text
stringlengths
10
11k
Loharano hanitramiora
Toy izao ary izany fandaniana izany raha raisina hatrany amin’ny sakanjaza fafana 17
Wielland r. J ny antony mahatonga ny faharerahan-tsaina in amboara 1984 voafantina n 13. Edition i. A. D. Antananarivo madagasikara.
Raolison, rakibolana malagasy, tak. 292, ambozontana analamahitsy, antananarivo, taona 2003
Ddt no ilazan’ny olona azy
Namorona ny lalantsaina socioconstructivisme tamin’ny taonjato faha sivy ambin’ny folo i lev semniovitch vygotsky 1896-1934 tompon’andraikitra amin’ny fianarany ny mpianatra. Izy tenany no miezaka manorina ny fahaizana amam-pahalalany saingy mitana anjara toerana lehibe amin’izany kosa ny asa atolotra sy ny olona manod...
Be mpaniry be mpitia nefa koa mampianjera mampiova itony dia .
Xxiii 141 146
Figure i. Collection points. Editions du seuil. Paris
Mandeha, mangirifiry! Mijanona, be fahoriana! Koa mba iantrao, ho aho zareo fa mahantra.
Fametrahana fepetra fifamalian-drafi-pehezanteny fifamalian-drafi-pehezan-kevitra, mitovy vahana, mandravon-kevitra mialoha sinton- kevitra no enti’ny mpiteny manitrikitrika fa mila mahay rehefa miresaka aminy. Raha tsy ho vatolampy ampy handihizako, raha tsy ho tanety ampy hielezako, miala dieny mbola tsimaninontsiman...
Nisafidy ny soratra àry i ran e satria ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra iray amin’ireo poeta mampitoetra ny teny ao anatin’ny tononkalony izy. Hita taratra ao anatin’izany ny teny mirakitra ny tontolo iainan’ny olombelona dia ny tontolo hita maso sy ny tontolo tsy hita maso.
Asiniony 13 janoary 1997
Miora mija
Tamin’ny mpianatra 86 izany, dia 59 nisafidy ny teny vahiny, izany hoe ny 68,60 n’ny mpianatra nanaovanay fanadihadiana dia mirona amin’ny teny vahiny ny fitiavany dia ny taranja anglisy sy ny taranja frantsay. Raha ny hita eo amin’ny fampianarana ny taranja malagasy, dia tsy mamaly ny filàn’ny mpianatra amin’ny zava-m...
Laharana sary takila 1,2 ny maha andranovorivato an’andranovorivato 22 3,4 ny fitafy betsileo 24 5,6 ny fiainan’ny tantsaha mandritra ny havaratana 27 7,8 ny fiainan’ny tantsaha mandritra ny hasotry 27 9,10 tokantrano tao isamizanany 32 11 ny tsena amin’ny andro alatsinainy 42 12,13 ny kilasimandry, endrika ivelany, za...
Famaritana ny sehatra niasana ny faritra avo antsoina koa hoe tanàna ambony dia manomboka eo amin’ny rovan’antananarivo ka mandra-pahatonga any ambohipotsy sy andohamandry raha jerena avy any avaratra mianatsimo. Tafiditra ao anatiny ihany koa faravohitra, imarivolanitra, andohalo, andafiavaratra ary ambavahadimitafo.
Faharoa, ny fahefana amam-pitondrana;
Riba fomba amam-panao isa-paritra ny fandrosoana ny fahafahana ny fihavanana malagasy
Mpianatra ao amin ny kilasy 1ère d
Trano sekoly a trano sekoly b
Efilefaheloka
Solohery ranalison, aingam-pivoarana, laharana manokana, 1979, tak.1
Tian-kambara amin’izany, ka ny vary sy ny volamena no mitana ny anjara toerana lehibe indrindra amin’izany. Ny jono noho ny kaominina manana renirano roa lehibe izay voalaza tany aloha dia anisan’ny fiharian’ny mponina izy io. Olona eo ho eo amin’ny 239 na 0,02 no mivelona ami’izany. Mbola ny fomba fanjonoana nentim-pa...
Kisary 10 maneho ny vokatry ny fanarahana ny fomba fiasa nampiharina
Fandrosoam-baovao 16-17 i.2.4. Fanasina 17-18 i.2.5. Vaovao frantsay-malagasy 18-19 ny gazety nivoaka tao natin’ny vanim-potoana 1945 1960 20-21 toko faharoa zava-nisy 22-47 ii.1. Zava-nisy talohan’ny taona 1945 23-33 ii.1.1. Eran-tany 23-27 ii.1.2. Teto madagasikara 27-33 ii.2. Zava-nisy teo anelanelan’ny taona 1945 -...
