text
stringlengths
10
11k
Ratsimiseta j .
Voalohany indrindra, ny fombafombam-pivavahana dia manavao sy mampiaina indray ireo finoana. Izy dia manana anjara asa manelanelana, miaro ny fahamasinana sy ny fampihavanana amin’ireo hery hafa mihoatra ny olombelona. Mpandray anjara amin’ny famolavolana ny hevitra sy ny sandan’ny zavatra sy ny olona rehetra. Izy dia ...
Jerena anefa ny vintan’ny
Ianao izay nasandratry ny vintana ka he nambinina mba jereo sy tsimbino ireo kamboty mahonena maha-ory ireto izy tsy manan-kantenaina, eny, fa ny androany sy ny ampitso dia tena ankamantatra ombieny.
Mi-kate mikate mofo mi-tangawizi mitangawizi sakamalao mi-tego mitego fandrika mi-ti miti hazo
Maresaka. 08 febroary 1969 38- maresaka. 05 may 1976 39- ranovelona. Lah 13 aprily 1926 40-valiha. Lah 60. Asabotsy 22 febroary
Mpianatra maromaro no tondroina haneho hevitra.
Rado tena mbola tsy nahita toe-javatra toy izao aho. Dia iny izany no dadan’i haimah? Tena mitovy amin’i ibrahim i haimah! Avy amin’ny anarany no nangalana ny anaran’i haimah dia inona no hevitr’ialahy? Sedra raha ny filazany teo ange dia atao raharaham-pihavanana izy ity e! Tsy henon’ny sofiny daholo angamba ireo zava...
Kisary1 ireo ambaratongan-drafitra
Isan’ny takila 313 isan’ny fafana 4 isan’ny sary 21 famintinana miompana amin’ny boky fampianarana ity asa fikarohana ity. Fomba famolavolana boky fampianarana mifototra amin’ny literatiora miainga amin’ny fitsikerana ny boky fary mamy kilasy voalohany haitsikera roa no nampiharina tamin’ny fananganana azy. Ny lalan-ts...
Raha bangoina izany, dia miainga avy ao amin’ny mpampianatra mihitsy ny fanatsarana na fampianarana ny taranja malagasy. Izy mantsy no fototra ka raha tsara ny fototra dia ho mafy orina izay atsangana eo amboniny dia ny mpianatra izany. Raha toa ka hita taratra any amin’ny mpampianatra ny fanomezan-danja ny teny sy ny ...
Ny akony ao amin ny kaominina ambanivohitra beandrarezona
Eny fa na dia ny fisakafoanana azy aza dia tsy mampaninona mihitsy kanefa mibahan-toerana ao an-tsain’ny mponina ao ambohimahavelona fa rehefa antsoina hoe do dia tsy kasikasihina raha tsy mikasika ny tena.
Lio, ra 51, 57, 64, 95, 99 lolo poaky, olona efa maty ka velona indray 98
Ambaran’ny mpamoron-kira eto fa tokony hahay hiharitra ny fijaliana sy ny fahoriana mihatra aminy ny olombelona, satria jesoa kristy aza niharitra ny mangidy sy ny mafaitra indrindra raha nofantsihana teo amin’ny hazo fijaliana, noho ny sitrapon’ny rainy. Hoy izy ray ô, raha sitrakao dia esory amiko ity kapoaka mangidy...
Retsy mpialonamangarika, 10- ratsy fo sy rako-pery ’ndreo, jereo fa voan’ny barika, vitambilana fijery .
Na izany aza anefa , ilaina ihany ny fahaizana mandanjalanja, fa tsy ho matin- kambo amin’ny laza fotsiny .
Mafonja ny fitrandrahana azy ireny, na ho an’ny kaominina, na ho an’ny mponina tsirairay. Sary 24 toerana be vato any tritriva
Teny izay miseho amin’ny sehatra maro ny teny hoe deba. Mazàna, amin’ny sary mihetsika no tena andrenesana matetika ity voambolana ity, anarana izay iantsoana ireo olona mpanatontosa andraikitra lehibe na mpanome baiko amin’ireny sary mihetsika ireny. Eto dia ampiasain’ny olona ihany koa izy hilazana anaran’olona iray ...
Lafin-javatra roa lehibe no azo ambara mikasika ny endriky ny asa soratra tamin’ity vanim-potoana ity. Voalohany, niroborobo ny famoahana tononkalo malala-drafitra. Nahazo vahana teto madagasikara ny fironan-tsaina rômantika, izay niainga avy any eorôpa. Ny foto-kevitra nijoroany dia ny fanoherana ny fitsipika rehetra ...
