text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny jiro ianaran’ny mpianatra |
Matetika tokoa anefa dia natao an-jorom-bala hatrany amin’ny fanatanterahana asa aman-draharaha na amin’ny fomba amam-panao isan- karazany ny vehivavy. Manambara izany ny maha hery ratsy ny vehivavy amin’ny fotoana famorana ny vehivavy noho izy tsy ampy hasina dia tsy mahazo miditra ao amin’ny trano masina 45, |
Fanamarihana zava-mahazatra mpisy aorian’ny fety no lazain’ny mpanoratra eto fando- kafana ny sakafo naroso tamin’izany. Asehony amin’ny alalan’ny fifandimbi- asana toe-javatra toa mifanohitra izany toe-javatra 1 inona no zava-misy malagasy mihinana sakafo vahiny vahiny mihinana sakafo gasy toe-javatra 2 inona kosa no ... |
Rouzalgues e. D , desaint ghislai c p.185 les opérations de base énoncer une thèse, discuter ; étayer, réfuter, justifier. |
Nankaiza ireny, nankaiza hoy ianao, nandalo niserana ny ahy sy anao nodimbiasan’ny hakanton’ny hatanorana hatanorana tsiky, hehy sy korana. |
Fetinao androany ! Toa tsy andrinao ery fa efa tapa-bolana ianao no nampahatsiahy ilay fetinao androany. Modiako ariana dia, modiako miolanolana, kanefa ny fanahy misaina izany hatrany dia fetinao androany ! |
Allô, bonjour miora! |
Ecole collège lycée ecole collège lycée ambatomanga 2961 82 0 3192 88 0 ambatomirahavavy 2650 487 0 2678 503 0 amboanana 3917 400 0 3981 464 0 ambohimandry 5313 427 0 5192 491 0 ambohimasina 1374 45 0 1346 44 0 ambohipandrano 2640 244 0 2694 258 0 ambohitrambo 2924 414 0 2861 443 0 ampahimanga 3253 506 0 3153 580 0 and... |
Vohilengo fotoam- pakalazana ny fetin-tsekoly taorian’ny fotoam- pisakafoana tao amin’ny toby kilasimandry ny mombamomba ny kilasimandry zazavavy ny fomba nisafidianana ny kilasimandry, ny fahitany ny tetikasa aef |
Lahateny ôfisialy na kabary |
Eto indray dia ny lela izay singa iray eo amin’ny vatan’ny olona no entina milaza ilay olona manontolo. Izany hoe ny olona mpandainga dia omena sazy. Fa ny olona milaza ny marina kosa dia ahitana zavatra tsara azo araraotina ny zavatra izay lazainy. |
Jolay h11 alatsinainy talata fanadinana |
Koa tano ny ampinganareo solontena mpiantafiky ny adin’ny fahaleovantena 55 ny zana-tsipika fandrebirebena tandremo ! Tsy hanimba ny zom-pirenena |
Gari letu linapendeza kuliko lenu. |
Tsy afaka ny hitoka-monina ny olombelona fa tsy maintsy miaraka amin’ny fiarahamonina hatrany. Koa amin’ny mahaolon’ny fiarahamonina ity mpanoratra ity dia nisahana andraikitra maro izy. Izany andraikitra noraisiny izany dia nisandrahaka tamin’ny sehatra maro toy ny pôlitika, finoana, kolontsaina, ary indrindra ny famp... |
Présenté par razafimahatratra dina fanjandriana |
Iza moa no gasikara moa ny any mahajanga? Toa tsy dia talaky maso, rakotry ny ala manga; nefa tany tena miavaka, sady toerana mafana, mahasarika vahiny izay mandalo dia tamana. |
Satria nailik’ireo dokotera |
Mba hahafahan’ny mpianatra misakafo ao amin’ny ’’cantine scolaire’’, dia tsy maintsy mandoa vary 123 kapoaka izy. |
Ny mpanjaka na randriambe isan-tanana |
Toerana midadasika tsy nofaritan’ny mpanoratra mazava ilay toerana isehoan’ny tantara amin’ity hoe midadasika ity. Na izany aza nampiasa ny sarin-teny izy mba hanomezany lalana ny mpamaky haka sary an-tsaina ny zava-miseho amin’ny faritra iray, ka hahatonga azy ireny hanakaiky ho toy ny zava-misy iainana andavanandro f... |
