ny teninao! Iraka iray avy any ambony aho miteny malefaka foana a njely ve ianao? Voalazanao! M maninona aty aho tompoko? D dia aiza aho? Io jereo fa eo ambonin’ny fandriana ianao izao a andriamanitra ô! Ma tory ve? Sa maty aho? Toa misy dokotera be dia be ireo mijery ahy ireo? Maratra be ny lohako sy ny tongotr... |
Io endrika w ateraky ny tovona m- eo amin’ny firafetany amin’ny voanteny miantomboka amin’ny zana-peo io dia vokatry ny fivoaran’ny tovona. Endrika mu- no nisy tany aloha ; ny zana-peo u ao amin’ny endrika mu- dia nihintsana teo anoloan’ny renifeo iantombohan’ny fototeny, fa voatazona ho w kosa izy io eo anoloan’ny zan... |
Ny eritreritra, manaikitra |
Lova k’ilay izy aza toa miditra an-trano mihitsy f’angaha mila mivoaka akory. Njara ie! Mahay mamoha trano. Nefa trano mihidy laclé dadavelo tena raharaha izany rankizy! Lasa saina be njara eny ho aho ry dadabe! Fa inona aloha no masaka ao e! Dadavelo oadray! Efa ho masaka mihintsy izay ny mangahazo f’alao aloha ho jer... |
Mandraisa anjara fanarenana, natao ny antso fanentanana na eto na hatrany ampita, dia maro ireo mahala-tanana izay voaangona dia any, ny asa anefa tsisy vita ny aina re no matezà, samy ho eto, hifankahita. |
Misalasala hiteny izy ireo na hainy aza. Marihina hatrany moa fa fotoana voafetra no nanaovanay ny firotsahana an-tsehatra ka izay hitanay nandritra izany no entinay aminareo. Araka ny hitanay mpanadihady, somary mandefidefitra ny ankizy any ambanivohitra. Indrindra eo amin’ny fandraisam-pitenenana. Toa hita ho mametra... |
Manjaka amin’ity fotoana ity ihany koa ny fihavanana izay kolontsaina mampalaza ny malagasy. Ny anta ala tsy mba miady ampaty 100. Na ny olona fahavalo aza no zohim-pahoriana dia vonjena sy ampiana. Atao mihitsy izay hihavanana. Raha misy ny manana olana any amin’ny fiainana andavanandro dia mifamela helokamandritra ny... |
Rabemolaly, n ravalitera, h ravelomanana, fary mamy kilasy voalohany, ed. Salohy, 1975, tak. 137 20 cinema rex andohan’analakely ankehitriny 21 p boiteau, op, cit, p. 336-339, le lundi 19 mai 1929 étant jour férié, la conférence était prévue pour 9h 30 a l’ouverture des portes, la police commença à filtrer les auditeur... |
Ny fitaovana sady efa tranainy no tsy ampy ny dabilio. Ao amin’ny efitrano fanaovana informatique , ohatra, dia zara raha misy seza ; torak-izany ny efitrano fianarana telo isaky ny dabilio ny mpianatra kilasy voalohany sokajy d sy sokajy a. Misy akony any amin’ny fizotran’ny fampianarana izany toe-javatra izany. Eo am... |
Velona ny anjomara! Ka ny taonjatontsika |
Fiz an ah oa alo mb am ana |
Ii.1. Ny endrika isehonan’ny onjam-piainana |
Timothy ware, l’orthodoxie l’église des sept conciles, desclée de brouwer, l’église orthodoxe ou communion orthodoxe est tout d’abord le nom officiel d’un corps ecclésial fondé par les apôtres et organisé par les pères de l’église |
Fitsidihana toerana |
Dia vatolampy mangatsiaka no hianoka ny hasoany ao anaty haizin-kitroka haizin-kitroka? Maizin-kitroka ny tany |
Sedra manahoana i rojo. Izay fa rahariva. |
Karazany anarany asa ataony |
Izany. Ny filentehan’izany ao an-tsainy dia hahatonga azy hilozoka mafy amin’ny fianarana izay ataony. Raha milentika ao an-tsainy, ohatra, ny faniriana fatratra ho tonga mpampianatra taranja malagasy, dia tsy maintsy hilozoka amin’ny fianarana izay ataony izy mba hahatanterahany ny fikasany. |