Tsy ny zanaka sy ny ray aman-dreny ihany anefa no tokony hifankatia ao an- tokantrano. Tokony hifankatia sy hifampitsimbina ihany koa ny samy zanaka, mba hampirindra ny fiainana.
Vanim-potoana inona no
Araka ny nomen’ny développement des curricula et des intrants dci amin’izao fotoana izao ny tomponandraikitry ny fanabeazam-pirenena, dia efa manavao ny fandaharam-pianarana. Avy any amin’ny ambaratonga fototra no miainga, hany ka tsy mbola tonga aty amin’ny lisea. Tamin’ny taona 2007 no nanapa-kevitra ny tomponandraik...
Fitaovana iray entina maneho ny hevitra tiana hambara sy fihetseham-po ny teny ka amin’ny alalan’ny teny no ahafahan’ny olona tsirairay mifanerasera sy mifanakalo hevitra. Maro ny famaritana ny teny araka ny fandinihana nataon’ny mpandinika tsirairay. Na samy hafa aza anefa ny famaritana naroson’izy ireny dia hita fa m...
Reto fo voaratranao ; ka tsy azonay tsinina fa efa izao no lahatrao.
Kisary faha-3 maneho ny fampiasana vokatry ny fanodinana katsaka
Loharano ben’ny tanàna
Manomboka hatramin’ny biby arahabaina ianareo tsy voadidy ny kisoa sy ny voron-tsiloza arahabaina raha nieren-doza 270 santionany ihany ireo noraisina ho porofo mahakasika ny mahatsikaiky eo amin’ny toe-javatra ireo, fa mbola misy hafa ihany koa mety hahitana taratra izany. Ndeha hojerena indray ny mahatsikaiky eo amin...
Tsy hita ao an-trano matetika ireo ray aman-dreny izay mpanao varo- mandeha. Banga araka izany ny toeran’izy ireo ao an-tokatrano. Miahy tena samirery araka izany ny zanak’izy ireo mandritra ny fotoana tsy maha eo azy. Noho ny fomba fiheverana nentim-paharazana manavaka ny zara asan’ny lahy sy ny vavy mbola mafy orina ...
Ity hira manaraka ity kosa indray dia hiraina tanteraka hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, akora iasana faha 07 tanimbary samihafa
Tsy nataony ho ambanin- no niangaran ireo ray
Evans-pritchard e. E. Anthropologie sociale, paris payot, 1969. 174p
Depuis votre participation quelle évolution avez vous constaté ? Le sport asa tany nous emmène beaucoup de changements, car il nous apporte un air d’ambition à effectuer sérieusement notre tâche quotidienne, en plus c’est grâce à ce sport que les peuples urbains connaissent la valeur et l’importance du travail des pays...
Arakaraka ny tsinjara toerana raisin’ny mpanondro ao anaty fehezanteny ny sokajin-teny misy azy. Mpamaritra izy raha miaraka amin’ny tarika anarana faritany ary mpisolo raha mifanohitra amin’izany ny trangan-javatra. Mipetraka eo aorian’ny tarika anarana faritany no misy ny mpamaritra manondro amin’ny fiteny masikoro. ...
Tina misy zavatra tianao hatao angaha?
Matahotra sazy avy amin’ny sekoly 9 16,98 eny tsy mahaliana ilay taranja 1 1,88
Raha adina an-tsoratra ny mpianatra no manangan-tanana ny mpampianatra mampiasa solaitra be andikana ny fanontaniana. Ny mpianatra mamaly amin ny teny malagasy. Ny mpianatra mankeny amin ny solaitra be. Ny mpampianatra manitsy am-bava sy an-tsoratra ary manolotra fanitsiana feno avy eo raha adina am-bava ny mpampianatr...
Manongotsongo
Andrianjafy michel, orimbaton’ny fiadanana, tak 41 69omena eo amin’ny fafana manaraka ny santionany amin’ireo fomba fiteny maneho ny maha samihafa ny lahy sy ny vavy
Razanamampionona j. R. 2009 l’intensif en malgache ; mémoie dea université d antananarivo
Zava-poana ny fampandrosoana raha tsy mifahatra amin’ny olona, araka ny voalaza hoe raha tiana handroso marina ity madagasikara malalantsika ity dia tsy azo sarahina amin’ny toe-tsaina sy foto-pisainana maha malagasy na ny riba malagasy ny fampandrosoana tian-katao 81; noho izany, ireo fomba fiasa roa ireo dia afa-miar...