Ny competence linguistique na ny fahaiza- mikirakira ny teny |
Vololona mihira resy tosika tan-dalana nombana ka miverina aminao ry ilay ankany vahobahotra fa nentin-kadalàna izao mivesatra ny latsa sy tomany. |
Ohatra haza ina hazaina hazaizaina arina ina arenina arenindrenina |
Nitantara izay zavatra niainany tany ambanin’ny farihin’i tritriva ary izy. Taorian’izay dia nanjary moana ilay ramatoa, mandraka ankehitriny.47 ankehitriny dia maty avokoa ny olona izay latsaka ao amin’ny farihy folo minitra aorian’ny iakarany48 tsara marihina fa miendrika sarin-tanin’i madagasikara ny farihy ankoatra... |
Zay mety ho fisedrana hopotehina avokoa fa isika roa, hiombona sy hifankato. Ny eja 2004 |
Antsoy tokoa hoe leisy ! Lery toa tsy miantso mihitsy. |
Nasehony ny finiavan ny ray aman-dreny mba hahasoa ny zanany, ary nivavaka sy nirary fiadanana ho azy ireny izy mama |
Fitaovanavita amin’ny kapoaka na volotsangana ny korintsana. Asiana vatokely madinika na voamaina ao anatin’ny kapoaka dia apitika mifanantona ny vavan’ny kapoaka. Izany hoe somasy mananaendrika lavalava fisaka ny vavan’ny kapoaka. Ny volotsangana indray dia mangala vanina volo iray, avy eo loahana ary ampidirina ao ny... |
Comment se déroule le sport asa tany et comment choisi-t-on l’endroit et le temps de la compétition ? En principe le sport asa tany doit contenir plusieurs disciplines comme le toto vary et les lavaka hazo, mais le plus courant actuellement c’est le labour de la terre qui se pratique sur une surface de 2msur 5m et l’ép... |
Ton 7 ny maherintsika |
Lalim-paka loatra tao amin’ny fiainan’ny malagasy hatramin’ny fahagola ny finoana sy ny tahotra ny tody, ka na dia efa mihenkena kokoa noho ny tamin’ny zato 5 taona maromaro lasa aza izany ankehitriny, dia mbola manan-kery mihitsy amin’izao andro izao. Ny hasin’ny tody no zavatra anankiray nampijoro ny malagasy ho fire... |
Hamarino fa tantara filalao an-dampihazo izy ity. Famahavahana. |
Fanamafisana ny fahaiza-manao ananan’ny mpanentana eo amin’ny fifandraisana. Ezahinay ny handroso izay voatsirambin’ny tànana mba ho fanatevenana izany. Ny drafitra voahitsy no novelabelarina ka nahafahana namita ny boky ho azo tohanana amin’ny farany. |
Taratra ny tontolo iainana ifandraisan’ny olombelona amin’ny zavaboary hafa. Hohadihadiana manaraka etsy ambany ny tamberim-boan-teny maneho ny tontolo iainana ifandraisan’ny olombelona samy olombelona. |
Andriamampihantona |
Une strophe de cinq vers est un quintil |
Fizarana fahatelo fototra iorenan’ny zanako ny fenitra kristiana |
Fa zandriny indrindra, gejaina tsy hamindra. Moa rehefa zandry dia sahinao hosena sy iniana tsy jerena amin’ny toetra mahonena |
Betsaka ireo lohahevitra dinihina amin’ny ’’école des parents’’ fa santionany iray tamin’izany no atolotra eto, dia momba ny lohahevitra hoe ny fomba tokony hatao amin’ny fanabeazana ny ankizy manazava aloha ireo mpampiofana fa trerontrerona no fampiasa tamin’ny fanabeazana taloha tonga dia mitrerona ny ray aman-dreny ... |
Raha ny lafiny fomba filazan-javatra ne ntin’ny mpanoratra naneho ny tantara indray dia hita fa manan-danja lehibe ny fampiasana ireokarazan-tsarin-teny telo dia ny tamberinjavatra sy ny fanovon-javatra ary ny sarin-teny hafa sisa. Ny mateti-piherina indrindra anefa dia ny tamberina sy ny fanovana endri-javatra. Raha e... |