Hita tany amin’ny kahie hira sy fahatsiarovana nampanaovina ny mpianatra.
Nanana ny lanjany manokana teo amin’ny literatiora ihany koa ny re amerikana, ndeha hambara amin’ny ankapobeny ny momba azy ireo.
Momba ny fonon’ny boky
Gazety akon’ny fanabeazana laharana 04, mey 2011, tak 04 ? Gazety basy vava, lah.6320, 06 11 12 ? Midi flash lah. 210, 26 12 11 ? Gazety jejo laharana 874 sy 6351, 21 11 11, 06 12 12
Toe-batana kilongavavy tsara tarehy. Maranitra dia maranitra ny orony, manify ny molony, madinidini-joro ny endriny, maranitra koa ny fijeriny, mifaingoka miakatra sy mahery ny volomasony, ngita ny volony ary ataony fato-tokana any ankatony. Tsara tarehy izato tovovavy hitany lalina fa tsangambato velon’ny fahatsaran-t...
Mponina ny faritra
Manana ny andraikiny koa ny lehilahy na dia tsy misongadina ohatra ny an-dry zareo andriambavilanitra aza izany. Ny tiana hosoritana manokana dia ny mpikabary sy ny mpandihy. Iaraha-mahalala fa ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra. Noho izany, iankinan’ny fahombiazan’ny tarika ny fahaizan’ny mpika...
Tamin’ny andron’andrianampoibimerina. Voatahiry tamin’ny alalan’ny tadidivava na lovan-tsofina ireny ny tsara homarihina dia izao azo inoana fa maro ny hira natao hialam-boly toy izao tamin’izany fotoana izany, raha tsy handray afa-tsy ny hira misonenik’andriamosasa sy iabanimora 383 mifanaraka aminy ihany isika. Na ry...
Lala sy i lisy 96, ohatra, dia nifankatia am-panahy na an’eritreritra tany aloha, fa tsy nifankahalala endrika. Lasa mpivady tsy fidiny izy ireo. Nony fantatr’i lisy fa i lala ihany itý tovolahy notiaviny am-panahy, dia nandao ny tokantranony avy hatrany izy, ary feno fankahalana an’i lala tao aminy. Toy izany koa i la...
Andiany sy ny tarika rafi-pandaminana ao amin ny sampana mavo ny andiany sy ny tarika. Ny fitambaran ny voronkely ao amin ny fivondronana iray no antsoina hoe andiany. Vorona iray hita eo amin ny manodidina no atao anaran ny andiany. Ny toetra ananan ilay vorona no akana ny tarigetran andiany. Ny vorona atao hoe jerika...
Rado fa manelingelina anao angaha ny mahita ahy matory eto? Sa manahirana anao ny mamalona ny lamba nirakofako? Afaka matory amin’ny tany ange aho! Efa tsy manahirana anao amin’ny fahandroana ny sakafoko aho, fa efa tsy mihinana ato aminao, nefa mbola sorisorenanao ihany.
Lannoye c , la formation continue des enseignants, enjeux innovation et reflexivité, bruxelles de b ck, 2000, doc. 2685.
Tonta izy ary vory ho azy eo ny olona 65. Endrika isehoan’izany ankehitriny ny fiantsoana tarika amin’ny fampielezan-kevitra ataon’ny mpilatsaka hofidina. Ankoatra izay, fitaovam-panabeazana ihany koa ny hira gasy. Fampitam- pampianarana sy fananarana ho an’ny vahoaka ny hira gasy , hoy rakotomandimby, filohan’ny tarik...
Teny fampidirana
Ainsi, nous avons aussi ici la prépondérance des femmes qui veulent espacer leur natalité. Les raisons peuvent expliquer par le fait que ces femmes sont encore très jeune et n’ayant que leur premier enfant. De même, elles pratiquent la planification familiale pour mieux concentrer leurs efforts à leurs enfants en assur...
Ny fanondroana ny toerana
Mamantatra ny literatiora tamin’ny vanim-potoana 1820-1896 ary ny zava-nisy niteraka izany ;
Ny renifeo r indonezianina mamarana voanteny maro vany dia matetika mifamaly amin’ny renifeo tr malagasy miasa ao anatin’ny vanin-teny mamaran-teny satria samy an- dohalanilany ny hasimpeo r sy t ohatra akar vahatra, bibir vivitra, bukir vohitra, cukir sokitra, kikir kikitra, ukir sokitra
Raha aravona izany rehetra izany, toetra roa mifangarika kanefa manaitra avy hatrany, samy mampiseho fahavononana hiady sy finiavana handresy na dia amin’ny fomba mangina aza no hita taratra eto. Eo aloha ny fanerena isan-karazany ataon’ny frantsay mba hahatonga ny malagasy hilavo lefona sy hanao fanambarana ny firaket...