Ny lalan-tsain’i jacques tardif3 izay miompana amin’ny hoe ny asa fampianarana dia fanehoana endri-pi fandraisana no nampiasaina manaraka. Miompana amin’ny fitadiavana tetika amam-paika mahomby ity lalan-tsaina ity. Izany no natao dia hanatsarana ny fifandraisana ary serasera eo amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra. 0-...
Tg ’1 4j vi, w 1’ m,
Ny fikolokoloana sy ny fanabeazana avy amin’ny ray aman-drenin’i haingo no mampiroborobo ny talentany. Tsy nanao ho ambanin-javatra ny adidy aman’andraikiny koa anefa ireo sekoly nolalovany, fa tena nikarakara sy namolavola azy. Manefy ny maha izy azy ny mpanoratra izy ireny.
Ny zanapeo iandohany ny zanapeo iandohan’ny mpanondro toerana no mizara azy ho roa miavaka ireo izay miantomboka amin’ny zanapeo e- ka milaza ny toerana hita maso sy voafaritra mazava tsara ary ireo miantomboka amin’ny zanapeo a- manondro ny toerana tsy hita maso sy tsy voafaritra mazava.
Rainibozaka oadray! Ta tandremo! M mianjera aho! Tazony ny tady! Tazony ny. Aaaaah. Vonje.
Sary lah. 12 randja zanamihoatra in rinternetr
Ohatra2 seheno mba azonao an-tsaina ve, fa raha iny ianao no notoriako dia sady nigadra no afa-baraka, manginy fotsiny ny fisaraham-panambadiana. 275 lanja midina no nilazan’i seheno tamin’i rado ny mety hanjo azy noho ny heloka bevava vitany, dia ny nanolanany an’i seheno. Mafimafy kokoa ny migadra noho ny afa-baraka ...
Tokana u- voambolana miverina
Araka ny resaka nifanaovanay tamin’ny tomponandraikitra kosa dia olana amin’izy ireo ny fitarihana ireo vehivavy antemoro, izany hoe sarotra amin’ny olona manan-talenta hafa entin’izy ireo avy any amin’ny faritra ny mampita ilay fahaizany. Izany olana izany dia tsy misy hafa amin’ilay olan’ny mpampianatra manoloana ny ...
Ireo foto-drafitra asa ekônômika anisan’ny mandrafitra ireo hetsika ho amin’ny fandrosoana ny fananana foto- drafitra asa maro mahakasika ny toe-karena ao amin’ny firenena iray. 2.3.1.1. Ireo foto-drafitra asa momba ny làlana a ny fahafaha-mampiasa izany saika manano sarotra avokoa ny fahafahana mifamezivezy amin’ireo ...
Vahaolana ara-piarahamonina raha tsiahivina ny olana ara-piarahamonina izay efa voalaza tany amin’ny 3.2.3, dia ny momba ny fisian’ireo vahiny mandray anjara mivantana amin’ny fanatanterahana ny mamahoaka indrindra no mampiahotra ny mponina sasantsasany. Azo lazaina ho manana izay mampitombina azy mihitsy aza, raha ny ...
Misaotra fa nahazo fo 1 2 tsy milefi-pandeferana 3 misaotra fa nahazo fo 4 5 tsy nihaino ny fitserana 6 7
Ambatotokana 3
Mifanova amin’ny renifeo malagasy k ny renifeo swahili g eo amin’ny vanin-teny aorian’ny tsindry. Ohatra mbegu ambioka raguruguragu rôkôrôkô
Naka rabemanantsoa
Kilasy famaranana tsy ampy ny tahirin- kevitra azon’ny mpianatra kirakiraina
Matoritoria, razandriko izany! A matoritoria fa aza tomany! A idadantsika tsy aiza fa lasa b nivoaka maraina namonjy lahasa b rah’mody avy any izy hitondra mofo d ka sady hihinana ianao no ho voapofo! D
Famarinana olona naondrana tany am-pitanrny ranomasina no nanangonanrny razako, taminrny tany malagasy. Mazava ho azy fa olona nangalarinrny jirika ireo, na nobaboina taminrny ady an-trano, na novidina mora dia namidy lafo nony tafiditra ny 35 vazaha, mbola karazam-barotra olona ihany koa no nivelomanrny raibeko, fa ni...
