text stringlengths 10 11k |
|---|
Ran e 1979 firaketana ran e |
Teny fampidirana 1 0.1. Olana fototra 1 0.2. Antony nisafidianana ny lohateny 1 0.3. Antony nisafidianana ny kilasy famaranana 2 0.4. Ny lalan-tsaim-pikarohana 2 0.5. Petra-kevitra amin’ny asa fikarohana 3 0.6. Ireo asa fikarohana efa nisy nanao 3 0.7. Fomba nanantanterahana ny asa 4 0.8. Olana tamin’ny fanatanterahana... |
Fafana 5 ny dinika mitantara ao amin’ny sangy mahery. |
Iii-1. Eo amin’ny lafiny sosialy |
Ratsy fipetraka ny olana raha tsy misy vahaolana mifanandrify aminy. Manoloana ny fiheverana ananan’ny mpianatra ny amin’ny taranja malagasy sy ny toe-tsain’ny mpampianatra miatrika fampianarana dia misy tolo-kevitra hoenti-mamaha izany. Amin’ny maha mpitarika fampianarana ny mpampianatra dia ahompana aminy ny fanomboh... |
Rehefa resa-bola 23-vonjeo ny malala |
Zahao fahaiza-miteny, efa voalaza, tak.7-8. 319 efa voalaza teo aloha na mbola holazaina ao afara ny momba ny fihetsehan-tsaina voatanisa eto. |
Ny fahaiza-mitily sy manaraka ny firoson’ny fanazavana, izany hoe mahay mampifandray ireo dingana ireo àry, dia azo heverina fa mitarika ny mpianatra hahay hanadihady na hamakafaka ny serasera na famelabelarana atao aminy satria mahita ny hasin- kevitra rehetra ary mahay manoko azy ho foto-kevitra, mifandray amin’ny he... |
Tsy nafatotra fa natao singory ny dina nataonareo, tandremo sao voasintona ka mivaha. |
Ny teny gasy laroina vazaha manimba ny sofin’ireo tantsaha tena metisy, tsy vazaha, tsy gasy am-bava ihany fa tsy an-taratasy! |
Amin’ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; fa tsora-kazo no ho amin’ny lamosin’ny tsy ampy saina. Ohab 10 13. |
Nanao volan-tantely tany mahajanga i johary sy i bakoly. Tonga tany koa i landy ary nandrahona an’i johary fa hanakorotana izy raha tsy mijery azy. Nanaovan’i johary tetika anefa i landy ka nitsoahan’izy sy i bakoly. |
Fitaovam-piasana tena ilain’ny mpianatra sy ny mpampianatra ny boky. Volavolaina sy arafitra araka izay hampiasa azy izy. Fitaovam-pifandraisana ihany |
Ny sampana |
Fahalalana |
Fandrisihana hatrany ny mpanoratra namana hampitombo ny zava-bitany |
Va tongo-bakivaky , tak 14 165 dictionnaire larousse de poche, librairie larousse, paris, pp 337. Rime rétour de même son à la fin de deux ou plusieurs vers |
Ohatra olon-droa mandeha, mandeha mikora a oa lakeky e ! Fa telo mandeha, misy aloha sy afara oa lakely e! Olon-drery mandeha, mandeha manirery oa lakely e! |
Ny mombamomba ireo mpianatra sy ny fomba nitondran’ny mpampianatra ny lesona kilasy efatra no natrehina tao amin’ny lisea saint antoine seconde 3, première s1, terminale a1, terminale s1 ; dimy kosa no tany amin’ny lisea jean joseph rabearivelo seconde 1, première a4, première d3, terminale a7, terminale d5. Kilasy efa... |
Totaly naoty teknika 15 tatitra fitsidihana tanana |
Ny tsipika fohy ? Mitsangana isaky ny andalana ao anatin’ny efitra dia mampisaraka ny efitra. Manaraka ny filaharan’ny feo ny fandikana ny solfa ka ny andalana voalohany an’ny feo voalohany, ny andalana faharoa an’ny feo faharoa, ny andalana fahatelo an’ny feo fahatelo ary ny andalana faha efatra an’ny feo faha efatra ... |