Ny petraka olana
Tsy ampy ny fanomezana ohatra, tsy nanomana tsara ny fanazavana ny sokajy ka zara raha vita tsy dia ampy tsara ny fanazavana, tsy ampy ny fanazavana nomen’ny mpanao exposé tsy mahafa-po ahy loatra ny valin-teny omen’ny mpianatra mpanao exposé tsy tena voakasika tsara ny tena hasina.
Solo an, an, ny vodiondry alakamisy, fa ny soratra sy ny mariazy no 445- sabotsy, andro iray ihany.
On ne saurait trop se garder de ces hommes qui disent que les indulgences du pape sont le don inestimable de dieu par lequel l’homme est réconcilié avec lui.
Ahirato izany maso, atopazo mba hijery rony fasana mangina 157
Na eo aza ny fikarakarana isan-tsokajiny dia mbola misy hatrany ny olana mitranga eo amin’ny mpiompy. Andeha hohasongadintsika indray ao amin’ity toko fahatelo ato amin’ity fizarana faharoa ity ny mikasika izany.
Technique d’approvisionnement non efficace la politique de l’approvisionnement est un élément clé de la gestion de stock. Avant toute décision d’achat, l’entreprise devrait d’abord recenser les potentiels fournisseurs, évaluer leur offre tant sur le délai accordé que sur la qualité et le prix du produit offert et sélec...
Approche historique de la civilisation d’amoron’i mania
Vato misakana maro no tsy maintsy nihoaran-dratovo tamin’ny fanatanterahana ny tarigetrany. Olona maro no efa resiny lahatra hiandany amin’ny heviny randrenja, ravalo, ranjeva. Ilezoma no hany tsy nanaiky ka manandrana farany hanova hevitra azy eto amin’ity dinika ity. Hita araka izany fa mirakitra fifandresen-dahatra ...
Tanteraka tanterateraka
Tdt 1 15-16
Hazo fisaka halavany 4m, tavany 20sm 30 isa
Mamaritra ny mpandray anjara ao amin’ny tantara foronina ;
Izay no rabenja solomon ary tamin’ny 02 desambra 1996 izy no nodimandry. Hoy kosa isika, raha mindrana ny tononkalony hoe ireo soratrao miantsa soa tsy anononana,
Kotoaribe,
Raha haravona àry izay voalaza rehetra izay, inona no azo ambara mikasika ny voalazan’ny mpamoron-kira eto?
Azo lazaina ho tsy manara-penitra io teny io eto satria tsy faranteny ny -tra fa vanin-teny mamarana ka ny lalànan ny vanin-teny no tokony harahiny. Ny renifeo na ny zanapeo ao no tokony hiova fa tsy ny isan ny vanin-teny sy ny tsindrim-peo no mibaiko izany fiovana izany.
Verrai-je clélia ? Se dit fabrice en sréveillant. Mais ces oiseaux sont-ils à elle ? Les oiseaux commençaient à jeter des petits cris et à chanter, et à cette élévation crétait le seul bruit qui srentendit dans les airs. Ce fut une sensation pleine de nouveauté et de plaisir pour fabrice que ce vaste silence qui régnai...
Raha ity angano ity indray no jerena dia maneho, ara-bakiteny, fa misy rohivoaary isan-karazany izay samy manana ny maha izy azy. Eto, ilay voninkazo dia te hifindra amina rohivoaary tsy mahazatra azy, saingy tsiriritiny, nefa tsy nisy nety taminy ireny. Hafa ihany ny mahazatra sy ny mifanaraka amin’ny maha izy azy ny ...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure formation initiale c. E. R lettres malgaches
Ambaran’i di hatrany, anefa, fa mila fandanjalanjana izany, ary ilaina hatrany ny fanomezan-danja ny teny malagasy, ny fametrahana azy ambonin’ny teny hafa rehetra. Aoka anefa tsy hanamparana! Vokatry ny hakamoan’ireo marivon’ny salosiny ka. Ny tenin-drazany. No ailika sy atosiny h. R, seho 3 manaraka izany, noho ny fa...