Hiran-drivotra i- natao ho fampihomehezana
Raha miantomboka amin’ny zana-peo -o na -u ny fototeny dia tsy misy fiovana. Ohatra m-oto moto afo m-uda muda fotoana
Grammaire malgache, ambozontany, fianarantsoa, 174 t.
Ry zareo lehibe
Tsy mifanalavitra amin’ireo boky voalahatra ao amin’ny fandaharam- pianarana ny fomba nananganana ny boky hafatry ny mpanabe , na dia samy manana ny fomba fanorany aza ny mpanoratra tsirairay. Miankina amin’ny zava- misy sy ny tanjona kendrena manoloana izany no anompanan’ny mpanoratra ireo foto-kevi-dehibe velabelarin...
Isa nomen’ny filohan’ny fokontany ankaraobato 18 les cahiers du ror n0 02 juillet 2000 tak 10 les ruraux multiplient les activités secondaires. 70 à 80 exercent au moins une activité complémentaire génératrice du revenus en plus de l’activité principale
Er marina’h, pseud
Fafana 12 takela-panomanan-desona momba ny fitsipi-pifehezana eo amin’ny fiarahamonina seho voalohany f fanontaniana v valiny
Randriamiadanarivo, sikajin’idadabe, op cit, tak 13
Dia mijoro fehizay, tsy mihetsika, tsy miala ; miaritra andro mahamay, miaro-javo-mamanala.
Manorotsoritra ny akon’ny fironan-tsaina lehibe teo amin’ny endrika sy ny vontoatin-kevitra fonosin’ny literatiora mahafehy ny tantaran’ny literatiora malagasy amin’ny ankapobeny
Ity tanana ity
Vao manomboka ny asa fanoratana ny mpanoratra iray dia tokony hisafidy izay teny hampiasainy. Ny tsara ho fantatra anefa dia maneho ny maha izy azy ny firenena iray ny teny, ny teny no anisan’ny manavaka ny firenena iray amin’ny firenen-kafa. Raha te hamantatra ny fiavian’ny olona iray tokoa mantsy ny isika dia ny teni...
Fameranana
Georges balandier anthropologie dynamique, sense et puissance, puf, pp 15-16, paris, 1971 mais balandier évoque la nécessité de les dépasser par un travail théorique qui porte l’intention sur le conflit social, l’innovation, l’invention, le passage d’une formation sociale à une autre. Par un travail empirique qui valid...
Nisongadina tao amin’ity toko ity ny fandokoan’i niry-solosoa ny fitiavana tarafina amin’ny fahaizany milalao amin’ireo karazan-tsarin-teny misy. Tsikaritra tamin’izany, fa samy nampiasainy mba hanome endrika kanto ny asa soratra sy fanehoana ny hafonjan’ny hevitra avokoa ireny. Tsy ny sarin-teny rehetra anefa no naros...
Cf va, tak 40
Kisary 10 ny fiainan’i bako tao amin’ny ray an-dreniny
Nananosarotra ihany koa ny nanangona ny hevitry ny mpamaky momba an’ ny eja noho ny fisalasalan’ ny olona amin’ny famenoana ny taratasy. Ny antony dia noho izy ireo toa mahalala ilay mpanoratra kanefa rehefa ametrahana fanontaniana dia toa tsy mahavaly. Koa ireo nahafeno ny taratasy ihany no noraisina ao amin’ny tovana...
Asehon ny mpanoratra fa misy ny fanavakavahana. Nasongadiny tamin izany ny tao afrika atsimo. Navahany tsara ao amin ny tononkalony ireo endri- panavakavahana nisy tao ny lehilahy afrikana, ny vehivavy afrikana, ny fotsy hoditra izany mifanohitra amin ny mainty hoditra , ny vahoaka mpitolona izay mifanandrina amin ny m...
Ny tahirin-kevitra nampiasaina 2. Ireo boky nosoratan’ny mpandinika samihafa 3. Balandier g. , anthropologie dynamique in notion clés de l’ethnologie, armand colin, paris, 1998 4. Sens et puissance, presse universitaire, france, 1971 5. Belloncle g , sept priorité pour développermadagascar, foi et justice, antananarivo...
Ary noho izany indrindra no tsy mahasasatra àhiako raha mikiry mampirindra ireo amboaran’ny fanahiko!