Asa fikarohana heisa da conceiç o, varela mendes, 2010. Les influences du milieu familial sur le processus d’apprentissage de l’élève au premier cycle de l’enseignement secondaire réalités et perspectives au lycée amilcar cabral à assomada. Mémoire de maîtrise en études françaises. Option enseignement. Unicv malalaniai... |
Araka ny zava-misy hitantsika io dia ny 56 ’ny mpianatra nohadihadiana ihany no mipetraka miaraka amin’ny ray aman-dreniny. Ny 26 amin’izy ireo dia mipetraka irery ary ny 18 dia ireo havana no miantoka azy. Tsy mitovy araka izany ny iatrehan’ny mpianatra ny fianarana raha eo amin’ny lafiny fonenana fotsiny ihany. Amin’... |
Ankilany, mirafitra ao anaty fehezanteny mivadi-drafitra avonan’ny kianteny no ireo sarin-teny ireo, araka ny f2, ka ny fanehoana azy an-tsary toy izao no manampy ny fanazavana gradation |
Zahao ohatra ny tononkiran’i mahaleo hoe ny ranomasony mipatrapatraka toy ny orana in ravorondreo 391 zahao ny fanamarihana laharana 140 any amin’ny takila faha 57. Fahita any amin’ny kabary izany. 392 zahao rakotomavo tsiky in. Ny fahafahana sy fahasahiana hita taratra ao amin’ny tononkalon’i elie rajaonarison, memoir... |
Tsy misy intsony ny fifanampiana sy ny fifanohanana amin’ny fiainana eo amin’ireo mpirahalahy ireo, fa ny fifankahalana no mibahan-toerana. Samy manana ny foto-pisainany anefa ny olona tsirairay avy, ary tsy misy afaka hanova izany raha tsy ny tenany ihany. Azo tsoahina avy amin’izany fa tokony handinika sy hamakafaka ... |
Lilamlnana sy ny mpitondra ao amin’ny vip ka mampanan- karena azy lreo. Efa nandela taratasy amin’ny ambaratongam pahefana sy ministera voakasik’ ity raharaha ityianao, satrlaomby an-iatony no nalalna tsy ara- dalana. Ela lreo voasoratra oo ambony ireo ny hevilray momba ity dlnan’ny mpihary ity sy ny |
Ny tantara foronina nosoratan’i faralahy moa dia azo sokajiana ho anisan’ireo antsoina hoe tantara foronina momba ny fitandroana ny filaminana na roman policier malagasy, izay karazan-dahatsoratra mbola vitsy mpanao ihany eo amin’ny sehatry ny literatiora malagasy. Ny tantara izay maneho herisetra mandrakariva dia miom... |
Rakotoalisoa s. F 2001 mémoire de maitrise |
Ny kilasy voalohany noezahina ny hahita kilasy voalohany iray avy tamin’ireo sekoly ireo. Toy izao manaraka izao ny anton’ny safidy. |
Ranomasina manonja misamboaravoara lava manorotoro sy mandrava moa dia izany monja no mba asa vitanao ? Raha misy hafa hoe lazao! |
Ireo boky samihafa |
Ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-drainy; fa ny mpaniratsira tsy met mihaino na dia anarina mafy aza manoloana izany fihetsika ataon’ny zanaka izany, dia manana ny fihetseham- pony ny ray aman-dreny. Hoy ny ambaran’ny ohabolana10 1 ny zanaka hendry mahafaly ny rainy, fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny mibarib... |
Mpitoriteny eliza freda zava-poana dia zava-poana hoy ny zava-poana hoy ny teny mpitoriteny, zava-poana dia zava-poana |
Nasiso akia lalaiko ny kaly mba nisaiko hoe hitsenana an-dry kanjo nialinandro! Saingy fy ka mbola fy tsy hananako hambo ny fitia notahiriziko manentohento hanina ory an-dry ankiziko tiavi- mahafanina! |
Picon p 1955 |
Ny anaphore |
Achats matériels et fournitures non stockées |
Filazalazana momba ny boky |
Ny fitsipipi-fehezana ao amin’ny sekoly |