Fanadihadiana natao. 11 ramalina, izany andriamihaja izany no tompony. Ireo fa tao manankasina no toerana nifindrany farany sy nahafatesany. |
Larousse, une langue est l’ensemble ou l’unité de langage parlé ou écrit propre à une communauté. |
Tanàna niorina taloha. Manambara izany fa vitsy ny mponina teo aloha, saingy nitombo kosa izany taty aoriana ka niitatra ny tanàna. |
Ny sehatry ny fampianarana sy ny fanabeazana ny fandiavan’ny zaza sy ny tanora an-tsekoly, sy ny fahatozoan’izy ireny izany fianarany izany araka ny tena ilany azy, na ihany koa na dia ny farafahakeliny tokony ho hay amin’izany aza, dia antoka iray amin’ny fampandrosoany ny toe-kareny, azy manokana aloha, avy eo ho an’... |
Hiaraha-mankalaza androany toy ny fanao isan-taona ny vaninandrom-pifaliako dia ny fetin-dry izany. |
Io mpisolo tena laharana voalohany amin’ny tokana -o io dia renifameno na famenon’ny em fantatra satria azo avadika ho lazaina izy io ka manome mahafantatra lalana aho. |
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky i, tak 130 345clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 128 346 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 177 |
Manamafy izany ny tononkalo hoe pôlitika150 tsy manan’aina ho entina hianatra intsony fa sarotra idirana ny ambaratonga ambony sady nohalafosina ny saran’ny fianarany hatramin’ny kojakoja, nomanina tsy ho arany ka tsy manana aina intsony hanohy hatramin’ny farany tsapa fa ny fiainan’ny malagasy iray manontolo mihitsy n... |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Sendra rado a! Angamba aho voatery hanafatra mpanampy ihany, fa tena sahirana loatra isika. Ny zazakely koa moa itý, toa tsy dia salama firy, fa tsy haiko mihitsy izay ataon’ny any amin’ny akany azy! |
Famoahany ny heviny ka nitady olona hafa mpanelanelana izahay nanangona ny hevitra. Ny resaka sy ny esoeso etsy sy eroa teo amin’ireo vehivavy tao an-tanàna dia noraisina an-kafaliana. Tsy misy ifanomezan-tsiny ny fiainana. Noho izany, naleonay nangina nanaja tena. 0.8. Ny fetran’ny asa |
Sasany anefa mampandefitra ny sakafo sy ny fitafiana manoloana ny sitrapony. Fandaniam-potoana amin’ny zavatra tsy mahasoa no mahasarika azy, hoy ratrema william, v. A, tak.38 vokatr’izany, reraka sy malemilemy, ary mety hanaraka hatramin’ny ain-dehibe mihitsy aza. Misy, ohatra, ny vehivavy mitondra vohoka nefa sady mb... |
Ralihivao j. B. V 2003 |
Ho amin’ny asa fonompoana, ho anao izay nofinidy hiantsoroka ny adidy 5 amin’ny asan’ny finoana, tsy ianao no hibolidy raha tojo fitsapana eny an-dalana hombana ka hivadi-panekena 10 sy hataho-masomena! Hoy ny tompo aminao teny tsotra nefa hentitra mahereza, mahatanjaha! |
Niherika izy; hay i lemena sy ny reniny. Nanatona, sady nanontany izy, sao mba fantatr’izy ireo izay handrotsahana ny vola ho an’ireo any atsimo. Nitsatsaingoka i lemena haingana ialahy, fa izahay izao, vao avy eo mihitsy, iry olona mifanitsy amintsika anaty trano fitaratra iry eny! , hoy ny reniny, mandehana faingana ... |
Na dia atao hoe, malemy eo anatrehan’ny lalàna mifehy ny zavaboaary aza ny olombelona dia mba misy ezaka ataony ihany eo amin’ny fiainany mba tsy hampiraviravy tanana azy fotsiny. Tsapa, anefa, fa tsy mahaleo izany ny herin’olombelona, araka ny voalaza manao hoe kanjo vahona mangidy no voadidy ny fanantenana mantsy tsy... |