Dia hisy indray tokoa edena faharoa! In ny tanamasoandro, 4 mai 1923 |
Lisea andrianampoinimerina sabotsy namehana ho fampahalalana misimisy kokoa ny sekoly dia indro atolotra misesy etsy ambany ny famaritana ara-jeografia ny toerana misy azy sy ny tantarany ary ny mombamomba ny sekoly amin ny ankapobeny. |
Dia hifampitaizataiza eo izany ianareo roa kely? |
Fa ny soratro sakaiza no mamohafoha ny saina manentana fanahy hanolokolo sy hitaiza hitsinjo anao maraina tsy ho velona ahiahy |
Famindrana |
Natao ny fidinana ifotony mba hahafantarana ny zava-misy marina any an-toerana, izany hoe ny olana misy eo amin ny mpamboly. Fampiharana ny fikarohana haiolona fototra dia mitaky indrindra ny firotsahana an-tsehatra, manamarika izany i b. Malinowski hoe ny fandinihana ny natiora mametraka fomba fiasa tsara kokoa ny fij... |
Solomona izy araka izany, |
Fotoana. 1 fotoana. Hanimba antsika izany satria nofo ihany izaho sy ianao 5 hikirotra ny endrika ny bika soa ho rendrika ny hery koa handao. Hanampy antsika akia! 10 hanampy fa satria hitaiza ireto saina saina mifandranitra hanan-karena ho manitra ho mamy akia ny miaina! |
Baba a ma- ray niteraka baba 20 badilika m miova vadika 21 bafta a n karazan-damba bafota, soga 22 baharia a n mpiantsambo baharia, mpiantsambo sakalava |
Ny toe-tany sy ny vohon-tany ary ny ny toe-tany manaporofo izany |
Ny anton’ny safidy nofidinay ny lahabolana mba hanompananay ity asa fikarohana ity, satria efa nanaraka ny fifanakalozan-kevitra momba ny fomba fandalinana azy ireny ny tenanay tao amin’ny kilasy fahefatra. Efa nampiharinay tamin’ny atrika asa nataonay tao amin’ny lma1 ihany koa izany tamin’ny volana febroary- avril 20... |
Ny ankapobeny amin’izay hita ao anatin’ny boky |
Fafana 21 ny fitsinjarana ny fotoana amin’ny ankapobeny 60 fafana 22 santionany amin’ny fihetsiky ny mpianatra nandritra ny fanatontosana ny asa 60 fafana 23 ny fandraisan’ny mpianatra ny fanitsiana 61 fafana 24 maneho ny fitsinjarana isa tamin’ny fanadihadiana lahatsoratra 62 fafana 25 ny isa azon’ny mpianatra tsirair... |
Hikabary ny lehibe ka izay tsy manatrika eo dia hihinana dimy andro any an- tranomaizina |
Dina tamin’ny faha mpanjaka no hitantsika teo, izay maneho fa fifanarahana eo amin’ny samy fokonolona no mahatanteraka ny dina, manaraka eto kosa no hanadihadiana ny dina rebotiaka. 2-2-2 dina rebotiaka |
Loharano ramatoa tienendry, talen’ny j. D. D m f, ny 21 11 2012, tamin’ny 10ora. |
Sehatra maro samihafa no anehoan’ny mpanoratra ny fitiavana eto eo amin’ny mpiara-mianatra, eo amin’ny mpinamana, eo amin’ny mpiray tanindrazana hodinihina tsirairay ireo sehatra ireo 1. Ny fitiavana eo amin’ny mpiara-mianatra |
Mba hahafahana manakatra izay voalaza ao anatin’ny tantara dia andeha hampiharina amin’ny alalan’ny shéma actanciel ny tantara. Eo am-piandohana no hamariparitana ny atao hoe shéma actanciel ; avy eo ny fanehoana an-tsary ny mpandray anjara ao amin’ny tantara amin’ny alalan’ny schema actanciel a ny atao hoe schema acta... |