Tapa-kazo sy na sampy, ny tany vazantany, ny tendrombohitra taniny. |
Mpanoratra sy asa soratra 1 mpanoratra sy asa soratra 2 |
Izany no ilazako fa |
Ny feon’ny -ny atao hoe |
Ny fahendren’ny olona manindry ny fahatezerany, ary vononahitra ho azy ny tsy mamaly fahadisoana ; sy ny ohabolana 2 11 dia hiaro anao ny fahaiza-misafidy amim-pahendrena, ary hiambina anao ny fahalalana |
Ny fisian’ny mpanondro ao anaty fehezanteny dia manampy ny mpihaino handray mora foana ny zavatra tian’ny mpiteny hampitaina. Samy hafa, ohatra, ny hevitra tiana hampitaina ao amin’ny ohatra 7a sy 7b raha ireto fehezanteny manaraka ireto no jerena. |
Inona izato anontanian-dranona an-drasoloarijaona! Mba te-hahalala olona ka maninona moa? Sady indrindra mpiray fihaviana rahanta ô ! Nampiantso anao izahay mivady anaka, tsy maninona akory ry i dada sy i neny. Inona izay? Hitanao ireny olona teto ireny? Hitako dia hitako tsy hatsafaina ny dinika sy ny resaka ramatoa f... |
Ny famoronany lainga hahafahana miaraka amin-dravalohery. |
Ensemble des énoncés, des messages 10 le discours, , est cette manifestation de l énonciation chaque fois que quelqu un parle 11 un discours est un énoncé caractérisable certes par des propriétés textuelles mais surtout comme un acte de discours accompli dans une situation participants, institutions, lieu, temps 12 le ... |
Ny firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy131 nataon-dravelojaona kosa dia milaza hoe ny koba fotsimbary nomongomongoina ho vovoka. Anefa tsy ny vary ihany fa ny |
Nalahatra araka ny fotoana nanoratan’i asiniony azy ny tononkalo, mba hahamora sy mba hahafahana mandrindra ny asa ary koa mba hahazoana mijery ny fivoaran’ny talentan’ny mpanoratra. Hita ato avokoa ny fahaizan’ny mpanoratra milalao amin’ny endrika ivelan’ny tononkalo sy ny vontoatin-kevitra. Manavanana an’i asioniony ... |
67 1996-1997 2 15 15 100,00 1999-2000 5 12 12 100,00 2000-2001 6 15 13 86,67 2004-2005 10 18 16 88,89 2005-2006 11 20 17 85,00 total |
Na dia efa manana kitra telo aza ilay vehivavy, dia tsy nahoan’ilay tovolahy izany, fa mbola tiany foana ravehivavy, ka niverina niaraka izy roa saingy niafina hatrany. Fantatry ny ray aman-drenin’ny roa tonta sy ny olona teny amin’ny manodidina moa fa niaraka izy roa, kanefa ny iray efa manam-bady aman- janaka, ary di... |
Maromaro ny zavatra ilaina amin’ny fitokanan-trano ao ny sakafo, ny afo, ny ronono, ny tantely, ny vary. Samy manana ny anjara asany avokoa ireo singa tsirairay avy ireo. Manampy ireo ny karazana hena ao amin’ny omby trafon-kena, fanangan-kena, ary ny vorivorin-kena. Lanonam-pianakaviana sady zava-tsoa ny fitokanan-tra... |
Avy aiza ireo olona samy mihiaka? Samy mitanisa masoandro baliaka nefa miredona feo samihafa angaha kosa re tsy afa-niara-nitafa? |
Fanontaniana manokana napetraka tamin’ireo mpirango tarik’i rakotondrasoa f inona marina no niandohan’ny rango taty faratsiho? |
Mozika acte 31 liza , soameva an-dalana liza fa nisy inona indray e? Zany hatairako nahita an i mbola vao mangiran-dratsy nandondona tao aminay soameva saika maty akia izaho ry liza! Liza fa inona indray no olana? Soameva novonoin i bazy sy naolany tao indray ange izaho mandram-parainan ny andro e! Liza maninona an? So... |
Ny latsalatsan-dreniny midika hoe mahazo teny mahery avy amin’ny reniny. |