Sujet dina |
Mbola olana ihany koa ny tsy fahampiam-panafody, satria zara raha misy ireo toerana afaka mamoaka fanafody. Fafana fahafito famintinana ny lafiny fanafody |
Sarotra ny manakatra 1 |
Ny raozy kanto tsara loko sady mahafatifaty no nanindrona misoko zary fery mandra-maty |
Famaritana ny aina |
Vita tara avokoa ny lalana avy aty antananarivo mandra-pahatonga eo bejofo. Manomboka eo kosa dia lalan-tany indray no aleha nefa na izany aza azo lazaina ho tsara ihany izany lalana izany na dia mamovoka tokoa aza. Izay no naha- bejofo an’i bejofo ny jofo midika hoe vovoka. Efa maro ireo karazana fiara mifamezivezy an... |
Ny hodidina sy ny hevitra fonosiny ny ambara amin’ny teny hodidina aloha dia ny zava-misy ivelan’ny teny izay isehoan’ny serasera 159. Ho an’ny serasera fampianarana ohatra, dia fitambaran’ireto ny hodidina ny sekoly, ny lakilasy, ny olona samihafa mifamezivezy ao, ny fitaovana ampiasaina ao, ny hetsika isan-karazany t... |
Matetika no voasoratra ka izany no anisany fototra mahatonga ny olana mandiso ny verindroa amin ny zanapeo sosona. |
Ny zanaka hendry harena tokoa, dia haingo sy ravaky ny tokantrano ! Tsy misy to’azy satria ny tsitoha no efa nanolotra sy nitsodrano ! |
Antananarivo razaiarimanana l , tontolo isainana, imprimérie berti marohoho. 1991 antananarivo. 5 tak torquat f. P de , fanabeazana zezoita. Foi et justice, jureco. Edition et arts 1952 graphiques. Antananarivo randja zanamihoatra pseud randriamananjara e , vainafo tononkira. 1969 ambozontany. Fianarantsoa. 143 tak. |
Destinataire kamisy ny vadiny ny zanany |
Fehiny fiarahamonina faha mpanjaka no asehon’ny ôsi-piraraza a. Tsy ny andriana sy ny hasina no tandrovina amin’ny ôsi-baiavy toy izany fa ny hasina nisy teo amin’izy ireo. Hany ka na dia niova aza ny firafitry ny fiarahamonina dia notazonina an-kira ihany ny hasina nanany. Tsy dia nandala ny fitondran’andriana ny tsim... |
Betsaka ny sokajin-teny azon’ny endrika yang ialohavana, saingy hatrany hatrany dia tokony hisy anarana izay soloany eo alohany ka mpamaritra izay anarana izay ny andian-teny fameno ampidirin’ity mpandrohy ity. Ohatra azo ampiharina amin’izany rafitra izany ny mpanondro ini ity, itikatra, ito sy itu io, ireo ka manome ... |
Tambinteny fizahoana |
Maître de conférences |
Raha ireo no jerena, dia hita fa tsara ny fanaovan’ny mpampianatra ny tombana, isaky ny mahavita lesona iray. Nisy tamin’ireo mpampianatra natrehina no nanatanteraka izany. Ny zava-dehibe mantsy dia ny fahafolahana ny fahalalana omena, mialohan’ny hanomezana fahalalana vaovao. |
Isan’ny mponina 0-6 taona 6 -15 taona 18-49 taona 50 taona 2 816 739 805 869 4o9 |
Ny tamberina andian-teny andohan’andininy |
Dren fitambaran’ny. Mpianatra t1-t5 fitambarany ratio |
Loharano ben’ny tanàna |
Amin’ny maha dokotera mpiasam-panjakana azy, dia nifindrafindra toerana araka izay nanendren’ny fanjakana azy izy. Voatery nilaozana iarivo. Nahatsiaro ho |
Dottrens et alli, eduquer et instruire, op. Cit si le but de l’éducation est de préparer et de faciliter l’integration de l’enfant dans la société en lui faisant acquérir des connaissances, des savoir-faire, des habitudes, des règles de morale, il est bien évident que ses acquisitions sont fonction de la société dans l... |
Vita va ny asanao b |
Fanoto 93 haingana 94 antsy |