Ny ltp alarobia dia azo lazaina fa sekoly manana ny maha izy azy tokoa eo amin’ny fampianarana tekinika. Manana ny lazany izany sekoly izany, na eto andrenivohitra na any amin’ny faritany. Indro ary aroso manaraka eto ny momba izany sekoly izany. |
Noezahina novelabelarina ny ankapobeny momba ny lalantsaina mifehy ny fahazoana izay iompanan’ny asa fikarohana. Hita taratra tamin’izany fa zava-dehibe ny fisian’ny fahazoana eo amin’ny sehatry ny fanovozam-pahalalana. Heverina aza fa ny fahazoana no taratry ny fandraisan’ny saina ny fahalalana. Natodika tamin’ny zava... |
Fizotran ny asa |
Lalana lalovan’ny ankamaroan’ny olombelona ny fitiavana eo amin’ny olon- droa. Tsy vitsy amin’ny tononkalo malagasy no maneho izany. Na iza na iza mpifankatia, dia tsy maintsy nandalo tamin’ilay antsoina hoe fitsiriam-pitiavana izy, aloha. Rehefa mianoka ao anatin’ny fifankatiavana izy vao mahatsapa ny fivelany. Noho n... |
Ireo olana setrain’ny fanabeazana maro ireo olana setrain’ny fanabeazana. Ireto tanisaina manaraka ireto ny santionany amin’izany 1.1.6.1. Ny firoboroboan’ny teknolojia raha nambara fa isan’ny vato misakana ny tanora tsy ho liana amin’ny famakiam-boky intsony ny firoboroboan’ny teknolojia amin’izao fotoana. Tsapa ihany... |
Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay .208 |
Ny vontoatin’ny tononkalo milaza fa feno fandrika ny fiainana ary ny rima ampisehoan’izany fisian’ny fandrika izany dia ny rima mifaningotra. Izany hoe, misaringodringotra toy ny fandrika ny zava-misy niainany, ka naharihariny tamin’ny alalan’ny rima mifaningotra. |
Fizahan-takila |
Tsipahiny eo ny zara-vilana izany hoe adidin’ ny mpanoratra ny maneho ny fahamarinana voatakona. Fa manoloana izany koa, tsy mijanona ety ivelany fotsiny ny mpanoratra fa mirotsaka mihitsy miahy sy mankahery ireo tratran’ ny toy izany. Io no nahatonga an’i rado hiantsa manao hoe hanoratra ihany aho, sao mba ireny no me... |
Rafi-pitatitra ao amin’ny atidoha |
Azo ambara fa zava-misy tokoa izany, na izany aza anefa dia tsy mitombina tanteraka ny fahamarinany eo amin’ny fiarahamonina maro hafa. Anisan’ny anton’izany ihany koa ny tsy fisian’ny vehivavy mirotsaka an-tsehatra ao amin’ny fifkrifama. Marihina mantsy fa dia ny tenanay nanao asa fikarohana irery no vehivavy nirotsak... |
Va tak 220 341 s rajaona , op ct, tak 54 342 va tak 31 343 va tak 75 |
Kanefa voatifitry ny harika mora. 459 |
Et document révisé |
Ilaina ny hambo eo amin’ny fitiavana, indrindra manoloana olona izay tsapa fa tsy dia tia ny tena. |
Fanontaniana |
Voambolana maro ary manome aina ny lahateny noho ny tombon-kevitra entiny. Anisan’ny famerena ihany koa ny fampiasana voambolana mamintina ny teo aloha anaphore na mampiditra ny resaka hatao cataphore amin’ny alalan’ny voambolana tokana, toy izay, izany, izao, inty, indro ilaina araka izany ny mahafolaka ny lalàn’ny fa... |
Fitambarany 93 100,00 |
Ny isan’ny mpampianatra amin’ny sekoly fanabeazana fototra tsy miankina amin’ny fanjakana isaky ny distrika aoa anatin’ny faritr’alaotra mangoro nandritra ny taom-pianarana 2007-2008 raha ny mpampianatra amin’ny tsy miankina amin’ity fampianarana fototra ity dia miisa 819 eo ao anatin’ny faritr’alaotra mangoro nandritr... |