Va tak 173 |
Ireo fitaovam-pitaterana dia nampiasaina tamin’ny fanjanahan-tany toy ny filanjana am-pilanjana no nandehanan-drobena niainga tao besalampy hatrao marovoaily ela no nandrenesan-drobena ny teny hoe filanjana ; imbetsaka no nahitany sarin’olona entina am-pilanjana, vao izao kosa ny tenany no hitaingina izany! |
L’autonomie des familles 1.2.4.1. Autonomie comme désengagement l’aboutissement de tout programme de réinsertion de l’asa est atteint par cette phase. Le terme de réinsertion réussie est synonyme d’autonomie des familles et de capacité de mener et de gérer leurs vies sans l’intervention d’autrui. Permettre à ces famill... |
Nisafidy ny hanao tolotra ny fampitan-desona i b, ka ny fandrafetana amin’ny kahie lehibe iray izay lesona hotononina na atolotra ny mpianatra no nimasoany. Efa nanomboka tamin’ny taona 2013 nanombohany nampianatra kilasy voalohany no nandrafetany ny lesona 1isaky ny lohahevitra tao anatin’io kahie io d. Ny fanomanana ... |
Araka ny hevitry ny mpianatra 129 |
Ordonnance n 60-133 du 3 octobre 1960 portant régime général des associations |
Nahay nisafidy teny natao anoharana tokoa ny maintimolaly. Avy amin’izany safidy izany no ahatsapana ny talentany mamorona zava-kanto vita amin’ny teny. Tsy mba ny omby na ny kisoa na ny biby hafa mampalaza ny nosy eo amin’ny lafiny fiompiana no nanoharany ny kristianina nanomboka nitombo isa teto, fa ny ondry manao an... |
Tantara anaran’ny mpandray anjara |
Fiankinan-doha amin’ny toe-karena frantsay azo lazaina fa fahaleovantena ara-politika fotsiny no azon’i madagasikara, fa ny fahaleovantena ara-toe-karena dia mbola nofinofy ihany. Noho ny firenena mbola tao anatin’ny faribola frantsay zone franc dia tsy maintsy nanaiky tsy fidiny ny rafi-panjanahana nampiharina taminy,... |
Tongasolo p. 1985 fomban-drazana tsimihety, fianarantsoa ambozontany, 383p. |
Ataon ireo skoto fomba fampitana hafatra izy ity, izany hoe karazana lalao. Amin ny ankapobeny dia sarotra ny miezaka mitadidy azy ity ary tsy mbola nahita izahay olona nahafehy izany. |
Arahina fandalinana sy |
Fokontany lehilahy vehivavy |
Ts im anato o oay! I. Inona izany voahitsaka izany? |
Loharanon-kevitra tahirin-kevitra tao amin’ny cecam mihary ambohijoky |
Ny kabary izay endrika iray isehoan’ny fandresen-dahatra no sehatra mahazatra ampiasana azy kanefa rehefa nohalalinina dia tsapa fa azo ampiasaina eo amin’ny serasera andavanandro ihany koa izy. Ampiasaina eo amin’ireo endrika samihafa mety hisehoan’ny fandresen-dahatra. Hazavaina sy pofoina amin’ny alalan’ny ohatra ar... |
Fampitahorana amin’antsibe na benitra aranirany |
Indro koa tovolahy, walkman an-tsofina mirintona mitrifana a-môtô mafy toa hitsena vava fasana lasa toa tadio |
Ny vanim-potoana teteza-mita 1972-1975 natolotry ny filoha philbert tsiranana ny jeneraly gabriel ramanantsoa ny fahefana feno hitantana ny tany sy ny fanjakana ny 18 mey 1972. Nahery ny fitsoky ny rivotry ny fanagasiana izay anakiray tamin’ny fitakiana goavana nipoitra nandritra ny fihetsiketsehana ny volana mey 1972 ... |
Kitapo nifonosana, ilay niankin-drindrina irery, ilay nisotro ny rano tsy tiana. |
Nenibe ka tsy tokony hanaovana famerenana matotra sy homasahina tsara ve fa sao ho afa-baraka eo e! |
Teny fisaorana |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.