Miovaova be ihany ny tahampahafaham-panadinana ao amin’ny cisco vohipeno. Misy ny antonontonony, misy kosa ny ratsy. Ny antony niteraka izany dia miankina amin’ny toe-draharaha mitranga eto amin’ny firenena. Ohatra fitokonana ara- pôlitika maharitra eto amin’ny firenena, fitokonan’ny mpampianatra. Manampy izany koa ny ... |
Loza r’ise ’lay vony voahitsaka fa nanimba orona ny fofony manitra izy nihorona hay ka namitsaka namboatra ny taho sy tsilo haranitra lolo efa firy no tonga nitsentsitra nioty ny fanja sy tsiro miheliny? Fa tamin’ity izy gina ka hentitra moromoro vaventy ankiray no tsy teliny zatra mpikaroka hafinaretana mantsy r’ise n... |
Fampiharana entina mody raha tapitra ny ora |
Torolalan’antananarivo! Any an-tsaha ka haingon’ny eny, an-tanàna ka ravaka vita! Voninahitr’ireo izay niteraka sy tabihan’ireo nanabe! Hiran’ny zanak’antananarivo manao asa basy , takila 15 |
Raha tonga taona ny hanambady izy dia nosakanan-drainy ny fikasany hanorin- tokantrano amina tovovavy iray, izay efa sady nifankatia taminy no efa nifanao voady izy roa, ka tsy tanteraka ny fanambadiany. Mbola mahery mantsy tamin’izany fotoana izany ny tenin-dray aman-dreny momba ny fanambadian’ny ankizy. Rehefa tsy to... |
Ny filazantsara araka ny lioka 15 24a; 32 |
Dia lazaina ho nofinofy? |
Mpanapaka hevitra sy miseho vahoaka. Ny vehivavy kosa dia miasa mangina ary mankatoa izay fanapahan-kevitra raisina. |
Les fleurs du mal, beaudelaire |
Escarpit r , sociologie de la littérature. Collection que-sais-je ? N 777. P. U. F. Paris 1964 autrement dit , un public-interlocuteurs existe aux sources même de la création littéraire. |
Fizotry ny lesona fanontaniana valiny fanamarihana famerenana lesona ny anjara, ny lahatra |
Ny zana-kevitra kosa indray dia ny valin’ny renihevitra teo ambony ihany. |
Atahorana vahiny daholo izay rehetra tian-katao ao an-tokantranon’ny tena, ka manjary tsy mahaleo tena, ka anarany fotsiny tahaka ny fatam- bary fahavaratra sis any hoe tokantrano mahaleo tena, fa ny vahiny ihany no toavin-teny 58 izany fisehoan-javatra izany no hanafaingana ny firodanan’ity repobilika i ity, izay inoa... |
Fampahafantarana ankapobeny momba ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo azo lazaina fa anisan’ny literatiora zandriny indrindra eto madagasikara ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo na ilay antsoin’ny maro amin’ny teny mahazatra hoe tantara. Na izany aza, tsy mena-mitaha amin’ny hafa izy ary manana ny hakantony. Hoy i k... |
Bitsik’i dada |
Mise en uvre assurée par le fnes fondation nationale de l’enseignement supérieur qui coiffait l’université proprement dite et les instituts spécialisés. La fnes charles de gaulle est présidée par le président de la république malgache et comporte un nombre à peu près égal de représentants respectifs de gouvernement mal... |
Conclusion generale la tendance à l’approche communautaire commence désormais à s’installer dans plusieurs pays. Mais comme nous l’avions affirmé, cette culture était déjà ancrée dans la vie quotidienne des malagasy. A présent, nous avions perdu notre identité et notre sagesse d’autrefois, nous sommes arrivés à un stad... |
Ka raha tonga ny andro merika mahamaitso irony bozaka ny ao ambatra efa fongotra tsy mba misy izay harotsaka. |
Figure i et ii, paris, ed. Du seuil |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.