Famakafakana |
Fatra fapatra fatrarana fatrapatrarana 67 fara farafara faranina |
Etsy babeko, razandry, etsy babeko ianao atsory malaky ny sandry, eo babeko amy ’ty lamba vao! |
Teny malagasy teny vahiny karazany ohatra isa karazany ohatra isa |
Ny zava-nisy teo amin’ny lafiny pôlitika talohan’ny taona 1922 |
Fa mandalo indray izao ny fiaran’ny mpanangom-bokatra manam-bola be atosaka, ndrao ny vary diso bosaka |
Ankoatra ny fitondran’ny reny sivy volana an-kibo ny zaza iray am-bohoka, dia mbola mitohy ny fanabeazana rehefa feno ny fepetra maha zaza ny zaza. Taona fiforonan-toetra48 ho an’ny olombelona ny fahazazana hoy i jean narivony. Ny androm-pahazazana no fotoana mahamora ny fanabeazana. Ho an’ny zaza, dia ny kilalao no ts... |
Ramaharavoharivelo, abéline eléonore, vehivavy, poetan’ny fanabeazana , mémoire de capen, antananarivo, aôut 2008, tak 43 |
Ireo mari-pahaizana ananany |
Raivo ilay olon-tian’i satan |
Kilasy famaranana tranga roa tao amin’ny lohahevitra ny olompirenena ao amin’ny lafiny kolontsaina no nosafidina fanajana ny fananana iombonana, ny fandaminana ny fifandonana. A- fanajana ny fananana iombonana, p.136-137 |
Araka ny anambaran’i van gennep arnold azy. Tsy misy sedra atao intsony, na amin’ny maty, na eo amin’ny samy velona, fa mandeha ampilaminana rehefa mandeha mandevina. 3-2-3-4 ny fiheverana raketin’izy ireny mifototra tanteraka amin’ny resaka siansa sy fivavahana kirisitianina ny hevitra raketin’ireny fomba vaovao ireny... |
Resadresaka tamin’ny tanora |
Directeur de memoire madame solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeur d’enseignement et de recherche à l’ecole normale supérieure université d’antananarivo |
Nul n’est certain de la vérité de sa contrition ; encore moins peut-on l’être de l’entière rémission. |
Hono rainibozaka. |
Tohan-kevitra miorina amin’ny fianteherana amin’ny fahefan’ny hafa1 |
Ny mpandalina ny haitsikera araka anjara asa dia mihevitra fa ny fiarahamonina dia manana anjara asa izay ilain ny mponina. Ho an i malinowski bronislaw dia tamban-javatra iray ny fiarahamonina ka dinihina amin’ny fotoana iainana ao aminy. Izany hoe ; miaraka jerena izy rehetra, ka ny dinihina ao dia zavatra iray eo an... |
Boky i tak 92 |
An’izany 2. Ny cognitivisme dia fomba fijery mandinika manokana ny fiasan’ny sain’ny mpianatra eo am-piatrehana ny fianarana, izany hoe, ny fahafahan’ny tsirairay mandray fahalalana, na manao asa iray. Ka izay fahafahana izay dia miankina indrindra amin’ny fomba fheverany manokana sy ny toetran’ny fahalalana ao aminy. ... |
Adala mantsy isika, manaiky hatrany hatrany ny fanimbana sesilany ity firenena ity! Adala mantsy isika, mino foana eny ny kobaka am-bava |
Dje i y arô neno farany nahitako an’azy; ndre ’zay tsy ampy tapa- bola a laha hisy. Zendana iaho io. Raha olo mbany natanjaka. Atao akory moa fa dje ny antony hiveloman-se a eto hanabela tantara amin’ny taranaka. Zay hingatra neno tantara nabelany ahatsiarovako an’azy farany. Akôn’izay koa 180 ase a abiaby io samby ha ... |