Hita araka izany fa mety tena hiova tanteraka ny hevitry ny mpanondro arakaraka ny andian-teny iarahany. Tsy manalavitra loatra ny hevitra maha mpanondro azy anefa izany na dia ahitana fahasamihafana kely ihany aza. Ny hevitra fonosin’ny mpanondro tsirairay avy ihany no iaingana andrafetana ny hevitry ny andian-teny.
Afaka manondro zavatra arakaraka ny hamaroany araka ny voalaza teo ambony izay nofintinina ankapobeny tamin’ny fafana. Ny mpanolotra milaza toerana kosa dia azo avy amin’ny fanasisihana tsofoka -n- aorian’ny i manomboka ao amin’ny mpisolo manondro inty, indreto, indreny, iny, injao, injany. Rehefa noresahina amin’ny an...
Maneho ny fitiavan ny mpianatra ny taranja teny
Ny fanovana endri-javatra mandoko ny fahalalana sy ny fahendrena
Ny anjara asan’ny fivavahana
Ho famaranana ny fianarana eto amin’ny sekoly ambaratonga ambony manofana ho mpampianatra, dia ilaina ny fanaovana asa fikarohana mba hahazoana ny mari- pahaizana capen certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale maromaro ny sehatra azo irotsahana amin’izany. 0.1 ny sehatra nirotsahana
Fanirahana ireo olona azo itokisana, ny vokany dia mitondra fifaliana sy filaminan- tsaina ary fahasalamana eo amin’izay naniraka azy izany. Mbola manamafy izany ny ao amin’ny ohabolana 17 14
Sary 8 ny zafikely misakafo
Fomba fiasa roa no notanterahinay nanatontosana izao asa karoka izao. Voalohany amin izany, ny fijerena kilasy sy ny fandraisana an-tanana ny mpianatra taorian izany. Tsy tokony hanalavitra ny sehatra anaovana fikarohana ny mpikaroka, izany no nahatonga an i cresswell 1976 53 hilaza fa ny mpandinika dia tsy hoe tsy man...
Ny fikendrena ny fahazoan’ny mpianatra ny vontoatin’ny zavatra ampianarina no noezahina navoitra tamin’ity asa fikarohana ity. Izany dia tsirin-kevitra avy amin’ny tombana momba ny fizarana asa, izay nahatsapana olana momba ny fahazoana ny fisongadinan’izany tao amin’ny kilasy voalohany iray nolalovana tao amin’ny lycé...
Aiza ianao no mianatra?
Lokom-pitiavana telo mateza, tsy miova, ny herim-pitiavana fa hery mibaiko ilay afo ao anaty, ho tompon-tsafidy mandray ny finiavana hitsoka azy foana tsy hety ho faty.
Somary ampahan-javatra ihany no asehon’ny mpiventy amin’ity fitantarana ity. Ny fomba filazan-javatra lalaovina anefa dia efa ampy hampiainana ny mpihaino ny zavatra tian-kambara. Anisan’ny filalaovana amin’ny gradation amin’ny hoe tabataba miady lava gidragidra mitory ny fitomboana miandalana eo amin’ny
Amin ny fokontany manodidina, na avy any amin ny kaominina hafa mihitsy aza tonga eo an-toerana manao izany asa izany, satria eo no mahazatra ny olona. Porofon izany ny resaka nifanaovanay tamin ny filoham-pokontany. Nambarany fa misy ny sasany amin izy ireo efa io asa io mihitsy no nosafidiny hameloman-tena na dia mis...
Noho izany tsy isalasalana ny milaza fa manosika ny olona hamokatra hatrany ny malo. Tsy hiankin-doha na hiantehitra amin’ny hafa, fa samy hahaleotena indrindra eo amin’ny foto-pivelomana ara-tsakafo. Ny tsy fahampian’ny hoenti-manana mantsy no mahatonga ny ankamaroan’ny olona mangalatra hala-botry ankoatra ny hakamoan...
Ohatra 1 tenina mpandinika hoy i clarisse ratsifandrihamanana, aingam-pivoarana, lah 6, tak 52 sady fitaovana no fandrotsirotsiana ny literatiora .
Tantara izay natokana ho an-jaza garabola na ho an’ny efa solasola sy ny matotra manokana
Voninkazo,
Lovia mikorintsana
Tasra sa d, 2017. Pédagogie, didactique générale et didactique disciplinaire halshs. Archives-ouvertes. Fr halshs-01531812, consulté le 30 janvier 2019.