Asaina takariny avy amin’izany ny fanabeazana omen’ilay gazety sy ny firehana arahiny. Afaka miasa amin’ny gazety maro tsy mitovy ny mpianatra. Miafara amin’ny
Famakafakana ranofotsiny no hita ao aminrireo andiam-panontaniana ireo.
Na toy inona na toy inona ny hevitra hitan’ny olombelona, faratampony amin’ny fanapahan-kevitra andriamanitra. Ankinin’ny mpanoratra amin’ilay mpahary izao rehetra izao anefa ny fiatrehany izany aretina mandrotika izany nofony izany. Hoy i nampoina ao amin’ny ampianaro aho raiko tojo aretina madity tiana hoesorina koa ...
Tovana 3 ny rijam-panontaniana momba ny famelabelaran-kevitra natao tamin’ny mpianatra 34 tao amin’ny lisea technique professionnel ampefiloha mahakasika ny haizatra nataony taona vehivavy lehilahy fanamarihana misy karazany roa ny fanontaniana hita eto ny fanontaniana efa manolotra valinteny isan-karazany azo isafidia...
Ny anjelin’ny tsitoha 30 mba iraho hiambina eny fa ny amboadia mitoha maro be mirenireny.
Jamba ho ’aho ny jamba fa ny tia no tena jamba mijery imaso toa mahita pahina andro mibaliaka mijerijery ampahampahany mamo lava ny fanahiny jembijembin tsentotsento maso foana no mba eto tsy mitondra tehim -potsy ka mitsapatsapa toky ts’ isy tanana mitantana nefa tena miampanampana maratra lava ny ati- fo satria midon...
Mandresy lahatra hanohina ny saina mandanjalanja délibérer ity lentan’ny fandresena lahatra ity dia mikendry indrindra ny fahaizan’ny itenenana mandanjalanja ny hevitra rehetra aroso amin’ny saina tsy miangatra72. Mamelabelatra hevitra roa samy hafa izany hoe tsy fitoviana vokatry ny fomba fijery mifanohitra izay samy ...
Estine rinarasoa, ohabolana malagasy, librairie mixte, imprimerie d’ouvrage educatif, ankatso, antananarivo, tak 1972, tak 83.
La catégorie 2 les familles en grande difficulté fgd ce sont des familles qui ont auparavant du travail ou une situation plus ou moins stables mais en cas de difficulté des entreprises chômage technique, compression du personnel, licenciement, ou d’autres cas difficiles marché ambulant en faillite, ex- détenue, , elles...
Bema izany ve?
Amin’ny ankapobeny, ny havana , dia izay misy rohim-pihavanana amin’ny tena, noho ny ra iraisana. Ary rehefa mpihavana, dia tokony hifankatia fatratra, ary tsy hifanary. Amin’ireo tonokalo roa voalaza ireo, dia raisin’i ny eja ho havana ny olon-tiana. Izany hoe, toy ny misy ra iraisana mihitsy no hiheverany ny olon-dro...
Rangotra folo vondrona ambara takila 108 75 tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 63
Voilà pourquoi le pape agit selon le saint-esprit en exceptant toujours dans ses décrets l’article de la mort et celui de la nécessité.
Sary 26 ny ady mozika eo amin ny sehatra otronin ireo mpanotrona maro be
Tsy azo ialàna na sorohina ny tody tsy ampoizina ny fotoana higadonany na tsy mihatra amin’ny nanao azy aza ny tody, dia mihatra amin’ny taranany
Fa etsy andanin’izany, dia mahaliana ihany koa ny lahatsoratra satria manoritsoritra, manadihady, mitsikera ary manolotra vaha olana. Fa ho an’andriamatoa rahaga ramaholimihaso, izay sady mpanorina no tompon’andraikitra voalohany ao, dia natao ho an’ny olona tia mandalin-kevitra ny gazety isan’ny olona kinendrinay ny m...
Aravony àry izay rehetra izay tsoa-kevitra ny endrika fanomezan-kasina dia miseho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana hita maso, arakaraka ny sokajin’olona. 6 mitondra filaminana ho an’ny fiarahamonina ve ny fahasamihafan’ny endriky ny fanomezan-kasina eo amin’ny tsirairay? -miteraka filaminana, satria efa samy mahala...
Fafana 18 ny antony mahatonga ny mpianatra ho liana amin’ny taranja malagasy
Dingana telo no lalovana raha manatanteraka fombafomba amin’ny fanandrtana mpanjaka dia ny fanombohana, ny fanatanterahana, ary ny famaranana.