Ohabolana 15 |
Fanazavana sy tsoa-kevitra raha io fafana maneho toetra mivoatra io indray no jerena dia miverimberina indrindra ao ny voambolana ny fahendrena mahatratra dimy ambin’ny folo 15 izany, ao anatin’ny tononkalo miisa telo ambin’ny folo 13 mifanahantsahana amin’izany koa ny isan’ny karazan- teny maneho fahaizana sy fandroso... |
Paika momba ireo117. Tokony hatsangana ny sampana manara-maso ny fitsinjarana izany ary tsy ankinafinafina. Mitaky ezaka maro sy tolo-tanana ary miankina amin’ny singa tsirairay ny famahana ny olana. Inoana àry fa hitondra vokatra tsara ny fifamenoan’ny singa rehetra mandrafitra ny akany rehefa ampy ny hoenti-manana. T... |
Izany dia ahitana fivoaran-javatra 5 i- situation initiale fiatombohana ahitana filaminanana ii- epreuve qualifiante na sedra, fivoaran’ny tantara ahitana fitsapana. Iii- epreuve principale na fitolomana amin’ilay fisedrana. Iv- epreuve glorifiante na vokatra azo faharesena na fandresena v- situation finale fiverenana ... |
Nazava ihany ny lesona rehetra 1 alalan’ny lohahevitra tarihina |
Ambatomanga tsy lavitra an’i manjakandriana, tanindrazan’ny evanja ireto avy ireo tanàna nolalovany teto antananarivo andohalo amin’ny lalana galliéni toeram-ponenan’ny dadatoan-drobena. Nivantanan’ny fianakavian’i robena avy any manjakandriana hanatitra azy any amin’ny zotrabe. |
Tokana no tsy hiova dia ianao , ry fanahy, fa hiakatra handova ’lay fonenan’ny voatahy. |
Fandresena sompatra loatra rafahafatesana fa tia sotasota sy mpihetraketraka. Ka nombotany maika tsy ho isan’ny velona ’lay namololona vao mba nateraka. Kanefa omaly dia mbola nitsiky baliaka masoandro ’ty endrika soa fa tampoka nefa dia lasa nidify tsy ho isan’ny miaina fa lasa ambiroa dia vovoka sisa no indro nanotot... |
Fizarana voalohany loharanon’asa soratr’i faniry vatosoa iza moa io mpanoratra io? |
Groupe cible riverains, communes |
Lah faha- 3 izy 2 t44, 45, t68 2 |
Mivantana na an-kolaka amin’ireo mpandray anjara hafa izy ary rehefa tapitra ny mombamomba azy dia mifarana hatreo ihany koa ny tantara. Araka ny voalazan’i goldenstein hoe ny mpandray anjara fototra ao amin’ny tantara foronina no ifotoran’ny toe-javatra tantaraina 27 ny momba ny fanomanan-drobena ny diany ho any marov... |
Mikasika ny inona ny lesona riba farany? |
Nanaiky ny valin-teny ho marina ihany koa |
Fitsikerana ireo tranga hita nandritra ny fanadihadiana sy tolo-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika. |
Ranjatohery harilala |
Kafa mahaloa izany izany dia manambara fa zava-dehibe amin’ny marofotsy ny omby. Ny fiainany manontolo dia tsy afa-mivoatra raha tsy miara-miasa amin’ny omby. Ohatra ilaina izy eo amin’ny famokarana ny tany, eo amin’ ny fifamoivoizana sarety , izy ihany koa no hamidy ka miteraka loharanom-bola, sady anatontosana fomba ... |
Sy ny fitiavana randja zanamihoatra |
Ny mananatra zaza hary nify, hiomehezany raha vao midify; ny vava no vizana foana, fa izy tsy laitra toroana; ny manana zaza kiriana, no fara-fangirifiriana. |
Sompirana sompirampirana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.