Fandraisam-pitenenana sy fampitan-kafatra am-bava izay hita tany aloha. Ireto àry ny zavtra atao hanatanterahana izany ferana ny fotoana hanatanterahana ny fanehoana am-bava. Miankina amin’ny mpihaino izany satria arakaraka ny taonany sy ny traikefa ananany ny fifantohan’ny olona tsirairay manaraka lamina ny mpanao fam...
Alohan’ny hamaranana ity fanadihadiana momba ny teny sy ny fomba fiteny ity, dia tsara ny manamarika fa mampiasa sora-baventy matetika ny mpanoratra rehefa misy hevitra tiany hivohitra, na tiany hisintonana ny mason’ny mpamaky. Betsaka ny ohatra azo atolotra amin’izany, fa ireto vitsivitsy ireto no hotsongaina.
Premiere partie pathologies sociales et modeles de prise en charge chapitre i analyse des besoins et des problemes chapitre ii presentation de l’asa deuxieme partie resultats d’enquetes chapitre iii presentation du groupe cible chapitre iv la vie sociale dans le centre asa chapitre v a l’interieur et a l’exterieur d’as...
Amin’ny alalan’ny fanadinoana ny fotony tany ampiandohana. Ohatra ny fivavahana amin’ny teny latina dia tsy azon’ny ankabeazan’ny olona ka novana amin’ny fitenim-pirenenna na fitenim-paritra niaviany avy. Azo inoana fa vitsy ny malagasy no mahay manatanteraka fotoam-pivavahana amin’ny teny latina ankehitriny amin’ny al...
Maro ny toe-javatra nitranga teto madagasikara teo anelanelan’ny taona 2002- 2006 eo amin’ny lafiny pôlitika sy toe-karena ary fiarahamonina. Hojerena voalohany ny lafiny pôlitika.
Abinal et malzac s. J. , 2000, dictionnaire malgaches-français, edition ambozontany analamahitsy antananarivo rabenilaina roger bruno, 2015, morin jean-yves, vitasoa, edition ambozontany analamahitsy antananarivo rakotonaivo f , 1996, rakibolana frantsay-malagasy, edition ambozontany fianarantsoa regis rajemisa-raoliso...
Ny fomba fanomezan-tsakafo ny zaza iii-2- ny fomba nanatanterahany ny asa rehefa tonga ao ilay reny manana ny zaza tsy ampy lanja dia hamarinin’ny toby aloha ny fepetra rehetra ahazoany miditra, satria miankina amin’io ihany koa ny fetra andro omena azy ijanonany ao amin’ny hôpitaly. Maharitra 10 ka hatramin’ny 15 andr...
Toy izany raha fintinina ny ventin-kevitra novoaboasana tato amin’ ity asa fikarohana ity. Naseho amin’ny taranaka aty aoriana ny tantaran’ny firenena ary faharoa manaraka izany dia natao izao mba hakan’ny tsirairay anatra hitondrany ny fiainana hoavy.
Ny filaza matavy dia fomba fanehoan-kevitra manantitrantitra ny hevitra ambara amin’ny alalan’ny fanitarana azy amin’ny lafin-javatra samihafa tsy mampisalasala mba hampaharitra ny fifantohan’ny olona resen-dahatra sy manamafy ny firaiketan’ilay hevitra ao an-tsainy. Mety ho isan’ny fomba mampatavy ny hevitra ambara ih...
Entina hanorenana ny drafi-panarenana ny tompon’ny tanety ho vondron’ala.
Wellek rené et warren austin, la théorie littéraire, coll. Poétique, ed du seuil, paris, p306 le nom propre des personnages est le premier stade de leur individualisation
Sehatra niasana eny amin’ny faritra avo no tena ivon’ny tanàna fahiny, fa sady akaiky ny fitondram-panjakana no akaiky ny fitondram-piangonana. Manamarina izany ny fisian’ny rovan’antananarivo sy ireo fiangonana tranovato miorina eny.
Andriamangatiana, in tsikalakalan’olona , in vakivakim-piainana, tak. 60 herinandro dia voalamiko ireo kaonty nahavaky loha an’ingahy aziz nandritra ny tapa-bolana. Tsapako ho falifaly ery izy ka nanipitsipy vola kely ho ahy tsindraindray. Izay vao mba nisy ny karama fohy! 82 zava-dehibe araka izany ny fananana traikef...
Lycées d’enseignement général publics tamin’ny 2007-2008, mpianatra 3693 no voaisa ho nisoratra anarana tamin’ny lycée miankina amin’ny fanjakana tao amin’ny faritra. Ny tahan’ny famerenan- taona betsaka dia ao amin’ny distrikan’amparafaravola avy eo manaraka azy ao anosibe an’ala.